21 pensées sur “Video Rakotoamboa Jean Louis”

  1. Mbola tsy mazava aminareo ihany ve ?ny Vahoaka dia mila ny famahana ny olana androany ihany ,rehefa tsy mahavita izany dia tokony hiala tsy ho leaders.
    Ary hantenaina fa hazava @ président Ravalomanana koa izany hevitry ny mpitolona izany .

  2. Misaotra betsaka an’i Solo Razafy! avelao aho aloha haka toerana mihintsy hiaino ilay VIDEO!
    Mankasitraka an’i Mydago ! ho ela velona mandrapahafaty e!Mankasitraka Tompoko o!

  3. Ataoko fa tenin’ny manam-panahy ny an’i Rakotoamboa koa
    samia ary mandinika Tompoko isany!mazava ary tsy msy azo
    lavina ny voalazany koa antsika tsirairay no miheritreritra!!!!
    Fa ho tsindriako kely fa i Beriziky anie no nandoto rano teo e!!!raha tsy nisy an’i Beriziky dia ho tsy nisy ny FISITAHANA
    ka raha mba nanaraka ilay voalazany koa izy fa ny « TONDROZOTRA no patron-any » farafaharatsiny tsy tezitra ny olona.
    Ataoko fa tsy tokony hifanomė tsiny fa mihinam-bary aza misy laoka.Nefa na izany aza Tsibotry ve niaraka ihany dia…
    tsy nifanao velirano koa no tena tsy mampiety azy e!!nefa tokony i Dada sy Bdadabe Zafy no tokony nifandamina t@’ireny.

  4. Tsy hita Ranavalona a ! Poulet fermier niaraka ihany, ka rehefa poulet de…..chair ….ity vao hifanary koooo ! Mdr !!!!!

    Hanenjika an’i Mamy Rakotoarivelo izany no ady eo e !!! Hanenjika inona koa ary no farany ??? Mankarary an-doha izany cause izany !!!

  5. Milaninà fotsiny sė f’izany no Politika!!tsy mbola nisy nanonona anarana kosa teo e!!
    amiko dia mitady ny tena antony fotsiny aho hoe: Maninona????inona ary ity????
    mbola ho ela ny lalao fa aza mbola misafoaka dà! azoko tsara ny tian’ialaha lazaina satria ialahy nanatri-maso an’i Mamy.R.
    fa raha ny hafa tsy afaka ny hifanazava aminy daholo ny rehetra, ary na izaho koa aza tena vaky loha fa tsy maintsy ho
    fantatra ny marina atsy ho atsy e!!!mahareta dia aza mbola misafoaka dà fa mbola mila anao ny tanindrazana sa tsy izay???
    tsy ahavitana zavatra ny safoaka toy izao lesy e!!

  6. Hatrany amboalohany mihintsy dia efa betsaka ny lesoka ry zareo â !

    Hamaly kely ny fanontanian’i Njara ary amin’ilay sujet iray aho aloha, voalohan’indrindra. Izaho « mpiaro ny ara-dalàna » dia tsy mahita olona tsara mirotsaka, ary TOKONY HIROTSAKA ankaotry ny Prezidà Ravalomanana. Ny GTT niaro sy mbola miaro azy koa angamba raha tsy diso ny tenako, dia mitovy hevitr’amiko.

    Faharoa manarak’izany, tsy ho tafaverina izany ara-dalàna izany, rahatoa ka mbola vitan’ny kitoatoa foana ny fitadiavana ny vaha-olana, ary raha mbola izao hitan-tsika izao no mitohy, tsy hisy fandriam-pahalemana mihintsy ao Madagasikara, TSY HISY INTSONY NY FANAJÀNA LALÀNA, ary tsy ho tafaverina intsony ny Filoha Ravalomanana.

    Fahatelo, ny nanekena an’iny Accord de Maputo iny dia efa fahadisoana goavana, ary tsy dia te-hiditra amin’ilay hoe iza no tena tompon’andraikitra ; nanome vahana ny mpanongam-panjakàna iny, satria MBOLA TSY NIDRIKINA MAFY IHANY KOA RAHA NANDAHY ny sonia izay nataony NY MPANONGANA ; narahina ny sitram-pony.

    NY fanontaniako dia izao : Rahoviana ny ANKOLAFY REHETRA NO VOATERY TSY MAINTSY MANARAKA AN’IZAY TIANY HO ATAO ???

    Mbola misy olona mieritreritra ihany ve ao Madagasikara, ka hilàza amin’ny vahoaka fa TSY LALANA TOKONY ALEHA NY LALANA HITONDRAN’I DOMELINA AZY ?

    Fanontaniana farany : Mbola misy marina ve ao amin’ireo mpitarika, no mieritreritra fa ny PREZIDÀ RAVALOMANANA IHANY NO MBOLA HITOKISAN’NY VAHOAKA ?

    Ny zavatra hita sy re matetika etsy sy eroa (na aty ivelany aza ) mantsy, dia toa hoe TSY TSARA, TSY MAHAZO ARY TSY AFAKA MIROTSAKA HO FIDIANA NY PREZIDÀ RAVALOMANANA.
    Ny fietsika ataon’ny sasany dia manamafy an’ireo voalazako ireo.

    N’importe quel combat est voué à l’échec, sans réelles convictions et cohésion de la part de tous ceux qui veulent sauver la Patrie, et SURTOUT LOYAUTE ENVERS CELUI QUI EST LE VRAI LEADER, et « présentement », Le Président Ravalomanana !!

  7. Mihaino tsara ve Njara e!!io fa efa manazava i M.Hanitra ny antony!!
    izay vao mazava amiko koa ary milamina ny SAIKO! ilay antony tsy nandehanana
    androany e! tiako be ilay kabariny !!maka fy ery izao i Dà fa hitako eto!!mamy be ve??Mandamina Njara a!!!

  8. Kintana!
    manaiky aho fa  » ny fihetsika hataon’ny sasany dia manamafy ireo voalaza ireo »
    tsy mahagaga izany fa kosa anjarantsika no miady sy manohitra izany fa raha toa
    moa isika hanaiky MANINONA?????dia izay izany fa ataoko fa mbola manana saina mandinika ny Gasy
    ka tsy hanaiki2 foana izany. Afaka mikotroka izay ho kotrehiny ny hafa fa ASAKASAKISIKA io e!!raha hanaiky
    moa isika dia adalantsika izany!

  9. Voankazo (maninina mou izy teo ?) ka tsy ilaozan’izay mamarara re e !
    Izao izany vao tena handroso ny tolona fa ny hatrizay resabe nampandry Adrisa fotsiny.
    Après l’après Sarkô viendra l’après Lavanifffff !

  10. Miady sy manohitra ny tsy Fanarahan-dalàna, ary koa mba manorotora an-dry zareo amin’ izay lalana tokony hombàna !
    Izao ataon-tsika izao anie ka naman’ilay zavatra nagatahin’i HoAiza ê : Think tank !

    Valin’ny fanontanianao dia Strasbourg angamba !
    Jeudi 24 15-16 h, séance plénière du Parlement, dont le thème est : Débat d’une heure au maximum, sur des cas de violation des droits de l’Homme, de la démocratie et de l’Etat de droit.
    Débat suivi d’un vote sur des propositions de résolution.

    Mety aminao Strasbourg ?

  11. Coucou Ranavalona,
    Kou hoe mbola nitolona nanatsingidina an’i le Lava sofina oà ! Vita ny aminy dia ny @ Lavanif/Lavasang sisa izao no masahana.
    Araka ny henoko dia nampitandrina ny tera-tany tsotsoka hono ny Ambasadiny fa mety ho ratsy ny fandehan-javatra ato ho ato (momba ny fiainan’izy mianankavy io) ka asa aloha izay zavatra hitranga fa efa mifori-drambo be hono ry zareo.

  12. Mety tsy eny am-pelatanan’i MyDago ny oronam-peon’ny kabary, izay nataon’ny Filoha Ravalomanana androany tany Antsirabe, fa tsara raha mba misy tatitra ataony ato ; izany dia mba hahafantaran’ny rehetra izay mety tokony ho atao !

  13. Eto indrindra isika izao ry Baby!!mifanipaka be ilay vao2 ato,
    faly aho aloha fa nazava ny antony tsy nankanesan’i zanak’i dada tena
    Ambohijatovo androany.
    Ny alika voky taolana angaha no tsy misy hiaro azy ireo???nefa aloha tsy dia tokony hatao izany fa tsy
    izy ireo no naninona fa ireo Karana aza no tena misy tsivalaara fa raha ny frantsay ataoko fa mba misy
    @’izy ireo ny tsy MOMBA izao BARIBARY izao.Amiko dia ny FOZA no tokony ho fongorina dia efa ampy.

  14. Eny e ! Ka i Domelina ange no rain’ny FOZAkely maimbo tsinay e ! Rehefa mitsingina i Lavaniff dia miverina anaty tany daoly ireo, milevim-belona.

  15. Tena miady saina mafy tokoa ankehitriny ry forongon-Ravalo isany, satria ny zava-mitranga dia mampiharihary fa resy ry zareo! I Andry Rajoelina moa dia hita fa tena miezinezina hatrany ny fandreseny. Hitan’izao tontolo izao ankehitriny fa sady mpitondra mahay izy no tena tia tanindrazana. Noporofoiny tany New-York izany ka nipao-tsatroka daholo ireo nihaino sy nanatrika azy (filoham-pirenena miisa 30, miampy solotenam-panjakana avy any amin’y firenena miisa 112). Mahery i Andry ka! Tena afaka mirehareha ny malagasy ankehitriny. Izy no tena mpitondra nandrasan’ny malagasy hatramin’ny fahaleovan-tena no mankaty. Tena miady saina fatratra koa ry zareo forongon-dRavalo satria tena lasan’i Lalatiana Rakotondrazafy sy Fidèle Razapera daholo ireo olona mba noheverina ho mpitolona. Ireto mpanao gazety ireto nefa dia tolona hafa tsy dia misy fotony loatra no tena tanjony. Ka mazava ankehitriny ny raharaha: izay no izy ny amin’ireo forongon-dRavalo na ny zanak’i dada.

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *