14 pensées sur “Mampihorohoro hatrany ny be baoty !”

  1. Merci be baoty an! Ataovy mahita faisana mihitsy ireo kely baoty terroristes mpanakorontana ireo!

  2. Raha izaho leitsy ialahy ry joelinakely masiso maimbo tsy misy saina ity mametram-pialana fa na ny a…………..aza tsy tia an’ialahy , mino aho fa ny tahotra an’i ramarosahona no tsy ialan’ialahy o !

  3. Ireo izany ireo anisan’ny mametraka barazy, mba tsy HAHAFAHIN’NY FILOHA RAVALOMANANA MIVADY, HITODIDOHA AN-TANINDRAZANA ?
    Mitolona ho an’iza, na mitady inona marina izy ireo ? Toa fihetsiketsehana be fotsiny no mody ataon’ireto mpitandro-filaminana ?
    Theatra sa sinemà ?

  4. toa tolona adaladala ity izy ko!iza no ho azonao amin’izany?mba tolona mivaingana atao raha te hahazo olona e:ohatra hoe ataovy malalaka ny fanehoan-kevitra,vohay ambohijatovo,mirotsaha ho filoham-pirenena daholo zay miseho ho dadany tia tanindrazana f’aza misy avakavahana,ary atsaharo ny ramatahora sy ny famoretana.de ho avy izahay hanatevin-daharana.

  5. Saika hilaza aho hoe marina ny anao ry rain’isambilo !
    Fa amin’ity isika no tsy hitovy hevitra mihintsy, raha hoy ianao : « mirotsaha ho filoham-pirenena daholo zay miseho ho dadany tia tanindrazana » !
    Famporisihina amin’ny tsy fanarahan-dalàna izany amiko ! Misy fepetra ny firotsahana ho Filoha, dia mpanongam-panjakàna ve dia azo ekena ???

    Ary any no tena mahavoa an-tsika malagasy, fa misy ny Lalàna velona tokony ampiarina, fa dia NOHO ILAY FOMBAN-TSIKA DIA NY TANDRAMETAKA IHANY NO ADY AO !!!

    ATRAMIN’NY TETEZAMITA AVY NO ATAO VITA GASY !!! IZAY MANANDRANA MANAO ZAVATRA TSARA TOY NY TIKO, DIA MPENDARINA SATRIA TSY MANARAKA NY FOMBA AMAM-PANAO !!!
    NY KARANA SY NY VAZAHA NA VAHINY IHANY NO MAHAZO MANAO ZAVATRA TSARA, NA DIA TSY TONGA LAFATRA AZA NY AN’NY SASANY !!

    Rahoviana isika malagasy vao hahafantatra an’izany fanarahan-dalàna izany ???

    Eo no tsy dia hitovian-kevitra, fa raha ny ambiny dia OK !

    Ho sahirana hoy aho ny taranaka sy fara aman-dimby rehefa hianatra an’izany TANTARAN’I MADAGASIKARA IZANY, ANY AORIANA ANY !!!

    FIAINAN-JIOLAHY, TSY MISY MÔRALY, TSY MISY FANARAHAN-DALÀNA FA FISEKOSEKOANA, FIZAOZAOHANA ARY OLONA BAIKON’NY FIALONANA, IZANY SISA NY FIAINAN’NY MALAGASY !!!

    Izany ve sisa no mba lova ho apetraka amin-dry zareo ???

  6. Amiko indray dia tsy mora ny ahita olona hoe: TENA TIA TANINDRAZANA.
    Asa anefa ???ankoatra an’i dada izay efa nampiseho izany ary nanome porofo maro,
    hatr’izay sy hatr@’izao ary MBOLA ho @ ho avy , izy ihany ny anay! izy ihany ny anay!!izy ihany ny anay fa izy no tena MILAY e!!
    Ary toa mitady ho tonga any @ fampieleza-kevitra sahady koa izaho izany???

  7. FotofabrykA – W pewnym moeicnme Młodzi poczuli się zmęczeni, ale nie mogli wyleleżeć, więc ich postawiliśmy dzięki za komentarze . Magda zawsze możemy nadrobić brak wiązań, zapraszamy!

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *