Ny Sadc ihany no afaka mamaha ny olana hoy i Dada

DADA

Niditra mivantana tenyamin’ny Magro Behoririka androany ny filoha , samy liana nandre azy avokoa ireo vahoaka tonga teny an-toerana. Toy izao raha fintinina ny kabariny.

Tsy hitan’ny vahoaka Malagasy intsony ny lalan-kaleha sy izay zavatra atao. Mahareta tsara hoy izy fa ilaza zavatra marina aminareo aho. I Madagasikara hoy ny filoha Ravalomanana dia tsy afa misaraka amin’Afrika satria aoa anatin’ny vondrona Afrikana sy ny Sadc isika. Tamin’ity herinandro ity, , nanomboka tamin’ny Alarobia, ary mifarana rahampitso ny fankalazana ny andron’ny Afrikana. Tonga teto avokoa ireo mpitondra manerana an’iAfrika. Ny zavatra noresahana tamin’izany araka ny nolazain’ny filoha Afrikana Tatsimo dia hoe ahoana no ahafahan’ny Afrikana mampandroso any Afrika ary afaka miasa miaraka izy ireo. Ahoana ihany koa ny fomba fiasan’ny Afrika miaraka amin’ireo firenena hafa. Zavatra roa ihany no tsara hofantatry ny Malagasy hoy izy. Raha tsy mahazo fankatoavana iraisam-pirenena sy miasa miaraka ny firenenana any ivelany isika dia tsy azo atao n’inona, tsy azo ampiana. I Madagasikara joy izy dia tsy mbola nahazo fankatoavana noho ny sazy natao taminy, ary rehefa tsy manaja ny tondrozotra dia miharihary eto fotsiny ianareo mpitondra. Zavatra mahamenatra sy mampijaly vahoaka ny zavamisy eto Madagasikara. Niaraha nahita isika fa ny biraom-pifandraisan’ny Sadc dia nilaza fa ny mpitandro filaminana dia tsy natao ho herim-pamoretana ny vahoaka fa natao hirao ny fananany. Nambarany ihany koa fa misy ny fivoriana miaraka amin’ny ACP sy UE hatramin’ny Alarobia izao any Danemark, ka anisan’ny manatrika izany Andriamatoa Mamy Rakotoarivelo. Ny zavatra ataony di ahoe izao ny zavamisy mahazo anay, ary izao no ataon’ny mpitondra. Ry zareo ireo no mametraka fanontaniana hoe manao ahoana ny fahafahana ary indrindra indrindra ny fampiharana ny demokrasia any aminareo.Hoanareo miaramila hoy Ravalomanana, dia milaza fa manana traikefa ianareo, kanefa efa nilaozan’ny toetr’andro no ananareo. Jero ihany ny zavamisy eran-tany fa ny eto dia tsy misy demokrasia.Ny olona maneho hevitra dia henjehina hatrany Analakely. Nilaza tamin’izy ireo nytenako hoy izy ny amin’ny hanampiana antsika, ka nilaza izy ireo fa efa nisy olona nalefa any. Nanao tatitra mazava ny biraom-pifandraisan’ny Sadc taty Madagasikara nilaza ny zavamisy marina. Nanao tatitra mazava ihany koa ny vondrona Eropeana. Namafisiny fa ireo vahiny dia nilaza tsy maintsy mifa sy mifamela isika. Tsy ampy ny finiavana sy fahavononana hanao zavatra ka lasa miatraika any amin’ny vahoaka izany. Miandry nyfivoriana any Danemark isika, ny fanankianana ny zavamisy tamin’ny fandefasana lakrimozena nanapotehana ny Malagasy, ka naharatsy endrika antsika.Isika dia mamatraka amin’ny Sdac fa eo am-pelantanany ny ain’ny vahoaka Malagasy 20tapitrisa. Ny Sadc ihany no afaka mamaha io olana io hoy ny filoha Ravalomanana

Isika hoy ny filoha Ravalomanana dia maneho hevitra am-pilaminana. Samy manana andraikitra isika ary ny tomponandraikitra manao ny andraikiny. Rehefa maneho hevira dia tsy tokony henjehina amin’ny lakrimozena Inareo milaza fa professionel ireo dia diso ny ataonareo fa efa tamin’ny fanjanahan-tany. Nilaza izay fa tsy mandry andro aman’alina ny tenany any milaza amin’ny olona ny zavamisy marina. Mazava ny tenin’ny frantsay hoy izy fa tsy mankasitraka ny fifidianana tsy demokratika, ary ny Amerikana tsy hanampy ny tsy manaj ny zon’olombelona. Nankasitraka ny fanambaran’ireo manamboninahitra nisotro ronono ny filoha Ravalomanana.
Fa talohan’ny fidiran’ny filoha Ravalomanana mivantana tamin’ny antso an-tariby teny ankianja dia nisy ny kabary nataon’ireo mpitarika ny tolona. Ny depiote teo aloha voafidy tany Ankazobe dia nametraka ny fandaminana ny fandraisam-pitenenana teny ankianja Ankoatra izay dia nambarany fa ny zanak’idada dia eto ihany isika rehetra no mitaky ny fiverenan’i dada. Manomboka izao dia efa mametraka paikady vaovao isika satria efa akaiky ny fahatongavan’ny filoha Ravalomanana. Ny Praiministra mihintsyhoy izy no efa nilaza fa tsy maintsy hampiharina ny andininy faha 20 ka ho hita eo ny tohiny. Miomana isika tahaka ny tamin’ny 21 janoary teo ary tokony tsara lamina misimisy kokoa izany. Nisarika ny sain’ny rehetra ihany koa ny tenany,  mba tsyhovoarebirebin’ny sasany etsy sy eroa amin’ny fanaovana fifidianana. Tsy afaka misroso amin’izany isika hoy Mamitiana raha tsy tonga i dada. Ny fitoniana dia ny fiverenany eto amin’ny fireneny. Tsy ny Ankolafy Ravalomanana hoy izy no manakorontana fa ny vahoaka Malagasy no mitaky ny fiverenany. Raha tena mpitondra hoy izy tao anatin’izaytelo taona izay dia tokony efa nahazo fankatoavana.
Eto amin’ny Magro no fihaonantsika hoy Raveloson Constan, maka saina, mifampita vaovao. Izay misary adala hoe Magro sa andalambe dia diso izany. Ny iangaviana antsika hoy izy samy hametraka izany any an-tanana fa ny 28 Aprily teo ny CST sy CT rehefa nivoaka Magro dia vaky ny tanana. Nanomboka teo hoy izy dia samy namaky tanana daholo, dikany izany dia isika no mamaky lay ny tanana. Efa hitan’ny Sadc ihany koa hoy Constant fa ilay zo fototra hanehoana hevitra dia tsy navela hanao izany teny Ambohijatovo isika. Nisy dingana sy fiovan-javatra lehibe ny ketrika nataontsika teto, noh oizany dia ahitsio ny namana sasany. Hatramin’izay dia lasa sahy mivoaka mitaky andalambe ny rehetra ary maniry ohatra ny anana izany. Dikany hoy Constant dia mandroso ny tolona ataontsika eto amin’ny Magro. Samy manana ny anjara birikiny isika amin’ny fampahafantarana ny namana.

35 pensées sur “Ny Sadc ihany no afaka mamaha ny olana hoy i Dada”

  1. dada a raison:il n’y avait pas de robocops ni d’importation d’armes de destruction de manifestants;tiko air n’a transporté que du fromage et du lait de sud af;le reste est denigrement de dada le pacifique;les soldats etaient bien traités et s’oqp seulement de la garde des vaches laitières ou le trafic de tiko en tt genres!vive dada

  2. Ntsôô!!! Ampangotsoan’ingahy Ravalo indray ireto zanany dia manantena ny tsy misy eo! Efa mazava ny tenin’ny Sadc fa i Valo dia tsy mahazo mody eto Gasikara mandritra ny 12 taona! Nefa raha te hiverina izy hoy ingahy Santos dia tsy mitsabatsabaka amin’ny fahaleovantenan’ny mpitsaran’ny Madagascar izahay, hoy izy! Koa hoy izahay hoe tena écrasé total mihitsy ingahy Ravalo lehiretsy a!

  3. Denise à! mivaro-pika oa no hainao fa aza mandrera-tena mandainga eto fa tsy olona azo fitapitahana zany ngeh reo zanak’Dada reo é… Resak’Dada sy zanany any aza hatao maparary an-doha foza!!! ge hahalafo ny entanao hatao!!! aiza Rabe vôpl haingana mipoatra avy any anaty lava-poza tonga dia miteny lavabe haingana!!!!vite!!!

  4. Tsy aritry Raverbeek mohitsy woa ty Vôpla be nay ty! Za aloha tsy miditra @ invitation nareo, fa tsy PD otranareo ny tenanay!
    De io ndray ny je suis n-dRaosy! nilaza indray izy fa izy no nanome baiko ny SADEC hiantso ny mpamatsy vola an’i Madagasikara @ fanomanana ny fifidianana. De te hiteny koa eto woe, t@ androko nisy ny demokrasia, kanefa nanafarana mercenaires vahiny sy nampiditra fitaovam-piadiana antsokosoko hamoretana vahoaka, de ireny faty olona mikararana ireny moa no nihafaran’ny leson’ny demokrasia navelan-dRaosy. De vakio ty Raosy, fa tsy ianao, nametra-pialana nandositra @ ratsy atao akory no hanome lesona anay a!
    De mba maharaka tsara Raverb, fa Rabe eny foana a! aza mody fanina, de manao anay woe matahotra anareo, fa nareo mihitsy no tsy mahita havaly anay, satria ny anay, de zava-misy no lazaina, fa tsy mpanao montage fôpla SY MPANDREVIREVY otran-dry Njara sy ry Solo Razafy, hany ka mpandainga raitrano otran-drainy mpanao je suis foana, aiza moa no tsy migadra lava any an-tanin’olona any! VENA RAITRANO E!

  5. I Dadanay milay sady beau gosse fa tsy tahaka ny domelina lavanify,

    ianao indray aloha denise-kristelle, dia ny mivarotra ny laokasiranao ihany no mety aminao.

    varoty tsara ilay fika, fa ho avy i DADAMALALA ka ho tapaka fihinanan indray ianareo, izao dia trohy ny taolampifikan´i rajoelina aloha .

    Rabe ombiasy a! mila miova tandrok´osy ianao fa tsy masina intsony ny ody gasy. Vao mivavaka i DADA dia nivadika biby ny odin´i Rabe hi! hi! HI! .

    AIZA izao I ROSSY mpihira , izy io ataonao hoe. i RAOSY= ROSSY mpihira.

  6. Jereo itony ry raosy jamban’ny karaoty:

    ANDRY RAJOELINA: Le président de la Transition est bel et bien revenu de Luanda, capitale d’Angola, après avoir rencontré Dos Santos, président de cet Etat africain et non moins président en exercice de la Sadc. Ils ont notamment parlé de processus électoraux pour Madagascar, ainsi que de l’aspect de la relation bilatérale entre les deux pays.

    En gros,pas de reconnaissance ni d’aide financière pour organiser les élections.Que dalle quoi!

  7. Ka milona be anie ny SADC ry dada nefa ny vahoaka efa mikaikaika e!!
    dia iza no tompon’ antoka @ izao fahapotehana izao izao??ela loatra!!!
    Misaotra an’Atra fa mba tsy voavidy ireo iraka farany fa tena nilatsaka teny an-toerana ka asa raha mba
    hitondra vokatra MALAKY. Dodosy any ry dada fa tena mafy e!!

  8. Dia ny tena no menatra!!tsy maintsy halazo ihany oah ilay PIKA atsy ho atsy e!!
    « tena nolelafin’izao tontolo izao domelina dia nahazo fankasitrahana araka ny fitenin’ilay
    mpivaro-pika » hi!hi!hi!!!,hay daka sy hita maso no nahazo azy ARAKA NY EFA MAHAZATRA eeeeeeeee!!!!!maty lah domelina a!!
    tsy misy VIDINY mihintsy, izay aleha maneno sahona, izay mba momba azy MITONDRAFAISANA daholo, tena mitondra LAPOASY
    @’ izay tany halehany ity domelina ity marina e!!!!aza mba ALAKAOSY ihany oah!!izao no halehany!!mipoka esy mipoaka eroa!voadaka
    atsy voadaka aroa!!!dia inona indray no manaraka???aiza indray no hamahan-dalitra???ha!ha!ha!!!!!!mapmė bė donto be k’lėty e!!!

  9. Rabe VÖPL sy Denise mpivaro-pika tsy henonareo ve ny tenin-Dada fa tany Sandton no nanaovana ny andron’ny Afrikanina fa diso làlana ngah DJ Domelina kely dia tany Luanda no nandeha nitonantonana???? Tsy ho razanakisoa foana no ho minisitry ny fitsaràna eo ka hiampangapanga @ zay tena namono olona sy nadroba teto éé fa ho avy ka miomana izay tena namono olona sy nandroba …tsy misy azo fitapitahina sy hamadibadihan-dresaka zany eto ka ho voafitaka!!!!

  10. Ary nga Raosy ry Verb tsy nahasahy niteny woe: de voasa manokana tao @io fivoriana tao Sandton io aho. Fihaonana manokan’ny filoha hajaina Andry sy ny filohan’ny SADEC io tao Luanda io ry sagnagna, @ maha président tournant n’ny SADEC an’i Dos Santos, sady mbola nisy koa ny dinika momba ny fifandraisan’ny tany roa tonta ary ny fanatanterahana haingana ny fifidianana any Mada. Raosy ane, ao @ hoteliny fotsiny no mandrevirevy sy mamoron-dainga aminareo, fa tsy afaka mi-bouger intsony e! de nahoana no tsy mahasahy miteny intsony woe, tatsy aho na taroa. Tsy moramora ny manao zavatra, fa hatreto de tsy misy manankiana ny fanatanterahana ny FDR na ny SADEC na ny CI, ary io no hirosoana sy ho tanterahan’ny olona, fa tsy te hisy échec na médiation zany ny SADEC, de mandeha tsikelikely io ry sagnagna a! @ TALATA izao ny CENI no hamoaka ny calendrier électoral, de hiroso ny fanomanana ny fifidianana, zay vao miala any ny saosy. Mba manaraha lojika ry vena a!
    Io maha vena anareo ane no handihizanay eto e! dadanareo zany woa, tsisy mpihaino intsony, de mandainga sy manao intox otranareo, sao mba mahavita mandrehatra afom-pitiavana azy kely ndray ao @ MAGRORERAKA miandry lava nandritra ny 3 taona mahery tsinona koa! tsy marina ve zany ry Ambohidonto raitrano a!

  11. Matahotra mafy angaha ny foza, no toa ry zareo irery no manao resake lava be ato ? Tsy misy mamaky akory amin’izany izay mba soratany !!!
    May Ambondrona marina ; ho avy ny fara andron’ny foza !
    Ny subconscient-n’ilay foza dia miaiky fa tena mbola tsy misy Président hendry sy tia tanindrazana noho ny Filoha Ravalomanana, fa dia entin’ny fialonana dia vao mangiran-dratsy ny andro, dia mandany enerzia mamafy lainga ato !

    TTTTTTSSSSSSSSSS !!!! Ho lasa adala, hipika intony nadia itony !

  12. Tsy maintsy hoe: hipipika ihany ilay pika e!!hivika mihintsy aza.
    Indrisy mantsy ray olona fa ela nitoratorahana ity domelina ka………
    raha nitohy hono ny hazo dia tonga tany an-danitra ny voalavo fa saingy nisy bitro ilay izy fa tsy voalavo fotsiny.
    Ny fitsarana eo ihany fa ny fitsaram-bahoka sy ny fitsaran’Andriamanitra ???
    Tsy maintsy mandresy ny tolona! ho tonga anie ny fahafahana!!DOMELINA MIALA!!MIALA!MIALA!!!!!!!!

  13. HODY NY FILOHA FA TSY HODY AMIN’NY TANAM-POLO FOTSINY !

    Miala nenina i rajoelina ary nampiasa izay heverina fa ny fihaonany amin’ ireo olona mananan’andraikitra mivantana momba ny kirizy dia  » hitsimbina ,na hiantra azy , ka hanova « virgule  » iray amin’ny fifanarahana nosoniavina atrizay ary ,nho ny maha rajoelina azy , dia ho rivitina ny fifanarahana ary haverina ny adi-hevitra !
    Ny Firenena mikambana , ny Union Européenne , ny USA ,ny SADC ary ny fivorian’ny Firenena avy any amin’ny ACP sy ny UE any Danemark ,araka ny votoatin’ny resaka ao amin’io fivoriana io sy araka ny fanambaran’ny minisirta Mme Ashton (UE) dia tsy hanampy an-drajoelina oho ny antony maro( tsy misy fakantoan’izao Tontolo izao ,tsy manja ny démocratie ,tsy mamela ny Vahoaka hivory sry tsy misy fahalalahana
    hanehoana ny hevitra..).
    Ao anaty vovo rajoelina..
    Ny seho-javatra eo amin’ny Firenena ( ireo fitokonana maro mikasika ny mpiasa-panjankana , ny mpianatra , ny mpampiianatra,ny sampana rehetra misahna ny fahasalamam-bahoaka..) ny fanambarana y fampitandremana avy amin’ireo manamboninahitra misotro ronono sy ireo manamboninahitra lefitra misotro ronono…dia tsy miasa hanamora ny fitondran-drajoelina ,indrindra moa fa mikatso ny tetezamita tarihiny satria tsy hiverina ao amin’ny andri-pirenena nialany ireo mpikambana ao amin’ny ankolafy RAVALOMANANA MARC…

    Voankazo lo rajoelina y nyjiolahy sy jiovavy miaraka aminy…
    Rivotra kely mitsoka mafimafy dia mianjera any an-kady ireto voankazo lo !

    Ny Filoha RAVALOMANANA MARC dia efa..lasa mialoha ka mikarakara ny enti-manana ny fanarenana ny Firenena ,ka miresaka sy mifandinika amin’ireo mpamatsy vola ,izay mampatsiahy aza fa tsy misy fanampiana raha tsy mahazo ny fankasitrahan’ny Communauté internationale…!
    Ny communauté internatonale no mitaky ny fodian’ny Foloha Antanindrazana atrizay ka atrizao ,izay midika izany fa TSY MAINTSY MODY NY FILOHA MBA HAMAHANA ITY OLANA ITY !

    Araka ny fahafantarana ny Filoha dia sarotiny izy atrany amin’ny antsipirian ‘ireo fiasana ilainy hanantanterahana ny tanjona ho tratrariny dia tsy hody ny Filoha RAVALOMANANA MARC raha tsy milaina tsara ary voapetrapetraka tsara ny fifanarahana omba ny enti-manana sy enti – manao ( fanampiana ara-bola sy ara-techniques )mikasika ny Fanarenana ny Firenena sy ny Fanatsarana aingana ny fiainan’ny Malagasy .

  14. I rajoelina sy ny be mokon-doha miseho mahalala ny tena mety dia nihevitra fa efa lany andro , fa maty lolo ary tsy misy hilàna intsony izany SADC , izay nilalao ny Malagasy fotsiny..
    Rehefa tsy takatr »izy ireo ny antony maha ela ny fandinihina mialoha ny fanam-paha-kevitra dia tsotra ny azy ireo : lalaovin’ny SADC ,inona koa no mba ketr(efan’ny SADC izay manao affaires miaraka amin’ny rantsay..
    Izay fijery fohy , tsy mandalina fa entin’ny haitraitrasy ny eboebo dia
    maneho tsaho ary manaratsy ny sasany ,na tsy fantany na tsy hainy aa ny seho-javatra ,fa ny fitadiavana doka sy tehaka eo amin’ireo izay mihevitra fa tena « spécialistes  » ilay be rehaka !

    Ny SADC dia ondrona Firenena dimy amby folo ,izay mikaoty ho mpikamna ao aminy ny Repobolikan’ny Afrika Atsimo ,izay manan-karena be ay manana ny Tafika matanjaka ao Afrika.
    Io SADC io no notendren’ny Communauté Internationale hisahana ny fanelanelana o amin’ireo antoko malagsy nanao sonia ny tondrozotra nifanarhana tany SANDTON tamin’ny septembre 2011..!
    Tsy tianao ,aratsianao ny SADEC , dia ny Communauté Internationale no tsy tianao ,no aratsianao…!
    Dia mba havoay ary azavao Aminay aza ny hala-olanao..!

    Fijery sy hetsika toa izany no ampiasaina entina manaratsy ireo mpitarika ny ankolafy RAVALOMANANA MARC, izay nanendry ireo mpitarika ireo ..Tsy tianao ,aratsianao ireo mpitarika ireo dia ny Filoha RAVALOMANANA MARC no tsy tianao no aratsianao…
    Dia tondroy , aseho ny Malagasy ny olona tiana hisolo ny Filoha RAVALOMANANA MARC !

    Koa aoka hitandrina..fa ny SADC tsy hiera aminao vao hanantanteraka ny iraka nankinina taminy..!
    Toa izany koa ireo mpitarika ny ankolafy RAVALOMANANA MARC ,tsy hanontany anao ny tokony ataony izy ireo..!
    Hoy ny Filoha RAVALOMANANA MARC

    …Mankasotraka an’Andriamatoa RAKOTOARIVELO MAMY izy
    …Ny SADC ihany no afaka mamaha ny olana !

    Teny aroso ho an’ny olo-kendry izany fa iza moa no adala hananatra ny maivan-doha sy tia haitraitra eto !

  15. Les gesticulations des animateurs de free ne sont ni innocents ni sincères dans lla désaffection d ‘ avec rajoelina .
    Ils sont des « fidèles de rajoelna et sont utilisés pour draguer et rassmbler des faux les pro-RAVALOMANANA MARC !

    Cette drague constitue un échelon de l’escalade dont ebur premier est de neutraliser le Président par tous les moyens (attentat du 17-18 novembre 2006 , coup d’état en mars 2001 suivi de l’éxil et les différentes interdictions de rentrer au Pays..)Il y a eu les dénigrements et les poursuites judiciaires des dirigeants de lamovance RAVALOMANANA MARC et cette drague pour rassembler des faux pro-RAVALOMANANA MARC ,suivie de cette campagne de presse qui constate la dminution de ceux qui fréquentent assidumen l’enceinte de MAGRO à Behoririka..
    Mais y-at-il eu comptage à plusieurs reprises du taux de fréquentation dans cette enceinte..
    Il est facile d’écrire de telle désinformation..
    Ce qu’il existe , c’est qu’après le face-àface avec les « agents de l’ordre public des manifestants appelés par les membres du congrès et du CST pour écouter leurs exposés à Ambohijatovo ,nombreuses sont les assopciation , qui ont revendiqué la paternité du rodobe de samedi..
    Pourquoi ces revendications ?
    Au fur et à mesure que le retour du Président RAVALOMANANA MARC paraît proche , ces associations veulent être  » comptées parmi les supporters assidus et fidèles du Président…!

    De toutes les façons ,le Président RAVALOMANANA MARC est le leader d’une des mouvances issues des Accords de MAPUTO , il représente TOUS les Malgaches dans sa lutte contre la olitique de la françafrique et qouiqu’il en soit , Nous serons rapidement fixés sur le  » volume  » de ceux qui le suivent dans sa politique et de savoir qui sont ceux qui sontre lui après les élections présidentielles et législatives.!
    Alors un de décence et maturité !

  16. Ny aza mba entin’ny Vôplo mitsingevana ihany! fifandraisana @ SADC izay efa nolazainy fa tsy misy ilàny azy ve???ha!ha! ôka letsy be vôpla fa aza miteniteny foana!!! foza ihany sisa azon’lah hanaovana haron-tabebaka fa ny zanak’Dada reo letsy mahay à!

  17. Ouadray, mdr !
    Hay nitonantonana tany Luanda i Lavanify ? Ha Ha Ha !!!
    Tsy nandaitra nga ny fanafody sa nilaozany nihoso-menaka sy niloulou lamba be tao @ Toilettes ny avion ka tara, efa ni-dekolé (direction Luanda) izay vao nivoaka ny Toilettes.
    Eisy e ry RABEvoanjoborimainty e !

  18. Mba vakio ny tatitr ‘zany ramatoa andriamaro izany mikasika io dian-drajoelina tany Luanda io .
    Araka ny filazan’io ramatoa io dia noraisina toa ny Filoha-pirenena i rajoelina..
    …ny diany dia mba hahalala ny « expérience tany Angola  » momba ny fitondra
    …nanambara tamin’ny Président-n’ny Angola sady koa Filoha am-perin’asan’ny TROIKA / SADC fa notanterahany an-tsakany sy an-davany ny fametrahana ny ondro zotra !

    Voalohany dia io Président Eduardo dos Santos dia tsy voatavo tsy mifandraka ,ary matoa izy no voafidy ho lehiben’ny TROIKA dia mahafehy tsara ny lana misy any M.karar izy , ka tsy ho mora ny handainga na hamitaka azy.
    Faharoa , Filoha mifandray an-téléphone amin’ny Filoha RAVALOMANANA MARC matetika izy
    Fahatelo dia misy solotenan’ny TROIKA / SADC anie any M.kara izay manaraka tsara ny seho-javatra any M.kara
    Io ramatoa andriamaro io dia mandainga..!

  19. Tena mahasahy mifanamby za, raha bôgôsite, na bika, na tsanganana, Raosy antidahy, tsy mahay miteny Frantsay, fohy kely sady bingo, be mangy, menafify otran’ny voatabia, tava-kary, tsy omen’i Zandry na de kely aza. Mba ampilaharo @ facebook, Andry VS Raosy, Lalao VS Mialy, de manaova sondage, fa angamba hapme be!

  20. Mazava be anie ny resaka izao e! Tsy nahazo « audience » tany @ François HOLLANDE i Andry RADOMELINA, dia lasa indray nandady tany Afrika, kanefa hatramin’izay natao ohatry ny diky izy ireo!
    Inona moa ny « reconnaissance » azon’ilay ampondra lahy lavanify io, fa dia fitsangatsanganana fotsiny e!… Dia ho hita eo indray!
    Ho antsika rehetra: marina fa mafy ny tolona, kanefa diniho tsara fa tsy misy làlana hafa-tsy ny hoe « alefaso ny fifidianana » ny FATn’alika kanefa….. MISY MIHAINO? Ny antsika efa manomboka miroso miadana (LENTEMENT MAIS SUREMENT!)

  21. Sûr mintsy ry zanak’Dada isany à! hita mihintsy fa sady nahita fianarana no tsara fanabeaana no tia-tanindrazana ireto zanak’Dada reto fa ry Be Vôpl sy ry mpivaro-pika dia ééééé! tena niveau samihafa é!!! lainga sy fitaka ary masobe tsy mahita no spécialté n’ireto fozatay reto taloha no mety hisy voafitak’zany fa zao vao miha-mampilentika ny foza any anaty lavatay ny laingany!

  22. Ahoana indray ity Rabesagnagna:

    Amnesty International : Rapport accablant contre les forces de l’ordre
    Samedi, 26 Mai 2012 00:00
    Les forces de l’ordre sont de nouveau pointées du doigt.

    Amnesty International vient de publier son rapport 2012. Ledit rapport accuse les forces de sécurité de graves violations des droits humains, notamment d’homicides illégaux, d’actes de torture ainsi que d’arrestations et de détentions arbitraires. « Les manœuvres de harcèlement et d’intimidation visant des journalistes et des avocats se sont poursuivies, de même que la détention sans jugement d’opposants politiques. », soulève Amnesty International.

    Impunité quasi-totale. Le rapport précise que « des membres des forces de sécurité ont tué des suspects, dans une impunité quasi-totale. » A ce titre, Amnesty International rappelle que trois hommes qui n’étaient pas armés ont été abattus le 8 septembre par le GIR. Par ailleurs, le rapport évoque la mort du magistrat Rehavana Michel qui « a été tué à proximité de son bureau et de la prison de la ville par un groupe de policiers qui cherchaient à obtenir la remise en liberté d’un de leurs collègues, emprisonné dans le cadre d’une affaire de vol ».

    Mort en détention. Le rapport de l’Amnesty International cite le cas de Hajaharimananirainy Zenon, un chauffeur de taxi connu sous le nom de « Bota » qui est mort le 17 juillet après avoir été arrêté et torturé dans le quartier des 67ha par des membres de la FIP (Force d’Intervention de la Police) qui ont déposé son corps à la morgue. Selon Amnesty International, la famille de « Bota » a porté plainte le 30 août, mais on ignorait à la fin de l’année si une enquête officielle avait été ouverte. Que disent les forces de l’ordre devant ce rapport 2012 de l’Amnesty International ?

    Mba tanisao zavatra tsara mba vitan’i Domelina hoe izahay mitady ny ara-dalàna.

  23. Ahoana indray ity ???!!!
    31 MAI-2 JUIN
    Envoyé par: TSENABE (Adresse IP journalisée)
    Date: lun 28 mai 2012 16:46:31

    TONGA @ FARANY VOLANA i DADA :31 MAI
    (Agece Reuter)confirmée par Mamy RAKOTOARIVELO(Copenhague)+Hanitra (Tana).

    1 jona fety be Madagasikara!!!

    2 jona : FIVORIANA MIARKA AMIN’I Mamy RAKOTOARIVELO ao Paris !!!

    miandry isika e ! Tongava MARO !

  24. Na INONA TSY FITIAVANAO AN4 I mAMY rAKOTOARIVELO
    Na Inona fankahalanao azy ,

    Aoka HIFANAJA fa ny hevitra tsy ary hitovy na oviana na oviana.
    Ny fanahy jiolahimboto toy ny foza : avelao any an-jaoridira, fa an’i foza izany !

  25. Lasa tany Luanda i LavaSanga LavaNify hi hi hi hi hi !
    Avy eo Nibabababa tany Afrique Atsimo nefa nopain’i RABE sy ny tariny fa hoe maintingiroka ny olona any.
    Tsy nahita hirika na tany @ Hollande na tany @ Zomà ha ha ha ha ha !
    Latsaka tao @ WC n’ny avion ngamba ny lamba nololoaviny ka OTA ny fanafody hi hi hi hi !

  26. Dedaka ery ny sany fa voaantso mitokana mihintsy anie hono i domelina e!!
    namelarana tapie mena mihintsy hi!hi!hi!!!!Mapmė be rehefa donto bė!!

    Tratry ny Pantecôte Baby a! tsy nitsangatsangana angaha ???nisy inona indray tao anaty fiaramanidin’i domelina a!
    sė koa dia tena manapa-tsinay mihintsy kah! Voanjobory no laokanay androany hi!hi!hi!!!!!!mahita z antra koa sė an!!

  27. Coucou Ranavalona,
    Kou efa hoe Ota ny fanafodin’i Domelina ka inona indray ? Kely sisa dia afa-pofona e !
    Mba nitsangatsangana nge zahay anikeo e ! Drakaka nasiana sakamalao sy Maizena no laoka hi hi hi hi !

  28. Iza avy moa ireo nanaratsy ,namiravira an’Andriamatoa RAKOTOARIVELO MAMY sy ireo mpitarika ny ankolafy RAVALOMANANA MARC , sy ny Vahoakan’ny Magro ?
    Hisy mantsy amin’izy ireo ,izay hanova pseudo , dia hanindrahindra azy sy hiseho ho mpanohana an ‘Andriamatoa RAKOTOARIVELO MAMY , izay iaraha-mahalala fa lehilahy antokisan’ny Filoha RAVALOMANANA MARC..!

    Miandry ny fanambaran’ny Ankolafy RAVALOMANANA MARC manamafy io andro sy ora hodian’ny Filoha RAVALOMANANA MARC MIANANKAVY io..!
    Anio Talata 29 mai no nifamotoana ny Vahoakan’ny Magro hanomana ny fandraisana ny Filoha ary hanome ny fepetra rehetra ary manafy tsara ny andraikitry ireo komity efa natsangana..!

    Ekenay fa na ny Vahoakan’ny Magro ,izay nompana , nesoana , naratsina aza no nahatanteraka ny fampodiana ny Filoha RAVALOMANANA MARC MIANANKAVY dia Antsika Malagasy Rehetra izany fahasoavana izany..Koa ampangino ny haitraitra , ny hambo ,ny fisekosekoana nanoratra tetsy sy teroa ,nefa efa tapaky ny Ankolafy RAVALOMANANA MARC sy ny TROIKA / SADC efa ho tapa-bolana izany ny fiverenan’ny Filoha RAVALOMANANA MARC ,tapa-bolana tao aorian’ny fandresen’ny Président FRANçOIS HOLLANDE ( 15 mai 2012 )…!
    Tonga amin’ny fotoana tokony ahatongavany ny zava-drehetra..!

    Ary ho ANDRIAMANITRA IRERY NY DERA SY HAJA ARY NY VONINAHITRA !
    FA HO ANTSIKA MALAGASY NY FAHASOAVANA SY NY FIFALIANA ARY NY FAHASAMBARANA !

  29. Déclaration des Coprésidents de l’Assemblée parlementaire paritaire ACP-UE
    Envoyé par: Asherman (Adresse IP journalisée)
    Date: mar 29 mai 2012 09:41:00

    « Déclaration des Coprésidents de l’Assemblée parlementaire paritaire ACP-UE
    Concernant la situation politique à Madagascar

    M. Louis Michel et M. Musikari Kombo, Coprésidents de l’Assemblée parlementaire paritaire ACP-UE rappellent l’importance de respecter l’intégralité de la feuille de route et la nécessité de prendre de toute urgence les mesures d’apaisement qui y figurent, notamment, la cessation immédiate des persécutions des opposants, la libération de tous les détenus politiques, l’ouverture des radios et des télévisions privées non acquises à la cause du pouvoir, la restructuration de toutes les institutions sur base de l’équilibre du pouvoir, le retour sans condition des exilés politiques y compris le Président Marc Ravalomanana, sans lesquelles la tenue d’élections démocratiques reconnues par la communauté internationale n’est pas possible.

    Ils rappellent le rôle incontournable de la SADC dans l’exécution de la feuille de route et son obligation de prendre toutes les mesures y afférentes, y compris le recours aux sanctions en cas de non respect des dispositions.

    Ils appellent à la tenue d’un sommet inclusif des quatre chefs de file politique à Antananarivo
    afin de mettre un terme par le dialogue malgacho-malgache à la crise interminable conformément aux recommandations de la SADC.

    Les Coprésidents réitèrent leurs préoccupations quant à la nécessité de mettre fin aux souffrances du peuple malgache. »

    .

  30. Ilay tsikera koa anie dokotera ka mba manatsara zavatra ihany indraindray e!!
    amiko aloha an! ary andraso aloha ! aza mbola misioka raha tsy tafavoaka ny ala.

    Henonao tsara angamba ny kabarin’i Mamy.R farany teo @ Magro hoe:  » Minoa ahy ianareo ( naveriny in-3) fa tsy maintsy
    tonga @ herinandro teo i dada » ohatra io omeko anao io an! dia aiza???aminao ve mety izay??Koa ahoana no tsy hisy ny
    tsikera ???misy zavatra tsy mety ao matoa ny olona miteny, ary ny tena tsy nitiavako azy dia ity izy nanaiky fa i demelina no
    ho filoha, nefa izao tontolo izao aza efa nandà hatr@ voalohany fa mpanongam-panjakana i domelina, tsy mbola vita iny sonia
    iny no efa nidradradra izany izy, ny antony? tsy te halala ho fa amiko dia FAHOTANA MAFATY NY MBOLA NANEKENA an’i
    domelina ho filoha, dia teo no nipetraka ny disadisa , tsy nanana fahatokisana azy intsony ny vahoaka , mba mieteza ianao eo
    @ toerany, olona efa mampihinana maloto anao ery no mbola ho loloavina ho FILOHA???????

  31. Mba tiako ho hitan’i Dokotera io ry Kintana fa ity nisy ferezan-teny
    tsotra sady mahafaoka nalaiko tao hoe: » hitsahatra ny tsikera sy ny
    fanenjeanarehefa mitsahatra koa ny FAMAHANAN-DALITRA ATAONY » ataoko fa ampy ho tsako2 io.

  32. Tandremo fa misy antony 2 no hilany ireo miaramila ireo an!
    Ramatahora aloha voalohany indrindra, dia mety koa ho Drôgeny ireo alika
    dia avy dia hitifitra an’i dada ( izay efa nanaovany fanekena t@ DEVOLY), ary vitany izany , efa kendaroroka mantsy ny
    anao lahy ka tsy maintsy hitady hirika FARANY 3 taona kosa izy nanjakazaka koh! aleo andramana sao mbola mitahy ilay
    devoly????

  33. Ireo alika ireo ranaval no olona tsy nanaiky intsony ny baikon’ny ra8 amin’ny famonoan’olona izay tiany hatao./

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *