Mitohy ny tolon’ny SEMPAMA

Grevy mpianatra sy Sepama, 08 mai 12 (3)

Tsy neken’ireo mpampianatra mivondrona ao amin’ny Sempama ny vola 5Milliards nomen-dRajoelina azy ireo. Tamin’ny alalan’ny tsangan-tanana no nandavan’ireo mpampianatra nanao fitakiana tetsy amin’ny kianjan’ny 90 ariary. Tafiditra tao anatiin’ny faritry ny Ministeran’ny fanambeazam-pirenena izy ireo androany, na ilay antsoin’izy ireo hoe kianjan’ny 90ariary. Araka ny tatitra nataon’ny filohan’ny Sempama tamin’ireo mpampianatra dia nihaona tamin’Ingahy Rajoelina ny solontenan’izy ireo omaly ary mbola nitohy androany izany, ka tamin’izany no naomezana io vola io. Mahatratra 25 Milliards izany ny vola ho an’ireo mpampianatra kanefa mbola hozaraina amin’ireo mpampianatra any amin’ny lisea tekinika.  Amin’ny ankapobeny dia saika neken’ny mpitondra avokoa ireo fitakiana nataon’ireto mpampianatra ireto saingy ny nahavariana ny maro dia ny filazan’ingahy Rajoelina fa tsy avy any aminy ny baiko izay nomen’ny ministry ny fanambeazana, izay milaza fa hotapahana ny karaman’ireo tsy tonga miasa. Efa fomba mahazatra azy moa io tsy te ho ratsy io ka manilika hatrany ny andraikitra amin’ny hafa. Etsy andanin’izay dia nanohy ny fitakiany ihany koa ireo mpianatra eny amin’ny lisea eto an-drenivohitra androany. Rehefa avy nitety ny faritra maro, toy ny teny amin’ny araben’ny fahaleovantena, Mahamasina izy ireo dia nitokona teo anoloan’ny vavahadin’ny ministeran’ny fanambeazana. Tsy navelan’ireo mpampianatra ao amin’ny Sempama niditra izy ireo ka dia teo ivelany no nisiotsioka sy nihorakoraka, niantsoantso ny fitakiany. Tsy nijanona ela teo anefa ireto mpianatra ireto fa  nihazo indray teny Ambohijatovo, ary saika ho eny Betongolo. Tsy tontosa anefa izany fa dia rava teo ny hetsika. Tsy nisy nianatra avokoa ireo mpianatra tany amin’ny lisea tamin’ity androany ity. Marihina fa feno herim-pamoretana teny Anosy sy ny manodidina, nandrangaranga ireo fitaovam-piadiana mahery vaika, kanefa dia nilamina ny hetsika teny an-toerana.

 

20 pensées sur “Mitohy ny tolon’ny SEMPAMA”

  1. Il n’y a que ceux ne lisent pas qui ont tort ! 🙂

    Rolly mercia – Jemisa kotomaharo – Lalatiana Rakotondrazafy – à qui le tour ???
    Mamimbahoaka tokoa i Domelina izany ka!!!! Sa ahoana ry Raintay a ???
    Aza mitsaoka ry zanak’i Sagnagna a ! MDRRRR


    « Si jamais l’ancien président revient, je pense qu’il aura compris la leçon »

    http://www.gala.fr/var/gal/storage/images/media/images/actu/photos_on_ne_parle_que_de_ca/francois_hollande2/1461340-1-fre-FR/francois_hollande_reference.jpg

    Lettre d’un citoyen à François Hollande le 4 mai dernier.

    Bonjour François Hollande,

    Nous sommes à 2 jours des élections qui, j’espère, vous offriront un mandat de 5 ans pour diriger notre pays.

    J’aimerais vous passer un petit mot seulement au sujet de Madagascar, bien que cela puisse s’appliquer à plusieurs pays d’Afrique. Mais je ne connais bien que l’histoire de Madagascar puisque j’y ai passé du temps ces dernières années car je voulais m’y établir : je me suis d’ailleurs marié avec une malgache et j’ai une jolie petite fille métisse.

    Madagascar est un pays plein d’avenir si on voulait bien l’aider à se développer et non pas le réprimer comme s’est évertué à le faire Nicolas Sarkozy de manière cachée pendant son règne.

    Il est évident que Nicolas Sarkozy ne cherchent qu’à protéger les intérêts des plus grosses familles dirigeant la planète en relation avec la France et l’Europe. On a bien vu comment il s’est débrouillé pour sauver les banques au détriment des Etats. Non seulement il a mis l’état français dans une merde infâme mais il a entraîné les différents pays d’Europe avec nous : tout ça pour sauver le capitalisme d’outrance. Je suis tout à fait d’accord que quelqu’un puisse gagner énormément d’argent en fonction du travail qu’il fait car c’est une motivation qui pousse à créer… mais s’enrichir de manière cachée et en utilisant la force, je ne suis pas d’accord.

    Vous connaissez certainement ce qui se passe à Madagascar depuis 2009. La France (Françafrique) s’est permise d’aider des putschistes à prendre le pouvoir du pays afin que la France garde son monopole sur ce pays. Il est vrai que le président de la république de Madagascar déchu, Marc Ravalomanana, n’était pas pour favoriser la France et qu’il ouvrait la porte à la libre concurence. Ceci n’a pas plu au petit roi Nicolas qui voyait là une sécession de Madagascar par rapport à la France : il a donc utilisé la force et il continue à l’utiliser pour empêcher le retour à l’ordre constitutionnel et également le retour du président déchu qui est réclamé par une très grande majorité des malgaches. En faisant cela, les malgaches se meurent peu à peu, les conditions de vie sont désastreuses, l’insécurité est permanente, non seulement pour les Français et étrangers sur place mais même pour les gens de base du peuple qui se font agresser par des voyous, des bandits à tout bout de champ. On a parlé récemment de 2 Français assassinés dans le sud de l’île mais en fait des Français tués, cela devient monnaie courante dans le pays.

    Le petit dj, actuellement président de la transition et putschiste, dirige le pays de manière totalitaire sous les conseils de l’Elysée, je suppose. Il a acheté l’armée afin de tout scléroser. La presse est muselée et opprimée, etc…

    Si vous voulez être un Vrai Président, un président humain, je suppose que ce terme ne s’applique pas uniquement à notre pays mais aussi à ces pays frères, anciennes colonies, avec qui nous avons des rapports serrés.

    Comment la France peut-elle s’exprimer avec des cris d’orfraies au sujet de la Syrie et d’un autre côté se permettre de mettre des putschistes à la tête d’un état démocratique qui se débrouillait très bien pour avoir une croissance très correcte ces dernières années avec une qualité de vie qui s’améliorait comme jamais cela n’avait été le cas dans ce pays.

    Depuis 2009, Madagascar est revenu à un niveau Pire qu’il n’a jamais été. C’est lamentable. Le gouvernement en place fait croire que tout va bien alors que les gens et les institutions se meurent.

    Je vous demande de nous aider à faire en sorte que ce pays (Madagascar) retrouve les qualités qui étaient les siennes avant ce coup d’état de 2009 et à se développer. Si jamais l’ancien président revient, ce qui est le souhait de la majorité du pays, je pense qu’il aura compris la leçon car bien-sûr il a profité de son poste et s’est permis des fantaisies mais il faut remarquer que jamais Madagascar n’avait atteint ce niveau de qualité que seulement du temps de Marc Ravalomanana.

    En ce qui me concerne, je sais qu’il m’est impossible de retourner et séjourner dans ce pays pour cause de trop grande insécurité mais j’aimerais faire quelque chose pour ce pays et j’espère vous avoir touché par mon message.

    J’espère avoir de vos nouvelles dans les semaines qui suivront votre élection.

    Merci de m’avoir lu.

  2. Ty sy day ihany fa tandremo o , jiolahy anie ireo e , tsy misy vola intsony ny kitapom-bolan’ny fitondram-poza no tena marina e , sarko koa efa lasa

  3. Hita mazava be mihitsy izao fa hatr@ izay nilazan’ny filoha Ravalomanana hoe samy mandray ny tandrifiny dia nihetsika daholo ny Malagasy .Mbola antso ihany no atao hoan’ny rehetra samy hanao izay tratrany ary ten ahiray hina fa izay np tsy ampy. Ny vola sy ny basin’ny EMMOREG tsy ataontsika mandresy antsika. Raha manao ampamoaka ny Free FM aleo hanao ary tokony tohanana fa manampy ny tolontsika izany. Azalany andro mifampitsikera ny olona hanohitra an’i Rajoelina. Hoa avy izao ny 13 mai. Samia mamely mafy ny mpanogam-panjakana araka izay vitany.

  4. F’inona ary ity???avela hiady irery toy izao ve ireo ankizy ireo e!!!
    Mba venjeo re ray olona ireo ankizy ireo a!!!aiza izay mba fandraisana anjara e!!
    ahoana no avela hisaratsaraka toy izao ity tolona e!! dia hitsitokotoko indray @ asabotsy???maninona raha in1
    miaraka dia vita , ho lalaovina ve izy ity e!
    Heverin’i domelina fa donto noho izy angaha ireto mpampianatra ka hivarotany saka be loha, heveriny ho hanao
    maso mahita vola angaha sady heveriny fa efa reraka ireo dia hanaikinaiky MORAMORA???MIALA!MIALA elah!!

  5. Tandremo nareo ry mônat sy kapisaty, sao dia mba midarodaroka an’io mba tiako alaina ho vinanto io an !

  6. Dia miandry ny Fonksionera handray anjara amin’ny Greve e !!!

    Ary indrindra , …..miandry ny MIARAMILA na LEGALISTA, na TSIA….hitsangana amin’izay HANOHANA NY VAHOAKA e!

    Raha tena miaramila, tsy misy manohana ny HAT akory !!! Adaboy any miaramila voavidy ry zalahy a ! Ireny Officier voavidy ireny ohatra. Ianareo Sous Off sy miaramila vatany no miantoka anefa izy no atao Jeneraly kapsily, raha vao mahafaty, na managadra malagasy !

    O ra-miaramila o!
    Iny basinao iny !
    Hitifirana an’iza e ????
    Ny zanakao, ny vadinao, ny havanao, ny ray aman-dreninao ary……HANOMPOANA VAZAHA !

    Tongava saina e!!!

  7. O Ranavalona
    Nisy rangahy voasambotra anie afak’omaly teny @ Sainte Famille,
    fa inona « hoy Risara Baomba mianatra indray ve ny ankizy vao sakanana tsy avela »
    de notanany any am-ponja any ilay olona ray aman-drenin’ny iray amin’ireo!

    Matahotra ny ainy io rangahy io, fa maty no anaran’io raha lasa eo i Joelina:
    manararaotra ny radio sy télé,
    anamparany ny maha KELY ATI-DOHA, mpanabotry ny mpiray tanindrazana i Couillonnel RICHARD RAV.

  8. O rey olona a! Ny ankizy zanantsika aza mahavita an’izao, dia aiza iska lehibe e?..Ttena kanosa ve isika e?… jereo fa tsy misy mihitsy na olon-dehibe iray aza sahy mijoro!.. Izao zava-misy izao no tokony araraotina fa tsy hisy in-droa ohatr’izao intsony!
    Mitsangana amin’izay ary SAHI isika lehibe rehetra izay TENA TIA TANINDRAZANA!

  9. Mirediredy ndray ry RAZEFA BE SY NY TARINY ETO. Mazava ny fitakian’ny mpampianatra eto. Ny fampiakarana ny volanjaza, izay 90 ariary, tsy niova hatramin’ny andron’i Tsiranana, Debanareo, dadabeanareo Zafy, Raosy be vola be. Nampiakarina 300% mitaha ny tamin’ny andron-dRaosy, ny indemnités ny mpampianatra mpikaroka. De mba misaina Razefa be, fa mandray ny mots nay ndray ve e! Sagnagna hoy rangahy, fa rangahy no tena sagnagna miaraka @n-dRana sns…!
    Matoa ny mpianatra manohana io hetsika io, de voantohintohina ny fianarany, ka hetsiky ny mpampianany no tohanany, fa tsy zay fiverenan-drainareo, zay tsy hamakiany loha velively, de aza manantena, fa na iza mitaky, na iza higrevy, aza manantena hivadika hetsika politika velively, fa matoa eo misy hetsika politika, de nareo mouv Raosy irery no manao azy, mitovy @ le @ Sabotsy zao indray, de hody maina ndray, refa avy mihinana GARANADRELINA. Hi!hi!hi!
    Ô! RAZEFA BE 104 tena sagnagna a! mba hain-drangaha tsara ve ny dikan’ny woe continuité? Aza manantena an’i Hollande hamerina ny Rainareo izany. Tatantara tranainy mitovy an’i Ben Ali, Moubarak, Kadhaffi,… ny momba an-dRaosy. Tsy miraharaha an’iny intsony na ny CI, na ny SADEC, na ny Troika! inona moa zay tsy nataonareo izay fa e!e!e!. De io Ambohijatovo Ambohijatovo, manao provocation hanao sorona vahoaka tsy manantsiny, ka raha misy maty eo, de zay no tadiavinareo lian-drà otran-drainareo, kanefa zandry, hainy foana ny mampandamoka zay tianareo hatao, ary malaza be aty France aty aza, fa manakarama andian-jiolahy manokana, mampihorohoro Frantsay any Mada rainareo, de adala zany François Hollande, hamerina an-dRaosy hamotika sy hamono ny mpiray tanindrazana aminy, de zay no tena maha SAGNAGNA mandrakizay an’ireto, de mijere gazety androany, ny momba ny position la France ny momba an’i Mada, de ho tampina ny vavanareo ry ra 104, sy ry KM milaza fefa nanao négociation t@ proche Hollande teny am-panaovana boule. Tena manao anay ho vena reto fa aleo omena kininina lava @zay mangina ny vava tsy mirediredy eto, fa zay mivoaka eto tsy mamaokatra na de kely aza, satria sagnagna, efa telo taona lasa izay tsy hangery, ary ho sagnagna mandrakizay mitovy an-drainy

  10. Hoy domelina hono : Les caisses de l’Etat sont vides !

    Oadray ? Fa natao inona daholo ny vola izay nodradraina fa mitobaka ao amin’ny banky santrala ?
    Rehefa hividy rôplanina zoridira, rehefa hividy katikatra mba hamoretana vahoaka, rehefa hanokana lalana 60 metatra, rehefa mizesta eo anoloany ireto baobaba mifanolana sy ny sisa dia misy vola, fa rehefa mitaky ny fijerevana akaiky ny hoavin’ny taranaka malagasy dia hoe RITRA NY VOLA ???

    Nankaiza daholo ny vola azo tamin’ny famarotana BDR ?
    Milaza fa tsy ritra ny kitapom-bola, kanefa BRADER-NA NY FANONDRANANA VOLAMENA ???

    ZERO MANATODY HOY AHO NY MPANOGAM-PANJAKÀNA SY NY MPANOHAN’AZY !!!!

    MATOHA HERIN’NY BASY SISA NO ENTINA HANAOVANA PÔLITIKA, DIA VENDRAM-POZA NO DIKAN’IZANY !!!!

    Mbay tany ry mpangery an-joro araky ny fitenin’ny sasany ato, fa mampi-debekta !!!

  11. Tonga ny fotoana samia mahery.
    tsy maintsy tafapetraka ny TSAR = Transition Sans Andry RAjoelina.

    Reseo ny tahotra ny Mitabe tsy lanin’ny mamba. Mivonona hiatrika ireo hetsika hiantsoana antsika vahoaka.

    Matoa ny mpiantra sahy, tsy ambakan’izy ireo isika !

    LASA IZAO, izao dia izao. Averin-tsika ny 13 mai 72. Efa 40 taona lasa sahady izay.

    Naongantsika ny saribakolin’ny mpanjantany tamin’ny 13 mai 1972.

    Naverin-dRajoelina ny mpajanatany tamin’ny 17 mars 2009. TSY MANAIKY isika fa tsy maintsy aongantsika io fitondrana saribakolin’ny Mpanjanatany io.
    Ho aiza tokoa ny ho avin’ny zanatsika raha izao zava-misy izao ? rariny raha mitokona ny mpampianatra sy ny mpianatra.

    Teny tsy mataho-tody ity DJ ity. Mila mivondrona ny sendika rehetra hanongana an’io.

    Tandremo fa efa miala any ny tetika hangalan’ny miaramila ny fitondrana mba hiarovana an’i Joelina. I Perrot Rajaonarivelo, izay fanta-poko fanta-pirenena fa Mpanodim-bolam-panjakana, no kasaina asolo azy. MBOLA EKEN-tsika ve ny hiverenan’ny olona toy ireny eo amin’ny fitondrana? TSIA ! Toherin-tsika hatramin’ny farany izany LESOLA kasaina atao eo izany!TSY MISY MANAIKY AN’IZANY !

  12. Tetika maizina !

    Ho aroso mialohan’ny fifidiana izay ho Filohan’ny repoblika hono, ny fifidanana solombavam-bahoaka !!!
    Dia avy eo, ireo OLONA IREO NO HIFIDY NA HANENDRY IZAY HO FILOHA FA TSY NY VAHOAKA !!!

    Ry ankolafy Ravalomanan izay mbola sahy milaza fa tena mbola MANDEHA TSARA NY FIARAHANAREO ARY KOA ITY TONDROZOTRA FÔPLA ITY, tandremo fa sao dia hifotoran’ny rambony eo !!

    AIZA ITY DEMÔKRASIA ITY , MBOLA MPIARO AN’IZANY VA IANAREO ??????

  13. Ary ilay Rabe efa tenenina fa e ! e ! e ! Rehefa miteny oa ianareo zanatany frantsay izay voazanaka hatramin’ny sainareo, dia tsy mety ho objectif mihitsy.
    Ny malaza any aminareo foza any Frantsa ve dia ny hoe manakarama olona hamono frantsay ? Tsy mahalala ny zava-misy aty an-toerana tokoa ny foza frantsay taratasy ka.
    Ny olona rehetra hatrany ambanivohitra aza aty efa mahalala fa ny zaza navelan’i Jacques Foccart dia manohy hatrany ny asa ratsiny.
    Efa leo anareo ny olona aty. Mihetsika ny mpampianatra, ny mpianatra. Manomana ny azy ny mpitsabo, ny mpiasam-panjakana. Dia ho hitanareo eo. Tsy misy fanjakana anie aty Madagasikara e, noho ny nataonareo. Dia hamerina ny fanjakana nofidiam-bahoaka ny olona. Tsotra be.

  14. Ka ilay fanjakana nofidim-bahoaka taloha ane, nanesitany ny tenanay,refa avy nanao démission e! fa naninona ary no tsy nijanona teo raha mafy be araka ny zesta fahiny kanefa rainitetaka be? Zandrinay ty ninona2 atao azy, henjana be tsy laitran’iza na iza. De aza manantena ny hiverenan-dRaosy e! ampitao @n-drainareo mitazana an’i Mada eny Le Cap atsy Atsimotsimo atsy ry Zo a! mampamangy hono woe, hoy ry Rabe sy ry R-BOMBE, hainay hono lery fa manin-tehody mafy, kanefa fatoran’ny ratsy natao t@ tanindrazana, de handroso maty renibe, hihemotra maty renibe. De aza mba manao ratsy ihany @io tanimasina io e! sa ahoana ry Rana? mangidy zany manesitany tena izany ka!!!!

  15. SAIKA LOZA FA SOA IHANY FA TRATRA NY MPAMONO MPIANATRA.ANDRIAMANITRA TSY TIA RATSY.EFA TSY METY NY ATAO E.AOKA IZAY ITY BOMBE ITY .

  16. Misy hamerim-bola ato ho ato!!mamerim-bola ny makorely!!
    tsy manaiky io fitrandrahana volamena tsy ara-drariny ao Ambositra io ny vahoaka,
    hay izay ilay nidedahan’i domelina fa nanome Ordi hoa an’i tanora tany Ambositra, takalo-patsa vidi-pinanana.
    Dia nahazo fisaorana ery hono Domelina hay izy ity TAPI-MASO???hi!hi!hi!!!!!!!!kay volamena am-tone no takalony.
    Faly be izany ny tanora nahazo ordi fa ilay takalony tsy nolazain’i domelina velively an!!mbola tsy ampy ihany ve ny
    fahan-dalitra nandritra izay 3 taona mahery izay e!!!mba sokafy ny maso fa aza ROSOANA maloto dia mangesongesoka
    ry zalahy isany na dia noana aza a!!dia tandremo @ sisa!!!izao dominy tapany dia mandoa erany.Dia mitsiky vendrana
    ery izy sady mandatsa amin’io an!!!

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *