TSY MAHAVANONA FITONDRANA RAHA TSY MIARAKA AMIN’NY FILOHA RAVALOMANANA

MyDago.com-Magro 30 Jona 12 (16)

Ny taratasy izay novakiana omaly teto hoy Raveloson Constant teny amin’ny Magro Behoririka androany dia  hamaroy any amin’ny toerana tsirairay any,ary ataovy mazava amin’ny olona izany. Ny fandrebirebena hoy izy dia ny hampitarazoka ny dinika. Manao izay hampisaraka ny tolona ny sasany. Manao izay hahavita ny fifidianana  ny hafa. Atao resaka mandeha hoy izy io Remenabila io. Rehefa tsy misy filoha faratampon’ny foloalindahy na lehibeny dia manjaka ny dahalo. Remenabila no lasa rôle eto satria tsy misy fotony ny foloalindahy. Ny 26 jona ihany koa dia fandrebirebena satria ny firaisankina sy fampandrosoana dia fandrangarangana ny hoe frantsay.  Ny firenena hoy Constant dia handihizan’ny dahalo kanefa ny fanenjehana ny filoha Ravalomanana no ataon-dRajoelina. Tato anatin’ny telo taona dia anisan’ny nivarina mahantra i Madagasikara ary misy telo tapitrisa ny mahantra. Na Haiti izay tena niharan’ny tondrandrano izay tsy izy aza hoy izy dia any aoriany isika. Firaisankina sy fampandrosoana hono izany. Anisan’ny antony handrebirebena antsika hoy izy ny fanatanterahana ny tetiky ny frantsay amin’ny hoe: veriverezina dia ela vao mody. Ny kabary tany Rio sy ny 26 jona nataon-dRajoelina hoy ity mpanao politika ity, dia tsymisy ilana azy. Devoir-jaza 8 taona ireny. Aza mety ho voarebirebin’ireny hoy izy fa afatohy amin’ny famerenana ny filoha Ravalomanana ny resaka. Adin’ankoholahy ny sisa hoy Constant fa  adin’ombalahy ny fihaonana eo amin’ny Ravalomanana sy Rajoelina. Ny tena raharaha dia mazava izao fa tsy misy fitondrana eto. Ny fiarovana ny vahoaka sy ny fananany dia tsy voaaro. Lasa Befotaka daholo eto ary lasa kivarivary. Miavoritaka daholo hoy izy ny sehatra rehetra ka tsy misy raharaha mandeha amin’ny laoniny eto.Ireny dia mampiseho fa marina tanteraka ny voalazantsika fa tsy mahavanona fitondrana raha tsy miaraka amin’ny filoha Ravalomanana.Mikasika ny hetsika amin’ny Alatsinainy eo anoloan’ny biraom-pifandraisan’ny Sadc dia nambarany fa sendraintsika ny Sadc amin’io raha hanao na tsia. Ny sora-baventy ho entintsika hoy izy dia hoe ô ry Sadc eto Antananarivo ny dinika mba hisorohana ny hoe mitsipaka ny fanekena, tanteraho eto ny andininy faha 20.

34 pensées sur “TSY MAHAVANONA FITONDRANA RAHA TSY MIARAKA AMIN’NY FILOHA RAVALOMANANA”

  1. Efa tsy asiana resaka intsony ny momba an-dRavalo satria efa tena Carte rouge no omen’ny fikambanana iraisam-pirenena an’i leiry. Ny ao amin’ny fikambanan’ny Francophonies moa dia efa toy ny tsy misy intsony izany Valomanana Marc izany. Na ny Union Africaine moa aza moa dia efa nanambara ampahibemaso fa tsy manana crédibilité intsony i Valomanana. Hatramin’iny fetim-pirenena iny manko dia niaiky tongotra aman-tanana ny Communauté internationale fa tena manana popularité absolue ny Filoha ambony Andry Rajoelina. Niaiky ireo ambassadeurs samihafa tonga nanatrika teny fa tena Filoha hendry sy mamim-bahoaka ary tena efficace ny Filohan’ny Tetezamita malagasy.

  2. Mavesatra ka tsy zakan’ny foza ny resaka ataon’i Constant Raveloson.

    Mivarahontsana ny foza raha vao maheno ny resany.

    Manoatra nohony ny basin’ny miramilam-potaky ny foza ny teny ataon’i Constant. Ny antony dia tsotra. Ny marina no lazainy.

    Manakahery anao Andriamatoa Raveloson Constant

  3. Ilay video anie tsy alefan’i Solo Razafy no mahavoa azy e!!
    izao dia mangetaheta ambony sambo fotsiny fa tsy heno hoe
    inona marina no nolazainy ???sady mbola hafa ihany ilay maheno ny feony e!!

  4. Mafy be woa Raosy nankahala frantsay de nipitika hatramin’ny sezany, ary tsy vitan’izany, fa nandositra tanindrazana mihitsy. De mbola tsy maty voalavo an-kibo ireto taranany de mbola mandrangaranga izany foana, ka itony Racosta itony, efa MFM mafana hatramin’izay, nankahala Frantsay niaraka tamin-dRakotopôka, de tsy nahita mangirana mihitsy, ary tsy nahazo pouvoir, fa Raosy efe may volotratra, efa handeha hiongana, vao niantso an-dry Ndafy sy Racosta, ary raha Rakotopeau rouge no hatao praiminisitra, de tena fitondrana jiolahimboto araka ny tenin-dRapa, de mandrevy enao ry ZO, fa lieutenant n’ny Ndafy ane Racosta io e! zany woe Ndafy mbola lehibeny, de jereo fa nampisotroin-dry Zalahy, pipi, sady naboridan’ny miaramila, de inona no tokony hatahorana an-dRakosta, fa arovan’ny GVT iraisana fotsiny, ao anatin’ny FDR, de ao @ magro no mahasahy mitabataba, fa jereo ny nahazo an-dRamamy, mbola lehiben-dRakôsta, nanao barofo sy nanantena woe lehiben’ny CT , nampinan’i R-Bombe lacri, toa nitrotrongy t@ tany, tsy arakaraky ny nahabe takolaka sy mataviatoka azy,de nidongy tsy niasa otran’ny zazakely. De io no porofo ry tsy manana ZO, fa ao @ magro @ireo vitsikely ireo foana no mampiesona, fa mivoaha ane Rakosta raha mafibe e! de ho hita eo raha mihorohoro ny foza e! anontanio woa Ramamy fefa nanandrana fiketoky ny pince foza, de i Ndafy koa, fa nanao larme croco sisa azo atao. De mivoaha ao moa raha mafy koa!!! efa hainay fa vava fotsiny, fa action zany zéro manatody, handihizanay efa ela! ka akoholahy fataka tsinona, baomba lacri iray de mampandositra kanefa ny vava avo de avo!!! tena tsy nahita kely say sy tsisy atedoha otran’ireto, ny frantsay sy ny miaramila no efa nampinana azy mianakavy, de mbola mila ady foana. Otran’ny vao maika ny politikan’ireto manao zay hampitsoka ny rainy any foana. Tena vendrana e!
    Tsy mba mandray lesona @zay nahavoa, fa mbola iny foana no atao. Iza moa ireo mpitondra tany @ tany nozanahan’ny frantsay, no sahy nifanandrina taminy am-pahibemaso, toa an-dRaosy sy Gbagbo, fa tonga de ny sezany no nanaraka, ary saika nanaraka hatramin’ny ainy mihitsy aza, de tohizo foana woa, fa nareo ihany no hilanja ny vokany, hany ka rehefa voa, de tsy miaritra toy ny lehilahy fa be taraina atsy sy aroa, ary io ane le ilazako foana woe, tena mba iza @ ireto mpitarika ato @ Zanakosy ireto ary no tena misaina sy mahay politika e? Tsy misy fa fitobian’AMBOHITSAGNAGNA ny magroreraka!!!

  5. Tay be ity Rabe ity ka! Hatrany amin’ny atidohany ka hatrany amin’ny tsinainy!Asa na firy taona izy io na firy taona, fa dia tena diky mipitritra ohatra azy mihitsy ny zavatra soratany! Ary mino aho angamba fa tao amin’ny …..WC izy no nanoratra an’io! Izany hoe nentiny tao izany ny « laptop »ny dia…. tao izy no nahazo « concentration » e!
    Ha!Ha!Ha!Ha!Ha!Ha!Ha!

  6. Pourquoi se préoccuper des des états d’âme des uns et des autres opposants à la cause que les Malgaches depuis plus de trois ans maintenant r rapport aux difficultés des Malgaches !Oui ,le forum est un espace de liberté mais pas un endroit de défoulement quan d’utres problèmes agressent les Malgaches chaque jour jusque dans leur chair ,car ils n’ont aucune ressource pour s’alimenter !
    S’inquiéter des putchistes et de leurs partisans c’est semoquer , c’est injurier les Malgaches !
    Pourquoi perdre son temps à s’inquiéter des sorts de ces Malgaches anti-nationaux !
    Notre principale préoccupation depuis plus de trois ans a été et est toujours la résolution du problème politique au Pays ,qui doit
    …exclure rajoelina du champ politique malgache
    ;;;remettre l’état de droit à Madagascar ,état de droit qui a été foulé aux pieds à plusieurs reprises au détriment ,des intérêts , de la démocratie dans la vie des Malgaches
    ET pourtant ,des voix un peu trop réactionnaires , provocatrices , critiquent ceux qui insistent et rappellent que grandes libertés qui ont régi le fiaraha-monina malagasy .
    Ces libertés ont constitué le bien-être , le bien vivre des Malgaches , facteurs d’édification , d’apprentissage du respect des uns et des autres ,cadre où se développent , sépanouissent ou se taisent des caractères et des espoirs , de visions d’avenir…!

    Et justement , c’est en cemoment même , ici et maintrnant , que les oppàsants de la marche en avant , de la lutte des Malgaches pour faire sortir le Pays de ce chaos socio-économique , politique , moral où il se trouve depuis le coup d’état du 17 bmars 2009.

    Ces derniers jours , Nous voyons , Nous entendons d’ici ,de là des timides cris, de ralliement au mouvement pro-RAVALOMANANA MARC pour renforcer le mouvement ,
    pour dynamiser l’enthousime populaire qui petit à petit ,par petits pas ,se gonfle , prend de l’ampleur..

    C’est juste en cemoment vague où Nous sentons être reconnus , que Nous croyons rencontrer de nombreuses approbations ,que Nous devons Nous méfier des  » FLATTEURS « , qui veulent Nous faire chavirer de bonheur avec le vertige « induit » par ces flatteries
    Oui il Nous faut être de plus en plus vigilants ,être fermes tout en étant ouverts aux autres : » Tsy tery làlana ny ratsy ary izay tsy maody tsy ela velona

  7. Io Rabe vôpl io dia milaza fa any France any; dia zay no mahagaga ahy fa mba any kou ny Zokinay fa tena ao tsara @ maha-gasy sy ny fahalalàna ny zava misy marina eto @ firenena fa ity rabevôpl ity dia tena andevon’ny vazaha hatrany @ tsinaimaintiny ary ny mampmé dia ireharehany zany!!! Za ndray ny fiheverako dia ny ati-dohan’nedala io mihintsy no mifangaro tay!!!

  8. Cool! cooooool!!!! Ziry Onésime sy Raverb! ampanongaina kely ndray ny maripanan’ireto sagnagna ireto, satria miteniteny foana itony Racosta leader ny itony. Mety daholo r’izy mitsamy zay itenenana an-dRabe a! fanga tena tsy zaka fa tonga de any @ adrénaline mihitsy no mihinjitra. Mba mandinika woa, ary valio norma, fa zahay ane misy lesona foana tiana havoaka ao matoa manoratra eto e! De tsy manan-kambara afatsy ny tay ve nareo ry Ziry a! jereo tsara ny firindran’ny raisonnement nay, marina tsy azo kianina, satria miainga foana @zay avoakanareo eto, no hamalianay, de tsisy hambara refa mitsako kininina, fa io foana le mahazanak’i dada, frivole be otran-drainy ihany, tsy mahazaka demokrasia, fa tonga de mitififitra na miteny ratsy, na manopa! ampy anreo rehetra eto i Be an! maika moa fa miditra ry Tanora, ry Dénise. Aza mikorapaka nareo Raverb fa maharaka tsara zahay aty dilambato aty. Raha mbola tianareo ampiana, de mahazo vaovao mbola henjana be aza zahay avy ao Atsimotsimo ao, fa manao trafic na diamondra any Sierra Léon any ndray hono ny sasany, miaraka @na jiosy, de misy mambra na CST mividy volamenan’i lery antsokosoko, @na kilao maromaro isam-bolana, fa efa miainga any commissaire Charles Nakany, hitady le cerveau, satria ampidiran’i lery arme antsokosoko ny hanaovany io trafic io. Marina ihany zany le kôzin’lery t@ chaîne Al Zeizira nikôzy woe, possible ny hisian’ny lutte armée any Dago, raha tsy mi-négocier amiko Rajoelina. De tairo ary, fa ampy azy tsara Zandrinay e! mbola be ny vaovao azo lazaina a! mandra-pibaikon-dRaosy woe, akatony io mydago io!!!! aza miady aminay woa raha tsy ampy munitions sy kely atedoha, fa manonga tosi-drà otran’izy mitsama lava eto!!! ka ny zanakdada ane Rainidonto mianakavy otran-drainy ihany e!

  9. efa fantatra izany rehetra izany fa inona no hatao hiverenan’i Ra8 an-tanindrazana haingana dia haingana ?
    mora ny miteny fa sarotra ny manantanteraka ka aoka mba eo no hifantoka ny herim-po.
    Aza manaika arirarira intsony fa mody i DADA, ka inona no hatao hanantaterahana an’izay. IZAY FOTSINY IHANY, ny sisa tsy mikaoty.

  10. OK! marina zany elas à!misy CST iray mba mifanakalo hevitra amiko any @ site iray tsy d’accord @ le oe suspension izy fa démission no tokony hatao @ io système io hoy izy etc…Ny olana dia mitavozavoza be ny SADC satria resaka rédaction na sommet nataon’ny Présidents sns aza dia voaovan’ny secretaire ny contenu dia eo!!!! Ny mpitarika anefa azo lazaina fa tereny ho pacifique @ hetsika rehetra hatao; dia zay tokoa inona no choix tsara tokony hatao satria manjary lany andro @ fivorivoriana fotsiny noho ny fanajana ny SADC; plus ny ankilany anefa mi-exploiter an’zay resaka fotoana izay hanohizany hatrany ny asa ratsiny;ary dia manararaotra aza ny Jeneraly tompon’ny fahefàna mirehareha fa ny Malagasy manana ny hoe mamy ny miaina fa tsy sahy mihetsika zany;; fa hatreto dia toa ny fiandrasana ny fihaonan’ny Dada @ Domelina alou no andrasana ary zay no somary tsy dia mampihetsika antsika!

  11. Impiry ary no ampidirina @ atedohan’ireto, fa mahazo mody dadanareo, ny and 16,18,20 ao @ FDR no milaza izany, fa ery ambany @ and faha 45 de tsy maintsy tsaraina raha vao mikasika ny tany masin’i Mada ny tongony. Ary andininy 16,18,20 ireo de tokony ampiarina, fa Raosy ane, mbola hitady hi-négocier foana @ le and 45, izay nampatsiahivina sy voasoratra ao @ loi d’amnistie lany farany teo iny, de Raosy zany tsy mahazo amnistie no dikany.
    Zavatra telo no mety hitranga @n’io fihaonan’ny roa tonta io:
    1- Rajoelina tsy hanaiky na oviana na oviana, na ho inon-kidona, na ho inon-kiatra, de tsy azo foanana ny and 45, izany woe mahazo mody Raosy fa tsy maintsy tsaraina sy migadra noho ny crimes nataony.
    2- Hanao fanerena ny CI ny Bekintana, hanadiovana tanteraka an-dRaosy, hahafahany milatsaka ho fidiana indray, hifanandrina @ Zandry, izay cas tsy azo eritreretina ho an’ny mpitondra ankehitriny, ary na inona na inona ankivy sy pression avy any ivelany atao aminy, de mijoro foana noho ny fiandrianam-pireneny, ka tsy hamela ny nandripaka olona ho afa-maina.
    3- Ny CI koa, de manohana an’ilay hevitra iray woe, samy tsy misy milatsaka izy roa nampisy ny krizy izao, de tsy maty antoka na ny andaniny na ny ankilany, izay Raosy efa nitondra 7 taona, hevirina fa ampy izay, Rajoelina, kosa de mijanona ho filohan’ny tetezamita, mandra-pahavitan’ny fifidianana zay izy no hitantana azy, de afaka manolotra olona tohanany izy, toy izany koa ny TIM, ohatra Ramamy be takolakatoka, hifampitana eo. Izany woe, @ Juin 2013 ny fifidianana, de possible, any amin’ny maintany 2014 vao ho tafatsangana tanteraka ny fitondrana vaovao, de feno 5 ans tanteraka ny mandat n’i Zandry. De fantatro, fa tsy hanaiky an’io velively ny Zanakosy rehetra, kanefa tsy maintsy manaraka, satria ny CI no tompon’io tolokevitra io.
    De ho hita eo zay ho voa mafy, fa haharary ihany aloha izany woe, dimy taona tsy mahazo miverina, ny fananana nangalarina t@ vahoaka, nalain’ny vahoaka, ny tena sesitany. De haninona hono izato izy ry Elas sy Raverb, hampiasa sandry ve? Koa naninona no tsy nampiasaina, namaly bontana hatramin’izay?
    Mba manandrana ihany, na antsokosoko( mametraka baomba), na mivantana, fa maivan-kitsaka fa amboarin’ny olona favy be, de mandamoka foana ny teti-dratsy, tsy mahay afa-tsy ny mandany vola @ asan-jiolahy, hanakorontanana sy handotoana ny mpitondra, fa ataon’ny olona mamay be foana.
    De vatsio basy magroreraka e! de mandehana manafika eny Ambohitsorohitra, raha te hanao, fa ny fotoana mandeha, de ho hita eo, zay mafy. Ntsssss! ny aina any an-DIMBO, sady lasan-ko vavany foana, de mba woa mi- chapeau rehefa lany fika e! EFA MITENY AHO, FA NA RAJOELINA, NA TSY IZY NO HITONDRA EO, DE TSY HO TAFAVERINA EO ZANY RAOSY, ARY NA DE TAFODY AZA FA TSARA VINTANA TSY MIGADRA, DE TSY HAHAZO HILATSAKA INTSONY, MATY ARA-POLITIKA TANTERAKA, DE HISY MANDAT VAOVAO 5 TAONA HO AN’NY OLOM-BAOVAO INDRAY EO, DE HO FENO 80 TAONA RAOSY DE ZAY NO VITA A! Aza sendra ny olona afaka mi dominer anao ara-tsandry sy politika ihany, fa tena mifofo volo mihitsy, ny ratsy natao manaraka eny foana, mierikeri-dava matahotra valifaty. Defa manaova veloma dieny izao @ dadanareo ry Zanakosy, fa tsisy fika ntsony ny aminy a! kôzy ane io e!

  12. Dia mialy ve voasazy (ao amin’ilay serasera) ? Non ! La nature a horreur du vide, ary manana hasina ny zava-drehetra ! !

  13. lasa fampisehoana fahaizana milalao vahoaka ny magro!mapatory !tsisy raha mba mivaingana fa teatra no atao ety

  14. mfm ,lehiben,ny mpianatra teny ankatso taloha ,ny lehiben,ny cellulen,ireo manao krizy;mody mizara sy tsy mifankafantatra izy sy ndafy na kosta;ny tetika dia mizarazara ny mfm mba hangalana ny volan,i dadanareo

  15. niainga avy tary @ article MidiMad aho
    dia nahita io fehezanteny io
    mikasika ity Fransman ê
    nolazain’ise tary aloha …

    De nihitatra
    tonga tary
    mahakasika an’iNICK

    Izay Mialy manokana indray ery andaniny
    mialy tsiny indrindra km
    fa tsy dia ivalaparako loatra
    na mahatsiaro malailay (fonosana) na inona no manjo azy
    – eh ity izy mpanao COPIE

    (no more comments)

  16. misaotra an’i verbeeck nitondra fanazavana tsy mbola faheno saingy ny sadc miray tsikomba e ! hataony daholo izay rehetra hampitarazoka, dia mody asiana fampanatenana kely foana dia goby daholo ilay malagasy.
    Mody Ra8 no tanjona, dia foronina daholo io rehetra io, dia miandry izay hevitra voaforona ihany ra malagasy, miandry fa indrisy, fanantenana paokaty daholo.
    aza mba nandra ihany.
    Rà mandriaka ve no argument aroso mba tsy hitsehana?
    raha izay dia mbola ho lava ny krizy fa izao vao manonboka ny tena izy.
    Mahatatesa daholo ô !!!!

  17. Miala tsiny @, Atoa Constant ,fa raha fangatahana no hatao@ Rajoelina sy ny mafia ary ny Frantsay miaro azy sy ny tombotsoany .Dia ho Tsia avy atrany no Valiny .

    Ka ity Fangatahana ity dia tokony ho soloina tetika afa.

  18. Aza adino Ravelonarivo, fa Ra8 no nangataka fihaonana tamin’i Andry, fa tsy nisy nitady fihaonana taminy, tamin’iny taratasy nalefany ho an’i SG SADEC iny, ny votoatin’io taratasy io ary, de hita fa tena mangataka mitalaho mafy mihitsy lery. Izany woe, hitany fa misokatra ho an’i Andry @zay ny lalana, de manao fara ala -nenina lery e!!!!
    Ny olona ane manakambo e! tsy mitamby aminao zany, de Racosta ndray eto no mody be vava woe, tsy vanona ny fitondrana raha tsisy an-dRaosy! Azo antoka woa ny sezan’i Zandrinay ankehitriny na @ ho avy, raha mbola eo Lafrantsa. Aza mba manenina @ natao Raosy, fa tanteso tsara ny vokany rehefa nanenjika Frantsay. De nanantena inona zao nareo, nifidy an’i Hollande Gasy Tena Trotraka( GTT), tsy marina foana ve ny tenin-dRabe taloha e! ahoana hoy ity Ambassadeur vaovao ity! Ny tenin-dRabe taloha tsara no naveriny  » tsy manova ny politikany any Madagasikara Lafrantsa ». De rera-poana nanenjika an’i Sarko, fa lasa ny mamba, nisososoka ny voay!
    Torohevitra! mandehana aloha milela-paladihy @ Hollande, sao mba hamerina an-dRAOSY ihany izy, fa mba mitsotra refa lany fika tanteraka e! fahendrena ny milavo lefona raha zavatra tsy hety, fa tsy zay eritreritry Racosta kabary omanina any am-pandriana hampiesonana ny magroreraka vitsikely rahampitso akory no hampiova inona, de woe!woe!, de tongava indray amaray ho vokisan-dainga fa manaiky sy mitehaka lava e! ka vena sy tsy ampy solaitra sy fandinihana tsinona koa! Racosta sy ry Mamitiana, sy ry Ondaty aby ireny aza moa manao kabary tsy azo valiana, tsy misy iray mba manohitra na milaza ny heviny, fa tehafana foana, maika fa handeha hitsapa an’i R-Bombe!!!
    De maka afo @ maty @ lazain’i Rana! tena mandiniha ianareo ry Zalahy fa tena tsy à la hauteur mihitsy a! marina ane io e!

  19. Maka afo @ maty, hi!hi!hi! kivy ve Rana a! tena poeta kosa woa Rana ity koa! iny ndray no mbola tsy fahenoko. Asiako commentaire kely: AFO= basy, tafondro, milaza ady, mandrehatra ady. NY MATY= tsisy fanantenana, tsy azo ianteherana, paikady lany andro, miraviravy tanana, midika izany rehetra izany, na ny mpitarika na ny taritina, de tsy mahavita na hahavita na inona na inona na inona intsony ao @ mouvs Raosy. Chapeau Ranavalona, aleo hazavaina ihany ny tianareo hambara fa be ny sagnagna!!!!

  20. bravo miselybe pour les exploits;le cercle de tarés »
    Soldat Gros Louis » et Marco Tiko : dans les coulisses de l’UE, on voit bien qui commande à qui…
    Louis Michel, ce commissaire de l’Union européenne ne vaut pas mieux. « Sanctions individuelles ». Il faudrait être sérieusement timbré pour oser dire cela. Ici, comme en Afrique, la démocratie sera toujours directe tant qu’il y aura des blancs qui colonisent dans les coulisses avec les dictateurs en place. Quand c’est pour leurs intérêts, les grands pays de ce monde s’érigent en pollueurs et en marchands d’armes. Mais quand les populations s’insurgent contre les tyrans, c’est tout de suite la condamnation, comme si les Etats-Unis et un pays comme Madagascar étaient sur le même pied d’égalité dans le domaine constitutionnel. Les dictateurs auront de beaux jours devant eux tant qu’il y aura des sbires comme Louis Michel.

    Niels Marquardt, l’ambassadeur embarrassant : 350 millions USD pour qui, pour quoi ? You have to explain
    Cet ambassadeur américain fait aussi partie de cette clique de vazaha qui prennent les Malgaches pour des cons. A qui profite l’AGOA sinon à quelques intérêts purement privés et personnels ? Il oublie que la Grande île, c’est 590.000 km² et 20 millions d’habitants. Mais il connaît la mauvaise mentalité des Malgaches que l’on a habitué à vivre aux crochets (de tricots) des bailleurs de fonds. C’est le fait des dictateurs que tous ces personnages protègent sous l’excuse de coup d’état, de putsch. Donc, selon la logique de Mister Marquardt, sans AGOA, fini Madagascar ? Mais alors pourquoi le retour de ces volontaires du corps de la paix ? Pourquoi aider à moitié les « pauvres » Malgaches ? Il est certain que Barack Obama n’est pas bien informé.
    . C’est pas sorcier : Ravalomanana a tellement bradé ces secteurs, que les comptes risquent d’être un amalgame de pertes et profits. Voilà pourquoi il faut qu’il revienne ; voilà pourquoi il faut qu’Andry Rajoelina, l’empêcheur « d’agoa-iser » en rond, doit être stoppé, car il n’entend pas entrer dans ce système. Et, avec la complicité du mozambicain Chissano, ils s’y mettent à trois.
    Trois anciens présidents périmés et vomis par le peuple que l’on veut remettre en selle afin de diviser pour mieux régner sur les richesses naturelles et le patrimoine national. Mais un de ces quatre matins, la mayonnaise ne prendra plus et le retour du bâton sera fulgurant. Ma connaissance de l’Histoire de l’Humanité m’a appris que tout ce qui se passe ici-bas a été, est et sera. 1972, 1991, 2002, 2009. Un éternel recommencement. Pourquoi ? Par orgueil et vanité. Le reste on verra chacun dans notre tombe.

    Mais il y a un temps à tout. Vivement la IVè république avec son lot de jeunes qui sont l’avenir et par leur âge et par leur esprit de créativité et d’innovation.

  21. Faisant un grand effort de ne pas m’attarder sur insulte
    forumiste j’admire Elas A PLEINEMENT R A I S O N : « Mody Ra8 no tanjona »
    ____

    Objectif: « Retour du président MARC RAVALOMANANA »

  22. Ny seho-javatra nifamahofao trto amin’ny Firenena izay nateraky ny fanonganam-panjakana ve dia nahafanina sa nahajamba Antsika ka tsy haintsika , tsy fantantsika intsony ny atsimo sy ny avaratra ?
    Toa voafehintsika intsony ny sarintsarim-pitondrana sy ny ny fanjakana marina ?
    Koa nahoana aza Isika no dia manara-drenirano fa tsy tena manohitra amin’ny fomba ara-dalàna ny fihetsika tsy mendrika nataonèdrajoelina ?
    Nihevitra ve Isika fa izay lazain-drajoelina sy izay ataony dia mifanaraka amin’ny Lalàna ,izay tsy misy ?
    Toa atrizay an-kerina ny fitondrana izay dia nasehony fa izy no mitondra , satria eo ny miaramila midaroka ireo manda ny mha-pitondra azy !
    Ary eo koa ireo mpamatsy vola an-drajoelina , vola entiny atao tamby ny fanampian’ny tafika azy.;;
    Fantatr’i rajoelina fa matahotra azy ny Malagasy noho ireo miaramila ireo..;sy noho ny fiarovan’ny frantsay azymandra-pahavita ny asa ratsy ataon’ny frantsay dia ny fandrobana ny harem-pirenentska ( bois de rose , volamena ,mercure , vatosoa..;sns,sns..);
    Misy farany ny zava-drehetra Niova ny fitondrana any Frantsa ,nihena vy vola avy any amin’ireo mpanampy ny mpanongam-panlakana.;
    Dia iny ,efa iray volana izao , rajoelina dia nitety izay olona noheveriny fa manome rariny sy sitraka azy ka hanampy azy hanantateraka ny fanonganam-panjakana !
    Dia serina ery izy nifampi,dinika tamin’ny FIRENENA mikambana ,tany amin’ny Unon Européenne izay tsy nandray azy !
    Dia io izy nampiantso ny fivoriana tsy ara-potoana nt CT sy ny CST , na dia fantany tsara fa tsy manana fahefana manao izany izany izy
    Ny praiministry , izay tsy iadidiany ,no misahana ny fitondrana an-kaobeany ,ary izany no antondian’ ny praiministry any amin’ny Union Zuropéenne mba:
    …handinika miaraka amin’ny Union Européenne ny fanampiana araèbola ,raha vao tafapetraka ny tetezamita vaovao
    …ary ny momba ny fifidianana ,izay Firenena maro sy vondrona maro no hifehy izany !
    Io fiantsony ny CT sy ny CST hivory tsy ara-potoana mba handika ny fifidianana dia tandrametaka satria ny fifidianana dia miankina amin’izay vokatry ny fihaonany amin’nyFiloha RAVALOMANANA MARC Toa sarety apetraka itarika ny omby izany !

    TENA TAPI-DALAN-KALEHA rajoelinaMPANAO ASA SANDOKA !NY HOSOKA SAROTRA AFENINA SISA NO HAIN-DRAJOELINA ATAO .!
    VITA RAJOELINA ! IANJERA NY MASKA… ARY IO FA MIBORIDANA ILAY MPANGALATRA !

    AVIAVIN’NY BETANIA… TAPATAPAHO FA MANIMBA NY TANY !

    N;B; : RAHA TSY METY HIHAONA AMIN’NY FILOHA RAVALOMANANA MARC AZA ITY MPISLOKY ITY DIA EFA VITA NY AMINY !

  23. Miarahaba antsika rehetra, ary miarahaba manokana an’Andriamatoa Raveloson Constant.

    Miombonkevitra amin’ireo namana amin’ny tokony ifantohana amin’ny tanjona dia ny fiverenan’ny Filoha Ravalomanana eto, izay midika ho famerenana ny zon’ny Malagasy maro an’isa nohitsakitsahina, fa tsy hifamaly amin’ireo foza izay manana anjara asa hanakorontana fostiny eto, toy ny efa nataony nanomboka tamin’ny 2009 ihany moa izany.

    Dia mazotoa daholo eh !

  24. Hita oah!!!
    Mietsiketsikaa ny foza aa!
    Miakapokapoka ny fozaa!!
    Miozongozona ilay sezaa!
    Miolana hatr@’ilay tenda aa!!

  25. Je crois que ce mec sème la ZIZANIE, mais pas du tout, en vérité, il a complètement raison; il connait parfaitement ce Raosy et ses sbires!!!!!

  26. Misaotra an-DRaveloson Constant fa taitra daholo ny foza !
    Mikorapaka ny foza ! May volon-tsartra ny foza.tsy mhita aleha ny foza

    Ho antsika légalistes. Raha vao FOZA no miditra eto amin’ny forum dia aza vakiana ary aza valiana izay soratany. Aleo apoakany amin’ny vato any ny lohany fa aza misy miraharaha.Jereo ny IP fa toa olona iray ihany ireo ?

    Tokana ny tanjona : miverina amin’ny fitondrana ny filoha mamim-bahoaka Ravalomanana Marc. Ny fanosoram-potaka rehetra efa fantatry ny olona. Tsy misy voafitaka izany eo.

    Tsy maintsy mandresy ny tolona !

    Tsy zakan’ny lohan’ny foza ny fonja-kevitr’ i Raveloson Constant. Manoatra nohon’ny baomba ny fianjeranay any an-tampon-dohan’ny foza orana ( denise, rabe, bogor ..)

  27. Marina zany mikorapaka ny foza eto ary fombany io midehadehaka io fa na dia mitampina tay aza ny masony dia lazainy izy ihany no mahiratra!!! ary rehefa miteny oe TSIANJERI-MPOZA=FANOSORAM-POTAKA NY FILOHA RAVALOMANANA(fialonana sy ory hava-manana io)… fa raha ohatra ka tena mieritreritra fa manana fahefàna ny foza dia aza mihaona @ Ra8 é dia lazao inn no fiainana iainan’ny malagasy zao sa fanapotehana mou zany no tena hireharehana???? Ny fihaonana no ahitàna ny tsotsori-mamba isarahana ary izay iray tsy mahatanty…fa samia ho ela velona é!

  28. Marina zany Raverb a! ho hita eo marina izay tsotsori-mamba isarahana, fa simple io, Raosy tsy manaiky ny article 45 FDR, Zandry afaka mampody azy araka ny and 16,18,20, fa tsy azo sarahana @ and 45, de and telo ve ny anao hatahotra and iray e! de mazava be ny fanambaran’ny ambassadeur Alemana androany, zay ho taterinay ary ambony.
    Ha!ha!ha! Mba gaga @ireto woe matahotra ny foza, Raosy ane no nilela-paladihy t@ SG ny SADEC, hangataka fihaonana t@ Zandrinay, fa Zandrinay tsy misy hamakiany loha zay olona efa nanesitany ny tenany any e! tsy efa ela be ve no miverimberina woe, maty lolo ny foza hatr@ 2009 fa aiza ihany izy ty e! nareo zao no miandry fatratra zay avoakan’ity fihaonana ity woe, avelan’ny Zandrinay hody ve dada sa ahoana, fa zahay efa mahalala fa tsy avelany na oviana na oviana, fa fanajana fotsiny ny CI io, ary olon’ny dialogue Zandry io, de hendry izy refa nangataka sy nilela-paladihy hihaona aminy Raosy. De iza no tena matahotra! hi!hi!hi! mapme be!

  29. Mandroso dia mandroso ny ezaka diplomatika ,izay tsy voaharaky ny Malagasy :olon-tsotra ,mpanao gazety , mpimenomenona eny amin’ny forum maromaro !
    Tsy izay miteny , mitabataba sy izay mitsingoloka ireo mpitarika sy mpanentana akory no misahana sy mitantana ny ady ataon’ny Malagasy , na izy ireo irery no mifehy ny ezaky ny maro !
    Raha ireo be saina ( teray ao amin’nyradio rindra ohatra ) no enoina dia rsy misy olon-kafa afa-tsy izy irery no anohitra izao zava-misy izao
    Ny ady diplomatique any ambadka sy any am-pitan -dranomasina any ve misy mharaka , misy mahafantatra ?
    Eto an-toerana dia tsy mys ady intsony afa-tsy ny fanohanana ny Filoha RAVALMANANA MARC !Tsy misy afaka mifandona amin’ny Filoha ireo mpilalao paolitika sy be fika fotsiny !
    IZA NO MAHARAKA NY ADY ATREHAN’NY FILOHA MIRAKA AMIN’NY SADC ?
    Miadana nyi dia miadana ny adi-hevitra sy ny resaka diplomatique satria miditra amin’ny lafin-jafatra maro izay fehezin’ny lalàna iraisam-pirenena ( accords de Cotonou ohatra ,ireo sanctions internationales mikasika reo mpitondra fat…), miditra amin’ny atsipirian’ ireo antony maro nampiasan’ny mpanjanaka ka nahatonga Antsika amin’izao toerana misy Antsika ankehitriny izao§ Ny fihaonana nangatahin’ny Filoha amin-drajoelina dia tsy inona fa fanerena an-rajoelina handohalika fa vita teo ny saim-boto fa ny fahefan’ny Vahoaka no mibaiko izao.
    Ny dian’ny praiministra any Bruxelles dia tsy i rajoelina no naniraka azy ,tsy i Beriziky no te ho any fa ny heri’ ny dinika diplomatique izay manaja ny finihavanin’ireo Malagasy 20 taprisa manosika ny Communauté internationale hihetsik ary ny
    Filoha RAVALOMANANA MARC dia tsy mitsahatra mampatsiahy io Communauté internationale hanantateraka ny fanambarana nataon’izy ireo :
    …miverina ny ara-dalàna ,ny rariny sy ny hitsiny (état de droit) eo amin’ny fitondrana ny fanjakana Malagasy
    ;;;dia miverina ny fanampiana ara_bola any Madagasikara
    Ny dian’ny praiministra any Bruxelles dia mikasika ny fanampiana Antsika
    …ny fodian’ny Filoha RAVALOMANANA MARC ,dia tsy ho ela intsony indrindra fa ny SADC dia hivory any AFRIQUE DU SUD ny 03 sy ny 04 juillet izao!
    NY TIAKO NAMPITAINA DIA MANDROSO NY DINIKA DIPLOMATIQUE !
    MISY BAINGA BE VOAVADIKA !

  30. Enga anie Radoko!!!hanaraka ny vavanao( ny soratrao mantsy e!!!)
    Izaho aloha no tena mpimenomenona eto fa tsoriko e!!!fa ilay bainga
    mivadika izany no andrasana.Dia ho hita eo izany!!!efa ho 4 taona anie isika no eto e!!!

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *