Magro : famerenana ny filoha Ravalomanana no tanjona

Magro 16 mai 12 (24)
Magro behoririka Fahafahan’ny vahoaka ny fiverenan’ny Ravalomanana eto
Rehefa avy nirodorodo nanatrika ny fitsarana ny orinasa TIKO teny Anosy ny maraina ny vahoaka mpomba ny Ankolafy Ravalomanana, dia namonjy indray ny kianja mahazatra tetsy Behoririka. Anisan’ny nandray fitenenana teny an-toerana ny filohan’ny fikambananan’ny ben’ny tanana eto Madagasikara Ralahiseheno Guy Maxime. Nilaza izy fa ianareo izay mitonona hoe tsy miandry baiko izahay raha tsy avy amin’ny filoha Ravalomanana. Efa hatry ny ela hoy izy ianareo ireny no efa niteny fa tsy mandray baiko avy amin’ny Rakotoarivelo Mamy, ka izao vao milaza izany. Efa nampatsiahiviko teto hoy izy fa manaraka ny fitsipika raha te hanaraka ny filoha Ravalomanana. Paika efa tany aloha izany ry zalahy,ary efa tsy nahomby ihany koa. Mazava ny Ankolafy Ravalomanana, hoy Guy Maxime fa izay tarihin’ny filoha Ravalomanana ihany. Tao anatin’ny telo volana izay ianareo ireny dia ny hanaparitaka ny movansy no ataonareo. Mazava anefa ny baiko napetrak’i Dada fa izy no mametraka ny paika amin’ny fanohizana ny tolona. Ny tiana horesahana hoy izy dia izao firenena izao raha tiana avotana dia miaraka amin’ny filoha Ravalomanana ihany.Ny zavatra tokony atao di any fanentanana ny hetsika izay ataontsika ary tsy tokony tsy ho variana isika. Ny movansy Ravalomanana hoy ny fanazavana dia telo taona tsy nitsahatra ny nitaky ny famerenana ny ara-dalàna indrindra ny fiverenan’ny filoha Ravalomanana eto an-tanindrazany. Fahafahan’ny vahoaka Malagasy hoy Guy Maxime ny fiverenany eto.Ny CST Rabenatoandro Lanto dia nisaotra ny vahoaka izay tonga teny amin’ny fitsarana Anosy ny maraina nanatrika ny fitsarana ny orinasa Tiko. Natao tany anaty birao tany hoy izy ny fitsrana fa tsy tany ivelany mba ho hitan’ny vahoaka. Nahemotra amin’ny herinandro indray ny fitsarana ka hanomboka amin’ny 8ora maraina. Noho izany dia mbola manentana antsika rehetra indray hanatrika izany amin’io fotoana io. Ankoatra izay dia nambarany fa tamin’ity taona 2012 ity dia resahina foana ny hoe mpanohitra ny tetezamita. Fantaro tsara hoy Lanto Rabenatoandro fa misy karazany efatra ny mpanohitra. Ny voalohany amin’izany dia ny mouvement anti Rajoelina. Io dia itovizan’ny rehetra mpanohitra. Ny faharoa dia ireo milaza fa hoe manohitra ity tetezamita ity. Ny tanjony dia hilatsaka ho depiote sy filoham-pirenena. Ireo olona ireo dia tsy mankasitraka ny fiverenan’ny filoha Ravalomanana, satria matahotra azy amin’ny fifidianana.Ny fahatelo dia ireo mpanohitra milaza fa « pro Ravalomanana », tsy manaiky ny CST st CT ary ny governemanta. Aza raisanareo ho namana ireny hoy izy fa manana tanjona dia ny manokana. Ny fahefatra dia ny mpanohitra eken’izao tontolo izao  ny fitakiana, dia isika izany. Isika hoy dia manana tanjona ny famerenana an’i dada. Nambarany ihany koa fa ny olona tafiditra eto amin’ny Magro behoririka dia mahazo ny tso -drano avy amin’ny filoha Ravalomanana. Namafisin’ity olomboatendry ity fa aza izahay mpitarika no jerena fa ny tanjona dia ny famerenana ny filoha Ravalomanana.

33 pensées sur “Magro : famerenana ny filoha Ravalomanana no tanjona”

  1. be wawawa fona lesy ela ry guy… impiry moa isika no niresaka, nifandray tanana sy niteny fa tsy maintsy tafaverina i DADA…
    Indrisy lesy, jereo fotsiny ange ny fihetsiky MANOELA ANIO TAO @ MAGRO jereo io sary io …, mahonena , mapalahelo fa ginagina sy lasam-borona toy ny gysa voakapoka, tsy tafa tsony lesy ny fitondranareo ny tolona a!
    jereo ny tamin’Asabotsy teo, ampitahao ny vahoaka teny ambohijatovo sy FREE FM, samy nodiavinay reo toerana 2 reo fa EEEEH!VERY lesy MAGRO sy ny tena zanaky dada.
    Mionona de ndeana daholo amizay araho ny hafatry dada hoe miasa sy manaova bizna fa tsy amokatra lisany.
    Izy efa milliardera ary ny foza sy ny hatay sy nympamadika toan MEME, VYVATO, RY VAKITAPONA DE mbola hoavy koa ry MAMY RAKOTO…, RY OLGA, RUFINE, nGAHY BOTOZAZA SY NY FIANAKAVIANY AO TAMATAVY, firy ny entana sy bizna avaokan’ny zanaky botozaza avy ao am port isan-kerinandro, tsy mando hetra sns… VELOMA LESY A!!!
    RAVALO NA tsy tafaverina aza tsy te hiverina satria matahotra ny FOZA sy ny miaramila SATRIA NY pomba azy ao am MAGRO tsy ahavita hiaro azy toy ny tam 2002. Kely endaka sy sarombavy daholo, jereo ZAFILAHY zany, vava fona fa EEEE!
    JEREO MANOELA zany, vava fona fa EEEE! Anontanio azy hoe matsiro ve ny sakafo hoeniny miaraka AMIN FILOHAN’NY tgv ENY AMBOHIPO ISAKY NY 2fois na 3fois par semainee eee!
    Efa palitao TIM zanaky dada mivadika oranga ny azy…
    hoavy ny fotoana hotsaraina vahoaka laisany ka mieritrereta

  2. Kintana
    Hitan’ialahy ve ilay sary eo ambanin’i Manoela io??
    io ve ilay ho alain’i dà ho vinanto??hi!hi!hi!! tena mba tsy ratsy!
    ôtsannn tsy maasoostss!

  3. hay ve ranavalona lahy sarom-bavy toy ny zanaky dada mipetraka ao amin MAGRO isan’andro eh!!!
    ndana lesy mividy voltarena d osory ny b.b. fa efa tsy tafa ny mpitarika mianatra demokrasia nofinofy ah!!!hihihi!
    mbola lavitra lesy ny dianareo ry magro raha tsy miady ny tanora tena izy sy tena sahy hiarony taranaka gasy eto madagasikara jurasik park.

  4. Tsy nisy sy tsy misy ary tsy hisy ny vahaolana ao magro na 10taona aza , ny sakoroka tsara paika , tonga dia iray andro=vita foza

  5. Vous leaders il est sage de prendre en compte ce qui a été évoqué par forumiste auparavant.
    « LAZALAZAO dit :
    Tompon’andraikitra i Zafilahy..fa tena tsy matiko lolo ny fomba firesany t@ miaramila t@ io sabotsy io. »

    Ne nous faites pas croire,
    (l’adage suivant ne devant en aucun cas s’appliquer à l’intérieur d’un TRANONKISOA)
    que « ny ela maha Iray ny roa »

    Reprenez vos attitudes inspirant confiance à tout magroiste
    sinon passez la responsabilité à d’autres pour représenter les têtes des marches lors de manif en dehors EN PUBLIC

    __

    « Hoavy ny fotoana hotsaraina vahoaka laisany ka mieritrereta »???!!!

    Tout fitsarana émanant du vahoaka part d’un scrutin – éléction
    alors
    vous sous-entendez en passe de manigancer qque chose?

    Ce qui arrive à votre Free FM
    n’est autre que le tournant auquel ont empruntés les 2 autres mouvances, Monja, Foza (kicked out)
    qui ont préferé reprendre leur esprit et manifester

    Vous êtes nés pour demeurer TARES.

    N’espérez pas, sinon vous vous mettez les doigts dans l’oeil,
    que nous déléctons nos ouïs écouter des gens au pouvoir
    tels Lanto Rakotomavo, Jeannot Ramambazafy, Mialy Rajoelina d’une autre culture

    ___
    « Lu sur WIKI »: Opposition leader and then-mayor of Antananarivo, Andry Rajoelina, led a movement in early 2009 in which Ravalomanana was pushed from power in an unconstitutional process widely condemned as a coup d’état.

  6. « Etre et demeurer pacifique dans une lutte contre un putchiste est l’acte le plus débile » des zanaky dada, enfin voyons, serieux, sa fait kan meme 3 ans merde!!!!!!!!
    table ronde table ronde, fihavanana fihavanana, mais merde!!!!!!!!!!
    sortie de crise, consensus, FDR, amnistie , mais merde!!!!!!!!!!!
    Un president elu démocratiquement se fait ejecter par un coup d etat militaire sans aucun scrupule, toutes les richesse du pays se font piller à tres grande vitesse, les eleves ne vont meme plus en cours et vous voulez encore faire vos accords signatures , vos arrangement pour la reconnaissance, pour vos principes la et tou
    mais franchement merde koi serieux, ianareo mihintsy no milalao vahaoka
    sans election le vahaoka est fai pour aller dans la rue, les martirs il y en aura toujours mais serieusement il y a plus de malgache ki meurent de faim maintenan et de maladis sans aucune prise en main medicale dans cette crise ke si il y aura de martir mort au 13 mai_
    ouvrez les yeux serieu
    si tu lis sa dada serieu la merde!!!!!!!!!
    merde!!!!!!!!!!!!!!
    si tu lis sa dada tena vazy koi pren un avion privé peu importe, di le d aterir à ivato, peu importe n ai pas peur et vazy serieu ouvre les yeux c koi ton délire la 3 ans las bas sans agir serieu koi c de la merde!!!!!!!!!!!!

  7. Ozizy ianao dada oué minoha fotsiny any, ka minoa fotsiny any enao,raiso ny fiaram manidina, raison ny samboa, dia aza matahotra ny zavatra anjo anao refa tonga aty, minoa fotsiny any, tsy ny olombelona no tokony hataoranao faha andriamanitra ka raha mino anazy ianao dia tokony tsy hatahotra!!!!

  8. Rehefa nilaza i jeneraly bômbna fa ny baikon’ny praiministra lehiben’ny governemanta no arahiny, nahoana moa no tsy mandeha any @ praiminisitra ny mpitarika ao @ MAGROS milaza @ io fa tokony izy no handidy ny alika ampitsahatra ny famoretana ny vahoaka @ entona ratsy ary izy praiminisitra koa no tokony handidy ny famoahana sy fanalana sakana ny kianja rehetra fanehoa-kevitra (radio, TV, toerana izay ny foza ihany no nanorina azy toa ny kianja’ny demokrasia…). Ao anaty tondrozotra daholo anie izany ary rehefa tsy tanteraka ve ireo satria isany nanao sonia ianareo moa ve sahy hametraka fepetra hentitra maty paika ianreo mpitarika ny ankolafy Ravalomanana hilaza ampahibemaso fa isan’ny tsy mampahomby ny fampiharana ny sori-dalana ny praiminisitra. Io rangahy io mihintsy no tena fositra jokotsorika .Efa mba ny 5% angamba sisa no avelan’i Filoha Ravalomanana ho tanterahintsika eto an-toerana ary efa nentinareo @ fomba diplomatika izy inty dia izay tena izy atao fa tsy mitati-bolana any @ SADEC sy miandry izay fanapahan’i Filoha foana.

  9. dé ahôn kou ny manarak? ==> ci-dessus (tellement en chaleur), réplique addressée à « rafidy » bel et bien FOUZ lahin’i Denise!

  10. mais pkoi tant demander au premier ministre, vous etes betes c’est un premier ministre neutre vous ne le saviez pas, il sera neutre juska la fin ni pour l autre ni pour l’autre alors n esperez pas attendre k il fasse kelke chose ke vous aimeriez k il fasse car dé k il fera kelke chose ke vous aimeriez k il fasse il ne seras plus neutre mais il sera de votre coté alors respecté sa neutralité c est tout
    soyon sincere les uns en vers les autre
    si vous voulez gagnez kelke chose allez dans la rue et battez vous pour votre cause
    pkoi attendre toujours les autre, c est la meme ki fait de nous ds malgaches , on attend ke tout tombe du ciel, le premier ministre il est pas con , il prefere se remplir les poches car la pays va bien , pas de rotaka, des grevistes pacifik, pkoi se faire chier à regler les problemes des autres voyon !!!!!tan mieu si ils sont cons la moi je me remplis les poches, si ils veulent le pouvoir ils ont k a le prendre, mais tant k ils foutent rien c est ke c bon pour moi, signé omer beriziky

  11. Ohatry ny nahita filazana izahay omaly hoe hisy hanao tatitra momba ny fihaonana ny diaspora tamin’i Mamy Rakotoarivelo omaly ao amin’izany lafyvalo izany.Ahoana ny amin’io?

  12. bla bla bla daolo ry hoaiza eeee!
    nasiko post mamaly ny sarin’ny madagascar park am lay titre hoe tsy hamadika ny mpitarika.
    Anontanio an’i MANOELA HOE MATSIRO VE NY SAKAFO HOANINY MIARAKA @filohan’ny tgv ambohipo in-2 na in-3 isakerinandro???? Ry guy max… zany moa efa fenofeno mahintsy ny takolany, ry MAMY RAKTO…. zany moa tsy lazaina tsony… Hihihihihi!!!!
    Toan fetison koa…Hahahahaha!
    Méeme sy ry vyv.to….!!! MPAMADIKA SY mitady sosy daolo reo.
    kely lesy sisa de hoavy ny fitsarambahoaka a!!!
    minoa fotsiny ihany!
    tsy maintsy fongorina daholo ny frantsay eto gasikara, zay 20000 frantsay hofaty sy ny foza panaraka azy TSI HISY DIKANY ra oarina aminy GENOCYDE 1947 nataony frantsay teto madagascar.

    minoa fa efa adiva ny farany.
    mitsangana ry tanora!!!

  13. king Julian = flou rajoel
    gidro tandapa= Ratsirahonana
    Ny biby ao anaty Zoo ny film de ny vahoaka sanana malagasy.
    hahahahaha!

  14. Tadidio ny tantara:
    1887-1889 ny olona tandapa anisan’ny namadika sy nivarotra ny malagasy tamin’ny frantsay nahatonga ny mpanjaka vavy gasy farany ho sesitany tany ALGERIA dia:

    RATSIRAHONANA.

    1944-1947 Mbola namadika ny MDRM koa zany fianakaviana zany!!!
    tamin’ny 1958-1960 de mbola tao niaraka tamin’ny mpamadika.
    1972 koa mbola tao ihany!!!
    1991 de mbola tao
    1996 de eeeee…
    2002….
    2006 ayayayayay… hhihihi!
    2009 ka hatramin’izao…
    solution
    justice populaire pour cette famille .
    Jereo ny boky tataran’ny andriana.
    toy zany joa ny boky INSURECTION DE 1947 nosoratan’ny vazaha ary ny original de tsy hita fa feno zavatra marina ao anatiny.
    Reo copie amidy eny @ tranom-boky Md paoly sns… reny efa version voavova fa misy marina kely ihany.
    Toy zany koa ty ANDRIAMISEZA TY … taranaka mpamadika reny
    vakio ny tantara de mianara.
    Reo foza rehetra ao anaty HAT, TARANAKY NY PADESM DAHOLO REO.

    MIJOROA RY TANORA, TSARAO NY OLONA SY NY FIANAKAVIANA VOAOZONA mitondra kilema hoan’ny MALAGASY.
    ampiaro ny fitsaranareo, io fitsarana ANOSY IO NO tena feno nana sy maloto ka mila diovona.

  15. Tsy atao mahataitra izao zava-miseho ao @ Magros izao fa efa niainantsika hatreny A/jatovo t@ 2009, teny @ Magros efa nisy gidragidra dia hoe vita hatreo ny an’i Ravalo. Fa aoka kely fa mbola indreto izahay. Isika kosa aloha tsy hitovy @ fitondran’ny foza ny tolona e. Asakasak’izay voarebirebin’ny vavan-dry fozavavy : aza adino fa izy io anie no niteny tao @ radio viva fony androny hoe : » Alaina sary daholo ny olona eny Mahamasina sy A/jatovo manohanan-dRavalomanana Marc dia haseho @ haino aman-jery hoe ireo no mpamono olona sy fahavalom-bahoaka ». Tao amin’ny Antsiva indray izay mba miditra mivantana mitsikera ny foza dia ampitahorina hoe « raiketina ny laharana finday an’ireny dia ho zahana ny misy azy ». Ny atahorako an’ity Lalatiana ity dia toa mpanjono ny zanak’i Dada fotsiny ohatry ny nataon’i Charles teny Ivato. Izao ny miaramila tena mba antenain’i Dada voafonja daholo fa i Charles aiza? Iantohan’ny fanjakana sy ny frantsay ny fitsaboana azy any ampita. Tena voa mafy ve izy? Asa… Efa nisotro ny aleoko maty sy nanao pacte t@ satana ka asakask’izay voajonony. Marina ny an’i Malalatiana ao @ MFM hoe « aza atao sentimental ny miheno haino aman-jery fa na ry Onitiana Realy aza anie ka isan’ny nanampy an-dradondrombelina t@ fanongnam-panjakana e ». Izao vita ny tranobe ny TV +. Dia mody hoe « manipulés » ny vahoaka sns… Anatra ataoko @ zanakdada rehetra : efa zanaky ny taona arivo fahatelo isika ka aoka ampisainana daholo ny anaovana zavatra. Ho anareo mpitarika ny ankolafy nanao sonia à fiaraha-mitantana, tena mitrandraka ny lalana rehetra hiverenana @ ara-dalana ve ianareo mba ahatongavana HAINGANA DIA HAINGANA @ fodian’i Filoha Ravalomanana ka hisian’ny fifidianana madio sy malalaka eto amin’ny firenena? Rehefa tsy handray andraikitra ny praiminisitra ento eny Tsimbazaza @ fivoriana azo atrehan’ny daholo be indray ny vahoaka hinanany io praiminisitra io.

  16. Maro ireo milaza ho mpandinika sy mpitantara ny seho sy tranga eto amin’ny Firenena no tsy mahita sy revo toka ary rara-kivy amin’ny hajejoana sy ny dihin’ny lakan-jila izay te hampiseho fa ny zavatra ataony ‘ fisamborana olona tsy ara-dalàna ,famerenana fitsarana tsy nifanaraka amin’izay nandrasany.., ny fampitahorana…, nefa ny manahirana ny Vahoaka tsy nahazo fanafana tao anatin’ny telo taona ary ny fangatahan ‘ireo antokon’olona ( mpianatra , mpianatra , mpitsabo ,mpitsara..)ny fanavaozana ny karaman’izy ireo dia tsy nahazo valiny fa arirarira fotsiny..
    Izany fihetsiky ny lakan-jila izany no mahakinga ny mpitantitra , mpitantatra , ny mpandinika mpisolelaka., fa tsy mahatsikaritra , tsy mahatsapa ny fisononoka mangina dia mangina ny sambobe mizotra manaraka ny fisainana sy ny paolitika ankapobean’ny mouvance RAVALOMANANA MARC ,izay ijoroan ‘ ny Filoha RAVALOMANANA MARC hatrany am-boalohany ( izay nanome ny fanahin’ny fifidianana tamin’ny 16 décembre 2001..).
    Koa ireo mihambo ankehitriny fa tsy mahavita azy intsony ny ankolafy RAVALMANANA MARC dia mpandainga satria modiany tsy ita ary angamba aza tsy maharaka ny vokatry ny tolona nataon’ny ankolafy RAVALOMANANA MARC izy ireny fa mijilajila fotsiny..
    Ny ankolafy RAVALOMANANA MARC tsy mirehareha , satria ny Vhoaka eran’ny Nosy no niasa sy nitolona ka nampilefitra ny mpanongam-panjakana izay very mpiantoka sy mpanohana azy nanomboka ny 15 mai 2012..
    Niova mpitondra ny Frantsay ary hiova sata sy hanova famindra koa aty Afrika , izay misy Firenena hafaka sy manana ny fiandrianany ,saingy ao amin’ireny Firenena ireny dia misy olona tera-tany nanaiky ifandrimbona amin’ny mpanjanaka ka
    nampitondra faisana ny Vahoaka – toa ny eto Madagasikara – ary nanoma tanana ireo mpanjanaka nandrmba ny haren’ny Firenena..!

    Tsy wawa izany , araka ny fitenin’ireo mialona ny bainga voavadiky ny Malagasy atramin’ny taona 2002 ka atramin’ny 17 mars , na mihaotra izany aza satria ny ambi-bava navelan’ny Fitondranan’ny Filoha RAVALOMANANA MARC sy ny Malagasy dia nanampy be ny mpanongam-panjakana atramin’ny faran’ny taona 2011 ( fiantohana ny fampandehana asa sy ny adidin’ny Fanjakana ohatra – bugjet de fonctionnement-!).

  17. La lutte que mènent les vrais pro-RAVALOMANANA MARC ( ceux qui ont été déjà derrière lui avant le coup d’état ) n’a rien à voir avec prétendus tenants les raisons , les petits calculs ,les petits jeux et les fika des petits mpitaty ra -kena , des opportunistes ,qui sont à l’affût d’occasions pour pouvoir infiltrer et s’approprier la mouvance RAVALOMANANA MARC et qui decouvrent bien tardivement ,comme par hasard , la justesse de lutte menée par les vrais pro-RAVALOMANANA MARC..

    Alors ,maintenant que les vrais pro-RAVALOMANANA MARC , par leur combativité énergique mais tranquille , leur volonté , leur persévérance , leur sagacité , leur cohésion , leur cohérence et leur maîtrise de la force dont ils disposent pour éviter de tomber dans les diverses provocations..
    Voilà deux ans que ces » mpitaty ra-kena » , ces opportunistes de tous bords ,ces  » besandry sy be mpkon-doha » ont tenté et tentent toujours de dénigrer les dirigeants de la mouvance RAVALOMANANA MARC :Mr RAKOTO NIRINA FETISON a préféré démissionné après l’emprisonnement arbitraire dont il a été avec ZAFILAHY les victimes..: il a été accusé de trahison par des gens qui n’ont ni l’audace ni l’honnêteté s’identifier et qui n’ont jamais dit en quoi il a trahi qui quoi !
    Et actuellement ce jeu de fléchêtes se met à vise Mr RAKOTOARIVELO MAMY et d’autres dirigeants..
    QUEL EST L’OBJECTIF DE CES ATTAQUES DES OPPORTUNISTES ?
    Ces gens pensent et croient que la mouvance RAVALOMANANA MARC ne sert plus à rien..!

    Cette réfléxion dénigrante sous – estime la mouvance RAVALOMANANA MARC ,car ne tient pas compte de l’issue positive du combat contre les putchistes, actuellement en perdition car ils ont perdu leur soutien principal ,c’est-à-dire leur commanditaire attitré.Alors les putchistes vivent d’ingrédients( (arrestations arbitraires .. reprises des procès qui ne leur ont pas été favorables la fois précédentelieu , intimidations par des éléments payés des forces armées qui sont visiblement en voie de regression..).
    Ce recul inéxorable des putchistes est la conséquence de la lutte des pro-RAVALOMANANA MARC
    -au MAGRO et à BEL’AIR et d’autres VILLES telles ANTSIRABE ,MORAMANGA , TOAMASINA..
    -ses tracatations , des négociations effectuées inlassablement par le Président RAVALOMANANA MARC sur le plan diplomatique
    …Oui ,bientôt ,la première phase de lutte des pro-RAVALOMANANA MARC contre les putchistes va être couronnée de succès car les bases de la transition consensuelle et inclusive vont être mises en place-et cette nouvelle transition attendue va clarifier la situation surtout avec l’application rigoureuse et obligatoire de tous les articles de la feuille de route..avec l’aide de la SADC , des Nations-Unies , des USA , de l’Union Européenne..!
    …La deuxième phase de notre qui découle automatiquement des résultats de la première phase et se concrétise par
    – le retour de la sécurité et de l’ordre publics
    – le retour du Président RAVALOMANANA MARC et de SA FAMILLE au Pays
    – la reprise desaides financières et techniques pour le développement et l’amélioration des conditions de vie des Malgaches..
    … La troisième phase peut être envisagée : la préparation et la tenue de élections..!
    Il est normal même si c’est malhonnête que des associations naissent soudainement ici et là et se disent pro-RAVALOMANANA MARC ,car la fin de la lutte est proche et chacun veut en être le » vy nahitana « , l’inspirateur , le combattant actif et irréprochable.., même s’il n’avait pas du tout participé de près ou de loin à cette lutte..!
    Alors pour démontrer que ces » usurpateurs de lutte » sont des vrais membres et des vrais combattants de la mouvance RAVALMANANA ,ils accusent les dirigeants de traitres , de poltrons ,de mous , menteurs..

  18. Ralaimongo
    Vao navoakan’i Njara izao io , efa afaka jerenao ao @’ilay  » ankolafy …tsy mamadika ny tolona »
    Mazotoa ary!

  19. Mankasitraka ny zanakdada e!
    i Charles nanefa trosa dia ny mbola ety an-tany satria efa nibebaka izy,
    tandremonao fa hisy vidiny io fikarakarany an’i charles io atsy ho atsy koa samia daholo mitahiry ireny
    AMPAMOAKAn’I Charles ireny , ireo tsy manao zavatra maimaim-poana izany mihintsy fa tsarovy izay
    toy ilay sisa-paty t@ 47 ilay nomena vary sy menaka dia avy eo ny volany no notapahana ilay vola kely
    tsy ampy 500ar akory, ilay tany MORAMANGA.Olona tsy matahotra izay hatahorana raha izay FOZA.

  20. Maimbo be angaha ny ao am Magro no dia manampin’orona ireto olona voafitaky ny Dadany ireto.

  21. Mitohy ny lainga. sy ny filalaovana vahoaka. Iza no milaza fa raha tsy manaraka ny CST sy ny CT dia tsy mitady ny fiverenan’i Dada. Izao vao mitranga ny tena mpano politika gasy na foza na ao @ mAGRO dia samy manondrana avokoa. Inona izao ny antony tsy hiarahana @ mpanohitra an’i Rajoelina. ilaina anie izany e. Ireo mpitarika toa an-dry Zafilahy, Guy Maxime,sy Manoela ireo dia tsy ahazo intsony ny tokin
    ny Malagasy , Izy ireo no namita-bahoaka t@ Sabotsy 12 mai lasa teo. Izao indray miteny fa izy no tena mpanohitra fa ny hafa sadasada. Feno loatra ny lainga ka ahirato ny masontsika. Efa niteny i Dada hoe miala ao anaty rafitra mbola ao foana…inona no antony ?

    Miaraka eny Ambohijatovo daholo rahampitso, ny zanak’i Dada sy ny Kung Fu. tsy ny olona no tohanana fa ny hevitra.

  22. Aleoko tsy miteny aloha raha tsy hitako tsara ny marina.
    Misy marina ny voalaza eto fa ilay anarana no mampisalasala ahy
    indrindra ny fanosoram-potaka an’i Zafilahy sy Manoela( i Guy mbola tsy tena haiko tsara?) tsy azoko
    kosa LEFERINA. Misy zavatra loso tsikaritra ao matoa ny zanak’i dada mandray FEPETRA ary mazava ho azy
    fa baiko avy any @ dada no harahina koa , aleo aloha hanadiady vao manome tsiny sa??????amiko aloha e!
    Na izaho koa aza mba mametra-panontaniana ny antony fisaratsarahana raha tanjona iray no ho tratrarina dia
    ny hialan’i domelina????tsy ireo ihany fa ireto mpitondra fivavahana ihany koa fa mety ho misy raha ao dônk???

  23. BJR!

    ZA MANGATAKA, AVERENO I AINA MATITA, FA BANDY KELY SAHY INY, SADY TSY MIVADIKA AMIN’I DADA IZANY,FANTATRAY TSARA NY MENTELITE AN ‘INY , FA TSY AVELAN’ITY DEPUTE HENRI TY MAKANY BEL AIR FA LAZAINY FA MPAMADIKA SADY HATAHORANY SATRIA EFA LASA ANTOKO POLITIKA NGE NY MATITA E!SAINGY MBOLA TSY MANAO LANCEMENT LERY FA ALEONY MITOLONA MIARAKA AMIN’NY FREE FM , NEFA IZA ZAO NO MIARA MISAIKA AMIN’FAT FA TSY IREO DEPUTE TIM REO? SAINGY TARAIKY NY TIM FA HIPOITRA TSY HO ELA LERY SADY TONGA D METY AMBOHITSIROHOTRA MITSY A! RETSY TIM RETSY MANTSY EFA VOKY D MIDODO, SADY BE FIALONANA AN’ I AINA KELY KOA HOE BOAY KELY OHATRAN’INY DIA MITARIKA ANTOKO POLITIKA SAHADY ,NY AHY FIJERY MAHITSY FA TSY HOE MOMBA BE FATANY ZA A! MILAY LERY RY DADA….AZA ARIANA RENY FA EKIPA

  24. merci ho an’ilay olona teo alohako fa tena mila an’i aina kely marina tsika fa ireto voalazako manarak ireo tena tsy misy ilana azy na kely aza, mamitaka ny filoha Ravalomanana Marc fotsiny fa tsy mahavita n inon inona fa vao tratry ny lacrymogene indray mandeha de mifitsaka ohatran ny totozy
    fa iza moa izany guy maxime zany? moa ve mpitari tolona sa taty aoriana? taiza moa izany mamy rakotoarivelo bebecadom zany? efa mba nidina sur terrain ve? sa efa taty aroriana be? iza koa moa ty manoela ndaty be ty? sady mahay mihatsara velatsihy be nefa mba inona no tolona tena vitan’iny teo? milaza fa nisy nanome 3 milliard hono lery tany tsiafahy fa tsy noraisiny, de gaga elah ! ary henry mba iza moa iny olona pessimiste mpijapy train iny? be iny? ary i fanja matim-bola? ary jules droopy sipan’i sandra ct? ary mahefa pdt fokotany be solomaso lasa ct nefa tsy mazaka na olona 3 aza? i horace olona tsy dynamique? i zafilahy matim-body? tena aoka izay fa raha ho tanisaina dia mahamenatra, zava misy koa ange no tantaraiko e!fa raha ny filoha Ravalomanana kosa aloha no nanome ny lisitry ny CT sy ny CST dia tena omeko tsiny mihitsy satria , sipasipa sy akamakama daholo no tao fa tsy hita taratra izay tena mpitolona e!sady olona tena tsy credible daholo nge reo e! aleoko ndray ary tonga dia mieritreritra an ilay mpamadika teo aloa tonga dia nanao akanjo orange toy izay ireto mpihatsara velatsihy reto, tsika ange Pdt tsy lany olomanga e!

  25. SALAMA JIABY E!
    ny tenako koa somary mitovy hevitra aminareo rehetra teo ireo, fantatro tsara iny bandy kely mpikabary iny fa tena bany akama reny a! ny tena tsy mandam anie dia ireto tim reto e! za tim taloha fa saingy niala za satria mifamingampingana anatiny fotsiny koa,za aloa mahatsapa ny tena tsy mety ataon’ireo tim reo mitsy e! i ben mihitsy no tokony ho tonga saina fa ry lerony nge efa lasa foza mitsy raha ny fijeriko azy e! tokony atao mahoraka ao amin’ny magro koa ange hoe avereno i aina e! lol isika dada ihany fa i aina koa frere an tsika ka ! za maka an lery za aloa e, zanak i dada 100 pourcent reny

  26. Bonjour dolo e!
    samy manana ny tolony io e! nareo mamerina an’i dada, zahay kosa miady ho an’ny falalahana ,koa ndao raha sahy ary e! somary angalatra fitenenana kely za momba ny tim,za aloa mahita fa tsy izy intsony ry mamy rakotoarivelo e! ary tsy te hifangaro aminay satria manao kajy politika miaraka amin’ny andry rajoelina, izahay tompoko dia sady tsy pro ra joelina no pro ravalomanana, ka raha samy handrodana ihany , tsy aleo ve miaraka e? nefa nareo te ho vedety nefa tsy mahasaky dia lo eo nareo ao amin’ny magro , veloma e!

  27. ahoana!

    c est simple io e! antsoy i aina matita dia ndao tairin’tsika ny revy e, zahay koa iaraka am free fm satria any no misy action koa

  28. salama! na dia tsy dia mahazo loatra an ilay resaka ary za dia tena efa hita fa leo mpanao politika ny vahoaka malagasy,raha maharay ity hafatra ity ilay aina matita dia mba hiangaviako mba hiantso ity numero ity 0337630617, misaotra e!

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *