Ho giazana an-tsokosoko ny Orinasa TIKO

Tiko Andranomanelatra 06 jona 12 (33)

Vory lanona ny vahoaka maro be, niambina ny Tiko Andranomanelatra androany, mba tsy ho robain’ny “Foza noana”.Nirehitra ny hafanam-pon’ny mponina, nilanja vato, nametraka barazy,  nibahana ny lalana fidirana tao amin’ny Tiko hanakana ny herim-pamoretana.

Tokony ho mitatao vovonana teo ho eo,  tongateo an-toerana ny “solon-tenam-panjaka(na)” nahitana ny OMC (Operation Mixte Conception) nisy andiana miaramila notarihana Kolonely, ny solontenan’ny Fitsarana ary solon-tenan’ny lehiben’ny Faritra.Tsy navelan’ny vahoaka niditra izy ireo ka dia nampiaka-peo hampihatra ny lalana rehefa tsy avela hiditra.”Tongahifampiresaka amin’ny tompon’andraikitry ny Orinasa izahay fa tsy hanakatona ny Tiko akory” hoy izy ireo nampandry adrisa ny vahoaka mpiambina ny tanana.Rehefa nahomby ny fandemen-tsaina dia tafiditra ihany izy ireo ary dia nilefitra ny vahoaka.

Nahagaga tamin’ity tranga ity dia tsy nitondra an-tontan-aratasy akory ireo solontenam-panjakana ireto, tsy nitondra vadin-tany ihany koa kanefa dia hampihatra ilay didim-pitsarana no anton-diany.Tsy voahaja araka izany ny lalàna velona.F’angaha moa iadian-kevitra indray ny fampiharana ny didim-pitsarana ?

Matahotra hampihatra ny didy ny FAT koa dia mitsapatsapa ny halalin-drano aloha.Rehefa izay dia ho giazany an-tsokosoko ny Orinasa.

Araka ny nambaran’ny mpisolovava ny Orinasa Tiko dia mangataka izy ireo ny hampiharana ny lalàna tsy mitanila.Norobaina sy nodorana ny Orinasa , tokony hahazo tambina amin’izany ny Orinasa raha ny tokony ho izy, hoy ny fanazavany,  etsy an-daniny efa nisy didim-pitsarana nivoaka ihany koa talohan’io didy nivoaka farany io ka dia tokony hampiharina aloha io didy io hoy hatrany ny fanazavany.

53 pensées sur “Ho giazana an-tsokosoko ny Orinasa TIKO”

  1. Mba tonga teny ve i mamy Rakotoarivelo sy Me Hanitra niaro ny orin’asa TIKO ?
    Ingahy Rakotoarivelo sy ny dirab-ny dia valovotaka avy ao Antsirabe, ary nankinina tamin’i Me Hanitra kosa ilay DOSIE !
    Hoatrinona ny honitra azon’ilay orin’asa tamin’ireny raharaha 26-27 janvier ireny, ka nitohy foana ?
    Fantatra mantsy fa ny an’ireo vahiny izay niaran’ny sotsota dia nahazo vola avokoa, fa ny an’ireo tera-tany dia tsy nahazo na ariary aza ! Marihina fa ny an’ny karana tsy toy ny taloha TSY NISY NIKITA ARY DIA IZANY ANGAMBA NO TENA ATAO HOE FAHAGAGÀNA !!!
    Mba niangatra kosa Andriamanitra, tamin’iny indray mitoraka iny !!

    Izao fotsiny raha tena misaina ianareo ê !

    Milaza ianareo mpitondra fa amin’ny anaran’ny vahoaka no hitakianareo ny trosa izay lazainareo fa tokony alohan’ny TIKO !!

    FOIN’NY VAHOAKA MALAGASY IZANY ARY TSY AMPAHAFIRIN’NY VOLA LANILANIANAREO, SY ENTINAREO AMORETAN’AZY !
    AVERENO DAHOLO ALOHA NY ZAVATRA SY NY ENTANA NANGALARINAREO ATRAMIN’IZAY DIA ATAO MAZAVA NY KAONTY AVY EO !!

    TANTARA HITOHY IO INDRAY ANDRO ANY, REHEFA TSY HANAO IANAREO ; KOA SAMIA MIOMANA IANREO IZAY NITSARA AN’ITY RAHARAHA ITY FA ZAVATRA TSY AZO EKENA IZAO !

  2. nous proposons Louis michel,Chissano,Zuma pour diriger la rencontre entre Ravalomanana et Magro à behoririka

  3. Izao ka tena tolona sy fakan-tahaka fa tsy tory teny sy fivavahana fademena saim-bahoaka fotsiny. Ireo no Zanak’i dada izany hoe ireo no teny tia sy miady hoan’ny tanindrazana.

  4. tena simba ny firenena amin’ny foza tsy valahara.
    efa nandoro sy namotoka dia manohy ihany , ny asa vita tsy misy, ny vahoaka miandry fa indrisy, latsaka ambany andavaka rehefa jiolahy tsy misy ho jerena no mandidy.
    Mampahonena.
    Mola manadio ny tananàna ny malagasy : katsao ry rajoely fils, resampa fils, ratsiraka fils, tamarosahona fils, ratsirahonana fils,….
    borio nuy mahalahy anireo ho fongana tanteraka bt taranany

  5. Aiza ireo Ministra, ireo CT sy CST, ireo mpanohana ny ara-dalàna rehetra ????

    Aiza ihany koa ireo môpera sy pasitera ? Manaiky an’izao koa ve izy ireo, sa dia ny deniedekilta sy rakitra isan-karazany ihany no tena mahamaika ?

    Ilay Mayol sa Mayonezy sy ny akamany moa efa manana daba milay, tsy hivaky loha amin’izay mahantra, rehefa maina sy kina ka tsy misy ranony azo antenaina intsony avy amin’izy ireo !

    Allo allo !!! Nankaiza daholo ny mpitolona ??? Nanipy gants daholo angaha ?

    Marina ny anao ry LAZALAZAO, ireo no tena vahoaka mitrongo vao mihinana ! TSY FAONKSIÔNERA izy ireo, ka tsy misy miraharaha !!
    Ireo anefa no tokony alaina tahaka !!!

  6. ITY RESAKA KARAKARAINA MIARAKA @ ajoelina ity dia tsy ho ela ,eo @ herintaona eo (io ilay io ilay fotoana fampitarozahana ny tetezamita ,sy ny fanalavana ny maha filoha an Drajoelina ).
    Koa tokony hifo ny vahoaka fa tsy Mamy ,na Hanitra intsony ny mety Ahavotra ity tany ity ,ary Ravalomanana dia mbola diso tetika atramin izao @ fanarenana ny raharahampirenena sy ny fiainambahoaka .

    Koa noho izany tsy misy afa tsy ny vahoaka tsy fehizin iza na iza no hafaka ny toedraraha .

  7. inona moa no hidiran’ny mminisitra na ct sns raha didim-panjakana ?
    ianareo ve rsy mihevitra fa miseho mahay ny asany ny foza ,
    RITRA HONO Ny CAISSE KA RA8 IHANY, RA8 HATRANY NO HAFAKA HANAVOTRA ANDRAJOELY KENDA TSY MISY VOLA;
    orinasa TIKO NO ROBAINA FA NY AIRMAD; JIRAMA TSY KASIHINA? tsy sahy mangataka hetra aminy karana koa fa efa be ny laniny hatramin’ny 2009.
    Ra8 ihany, Ra8 hatrany, Ra8 mandrakizay, Ra8 no voatery hamelona andrajoely, tsy menatra ilay bitro ; tsy afa miala amin’i DADA

  8. Elas aaaaa! domelina aza efa pelaka mbola niteraka anie e!hi!hi!hi!!!!,

    Tahotra io ry Kintana a! mody ny azy no ataony tonga aloha miaraka
    @ ramatahora sao dada hitaky ny fananany NOROBAIn’iREO raha vao tonga eo, fomba fiadina foza kanosa
    izao e!!! enjean’ny ratsy nataony mafy ry zareo dia MIAKAPOKAPOKA, izay sisa hanakonana ilay TAHOTRA,
    Any sisa manala VOKONA ,inona koa moa no tsy ahafahan’i Tiko mitory @ FANDROBANA rehwtra nahazo
    azy???dia ho hita eo iza no tokona HAMERIM-BOLA????izao ilay hoe: ny jabora lalininy tsy dia nampaninona
    fa ny FIDINGIN’NY RAMBONY NO TSY LAITRA.Ohatra ilay saobakaka nampita maingoka io, notsaingoany ilay
    saobakaka dia niara-rendrika izy, na dia efa nanafatrafatra dia ny mialoha aza ilay saobaba fa raha kekerinao
    aho dia hiara-rendrika isika, noho ilay fahazaran-dratsy anefa dia mbola tsy tafita akory izy 2 dia teny no niraisina.

  9. hitako marina io tenin_dranavalona io fa izaho dia mihizinizina ihahy koa
    fa Ra8 sy ny fananany ihany no hiveloman’ ireo foza ireo, dia hoy aho hoe tena lany henatra ireto izy , dondona tsy mahay ninoninona fa mandroba ny malagasy.
    misy ilay anganom-bazaha hoe la cigale et la fourmi, la cigale qui chante à tue tête pendant que la fourmi travaille, quand vint la famine, la cigale ira chez la fourmi la voisine …
    RATSY TAIZA NY FOZA E! Tapaho daholo ny maha lahy anireo ho FONGANA NY TARANANY
    fa na pelaka aza tokony ho ZAIRINA

  10. Aza dia manapa-tsinay moa ry Elas a!ary marina mihntsy ny voalazanao a!
    Ny vola avy @ Karana any APAOSY!!!!tsy misy mditra ao @ kitapom-bolan’
    Malagasy fa ny Gasy matsy tsy mety an’izany ary vao maika fa i Dada ???manofy??dia izao amboarina izao
    tsy tahotra tsy henatra fa mody idiany fanina ny FANDROBANA sy FANAPOTEHANA nataony , tena nazava
    ny voalazan’ilay olona iray tao Antsirabe tao @ TIKO hoe: » ary ny fananana NOROBAIN’iALAHY AHOANA??? »
    tsy hita izay navalin’ilay Zandary ???( nataony IALAHY Mihintsy, mantsy an’i domelina io).

  11. http://mydago.com/wp-content/uploads/2012/06/Tiko-Andranomanelatra-06-jona-12-59.jpg

    Io sary etsy ambony io naveriko eto indray,
    io zalahy mikakaka mihomehy be io, dia Magistrat na Juge MARC no ahafantarana azy avy any Antalaha izy io, juge tsy misy ilana azy fa sady mpanao risoriso no mpisoloky no mpamitaka, tsy vitan´izay fa nanofa tranon´olona tany toamasina izy 3 taona tsy naloany ny hofantrano. dia lasa izy nitsoaka, manaraka an´izany mpangalam-badin´olona , na ny vadiny niala azy fa makorelin-dahy. mahamenatra fa ireo ny santionan´ny Magistrat malagasy, saim-bola saim-body , lavitra ny maha intellectelle azy fa jiolahim-boto .

    tsy mahagaga raha miara miasa amin´ny foza fa olona jiolahim-boto tahaka ireo no mpiara
    amin´ny Foza . tsy mahagaga .

  12. Efa taranaka alika tsy faka taranaka raha ireo!ary fanetry be,
    fantatrao tsara daholo izy ireo marina mihintsy ny aanao fa tokony ho fongorina
    hatr@ taranaka faramandimbiny fa efa tsy izy intsony mihintsy.

  13. Misajaona
    Dia @’izay koa ilay vendrana miaraka aminy dia mitsiky tsy ravo ohatra ny mafy kapa.
    Dia 3 taona koa ve dia mbola tsy taitra ilay topon-trano???efa miesona koa izany olona izany an!
    Dray !!toa andry Pety sy ry Voninahitsy sns e!!inona no mahagaga??izay devolivoly fiasa sy fiaina ihany no ilain’ny foza.

  14. ranavalona ! hoy ilay olona tao Antsirabe hoe: asain’ialahy mandoha 100 millions ny orinasa TIKO kanefa ny fitaovava nodoran’ialahy. Tena tsy misaina ilay foza e ! fari-pahaizana mirafarafa amin’ny tany
    misajaona, misy ny malagasy sandasanda vazaha, foza jiolahy taranaky ny mpanjanaka, sady maloto saina sy ketrina fa misy koa ireo malagasy kamo be tenda, tsy mahay miasa fa midongy toerana raha vao tolorana lela vola na hina-t a y aza.
    Aleho ihany mitsemboka vao homana mba tsy enjehin’ny heritreritra sy ny ozona ny zanaka aman-jafy.

  15. Hiasa sy hianatra inona moa izy fa izao izy mandroba dia mpanarivo,
    soa fa vitsy an’isa izy ireo fa raha tsy izany angamba dia tena POTIKA ny tanana.

  16. Miseho ho manana « pouvoir » feno nefa matahotra an’i dada , ampdiiro i dada dia asehoy aminy ny fahefan’ialahy ry fozalahy kely masiso maimbo ity a !

  17. Mampalahelo ny zava-mitranga nefa tokony tsarovana foana : Tsy tantin’ny FAT mihitsy ve ny TIKO é! Malagasy io ary maninona no potehina ? Mirefarefa be izant foto-pisainana izany ka mahandrasa fa vetivety foana dia ho avy ny valin’asan’ny tsirairay, amin’ny fitiavan-tena.

    Mafy be izany fankahalana izany ary mivavaha ho an’izay manenjika satria tsy mitsaha-mitady hanenjehana sy hanaboridanana ny malagasy ny fitondrana – sahiko re tompoko ny milaza izany satria efa tsy azo afenina intsony izany, ary hita miharihary ny fanaony.

    Menatra aho

  18. Aiza ilay Denise-ndoza @ izao fanohizana ny famonoana ankolaka ny Malagasy izao????
    Dia mbola mahita foana ve ianareo foza tsy valahara ireo fa mety izao??? tsy ho zakanareo anie ny tody sy valin’izao e! mahandrasa kely fotsiny fa misy Andriamanitra ity tany tia ary Tiany ka tsy ho ela intsony dia hivaly aminareo tsy vanona mpanongam-panjakana ireo izao habibiana ataonareo efa 3 taona mahery izao, tsy vanona!

  19. Mazava izao fa raha samy mivatsy vato kely eny an-tanana ny tsirairay amin’ny mpitolona dia ho vita ity tolona ity. Ohatra arahina izao. Ho an’ny mpitolona rehetra dia andro tokony ho fanombohan’ny fandrodanana ity fitondranjiolahimboto ity.
    Mitohy ny tolona. Hamafisina ny tokona

  20. Ny marina hono rey olona tsy azo afenina. Nisy tokoa vahoaka vitsivitsy niaro ny orinasa TIKO tamin’io fotoana io. Tsy ny mponina rehetra nefa no nanaiky hanao izany satria ny 90%’ny mponina dia faly mihitsy ny amin’ny nandravana ny TIKO, satria tamin’ny fotoan’androny dia tena nobodoin’ny TIKO daholo ny zavatra rehetra momba ny rononono tamin’iny faritra iny. Nataon’ny TIKO ampihimamba daholo ny fananan’ny olona. Ankehitriny rehefa tsy eo intsony i Valo sy ny orinasany dia tena mahatsapa fa olona afaka ny mponina. Afaka mivaritra malalaka ny ronono, sy manodina izany araka izay mahamety azy.
    Rehefa nanaovana nadihadiana tamin’ny fomba ankolaka ireto nolazaina fa vahoaka miaro ny TIKO dia fantatra fa hay olona nokaramaina izy ireo, nambaran’izy ireo fa nomena lelavola 6000 ariary isan’olona miampy sakafo atoandro (Vary maina+ henan-kissoa sy tsaramaso). I Josoa Ravalomanana moa no nandray an-tanana ny ami’ny fanatanterahana izany. Koa am-bava homana , tompoko, am-po mieritreritra!

  21. Mitohy hatrany ny fandrebirebena sy ny fanaovana bizina isan-karazany !
    Tsy ho ela dia hisy indray izany 1er Salon de l’Industrie izany ! Tsy maintsy manome vola daholo indray izay te handray anjara !

    Salon de l’Industrie, ho atao inona indray izany amin’izao andro krizy izao ? Ny eo aza potipotehana !!!! Fandriampahalemana tsy misy ! Lazaina fa 10 000 fotsiny hono ny asa very atramin’ny 2009 ! Nanamarina an’izany isa izany ve ny ministra amin’izao fotoana ???

  22. Kitanamandrambo A! izay ny fomban’ny foza Ole Ole !!!! tsy mamokatra fa mangalatra ny any ampaosin’ny hafa. hikivorivory haninona fa hisotrosotro sy hifampidera taim-by.
    efa ritra ny caisse ka asakasak’ozay manaiky ho lalaoviny foza ao.
    FOZA TRY MAMOKATRA FA MANDROBA,MANGALATRA,MAMETSIFETSY, MAKA TAHAKA NY TANY MANDROSO KANEFA tsy mampiditra ariary akory fa lany andro mitalaho fanampiana etsy sy eroa. Mpangataka fa tsy mahay miasa

  23. « TERENA » TSY MAINTSY MANDRAY ANJARA IZAY MBOLA TE HIASA AO AN-TOERANA !!!
    Izao no azo atao hoe raketim-panjakàna ?
    Handeha be ny fanaovana plakety sy PETA-DRINDRINA, sy ny dokam-barotra isan-karazany !! Vola be ho an’ny « mpikarakara » !

  24. Dia andeha ho aiza eo anefa e!!!fotoana natao mba hampideraina HALATRA angaha??
    Ry zanakisoa na hiakanjo amina- milimiliaara aza tsy TAFA e!!mivorindina tsy misy hilaiva azy.
    Aza manody ity haratsy hatrany anaty TSINAIMAINTY.
    Ny dikan’io koa ry Kintana hoe: LELAFO NY FOZA NA DIA EFA HAMPIHINANANY NY MALOTONY
    aza a!dia ataony tsapanao tsara mihintsy fa izy no mandidy, SADIKA!!!

  25. Izay angaha ry Misajaona!!ilay tsindri-bokotra no tena marina , sady izy indray izao no avo vava an??

    Ity resaka TIKO ihany koa dia ilay toetsaina e!! hoe: misy vola ireo fa GAMAO fa tsy dia inona satria toa mba tonga saina
    ihany ilay Zandary teo, io anie tsy ny fanjakana akory no mampanao io fa ireo mpanjanaka no manarana ireo ALIKA mba
    hanjakany e!!ny tahotra an’i dada moa dia manginy koa raha rava io dia mihevitra izy fa tsy misy halehan’i dada aty MADA
    intsony. SADIKA MARARY SAINA!!!

  26. « Izaho ve tsy manambana basy akory dia tadiavinareo torahana vato? »
    hoy io zandary io sosotra be (toa te hanitrika an’i Risara Baomba sy ny tariny Emmoreg isany)

    Aza avela, aza avela, amin’ny fomba rehetra… ry tantsahan’i Vakinakaratra an: mankahery anareo tanteraka

  27. Je salue le courage de cette mère de famille d’avoir pris le courage
    et dénoncer aux médias la manipulation dont sa fille mineure 14ans était encours de subir,
    par un businessMAN INDO-PAKISTANAIS!

    A bas les karana!!

  28. Tonga daholo indray ? Tsy azo ekena, koa dia mankahery azireo ry HoAiza â !

    Izany eo ihany fa dia toran’ny hehy irery aho teo ry ranavalona, raha sendra namaky zavatra voasoratra tato, efa tamin’ny novembre 2011 !
    Fa dia tena nampiomehy ahy irery ilay izy, fa asa raha tadidinao ilay resaka tsy nifankahazo nifanaovako tamin’i Zora ?
    Nangataka ny tenako hoe tokony mba adika amin’ny teny anglisy na frantsay ny antson’ny Filoha iray izay, dia hoy ilay Zora hoe « Dia ho alefa aiza ? »

    Hi hi hi !!!
    Indraindray dia tena tsy maintsy maka rivotra kely mihintsy, fa raha tsy izany dia tsy misy zavatra vita, fa any amin’ilay zavatra mampiomehy foana ny eritreritra !!

    Mba mahafinaritra ihany anie ny mitafa sy midinika eto, na dia eo aza ny fahasosorana noho ny zavatra ataon’ireto foza ireto ê !

  29. mandeha be ny plakety hoy i Kitanamanandrabo, ny dikany mahazo vola injet, ahahahaha!!!
    ny yaourt milay ve mba mandeha ihany sa tsy hainy ilay nanodina ny maschina nangalarina tao amin’ny orinasa TIKO ? sa tsy nomen’ny tatsaha ny ronono ? sa nivalana ny ronono fa tsy nety ny fiasa ?
    Aza mba misary adala amin’ireo foza ireo re fa aoka mba samy hieritreritra e !

  30. mandeha be ny plakety hoy i Kitanamanandrabo, ny dikany mahazo vola injet, ahahahaha!!!
    ny yaourt mialy (fa tsy milay) ve mba mandeha ihany sa tsy hainy ilay nanodina ny maschina nangalarina tao amin’ny orinasa TIKO ? sa tsy nomen’ny tatsaha ny ronono ? sa nivalana ny ronono fa tsy nety ny fiasa ?
    Aza mba misary adala amin’ireo foza ireo re fa aoka mba samy hieritreritra e !

  31. …..fa raha eto koa no tsy manala azy dia miparitaka mihintsy .
    Amiko dia nisy fivoarana be aho hatr@ nifandraisantsika akaiky teto,
    tsy dia maka « L » be intsony fa hihomehezana aza ny sisa, ny foza tsy mandaitra amiko intsony fa raha misy
    fotoana aho dia laniako @ fanalana azy eto, indraindray aho dia mitsiky irery na dia mandeha eny an-dalana eny aza
    na izay fotsiny aza dia efa zava-dehibe amiko, fa tsy hivindaka lava @ hataon’ny foza devoly velona eo foana, afaka
    milaza fa sambatra aho manana anareo zanak’i dada rehetra eto fa tena miara-mitondra tokoa isika, ny etan-jaraina
    hono mora zaka e!!koa mankasitraka ny akama rehetra zanak’i dada.Homba antsika Andriamanitra!!
    ( somary manohy an’i Kintana etsy ambony fotsiny aho)

  32. Tsy marina indray ve izany ry elas ? Mbola miampy peta-drindrina !

    Ilay zavatra tsy hamokatra akory, satria ny investisseurs aza mandositra daholo !!!
    Iza no clients ho avy raha toerana feno 4mi sy mpanendaka, no hanamboarana hôtely 4 na 5 étoiles ? Ny lehiben’ny fokotany amin’izay mbola sefon’ny mpanendaka koa !

    Hi hi hi !

  33. tena hadinoko iny hotely de luxe iny hihihihi !
    tapaka ny tsinaiko satria hita be ilay toe-tsaine OLE OLE, mibaribariry ohatra ny andro diavolana. ilay mpitondra firenena aza sandoka koa iza ny vedety andany million eo ? jony haliday ve ? rahamarary tampoka ny millionnaire dia halefa ao amin’ny HJRA ?
    Ny foza malaza mangetotra ambony ny lohany,

  34. toy izao mihintsy ny zavatra niseho t@ andron’i Deba e!!
    ny « 666 « ny vono olona na zaza eo imason’ny ray aman-dreniny ( asan-dahalo io)
    ka raha mbola hitarazoka ity raharaha ity dia mbola hanjakazaka LAVITRA MIOHATRA izao ireo
    devoly ireo.
    Ilay satanique koa dia efa malaza ratsy izao ity ka asa izay ba fandraisan’i bomba andraikitra ???

  35. Isambilo: sans hésiter, je te jure j’aurais décapité de mes propres mains
    ndreko ho any ndreko tsy ho any

  36. Masiaka be izany ato izany ! Kristiana re ny tena, fa aza dia manao an’izany ê !

    Ny bitro velesina ao amin’ny atony ary akoho no tapahin-doha. Ny foza ve tsy rano mangotraka ?

  37. Ity indray ho an’i elas !
    Asa na mba maka inspiration ato ny mpanao gazety, fa raha nitafa isika omaly dia mbola tsy nivoaka na hitako izy ity !
    Sa izao no atao hoe « les grands esprits se rencontrent » ? Vazivazy ny ahy, fa dia efa hitan’ny rehetra fa fitantànana tsy mandeha amin’izay laoniny no misy ao an-toerana. Fihetsiketsehana fotsiny, ary izay azhoan’ny sasany mameno ny paosiny fotsiny no entina handrebirebena ny vahoaka.

    http://www.midi-madagascar.mg/index.php/component/content/article/8-faits-divers/4296-squatterisation-a-tana–les-investisseurs-haussent-le-ton

    Dia hoy aho hoe : Ka mitovy amin’ny ataon’ireo « panneaux publicitaires » koa, no mba ataon-dry zareo 4mi ê ! Aza omena tsiny ry zareo ê ! Be laotra ny fampanantenàna natao tamin-dry zareo !
    Aiza izao ireo vary in-dimin’ny sotro ka ny iray ihany no hialam-bola ? Amin’izao fotoana izao, an’iza ny benefisy ? An’ny karana sy sinoa ? Aiza ilay fiainana mora nentina hanjonoana an’ireto tsy misy loha ??
    Fijaliana mora sy fahafatesana mora, no mbola hita eraky ny tanàna aloha atramin’izao !

  38. Aza fady fa misy diso kely : « nentina hanjonoana an’ireto trondro malemy loha » no saika soratako !
    Miala tsiny indrindra ! MDR !!!

  39. Hoaiza aaaa!!!!! ho aiza eo anoloan’ny BASY sė sady izy maro.
    Ny zavatra efa niseho t@’fitondran’i DEBA , nirongatra koa ny dahalo
    tany @’iny faritra Tsiroanomandidy iny dia asainy tetehinao eo ny zanakao dia hendasinao @
    sahafa dia hoaninao eo ary olona avy any mihntsy no nitantara fa tsy lazan’olona t@’izany.

  40. Mety daholo na malemy na tsy misy , nefa aleo tsy misy toy izay misy nefa malemy.
    Iza moa fa tsy ny fozaorana ihany no misarika ny trondro malemy lohan’i Marimasay??

  41. Hay ve tonga ato ramatoa ê ?
    Noheveriko fa lasa, hanampy tosika amin’izany hetsika goavana rahampitso izany ?

  42. 13 mai !
    With the participation of his Majesty M. Manson, dressed in his leather wasp-waisted corset and string !
    Look at the king and nasty man !!

  43. Izaho tsy viavy ! Fa misy iray na roa aloha tary toa tena mandrevy an’io, dans tous les sens du terme e !

  44. Tsy mandeha lesy e! iry Midi-madagascar iry koa sa tsy maintsy hanokatra Ordi
    indray aho??Kamo be aho sady manintsy, aleo aloha rahampitso sady nareo koa ity
    aza mbola hivoaka koh!

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *