Vondron’ny mpanohitra : « avereno amin’ny vahoaka ny kianjan’ny demokrasia »

Nanatitra taratasy tamin’ireo tomponandraikitry ny tanana eto an-drenivohitra ny tolakandro teo ireo solontena avy amin’ny vondron’ny mpanohitra.Araka ny fanazavan-dRamtoa Lalatiana Ravololomanana dia ireo antoko na fikambanana mitovy hevitra no mivondrona ao anatin’io Vondron’ny Mpanohitra io. Tsy misy ny didy tokana amin’izany fa ny firenana no jerena ka manambatra ny hery. Ny vontoantin’ny taratasy dia ny hoe « avereno amin’ny vahoaka ny kianjan’ny demokrasia » Nisy hoy izy ireo ny fitokanana izany kianjan’ny demokrasia izany eny Ambohijatovo nataon’ingahy Rajoelina ny 17 janoary 2009. Tsy mbola nisy anefa ny fanafoanana izany. Manolona izany dia mangataka sy mitaky ny kianjan’ny demokrasia ho an’ny vahoaka ny Vondron’ny Mpanohitra.

15 pensées sur “Vondron’ny mpanohitra : « avereno amin’ny vahoaka ny kianjan’ny demokrasia »”

  1. Tsy azoko mihitsy !
    I Mme Ravololomanana……manao fanambarana mitokana ho Vondron’ny Mpanohitra, moa ny Mouvance Zafy manao Filazàna mitokana !
    Aiza ny marina ???Misaraka ve ny ao Amin’ny Mouvance Zafy ??? Raha tsy misaraka, ahoana ireo fanambarana ataon’ny olona samihafa io ?

    Sa misy ny te-hiaraka min’ny Mouvance Ra8, ary misy koa ny mandà ???

    Ahoana no fahtanao izany ry Menalamba ?

  2. Aza midikiditra @ fiainan’ny olona oah!!

    Olona adala no takiana zavatra???maka afo @ maty????
    takio eo foana fa vao maika izay no hanome hery azy HANDAVANY ilay fitakiana fa efa ANAZY NY FAHEFANA.
    Sakoroka ihany miaraka @ rodobe fa efa mazava izao fa mihamitombo ny mPANOHITRA io donto be io, ny renikely
    aza efa niaoka azy( efa vita mantsy ny nilany azy e!) tsy mitovy mantsy ireo, ny akôlitany koa efa VOADAKA .

  3. Raha azo Ambihijatovo dia mbola kabary ihany ve no atao ao dia avy eo mody , tsy nisy sy tsy misy ary tsy hisy zavatrahafa nohon’ny « sakoroka » no vahaolana basta

  4. Misaotra anao manao ny fihetsika
    hivory faran’izay haingana ANDINIKA hono

    Tsara ny manao zavatra,
    mamerimberina ampoton’ny sofiny
    marteler
    appliquer
    les NORMES
    satria ren-tany ren-danitra ny nanokanan’i Domelina an’io ho ‘kianjan’ny demokrasia’ fony
    mbola tao anaty fitondrana légal « maire » an’Antananarivo izy

    Samy maka ny andraikitra tandrify azy
    araky ny fahaizany
    hahatafa ny tolona: fahafahana maneo mamoaka hevitra malalaka

    Gabarit-nao lay izy

    __

    fa raha i Lalatiana free fm
    TSY MAHATOKY an’iny petsana
    mbola misendra fahamatorana
    ==> tsy matiko loulo fa mamerimberina ny anaran’i dada foana rehefa lany bala

  5. Njara: aza mandany andro mamakafaka
    (misaora zanahary amin’ny hetsika fanoherana rehetra,
    na dia fantatra fa tsy ho tafa mandrakizay ny mpanitrika an’i dada8 ao anatin’izany)
    __

    Fiainana savoritaka no atolotra omena iainan’ny tsirairay

    __

    TGV
    ordonnateur de ces Forces de Sécurité Opprimantes
    D.E.G.A.G.E

  6. Izaho koa mba miheritreritra ry Rama hoe: dia atao inona io rehefa azo eo???
    Afaka hanao inona eo???ireto alika tsy sasatra no fahanana taolana hanohitra ny HETSIKA??
    amiko dia tsy izay fahazahoana na tsia an’io no inona fa ny HERY indray MIARAKA na eo @ 13 may aza efa izy dia
    ho vaky ho azy tsy mila HATAKA akory io.Amiko aloha e! ny fanangonana ireo hery rehetra milaza fa manohitra izao
    fanjakana tsy ara-dalana izao no tokony ho MASAHANA dia lasa izao!!misy koa mantsy @’ireo hery ireo (mpanoatra)
    manohitra ilay fitondrana fa kosa TSY MANKATOA NY FIVERENAN’I DADA ,tsy an-tany tsy aparafara, dia izay no
    mbola tsy mahatafa ilay tolona hatreto fa samy mbola TIA TENA E!!!aretina tandravadikoditra @ RAMALAGASY io dia
    miandry izay fahatsapan-tenan’ny tsirairay fa rehefa tsy misy ahay HANDAHA tena dia eto isika no ho raisina fa inona
    moa!!!!!!!!

  7. Misy miezaka manasamatsamaka ny hery mba hampalemy azy @ farany aoka isika ho mailo, ny manahirana dia tsy any ivelany irery intsony ny fahavalo fa hatrato anatiny misy mitady ho voavidy vola, ka aoka isika hamakafaka, sy hahay hanavaka ny vary sy ny tsiparifary.
    Tsy misy fifidianana vanona eto raha tsy mody Dada.

  8. vanona foana io ry kely loha a, mba misaina inona zay laisany 600 isa ao @ magro io mba mahavita inona? mafy angah??? raha mafy de alaivo ambohijatovo radem e. ataovy adin’ny be sandry raha favoris tenisany

  9. Milay be ny demôkrasia gasy !!! Tohizo foana fa samy mahay ianareo ê !!!

    Gueurre sivile avent cinq ans, ary tsy hisy solusion raha tsy maty daholo !! Izay no notadiavina !
    Betsaka amin’apa ilay gasy, ka aoka hipetrahan’ny karana sy ny sinoa ilay tany ! Ireo kely sisa tafajanona ho andevozin-dry zareo, sy ho ataony sapia !

    Vahoaka tsy misy loha fa manaiky miray vilia amin’ny mpivaro-tena sy mpivarotra fanahy sy saina !

  10. Hélène Le Gal: La nouvelle conseillère Afrique de M. Hollande PDF Imprimer Envoyer
    Mercredi, 16 Mai 2012 07:10
    L’équipe du nouveau président français François Hollande se met peu à peu en place après son investiture et la nomination de Jean-Marc Ayrault à l’Hôtel Matignon. La classe politique malgache essaie à travers ces nominations de faire un décryptage de la politique étrangère du nouveau chef de l’Etat français. Si nous devons encore attendre quelques heures ( ?) pour identifier le futur ministre des Affaires étrangères, on sait par contre que l’homme fort de l’Hexagone a choisi Hélène Le Gal pour être son conseillère Afrique, la Dame Afrique de l’Elysée.

    Cette diplomate d’une vingtaine d’année d’expériences ne connaît pas en détail le dossier malgache puisqu’elle a occupé le poste de consul général de France à Québec depuis 2009 à 2012, après que les autorités rwandaises aient refusé son accréditation pour y représenter la France (ambassadrice). Par contre, Hélène Le Gal connaît certainement les généralités du dossier malgache pour l’avoir pris en charge pendant la crise post-électorale de 2002 à l’époque où la nouvelle conseillère Afrique de l’Elysée était la conseillère technique au cabinet du ministre délégué à la Coopération et à la Francophonie Charles Josselin, du temps où Dominique de Villepin, au Quai d’Orsay. Ce dernier s’est déplacé à Antananarivo le 3 juillet 2002 pour reconnaître le nouveau

    président malgache Marc Ravalomanana, et pour permettre à Didier Ratsiraka de quitter la Grande Ile deux jours plus tard à destination de Paris en passant par les Seychelles.

    En tout cas, Hélène Le Gal a eu une certaine expérience non négligeable sur l’Afrique. Et ce, pour avoir été en poste à Ouagadougou (1988 – 1990), puis à la direction Afrique du Quai d’Orsay (1990 – 1992), sous-directrice Afrique centrale et orientale au Quai d’Orsay (2005 – 2009).

    Pour ce qui est du ministère français des Affaires étrangères, il est convoité par deux personnalités de poids dont Pierre Moscovici et Laurent Fabius. Ce dernier serait actuellement au fait de la majorité des dossiers chauds de par le monde, mais il serait aussi au courant de la complexité du dossier malgache.

  11. ko rah ts misy vendrana mitovy @ lah eo ka ivarotan’lah saka be loha. maninona zao rah ny lien no nadika? copie modification coller ve nataon’ty. ny alika mitovy @ lah no voafitak’io fa ts zay gasy misaina

  12. izahay koa ry aliak isany no nanagana an’ambohijatovo ho kianjan’ny démocrasia fa ts nareo a. mangataha kianjan’démokrasia any sud aff refa ts mety le ao @ magro e!!!
    ambohijatovo ts kianjan’ny alika fa kianjan’ny olona. mandana any sud-aff fa any no misy kianjan’alika

  13. miainga @ tgv alou ny duel raha mafy an: mains nues

    (efa ela ange r’ity, ry Lylisson no nangataka an’io
    fa film GunGun an’ny kanosa isany no forcer-nareo lalaovina eto @ tanana ê!)

    efa hoe « à armes égales »

  14. Eto itony TGV dia efa lany énérgie,
    mivouvou tsy amin’antona
    efa mitady TSY LUCIDE

    kou vao aiza rehef eny an-tanim-piadiana: manditsaka ankilaoty mipoapoaka sy latsadatsaka ny avy any ambany, lasa olo-tsy manantsiny no voan’ny balles perdues

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *