Hanatanteraka fivoriam-be ny mpiasam-panjakana, izay mivondrona ao anatin’ny cellule inter-ministerielle des agents de l’Etat, ny 02 Jolay izao, araka ny nambaran’izy ireo tamin’ny mpanao gazety tetsy amin’ny Galerie Kamoula. Fivoriamb-be izay handinihana ny fanatsarana ny tontolon’ny asam-panjakana sy fanohizana ny tolona. Araka ny fanazavana ihany dia hiato kely tsy hiasa daholo aloha amin’io fotoana io ny mpiasam-panjakana manerana ny Nosy. Ny tanjona amin’izany dia ny famerenana ny hasin’ny asam-panjakana. Efa lany andro hoy izy ireo ny fomba fitantanana ny raharaham-panjakana eto amintsika raha oharina any amin’ireo firenena mandroso. Nanambara izy ireo fa taorian’ny fivoriam-be izay notanterahan’ny mpiasam-panjakana ny 18 Jona, dia nisy ny fifampiresahana tamin’ny biraon’ny Sempama, Paramed. Taorian’izay dia nantsangana ny ny « cellule de crise » ka anisan’izany ny Sempama sy Paramed.Noho izany dia nanentana ireo mpiasam-panjakana manerana ny Nosy izy ireo mba hifanotrona amin’izany hetsika izany.



Zarazarao e ! - Partagez !

PS : Tadidinao koa ve ity lahatsoratra nivoaka tato amin'i MyDago ity ?
PS : Vous souvenez vous aussi de cet article sorti sur MyDago ?

31 Comments

  • Njara dit :

    Misaotra sy mankatelina anareo ao amin’i MyDago ! Nanome Voninahitra
    nisahirana nanoratra ! Ho tonga anie ny fahafahana amin’i rajoelina !!!
    Sady faly no malahelo noho izao Fahatongavan’ny Fetim-Pirenena izao, amin’ny ataon’ny HAT Rajoelina !
    -
    Mba misy soratra kely nataonay
    ho antsika malagasy tsy vaky-volo ao amin’i Lafy8 !
    Tongava maro mamaky !
    -
    http://lafy8.forumactif.ca/t202-26-juin-fetim-pirenena

  • gasilahy dit :

    io indray lay resabe;olona lehiben’ny dahalo tany besalampy fony chef de district ve dia hitarika olona ?izao ilay hoe »samy manao izay hangalana vola @dada »

  • HoAiza dit :

    Coucou Njara:
    - arahabaina ihany aloha,
    - mibaliaka be ramasoandro eto
    ary
    - manana roa andro tsy fiasana be zao ny people
    - maivana ny paosy, ary embouteillage monstre sy tsatok’antsy no accompagnement omen-dRAJOELINA amin’izao vanin’andro ankatoky ny fankalazana ny asaramanitra (taloha) izao

  • dénise dit :

    Izaho dia mpiasam-panjakana, fa izahay mpiara-miasa dia hiasa tsy an-kiato amin’ny 02 Jolay 2012, ary vao maika aza ampitomboinay ny ora hiasana amin’io andro io. Nanontaniana ireo mpiasam-panjakana amin’ny sehatra hafa, fa tsy misy hanaraka io fampiatoana asa io satria tena tsapan’ny rehetra fa i Ravalo indray no ao ambadik’io, i Ravalo Marc izay nampitotongana be ny hasin’ny mpiasam-panjakana fony izy nitondra, kanefa dia izy indray no mamporisika ny olona tsy hiasa ankehitriny. Tena lasa adala ireto zanak’i Valo ireto an. Ka hoy izahay mpiasam-panjakana hoe: « Tsy hahita akory ianareo mitonona ho Syndicats ireo, izahay mpiasa tena izy dia hiasa tsy an-kiato ô! Harary fo eo ianareo! « 

  • rabe dit :

    Zay mihitsy woa ry Dénise ! Ny an’ireo tsy misy afa-tsy haha KO, an’i Mada, krizy ampiana krizy, izay ihany no tanjony! ny hahatonga an’i Madagasikara ho KO tanteraka, ho lasa Somalie, ary ireto Raosy sy ny taranany ireto, de ny asa fanakorontanana, ny asan-dahalo, ny fampisaraham-bazana ny samy malagasy, raha vao mitokona ny mpampianatra, de miditra mandany vola @io Raosy, hi-amplifier ny mouvement, de toy izany koa ity eto ity, kanefa midera hatrany ny herim-pon’ity Zandry ity, na de tanora sy erotrerony aza, de miezaka hatrany, mamaha ny olona, sy manohitra ny sabotage sy ny saina maloton’ireto, fahavalom-pirenena ireto.
    Sarotra ny ady hatrehana, tsy maintsy mandalo fihafiana mafy, ny asa-demony taranak’Osy manginy fotsiny, kanefa matoa mandraka ankehitriny, mijoro i Andry, de noho ny fitahian’Andriamanitra, ary tsy omeny laka na oviana na oviana ny olon-dratsy toy ireto, ary tokony hanontany tena sy handinika foana izy ireo woe, naninona no NIONGANA TEO @ SEZANY NY RAINY? de hamaly ireto woe, noho Rajoelina mpanongana, de amiko io valinteny io midika ho fahakanosana sy fahalemena, satria, Raosy teo @ heriny sy ny fahefany ary ny fananany vola, de resin’olona Maire tanora kely, de tsy menatra ireto, vao maika mampiseho lava ny herin’i Zandry @ ranomasomboay lava, sy asa maloto etsy sy eroa, de tsy hamokatra mihitsy na inona na inona atao. Na izy nikabary teo @RIO+20 aza, tsy sahy tenenina eto, na kely aza satria menatra, de inona zay tsy natao zay ry sagnagna a! mora de mora @ Zandry ny hamonoany ny afo, de reraka Raosy sy ny taranany fa tsy hita intsony zay atao e! lany fika. Ary aiza woa ty fihaonana nanerena ny SADEC alohan’ny 26 ity e! toa tsisy mpiahaino, de tsy marina ve ny tenin’i Be vena isany ô? Sa ahoana ry Njara? leoleo angaha teo aloha teo de miverina, miandry anareo foana i Be e! Aza kivy @ tolona, ary ataovy zay fara hery fa reraka ho azy eo, fa na ho eo i Andry na tsia, Raosy zany na ho inona na inona ataonareo, tsy ho tafaverina intsony eo @ fitondrana, hamarana ny androny any am-pigadrana aza no tena hataorako, de iza @ ireto indray re no hilaza avy eo woe kely sisa e? na de hanao mandat iray aza Zandry de mbola woe kely sisa kely sisa lava. Tena tsy nahita olona sagnagna mianakavy otran’ireto aho marina!!!!

  • HoAiza dit :

    De miandry ny statistiques ny vono-olona sy asa-ratsy isan-karazany indray ny maraina ny andro talata sy alarobia …

  • HoAiza dit :

    Androany alina
    rahampitso manontolo.

    Tenisany miantso an’i Rossy hampandihy (ho hita eo)
    Mandihy tsy afa-tavony: Ramenabila avy kou iantsoana ny tafika FiranTay
    hahaha

    LOZ’IZANY…

  • rabe dit :

    Tsy nisy asan-dahalo mihitsy, teo @ fitondrana nifandimby, indrindra t@ andron-dRaosy. Fanga hadinon’ny Zanakosy, Raosy nikabary tany Tamatave niantsy ady t@ dahalo, raha nikabary momba ny tsy fandriampahalemana. Hoy lay prezida niongana t@izay woe, « Vonoy ataovy miboraka hatra@ tsinainy mihitsy ». (lian-drà!!!!psst!) Raosy iny moa, raha langage politique, tena zéro manatody, miteny frantsay, otran’ny 104, miteny anglisy, accent mapme be otran’izy miteny gasy! Tsy afaka hitaha @ Zandry, ary raha iny no manao débat an’i Zandry, de hibaradaka, sy hiakatr’afo! kôzy e!
    De mazava ane ry HoAiza! nareo sy ny jiolahy FAROUCHES, karamain-drainareo io mpanao asan-jiolahy io, defa zao mampitandrina sy mandefa filazana mialoha izao. Zahay mahatoky an’i R-Bombe nay fa milamina io! mahagaga fa raha tsy misy filaminana de faly ny Zanakosy, fa raha misy filaminana, de tsy tian’ireo! mba toe-tsaina inona re e! VENDRANA BE E!

  • zazanakdada dit :

    Aiza moa no andeha ny raharaha eto @ firenena : kay ry denis sy rabe no mpiasam-bahoaka . De tena le toetra-tsolafa ao an-trano raha vao dify sy tsy ao ny mpampiasa de mangalam-pihinana, mbô manandrana ny akanjo sy kojakojan’ny patron, tsy mahalala sy mahatadidy ny tokony hatao raha tsy tenenina isan’andro. Ny fofona maimbo amin’izay efitra nandalovany tao an-trano tsy afaka raha tsy andorana ramy sy kinini-manitra. Efa tenenina foana fa e e e. Ny tena mahamenatra izao dia ireo malagasy milaza hoe mpanao politika, avara-pianarana, manambninahitra (ry alika ireo). Aleoko ihany manana malagasy tsotra izao 100%, tsy miraika @ hoe mahay miteny an’izao na izao na dia ihomehezan’ny olona aza (izy indray aza no miara-mihomehy), mahatoky tena fa tsy mfendrofendro izany ary tena mahavita manangan-javatra : « minoa ianareo ahy… » ary dia tena vitany tokoa anie e. Ary manara-penitra @izay fa tsy peta-toko toy ny dia-tanam-po…ohatry ny @izao fotoana.
    Mba efa nandalo teny Anosy ve ianareo tao anatin’izay tolo-bato mafana omen’i edgar ny vahoaka izay? Hitako no tsy taitra ny mpiasam-panjakana eny fa manan-toetra voretra toan-dry denise sy ny namany daholo. De mba diovy tsara radenise ny toerana rehetra alohan’ny andraisana asa @ alarobia : manala ny tay, amany sy ny degôba napetraky ny fianakavianareo eny akaiky ny trano efa namboarin’ny Dadanay tsara ireny fa sao miandry tenenina indray vao manao sady ianareo izany efa hoe mazoto be sy hampitombo ny ora fiasana. Raha tsy hoe lasa kivavany ohatry ilay saribakoly lahykelinareo iny angaha.

  • rabe dit :

    Tsy zahay mahavelon-tena manana ny asanay ara-dalàna aty France ry Zanakidada, no sagnagna sy tsy mahay maneho hevitra ary miteniteny foana otranaro a! io ane le lazaiko foana woe » tel dada tel fils » e! tsy manan-kambara afa-tsy ny haminavina sy hanombatombana momba anle olona , kanefa na le olona aza tsy fantatra sady tsy mbola nahita ny salovatavany akory. Ireny foana ny fomba famaly, rehefa tratry ny marina, izay ny marina foana no mandratra, hany ka tsy mahavaly zay soratan’olona fa tonga de enti-po manan’anaka, de tsy mahay afa-tsy ny manompaompa sy manozonozona, na maminaviana woe, mba olona manao ahoana loatra re ry Dénise sy Rabe ireto e! Dénise moa defa nanome sopapa kely azy woe, mpiasam-panjakana, Rabe rahateo efa fantatr’ireto efa ela, de io mamoromporona sy intox handotoana olona io foana na mety na tsy mety ny ataon’ilay olona, hany ka tsy mahay afa-tsy ny mandainga, lay lainga rahateo, misy manitsy sy mamono afo , ka na aiza na aiza aleha, mifanandrina aminay ekipan’i Zandry daholo, ary hainay tsara ny milalao ny hozadohany, de mibaradaka sy miteny ratsy sisa azo atao. De tsy mahay afatsy ny hilaza zava-dratsy sy zavatra tsy mety, zay tena mahafaly azy tanteraka.
    Ekena ry Zanakosy fa misy ny krizy, ekena fa noho ny tsy fisan’ny famatsiam-bola, de mitotongana ny ekonomia, zay manana andraikitra amin’izany ianareo noho ny fiziriziriana sy ny fanapotehana lava zay zavatra tiana hatsangana handaminana, ary nareo mihitsy no sahy manao antso manean-tany mba tsy hisian’ny famatsiam-bola any Mada, de ny sezan-dRajoelina no tianareo halaina, zay tsy ho azonareo na oviana na oviana, ka Rajoelina de mahaafa-po azy ny karamany, ary tsy miantsy miaro ny toerany izy, fa nareo ireto kosa ny hanakenda ny 20 tapitrisa gasy no kendrenareo. Zandriany moa tsy mitsoaka ady na oviana na oviana ary tsy manilika andraikitra, fa raisiny ny adidiny, ary tsy milavo lefona @nareo na oviana2 izy, de miparitaka ny atedohan-dRaosy, afafy katrana ny saosy be, hanaovana asa maloto, ny tena anefa tsy afa-mody fa migadra tsy fidiny any an-tanin’olona any, otran’ny gadra mantsy ireny sesitany ireny, na de miriorio an-dalambe any a-tanim-bahiny any aza. Tena mahazaka aloha lery, raha zay pouvoir sy fananam-be sy fangoronan-karena tsy marina teo @ fireneny zay, no nafoy tao anatin’ny in-1 mipi-maso, ka tsy viatn’ny woe nafoy, fa vao maika nilaozana, mafy zany re olona faza mba mahazo ny tena, reto zazasary mba antenaina hamerina @ toerana koa moa tsy mahay n’inona2 tsy azo ianteherana, de tena mipika lery e! araka ny feo mandeha avy atsy Sud Af aza hono de tsy azo ankekezina mihitsy fa romotra otra’ny kiva. De zany rehefa tsy ampy bagage manao politika Raosy a! fihetsika tsy voatandrina iray, de nampihinan’ny tadiny. De arosoy ndray zay handimby azy, sady mitadiava na manohana olom-baovao mihitsy, fa Raosy tranainy, sy ny zanany tsy mahay raha, adabohy any tanteraka satria, vendrana otran’ireto mpizaika ato ireto! Rabe sy Dénise ary Tanora, de manapaka lalan-drà; mbola aiza izy fa ny rezimanta no ho avy. R-Bombe irery aza, nampandohalika sy nandatra-dranomaso an’ilay lehibeana parlemanta, mahery zahay ô!

  • bogor dit :

    Tsy zahay mahavelon-tena manana ny asanay ara-dalàna aty France ry Zanakidada, no sagnagna sy tsy mahay maneho hevitra ary miteniteny foana otranaro a! io ane le lazaiko foana woe » tel dada tel fils » e! tsy manan-kambara afa-tsy ny haminavina sy hanombatombana momba anle olona , kanefa na le olona aza tsy fantatra sady tsy mbola nahita ny salovatavany akory. Ireny foana ny fomba famaly, rehefa tratry ny marina, izay ny marina foana no mandratra, hany ka tsy mahavaly zay soratan’olona fa tonga de enti-po manan’anaka, de tsy mahay afa-tsy ny manompaompa sy manozonozona, na maminaviana woe, mba olona manao ahoana loatra re ry Dénise sy Rabe ireto e! Dénise moa defa nanome sopapa kely azy woe, mpiasam-panjakana, Rabe rahateo efa fantatr’ireto efa ela, de io mamoromporona sy intox handotoana olona io foana na mety na tsy mety ny ataon’ilay olona, hany ka tsy mahay afa-tsy ny mandainga, lay lainga rahateo, misy manitsy sy mamono afo , ka na aiza na aiza aleha, mifanandrina aminay ekipan’i Zandry daholo, ary hainay tsara ny milalao ny hozadohany, de mibaradaka sy miteny ratsy sisa azo atao. De tsy mahay afatsy ny hilaza zava-dratsy sy zavatra tsy mety, zay tena mahafaly azy tanteraka.
    Ekena ry Zanakosy fa misy ny krizy, ekena fa noho ny tsy fisan’ny famatsiam-bola, de mitotongana ny ekonomia, zay manana andraikitra amin’izany ianareo noho ny fiziriziriana sy ny fanapotehana lava zay zavatra tiana hatsangana handaminana, ary nareo mihitsy no sahy manao antso manean-tany mba tsy hisian’ny famatsiam-bola any Mada, de ny sezan-dRajoelina no tianareo halaina, zay tsy ho azonareo na oviana na oviana, ka Rajoelina de mahaafa-po azy ny karamany, ary tsy miantsy miaro ny toerany izy, fa nareo ireto kosa ny hanakenda ny 20 tapitrisa gasy no kendrenareo. Zandriany moa tsy mitsoaka ady na oviana na oviana ary tsy manilika andraikitra, fa raisiny ny adidiny, ary tsy milavo lefona @nareo na oviana2 izy, de miparitaka ny atedohan-dRaosy, afafy katrana ny saosy be, hanaovana asa maloto, ny tena anefa tsy afa-mody fa migadra tsy fidiny any an-tanin’olona any, otran’ny gadra mantsy ireny sesitany ireny, na de miriorio an-dalambe any a-tanim-bahiny any aza. Tena mahazaka aloha lery, raha zay pouvoir sy fananam-be sy fangoronan-karena tsy marina teo @ fireneny zay, no nafoy tao anatin’ny in-1 mipi-maso, ka tsy viatn’ny woe nafoy, fa vao maika nilaozana, mafy zany re olona faza mba mahazo ny tena, reto zazasary mba antenaina hamerina @ toerana koa moa tsy mahay n’inona2 tsy azo ianteherana, de tena mipika lery e! araka ny feo mandeha avy atsy Sud Af aza hono de tsy azo ankekezina mihitsy fa romotra otra’ny kiva. De zany rehefa tsy ampy bagage manao politika Raosy a! fihetsika tsy voatandrina iray, de nampihinan’ny tadiny. De arosoy ndray zay handimby azy, sady mitadiava na manohana olom-baovao mihitsy, fa Raosy tranainy, sy ny zanany tsy mahay raha, adabohy any tanteraka satria, vendrana otran’ireto mpizaika ato ireto! Rabe sy Dénise ary Tanora, de manapaka lalan-drà; mbola aiza izy fa ny rezimanta no ho avy. R-Bombe irery aza, nampandohalika sy nandatra-dranomaso an’ilay lehibeana parlemanta, mahery zahay ô!

  • verbeeck dit :

    Manao be fiavy indray beVôpl ato zany an!!! tsy mahalala n’inn n’inn @ fiainana eto @ tanàna mintsy RAbe vôpl ary zay no tena olana satria vao miditra eto izy dia azo ampitahaina @ olona mihanjaka miboridana mamakivaky an’Analakely!!! I Denise mou dia milaza fa mpiasam-panjakàna fa saingy mpivaro-pika izy dia zay no mahatonga azy tsy toy ny mpiasam-panjakana rehetra!!! tsy hita fa efa mba tenenina ihany izy ireo saingy refa ny adala moa no tenenina ny lambany indray no ariany kou!!! avelao izy ho eo!

  • zazanakdada dit :

    Odray, hay ve ka botom-bazaha any amin’izay misy azy any ireto hoe « manana ny maha izy azy  » e! Zaho ve mahalala fa mba miambo ho mpiasa mpanjakana sy mifanohana @ hoe « hiasa tsara, hiasa miaraka, hiasa mafy » nefa mankahala ny tompon’io fiteny io! Tazony any ny anareo ry zalahy fa efa (-3) izany izao ny olona fopla aty aminay.

  • HoAiza dit :

    Hoatr’ireo ve no farim-pahaizan’ny gasy sasany mipetraka ao Frantsa ao?

    Mifanandrina taim-bava eto aza maimbo ihany no haodinkodina eto,
    i Rossy aza moa
    mahatsiaro voahilik’ireo mpiray tanindrazana aminy,*
    hany ka naleony nandrorona ho rasta-man

    Andosirako
    eny laviko aza ampahibe-maso tokotrany
    raha mba tafara-dia amiko
    IMASOM-BAHOAKA

    Kôzy sérieux…

  • elas dit :

    - ny olona rehefa mirekaka ohatra ny siny feno tapany, dia tsy izy fa lany mikobana
    - ny olona rehefa lava tarihy dia tsy izy fa tsy misaina vao manoka-bava
    - ny olona rehafa mipetraka aminy toerana tsy mendrika azy toy ny FOZA dia kely vozona ka MIBAKABAKA mavesaty ny ozona.
    Miarahaba ny tia tanindrazana rehetra ho tratrany fahaleovantena amin’ny andro iray tsy ampoizina. Ny fahendrena tsy mba mahafaty ary ny adalana hihinana ny tsy fihinana.
    aleho olombanona madio saina sy heritreritra toy izay FOZA voatery midilotra ranomanitra mba tsy hamofona .

  • KintanaMananDrambo dit :

    Ny fofon-dridra eny amin’ny foza tsy ho afaka na ranomanitra iray daba aza !
    Ny sain-dratsy aza toa manaranaka !

  • ravelonarivo dit :

    O! R ‘i Zafilahy izaove ianareo vao tonga saina fa mampandry adrisa Rajoelina .
    Ka aoka izay ny resabe ,Raiketo ny hetsika mahery .

    Raha ny « fety mora » eto an-drenivohitra amin’izao fotoana dia fanatra fa tena fanodikodinana ny sain’ny Malagasy tsy hisaina ny fahoriana nateraky ny krizy. Raha ny resaka mandeha dia maherin’ny roa miliara ariary ny vola lanin’ny FATE « hampandihizana » ny mpiray tanindrazana ao anaty fahoriana. Ny hetsika ara-miaramila hanoherana an’i Remenabila sy ny namany anefa ity toa handamoka. Fantra fa natsahatra indray izany amin’izao fotoana noho ny antony tsy fantatra mazava. Raha tena fotorina dia ahiana mbola mitovy lanja amin’ny « podium » etsy Anosy ihany io resaka Remenabila io.

  • ravelonarivo dit :

    Jules Andriamaholison .

    Resa be ny anao ,tsy mahomby ianao sy ny tarikao ,matoa tsy voa hala @ 26 juin Rajoelina Andry .

  • ravelonarivo dit :

    Jules Andriamaholison .

    Resa be ny anao ,tsy mahomby ianao sy ny tarikao :Ary resaka mandany andro ny resakao ,tsy haleany ny nataonao atrmin’ny androany ,tsy ny kabarinao no hampandroso ity tany .

    Misy tokoa ny fifanatonana amin’ny hery velona hafa eto amin’ny firenena raha ny fanazavana voaray teny an-kianja androany saingy nambaran’ny CST Jules Andriamaholison fa « izay manaiky ny fiverenan’ny Filoha RAVALOMANANA ihany no azo eritreretina iarahana ». Fepetra tokana takian’ny vaomiera misahana io asa io izany fahafana manatanteraka izay voasoratra ao anatin’ny andininy faha-20 amin’ny tondro zotra izany satria io no nimatimatesan’ny mpiara-dia amin’ny Filoha tao anatin’ny telo taona tsy ankiato. « Tsara ny itondrana fanazavana mikasika izany » hoy ny depiote Jules « mba tsy hisian’ny ahiahy tsy ihavanana ».

    Tamin’ny tapany faharoan’ny lahateniny kosa no nanambaran’ity olom-boafidy teo aloha ity fa « misy tsy ampy ny tolona matoa tsy tafavoaka hatreto ». Ankoatra ny fiverenan’ny Filoha RAVALOMANANA dia fototry ny tolona ny hanilihana ny mpanongam-panjakana tsy hitondra ny Firenena intsony. Nambaran’ny depiote Jules anefa fa zary afaka mandray fitenenana eny amin’ny sehatra avo lenta iraisam-pirenena izany mpanongap-panjakana izany ankehitriny. Faniriany ary ny hanokanana andro iray ho an’ny demokrasia ohatra ho fanehoana amin’izao tontolo izao fa tsy ampy intsony ny taratasy ifandefasana sy ny fifampiresahana satria tsy misy mihaino ny vahoaka. Noho izany dia midina an-dalam-be ny Malagasy ho fitakiana ny fanajana ny zony. Nampiomana ny mpiara-mitolona avy hatrany ny tenany amin’ny fiatrehana izany hetsika izany.

  • KintanaMananDrambo dit :

    Tsy misy ny krizy, ary mbola misy azo hoanina matoa tsy mihetsika ny vahoaka !
    Mbola misavovona ny tay azo arapaka, tsy toan’ny tamin’ny andron’ny Prezidà Ravalomanana, satria hono na io aza tsy nisy azo noanina intsony !

  • HoAiza dit :

    Nandalovako fotsiny, kay ra-denise HONO mpiasam-panjakana? Kay kay kay

    Big works are awaiting our President Marc Ravalomanana when he gets re-elected: recyclage balayage

    Ne vous inquietez point, les foza (ex. denise) sont facilement reconnaissables ==> pareil à pété des NUUUULLLLLS

  • gasynijaly dit :

    F´angaha tsy ny 27,28,29 juin indray no hitokona fa nihemotra 2 jolay.nefa tokony io daty 27.28.29Juin io no notazomina vao vita fety dia tohozna ary tohizana htraminy farany,
    Tandremo aza sao manatena ho vidiana amin´ny volabe ianareo mpitarika dia mandry ny tany,
    alefaso ny blocage asdministratif rehetra.

    greve generale aminízay, tsy ankijaniona na firy volana aza mandrapialan´ny Foza orana rehetra.
    Andao iaradia hanongana ireo mpanongam-panjakana

  • ranavalona dit :

    Izaho vao saika hanontany fa leo be aho dia aleoko tsy miteny hoe: maninona no andrasana
    @ 2 jolay ???amiko koa dia miandriandry aloha sao hisy saosy HIPITIKA angaha??dia maninona
    no izao fa efa oviana anefa izay no tsy isy raha nanjary tao???

  • HoAiza dit :

    Efa firy moa izay PONT – andro tsy fiasàna lav’izao isaky ny vanimpotoana Fête?? Mi-souffrir anie ny orin’asa tsy miankina amin’izany ê!

    __
    Ho an’ny fonctionnaire mpiasam-panjakana:

    MITOKOUNA amin’izay itiavanareo azy: efa tsisy raha manjary eny anivon’ny administration any

    Ry Denise no santionan’ny sentinelle(s) karamaina amina milliards : mba tsy ho HAOLO ny bureaux, hilalao savony, misivana ny dossier(s) n’olona ho tangosana pot-de-vin, …

    De comme d’hab: dada8 indray no hanarina ny perte eto @ tany sy ny fanjakana

  • KintanaMananDrambo dit :

    Leo be angaha izato ranavalona ?
    Dia arahabaina izany tratrin’ny fahaleovana i tena ê ! Ao anaty asaramaimbo isika izao, fa ny foza ihany no donton’ny fofony ka mandihy ao anaty tay ry ‘ty â !
    Rehefa tsy misy mivaky loha r’ity, mba ataovy izay mahadiavolana ny saina â ! Ataovy izay mety, fa avelao hoan-dry vendrana ny fety ! Tsy mahamenatr’aza ny mitsiky ao anatin’ny diky !

  • ranavalona dit :

    Raha ho tafarina ry Hoaiza!!!azafady @ rehetra fa tsy afaka miarahaba aho
    fa tena vonton’alahelo ny fo efa avy nitady anana vao maraina aho io ho hataoko
    laoka anio fa tsy nahita koa dia ihinam-bary @’izao aho mba ho mariky ny fanajako ireo vahoaka
    izay MIJALY iray rà amiko ary gejain’ireo SATANIKA ireo, vao nifoha aho dia ranomaso no nipotsaka.
    Malahelo aho e!!iza anefa no mba ho antenaina sy mba HITARAINANA????TSY MISY!!!ao ianao ry
    taniko ao anaty FAKO sy ny HARATSIANA rehetra tsy SAHAZA ANAO AKORY.Raha mbola azoko hatao
    ny hitomany anio anio tontolo dia hataoko fa izay angamba no ampisinda ity foko.

  • HoAiza dit :

    De ny taranantsika no hanarina azy ranavalon’ô!

    (Afatsy ny harena an-kibon’ny tany izay … miha-RITRA andro aman’alina)

    Asa na aiza no misy anareo,
    fa ny ambiance aty an-tanàna dia
    masoandro mibaliaka + feeling FANAGEJAHANA-tena

  • KintanaMananDrambo dit :

    Izahay re eto, fa aza dia mitanondrika sy kivy be toa izao ê ! Fotoana mba hieritreretana ny androany, eo amin’ny lafin’ny zavatra rehetra. Adikao ireto mba ahafahinao misaintsaina azy !
    Dia fafao ny ranomaso, fa dia niova ny menu-nay, ka dia ho ron’akoho sy sakamalao izany izany no nifanarahana ! Izaho no malahelo, dia ny ankizy kely ve no tsy hihinan-kanina ?

    Dia ireto aza ny voalazako etsy ambony :

    « L’optimisme est une fausse espérance, à l’usage des lâches et des imbéciles » ( G. Bernanos ).

    « La seule différence entre l’optimiste et le pessimiste, c’est que le premier est un imbécile heureux et que le second est un imbécile triste » (G. Bernanos).

    Mais,

    « Une personne optimiste ne refuse pas de voir les côtés négatifs des choses ; elle refuse de s’y attarder » (A. Lockart)

    « Le pessimisme est d’humeur ; l’optimisme est de volonté » (Alain)

    et que

    « Dans les situations désespérées, la seule sagesse est l’optimisme aveugle » (J. Dutourd)

    « L’optimisme est l’opium (comme la religion ?) du genre humain » (M. Kundera)

    Et pour conclure,

    « ÊTRE OPTIMISTE EST UN DEVOIR MORAL » ( K. POPPER)

  • KintanaMananDrambo dit :

    Mahatsiaro anao ry HoAiza amin’izao vanin’andro izao ! 26 juin EFATRA IZAO !

  • ranavalona dit :

    Voaray o!!mankasitraka e!!ho ela velona!!!

  • zanabeboty dit :

    mba nahita birao tsy niasa ve ianareo androany?Efa azo ny vola tany @dada;

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *

*