Manoro Regis, lasa mpanompon-dRajoelina

Manoro Regis vs Sempama

Mandrangaranga fanapahan-karama ho an’ireo mpampianatra mpitokona, fanapahana fifanaraham-piara-miasa hoan’ny mpampianatra an-tselika,  ingahy Manoro Regis.Iza no hahery ? io fanontananiana manitikitika ny mpanara-baovao manomboka anio.

Araka ny fanambaran’ireo mpitokona ao amin’ny sendikan’ny mpampianatra  (SEMPAMA)dia tsy hihemotra velively izy ireo.Maninona tsy notapahana ny karaman’ny SECES ? SMM? Police? sy ireo marobe nitokona fa ny anay mpampianatra ihany no ampitahorina amin’izany? Misy aza hoy izy ireo, tao anatin’ny 48 ora monja, toy ny an’ny CAPSAT, izay tsy manana zo velively hitokona, no nahazo valiny avy hatrany.Fanaovana tsinotsinona ny mpanabe no heverin’izy ireo ho dikan’izany.

Mikoropaka mafy ingahy minisitra taorian’ny fanambaran-dRajoelina fa rehefa tsy mahavaha olona ny minisitra tompon’andraikitra dia handray fepetra hentitra Rajoelina.Araka izany mikoropaka mafy ingahy mpanompo lahy manaporitra ny « mpampianatra mpanabe » ireto.Tantara mitohy…

 

12 pensées sur “Manoro Regis, lasa mpanompon-dRajoelina”

  1. Tena mba gaga an’io Rangahy io aho.
    Tanankavanan’i Zafy nefa izao fanohanana ny FAT izao no atao.

  2. May ihany izany hoe tsy maintsy misolelaka ny v..din’i Andry RADOMELINA, na dia feno diky aza! Ka io ilay ahatahorana ny seza kou!
    Adalana ny an’ireo mpampianatra ao amin’ny SEMPAMA raha miverina miasa eo, satria HAKANOSNA izany amiko!.. Manàna ambo-po rizareo a! Efa tsy raharahan’i Andry RADOMELINA ve ianareo nadritry ny telo taona dia io fa hiforitra eo?…Mahaiza miray hina fa io MANORO VILANA io no hiala eo!

  3. Solo Razafy IHANY no mpaka sarinay eeeeee !!!
    http://mydago.com/wp-content/uploads/2012/05/sempama-5.jpg

    Aoka hihetsika amin’izay fa lavo ny sarcophage e!
    – Antsika ny fanantenana ny hahita an’i Domelina HIDABOKA !

    TGV ! DEGAGE !!!

    Mitsangàna ary miovà ry Miaramila a !

    Il n’y a que les IMBECILES qui ne changent pas !!!
    Alaivo tahaka I Lalatiana Rakotondrazafy, manana heri-po sy fahasahiana hilaza ny marina .

    Esory tany ireo Mpangery an-joro niaraka atmin’i Sarko ireo e !
    Esory ny miaramila vozongo.
    Malaky ianareo ry Miaramila namana a ! 😉

  4. Efa hatrany amboalohany Zafy no niteny fa tsy manana olona amin’io gouvernement io, fa izay olony taloha niditra tao dia nandeha @ anaran’ny tenany manokana, izany hoe @ tombotsoany manokana ihany koa, ka tsy mahagaga izao fihetsika izao!
    Amin’ny ankapobeny,raha dinihina @ fo sy saina tsy miangatra dia tsy @zao teteza-mita izao no hahavaha ny olana rehetra misy eto @ firenena, na iza na iza apetraka eo, saingy nanao tsy fanao hatrany amboalohany Rajoelina ka dia izao ifoteran’ny fanapahan-kevitra diso nataony izao. Mahita vola foana rehefa miaramila na polisy na zandary no mitaky, fa lali-paosy rehefa ny mpampianatra antoky ny fanabeazana!
    Mila hamafisina ny hetsika hahatongavana @ fandresena farany, fa efa lavo iny ny ANDRY boboka nianteheran-dRajoelina!!!!

  5. Mazava be ny tenin’ity minisitra ity. Ho azonareo @ mois de juin ny indemnités nareo, fa miverena miasa, faza atao takalon’aina ny ankizy. Ho hita eo moa, zay ho fivoaran’ny toe-draharaha, fa tsy misy zavatra tsy vitan’ny fifampidinihana, ary nahomby hatrany izany hatreto. Tsy de atao mahagaga koa moa, fa ny Zanakosy, de manararaotra foana hampivadika ny fitakiana ataon’ny mpiasam-panjakana, ho politika hampiverina ny rainy, de mody mitsefatsefaka eny anelanelan’ireny mpitokona ireny, mitaky ara-drariny zay mba tombontsoany, fa tsy hoe hampiverina an-dRainy, de naninona moa Raosy be vola be iny, no tsy nampiakatra ny karaman’ny mpampianatra? naninona no amin’izao tsy fisian’ny vola izao, no mbola mahavita mampiakatra 300%, mitaha ny indemnités n’ ireo mpampianatra mpikaroka tamin’ny andron-dRaosy ny fitondrana tetezamita?
    De aza mandrevirevy re ry Zanakosy rehetra, ka hitady zavatra hipoaka hampisy trouble eo, fa tsy misy mafy tsy natrehan’i Zandrinay, fa mivaha foana io e!
    Ary toa tsy raharahian’olona mihitsy hono ty fitakiana e? ny SADEC tsy mamaly, Ramamy mihinana tsy fidiny garanadrela mangidy. Toa tsy sahy mametra-pialana, fa misabaka, tsy manan-kambo, ny seza tsy foy, ny fitakiana atao tsisy vokany. Ahiako koa aza, hihantona eo ny karaman’ireo, ka tsy te hiasa tsinona koa!
    Be ny ho diso fanantenana eo @ Hollande, fa tsy sanatria akory izy, hanome basy an-dRaosy, hiverina any Mada hitifirana ny Frantsay mpandraharaha sy monina any Mada, ary ny anay woa taty, efa mandry ny resaka, fa aza mandrevirevy ry sagnagna fa mba manaraha lojikan-javatra a! nareo ry Njara tena venansa be mihitsy!
    De tsy mbola mampieritreritra an’ireto sagnagna ireto ihany, na de ny UE aza ity, mihazakazaka hamaha ny famatsiam-bola an’i Mada indray. Mba iza no nanao fanambarana ofisialy ireo masoivoho vahiny mipetraka any Mada ny momba an’iny 28 Avr iny? satria fantatr’izy ireo, fa Ramamy lehibena andrim-panjakana indray no manome ohatra ratsy @ institution soloany tena, sy @ vahoaka, de ataon’ny olona fihomehezana fotsiny. Io le fanaon-drainy e! za no mibaiko ny miaramila fa tsisy afaka mikitikitika ahy! toa mitovitoy @ le woe: « BAIKO NO OMEKO… » HI!HI!HI MAPME BE!
    Ny tokony ataonareo, de miomana @ fifdianana raha hiatrika fitsaram-bahoaka, fa aina very maina ny anareo, satria Zandry tsy ho laitranareo na oviana na oviana, ary ny CI sy ny vahoaka mahita ny hagegenareo, ka nareo ireo mihitsy no mikiry hampitarazoka ny fivahan’ny krizy, hampahantra hatrany ny vahoaka, kanefa tsy ho avy na oviana na oviana any @ tanjonareo nareo! de mazotoa indray mihinan-kininina ry sagnagna isany ô!

  6. Mazava be ny tenin’ity minisitra ity. Ho azonareo @ mois de juin ny indemnités nareo, fa miverena miasa, faza atao takalon’aina ny ankizy. Ho hita eo moa, zay ho fivoaran’ny toe-draharaha, fa tsy misy zavatra tsy vitan’ny fifampidinihana, ary nahomby hatrany izany hatreto. Tsy de atao mahagaga koa moa, fa ny Zanakosy, de manararaotra foana hampivadika ny fitakiana ataon’ny mpiasam-panjakana, ho politika hampiverina ny rainy, de mody mitsefatsefaka eny anelanelan’ireny mpitokona ireny, mitaky ara-drariny zay mba tombontsoany, fa tsy hoe hampiverina an-dRainy, de naninona moa Raosy be vola be iny, no tsy nampiakatra ny karaman’ny mpampianatra? naninona no amin’izao tsy fisian’ny vola izao, no mbola mahavita mampiakatra 300%, mitaha ny indemnités n’ ireo mpampianatra mpikaroka tamin’ny andron-dRaosy ny fitondrana tetezamita?
    De aza mandrevirevy re ry Zanakosy rehetra, ka hitady zavatra hipoaka hampisy trouble eo, fa tsy misy mafy tsy natrehan’i Zandrinay, fa mivaha foana io e!
    Ary toa tsy raharahian’olona mihitsy hono ty fitakiana e? ny SADEC tsy mamaly, Ramamy mihinana tsy fidiny garanadrela mangidy. Toa tsy sahy mametra-pialana, fa misabaka, tsy manan-kambo, ny seza tsy foy, ny fitakiana atao tsisy vokany. Ahiako koa aza, hihantona eo ny karaman’ireo, ka tsy te hiasa tsinona koa!
    Be ny ho diso fanantenana eo @ Hollande, fa tsy sanatria akory izy, hanome basy an-dRaosy, hiverina any Mada hitifirana ny Frantsay mpandraharaha sy monina any Mada, ary ny anay woa taty, efa mandry ny resaka, fa aza mandrevirevy ry sagnagna fa mba manaraha lojikan-javatra a! nareo ry Njara tena venansa be mihitsy!
    De tsy mbola mampieritreritra an’ireto sagnagna ireto ihany, na de ny UE aza ity, mihazakazaka hamaha ny famatsiam-bola an’i Mada indray. Mba iza no nanao fanambarana ofisialy ireo masoivoho vahiny mipetraka any Mada ny momba an’iny 28 Avr iny? satria fantatr’izy ireo, fa Ramamy lehibena andrim-panjakana indray no manome ohatra ratsy @ institution soloany tena, sy @ vahoaka, de ataon’ny olona fihomehezana fotsiny. Io le fanaon-drainy e! za no mibaiko ny miaramila fa tsisy afaka mikitikitika ahy! toa mitovitoy @ le woe: « BAIKO NO OMEKO… » HI!HI!HI MAPME BE!
    Ny tokony ataonareo, de miomana @ fifdianana raha hiatrika fitsaram-bahoaka, fa aina very maina ny anareo, satria Zandry tsy ho laitranareo na oviana na oviana, ary ny CI sy ny vahoaka mahita ny hagegenareo, ka nareo ireo mihitsy no mikiry hampitarazoka ny fivahan’ny krizy, hampahantra hatrany ny vahoaka, kanefa tsy ho avy na oviana na oviana any @ tanjonareo nareo! de mazotoa indray mihinan-kininina ry sagnagna isany ô!

  7. Mazava be ny tenin’ity minisitra ity. Ho azonareo @ mois de juin ny indemnités nareo, fa miverena miasa, faza atao takalon’aina ny ankizy. Ho hita eo moa, zay ho fivoaran’ny toe-draharaha, fa tsy misy zavatra tsy vitan’ny fifampidinihana, ary nahomby hatrany izany hatreto. Tsy de atao mahagaga koa moa, fa ny Zanakosy, de manararaotra foana hampivadika ny fitakiana ataon’ny mpiasam-panjakana, ho politika hampiverina ny rainy, de mody mitsefatsefaka eny anelanelan’ireny mpitokona ireny, mitaky ara-drariny zay mba tombontsoany, fa tsy hoe hampiverina an-dRainy, de naninona moa Raosy be vola be iny, no tsy nampiakatra ny karaman’ny mpampianatra? naninona no amin’izao tsy fisian’ny vola izao, no mbola mahavita mampiakatra 300%, mitaha ny indemnités n’ ireo mpampianatra mpikaroka tamin’ny andron-dRaosy ny fitondrana tetezamita?
    De aza mandrevirevy re ry Zanakosy rehetra, ka hitady zavatra hipoaka hampisy trouble eo, fa tsy misy mafy tsy natrehan’i Zandrinay, fa mivaha foana io e!
    Ary toa tsy raharahian’olona mihitsy hono ty fitakiana e? ny SADEC tsy mamaly, Ramamy mihinana tsy fidiny garanadrela mangidy. Toa tsy sahy mametra-pialana, fa misabaka, tsy manan-kambo, ny seza tsy foy, ny fitakiana atao tsisy vokany. Ahiako koa aza, hihantona eo ny karaman’ireo, ka tsy te hiasa tsinona koa!
    Be ny ho diso fanantenana eo @ Hollande, fa tsy sanatria akory izy, hanome basy an-dRaosy, hiverina any Mada hitifirana ny Frantsay mpandraharaha sy monina any Mada, ary ny anay woa taty, efa mandry ny resaka, fa aza mandrevirevy ry sagnagna fa mba manaraha lojikan-javatra a! nareo ry Njara tena venansa be mihitsy!
    De tsy mbola mampieritreritra an’ireto sagnagna ireto ihany, na de ny UE aza ity, mihazakazaka hamaha ny famatsiam-bola an’i Mada indray. Mba iza no nanao fanambarana ofisialy ireo masoivoho vahiny mipetraka any Mada ny momba an’iny 28 Avr iny? satria fantatr’izy ireo, fa Ramamy lehibena andrim-panjakana indray no manome ohatra ratsy @ institution soloany tena, sy @ vahoaka, de ataon’ny olona fihomehezana fotsiny. Io le fanaon-drainy e! za no mibaiko ny miaramila fa tsisy afaka mikitikitika ahy! toa mitovitoy @ le woe: « BAIKO NO OMEKO… » HI!HI!HI MAPME BE!
    Ny tokony ataonareo, de miomana @ fifdianana raha hiatrika fitsaram-bahoaka, fa aina very maina ny anareo, satria Zandry tsy ho laitranareo na oviana na oviana, ary ny CI sy ny vahoaka mahita ny hagegenareo, ka nareo ireo mihitsy no mikiry hampitarazoka ny fivahan’ny krizy, hampahantra hatrany ny vahoaka, kanefa tsy ho avy na oviana na oviana any @ tanjonareo nareo! de mazotoa indray mihinan-kininina ry sagnagna isany ô!

  8. Midera anao aho ry Lalatiana Rakotondrazafy :

    BIENVENUE MIARAKA AMINAY ALOHA E !
    Il n’y a que les idiots et les IMBECILES qui ne changent pas !

    Manohana sy mankalaza hatrany ny ezaka ataonareo izahay satria, ianareo no porofo mivaingana amin’ny Maha-Domelina ny Domelina !
    An-koatra izay moa dia :

    Aoka hihetsika amin’izay fa lavo ny sarcophage e!
    – Antsika ny fanantenana ny hahita an’i Domelina HIDABOKA !

    TGV ! DEGAGE !!!

    Mitsangàna ary miovà ry Miaramila a !

    Il n’y a que les IMBECILES QUI NE CHANGENT PAS !!!
    Alaivo tahaka I Lalatiana Rakotondrazafy, manana heri-po sy fahasahiana hilaza ny marina .

    Esory tany ireo Mpangery an-joro niaraka tamin’i Sarko ireo e !

    Esory ny miaramila vozongo.
    Malaky ianareo ry Miaramila namana a ! 😉 Tsy misy valeur-ny ianareo raha mbola eo I Betandra ! 🙂

  9. Ilay toe-tainao mihitsy Rabe rafa bogor no tsy ao. N any fomb afanehoana ohevitra dia tsy haiko na zana’inona ianao io. Heverinao fa tsy fantatray ve ny hevitra tapaka tao. Adala dahoo izany ireny Mpampianatra sy mpiantra mi-grevy ireo. heverinao fa hi-grevy ireo raha marina tanteraka io voalazanao io. Nisy tohiny io tebnin’i Manoro Régis io. Ary io no mahatezitra ny olona.
    Dia matokia tena eo ihany ianreo zana-poza ireto.

  10. Aza mety ho rebirebena hoe @ juin izany! vacance ny mpianatra aminio de tsy misy miraraha avy eo na higirevy foana ! TAKIO TAKIO ny zo nareo! fa na ny Ray amandreny koa dia tokony hitaky ny tsy tokony handraisana anjara @ fandoavana ny karamany Fram izany fa andraikitry ny fanjakana daholo izany satri isika dia mandoa hetra!
    Tokony hatambatra ny hery na ny Mpampianatra, Rayamandreny,Mpianatra mba samy mitaki ny zony/
    Mpampianatra: Mitaky ny itsijovana ny karamany
    Fram: Mitaky ny handraisana azy ireo ho mpiasa raikitra
    Ray amandReny: Mitaky ny tokona handraisany fanjakana antanana ny vola fa tsy tokony hisy ny fandraisana anjaran’ny Ray amandreny fa mahantra ny vahoaka
    Mpianatra : Mitaky ny mba hianatra ampitoniana tsy misy raorao ary mba mpampianatra ampy sakafo sy mihaja noeo anoloana sy manabe azy.

  11. Za aloha de manohana ny SEMPAMA e ! Satria zon’izy ireo ny hitaky ny tombotsoany ,ary ts tokony menacéna ho tapahan-karama zègny ireo mbola mitolona .maninona ny ireo nigrevy taloha nitaky ny zony ireny no ts notapahan-karama .rhf ts mahavaha olana ianareo ao @FAT ao mialà d avereno dadanay f iz mahavaha olana ts manavakvka tahaka ny ataonareo io.

  12. Menalamba,
    Mahita vola foana marina i domelina rehefa miaramila na pôlisy no mitaky ! Indrisy !

    Ankamatatra ! Inona aza izany rankizy ? Lavalava ilay izy, dia tsy maranitra fa boribory ny lohany ?
    Omeko sopapa ianareo : Mitovy amin’ny balan’ny miaramila ny endriny fa izy lehibe ary mazàna, mitondra soa sy …… fahafinaretana !!!!

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *