fotoam-pivavahana FFKM : tsy tonga OMAR sy OMER, tsy hita ny TGV

mydago.com-FFKM 10 Jona 12 (16)

Tontosa ny tolankandro teo tetsy amin’ny EKAR Ambatonilita ny fotoam-pivavahana iraisam-pinoana ho fampihavanana, nokarakarain’ny Fiombonan’ny Fiangonana Kristianina eto Madagasikara na FFKM. Nitarika ny fotoana ireo filoham-piangonana ao anatin’ny FFKM, nahitana ny filohany ny Pastora Dr Rakoto Endor Modeste, ny Mgr Ranarivelo Samoela Jaona, ny mpitandrina Rasendrahasina Lala, tsy tonga kosa ny Mgr Odon Razanakolona, fa nandefa solontena. Amin’ny maha fiangonana ny FFKM dia niompana bebe kokoa tamin’ny fampihavanana amin’Andriamanitra ny toriteny teny an-toerana. Nambaran’izy ireo tamin’ny hafatra ihany koa fa fanombohana amin’ny fanentanana ny olona hanatona amin’Andriamanitra mba hampisy fifamatorana amin’isika samy Malagasy, mba ho tonga any amin’ny fampihavanana izao. Tonga nanatrika ny fotoam-pivavahana teny amin’ny fiangonana katolika Ambatonilita ireo ankolafin-kery isan-karazany eto amin’ny firenena, nahitana ny solontenan’ny Ankolafy Ravalomanana, toa an’Andriamatoa Rakotonirina Manandafy, Ralaiseheno Guy Maxime, Manoela, Satrobory, Ny Ankolafy Zafy notarihin’ny Pr Zafy Albert, Ny Ankolafy Ratsiraka notarihin’ny Pr Ange Andrianarisoa, Ramisandrazana sns, Ny jeneraly Rakotoarijaona Désire, Tsy tonga kosa ny avy amin’ny fitondrana Fat, tsy hita tao  ny Praiminisitra Omer Beriziky . Ireo rehetra izay nanontaniana dia nanambara fa andrasana ny tohin’ny hetsika ataon’ny FFKM amin’ny resaka fampihavanana. Marihina fa nifandray tanana ireo mpanao politika tsy mitovy hevitra tamin’ny alalan’ilay hira efa voalahatry ny FFKM ka namaranana ny fotoam-pivavahana manao hoe « fitiavana dia rano velona ».

39 pensées sur “fotoam-pivavahana FFKM : tsy tonga OMAR sy OMER, tsy hita ny TGV”

  1. fintondrana fat ve ? club satanique ireo ary izao vao mivaoka ny tena izy, matahotra an’Andriamanitra mafy sao mifanolana ao ampiangonana ny devoly mpitaiza azy sy ny fanahy masina.
    ka aoka tsy ho gaga re Tompoko.
    ary tsy ho hantenanina sao voaraoka ny devoliny.
    maty ny firenenan amin’ireto tsy vory saina sy tsy valahara, tsy misy hasina, tsy tonga taona.
    tsy mahatsapa ve ianareo rehetra fa izay maha malagasy efa naloany daholo ? dia mbola miandry inona ihany ?

  2. io fa misy satana iray koa tonga tao i dolin mpamono olona.

    misy foana ny maningana tahaka ny satana maningana eto amin´ny mydago ry rabe, denise, tanora sy ny tariny izany.

  3. OMAR odon razanabiby lasa nanompo ny satana tompoiny

    I OMER Beriziky mbola las nanadihady ny momba ny club satanaique any Ambatobe chez le presidentn´ny satana andry rajoelina

  4. MISAOTRA NY VAHOAKA KATOLIKA ARY MANKASITRAKA NY MPITNDRA KATOLIKA !

    Dr CELESTIN Robin dit :
    10 juin 2012 à 1 h 02 min

     » Eken’ny maro ny toerana raisin’ny , omena ny FFKM eo amin’ny fiaraha-monintsika Malagasy..
    Ny fivavahana kristianina malagasy dia mihavaka roa noho ny fomba nentin’ny européens nampiditra io fivavahana io..
    Ary miala tsiny aho amin’izay ho lazaiko fa tsy nampisaraka ny Malagasy izany na dia niezaka aza ny » mission catholique française » nandemy ny potestanta..!
    Tsy nandaitra io famolahana protestants izany tsy nanaiky ny jadonan’ny mission catholique française izay nampiasain’ny mpanjanaka hanova ny fisainan’ny Malagasy , hanadino ny maha -Malagsy azy…ary mbola mitohy io fanodikodinana ny sain’ireo Malagasy..Lava io resaka io ,ary ny fisian’i urfer , pedro …dia porofo fa misy ny ezaka manova ny fisainan’ny Malagasu..

    Anisan’ireo Malagasy teto Paris aho nitaky tamin’ny taona 1991 ny andraisana ny FFKM andraikitra mba aro-fanin’ ny hetsika politique ary mba hitarika ny Malagsy ary indrindra ny mpitondra sy misahana ny ain’ny Firenena ,ka mba hanomboka dia ny ety an-tany ny Fanjakan’Andriamanitra..izay mitory ny Fahafahana , ny fitiavana sy ny fanompoana ny namana sy ny Tanindrazana ,ny fahamarinana ary indrindra ny fitiavana , ny finoana ary ny fanompoana an ‘Andriamanitra..!

    Eo amin’ny ezaka ataontsika ankehitriny dia heveriko fa andraikitry ny Rehetra ny haka tahaka marina sy hametraka ny fiaraha-monintsika ho toa ny Fanjakan ‘Andriamanitra ,lavitra ny lainga ,tsy msy fialonana ,tsy misy fanavakavahana ,tsy misy mizana mitongilana…
    Ary ankehitriny ny mitoetra araka ny taratsy voalohany nosoratan’i Paoly ho an’ny Koritianina toko fah 13 ,andininy faha 13 dia ny Finoana ny Fanantenana ary ny Fitiavana…fa ny Fitiavana no lehibe amin’ireo..!

    Ny mpitondra fiangonana kristianina efatra tsy ampianarina izany ary fantany tsara ny votoatin’ny iraka nampanaovin ‘i KRISY azy ireo..Izay isaorana azy ireo

    FA KOSA MIFANGARIKA AMIN’IZANY ANDRAIKITRA IZANY NY FISIAN ‘ RAZANAKOLONA IN ‘NY FFKM..
    Misy mpitondra fivavahana madio tanàna ao amin’ny sehatra katolika nandrity iny fanonganam-panjakana iny..

    razanakolona n’est ni irremplaçable ni incontournable ni indispensable
    dans l’exemplarité , dans le témoignage que la FFKM veut Nous communiquer, Nous transmettre ! »

    Raisiko ho fahahamendrehan’ny Katolika ( ny Vahoaka katolika , ny Mpitondra fivavahahana Katolika…)ny fahaizan’izy ireo nandresy lahatra an’i zanaolona tsy hanatrika ny Fotoam-pivavahana teny Ambatonilita ,izay nifantoka tamin’ny fampihavanana , izay ilaina tao aorian’ny fanonganam-panjakana..:
    Eny ,ny fanatrehan ‘ i zanakolona izany fotoana izany dia fanompana ny Malagasy izay mijaly noho io fanonganam-panjakana « nampian’i zanakolona . »

    MISAOTRA NY VAHOAKA KATOLIKA ARY MANKASITRAKA NY MPITONDRA NY FIANGONANA KATOLIKA !

  5. AIDES INTERNATIONALES: la quasi totalité des aides internationales a été suspendue depuis fin 2008. Elles représentaient 70% du budget de l’état et ne reprendront que lorsque les institutions malgaches refonctionneront normalement.
    Date : 07/06/12

    RENCONTRE RAVALOMANANA-RAJOELINA: Léonidas Tezapsidis, représentant résident de l’Union Européenne à Madagascar est favorable à l’organisation d’une rencontre entre le président de la Transition et l’ancien chef d’Etat Marc Ravalomanana

    Efa miresaka dossier ianareo fa anisan »ny mapihisatra ny fodian’i Dada dia manao fanadihadiana ny SADC amin’izao fotoana ao afrika atsimo hoe: iza no tompon’andraikitra tamin’ny 7 febroary 2009.Mandefa rapports fôsika any mantsy ny HAT hiampanagana an’i Ravalomanana satria izany efa nataon’ny CPI ilay izy hoe: crimes contre l’humanité fa mitady ny tena tompon’andraikitra ry zareo dia mitarazoka ny fampodiana azy. Noho izany dia iangaviana ny mpiaro ny ara-dalàna handefa izay ananany rehetra (sary, video, tatitra, fanambarana nataon’ny vavolombelona) entina manamporofo fa i TGV no rangory fototry ny afo tamin’ireny.Alefaso ao amin’ny birao SADC ao afrika atsimo haingana.
    Izany rehetra izany dia mila ny firaisan-kina ny mpiaro ny ara-dalàna rehetra tsy ankanavaka ary koa politika mazava sy mirindra amin’ny tanjona iray avy amintsika mianakavy (une cohésion politique).Tairi dieny izao

  6. efa mazava iny ratsimilaho fa kosa ilay tgv tsy vory saina toa matahotra ny hihaona irery amin’i Ra8, i chatégné moa efa tsy eo intsony hikarakara ny boloky, ka asa indray izay fialàna ataon’io zaza 13 taona io.
    Fa dia inona loatra no nandrasan’ny malagasy amin’ireo tsy valahara ireto e ?

  7. Ireo Malagasy rehetra ,na sivily na miaramila , dia mitady ,mamorona ny antony nanaovan’izy ireo fanonganam-panjakana mba :
    …hampitaraika ny fodian’ny Filoha ,izay efa malalaka araka ny andiniiny faha-20 ,
    …fa indrindra noho ny fahatahoran’izy ireo ny fisian’ny porofo mazava
    atrany amin’ny atsipiriany ,izay nosorotan’i Jt Colonel CHARLE , izay tsy maty vonoina ary efa hody Antanindrazana…
    Io porofo io dia milaza sy mitantara ny fanomanana io fanonganam-panjakana io , ny olona nandray anjara na ara-bola , na izy mihintsy no nitana basy ,nibaiko , no nanome ny fomba atao…
    Dia may volotratra ireto izy dia nitory ny Filoha any Afrika Atsimo ireto tsy
    valahara , satria any no mipetraka ny Filoha…!

    Tsy io fitopriana io no mampitaraiky ny fodian’ny Filoha..
    Fijeriko ity :

    Tapaka fa hody ny Filoha ary ela dia tody eto ANtanindrazana izy..
    Mbola tsy niova ny Fitondrana fa mbola rajoelina sy ny jiolahiny sy ny jiovaviny..
    Tsy misy olona azon’ny Filoha iresahana na omeny na angatahany
    vaovao na teny mikasika ny fandehan’ny raharaha-pirenena..
    Tsy misy mpitondra « officiel « !
    Manana ireo mpanolontsainany izy..fa tsy misy ny fifandraisany amin’ny fitondrana ita maso sy azo tsapain-tanana..!
    Le Président rentre au Pays avec le retour des aides (dans sa poche ),ce qui nécessite des interlocuteurs de l’Etat..!
    Le Président décemment et sur le plan constitutionnel ( feuille de route) ne peut ni discuter de cela ni confier cela )aux auteurs du coup d’état..
    Heveriko fa « izany vacance du pouvoir izany « no sakana lehibe :
    Aucune organisation gouvernementale n’existe pour le recevoir !

    Et là Nous constatons l’importance de la mise en place de la Transition Consensuelle et Inclusive (TCI)…qui a comme mission :
    .la pacification du Pays en assurant l’orde et la sécurité publics.
    .la préparation de l’organisation des élections
    .l’organisation et la préparation du programme de développement du Pays et des aides d’urgence pour améliorer le quotidien des Malgaches..

    Oui le retour du Président RAVALOMANANA MARC et de SA FAMILLE constitue la condition sine quoi non :
    ..de la reconnaissance internationale ; il faut une structure gouvernementale d’accueil (la TCI) pour recevoir le Président RAVALOMANANA MARC
    .et avec la reconnaissance de l’Etat Malgache par la Communauté Internationale ,
    .et avec le principe du retour des aides financières..et peut-être une autorisation de décaissement pour les aides d’urgence auprès des bailleurs de fond..!

    Oui je pense fortement aux difficultés de la passation du pouvoir de la transition savage (rajoelina ) à la transition C et I…La bande à rajoelina cherche des noises…!
    Et l’initiative du Président RAVALOMANANA MARC ,our cette demande de rencontre avec rajoelina a pour objectif de mettre les pieds dans les plats et surtout d’accélerer cette passation…!
    Oui il faut du temps pour décoincer les blocages et les nuisances qui ont
    été placés ici et là pour miner le processus de sortie de cette crise !

  8. Ara-pivavahana aloha ny fiatombohan’ny zavatra rehetra. Izay mahatsiaro fa kristianina ny tenany dia tokony hiara-mivavaka ; izay ihany no làlana voalohany.

    Ireo izay tsy tonga, dia tsy fanatra ny antony fa aoka isika tsy hitsaratsara foana –

    Tsy misy fampihavanana, raha tsy misy ny fiovàna ara-panahy ;

    Tsy maintsy mifandefitra fa izay minia tsy manao izany dia efa lasan’ilay satana.

    Tsy maintsy tohizana ny fangatahana famelan-keloka eo amin’ny tompo amin’ny olona tsirairay avy.

  9. Dia tsy hitovy fieritreretana aminareo ato mihintsy, raha ny momban’io resaka fivavahana io, indrindra raha mahita ny voasoratr’i raozy farany io !

    « Tsy maintsy tohizana ny fanfatahana famelan-keloka eo amin’ny tompo amin’ny olona tsirairay avy » !

    Olona tsy nanao na inona na inona ve ry raozy dia hangataka famotsoran-keloka ? Fa iza no diso !
    Mangataka famotsoran-keloka ny alahady dia manoy ny ratsy fanaony ny alatsinainy ny sasany ; dia izay foana ve no fiainana mirary andrasana ??

    Mdy hilaza ny sasany fa efa niara-nivavaka ê, niara-nisakafo ê, niara-nifety ê, dia hiaraka anao inona koa ?
    Resaka fangatahana famotsoran-keloka sy fampihavanana hiarahan’ny samy malagasy no natao, dia INONA KOA NO MBA NAHATONGAVAN’IREO VAZAHA IREO TAO ???
    Mba misy afaka manazàva ve, sa dia tonga nibebaka koa izireo fa nanota, ka nanao ny vahoaka malagasy tsy toy ny olom-belona rehetra ???

    Fampiarana ny LALÀNA ihany hoy aho ! Raha mbola tsy misy ny fanarahan-dalàna, dia hitohy foana ny FIAINANA AO ANATIN’NY HAIZINA, NY FANJAKAN’NY BAROA !!

    Tsy ANDRIAMANITRA NO MITSARA ny mpangalatra sy ny mpamono olona ary ny mpanao ratsy rehetra ety an-tany fa ny MPITSARA, IZAY NOKARAMAINA HANATONTOSA AN’IZANY ASANY IZANY !

    FANDREBIREBENA SAIM-BAHOAKA HOY AHO IO RESAKA FIVAVAHANA SY SATANISMA SY NY SISA ATAONAREO IO !!

    FOMBA ANKOLAKA ENTINA ANDANIANA ANDRO IO, FA TSY NY RESAKA SY HETSIKA ENTITRA SY HITADIAVANA VAHAOLANA NO ATAO MATOTRA !

    FOMBA FIJERY IZANY, FA RAHA DISO DIA TOHIZO NY ANAREO FA MBOLA HO ETO ISIKA NA AFAKA FOLO TAONA AZA !!

  10. Diso tsipelina : Fangatahana fa tsy fanfatahana !! Napetrako ihany na dia fantatrareo aza ny tiako nosoràtana !!

  11. Farany :
    Omeko hajany sy voninahitra kokoa ireo olona tsy mino ary tsy mivavaka, fa manàja Lalàna sy manasoa an’ireo mpiara-belona aminy, toy izay ireto mpandevi-tay an-tsalaka, mody mivavaka sy mifona isaky ny iray minitra, kanefa TOETRAN-JIOLAHY no entina manantanteraka izay zavatra atao isan’andro !

  12. Mody adala ary azoko lazaina fa mitampona inona ny mason’i SADC raha tsy mahita
    sy mahalala fa iza no tompon’andraikitra t@ 7fev,raha tsy mbola nisy iny famoahana
    nataon’i Charles iny dia mbola azoko hinoana fa tsy izao kosa angamba ????MODY FANINA ary VOAVIDY ireo
    matoa tsy mbola mahalala fa iza no NAHAVANONA IRENY, efa porofo firy izay MITOHAKA @ TENDANY fa inona
    no mbola mampilasala azy ????MODY FANINA FA VOAVIDY!!!indrindra raha hampidiriny ao ny resaka fampodiana
    an’i dada???ataoko fa MISY TSY MAZAVA ary misy tsikombakomba @ ratsy ao.Efa tafapaka any koa ilay VIRUS.

  13. Kintana Mitonia kely aloha ialahy!!
    azoko tsara ny tianao tenenina @ ilay resaka fivavahana ary
    MARINA ny teninao ( masiaka ratsy ery) hi!hi!hi!!!!
    Ny zavtra endrasantsika dia vahaolna MATOTRA sy MAZAVA, ka hitondra vahaolana ve io FIHAONANA
    @ FIVAVAHANA io??tsy vitan’izay fa maria mhintsy ilay hoe FANDREBIREBENA satria inona no fanapahan-
    kevitra tapaka tao ??tsy misy!!na iza tonga na iza tsy tonga ka na tonga teo aza ve ireo olona ireo hitondra inona
    koa anefa???HAMPIOVA INONA???aleoko marina izy tsy teo mba tsy HANDATSA fotsiny amiko fa izy tsy maintsy
    HANAO NY HATAONY ihany , ireo dia hitovizako hevitra aminao.
    Eto @ izay ary isika: ilay fivavahana dia samy manana ny fomba HAMPIASANY azy angamba no hilazako azy,koa aoka
    mba tsy afangaro ny AKOHO SY NY VORONA,manjary lasa manenjika FIVAVAHANA ialahy raha manao FAOBE
    MANTSINA FOTSINY, ary tsy laviko koa fa maro ary misy ny olona manao fitaovana ny FIVAVAHANA ary mampiasa
    izany@ ratsy mihintsy aza,ka ny tiako tenenina dia aza dia ahilika @ ilay vavaka daholo kosa ilay RATSY E!!!OK!!!!

  14. Ilay vahaolana endrasana dia ROA,
    Miala domelina tsaraina @ ratsy vitany.
    Mody dada hanarina indray ny FIRENENA,reefa tsy ireo dia mbola BLA!BLA! ka aza haseho masoandro akory
    fa mampasiaka olona fotsiny.

  15. Eto am-padiniana ilay sary aho fa iza avy ireto Vazaha lazainao fa tsy hitako ry Kintana??
    Tiako ho fantatra fotsiny mantsy e!!azafady raha tsy mahadiso.

  16. Izay fanelanelanana ataon’ny FFKM dia tsara ny manipika fa tsy hisy fahombiazana mihitsy raha mbola filohan’ny FJKM i Lala Rasendrahasina. Tena miara-mitakosona loatra amin’ingahy Valo io pastiora sadasada manantsoratra io, ka tsy ho elanelam-panahy mihitsy ny FFKM raha mbolo io no ao! Efa fantatry ny rehetra izany ary tsy azo odiana tsy hita.

  17. Maro ny  » fihaonana na fivorian ‘ny Malgasy , tsy nahitana ani Beriziky..Fahafhany izany sa tsy firahiarahiana ireo Malagasy mifampotoana na mivory ,mazana izany fihaonana izany dia mikasika ny olana nateraky ny fanonganam-pahefana..

    Ny fihantsiana teny Ambohitsirohitra tamin’ny 07 février 2009 dia tsy antpony idrantsika amin’io fa hankinina ary efa nankinin’ny Filoha amin’ny Fitsarana mahaleon-tena io ,ary napetranay amin’ny Firenena Mikambana ny fangatahana izany Fitsarana mahaleo-tena izany..
    I rajoelina sy ireto jiolahy sy jiovavy miaraka aminy ,izay matahotra izany Fitsarana izany , dia nihevitra fa ny SADC dia manamahefany  » hisambotra ny Filoha RAVALOMANANA MARC « ..Tsy tibunal misahana ny délits sy ny crimes fa kosa ny feuille de route dia maome fahefana azy hijery akaiky ny olana politques nateraky ny fanonganam-panjakana..
    Ny Tribunal ,da aiza na aiza dia mila porofo tsy azo iodivirana vao mitsara..
    Tsy nampoizin’i rajoelina sy mpanao ratsy miraka aminy ny fangatahana fihaonana nataon’ny Filoha RAVALOMANANA MARC ,izay tsy handinika ny tavan-drajoelina no atony , fa ny fametrahana aingana ny tetezamita ifanarahana sy tsy manavaka ary
    fangatam-panazavana mikasika zavatra maro ..
    Tsy maintsyfaranana mazava ny tetzamitan-drajoelina (audit général du pouvoir de facto , audits ministère par ministère.., aifit des actions de justice..)ary tsy maintsy haverina daholo ny fananam-panjakana nampiasain’ireo olona nilaza ho mpitondra ireo ( ny trano sy ny entana , ny automobiles..sns ,sns..
    !
    Vita madio izany audits izany dia hiditra amin’ny famindram-pahefana / ny « passation
    de pouvoir » izay handinihina ny état des lieux : ny passifs , ny actifs ,ny ara-dalàna sy ny tsy ara-dalàna..sns ,sns..!

    Vita ny famindram-pahefana ,dia atao ny procès-verbaux izay soniavina…
    Dia fafàna ny trano ary savaina ny paosiny…
    AMIN’IZAY DIA TAFATSANGANA NY TCI…
    MODY NY FILOHA RAVALOMANANA MARC ARY HIVERINA NY FANKASITRAHANA SY NY FANKATOAVAN ‘NY COMMUNAUTE INTERNATIONALE IZAY MIDIKA HO FISOKAFAN ‘NY VARAVARANA HIDIRANY NY FANAMPIANA ARA – BOLA SY ARA-TECHNIQUES HO AN’NY FANARENANA NY FIRENENA (TOE-KARENA SY NY FARIM-PIAINAN’NY MALAGASY..)..
    BE PETSOPETSONA ARY IZAY NO MAMPITARAIKA !

    .

  18. Voalazanao : « Maro ary misy ny olona manao fitaovana ny FIVAVAHANA ary mampiasa izany amin’ny ratsy mihintsy aza » !! Mazava dia mazava angamba ny tiako ho lazaina, ka navoakanao ny ohatra na porofo, na dia tsy nanonona anarana aza ianao !

    Olona voataiza tao anatin’izany Fivavahana izany ny tenako, ary zanaka fianakaviana mba nanana ny toerany sy lanjany tao amin’ilay fiangonana ; raha tianao ho fantatra mpiray fiangonana ny Prezidà Ravalomanana sy ny tenako ! Tamin’izahay mbola kely na tanora, dia izany Andriamanantena sy Razafitrimo izany no pasiteranay !
    Mety hanome « piste » aminao angamba izany !
    Raha tianao ho fantatra koa, dia FIAROVANA NY HASIN’IZANY FIVAVAHANA IZANY NO ATAOKO, FA TSY FANENJEHANA AKORY, AZAFADY !!

    LASA TSY MISY DIKANY INTSONY ILAY FIVAVAHANA, NOHO IREO MPITARIKA ARY VAHOAKA MANAO KOFEHY MANARAM-PANJAITRA IREO !

    « Religion opium du peuple » ?? Mba dinidiniho ihany ! Izao hono ka hilaharana ny mividy « lakroa » !! Ny sakafo anefa efa manahirana ny mividy sy mitady azy !

  19. Misaotra fa hitako fa tsy fantatro hoe Iza??
    ary tsy hitanao angaha ity Satrobory eo alohany koa??
    tena fanina vao maraina mihintsy aho vao manokatra kosa ve dia tonga dia Plaffffff!!jenjina mihintsy !!
    Tsy izay olona manao fitaovana ny fivavahana kosa no tsy hampisy dikany ny fivavahana Kintana a!!
    Ity lakroa hilaharana indray no tsy hitako??nefa amiko tsy io Lakroa io no inona fa ilay finoana ao anaty.
    Mifamototra ambony ambany ny fandehan-javatra tena loza ity ray olona !io no mbola maha tsy ampy ilay
    finoana dia voarebireby @ zavatra tsy misy dikany. Tsy voatery hividy hilaharana fa …..asa????mafy iazany!!
    Koa aiza indray izany no hanafatra lakroa??chine sa frantsa sa pakistan???bizina io koh!!!zėlanitra ianao o!!!

  20. Ny tiako holazaina ry zareo dia soa ihany fa misy an’i Zuma izay miaro an’i Dada ao afrika atsimo satria ny opposition sudafricaine dia vokisan’ny HAT lainga ary satria misy fifandraisana tsara amin’ny SADC ireo opposants ireo dia voatery manadihady ny SADC momba ny raharaha 7 febroary ary miandry ny vokatry ny fanadihadiana ny SADC vao manampankevitra ny hanome daty hihaonan’ny filoha Ravalomanana sy ny ben’ny halatra.
    Satria raha mandinika ianareo dia mbola tsy nisy daty naroson’ny SADCmihintsy hatramin’izao.Sarotra koa ny hino fa voavidy vola ny SADC satria ny UE-ACP no manohana an’io fikambanana io saingy rehefa tsy mandeha amin’ny TV ny négociation dia tsy maharesy ny lainga tsara lahatra(sciences-po) ny marina mitavozavoza ( théocrates maladroits). Ny fanafodiny dia ny daholo be miara-tonga saina sy tia ny marina (baiboly) izay tsy mifanalavaitra amin’ny fahendrena malagasy ( un collectif responsable et intègre); responsable car savoir anticiper les réactions et intègre car la corruption sur tous les aspects de la vie est la source de nos problèmes societaux.
    Arosoy ary ny hevitrao.

  21. FIFIDIANANA ETO MADAGASIKARA…

    Raha ny tondro zotra no arahina ,ary tsy maintsy arahina satria io tondrozotra no misolo ny lalam-panorenana mandra-paha…itana izay lalam-panorenana vaovao !
    Ny tondrozotra dia mametraka ny transition consensuelle et inclusive ,izay voatondro hikarakara ny fifidianana izay ho filoha-pirenena sy ireo izay ho solom-bavabahoaka..

    Io ny Filan-kevitry ny Firenena Mikambana manao fanambarana mikasika ny fifidianana eto M.sikara..

    « ucune élection cette année

    Entre les mois de mai et juin 2013, c’est la date proposée par la mission des Nations Unies sur la tenue des prochains scrutins dans la Grande-Île. Un rapport qui va chambouler le chronogramme établi par la Commission électorale malgache, mais surtout les projets des acteurs politiques au pouvoir qui espérrent tenir les élections d’ici la fin de cette année.

    Andry Rajoelina l’a maintes fois répété, les élections devraient se tenir d’ici la fin de l’année 2012 pour accélérer la sortie du pays de la crise. Certes, la délégation des Nations Unies n’a fait que préconiser une date, mais la partie malgache a-t-elle réellement d’autres choix que d’adhérer à la proposition ? C’est de la crédibilité des scrutins, mais aussi du soutien technique et financier de la communauté internationale dont il est question.

    Akinyemi Adegbola, chef de la délégation onusienne chargée de l’évaluation du système électoral a donc annoncé les premières élections qui se tiendront à Madagascar dans 11 mois. Il s’agira, selon les précisions des élections présidentielles et législatives jumelées sur le territoire national. La délégation des Nations Unies proscrit la tenue des élections pendant la saison de pluies, notamment au mois de novembre prochain, comme l’a prévu la CENI-T. Elle a d’ailleurs fait le constat de l’absence d’un climat d’apaisement propice à la tenue des élections avant la date qu’elle a annoncée. Plusieurs facteurs dont politiques et sociaux ont été pris en compte pour soutenir la nécessité de se conformer au calendrier des experts des
    Ntions Unies.

    Des personnalités politiques comme Benja Urbain Andriatsizehena de l’UDR-C s’insurgent contre ce nouveau report de la date prévue pour les élections. Prétextant la nécessité de mettre fin à une Transition qui n’a que trop duré et l’urgence de la mise en place de dirigeants représentatifs du Peuple par la voie des urnes, ce politicien estime qu’il convient de s’en tenir au chronogramme de la CENI-T et d’organiser au moins les élections législatives cette année. Bien entendu, cette perspective demeure envisageable, à condition que Benja Urbain Andriasizehena trouve la somme de 45 millions d’euros pour financer ces élections. »

    Les services spécialisés des Nations Unies ont cette habitude d’évaluer pour la prévision d’éventuels problèmes éventuels concernant un projet en vue ( les élections à M.car en l’occurence ):alors ls évaluent plusieurs tous les qui ont des chances de perturber ,de gêner le moment venu la tenue de ces élections..Ce sont des études ,qui pourront aider à prendre des décisions..:ces services propsent la tenue des élections les mois de mai et de juin 2013..

    Les élections à M.cr ne sont pas d’actualité et je trouve un gonglé ,trop prétentieux et totalement présomptueux de ‘annoncer que rajoelina a décidé que les élections se fassent avant la fin de cette année 2012 ,afin d’accélerer la sortie de cette crise.3

    rajoelina fait ses petites confidences qui servent son égo ,mais qui ,n’ont rien à voir avec la situation réelle du Paysz..

    Comme bon nombre de gens expliquent que les élections – préparation et organisation ,campagnes électorals , financement – dépendent de la Transition Consensuelle et Inclusive (TCI)
    Le Chef de la TCI confie au Premier Ministre la préparation et l’organisation de ces élections , que le Premier Ministre doit présenter devant les chambrs (CT et CST )le principe t le projet d’élections..

    Nous sommes loin des élugubrations de rajoelina et de ses conseillers..!
    Et rajoelina croit-il être encore au pouvoir à la fin de cette année ?

    Ny filan-kevitry ny

  22. FIFIDIANANA ETO MADAGASIKARA…

    Raha ny tondro zotra no arahina ,ary tsy maintsy arahina satria io tondrozotra no misolo ny lalam-panorenana mandra-paha…itana izay lalam-panorenana vaovao !
    Ny tondrozotra dia mametraka ny transition consensuelle et inclusive ,izay voatondro hikarakara ny fifidianana izay ho filoha-pirenena sy ireo izay ho solom-bavabahoaka..

    Io ny Filan-kevitry ny Firenena Mikambana manao fanambarana mikasika ny fifidianana eto M.sikara..

    « ucune élection cette année

    Entre les mois de mai et juin 2013, c’est la date proposée par la mission des Nations Unies sur la tenue des prochains scrutins dans la Grande-Île. Un rapport qui va chambouler le chronogramme établi par la Commission électorale malgache, mais surtout les projets des acteurs politiques au pouvoir qui espérrent tenir les élections d’ici la fin de cette année.

    Andry Rajoelina l’a maintes fois répété, les élections devraient se tenir d’ici la fin de l’année 2012 pour accélérer la sortie du pays de la crise. Certes, la délégation des Nations Unies n’a fait que préconiser une date, mais la partie malgache a-t-elle réellement d’autres choix que d’adhérer à la proposition ? C’est de la crédibilité des scrutins, mais aussi du soutien technique et financier de la communauté internationale dont il est question.

    Akinyemi Adegbola, chef de la délégation onusienne chargée de l’évaluation du système électoral a donc annoncé les premières élections qui se tiendront à Madagascar dans 11 mois. Il s’agira, selon les précisions des élections présidentielles et législatives jumelées sur le territoire national. La délégation des Nations Unies proscrit la tenue des élections pendant la saison de pluies, notamment au mois de novembre prochain, comme l’a prévu la CENI-T. Elle a d’ailleurs fait le constat de l’absence d’un climat d’apaisement propice à la tenue des élections avant la date qu’elle a annoncée. Plusieurs facteurs dont politiques et sociaux ont été pris en compte pour soutenir la nécessité de se conformer au calendrier des experts des
    Ntions Unies.

    Des personnalités politiques comme Benja Urbain Andriatsizehena de l’UDR-C s’insurgent contre ce nouveau report de la date prévue pour les élections. Prétextant la nécessité de mettre fin à une Transition qui n’a que trop duré et l’urgence de la mise en place de dirigeants représentatifs du Peuple par la voie des urnes, ce politicien estime qu’il convient de s’en tenir au chronogramme de la CENI-T et d’organiser au moins les élections législatives cette année. Bien entendu, cette perspective demeure envisageable, à condition que Benja Urbain Andriasizehena trouve la somme de 45 millions d’euros pour financer ces élections. »

    Les services spécialisés des Nations Unies ont cette habitude d’évaluer pour la prévision d’éventuels problèmes éventuels concernant un projet en vue ( les élections à M.car en l’occurence ):alors ls évaluent plusieurs tous les qui ont des chances de perturber ,de gêner le moment venu la tenue de ces élections..Ce sont des études ,qui pourront aider à prendre des décisions..:ces services propsent la tenue des élections les mois de mai et de juin 2013..

    Les élections à M.cr ne sont pas d’actualité et je trouve un gonglé ,trop prétentieux et totalement présomptueux de ‘annoncer que rajoelina a décidé que les élections se fassent avant la fin de cette année 2012 ,afin d’accélerer la sortie de cette crise.3

    rajoelina fait ses petites confidences qui servent son égo ,mais qui ,n’ont rien à voir avec la situation réelle du Paysz..

    Comme bon nombre de gens expliquent que les élections – préparation et organisation ,campagnes électorals , financement – dépendent de la Transition Consensuelle et Inclusive (TCI)
    Le Chef de la TCI confie au Premier Ministre la préparation et l’organisation de ces élections , que le Premier Ministre doit présenter devant les chambrs (CT et CST )le principe t le projet d’élections..

    Nous sommes loin des élugubrations de rajoelina et de ses conseillers..!
    Et rajoelina croit-il être encore au pouvoir à la fin de cette année ?
    (Extraits de tananews du 11 juin 2012)

    Ny filan-kevitry ny

  23. Actuellement ,tout peut se faire , tout peut se dire , tout peut s’annoncer , car la vacance du pouvoir permet tout !
    Et rajoelina ne se gêne pas pour faire n’importe quoi , pour dire n’importe quoi à n »importe qui !
    Il est capable de déclarer la guerre à n’importe quel Pays ,quand sa folie de grandeur l’oblige ou le pousse..

    Voilà le mal qui Nous guette ,qui risque de Nous miner car Nous ne pouvons rien faire contre un homme fou , ayant perdu la notion de logique..
    Il faut à tout prix l’arrêter comme un chien avec un lasso ou li servir un canapé au jambon à la strykinine !

  24. Misaotra ny TIM mampahatsiaro ireo tranga rehetra tamin’ireny raharaha 7 febroary ireny sy ny pétitions rehetra manohana ny ara-dalàna.
    Tiantsika daholo ny hialana i Domelina ary ny hiverenan’i Dada.Io eo i TIM fa manao zavatra, ny GTT dia torak’izany.Inona no anjarantsika eto Mydago?

  25. Tsara ho fantatra ihany koa fa ny miaramila sasany no tena olana mipetraka ho antsika.Ireo 3V (vendrana, voretra , votsa):

    -Vendrana: mivarotra tanindrazana amin’ny mpanjanaka nefa tokony hiaro ny firenena.
    -Voretra: tia vola, tia vetaveta ary miliba amin’ny volam-bahoaka ihany no ady eo.
    -Votsa: tsy mahay n’inona n’inona, tsy tia mianatra ,tsy miteny ny fitenim-pirenena hafa fa vongany sy mahery an-tanàna satria mitana basy.

    Soa ihany misy ihany ireo mandala ny ara-dalàna dia ireo izay 3H (haja, hasina, hery):
    -haja: tia ny malagasy, manaja ny fireneny.
    -hasina: manome hasina ny tanindrazana, ny asany, ny vehivavy malagasy.
    -hery: hery ho an’ny tanindrazana satria miezaka ny mba tsy isian’ny ady an-trano sy ny rà mandriaka.

  26. Ataovy mirima tsara, miara-mizotra
    ny resakareo ffkm sy ny Banky Foibe
    dia hipoaka amin’ny fomba hafakely ny tako-bilany!

  27. ranavalona,
    Tsy araky ny fandraisanao azy ny zavatra nosoratako, toy ny hoe plaff ; Ny izy dia fanazavàna ho an’ny rehetra izay mamaky, hoe lasa ataon’ny olona fitaovana amin’ny zavatra hafa ilay izy !

    Ianao ihany aza dia mahatsapa an’izany !

    Izaho dia miombon-kevitra amin’itony voasoratra tao amin’ny site TIM itony :

    « Les membres de l’opposition (io voambolana io indray aloha dia tsy tiako) sont déçus de la déclaration du FFKM lors du culte de la réconciliation faite hier. Aucune action concrète n’est prévue dans la concrétisation de la réconciliation, la FFKM a seulement évoqué la nécessité de se rapprocher de Dieu » !

    Rebirebena amin’izany ny olona, dia any ambadika any, atsangana daholo sy tohizana ny fanalikàna ny vahoaka malagasy satria ny prezidàn’ny HCC, mpanohana Mpanongam-panjakàna no notendrena ho prezidà an’nizany hoe Cour Electorale Spéciale izany !
    Ilay io moa dia faly satria tokony ho Président voafidim-bahoaka no « manendry » azy, dia eo izy faly misary adala amin’ireto jiolahy ireto ! Ireto farany tsy hanàl’azy teo amin’io toerana io.
    Raha mbola tonga ho azy eo an-tokonam-baravarana ihany koa ny oisika, inona moa ny hahamaika an’i lery hiala ?

    Hitako tao amin’ny Tananews.
    « Le Père Sylvain Urfer a publié son dernier ouvrage intitulé  » Madagascar une culture en péril ? » Dans cet ouvrage, le jésuite (?) sur les difficultés auxquelles sont confrontées les malgaches.

    Tsy io sy ilay pedro ve moa no fatram-panenjika sy nanohana an’ireto tsy valahara ireto ? Inona moa no asan’ireo ?

  28. Ka noho izany dia tokony antsoina ny CPS mba hamaritra ny adidy sy ny andraikitry ny tafika.Raha mba misy afaka manoratra any amin’ny CPS dia tsara.

  29. Efa lazaiko foana ianao fa tsy msy tsiny fa mifanohitra aza .
    marina ny voalazanao fa ilay fomba fanazavao azy no somary ENTITRA be loatra
    fa tsy manahy ( mahatanty matoa miditra eto) fa tsy ratys akory an!!!sanatria , mba olombelona ihany
    somary misandaotra kely fa efa manomboka zatra ny aty e!!

  30. Ratsimilaho:

    Que l’on remonte la photo de la PLAQUE TROUÉE PAR BALLE(S) à Antaninarenina
    dans la journée du 07 Février 2009!

    (démontrant que les balles viennent d’une toute autre direction: témoignage indélébile – en complément celui de raSarla, du carnage SACRIFICE HUMAIN accompli par Andry Rajoelina et sbires)

  31. Ho fanampim-panazavana amin’ny fanontaniana momba an’i Sylvain Urfer. Pretra jésuite manampahaizana izy io. Matoa izy noroahan-dRavalomanana niala teto, dia misy antony lehibe. Ny katolika rahateo koa moa no fitaovana lehibe nahatontosan’ny frantsay ny fanjanahana an’i Madagasikara. Samaritaka be ny voasorany ao anatin’ilay boky. Manana fijery colon.
    Marina foana anie ny voalazan’i Friedrich Engels ao amin’ilay bokiny malaza hoe : Anti-Dühring e ! Nilaza izy tao fa : la religion est l’opium du peuple. Ary izany no mitranga eto indray izao. Dia miady mafy ry Urfer mba hanjakan’ny vazaha bebe kokoa hatrany!

  32. Manao ahoana daoly,

    Tsy mahagaga ny tsy nahatongavan’ny TGVistes namonjy fivavahana satria olona DEVOLY sy SEKTA.
    – Tsy fantany izany fidirana ampiangonana izany ;
    – I LOSOFERA no Andriamanitrany ;
    – I JODASY ISKARIOTA no Dadaben’izy mianakavy ;
    – Misaona ry DEVOLY isany fa very RAY mpiahy (Talonety) !

  33. Ny an’i Tanora Losofera no Andriamanitrany :
    – Mpangaltra fitondràna ;
    – Mpanao sorona teny Ambohitsirohotra ;
    – Mpampijaly ny vahoaka malagasy mpiray rà aminy ;
    – Tsy mamela ny vahoaka haneho ny heviny eny ankalamanjàna !!!

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *