« Mpimasy » sy « Baomba » : Mbola mendrika ve?

les fanatiques de RAJOELINA

Isan’ireo mbola « fanatika » tanteraka amin’ilay DJ malaza izy mirahalahy ireto.Samy nahatsapa ny « bavure » nataon’izy ireo daholo ny mpanara-baovao rehetra tato ato.Ny resaka famonoana an’ingahy Andry Rajoelina amin’ny alalan’ny « ody gasy »  (mpimasy)sy ny fidradradradrana ho « matihanina  » (le baomba) amin’ny asa ny fitandroana ny filaminana kanefa dia izy ireo indray no mandroba fananan’olona( Dr Aina Itaosy) sy ilay fitifirana olona tsy amin’ny ahoana.

Mbola mendrika hisolo tena ny « mpitandro filaminana » sy ny « tandroka aron’ny vozona ve izy mirahalahy ireto? lany olo-manga ve ny Tafika Malagasy?

20 pensées sur “« Mpimasy » sy « Baomba » : Mbola mendrika ve?”

  1. MANALA BARAKA ny vahoaka malagasy ny famoahana @ haino aman-jery ny asan’itony olon TSISY FOTONY itony.

    Tena blema ho an’izay mipetraka any ivelany,
    « togo-bakivavy, sady maharary no mahamenatra »

    raha misy manoraka bilao hoe: izao zany anisan’ny sangan’asa ny karazan’olona misy any aminareo?

  2. ireo no bandy milay eh raha tena fantanareo
    Raha mba Marc Ravalomanana no nanana bandy milay otrany ireo ngamba izy tsy niala teo mihintsy tamin 2009 na hatraminy zao
    mba enaro izany a=faha aza laozana manaratsy ola eo!!!!!
    taminy teo ampelantanana ny dada ny fitondrana tsy n,itady bandy milay otrany ireo izy faha bandy voplossy daholy no miaramila niaraka taminy kaha izao vo manenona ary mody be vava eto
    azafady tomponko faha ianareo no diso aminy izao resaka izao ary ekeo no fahadison nareo!!!
    mbola averiko eto raha nanana bandy milay otrany ireo dada tamin ny 2009 tsy nisy ola afaka nanala azy teo mihintsy
    la preuve, efa 3 taona zao mbola tsisy na ola iray aza eto madagasicara mba mahavita na ny kely fotsiny aza mampitahotra any andry rajoelina

  3. désolé si la vérité blesse mais ses blessures ne feront ke vous rendre plus fort!!!!
    hahahahahahahahahaha
    dia mba heritrereto tsara ny lalanareo, fantaro faha ny miady tsy mitovy aminy ny miaro!!!!
    dinkany zany tsy afaka hiteny nareo andé izay hiady hanongana ny TGV eo aminy taorany faha ny marina dia handeha ianaero hanongana any TGV amin toerany mba HIAROVANA ny tombon tsoa ny malagasy, ka noho izany dia tsy maintsy rotaka ihany ny fiarovana voalaoany ho any vahaoka!!!!
    aleo ny vahaoka irotaka mba itany ny ireo mpitondra faha tsy matahotra anazy izay vahaoka raha toa ka tokony hialy izy

  4. A l’attention des jumeaux « CHARLIE N. & forumiste RAFIDY »:

    ambony ny ambany

    TAIZAO tsara ny zaza

    ny rongony mahazo vahana miaraka @ HAT

    fa lasa
    réduit aux MPIDOROKA
    directly MIPIKA toa ity « rafidy » sns
    __

    Concernant Risara Baomba:

    Faut voter pour la dissolution
    de la gendarmerie
    un autre héritage
    laissé par France

  5. Blessure sy fierté nationale suivant les valeurs UNIVERSELLES tsy hain’ity ny manavak’azy…

    Rendre plus fort amin’ny ahôn ry gaigy lahy ‘ty an!

    Accord de COTONOU ==> dehors les putshistes!!

  6. Rehefa ilay olona mihintsy no sans qualité dia ny ratsy ny azy no hitany fa MILAY. Tsy tarana-boanjo foto-boanemba e! Mahereza ry tia Tanindrazana isany a! Tsy karamaina, tsy omena vola, tsy mitady tombotsoa fa tena noho ny fitiavana ity tanindrazana ity no mahatonga anareo mitolona HATRAMIN’ny farany. Tsy misy basy io a! Andriamanitra sy herim-po no ianteherantsika. Ny an’ny sasany ny basy no ataony ho andriamaniny. Tena mampalahelo!

  7. Atao ahoana fa izao no sitraky ny mpanjanaka ,fomba hatao mba
    hamotehana ilay hasina maha Gasy ny Gasy daholo izao, satria fantany
    tsara izany hoe: Gasy, mahazo avara-patana @ izay aleha rehetra, mazava ho azy fa raha manaja ny
    ny tenanao ianao an!fa tsy karazan’itony olona fanetry be itony.
    Izany no hanaramana azy handetika ny firenena , atao daholo izay fanapotehina mahaomby rehetra sy
    aingana moa ny vola misy avy @ vidina ny HARENTSIKA , ny antsika ihany anie no handetehany antsika e!!
    efa be loatra ilay vola azony @ fanjanahana dia hafafy @ olona toy itony azahoany manohy ny asaratsiny e!

  8. Tena ankaherizina hatramin’ny farany aloha ny Jeneraly Richard fa tena mety tokoa ny ataony e! Raha ohatra azy daholo ny mpitandro ny filaminana dia tena fanaperana i Gasikara kely. Tena mendrim-piderana ny fihetsiny rehetra manoloana ireo mitady hanao terroristes eto amin’ny firenena. Tena mahay ny asany io Jeneraly io, ka tokony asondrotra amin’ny ambony hatrany. Ataony mahita faisana mihitsy ireo zanak’i dada mitady hanakorontana. Ireo forongon-dRavaolo ireo manko milaza azy ho mafy, kanefa maivana tsy misy ohatr’izany. Vao mipoitra fotsiny ny jeneraly dia mipararetra izy ireo ka ny fandosirana ihany sisa vahaolona, dia avy eo eny amin’ny Magro no mody avo vava. Merci, Jeneraly an! Potehantsika hatramin’ny farany ireo zanak’i dada ireo!

  9. marina nenao denise, eo no be vava isanandro eo nefa ny zava bita bibity(bitika kely)!!!
    mba eo nareo oué mahamenatré, manimba ny firenené , mamotika ny madagasikara éééé!!!
    ka haninona enao!!!!any oua!!!! ny vava ihany no maimbo faha raha oué mba hanavitra any madagasicara ka anala any TGV mba isiany ny tena fanjakana dia tsy tonga lavitra ny rora
    mbava!!!!!!
    TGV nahavita taminy 2009, ary ekeo faha nahavita izy, matoa izy nahavita dia mahay izy zany!!!!
    nareo mahavita inona zao?????? manatitra vonikazo eo any lapan tanana vé?????
    menareo vonikazo mihintsy vé ny lapan tanana satria tena mifona nareo faha enjana be TGV ka mena vonikazo mihintsy
    heritrereto re ola o ny tena hataonareo faha laozana muvalapatra to ny faty maimbo vava eo fotsiny faha na ny volo maso iray aza tsy mihetsika

  10. A l’attention des triplets « LALATIANA & FIDEL & forumiste HoAiza »
    ankavy ny ankavanana
    Aza manopa any Bob Marley
    Tsisy hiiranao ny fianany zananay, ny zanaka dia toa ny dadany!!!

    Voter contre Risara baomba*
    hahahaha di moi t es au pouvoir pour pouvoir decider kan il faut voter et pour ki!!!!
    hein!!!! tu decide de koi ke ce soit en ce moment juste du tay mbava tsy ampy rora!!!!!
    prend le pouvoir et vote ce ke tu veu, mais tan ke t as meme pas le pouvoir, ne crie pas cke tu voudrai ke fasse les autres, crie au peuple et à tes amis d aller prendre le pouvoir et tu pourra crier ce ke tu voudra faire
    pour l instan ton idée de vote alors ke t es loin de pouvoir decider kelke chose montre ke tu fume plus d herbe ke moi et ke de ce fait tu reve comme un idiot
    alors remet tes pieds sur terre , va au 13 mai avec tou cke tu peu ramener, prend les balles et les lacrimo et degage tgv de la si tu peu, et kan tu y arrivera, tu peu crier cke tu veu, sinon le mieu c est d arreter de rever et de la fermer

  11. Za mbo te hanontany an-dry zalahy mamampahaizana sy mahafehy tsara ny asany ireto hoe article firy amin’ny code pénale marina moa izany no miresaka fa crime ny famosaviana ary mila ampidirina amponja avy ahatrany.

  12. mba aoka izay ry SEM de8 ity fanirahana hamono olona ity a, ireny olona marobe novonoinareo ireny ve dia tsy ampy, fa dia mitady fika hamonoana io zandry kely mbola ao anaty fahatanorana io ve. Tongava saina ra8 fa tsy hahasoa ny taranakao io a, fa raha tena lehilahy dia tongava aty Dago dia mankanesa eny Ambotsirohitra mamono azy mivantana a.

  13. zay le mba fahadisoantsika gasy zay: ny polisy iray ve no mamono olona @ ts antony na managalatra any an-tranon’olona de i Andry rajoelina no voantonona????? ts mahagaga moa fa opposition marina nareo de mitady fika handotoana ny fitondrana foana. fony teo dadanareo ts notenenina hoe mipetraha tsra fa nony injay voaongana de hitanareo zao antsaga ts aman’orana rehetra zao. ho reraka eo nefa hianareo satria efa naloan’ny vahoaka ny dadanareo. ny alika toa anareo TIM ihany LETY NO MIVERINA @ NALOANY A? ny anay aleonay ts misy toy izay dadanareo.

  14. Mba tiana halaza hono anie ity domelina dia hoe…..hi!hi!hi!!!!
    ntsooooo nalė marina e!!efa malaza fa saingy ,malaza ratsy e!!
    sa mba te ho HIANTRANA indray ???efa fantatr’ireo koa fa donto dia zara aza misy hogamaina
    bizzina ny azy ka izay handokafana an’i domelina mandeha daholo e!!!dia inona indray no manaraka???

    Rarahian’iza inona iny raha maty an-tatatra any aza anefa e!!izay alakaosy lahy mampitondra faisana ny Gasy iny,
    vola mikararana daholo izany fa eo ianareo ry MPIANATRA sy MPIASA.Izay manana basy ihany izao no vidiana
    LAFO DIA LAFO izay no maha SARIM-BAVY aza e!!matim-basy nefa lehilahy, ity misora-tena ho filoha ny basy no
    mba hery.

  15. DIA MITENITENY FOANA TSY MISY ANTONY TOKOA MANTSY IANAREO MPANARATSY NY TEO ALOHA , MBOLA SAMY VELONA AINA AVOKOA ETO KA SAMY MIANDRY IZAY HIPOAKA E – NY AHY ALOHA DIA MAHANDRY FOANA AHO RAHA MOMBA NY FILAMINANA SY NY FAHAMARINANA ARY TSAROVY REY OLONA FA IZAY MITENITENY FOANA IHANY ANIE NO VOA MAFY AVY EO E – SADY MAHAMENATRA NO TOA TSY MISY VIDINY AKORY. MBA MAHAIZA MAHAY MIAINA FA EFA 2 012 ANIE IZAO E – AZA HAMPISEHO MASOANDRO ILAY TSY FIANARANA FA NY ZAZA HENDRY HONO MANGINA. MIERITRERETA RE E

  16. salama e!
    raha ny hevitray ato amin’ny antoko Misy anay aloa dia ireo izy roalahy ireo no tena fanetriben’ny firenena e! tsy fantatro hoe inona no tena interet an izy roalahy ireo amin’ny famoronana hatsanga tsy aman orana eto amin’ny tanana e
    mba matahora an’Andriamanitra e!
    HO AVY TSY HO ELA NY DADANAY
    Mme LIVA mpikambana ao amin’ny antoko MATITA

  17. ny mahatsikaiky dia ireo tena farany zay farany minana ny anamaminy ireny no tena fatra mpanompo andry lerony. efa zatra manompo tokoa.mba ampianaro ihany ny ankizy
    e

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *