53 pensées sur “Vidéo En exclusivité : TETI-DRATSIN-DRAJOELINA”

  1. Dia efa mazava izany fa iza no sahy hijoro hanenjika azy @’io
    efa porofo mitohaka @ tendany io??izay anie no olana e!!

  2. Zandrikely fa ZOKY BE @ lainga sy ny fandrobana , lohalaharana mihintsy aza.
    Dia ny tena no menatra!!!manalabaraka raha itony lona fakofakon-drah itony no
    lazaina fa mpitondra marina !efa lany henatra!

  3. tamin’izy kaozatina tsy velok’omana io e ? tsy loha-kevitra mba mendrika, tsy fiteny maha-te hiaino, tsy fihetsika maha-te hijery, asa izay nifidy an’io ho ben’ny tanàna.
    izy ihany no manambany ny tenany ho zandry kely, izany hoe tsy misy hasina io fa tokony mbola hilalao kanety eo an-tokotany.
    koa Anjaran’izay nifidy an’io zavatra io no manongotra azy eo amin’ny tany malagasy.
    Dia dory mihitsy sao mamindra ny aretiny.

  4. De marary fo amin’izany eo ry Elas a! Zandrikely nahalavo andrarezina OSILAHIMAINTIBE! tena tsy laitran-dRa8 an! vena tsinona koa

  5. TETI-DRATSIN’NY MENASOFINA

    Raha nanokatra ny fihaonana tany Luanda ny filohan-dry zareo ao afrika atsimo dia ny fampandrasoana ny firenena mainty hoditra no tena noresahiny tao.

    Miresaka an’izany aho eto satria mino mihintsy aho fa raha somary nihena kely ny farisihan’ny firenena rahalahy ao amin’ny sadc amin’ny fanatanterahana ny andininy 20 ao amin’ny tondro zotra dia satria novokisan’ny mena sofina tantara valamaty ny mambra ao ka nihafahafa hatramin’ny vondrona eropeana.

    Ka noho izany dia mangataka ny praiminisitra Omer Beriziky sy Solofo Randrianja hitondra delegasiona any afrika atsimo na Angola hanazava ny tantara marina nisy teto gasikara hatraminy ny fiandohany.Raha mazava ny tantara dia hivaha mora ny raharaha.

  6. Raha nanokatra ny fihaonana tany Luanda ny filohan-dry zareo ao afrika atsimo dia ny fampandrasoana ny firenena mainty hoditra no tena noresahiny tao.

    Miresaka an’izany aho eto satria mino mihintsy aho fa raha somary nihena kely ny farisihan’ny firenena rahalahy ao amin’ny sadc amin’ny fanatanterahana ny andininy 20 ao amin’ny tondro zotra dia satria novokisan’ny mena sofina tantara valamaty ny mambra ao ka nihafahafa hatramin’ny vondrona eropeana.

    Ka noho izany dia mangataka ny praiminisitra Omer Beriziky sy Solofo Randrianja hitondra delegasiona any afrika atsimo na Angola hanazava ny tantara marina nisy teto gasikara hatraminy ny fiandohany.Raha mazava ny tantara dia hivaha mora ny raharaha.

  7. Efa mitapy mintsy ny olona mpikarakara an’ity site web n’i marka ravôlavomanana ity,

    tena efa lany lainga, tsy mahita apôka intsony, ka video atao trucage dia hita havôka @ fomba ofisialy (manao fikan’antitra)

    Dia mihevitra ve zao ry nandravelona taran’osimainty fa izao fika modraga be zao dia ahavita handresena ny FILOHAM-PIRENENA RAJOELINA ?

    Mafy ihany rehefa taranaka tambaox nefa mitetika ny hitondra firenena, mitery ronono ihany no mety @ nareo fa aza milingilingy @ resakin’ny tanora maranitsaina

  8. Misaotra izay nanatontosa io video io fa dia tena misy hiomehezana tsara. Iza toko no mahalala raha tena tahaka io tokoa ny tiany holazaina?

  9. F’inona no tokony mbola hantenaina @ Beriziky???
    Io tondrizotra kely io aza tsy vitany ??izay zavtra miseho tsy msy fantany??
    tsy misy fandraisana fanapahan-kevitra fa : » tsy mahalala izany aho » dia vita ? Vitavita ho azy any na dia
    efa miantra aman’aina aza, Beroziky dia tokony hiala efa ela raha vao tsy tafitany ny baolina fa sady tsy hiira
    no tsy hanao tsianjery fa mibodo toerana fotsiny. Sady mampiady olona fa noho iny no nampisaraka ny ankolafy
    3, raha mba noraisiny mantsy ny nadraikiny na dia efa sy ara-dalana aza ny nanendrena azy dia mba tsy maninona
    loatra. Vongany be tsy an’inona fa ny MITENY AZA TOA TSY AINY, dia izao efa fantany ny toedraharaha ary miaiky
    izy an! nefa dia tsy mahamenatra azy ny MITENY FA « FIFIDIANANA IHANY NO VAHAOLANA » hita mihintsy hoe: BOLOKY
    lahy fotsiny.Efa mahazo ilay lohana frantsay mahay miatsaraivelatsia, naleoko lavitra nihaino an’i Chatay nivantana toa izay
    nihaino ioa TENINY IO NALOAKY NY VAVANY. Maharikoriko!!!rehefa tsy vita tokony MIALA !MIALA!MIALA!!!!!

  10. I Beriziky dia manohana mafy an’ity ! Eo koa ireo izay nihiditra système, ary nanome fahefàna an’ilay tsy valahara mpanongam-panjakàna, hitondra titra hoe Filoham-panjakàna!

    Mba mesurer-ho ihany ny conséquences-n’ity fitiavan-tena ity !

    Raha tena nitolona marina ianareo, tsy ho tahak’izao ny fiafaràn’ny tantara !!! Na ho tanteraka io na tsia, dia mahamenatra ny zavatra mitranga ao amin’ny Firenena !

    http://www.afriquinfos.com/article/2012/5/9/madagascar-elections-legislatives-passeraient-premier-202103.asp

  11. Rana a! raha….mantsy! raha …. mantsy! kivy ve zany zanak’Osy izany? tsy woe, ny vozongo no mamporisika ny SADEC, fa Zandry no henjana be ara-pôlitika sy diplomatika! milay be woa ireny mivoaka eny Ambohijatovo manaotao foana ireny, miampy ny fisintahana ao @ GVT sy ny CST, mibodo otran’ny zazakely, kanefa ny toerana tsy foy. Anontanio woa Ramamy, fa efa fantany ny marina sy ny sort n-dRaosy? kôzy e! Nareo ve woa tsy mino an’i BE foana! aza mibanjina lavitra fa jereo ny ambany maso, REALPOLITIK io an! mandrevorevy sisa woa ataon-dry Njara,ry KM, ry HoAiza, Raverb PD, ry Bemafohy, nanjavona tanteraka, ry Joseph efa ZEFA rahateo, Rana zany moa de litika latsa-dranomaso, mba ampinonoy, hay azafady fa diso fanoratra, AMPIONONY moa Ranabavy ry zalahy a! , hany ka na de hita izao aza ny marina de tsy manaiky sy miaiky mihitsy. Velona aho, zanak’i dada, maty aho zanak’i dada, zahay tsy mahalala andriamanitra afa-tsy dada, dadadadadada! zay sisa e! de tohizo foana ny dada, fa ny olona mandroso foana. Bye!bye! ny zanak’i dada ô!

  12. Ilay miteny gasy nefa mi-ROULER « Rrrrrrrrr » kou ??!!

    Vao misokatra ny vava dia mampisongadi-tena hoe : gasy-firantay
    __

    « za le zandry kely ataon’ireo olom-pirenena maro samihafa F I T A O V A N A  »

    « raiso le vola de mitsangana »

    Jerijereo ihany ny forme ny loha
    f’ity aloha dia toatoa congénitalement malformé
    eto aza mbola dia mbola mivohitra fa tsy itoeran’ny saina:
    TSY MISY CERVELLE

    __

    hafatra ho an’ireo izay maka sary isaky ny sakoroka:
    ataovy tsara ny SARY
    tômobilina MISY DRAPEAU franctay

    Petao soratra ry Njara,
    dia aparitaho eto aloha,
    fa ho:

    imprimer en couleur
    +
    afficher

  13. F’anga hitanareo taratra any fa miroso @ lalin-dalina itony? :
    « Madagascar : Les élections législatives passeraient en premier
    POLITIQUE
    Madagascar : Les élections législatives passeraient en premier
    09/05/2012 | ANTANANARIVO (Xinhua) – Les élections législatives seraient organisées en premier lieu selon l’ébauche du calendrier électoral de la Commission Electorale Nationale Indépendante de la Transition (CENIT) malgache, apprend-on d’une source auprès de la CENIT, mardi. »
    __

    TANDREMO FA TSY AZO ATAO VELIVELY AN!

    « Bien que majoritairement NON-ELU par le peuple »
    les groupuscules politiques engendrés par TGVistes
    sont au grand nombre

    La mouvance légaliste se ferait de nouveau bouffer par les CRABES

    et RE-BELOTE: Rouvrir la voie de l’impasse.

  14. <>
    Envoyé par: Menja (Adresse IP journalisée)
    Date: ven 25 mai 2012 23:41:08

    Madagascar : les Etats-Unis accablent la transition
    Publié : vendredi 25 mai 2012 à 17:21

    « Pour la énième fois, les Américains interpellent le régime transitoire malgache sur des agissements qui, pour eux, vont à l’encontre du respect des droits de l’homme.

    Dans ce nouveau constat, le département d’Etat américain chargé des Affaires étrangères dénoncent « les exécutions sommaires, les arrestations et détentions arbitraires ainsi que l’incapacité des citoyens de choisir leurs gouvernants ».

    La vague de contestations qui frappe plusieurs secteurs (Ndlr : éducation-santé publique-transports-médias), l’insécurité grandissante… Les Etats-Unis montent une nouvelle fois au créneau pour faire part de leurs inquiétudes concernant les situations désolantes qui prévalent à Madagascar actuellement.

    Dans un document lancé sur son portail jeudi 23 mai, le département d’Etat dirigé par Hillary Clinton revient sur certains faits qui noircissent encore un peu plus le tableau pour le régime transitoire. En l’occurrence, les incessants Notam qui frappent l’ancien Président de la République Marc Ravalomanana qui le prive d’un retour à son pays natal.

    Puis sur la question de la liberté de la presse, les Etats-Unis dénoncent les mesures prises dernièrement par le ministère malgache de la Communication dirigé par Harry Laurent Rahajason. Notamment sur le retrait de licences qui a frappé certains médias du pays, ou encore les lettres de mise en demeure.

    Des agissements qui réduisent à néant tout effort pour sortir la Grande île de cette crise politique, sanctionnant lourdement la population entière et l’économie du pays, estime cette instance américaine.

    Elle dénonce par ailleurs l’insuffisance de la liberté de la parole et du rassemblement au pays, avec une petite note de rappel sur les récentes échauffourées qui ont opposé civils et forces de l’ordre dans la capitale malgache.

    Les Américains déplorent également les mauvaises conditions de détentions dans les maisons d’arrêts malgaches et le non respect de la durée des détentions préventives. En somme, ils pointent du doigt le ministère de la justice qui, selon eux, n’opère pas dans une totale indépendance. Des facteurs qui ne font qu’encourager la corruption et témoigner de l’impunité accordée à l‘Etat.

    Le document revient également sur les meurtres qui restent non élucidés alors que d’autres signent d’insécurité ne cessent de se manifester chaque jour dans la Grande île. Les Malgaches se souviennent encore de l’extrême cruauté avec laquelle un haut-gradée de l’armée a été tué avec sa femme et sa fille adoptive et dont l’enquête se poursuit toujours à l’heure actuelle.  »

    Rapporté par MENJA

  15. Nanakoako nanerana an’i Afrika manontolo ny fihaonan’ingahy Santos sy ny Filoha mahavita azy Andry Rajoelina! Fandresena diplomatika miezinezina no azon’ity farany satria tamin’io fihaonana io no nahatsapan’ny filoha angoley sady filohan’ny Sadc fa hay tena olon-kendry ity Filoha Malagasy. Niaiky ity mpitondra mainty hoditra ity fa tsy fanonganam-panjakana velively kay no nitranga teto Gasikara tamin’ny 2009 fa fitakiam-bahoaka nanalana ny jadon’inagahy Marc Ravalomanana! Ankehitriny aza dia efa mandeha ny demarche ataon’ity filohan’ny Sadc mba hahafahan’ity Filoha Tanora nefa mahay ity mandray anjara amin’ny fivoriamben’ny firenena mikambana. Koa hoy izahay hoe tena tsipaka am-bavafo indray aloha no niantefa any amin-dRavalo sy ny forongony amin’izao fandresena miezinezina azon’ilay Filoha mamy hoditra tian’ny vahoaka Andrinirina Rajoelina izao!

  16. « Communiqué de presse de la Présidence de la HAT » rapporté par DENISE?
    _

    De SOURCES SÛRES,
    [le secrétaire général des Nations Unies
    Ban Ki-Moon
    AURAIT RENVOYE Andry Rajoelina au président de la SADC
    qui s’occupe de la médiation à Madagascar.

    Les mêmes sources indiquent que les Nations unies ne peuvent pas appuyer Madagascar dans le processus électoral SANS LE FEU VERT de la SADC
    q u i…. v i e n t…. p o u r t a n t…. d e…. d é n o n c e r…. p a r…. l e…. b i a i s… d e … s o n… bureau de liaison à Madagascar les divers cas de ….n o n – r e s p e c t…. d e…. l a…. F e u i l l e…. d e…. r o u t e]

  17. Tapi-dalan-kaleha izay zandry kely ko! Ho tapaka lalan-drà miaraka aminy ry Dénise sy foza namany. Mahereza daholo e! Ny irariana dia ny hifaranan’izao tetezan-dratsy lavareny izao. Tiavo hoa ny Firenena fa ny fitiava-tenanao io manam-petra. Diso calculs ry mpamadika palitao isany ireo sy ry tia tena isany. Raha mandroso ny tanindrazanao, mandroso ny ankohonanao, miara-sambatra ny gasy rehetra. Izany ny calcul-ny olona misaina. Dia mahafaly anao ve ny miriaria miaraka amin’ny fiara tsara tarehy sy ny trano goavam-be nefa azonao amin’ny alahelon’ny mpiray tanindrazana aminao. Izy ireo anefa mitsindroka zaoridira. Tsy mitondra soa anao izany fa mba misainà ihany. AVOTY MADAGASIKARA! Ny ataon’ny frantsay aza efa tsy laitra,tsy ankasitrahan’ny fo amam-panahy. Ho an’ny manam-panahy izany. Zandry olona aho izao manoratra izao nefa tsy mety ny tanako raha tsy manambara ny ato am-poko rehefa tsy handray andraikitra ireo zoky tokony hilaza izany. Homba antsika anie Andriamanitra!

  18. Mba iza indray ary io imitateur nokaramain-dRavalo haka tahaka ny feon’ilay mamim-bahoaka eo amin’ny video io? Efa tsy hitan’i Valo intsony izay fomba hanenjehana ilay boay kely nandresy azy tamin’ny fomba ofisialy dia io no fomba ataony nefa moa na zazakely vao miana-miteny aza dia hahatsapa fa imitateur ity miteny ity satria tsy misy lojika ny zavatra ambarany. Raha ny marina aloha no lazaina dia efa lany fika mihitsy i Valo ka lasa manaonao foana, ka avy hatrany dia siriky ny rehetra ny fika ampiasainy e! Raha lazaina amin’ny teny tsotra dia izao e: mahery i Andry Rajoelina, azy ny fandresena, eo am-pelatanany ny fahefana ary mahatoky azy ny vahoaka. Mahereza leroa a!

  19. Vaovao farany amin’izao amin’ny 17h10, ora eto Mada izao. Ary vao heno tamin’ny radio vao izao. Eny amin’ny 13 Mai ny Free FM sy ny ny Otrik’afo, sy olona marobe tsy mankasitraka intsony ny foza. Dia tonga teny ny mpiara-miasa akaiky amin’i Hajo, Vice PM foza, ary nizara 15 000 Ariary ho an’ny mpanao rugby mba handrava ny hetsiky ny vahoaka. Azo sary tamin’izany ry zareo namely totohondry ny filohan »ny Antoko Otrik’Afo.

  20. Tsara izany raha tonga saina MARINA izy ireo saingy manahy aho fa ireo anie ka tena niara nikotrika fanonganam-panjakana tao daholo t@ 2009 e! Ary io fomba tsy manana hazon-damosina io no tokony ialantsika @ hoe « manao politika » kanefa toa izay lasa vedety @ tanana ihany no arahina satria ny tena sy ny ankohonana ambany maso ihany no hita . Dia lasa misy olana foana eo @ fitantanana ny firenena. Tokony ho saro-piaro @izany rafitra izany ny vahoaka indrindra eo @ safidiny ka na iza na iza lany eo dia afaka miteny izay tianao tenenina ianao fa kosa fady ny manitsakitsaka ny rafitra. Rehefa tsy izay dia lasa olon’olom-poana toan-dry denise sy ny namany tay entin-driaka fotsiny : tena foza pur; sy ireto foza nivadika orana ireto. Tena tsy tsapan’ireto farany hatrany amboalohany ve fa zandrikelim-poza tsy afa-taim-body ity mitetateta misora-tena toa voatango ity. Efa hatramin’ny 3 taona izay ny olona manana vision nihesika fa tsy izy anie izao zavatra iainana izao saingy ry zareo mbola nanantena fiovana inona? Izao samy latsaka an-kady vao mipenipenina. Efa impiry moa ny zanak’iDada no sempotry ny krimozena sy ny fonja kanefa tsy nisy nanao fenehoan-kevitra izany na ny mpanao gazety na ny manamboninahitra misotrto ronono fa dia navela hiady irery teo ny mpitady ny famerenana ny ara-dalana. Toa nilaza hoe « Anaeo ny nareo ». Aza taitra ianao radenizy fa sahaza ny zandrim-poza anao tsara io video io. Na trucage io na inona dia tena mahafehy azy tsara mihintsy : « Ampianaro ihany ny ankizy fa toy izao ny fiafarany rehefa dindery ». Ny antso ataoko hoan’ny vahoaka malagasin’ ny Filoha Ravalomanana dia tsotra : efa nisokatra isika t@ ankolafy Ratsiraka sy Zafy. Hitan’izy ireo fa vahoaka be ny zanak’i Dada. Saingy tsy tanjon’izy ireo ny fampodiana ny filoha Ravalomanana sy ny famerenana azy indray eo @ fitondrana dia nitady izay fomba ialana tsikelikely izy ireo. Anjarantsika vahoaka no manamafy ny tolontsika @famerenana ny Filoha Ravalomanana ary tsy azon’iza na iza atao fitaovana isika @ tolontsika ary minoa ahy ianareo fa na ao anatin’ny ankolafy Ravalomanana aza misy tsy maniry ny hiverenan’ny Filoha mihintsy koa « miorena tsara aza miova » fa isika no tena vavolombelon’ny ara-dalana nadritry izay 3 taona izay. Ny ankoatra izay dia vavan’ny tsy misy hapoaka fa miriorio ohatry ny angidina eny.

  21. Rabe vôpl ary ela ndray vao hita an! i Denise mpivaro-pika sisa avelan’lah hanàhy entana eto imasom-bahoaka eto fa ampio izy!!! foza mandé rery zany hitsahin’ireto zanak’dada reto an satria tsy hitany akory!!! arosoy ary fa aza mitorona fa Dada zany efa tsy ho avy tsony hoy nareo foza kou ha!ha!ha!

  22. hi hi hi de ahôn kou?

    Sao dia nitady HIVIDY ny any Luanda
    ity jiolahim-boto sarimbavy Andry Rajoelina ‘ty teo?

  23. Ny teti-dratsi-drajoelina dia ny tetik’ireo mpanjanaka nibaiko sy nampiasa azy natao saro-tava tamin’ny fananganam-panjakana ka atrizao..
    Io rajoelina mivezivezy etsy sy aroa dia angidina nasaina iriorio fa tsy antony na kely aza ny diany afatsy ny midehaka fa niresaka tamin’i BAN KI MOn , tamin’i EDUARDO DOS SANTOS ( ANGOLA ),namory ireo Malagasy mpanohana azy eto Paris ,dia nanao kabary toa izy ireny no tena Filohan’ ny Firenena…toavin(ny Malagasy !
    Raha mijery sy mandinika tsara Isika dia tsy misy ilàna an-drajoelina ,tsy misy maha-pitondra ny tetezamita azy intsony , koa izany no ijilajlana manketsy sy mankeroa..
    Vao nisitaka fotsiny ny solontenan’ny ankolafy RAVALOMANANA MARC tamin’ireo andri-panjakana nandraisany anjara dia rava ,dia mikatso no tsy misy mahatetezamita azy intsony satria ny iraka nankinina tamin’io tetezamita io dia ny fanantanterahana ny tondrozotra , izay tsy hafa mandroso satria tsy  » consensuelle sy inclusive  » intsony fa lasa unilatérale noho nisitaka ny ankolafy RAVALOMANANA MARC..
    Ary mety hiala tanteraka izy ireo raha toa ka tanterahana ny andininy faha 16 17 ,18 19 ary ny 20 !
    Ny fodian ‘ny Filoha RAVALOMANANA MARC MIANANKAVY Antanindrazana anie ka tsy miankina intsony amin’ny tetezamita fa kosa ny fikarakarana (fandraisana azy eny IVATO ,ny fanomezam-boninahitra ara-miaramila , nyfitandroana ny filaminana..) izany dia anjaran’ny fitondrana tetezamita..Nefa ireo toa tsy miraharaha izany..?
    Raha manaiky ny hikarakara io fodiana io i rajoelina dia manaiky ny fodian’ny Filoha izay nolavina foana !
    Eo no tsapa mazava tsara ny adi-tsain-drajoelina izay misaina toa izao :
    « Izaho nanongam-panjakana ve hikarakara ny fodian’ny Filoha RAVALOMANANA MARC izay nahongako ? « .
    Marihina fa izany no progama tokony ho izy…!
    Hafaka mody anie ny Filoha n tsy misy porizenitra aza é!
    Raisin’ny Malagasy eny IVATO Izy dia haran’ny Vahoaka miditra an’Antananarivo é !

  24. hitako no tsy manjary ny Tolonareo satria mifototra am lainga. tsy mila scoop digital dia mafantatra hoe trucage ilay sary ry Solo Razafy a.
    Njara moa ity dia tsy ny zanak’idada no sary aseho eto fa dia tolon’olona, sa mahamenatra ny mampiseho ireo olona vitsikely ao am magro.

  25. Mba lazao amin’ny rehetra eto aloha ny tena mba vokatry ny dian’ilay domelina, nandany volam-bahoaka kanefa tsy ny nitondra voan-dàlana na dia mba bonbon iray aza ê !
    Satria nangidy loatra ny rora avy any New-York, ary mbola niampy ihany koa izany tany Luanda ?
    Tena maha menatra mihintsy ny ataon’io bontolo lahy miseho azy ho mpitondra io ! Afa-baraka mihintsy ny vahoaka malagasy !!

    Hafàna dia hafàna ny erinandro ho diavina, koa dia ho hitantsika eto indray izay mba ho lazain’ireto foza ireto !

  26. Fanazavàna kely ho an’ny foza.

    « Je ne serai pas plus nul que le Président Ravalomanana » hoy ilay domelina !

    Rehefa namakafaka izay voalazany ny « psy », dia tsikaritra fa tsy dia mazava ny ao anatin’ny ati-dohany ; ary hita mibaribary ihany koa fa ny tenany ihany aza dia efa miaiky fa dondron’izy !

    Ny subconscient no niteny, ary forme (implicite) d’aveu public io !

    Iza no Président malagasy voalohany notendren’ireo Filoham-panjakàna afrikana namany, mba ho Président-n’ny Union africaine ??? Ny Filoha hajaina Ravalomanana !!!
    Iza no Président malagasy, notendrena hikarakara ny Fivoriam-ben’ny Francophonie ? Ny Filoha hajaina Ravalomanana !!!
    Iza no Filoha mbola andrasan’ny vahoaka hitantana ny Firenena ? Ny Filoha hajaina Ravalomanana !

    Iza no mpanongam-panjakàna nitonon-tena ho Mpitondra an’i Madagasikara ka voan’izany hoe Sankalite, ary tsy mbola nahazoan’i Madagascar fankatoavana atramin’izao ?
    Andry N Rajoelina !

    Raha tia tanindrazana ianareo, dia haisory tany io, fa mihinambolam-bahoaka sy ny mampijaly azy, no tena talentany !

  27. Izaho mantsy mba gaga ry zareo??Aiza daholo no niafaran’ireo izay mba
    nankasitraka azy ????Aiza???ireo izay nitsokombakomba ny RATSY NIARAKA TAMINY???
    Ry » III » rehetra Khadafi, Sarkôzy, Rajabali mbola ao kai. mbola ho avy ny anjarany????

    Mivavaha mafy daholo fa mino aho fa efa kely sisa e!!

  28. Tena efa nahiako Njara a!!vao nivoaka iny Resaka Khadafi iny dia
    efa mahana aho a! ilay vola notaomin’i domelina antsokosoko t@ valizy ,
    izy nandeha tsy niteniteny iny izay, t@’io fotoana io mantsy dia na ny namany aza nilaza fa na ireo aza
    tsy nahalala io diany tampoka io,ary raha manaraka ny tantara tsara ianareo dia teo no nanomboka nisy ny
    disadisa tao @’izy samy foza tao, fa saingy voatapitapina ihany izany dia izao efa mipoaka mivadika izao
    daholo ny rehetra. TSY MAINTSY MISY VIDINY IRENY FA AZA MATAHOTRA E!!!isika Gasy mahatoky
    VALĖRANTSIKA ‘SIKA, hadalan’izay tė hanao ratsy eo oah fa tsy misy MIALA MENAKA EO!!!!!!
    MASINA NY TANINDRAZANA!!!!sady @’izay efa sady mangalatra no bola manimbazimba ah!!!Tsy misy ambany
    razana noho izay fatina TSOTSOKA IRENY EO e!ho avy ny azy!!!Efa nisy nihinana ny volantsika teo fa aiza ?inona
    no niafarany fa tsy OMA-MIADANA( i Francois Mitteran io).

  29. Tena mety tsara io ry Njara !!

    Tsy nahita an’ilay artikla ny tenako raha nanoratra an’ireo voalazaka etsy ambony, kinanjo i Tananews koa nitovy eritreritra tamiko !!
    Artikla vaovao androany : Mauvaise gouvernance …….

    Esy ê ê ê !!!!

  30. Efa naheliko lesy fa tena misaotra be dia be mandefa itony vao2 itony a!!
    Ary alefako @’izay olona fanttro rehetra ka mahalala sy mandinika mba tsy ho isika
    GASY intsony no ho menatra @ hataon’i foza fa i la frantsa izay mandroba ny HARENTSIKA, ary mba ahafahantsika
    MIREAREA @ maha MALAGASY TANY MPANANKARENA antsika.
    Misaotra anao NJARA DIA BISOUS BEUU lesy a!!!!alefako eran-tany izay olona fantatro rehetra @’ity PLANETA ITY IO.
    HATRANY CANADA ka hatrany MAYOTTE, eraky ny EROPE iray manontolo,ASIA izay olona fantatro rehetra.
    AOKA ISIKA GASY TSY HISY HO MENATRA @ maha GASY antsika fa antsika ny HARENA , aza matindrendrarendra ety
    ivelany fa ny HASINA MAHA ANTSIKA ANTSIKA DIA TOANA AN-TANY.
    Mba jereo ireto firenena MITAVANDRA ny HARENTSIKA????izay miseho manambany io tany Masina io AZAVANONA.

  31. Tsy misy hisaorana leisy a !
    Rainitay sy ny namany koa izao tena faly be mahita an’ireo sary ireo o ??? Ary aiza daholo ireo namana ireo no tsy mba hitanay ao amin’ny Lafy8 e ???!!! 😉 MdRRRR

    Adinoko :
    Misaotyra Baby a !
    Ho Aiza : ilay mively amponga, mitondra ny rythme no tena mba klé-ko ! Izaho koa mba befeo dia manao vix basse izany no ataonay e ! hi hi hi

    Mba miangavy ny malagasy ao Parisy ao mba handray AMIM-PANAJANA an’ Atoa Mamy Rakotoarivelo o !!!

  32. « Europe » sy « Tokana » no tiako soratana fa maika loatra( azafady).
    Njara a!!misy olona maro anie miseho ho MIFAMATRA ery @ resaka
    fahantrantsika ka izay no tena mahafaly ahy mandefa ireo zavatra ireo @ olona any mba ho hitany
    tsara fa MANANKARENA MADAGASIKARA, ireo olona ireo dia tsoriko fa olona tsy voatery miray hevitra
    amintsika fa MIFANOHITRA aza, hitanao ihany betsaka ny be taimbava rehefa tsy mahalala ny FANDEHANY,
    maro tokoa mantsy ny JAMBA AMPOTOTRY NY MAZAVA, indrindra ireto Gasy MENATRA !MENATRA!! KELY
    ATIDOHA, izaho mbola sy menatra nijoro @ maha Gasy ahy ary MASIAKA @ fiarovana ny tanindrazako mihintsy aho,
    tena hilaiko io zavatra nalefanao io, efa misy tsy mahasahy mamaly ahy anie e!!!dia nisy mbola niteny koa hoe:  » AIZA! ».
    Mampisara-bazana mihintsy anie ity fanonganam-panjakana ity e!!na zanaka sy ray aman-dreny ny Mpirai-tapo sns……

  33. Manankarena fa tsy misy ati-doha ny ankabeazan’ny mponina ! Miala tsiny, miala fondro !
    Ireo izay miseho ho avara-pi, MPANDIKA LALÀNA SY JAMBA DAHOLO !! EFA FANTATRA FA TAY NO AROSON’NY SASANY AO ANATY LOVIA, DIA MBOLA MIOSANOSANA IHANY !!!

    Ireo soratanao farany ireo ve, dia nolovaina tamin’ireo razana ka tsy maha menatra anao ranavalona ?

  34. Na mahamenatra aza ry dà atao ahoana fa tena zavamsy io ary izao no vokatry ny
    fitiavan-tena , ory hava-manana, tia kely, tsy mahari-boakena, tsy mahalala afa tsy anio sns…..
    Nanontany ahy ianao Kintana indray andro izay hoe:  » tsy manana anadahy angaha aho? » tsy namaly anao aho fa
    tena naharary ahy ilay fanontaniana , fa sady maharary no mahamenatra dia hainao ny tohiny.

  35. Hatr’aty io ranavalona â ! Fa raha misy mbola tsy tonga saina, izaho tonga dia mipaika fa tsy manisy sentiment izany !

  36. Misaotra anao aho Kintana fa indraindray dia tena mavesatra ny mizaka
    irery ilay izy fa hay aho tsy irery ary tena manampy ny fahenoako izany.
    Ho ela velona ! dia mifanatera @ ZAFĖKĖLY! homba antsika Andriamanitra! tsy maintsy mandresy ny tolona!

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *