RAKOTONIRINA MANANDAFY : « TSY ZANAK’I DADA » FA MPIRAHALAHY MIANALA

MyDago.com-Magro 19 Jona 12 (38)

Efa manao fitrandrahana solika any amin’ny Nosy Juan de Nova ny frantsay hoy Manandafy Rakotonirina androany teny amin’ny Magro Behoririka. Eo anelanelan’ny Mahajanga sy Mayotte io tany io ka akaiky antsika. Rehefa naongana Ravalomanana, rehefa nakarina eo amin’ny fitondrana Rajoelina sahy nanandrana ny ho any izy. Soa ihany hoy Manandafy fa nijoro isika dia tsy sahy nankany izy, tsy sahy nanatanteraka izany lavitra. Nisy namanatsika avy amin’ny Ankolafy Ravalomanana niaraka nisakafo tamin’ny Ambasadaoro frantsay tany Mantasoa. Nanontany ireo namantsika ireo hoy izy hoe izahay asain’ny frantsay hisakafo any ka inona ny resaka. Izao no resaka ho entinareo hoy Manandafy.Isika ve hanao Diabe Maloine, izany hoe ady nifanaovan’ny  Arzantina sy ny Anglisy tamin’ny Nosy atao hoe Maloine, izay sahalahala izao manjo antsika izao. Isika ve hanao izany , fa hiady amin’ny Jouane de Nova isika.Miandry fifidianana hono ka ifampiraharaha amin’izay voafidy. Manaiky izy izany hoy ity mpanao politika ity fa tsy afaka mandroso amin’izao Rajoelina izao fa miandry any Ravalomanana ho tonga. Amin’izao fotoana izao dia manomboka fantatra hoe misy harena any ambanin’ny tany any. Efa fantatry ny vazaha izany hoy izy satria misy boky be dia be mitantara izany, ary tsy notrandrahana mihitsy. Rehefa niala tao amin’ny zone franc isika.rehefa noroahina tsy teto intsony ny tafika frantsay, ka lasa ny olona tonga mitrandraka ny fasimainty, izay volabe. Ny sinoa any Sakaraha, mitrandrala solika. Dikan’izany hoy Manandafy dia manomboka mipoitra ny harena eto amintsika ka izay manambola dia mitetika ny hifehy io daholo. Efa voaroaka hoy Manandafy ny Ambasadaoro frantsay, teto ka tsy maintsy mifampiraharaha amintsika izay eo.  Ny angatahana aminareo hoy izy dia tsy ny fiarovana ny filoha Ravalomanana androany ihany ny resaka fa ny ho avin’ny taranaka faraamandimbinareo sy taranantsika ka ho masimandidy amin’ny tanintsika sy ny harena isika. Izay no antony hangatahana ny fijoroanareo sy ny fahafoizatena eto, fa tsy hoe fitiavana an-dRavalomanana fotsiny. Izahay MFM omaly hoy Manandafy tsy zanak’iDada fa izahay mpirahalahy mianala amin’iDada.  Ny filoha Chissano io hoy izy dia nsain’ny filoha Ravalomanana tonga teto tamin’ny 2005 nanatrika ny 26 jona. Izao no atao amin-dRajoelina hoy izy, asao Chissano hiaraka amin’ny Filoha Ravalomanana eto raha sahy, dia manao fety eny Mahamasina. Raha tonga alohan’ny 26 Jona eto Ravalomanana dia tonga eny Mahamasina isika.

 

 

35 pensées sur “RAKOTONIRINA MANANDAFY : « TSY ZANAK’I DADA » FA MPIRAHALAHY MIANALA”

  1. mampahonana fa tsy misy henon’i rajoely zaza sampona ny teny rehetra mba mahatonga saina satria tsetsin’ny t a y ny lava-tsofiny

  2. ny atidohany moa mifitina ohatra ny kitoza maina kina ao anaty karan-doha kely zara raha voatazon’ny sorony

  3. inona moa no hitenenana amin’ny olona izay tsentsina daholo ny lavaka ? fa maninona raha managana governemanta ny légaliste dia miasa fa hiandry olona bodo ve ?
    aza miteny hoe tsy misy vola, fa izay andro lany hatramin’ny 2009 raha samy manao mahavita ary mirentirenty lavitra noho ny foza mibakabaka.
    raha samy hanao fety amin’ny 26 dia samy mahavita koa.
    Ny mpampianatra afaka miverina mampianatra fa roasy ny zanam-poza, ary harosohy ny fanadianana ho an’ireo izay tsy foza, ry mpitsabo vonjeo izay tsy foza alefaso any amin’ny dokoterany any, sy ny sisa sy ny sisa. Tsy vola aloha no zava-dehibe fa ny fahafahana, rehefa olona afaka dia olona sambatra sy manana harena be.

  4. Ô! RAKOTO PEAU ROUGE a! aza mianakendry eo rangahy, fa tsy Ravalomanan-drangahy ve no nampiditra ny QMM sy ny Rio Tinto, mitrandraka ny fasi-mainty, ka ny 20% part n’ny fanjakana malagasy fotsiny no miditra any @ banque centrale, fa ny 80% lasan-dRaosy sy nozarazarainy @nareo mpiara-misaosy fotsiny e! Fito taona teo, harena mihoampampana ane izany no voahodinkodina tao e! de ny ataoko aza atao ve izy ity e!

    Politikan’ny fitondrana amin’izao ny miezaka mba hahaleo tena ara-toekarena, miainga amin’ny fitrandrahana ny haren’ny tena, indrindra ny fahavitantena ara-tsolika, izay efa manomboka manao fanandramana @ production amin’ity 2013 ity. De nendrangahy, aleo foana tsy hisy fitrandrahana fa matory ao mabanin’ny tany ao ireny harena ireny, ka ny anareo sy Raosy de tsisy afa-tsy ny mangata-dava fanampiana fanampiana, mitrosa vola izay tsy omena fotsiny, fa tsy maintsy handoavana zana-bola tsy toko sy forohana, hozakain’ny taranaka faramandimby. Ka tsy menatra ve ranagahy, ny vola notrosainareo, Andry no mandoa azy amin’izao?
    Mba misy olona afaka mirehareha amin-dRakotopôka ity ve afa-tsy Raosy sy ny zanany, kanefa, tsy nisy hain-drangahy io, afa-tsy ny nanapotika zay rafitra misy, indrindra teo @ fampianarana ambony no tena nahazoany laka @ maha mpampianatra azy teny, de NDAO,NDAO miaraka @ilay sarina nègre mifehiloha mena, izay no tena nahafantarana an-drangahy sy ny malgachisation, de ireny ny vokany, fa na de ny avara-pianarana aza tsy mahafehy intsony ny teny frantsay.
    De zay io e! ny mitovy ihany no miaraka, SAMY LOHANA JIOLAHIMBOTO NA RAOSY NA IKOTOPÔKA, araka ny tenin-dRapa akama izay woa, ialako ty ry Be, fa fitondrana jiolahimboto, aiza moa rangahy no tsy ampinanin’ny miaramila. Tsy nahamafana an-drangahy ireny an!
    De ity indray le atedoha kentrina manao intox woe, voaroaka ny ambassadeur Frantsay, tahaka ny fifandimbiasan-toerana rehetra io, lasa ny trananainy, misolo vaovao, de nankaiza ny rediredin’ny Zanakosy, nifidy an’i Hollande, nanantena inona, tsy ny eo ihany no eo? mila diovina tsara woa ny atedohan’ireto, hatramin’itony antitahy efa mitorina itony. Nareo olom-bitsy kely tsisy mpanaraka ao @ magrobaka ireo ane woa, hanaovan-dry Kotopôka kabary ambony vavahady, saintsaininy any am-pandriana @ alina, de oe,oe!oe! ny adin’ny rovitra pataloha kely tsy manan-katao eny @ magrobabaka, fa ny karaman’ny Kotopôka sy ny fiadanam-beny raisiny ihany.
    Jereo fotsiny ity lainga be nataon’i Peau rouge ity:  » Eva Joly no ho lasa minisitry ny raharaham-bahiny frantsay ». De ahaoana? toa nanantena tsy misy, satria ve iny niasa tao an-dapan-dRaosy, sady Norveziana? « . De ity koa ny mahatsikaiky:  » mila an’i Chissano sy Raosy manatrika 26 Jona ». De te hampiseho Rakotopôrozy fa voavin-dRaosy ambongadiny toa an-dry Louis M ry Chissano, ka na de voavidiny aza, tsy Chissano irery no Sadec, fa tsy an-dRainareo woa ny 26 Jona, ka raha tsy eo Raosy, izay olom-pirenena tsotra, prezida nametra-pialana sady niongana, iray @ gasy 20 millions, de woe tsisy dikany ny fetim-pirenenay. Sanatria zany Rakotopôka a! aza mankalaza ny 26 e! Zanak’i dada 0,001% n’ny gasy ve no tsy ho eny Mahamasina de iza no harary an-doha @ zany e! nareo manao tsinontsinona an’io aza no tokony ho menatra; mba misaina re Rakotopôka fa lehilahy antitra sady avara-pi ô! ny zanakidada ane no azon-drangahy manipuler-na sy handangaina mba hahazoan-drangahy tehaka, fa zahay misaina tsy dondrona otran’ireo magroreraka ireo, tsy azon-drangahy ampiesonina na oviana na oviana. De tehafo hatrany Rakotopôka ry Zanakosy fa ireny ny leader nareo nandritra izay telo taona izay, mba misaina sady eritrereto tsara, fa goaika antitra ireny @ fahaizany manao message, manao woe:  » tsy zanak’i dada aho, fa mpirahalahy mianala izahay ». Taiza no nisy firahalahiana ara-politika izany?
    Ny an-dRana aza tsy tiany ary tsy idirany an-trano ny havany ara-nofo akaiky azy, izay tsy mitovy firehana politika aminy, de tena mahazendana, raha ry Rana ireny no milaza fa olo-mivavaka.
    De misaina woa @ n’ny tenin-dRakotopôka io, fa rahampitso zany izy refa tsy metimety aminy dadanareo, de mora aminy ny manipy gants e! de aleo woa, idirana alohaloha ny fanaovana an’ireto mba ho tampina ny vavany @ hadondronany mianakavy.

  5. Dia mandahatra lava ery Rabe vôpl fa mba mahalal menatra ve oa nareo foza ireto fa ny zavatra lazainao dia mampiseho fa olona mihanjaka enao tsy mahalala zayt vokanao akory!

  6. ELAS!ELAS! Hélas! dada! tu m’as tellement manqué! est-ce- que tu reviendras? hélas! Non… jamais!
    Snif, snif, snif!!!! antsôôô!!! manao rediredin’ankizy sisa e! hanangana gvt ara-dalàna hono. Ka le eo ane efa ara-dalàna e! nareo ihany no naha ara-dalàna azy. Mba ahoana no hahafantarana ny foza sy ny tsy foza @ sarababem-bahoaka ry Elas! mila manontany ve ny dokotera , na ny mpampianatra woe foza ve enao sa tsy foza? Na zanak’dada na tsia?
    Tena mba averimbereno im-pito aloha ny soratra vao alefa, fa tena lany fika tanteraka nareo e! eny e! za koa moa tsy manohitra fotsiny no adraikitro eto, fa manitsy sy mampianatra ny bado sy ny sagnagna toy itony! Hélas!!!!!!!!

  7. Tena à la page tsara Raverb a! raha lehilahy rangaha, raiso tsirairay zay tsy marina, de hanaovy démenti, fa aza manao atteinte à la personne lava, refa voa @ maharary, ary mbola santionany woa ireny, fa za mahalala lavitra noho rangahy ny ativilanin-dRainareo, fa mbola tsy apoaka be, fa santionany ireny. Ary impiry aho no milaza, fa tsy ilaiko akory nareo mamaky zay lazaiko, fa tiako ho fantatry ny malagasy zay mamaky eto, fa saika lainga avokoa no voizinareo eto, ary fanaratsiana olona be fahatany, de mianga foana amin’izay lainga afafinareo sy ry Solo Razafy ary ry magroreraka, ny fanehoan-kevitray eto.
    Ny tanjonareo eto mantsy, tsy hiresadresaka fotsiny, fa hanaratsy olona, hamafy lainga, indrindra ny hahatonga an’i Mada ho lasa Somalie! de toherinay hatramin’ny farany izany. Tsy hidirako, zay stratégie nareo hamerina ny dadanareo indray eo @ pouvoir, zay azoko antoka, fa tsy ny fomba fiadinareo toy izao no hahatanteraka izany nofinofinareo izany, zay maivana be sady mapme (3taona…chic!!!pssst!), fa tiakao hazava @ gasy, fa tsy Raosy intsony ny lalana e! mazava ve ry vena a!

  8. werbeck ange ry rabe securite ny magro sy mydago, efa hampianarina foana mba hihaino sy hieritreritra fa tsy manao besandry fotsiny, olombelona ange ianao ry verbeck fa tsy robo e. mila misaina ny dikan’izany fa tsy hoentin’ny fanatisma olona assassin.

  9. misy mpikambana tam MFM efa niala izay niteny tamiko rabe hoe:
    MFM= Miantoka ny Fahanteran’i Manandafy.
    noentohany de8 ny retiretiny mandrapahafatiny, fa akorontano ny eto dago mba hiverenako sy hampadio ny tanako mihoson-dra.

  10. Tsia ry Babyfoot! Rabe tsy miaka-pofona na oviana2 @na raisonnement n-jaza! mba mijere fotsiny e! vakio ireo lazain’ny namanareo ireo, mba inona no azo raisina? @ lafiny iray aza tsy mampahatezitra velively, fa otran’ny mampalahelo. Tsy mahagaga koa, fa izay no atao woe Zanak’i dada e! misarakorako sy frivany be tsy rainy tsy zanany maianakavy!!!
    Efa fantatra ny paikan’io Kotopôka io ry TANORA a! tsy mampaninona an-dRaosy koa ny mamafikatra ny volam-bahoaka nangalariny sy nahodikodiny ampiasainy hiverenany indray eo @ sezany, na mivantana io na an-kolaka, eny fa na de mbola hisy rà mandriaka sy faty olona mikararana aza, ary tsy atao zava-mahagaga ny tsy fandriampahalemana etsy sy eroa, fa miasa ny volan’ny vahavalom-pirenena, de mampahery hatrany ny toa anareo ry Tanora indrindra any an-toerana any, fa zahay aty, manao zay vitanay, tsy hiverenan’io fahavalom-pirenena RaFAHAVALOmanana mpamono olona io.

  11. Ie! tsy mahita ve nareo ry HoAiza fa anay irery ny sehatra eto, ary handihizanay tanteraka. Zany refa tsisy atedoha hitady paika hamerina an-drainy mhitsoka any. Aza mba Vena ihany woa! Zahay tsy hiala eto naoviana na oviana raha mbola eto ty mydago ity. De isaoranay foana ny mydago e! demokrasia io, tanteso any hoy Tsiliva izay!!!

  12. foza tsy mahalala tsy tiana = tsy manan-kambo = tsy misy hazon-damosina = mpamosavy malely ka ny ao an-trano no haripaka = mitomany ho lehibe kanefa miandry ny baiko ny mpanandevo azy

  13. Handihizo re ny lapiazo, satria efa midehaka ianareo fa hoe anareo ny tanàna ê !
    Asakasak’izay nanangana an’ilay lapiazo io ; ny resaka koa moa efa mandeha ihany !
    Ny zavatra misongadina fotsiny dia ny fanaovanareo tsinontsinona ny vahoaka malagasy no hita soritra, ary mazava be !
    Na aiza na aiza ohatra rehefa misy toeram-pitsaboana, dia ny fahanginana no tsy maintsy angatahana avy amin’ny rehetra, mba hahafahin’ireo olona tsaboina miala sasatra ( SILENCE ! HOPITAL ) !
    Tsy vitan’ny mandoto rivotra amin’ny gaz sy fofom-poza ianareo, na maternité na hôpitaly io no eo akaiky ; izao indray dia tsy maintsy kotabaisina amin’izato hoe fetim-pirenena, satria tsy tiana ho eny amin’ny 13 Mai ny vahoaka !
    Izay marary no Andriana hoy ny ntaolo ? Ny vendrana no mitomany ho andriana, raha tsy izany ve hizesta « ho lanjaina » avy eny amin’ny Rova ? Hitsakitsahana ny zoan’ireo marary !!
    Inona ny antony ? Hiarovana an’ity Lapan’ny tanàna (izay hanana ny tantara ratsiny rahatr’izay), natao tamin’ny volan’ireto andian’olona niantoka ny fanonganam-panjakàna !
    Tsy mahagaga ê !
    Dia aza mba manana loham-poza ihany hoy aho, fa izany no atao hoe Tena Gasy Vendrana !

  14. Coucou Baby!!
    ___

    LE RAPPORT DU DEPARTEMENT D’ÉTAT AMERICAIN dans son intégralité, en anglais:

    Madagascar is ruled by an unelected and illegal civilian regime that assumed power in a March 2009 coup with military support. Andry Nirina Rajoelina adopted the title of president of the High Transition Authority (HAT), at the head of a loose coalition of former opposition politicians, intending to remain in this position until elections are held. Former president Marc Ravalomanana, democratically elected in 2006, is in exile. On September 17, local political leaders signed a “Roadmap For Ending the Crisis in Madagascar,” brokered by mediators acting on behalf of the Southern African Development Community (SADC), which established a transitional process intended to culminate in free and open elections for the restoration of a legal government. In accordance with the letter, if not the spirit, of this roadmap, Rajoelina appointed a “Prime Minister of Consensus” on October 28, a 35-member “Government of National Unity” cabinet on November 21, and a “Transition Congress” with more than 160 members, and a “High Transitional Council” with more than 360 members on December 1. Military leaders continued to assert their autonomy from the current political leadership, despite their tacit support of Rajoelina and the SADC-endorsed roadmap. There were instances in which elements of the security forces acted independently of civilian control.

    The three most important human rights abuses included unlawful killings and other security force abuses, arbitrary arrest and detention, and the inability of citizens to choose their government.

    Other human rights problems included harsh prison conditions, sometimes resulting in deaths; lengthy pretrial detention; an inefficient judiciary that lacked independence; violence against and intimidation of journalists; restrictions on freedoms of speech, press, and assembly; official corruption and impunity; societal discrimination and violence against women, persons with disabilities, and the lesbian, gay, bisexual and transgender (LGBT) community; trafficking of women and children; and child labor, including forced child labor.

    The government did not take steps to prosecute or punish officials who committed abuses, and impunity remained a problem.

  15. Coucou les merveilleux DADs non moins honorables mériteux éducateurs citoyens: elas & KM
    ___

    Manjakandriana : des bandits arrêtés avec… une grenade lacrymogène
    Publié le Mercredi 20 juin 2012 à 7:57

    UN SPRAY ET UNE GRENADE LACRYMOGENE:

    « Ceux qui croyaient avoir tout vu depuis l’avènement de la Transition ne pouvaient pas plus se tromper. Aujourd’hui, les auteurs d’attaques à main armée sont bien entendu munis d’armes à feu, mais aussi de grenades lacrymogènes, l’ARME TENDANCE DES FORCES DE L’ORDRE DEPUIS L’ANNEE … 2009. »

  16. Coucou ny legalistes rehetra! pouah ! pouah! miala ny foza fa Boka be nana tahakan-drabe tanora ,io foza mantsinabe ambony io.
    ny aní denise ny any ambany no mantsina. Poa! Poa!

    izao mba hevitro aparitaka,

    Le 26 juin 2012 dia andao isika rehetra izay tsy faly ity tetezamitan-dradomelina ity , na zanak´i dada izy, na syndicat, na mpianatra, na vondrona politika,nampiasa tsotra ,na miaramila , na free Fm na kung fu, na dahalo anti-foza…….

    andao ho atao filaharam-be eo amin´ny 13 Mai na Ambohijatovo ny andron´ny 26 juin ho avy izao.

    andao hivondrona hiaraka hanongana.

    andao miraisa hina hanavotra ity gasikara malalantdika ity,

    vonjeo i Madagasikara fa nopotehin´ny Foza

  17. Tena hevitra tsara ny défilé 26juin2012 ataon’ny vahoaka leo-FAT
    eny @ 13mai sy ambohijatovo sady i Risarabômba jenitra eny
    mahamasina

  18. ha!ha! Rabe vôpl sy Tanora vongany ary Denise mpivaro-pika ve no hampianatra ahy loza ;ny masony aza mitampina fotaka sa Thay ka inona no hitany eo afa*tsy ny famerimberenana tsiajerim-poza fanaratsiana ny Filoha Ravalomanana???

  19. tena hevitra tsara ny défilé 26 juin hataon’ny leo foza.
    ny 27 juin kosa dia hitsangana ny fanjakana tsy foza, ary hizara roa ny vahoaka dia ny malagasy ankilany ary ny foza andaniny;
    ka ny mpiasa tsy foza rehetra dia miasa ho an’ny tsy foza.
    volana vitsy dia ho hiaraha-mahita fa ny tsy foza mamokatra fa ny foza MIBAKABAKA hatrany.

  20. Alarobia 27 Juin, mitohy 28 juin sy 29 juin ary tohizana hatrany grev generale des fonctionnaires, araraotintsika leo foza rehetra io ho greve generale et blocage des administrations

  21. Revin-ngadra sisa e. Tsy hisy olona mety hiaraka aminareo izany raha vao resaka de8 ny fond, olona manantena ny famahana olana avy am zandry ireo fa aza manofinofy e.
    Ery am podium ery mba mandray micro ry Elas miteny an zany dia ho hitanao ny hanaovan’ny vahoaka anao.

  22. Sao dia ianao no tena manao revin-gadra araky ny teninao ry Tanora a!

    Famahana olana avy amin’i zandry inona??

    Telo taona izao mbola tsy mahavaha-olana ny anareo!!

    Minaonaona foana fa hoe ny mpanohitra no fototra!

    HANKY VA RE E!!!

    Mba dinio aloha izay tenenina e! Aza miteninteny foana toa adala tahaka io!!

    Efa mba mananatra anao foana aho!

  23. 27 jona ihany ny andro ry neninoro, inona no zava-nitranga, Nankalaza ny fetiny ny Malagasy, nananga-tsaina daholo ny tonkatrano reetra teto Madagasikara, afa-tsy nareo te hampisara-bazana ny Malagasy, niraraka nanao fety tam mpitondra sy ny tafika malagasy ary ireo masovoho vahiny.
    Ka izaho indray ve no manao revin-gadra hoy ianao, sa adala hoy ianao.
    raha mbola izao ra8 izao hoy aho no hitaritanareo vahoaka dia tsy hisy hanaraka foana ianareo.

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *