3 pensées sur “Antson’ny filoha RAVALOMANANA”

  1. Andriakakiko ianao ô!!!Io ny anareo fa ireto KARANA io oah!!!!
    Ireo Karana no manakana an’i dada tsy hody ao, io tsy misy resaka domelina intsony
    fa ny manodidina azy .
    Ary aiza i Neny @’izao toa tsy nolazain’i dada ny momba azy???

    Io koa fa nitombona tsara ny fanambarana nataon’i GTT fa i dada sy domelina ihany no mahalala ny resaka tao.

    Ny marina tsy mba maty , tsy maintsy MISY FARANY NY ZAVATRA REHETRA!!!!!!
    Tonga dia teneno dada a!!iza indray no mbola mitady HIVIDY anao ????tsy rariny loatra!!!tompon’andraikitra izy ireo
    @ zavatra izay mahazo anao ka aza variana ry dada Malala, avy dia tazony hatr@’ny farany izany olona izany, raha i
    la frantsa dia ataovy mandady @ tany vao ahazo izay ho tadiaviny atsy ho atsy.
    Ny nahavoa kely an’i dada dia ny nino ity BOLOKY lahy,dia mbola nidongiany indray fa tsy azo hankalazaina BĖ ny
    fahatongavany dia nanaiky koa i dada, nefa indrisy fa tetika HANAMBORANA mora2 anareo ny antony mody mba HIDONGIAN »
    i domelina izany, satria ireo namany no mamporisika fa tsy izy akory ,ary ireo no manambotra anareo fa tsy izy mihintsy

  2. Tsy efa ampy ve izay fidongian’i domelina izay e!!
     » izaho tsy hipipy @ pô fa hanao pampers « dia manao ny rehetra,
    « Mijanona aloha dada any Afrika Atsimo fa tsy misy hitaomako ny harem-pirenena » dia mijanona,
    « ASIO SONIA ity fa tė hilingitra ery @ Pilipitra any Neu York aho » dia nanao sonia daholo ny bodo sy adala
    rehetra, ny tsy adala tsy hendry ary e!!
    « Mila fiaramanidina manokana aho hitaomako halatra ao @ tanana fa MIBANAKA » dia mahazo. Fa aiza daholo
    ny olona ao ve tena MIESONA sa AMPIESONIn’i domelina daholo e!
    Mila SORONA i domelina fa tė ho FILOHA dia tatatatata ny basy maty2 daholo ny pokona rehetra .
    tsy azo ankalazaina ny fahatongavanareo fa ny foza aza efa MIVIDY mpitsena mbola tsy mahazo olona , dia iny
    koa tonga mangingiana i Neny HANAMBORANY AZY TSARA fa manelingelina ny TOERAN’i mialy kely sns……
    Asio haingony ny akanjon’ny domelina fa toa tsy musy mpanisy sira firy, dia avy koa ny matim-bola fa MAMETAKA
    izay tiany hapetaka ,fa 2 MILLIARA kosa hono no nametaka ilay haingon’ akanjon’i domelina teny Mahamasina ireny an!!
    asa na mpanjaitra taiza no nampanaovina azy ireny fa dia narevaka tsara ery fa saingy toa tsy mbola nahazo FANKATOAVANA
    hatr@’izao, fa ny vazaha mena sofina indray no sarotiny amintsika fa isika dia manaiky FAHATANY IZAY TADIAVIn’i DONTO..
    TSY AZOKO MIHINTSY???FA MANINONA E??@’io na dia olona ao anatin’ny fahalala aza dia ..manaiky! efa hita fa maimbo
    dia mbola hoe: MAIMBO ANGAHA????

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *