6 pensées sur “An-tsary MyDago.com – Magro Behoririka sam 28 Jul 12”

  1. olona efa naparitaky ny foza iny kosa ve no NITONTONAN’i NENY teny androany tsy dia
    ho tantara bė ka mba mailo ihany ny FOZA an!!!lasa eo daholo indray ireto foza kely efa
    KAFIRIANA MAFY NY ISANY hi!hi!hi!!!!!!Mba alaivo sary an-tsaina fotsiny anie raha tonga teny @ Magro
    i NENY androany e??? tsy misy afaka nanambotra teo izany i neny izany, fa ireo mpitarika ireo ihany no
    mivarotra an’i neny toa ireny. MAHONENA! ( hoy iraika izay ). Hatao ihany ny tsy hiteny fa ieieie!!!tsy maintsy.
    Mba omeo vao2 farany ny momba an’i Neny izay manana e!!!lelafin’i saka ny molotrareo tompoko isany ,
    dia msaotra mialoha, tsy mandry mihintsy ny saiko , maty aho RENY MALALAKO!!!aiza intsony no ahita
    toa iny ???

  2. vaovao farany : tokony ho tonga eny ivato Rtoa Neny amin’ny 10H00.
    Saingy misy foza mamely fa niverina any Lobourg izy.
    Loza ity marina, mbola tsy nahita fiainam-BOTO ohatra izao hatrizay niainana.

  3. In’ty « lelafin’ny saka ny molotrareo » ty ? Mbô fiteny avy aiza izany ?

    Tsy fantatra ry elas izay tena marina fa izao ! Na inona na inona ho ataon-dry zareo eo (foza izany ), dia efa miandry an-dry zareo amin’ny tournant X ny CI !
    Izao fotsiny ! Tsy crédibles tamin’ny olona rehetra ny explications sy pretextes noforonina, fa dia IZAY NO FIN AMINY RAHA MBOLA MIKASI-TÀNANA EO INDRAY IRETO TSY MISY SAINA IRETO !
    Tantara mitohy io, na dia « malemy sy tia fihavanana » aza ny Filoha Ravalomanana !!
    Tsy hipetram-potsiny ny CI !
    Mbola handeha koa ny anketin’ny OACI ! Vola very maina hoa an’ny vahoaka ny nividianana Airbus, fa ny commissions-n’ny sasany, efa tafapetraka soa aman-tsara any Dubaï sy toeran-kafa !
    Ela nitoratorahana hoy aho, dia izao nahavoa mason’angatra !

  4. Misaotra @’ilay vao2 ry zareo a!!na dia tsy mbola tena mahafa-po aza a!!
    tsy mahazo aina mihintsy aho, aiza ary Neny ???tsy mahavita na inona mihintsy aho
    androany tontolo.
    Avelao andeha ho tazamina ry zareo a!!manao azy ho inona nefa tsy ampy kilė akory anie e!!

    Ka matetika ny alika ihany no mpilelaka fa ny saka mahalana ,izay angamba no nahatonga ilay hoe:
    « lelafin’ny saka » aiza ary ialahy izany???efa vonona ny kitonotono ??izaho mbola tsy maintsy mikotrana
    5kg be izao no tsy maintsy ariana raha tsy izany dia tsy misy jerena intsony ka ilay kitonotono aloha an!!
    tsy mamely.

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *