US Embassy Madagascar : Declaration sur les menaces a la liberte de la presse a Madagascar

187868_126866674011067_1603002802_n

Les Etats-Unis notent avec grande inquietude les actions recentes contre les journalistes par les membres du regime de fait, en particulier M. Harry Laurent Rahajason. Depuis plusieurs semaines des journalistes ont ete arretes, ont recu des lettres d,avertissement envoyes par le Ministere de la Communication et ont vu leurs licences retirees par les autorites. Ces gestes sont incompatibles avec les normes internationales sur les droits de l’homme et contraires a l’engagement de toutes les parties a creer un climat de tolerance, d’inclusivite et de reconciliation afin de resoudre la presente crise politique.

Nous soutenons tout appel a une cessation immediate de ces actions visant a fermer les organes de presse ou a retirer leurs licences de diffusion.
Une autorite legitime cherche a promouvoir le dialogue et non a fermer les voies d’expression.
L’intimidation contre les journalistes, a travers les lettres d’avertissement, les arrestations ou le harcelement, doit cesser. Ces actions qui entravent la liberte d’expression, violant les droits humains fondamentaux, sont un element cle a l’eligibilite a l’AGOA

 

Fanambaran’i Etazonia momba ny fandrahonana ny fahalalahan’ny asa fanaovan-gazety eto Madagasikara

Amim-panahiana lehibe no anamarihan’i Etazonia izay nataon’ny mpikambana ao amin’ny fitondram-panjakana misy ankehitriny tamin’ny mpanao gazety, singanina amin’izany Atoa Harry Laurent Rahajason. Herinandro maromaro izay dia nosamborina ireo mpanao gazety, nandefasan’ ny Ministeran’ny Fifandraisanataratasy fampitandremana ary nalan’ny manam-pahefana taminy ny fahazoan-dalana mampandeha onjam-peo. Tsy mifanaraka amin’ny fanao iraisam-pirenena momba ny zon’olombelona, ary mifanipaka amin’ny fahavononan’ny vondrona rehetra hizotra amin’ny fahatoniana, fifandeferana, tsy fanavakavahana sy fampihavanana mba hamahana izao krizy politika izao.

Tohananay ny antso rehetra hampihatoana tsy misy hatak’andro ny asa fanakatonana gazety na fanesorana fahazoan-dalana hampandeha onjam-peo. Ny fahefana ara-drariny dia mitady fampivoarana ny fifanakalozan-kevitra fa tsy fanakatonana ny lalan’ny fanehoan-kevitra. Tsy maintsy atsahatra ny fampitahorana atao amin’ny mpanao gazety amin’ny alalan’ny taratasy fampitandremana, na fisamborana, na famelivelezana. Ireny asa manakana ny fahafahana maneho hevitra ireny dia fandikana ny zon’olombelona fototra izay fanalahidy amin’ny fahazoana ny AGOA.

https://www.facebook.com/usembassy.madagascar

19 pensées sur “US Embassy Madagascar : Declaration sur les menaces a la liberte de la presse a Madagascar”

  1. Avant que les etats-unis se mêlent ou rentrent dans les affaires de madagascar (concernant les droist de journalistes Ces gestes sont incompatibles avec les normes internationales sur les droits de l’homme et contraires a l’engagement de toutes les parties a creer un climat de tolerance, d’inclusivite et de reconciliation afin de resoudre la presente crise politique).Veuillez s’occuper des droits de l’homme et des journalismes en russie , en chine ,en syrie ,en birmanie,singapour etc…avant de se mêler pour mada,ne profite pas la faiblesse des malagaches même s’ils sont pauvres.

  2. Thank you the U.S. You are not like these French people and this person above. Your point of view as far as the political situation has been fair. Malagasy people need your help in this injustice. You are not partial but you judge things according to the reality. Unfortunately, there are still a lot of People who have backward mentality like this person. Thanks again.

  3. Hi!hi!hi!!!nampiana » rà « fa hitady » rà « halatsaka indray an!!!sa tsy izay Rabera???
    kibokiboin’ny marina ka milaza ny tsy hanontaniana eeeeee!!!!!!!POV FOZA!!!!!

  4. « Nous sommes dans un lien profond qui fait qu’entre la France et les Etats-Unis, il y a des causes partagées: la liberté, la démocratie, l’histoire et la culture », a dit François Hollande lors d’une déclaration à la presse. « Quand la France et les Etats-Unis sont d’accord, le monde peut avancer ».

    http://fr.news.yahoo.com/bapt%C3%AAme-du-feu-diplomatique-pour-fran%C3%A7ois-hollande-%C3%A0-072147696.html

    __

    France doit être de concert en son sein qui est l’Union Européenne
    pour APPLIQUER, (unanimité atteinte) les accords de Cotonou
    relatifs à tout COUP D’ETAT
    sur le territoire africain ?

    Le cas de Madagascar est un exemple tangible afin de mettre en viguer
    vos dires contenus dans le paragraphe
    style langage diplomatique ci-dessus!

  5. RABE mandoa RA ! Mdr !!!!!

    mandehana mihitsy manatona ny US embassy ry RABERA a!

    hita mhitsy fa bado ireto POV`FOZA ireto marina, ! diplomate eto M/car izy matoa mitsabaka ny afera malagasy, fa tsy any chine sy birmanie na Russie….

    vao misy fahasoavana ho an´ny vahoaka eto amin´ny Mydago, mba vaovao mapitsangam-bolo, dia tonga dia mipoitra avy any anaty kabone ny fozatay rehetra, hi! hi!

    fa inona ny najo an-DRABE anio no tsy sahy niseho mivantana fa navadika RABERA na RABE mandoa RA , MDR!!!!!!

    Olona vendrana tahaka n-dry RABE sy ny sefony Domelina lavanify ireto ihany no mahatonga ny firenena latsaka ankady. sy lasa nihemotra.

  6. lasa nitsingevana rabe vôpl foza fa nibontsina lôtra ilay fika dia foza vaovao ndray alou no hitanareo eto!!! mbola ho avy ihany ny foza pur refa mi-degonfle le izy!

  7. Rehefa droit de l’homme dia mitovy daolo n’aiza n’aiza tany aleha,na diplomatie eto mada na russie na china rehefa etat-unis no nandefa azy dia tokony mitovy ny fandraisana azy fa tsy hoe diplomatie mada cas manokana de neny afa zavatra afa,satria ny gasy kely saina no mety rebirebena(peuple pauvre = manipuler) @saina sy loha.Tsy misy fitondrana milamina zany eo na anankorontana eo aza nareo,efa vonona indray ny antoko manaraka anao haotrany izao ,any aoriana any.

  8. Today, I went in town.
    Around the Esplanade, on 13pm, we saw 3 pick-ups coming up all lights on.
    In the second there were six militias dressed in an frightning outfit (somehow similar to ROBOT, in my opinion Under Drug)

    I wish so much that I would be dropped above them
    and blow their heads up with guns

    VIEW – SENSATION ==> so animal, inhuman

  9. Maninona hoe Rasoa???voninahitra be angaha izao zavamiseho izao akia???
    toa hindraindrainao ery fa efa vonona sahady ny antoko manaraka anao ohatra izao????
    sao dia mba tsy mety Rasoa a????sao very tadi-poitra Rasoa???

  10. Iza oa no milaza aminao r’i rabera fa tsy miady amin’ny tsy rariny sy ny tsy hitsiny ny Amerikanina ?
    Avaomaly 19 mai Rizareo no namoka tany Chine ilat avocat sinoa jamba ,izay nigadra tany Chine

    Efa any merika Avaratra izao io Ra,gahy sy ny vady amaù – janany..
    Ianao toa ranon’i Bestiboka ,ampiana ndray vao mavomavo…
    Ny fahafahana anie ka toa ny masoandro : any Rehetra i ,ka izany mahasotiny ny Amerikanina raha toa takonanao ny Fahafan’ny sasany ,indrindra ireo kely tsy mba mamindro..
    Anatra ho an’ny Mpanao HGazery koa izao satria maro amin’izy ireo no miaraka mihira amin’ny Mpanongam-panjakana..

    Voa faoka ao anatin’io fanamlbaran’ny Ameriknina io tsy fanomezan-dàlana ny Radio FAHAZAVANA sy mpanao gazetika ary ny teknisianina miasa ao hanao ny asany..

    rajoelina sy jiolahy sy jiovavy miaraka aminy dia miadry tehamaina sy daka-vody vao ho tonga saina..Tsy lasa intsony ny amboletra !
    Tapitra ny sakafon’alika naroson’ny frantsy h na’ireto andevo mihanahana !

  11. des leçons d’un pays où les soldats urin….sur les cadavres des talibans ;les prisonniers de guerre sont noyés et torturés à mort;gantanamo est la prison de la terreur et de la mort;de quel droit de l’homme ?des hispaniques et des americains noirs sont executés sommairement!arretez de divaguer!de tte façon AGOA a eu une solution de rechange:AFOA par les européens!mangez votre AGOAvy,on n’en a plus besoin!

  12. Gantanamo existe justement parce que les USA éxigent , veulentque leurs pires ennemis soient jugés devant un tribunal de justice ,selon les principes du droit humain …!Dans toutes les armées en guerre , persoinne ne peut contrôler les instincts des soldats choqués par les les combats acharnés et surtout si ces soldats se sont drogués..!
    L’homme est une bête qui s’ignore ,mais c’est la seule bête qui se vante d’avoir des écoles prestigieuses pour faire apprendre à ses enfants à tuer les enfants de ses congénères..et même de s’en orgueillir d’avoir des généraux bien décorés..!
    L’homme a de multiples facettes et est quelque part tordu !

  13. NY OLO-KENDRY DIA TSY MAINTSY MANDALA NY « DROIT DE L »HOMME » NA NY BIBY AZA ASIANA TOERANA MBA HIHINANANY SAKAFO ARY JERENA KOA REHEFA MARARY – AZA NY TSY FITIAVANA FIRENENA AMERIKANINA NO RESAHINA FA ERAN-TANY, TSY MAINTSY MISY NY LALANA MOMBA NY DROIT DE L’HOMMA – TSY FAHAIZANA NY MITENITENY FOANA ARY TSY FAHENDRENA KOA – MBOLA HO ELA ISIKA IZANY VAO HO TONGA SAINA KO. TSY AMPY FIANARANA MARINA NY ANKABEAZAN’NY MALAGASY KA TSY MAHAGAGA RAHA MIVAROTRA TANINDRAZANA – IZAY ILAY HOE « TIAKELY » MBA MIANARA RE TOMPOKO FA MADAGASIKARA ANIE TANY TSARA E – TSY CONTINENT – FA NOSY – ANTSIKA IO

  14. Koa ny manam-pahaizana mihintsy no manondrana Raozy a!
    Ilay fahaizany mihintsy no ampiasainy @ ratsy, dia ilay fiteizana koa
    no hitako tena lesoka be, ity « tIAKELY « ity tena poizina ao @ an-tanindrazana ao mihintsy,
    dia tsy mijery afa tsy ny anio, miaro LAINGA mazava ho azy ireo haratsiana rehetra ireo dia
    ho gaga ianao raha izao no hiafaran’ny tanindrazana?????voavidy daholo hatr@ diplaoman »
    ny ankizy sns tsy voatanisa.

  15. Ho an-dry Rabe sy Rabera sy i Denise, …sns…
    Tsy efa nilaza taminareo ombieny ombieny ve aho hoe : efa kely sisa ny hanananareo ity fitondrana ity e ?
    Vao avy nanao fanambarana vao izao tao amin’ny radio 104,2 FM ny Syndicat des fonctionnaires sasany, fa manome 72 h ny fitondrana foza. Raha tsy izany dia haka fepetra ry zareo. Inona ? Ho hita eo.
    Nanao fanambarana teo koa ny miaramila colonels sy généraux des 10è, 11è et 12è promotions. Mampitandrina ny fanjakana foza hampitsahatra ny ramatahora sy ny famoretana ny vahoaka malagasy mitaky ny zony. Tao amin’ny 104,2 FM daholo izany.

  16. Andriamanitra tsy andrin’ny foza an!!andrasan’i zanak’i dada eny foana e!!!
    loza ho an’izay nahavanona izao fanapotehina izao fa tsy misy ho afa-maina eo
    ireo na dia iray aza.
    Misaotra @ fampitana ny vao2 e!!

  17. Tena miady saina mafy tokoa ankehitriny ry forongon-Ravalo isany, satria ny zava-mitranga dia mampiharihary fa resy ry zareo! I Andry Rajoelina moa dia hita fa tena miezinezina hatrany ny fandreseny. Hitan’izao tontolo izao ankehitriny fa sady mpitondra mahay izy no tena tia tanindrazana. Noporofoiny tany New-York izany ka nipao-tsatroka daholo ireo nihaino sy nanatrika azy (filoham-pirenena miisa 30, miampy solotenam-panjakana avy any amin’y firenena miisa 112). Mahery i Andry ka! Tena afaka mirehareha ny malagasy ankehitriny. Izy no tena mpitondra nandrasan’ny malagasy hatramin’ny fahaleovan-tena no mankaty. Tena miady saina fatratra koa ry zareo forongon-dRavalo satria tena lasan’i Lalatiana Rakotondrazafy sy Fidèle Razapera daholo ireo olona mba noheverina ho mpitolona. Ireto mpanao gazety ireto nefa dia tolona hafa tsy dia misy fotony loatra no tena tanjony. Ka mazava ankehitriny ny raharaha: izay no izy ny amin’ireo forongon-dRavalo na ny zanak’i dada.

  18. marina ny an’i Brandon ry Denise a fa tezitra be ny emmonat teo dia nibedy ny emmoreg !tsy misy fisamborana ntsony ntsony hono fa samy manao izay tiany atao;

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *