Nampiombona ny « anti-Rajoelina » ny 13 mai

kianjan'ny 13 mai (19)

Andro manan-tantara eto amin’ny firenena ny 13 mai.

Feno efapolo taona androany tokoa ny hetsi-bahoaka noheveran’ny Malagasy nitondrana  fahafahana ny taniny.

Efapolo taona aty aoriana tsy mitsahatra ny tolona.

Nanao rodobe nanatitra fehezam-boninkazo ho fahatsiarovana izany ny mpanohitra ny fitondran-dRajoelina.Tsikaritra ho nisy solon-tenan’ireo « anti-Rajoelina » teny amin’ny kianjan’ny 13 mai.Kisendrasendra ve izany sa efa akaiky ny faran’ny TGV?

Fehezam-boninkazo tokana no naterin’izy ireo tamin’izany, fehezam-boninkazo izay toa nanambatra ny fijerin’ireo mpanohitra sy nampiombona ny fomba fijeriny.

46 pensées sur “Nampiombona ny « anti-Rajoelina » ny 13 mai”

  1. Hendry dia hendry ny vahoaka……SAINGY…..azafady re Tompoko fa mahita tsininy foana e, fa entina hampisaina ihany no antony !


    Fantatra fa efa leo ny lakrimô ny vahoaka ary leo ny famonoana sy fisamborana isan-karazany, fa……

    Sao …..dia mba miova ny filazan’i Domelina any amin’ny SADEC sy ny CI any hoe :
    Jereo fa efa avelanay hanao izay tiany atao ny vahoaka ho an’ny Demokratia.

    Efa tonga amin’izao tanjona izao ve, tsy aleo velesina ny vy dieny mafana e ???!!!
    Fanontaniana ny ahy ! fa aza misy enti-po !!!

  2. Raha izao sary izao dia efa ilay « SIOKA TOKANA » no tsy mbola tonga !!!

    Fanotaniana faharoa :

    AIZA ILAY LAZAINA HOE : NOUVELLE COALITION ???

  3. Izaho koa mba miheritreritra izany ry dà!!sao dia hoe : tsy miady nefa ny kobay an-kelika ihany??
    Nefa kosa inona no nataon’ireo hiraky ny SADC tena Ambohijatovo omaly???tsy ho hitany ve
    ireny FANAKANANA ny fidirana tao Ambohijatovo ireny???dia tsy hisy tatitra ve ny @’ireny e????
    raha tsy hoe angaha efa nanaraka ny lalandry sakamalao isany koa angamba ireny????na izany na tsy izany dia hisy
    vao2 tsara hono @ herinandro koa ho hita eo e!!enga anie ka tena FARANY fa tsy FARAPARANY intsony!!

  4. Arahabaina tafiditra soa aman-tsara teo amin’ny 13 Mai ary tsy norarafan’ny herim-pamoretana grenady.
    Njara ! Raha tsy ny Prm Ravalomanana mihitsy no tafaverina eto an-tanindrazana, dia mbola tsy hilamina ity tanindrazana ity. Mimenomenona daholo hoe leo nefa tsy hita izay hatao. Tapa-biriky ve handresy ny herim-pamoretana mirongo basy ama-tafondro mandatsa-dranomaso ?
    Ranavalona ! Inona hono no mety ho vaovao tsara mbola antenaina amin’ity tolona tsy mety ho tafita ity ?

  5. Io mihintsy no nahalalako anao teto ry Verohanitra, avy dia ny voamasony no potsirinao
    ianao sy Kintana dia mitovy fiady eto, ary tena ilaina ny olona toa anareo fa hitanao ihany
    ny Gasy fa somary mivilivily izay nefa ny firenena efa tena latsaka lalina, tohizo fa tsara e!

  6. N Y . . B I B Y . . T S Y . . M A D E H A . .
    R A H A . . T S Y . . E O . . N Y . . L O H A N Y . !!!

    M I V E R E N A . . I A N A O . . R Y . .  » D A D A  » . !!!

    °
    – – – – – – – –

    MANANKASINTSARA MAHALEO TENA – TENA AFAKA TANTERAKA NO FETRA
    NY FIVERENAN’i DADA IHANY NO LALAN-TOKANA HIAVIANA @IZANY

    Mahereza jiaby!
    Mirary soa ! Ho tahian’Andriamanitra!

  7. Dia tsy aiko ry sė !!izaho koa aza mba malahelo azy !
    Ary Baby ???

    Manoana ny hevitrao koa aho ry MIALA!

  8. Mba fangio kely izy mivady ! Faly nahafantatra na nahita ny tavanao no tena marina, ry Madama Jentilisa ! Tandremo fotsiny, fa tsy azo succès intsony rangaha, raha hitan’ny olona matetika ao ihanao !
    Ary maninona moa raha mangana « Jentilisa FM » ianareo mivady ? Manao fanazaran-tena kely fotsiny i Madama ! Ramose nilaza fa « sahirana » amin’ilay « live tsy live » ?? MDR !!

    Misaotra an’i Ramose tamin’ny tatitra, fa dia misy ho dinidihina marina !

    http://www.jentilisa.blaogy.com/post/122/8128

  9. Ity zà ry sé a ! Mbola niady mafy t@ kampainina hialàn’i le fohy kely patiraon’i Lavasanga. Tsy fantatra mantsy na mba hety hisy fiatraikany @ fiainan’ny malagasy ny fitsingidinan’ny mpietraketraka, be taimbava, mpamono olona, mpanjana-tany sy mpibaiko ny firenen’olona io. Koa dia miandry izay havoakan’ilay vaovao alou.

    Coucou Véro !
    Elabe izay, fa taiza sé ? Sa nanao kampainina kou ?

  10. Verohanitra !

    Efa nisy resaka kely nataoko ihany momba ny fodian’i Dada fa raha tsy hahadiso dia averiko kely ihany :

    1)Amiko hoy aho, dia tsy dia PRIORITAIRE ny Fodian’i Dada, fa….ampiako kely ankehitriny noho ny fandehan-javatra :
    Ilaina maika ihany ny fodiany raha toa ka heverina ho atao amin’ny Novembre ny Election, satria tsy maintsy mahafeno ny 6 mois mialoha izy, vao afaka mirotsaka.
    Io no heveriko fa henjika tratrarin’ny Domelina, izany hoe tsy hahafeno ny 6 mois izy.
    Nefa rehefa dinihina, dia miankina amin’ny SADEC syny Fanapahan-keviny sy izay Sanctions ho ataony mikasika ny HAT izany.
    2)
    Ny zavatra tena prioritaire amiko dia ny fialàn’i Domelina, ary hametrahana ilay NOUVELLE COALITION eo amin’ny Transition. Io no tena ilaina maika, ary entitra, ka mahatsara ny hetsika miseho, mba hanararaotana ny maha-eo ireo iraka SADEC sy ONU ary Union Europeenne.

    Raha mihaoatra io Nouvelle Coalition io hanala an’i Domelina, dia mety hanahirana ihany ny mikasika ny Fodian’i Dada.

    Inona no tokony ho atao ? Ny hevitro manokana dia ny mandefa IRAKA malaky any amin’ny U.E, sy Delegation ny Nouvelle Coalition na Ny Ankolafy Ravalomanana, handamina ny Calendrier mikasika ny Fifidianana, ary miady amin’ny FOMBA MAZAVA, ny TSY MAINTSY HILATSAHAN’i Dada amin’ny Fifidianana.
    Raha mihevitra ny ahatanterak irery ireo ny Mouvance Ravalomanana dia tsy hety mihitsy, fa tsy maintsy ao ny Ankolafy Zafy, sy Vondrona manohana an’i Dada (Izay no antsoiko hoe : Nlle Coalition.

    3)
    Tsy misy tokony hifampiraharahàn intsony amin’ny HAT, satria efa Mandat presidentiel iray no nidongian’ireo tsy vanona ireo eo : ny antony dia « N »otohanan’i Sarko izy hatrizay, ary mbola tohizan’i JM Cahtaignier izany ankehitriny.
    4) Milaza mazava ny Nouvelle Coalition, fa raha mbola mitsofoka miditra amin’ny Affaires Interieures ny OIF dia mametraka ULTIMATUM, mba hiala daholo sy Hianjera ny Gouvernement ILLEGAL tarihin’i Domelina.Ka tsy maintsy APPLIQUER-na ny TRAITE DE SANDTON (antsakany sy andavany)

    Izay no mba hevitro, ka asa izay hevitry ny hafa aminareo !

    Fa toa haka tahaka an’i Bemafohy lasa nanao mission aho izany satria efa ela dia ela mihitsy aho no nihevitra ny haka tahaka ny fahendreny sy ny fahamarinany amin’ny Fitiava-tanidrazana hananany ! 🙂
    mazotoa daholo e !

  11. Adinoko kely :

    Efa hita manangasanga ny SOLIDARITE ny malagasy, fa mbola marefo dia marefo satria mbola kely ny Finoana sy Fifanomezan-kery.
    Tsy misy amintsika malagasy mihitsy izany mba mifampidera sy mifanome hery izany. Ny an’ny vozongo, deraina foana raha vao miady ho an’ny rehetra, na ny vendrana indrindra aza.
    Eo koa ny mpandrangitra toa an’i Rainitay sy ny namany, ka vao maika marefo. izay ilay tsy mba maha-hendry ahy toa an’i Bemafohy. Mazam-piteny loatra angamba, nefa milaza ny ao an-tsaina direct ….Mdr !!!
    Fa mazotoa e ! Mazotoa ! Samy manao izay hafany ……..handroahana AN’iDOMELINA !!!

    DOMELINA : DEGAGE ! Izay on tanjonay…..;)

  12. LE TREIZE MAI 1972 A ETE CONCONCTE PAR LA FRANçAFRIQUE !

    Raha zohina tsara ny Tantara , raha ny matina no toavina , dia ny 13 mai 1975 -roa amby folo taona

    atao aorian’ny 26 juin 1960 – no fototrry ny tolona na ny korontana mianjady tamintsika mandrak’ ankehitriny..!

    I de gaulle izay nampanao ny fifidianana na te hahazo ny fahaleovantena ianao na tsia .Dkany te haleo-tena miaraka amin’ny frantsa ve ianaroe sa tsia..

    Dia nanaiky ny Malagasy ary dia notendren’ide gaulle ho Filoha-pirenena i Tsiranana Philibert…

    Tamin’ny taona 1969 dia maty i de gaulle ary tamin’ny taona 1970 no nanomboka narary ny Filoha Tsiranana..

    Afaka niatrika ny fifidianana izay ho Filoha-pirenena izy ary lany..tsy nisy fisalasalana..

    Gaga aho satria ny birao nifidianako (MANAKARA izay nisy fonctionnaires maro no nifidy ) dia nambarana fa nifidy zato isan-jato (100%).., izay tsy marina satria nisy dimy izay no tsy nifidy Tsiranana.Dia hoy aho mantsy ireto namako : » Raha izao no fandehan-javatra ,dia ahoana ny fifidianana any amin’ny tany lavitra andriana ? »..

    « Tsy mety izao fa hisy korontana eto alohan’ny vacances! »

    Nahoana ?

    Maro ireo Malagasy an-tanana-dehibe no nifidy voalohany , ary raha miseho isaky ny birao izay niseho tao MANAKARA dia ho maro ireo nahatsapa fa vokatry ny halatra ny vato azon’Atoa Tsiranana !

    Maro ireo seho-javatra nisy tamin’izany fotoana : ohatra ny fisondrotry ny vidi-bary voafotsy !

    Ny hetraketraky ny mpitandro filaminana frs ( izay manery nt saofera (taxi , taxi-brousse)nanome tsolotra raha tsy izany dia omeny contravention..

    Ny mpianatra ho dkotera tent Befelatanana no nanao fitokonana.ia nihitatra izany…ka lasa lavitra ny famoretana ( nisy maty , nisy nalefa tany Nosy Lava, nisy naratra..

    Natahotra ny frantsayn ary niezaka izyireo nametrza olona « hifehy ny mpianatra aro izay nandray anjara tamin’ity rotaka..

    I Holala no natao mpitarika sy mpandrindra ireto mpioko ,mba tsy hitombo ny fifandonana tamin’ny frs ,izay namporirisihan’ Atoa Tsiranana tamin’ny eny hoe :  » TSAKITSAKY ZATO ARIVO NO TOKONY NO VONOINAREO !

    Nilahatra ny Vahoakan’ANTANANARIVO ny 14 -15 mai 1972 ary nangataka ny GENERAL RAMANANTSOA HANDRAY NY FITONDRANA..

    Ny 15 mai 1972 ny Filoha TSIRANANA no nanome ny FAHEFANA FENO « an’i GENERAL RAMANANTSOA..

    Vakio tsara Tsiranana no nanome ny fahefana feno..

    Tsy neken’ny GENERAL RAMANANTSOA IO FANOMEZANA IO RAHA TSY MISY REFERENDUM MANONTANY NY MALAGASY FA HEKEN’NY MALAGASY NY FANDRAISAN’I GENERAL NY FAHEFANA FENO.

    Tsipiako izany satria io référendum io no manazava ny fihetsik’ireo namadika ny Général..

    Natao ny référendum ary nanaiky ny fanomezana ny fahefana feno an’i GENERAL RAMANANTSOA GABRIEL ny Malagasy !

    Nanaiky ny nandray ny fahefana feno ny GENERAL ary nanampy fa rehefa VITA NY DIMY TAONA NEKENAREO HITONDRAKO NY FIRENENA DIA AVERIKO AMIN’NY CIVILS NY FAHEFANA AMIN’NY ALALAN’NY FIFIDIANANA..

    Nahoana no nangataka référendum ny Général..

    Nihevitra ny frantsay fa ho mora ampiasainy ny Général , ka hanaiky izay baiko na sori-dàlana avy amin’ny frantsay..

    Tsy nampoizin’ny frantsay sy ireo Malagasy tsy tia ny Général ny référendum ,izay nanome FAHAEFANA AVY AMIN’NY MALAGASY ,FA TSY MIANKINA INTSONY AMIN’NY FAHEFANA FENO NY FITONDRANY NY FIRENENA !

    Io référendum io – mariky ny fandraisan’ny Malagasy andraikitra amin’ny fitantananairenena –

    Sanganehana ny frantsay fa tsy nampoizin’ireo ity référendum ity..

    DIA NANOMBOKA NY TETIKA NANALANA NY GENERAL EO AMIN’NY FITONDRANA

    SATRIA NY REFERENDUM DIA SAKANA HO AN’NY FRANTSAY TSY NAFAHANY NANOME AN’I GENERAL NY SORI-DALANA ARA-TOEKARENA MIFANARAKA AMIN’NY ACCORDS DE COOPERATION…PATATRA !

    NY GOUVERNEMENT MILITAIRE DIRIGE PARLE GENERAL RAMNANTSOA A DEMANDE A LA FRANCE LA REVISION DES ACCORDS DE COOPERATION ENTRE MADAGASCAR ET LA FRANCE !

    LA REVISION A ETE ENTERINEE ET A ETE IMMEDIATEMENT MISE EN APPLICATION..

    ET PENDANT LES DIVERSES TRACTATONS QUE SE POURSUIVENT LE DENIGREMENT DU GOUVERNEMENT , DE L’ACCUSATION DU COLONEL RABETAFIKA POUR TRAFIC D’INFLUENCE..

    L’EXAMEN MINUTIEUX DE LA SITUATION A MONTRE QUE LA FRANCE A TROUVE DIFFICILE DE CONTINUER AVEC LE GOUVERNEMENT DU GENERAL RAMANANTSOA GABRIEL..ALORS IL FAUDRAIT S’EN DEBARRASSER..

    IL A ETE DE NOTORIETE PUBLIQUE QUE TSIMANDRAVA ET RATSIRAKA VEULENT SUCCEDER AU GENERAL..? MAIS LE GENERAL EST LIE PAR LE REFERENDUM AVEC LES MALGACHES..

    IL N’Y A QE DEUX SOLUTIONS POUR SE DEBARRASSER DU GENERAL :

    …SOIT LE TUER .QUI OSERAIT PRENDRE CTTE RESPONSABILITE ?

    ..SOIT LE DEMISSIONNER..MAIS AU PROFIT DE QUI ?

    BREF , TSIMANDRAVA AVEC FETY MICHEL ET UN CURE DEFROQUE EST VENU AU DOMICILE A FRAVOHITRA LE 05 FEVRIER 1975 A 6 HEURES DU MATIN POUR INTIMER LE GENERAL DE DEMISSIONNER! CELA A ETE UN ULTIMATUM !

    ET CELA A ETE UN COUP D’ETAT !

    LE GENERAL RAMANANTSOA GABRIEL A DEMISSIONNE DU GOUVERNEMENT MILITAIRE LE 05 FEVRIER 1975 A 17 HEURES .

    EN QUITTANT LE POUVOIR , LE GOUVERNEMENT MILITAIRE A EPARGNE 14 MILLIARDS DE DEVISES !

    TSIMANDRAVA A ETE ASSASSINE LE 11 FEVRIER 1975 VERS 20 HEURES AAMBOHIJATOVO..

    LE POUVOIR S’EST ORGANISE AUTOUR D’UN DIRECTOIRE MILITAIRE DIRIGE PAR LE GENERAL ANDRIAMAHAZO GILLES..

    ET AU FUR ET A MESURE QUE LA NOUVELLE ORGANISATION DU POUVOIR AVANCE..LES MALGACHES ONT COMMENCE A COMPRENDRE A QUI A PROFITE LA DE ISSION DU GENERAL ET LA MORT DE TSIMANDRAVA..!

    LA SUITE EST CONNUE..ET LES JEUX DE MASSACRE , DE TRAFICS AVEC DES SOCIETES OU DES COMPAGNIES D’IMPORT-EXPORT , DES DISCOURS MIROBOLANTS PROMETTANT LE PARADIS SOCIALISTE ETC , ETC…DES MAFIEUX SE SONT MULTIPLIES A LA DEMISSION DU GENERAL RAMANANTSOA GABRIEL CONTINUENT JUSQU’A MAINTENANT EXCEPTé L’ ENTRE PARENTHES DU REGIME DU PRESIDENT RAVALOMANANA MARC CHOISI DEMOCRATIQUEMENT PAR LES MALGACHES !
    CETTE SUCCESSION DE CONVULSIONS QUI SECOUENT NOTRE SOCIETE (DES ACTIVITES ECONOMIQUES QUI N’ONT PAS PROFITE AUX MALGACHES )CONSTITUE LES CONSEQUENCES DE LA MISSION DE LA FRANçAFRIQUE..ET CETTE FOIS – CI ENCORE LA FRANçAFRIQUE PERSISTE , INSISTE ET VEUT SE PERENISER….!
    NOTRE LUTTE EST BIEN MAIS LES « GARDES INDIGENES » COMPLICES PARCE QUE PAYES NOUS EMPECHENT DE PRENDRE LE DESSUS !

  13. EN COMPLEMENT DE DU 3 LE TREIZE MMAI 1972 A ETE CONCONCTE PAR LA FRANçAFRIQUE  » , je Vous conseille vivement de voir et la vidéo « LE TREIZE MAI 1972  » ,reportage d’un journaliste français Mr CANCEL..qui est publiée sur le forum TIM du 14 MAI 2012…
    Document à télécharger ,ne serait-ce que pour le film..!

  14. Erratum :
    La vidéo LE TREIZE MAI 1972 A ETE REALISEE PAR Mr ALAIN CANCES
    Toutes mes excuses etmes remerciements…

  15. Dia inona ny tohiny?ny fahitanay azy aloha dia resy e! tsy mahay manambatra hery! , TSY SAHY tsotra izao, ka aoka tsy himenomenona intsony fa mahaiza mionona, occasion tsy nisy ohatr’ireny tamin’ny sabotsy sy alahady ireny, nefa … indrisy…. sa …. VOKY IZY DIA NATORY ? …… manahy aho.

  16. f’angah ts nisy lac rimogène t@ andron’i dadanareo le? hadinonay angah ny EMMONAT? ts io famoretana, famonoana vahoaka io v no nionganan’i dadanareo teo????
    zao no olanareo ry aliak iray magro isany e:
    io be lohanareo io, ts manaiky ny fahadisoana nataon’dadanareo io mits no mbola mahataraiky anareo. raha mnaiky ianareo fa diso aizy de ovaina ny famidra manombok’zao d milamina io. fa ts iza

  17. fa ts iazay no ataonareo fa manesika foana ny hiverenany. ekeo aloha hoe diso izy de avelao hoany taona maro² toa and-Ratsiraka aloha, refa miova ny mpitondra eto de tafaverina hoazy izy.
    solution faharoa: ndehana tsotr’zao midina andalambe e, toy reny nataonay reny nanonganana ny dadanareo. nareo ange no ts misy mpanaraka fa raha betsaka mpanaraka ianareo de tafa io e. « ny mita maro hono ts lanin’mamba » ka inona no andrasana? ajanony koa le bombe artisanal fa ts solution io

  18. Marina tsisy ady hevitra ny anao ry TGV a! Ny dadany iny andriamanitra, tsy manam-pahadisoana, ary Andry tsy hisarokorako sagnagna otran’iny, rehefa ao anatin’ny sarotra de vao maika manao déclaration de guerre, « tsapao ny herinao vao mitsapa ahy ». De notsapain’olona tokoa, hay ankoholahy fataka, lasan-ko vavany fotsiny, de otran’izay koa ireto zananay sy mpomba azy ry TGV a! rehefa tairin’olona, tsy arakaraky ny vava mipentsopentsona! hain’ireo tsara, fa tsy hanaraka azy zany ny olona, fa raha izay, efa telo taona zay, efa tokony tafaverina ny rainy.
    I Andry, na de tanora aza, na ny fiteniny na ny fihetsiny na ny fomba entiny miatrika ny krizy, sy ny fingana ataon’ny fahavalony, de tena courageux, miaro mandrakariva ny ain’ny vahoaka, tsy ho latsaka amin’ny fifandonana, tadiavin’ireto Zanakosy ireto.
    Tsipaky ny miala aina io fanapoahana baomba etsy sy eroa io ry TGV a! lany fika, any @ tsy fandriampahalemana sisa, no entina handotoana ny fitondrana, ary lazaiko anao ry TGV, fa misy bras droit n-dRaosy aty France aty, mambra ao @ GTT, zay mitondra vola be tsy toko tsy forohana, avy any @n-dRaosy, mamatsy ireo organisation na jiolahy mamono olona sy manakorotana, ary ny vahiny Frantsay no tena cible voalaohany, LES FAROUCHES no anarany, ary ny iray tamin’ireo nahatrtrarana grenade de membre an’io farouche io. Asa raha mahatsikaritra ianao ry TGV fa Raosy refa mikabary mivantana ao @ magro, de miteny foana woe! FANTATRAREO NY TOKONY HATAO. Fitadiavana handatsak’aina olona ny dikan’io, de mba mailo ianao Zandry, ary ampinano mamay be foana, rehefa mila gidragidra, fa ireo no tena manao otage ny fahantran’ny vahoaka.

  19. reo mits ry rabe no problem mahataraiky antsik eto, ny ahy raha ny tiako hatao fa ela loatra de zao: aleo mits hifamono de zay mandresy no tompon’laka. @ zay ts hisy hanakorontana intsony zay mandresy. atao toy ny any afrika e, vety² de vita. saingy manao adin’akofo fataka reto. mody mibisoka² nefa refa tena ho raikitra mitsoaka. ny alika koa moa taolana fotsn no alehany eny fa ts de tena vokatry ny fo e, normal raha ipoahan’lacrimogène 1 fotsn de tsihita intsony.; aiza ren,y nataonay t@ 2009 reny? lacrimogène aza ipipizana fotsiny? ts mamely reo rabe fa manakorontanan fotsn. jerevo io ataon’ny CT sy ny CST tim io, vavaina hoe hiala nefa mboal ts mahafoy ny seza ihany. fiak efa lany andro reny, ts mahavoa antsik.

  20. ny ahy zao raha ny tiakao hatao de i tojo no tiako ho poensevana voalohany saingy ts ampy moyen hanavana an’zany ny bandy,ts manantsiny i tojo saingy valifaty fotsn zao e, maso solon’maso de @ zay ravalo fantany tsara zany maty zanaka zany

  21. TGV>nareo oa refa tsy mahavita azy de mialà e!hita zao fa efa minanem……daholo@ tsy fahaizan’ny le Andry lavanify mitantana firenena mboLa miseo be vavap….daholo nareo.
    zao fiainam-baoka efa miala ihinana voalavo zao ve @mianreo de mboa mety foana e???????
    mba misia sain de mataora an’Atra,raha tena mialay nareo de tokana iany ekena e!
    AVELAO DADANAY HODY ARY ALEO HILATSAKA HO FIDIANA dia hita eo zay MAHARESY,faza anaovana LOHAMBOTO MADAGASIKARA fa tany masina io,olona MIHAJA sy OLOKENDREY no tokony hitondra eo fa TSY JIOLAHIMBOTO Lazaina fa DADA foaan no mpamono olona nefa eh ty fisainanareo nareo mintsy no hita izao fa mpamono vahoaka,de HO HITATSIKA EO NY FARANY E!NISY MAFY OATRAN’NY DEBA ve fa ni DEGAGE ihany en fin.
    AVELAO HODY DADA dia ho hita eo @zay ze mahavita azy.

  22. Misaotra anao ry Kitanamanandrambo nampatsiahy an’io hiran’i Lolo sy ny Tariny io! izaho moa dia tena mankafia Lolo mihintsy,ary eo ho eo ihany Mahaleo indrindra moa fa toa ohatran’ny mivadibadidela izany ireto farany ireto tato ho ato, ary ny iray tamindry zareo ary moa nitsangana teny Ambohijatovo mihintsy nanohina ny antson’ilay domelina iny tamin’ny 17 janoary 2009!
    Ireny ny teny amin’ny 13 mai omaly 13 mai 2012 e! Samia mitafy fanantenana sy faharetana fa efa mihaloha ny paoma ka hilatsaka ho azy eo

  23. Isika ry TGV tsy miady amin’ny tsy manantsiny a! mody tsy manantsiny koa ane le Tojo iny, fa efa nanao recrutement na milices mitam-piadiana, hanohitra otran’ireny any Afrika ireny, fa tonga de nampinanin’i Zandry, de nandamoaka. Ny tsy fantatr’ireto donto ireto, isaky ny mikasa hanao attentat de mandamoaka foana, satria avy ao aminy ihany no misy mpamadika, manontsana any amin’i R-BOMBE. De ny antsika, entintsika milamina eny foana, fa raha vao migidragidra aminy, izay tsisy dikany ny mamely azy fa maivan-kitsaka manao fataka, de izay no tadiaviny de hanao ranomasom-boay any @ CI ndray, de hitarazoka eo ny raharaha, de zay foana, fa aleo miroso foana amin’ny FDR, satria mazava be izao, fa ireo mihitsy no mandetika ny firenena, de toute façon, Zandry no eo, de raisiny ny andraikitra na ho inon-kidona, na ho inon-kiatra, de mandroso izy, ary may ny endim-boanjon’ireo, isaky ny misy vahiny, hikarakara hiroso @ fifidianana, de mody manao manif.
    Tsy misy misakana an-dRaosy hilatsaka sy handray anjara @ fifidianana, fa mialoha an’izany, tsaraiana noho ny crimes sy ny halatra nataony izy, ka raha lehilahy mahatoky tena, fa tsy nanao ratsy, na hosamborina, na ho gadraina, na sanatria aza hamaly faty ny havan’ny maty novonoiny, raha misy marina fitiavan-tanindrazany, amiko, moramora ny hahatafavoaka azy any Dago, toy izay any an-tsesitany. Ary Raosy, na ny Zanany tena izy, na ireto an’elakelatrano be de be miantso dada nandalovany tsirairay ny reniny, tsy mahasahy miatrika ny mafy zany, fa odibasin’ALIKA ny an’ireo, ny mandositra ihany ny fanafodiny! io le woe tel père, tel fils, te hanao anefa Rainitetaka mianakavy. Matokia ianao ry TGV, fefa resy ireo hatramin’ny nandosiran-dRainy. Na i Tojo any an-toerana, baikon-dRaosy woe, aza miditra amin’io tolona tolona io, fa zay hiverenan’ny fihinanana indray no ataovy. Na de magro aza, tsy hanitsahan’i Tojo tongotra akory, de andevoziny isan’andro isan’andro ireo magroreraka, fa e!e!e!e! sagnagna e!

  24. Verohanitra !

    Efa nisy resaka kely nataoko ihany momba ny fodian’i Dada fa raha tsy hahadiso dia averiko kely ihany :

    1)Amiko hoy aho, dia tsy dia PRIORITAIRE ny Fodian’i Dada, fa….ampiako kely ankehitriny noho ny fandehan-javatra :
    Ilaina maika ihany ny fodiany raha toa ka heverina ho atao amin’ny Novembre ny Election, satria tsy maintsy mahafeno ny 6 mois mialoha izy, vao afaka mirotsaka.
    Io no heveriko fa henjika tratrarin’ny Domelina, izany hoe tsy hahafeno ny 6 mois izy.
    Nefa rehefa dinihina, dia miankina amin’ny SADEC syny Fanapahan-keviny sy izay Sanctions ho ataony mikasika ny HAT izany.
    2)
    Ny zavatra tena prioritaire amiko dia ny fialàn’i Domelina, ary hametrahana ilay NOUVELLE COALITION eo amin’ny Transition. Io no tena ilaina maika, ary entitra, ka mahatsara ny hetsika miseho, mba hanararaotana ny maha-eo ireo iraka SADEC sy ONU ary Union Europeenne.

    Raha mihaoatra io Nouvelle Coalition io hanala an’i Domelina, dia mety hanahirana ihany ny mikasika ny Fodian’i Dada.

    Inona no tokony ho atao ? Ny hevitro manokana dia ny mandefa IRAKA malaky any amin’ny U.E, sy Delegation ny Nouvelle Coalition na Ny Ankolafy Ravalomanana, handamina ny Calendrier mikasika ny Fifidianana, ary miady amin’ny FOMBA MAZAVA, ny TSY MAINTSY HILATSAHAN’i Dada amin’ny Fifidianana.
    Raha mihevitra ny ahatanterak irery ireo ny Mouvance Ravalomanana dia tsy hety mihitsy, fa tsy maintsy ao ny Ankolafy Zafy, sy Vondrona manohana an’i Dada (Izay no antsoiko hoe : Nlle Coalition.

    3)
    Tsy misy tokony hifampiraharahàn intsony amin’ny HAT, satria efa Mandat presidentiel iray no nidongian’ireo tsy vanona ireo eo : ny antony dia « N »otohanan’i Sarko izy hatrizay, ary mbola tohizan’i JM Cahtaignier izany ankehitriny.
    4) Milaza mazava ny Nouvelle Coalition, fa raha mbola mitsofoka miditra amin’ny Affaires Interieures ny OIF dia mametraka ULTIMATUM, mba hiala daholo sy Hianjera ny Gouvernement ILLEGAL tarihin’i Domelina.Ka tsy maintsy APPLIQUER-na ny TRAITE DE SANDTON (antsakany sy andavany)

    Izay no mba hevitro, ka asa izay hevitry ny hafa aminareo !

    Fa toa haka tahaka an’i Bemafohy lasa nanao mission aho izany satria efa ela dia ela mihitsy aho no nihevitra ny haka tahaka ny fahendreny sy ny fahamarinany amin’ny Fitiava-tanidrazana hananany ! 🙂

    Efa hita manangasanga ny SOLIDARITE ny malagasy, fa mbola marefo dia marefo satria mbola kely ny Finoana sy Fifanomezan-kery.
    Tsy misy amintsika malagasy mihitsy izany mba mifampidera sy mifanome hery izany. Ny an’ny vozongo, deraina foana raha vao miady ho an’ny rehetra, na ny vendrana indrindra aza.
    Eo koa ny mpandrangitra toa an’i Rainitay sy ny namany, ka vao maika marefo. izay ilay tsy mba maha-hendry ahy toa an’i Bemafohy. Mazam-piteny loatra angamba, nefa milaza ny ao an-tsaina direct ….Mdr !!!
    Fa mazotoa e ! Mazotoa ! Samy manao izay hafany ……..handroahana AN’iDOMELINA !!!



    DOMELINA : DEGAGE ! 😉 Maimbo ny tanàna feno foza mpangery an-joro !
    Dehors !Ouste ! ry Rainitay mianakavy, fa eo no miseho ho Bomba risara eo a !
    Fenoy tay any an-tranonareo dia mangina !!!

  25. HIHIHI? tranomborona lety no vitan’vava hoy Rajao zay!!!!!
    f’angah dadanareo raha notenenina hoe mialà niala moramora?????
    inona no noteneniny: »TSAPAO ALOHANY HERINAREO » de mba tsapao indray aloha ny herin’alika iray magro e, refa mahery nareo de lasanareo indray ny entana. hatreto aloha mi-maste daholo no ataonareo ao @ magro de avy eo mandray karama @ faran’volana. ts mamel fa vavan’alika very fihinanana. manadana manakany sud-aff ry aliak isany refa malahelo azy e

  26. Ary mahasosotra ahy koa ity Njara ity an!,hay ialahy koa i Josefa????
    Soa fa hevitra no toanana eto fa tsy ny olona fa mitady ho very mihintsy aho.
    Ialahy kosa tsy mamely e!!dia mba voa indray aho t@’iny ! ary tena tsy arako mihintsy kosa aloha e!!
    Izay mihintsy no hitandremako @nareo be politika itony hi!hi!hi!!!!!!voa indray aho t@’iny !bedy ialahy an!!

  27. Mahatsiaro an’i sė foana aho raha vao misy ny hetsika ry Baby
    ka izay no nahatonga ahy nanontany sao sanatria????sao hentim-po any sė
    dia hoe:  » Inty ary aho sambory e! » hi!hi!hi!!!dia voasambotra @ tsy amin’ a -pas eo!

  28. ts efa teritery indray ve zao ny entan-dRanavalon fa telo taona+1/2 be i dada manao mission foana any sud -Aff???? ento aty amiko akia fa hataoko tongatonga matetika mist ny an’toi a

  29. IMAHAKA !
    Si tu as bien lu mon post et si tu te souviens des évènements autour du 13 mai 1972 , il Nous rendre compte que l’Armée (les bérets rouges et verts )ont perdu la raison de leur éthique , de leur valeur morale :, de leur honneur , quand
    le Général RAMANANTSOA Gabriel est devenu Chef de Gouvernement qui a dirigé le Gouve.mil.
    Le CEMGAM a été confié au Général RAMAROLAHY ,militaire né , sorti du rang ,digne de commander mais trop gentil..
    C’est lors de la  » confection  » du Directoire militaire que le CEMGAM a perdu la main ,car des jeunes officiers qui ne sont pas de l’IMERINA ont cru avoir une autorité quand ils ont partie du Directoire qui s’est scindé en deux :
    ..le Conseil Supérieur de la Révolution (csr)
    ..le Comité Militaire du Développement (cmd)..
    Et par la suite , quand Ratsiraka s’est fait élire président de la République , des militaires ont été nommés ministres dont la compétence n’ a rien à voir avec la mission du ministère !..
    Et ainsi de suite les militaires se sont crus supérieurs à Tous.., sans parler des gendarms qui ont vraiement pris la grosse tête après l’assassinat de tsimandrava..
    Alors ne Nous étonnons pas si ces hommes en armes ( les forces armes)à défaut de bon sens sens ,se sentent fors et intelligents avec leurs ames !

  30. Ny hita sy tsapa aloha dia tena maivana be ilay hetsika e! Tena azo lazaina hoe ry maivan-doha isany no tafahaona ka tsikaritry nyrehetra fa tsisy fotony ilay fihetsiketsehana saika atao. Lany lainga ry zareo satria ankehitriny dia miharihary ny fahaizan’i Andry Rajoelina mitondra ny firenena, ka ho ela velona anie izy.

  31. Faly miarahaba e !
    Ranavalona! Misaotra amin’ny fankaherezana. Betsaka no tsy mankasitraka ny fomba fiteniko tonga dia mahitsy. Fa amiko na sakako na sakan’olona rehefa vandana dia kary ary tsy mba fombako ny mijery arina an-tava amin’ny olona tiako hahitsy.
    Coucou Baby !
    Ny ahy aky kampainina hafa mihitsy a : tsy mila be kôzy fa ny fialan’i pt amin’ny fitondrana sandoka no tanjoko, ary ny fiverenan’i Dada mody hanarina ny firenena. Faly aho mahita an’ise eto.
    Njara !
    Amiko dia tsotra : ny fialan’ny movansa Ravalomanana amin’io governementa sandoka io no mety. Manjary misabaka izy : sady tandremana ny fiarahana amin’ny fat, no tandrovana koa ny fiarahana amin’ny vahoaka izay efa tsy mankasitraka an-drajolena intsony. Manjary manome lanjany ny fat ny fijanonan-dry zareo ao nefa efa hita fa vitsy an’isa ry zareo ary angady mondry tsy mahatapa-kahitra. Ka na dia te hampandresy ny tolona ary izy ireo dia manaraka am-bokony izay baikon’ny herim-pamoretana.
    Izany tsy manakana mihitsy ny hanatonana ireo fianakaviana iraisam-pirenena voalazanao ireo ary manao izay handresy lahatra azy ireo amin’ny tsy fankatoavana intsony an’io fitondrana sandoka io, indrindra fa efa niongana i Sarkozy nahatonga azy ireo tamin’ny fitondrana.
    Ny hevitra no mety samy hafa amintsika fa ny tanjona dia iray ihany : ny fialan’ny mpangala-pahefana sy ny fiverenana amin’ny fanjakana ara-dalàna.

  32. Faly miarahaba o !

    @Ranavalona !
    Miala tsiny aky a! Hay ve tsy fantatrao e ???!!! Aza bedesina aho oa !!! 🙂 Nymitolona efa fantatrao ihany !!!
    @ Verohanitra !
    Mitovy fa tsy sahala ny hevitr’isika mianadahy izany ! Rah any hoe Miala ao @ Gvt ao ny Mouvance Ravalomanana, dia ekeko mihitsy…..RAHA….
    Samy miala daholo na ireo Mouvance Zafy aza : Sady mariky ny Firaisna izay no efa hita izao fa tsara kokoa miaraka mitolona ireo Mouvances roa ireo.
    Raha n,y tena marina aza anie, i Beriziky isan’ny tokony hiala e ! nefa tsy ao @ Mouvance Ra8 izy, ka manahirana ihany.
    Na izany aza, dia miray fo sy saina amin’ny hevitry ny be sy ny maro aho, fa hevitra atosaka fotsiny ny ahy.
    Raha tena fehezina izany anie : Manomboka amin’i Beriziky sy ny Mouvance Ra8 ary Mouvance Zafy no TOKONY hiara miala.
    Samy soso-kevitra daholo izay, fa izay mahasoa no enga anie ho tanteraka.-
    Mba jereo anie fa en tant que Chef du GVT, raha miteny amin’ny SADEC i Beriziky hoe hanao Ultimatum fa Ravainy io Gvt io , ary tsy maintsy miala daholo ireo Ministra, dia efa misy kanjany lehibe dia lehibe izay eo imason’ny CI sy ny SADEC ary ny UE e !
    sa …..?
    Efa amro koa no mihevitra fa nyu fialàn’ny Mouvance Ra8 no vaha-olana, ka heverinko fa tokony mba hanaraka izany aho. Ary izay mihitsy no handeha ho voiziko indray izany .
    Verohanitra ve mahafantatra ity : http://lafy8.forumactif.ca ???

  33. Njara Verohanitra …
    il est bien stipulé dans la Feuille de route
    que Les Partis qui refuserait d’ y participer
    n’auront aucun droit à revendiquer quoi que ce soit
    Encore moins de participer aux Elections
    Quitter définitivement la Feuille de route ferait le jeu des Putschistes ( HAT )
    Ne Pas commettre d’Erreurs maintenant
    Ne pas rechercher la Division
    Surtout GTT Geneve
    Vous arrivez au but
    C’est trop Important pour l’Avenir du Pays …

  34. Aiza ihany izy ty e! ny SADEC vao t@ herinandro lasa teo, no nilaza fa tsy misy fomba hafa hivoahana @ krizy afatsy ny FDR, ry RAZEFA BE TAMBAWAKS itony mbola mandrevirevy ny Sandtown, sy ny fialan’ny Zandrinay. Ie marina aloha ny anareo e! ny mbola maha eo an’i Andry, no tena problemabenareo, nanantena mantsy ianareo, fa hionga-potsiny izy, rehefa tsisy famatsiam-bola, rehefa manao blocage tsy mijanona ianareo, rehefa atao daholo ty fomba mamaohehitra ity. De e!e!e! tsy azo nohozongozonina sy tsy nihontsina Zandrikely, ary io no mbola antenain’ny gasy izay tsy manaraka velively anareo, fa ho lasa grand président io, raha mivaha eo io krizy io, fa afaka misetra ny mafy, na de nanao angaredona azy aza ny fahavalony, sy ny CI. De io indray Njara mpandrevirevy, fa matoa Zafy niala taminareo, ary tsy hiditra ao intsony, de hitany ny fitiavan-tenanareo, de ny hamerina an-dRainareo, fa mba andramo kely ane woe, ho tahananay ianao dadabe Zafy hiverina eo @ fitondrana, tonga de Zafy mihitsy no hitondra anareo hilahatra eny Ambohitsirohitra. De manao an’i Zafy sy Deba ho vena ireto, ka hampiasa azy hamerina an-dRaosy, de ahoana no navalin’i Deba:  » IO VOLABEANAO IO, TSY HITONDRA ANAO ANY ….! » De manaova woa fametraham-pialana faobe na ny ao @ GVT, na ny ao @ parlement de ho hita eo zay hovokany ry bolokilahy mihinam-boatseva a!
    De mbola haveriko, fa ianareo mianakavy ihany no problemanareo mianakavy fa tsy Rajoelina, de ataovy foana ny ady an-trano, fa zarazarain’ny olona ny vendrana mba hanjakany satria vena sy sagnagna mianakavy! OK?

  35. Mamy Rakotoarivelo : appel à une rencontre des ressortissants malgaches à Paris
    Publié le Mardi 15 mai 2012
    Monsieur Mamy Rakotoarivelo, Chef de délégation de la Mouvance Ravalomanana, invite ses compatriotes et les amis de Madagascar à une réunion, pour échanger sur la situation actuelle au pays, le mercredi 16 mai à 20h au 47 rue Dulong, 75017 Paris (métro Villiers ou Rome). La réunion est ouverte à tour ressortissant malgache.

    Nos espérons beaucoup des contacts de Mamy Rakotoarivelo avec la Nouvelle Présidence Française …

  36. de hitondra inona avy any rakotoarivelo e???? ny bibitiny no entiny avy any fa ts hisy zavatra hiova eo raha mahavita mitondra mpikaraman’ady betsaka avy any ko maninona. atao daholo zao rehetra zao fa e e e. anjanony r’tony fa ts mahomby a. aleo manaiky an’i zandrikely de vita ny baolina. raha tena fav nareo de asaivo miala daholo tao @CT CST ny ekipanareo mba hohitanay fa tena ts mila ny volanay hianareo fa mahavelontena.

  37. Message de Sapa à Njara – Verohanitra…………..

    Njara dit :
    15 mai 2012 à 16 h 13 min

    La Tuerie du 7 Fevrier 2009 à Madagascar a été considérée par Le Tribunal de La Haye
    Comme un Crime Contre l’Humanité
    Tous les Responsables de ce massacre devront répondre de leurs crimes un jour ou l’Autre …
    Ils Attendent énormément de la nouvelle Présidence Francaise.


    Njara ..
    il est bien stipulé dans la Feuille de route
    que Les Partis qui refuserait d’ y participer
    n’auront aucun droit à revendiquer quoi que ce soit
    Encore moins de participer aux Elections
    Quitter la Feuille de route ferait le jeu des Putschistes ( HAT )
    Ne Pas commettre d’Erreurs maintenant
    Ne pas rechercher la Division
    Surtout GTT Geneve
    Vous arrivez au but
    C’est trop Important pour l’Avenir du Pays …

  38. Njara ! misaotra nanome ahy an’ilay lien.
    Sapa ! Bon ! Laissons les choses en l’état alors et espérons que nous arrivons vraiment au but.

  39. Tsy misy hisaorana akory Verohanitra a !
    Ny tenako manokana aloha dia mihevitra ny hanatrika ilay fihaonana amin’i Atoa Mamy Rakotoarivelo, fa mba te hahalala ny marina aho amin’ny hoe : Hiala ny Gvt ve ny Mouvance sa tsia .

    Mba tiako ho fantatra marina ny hoe : efa nanao demarche ve r’izareo amin’ny Enquete mikasika ny 07 Fevrier 2009, sa tsia

    Inona no misakana ny Mouvance Ra8 sy Mouvance Zafy tsy hitarika ny Rodobe ?

    Inona no fepetra ahazoan’ni Dada mody haingana satria misy ilay fetra hoe : 6 mois sur le Territoire.

    Mifanatona ve ny Mouvance Ra8 sy ny GTT-GENEVE sa kosa samy mandeha, samy mitady ?
    Ary ahoana ny fiheverany an’ity Vondron’ny Mpanohitra ity ? Mbola averiko fa tsy tokony ho Mpanohitra no tenay ampiasaina fa toy ny manome lanaja ny HAT izany.

    Inona no fepetra noheveriny hatao mba HO IRAY : ny Mouvance Ra8-ny GTT-GENEVE-Mouvance ZAFY- sy ireo vondrona manohana an’i Dada rehetra ?

    An-koatran’i LaFrantsa, moa ve nanatona indray ny UE r’izareo ? ary nihaona Tamin’Atoa Louis Michel ??? ary ny any USA , misy maso ivoho ve ny Mouvance Ra8.

    PS : Tsy tokony manao forcing mody ve i Dada ?

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *