Des Ministres devraient assurer l’intérim de ceux de la Mouvance Ravalomanana ?

Ministra Mce RA8

Conseil des Ministres – Mercredi 11 Juillet 2012

Palais d’Etat d’Iavoloha

 

Un Conseil des Ministres s’est tenu ce Mercredi 11 Juillet 2012 à partir de 15h au Palais d’Etat d’Iavoloha.

( …)

Sur un autre chapitre, le Président de la Transition a déclaré que des Ministres devraient assurer l’intérim de ceux de la Mouvance Ravalomanana qui continuent à bouder les Conseils des Ministres et de Gouvernement.

Conseil des Ministres 11 07 2012 (1)

23 pensées sur “Des Ministres devraient assurer l’intérim de ceux de la Mouvance Ravalomanana ?”

  1. Fa iza hono ity izy no mba mianakendry ilay domelina lahy??
    hita mihintsy hoe: velona indray i Ratsikirity, nitsangana t@ maty
    dia io koa ny boloky lahy domelina be fa mipoerapoera, ny olona matoa midongy @ RARINY SY NY HITSINY,
    fa ity izy ??TAHOTRA @ ilay asa ratsy rehetra maizina hataony no hidongiana sy HANDAINGANA isaky ny
    mandeha eo.

  2. May volo-tratra ny foza ka manery an-kolaka sisa hatao,
    Mihinana irery tsy mahalala maty koa noho ny kenda vao hoe:
    domy aho Ranaotra???akorinao izay, izany dia mbola fanaovana ts’inona olona mihintsy a!!
    ny zavatra notakiana tsy misy henoiny fa ny fahamaizany no mahafaty azy , dia ny ankolafy
    Dada indray no lazainy fa midongy??mihevitra olona dia tena vendrana noho izy mihintsy ity
    domelina an!

  3. O y zalahy a!.. Izao izany atao hoe mihinan’ny amalony (mba tsy hilazana hoe miforitra ny rambony eo anelakelam-peny) ireo FATn’alika sy ny tariny ka fanerena sisa no atao!.. Efa ho akaiky marina ny faranu e!…

  4. Un Conseil des Pompistes s’est tenu ce Mercredi 11 Juillet 2012 à partir de 15h au Palais KAKA d’Iavoloha.

  5. sokina nani-bato i DJ ka tapi-dalan-laleha.

    Raha vao manao interim eo dia tsy voahaja ny feuille de route ary tsy ho tonga ny vola hikarakarana ny fifidianana

    Aleo hihinana ny fatiny ao ireo fat(y) ireo
    Mety izao fa aleo hitohy.
    Ny Mpiasam-panjakana tokony hanamafy ny grève

  6. Ilay fitokonana nandeha fa mbola nisy ireo VOAVIDY sy misolelaka.
    Mampalahelo ilay toe-javatra fa isika samy isika ihany no MIFAMAHAN-
    DALITRA sy MIFAMINGANA, mbola tsy ampy kosa angamba izao fahavoazana izao kah???
    misy dia tena maty heritreritra mihintsy itony olona fa dia MATIM-BOLA!!!

  7. Fa ahoana kile..? Fa misy inona ?? Tsy ilay vahoaka mihintsy ve no maty heritreritra sy tsy mbola tonga saina ihany na dia efa fahanan’ny sasany tay aza ê ?
    Tamin’ny andron’Ingahy Ravalomanana ihany no tsy nisy intsony io zavatra io, fa izao mbola afaka misesika tsara ! Mbola matsiro ho an’ny sasany ny avoakan-dry tsikirity sy ny akamany !
    Mazotoa ary bonapetia ê !

  8. Ministra efa tsy competent, mbola midongy tsy miasa indray. Sady tsy manana hazon-damosina hoe hiala.
    Tsy misy milaza mihintsy ao anaty feuille de route hoe ny minisitra incompetent sy tsy miasa dia tsy azo esorina.

  9. Izay mihintsy angamba ry dà no izy??nefa tsy mino aho!!
    Misy dia misy tokoa ny tė hitraotra fa tsy afaka kosa e!!!
    Ny mba afaka malalaka ny @’izany ka manana toerana tsara dia EFA VOAVIDY daholo,
    ny vola misy ny Gasy mora jonoina koa inona no olana fa ETO e!!mety @ sasany izao mba hinanana
    sy hanoronan-karena TSY NANASATRA.Ny ramatahora koa aza hadino .Mandeha io na dia MIHISATRA aza
    fa aiza ary ianao izany????

  10. Ho an’ity Tanora tsy afa-taimbody sy tsy mahay misasa,
    Ilay miseho ho Filohan’ny tetezamita, sady vodin’omby (adikao amin’ny fitenin-dry zareo any atsimo ) no dondrona sy mpangalatra (fahefàna ets…), ary saribakolin’ny fahavalon’ny vahoaka malagasy, tokony atao inona ?

  11. ranavalona, efa resak’alika ihany izy ity, koa dia atao entina amin’izay !
    MyDago aza moa ity toa lasa mivoy lava ny resam-poza isan’andro izao, na dia efa mba nasiana resaka ihany aza teto hoe raha tamin’ny andron’i Hitler ve dia hivoy praopagandin’ny Nazi ny gazetin’ny frantsay Mpiaro ny tanindrazany ?

    Betsaka laotra ny fampandriana adrisa ê ; resaka be sisa no mandeha etsy sy eroa !
    Iza no mba naneho ny tsy fankatoavana an’ilay hoe :

    – Hilatsaka ho fidiana ilay domelina ?
    – Manan-kery ilay Lalàm-panorenana fôpla ? Ary na ny gazetin’ilay Mamy Rakotoarivelo aza, toa mivoy an’ilay izy !
    – Mivadi-dela toy ny fanaony ilay vodin’omby, satria hoe tsy misy fetrany intsony, ny vola entina hanaovana praopagandy, izany hoe ny volam-bahoaka nangalarina ihany no entiny hanjonoan’azy ; eo koa ny volan’ny karana, nahatonga an’ilay domelina hilaza fa manana vola folo sambo izy, rahatoa ka iray sambo ny an’ny Filoha Ravalomanana !
    – Izay « Lalàna » mivoaka avy ao amin’ny CT, iza no manao sonia sy mankatoa an’izay « Lalàna voafidy » ao ? Ny ao amin’ny CST moa efa fantatra fa ilay jiolahy nanafika Lapam-panjakàna, no tompon’andraikitra !

    Io FDR io, rafitra entina hanaovana inona marina izy io ? Hamerenana ny ara-dalàna sy ny fandriam-pahalemana ve, sa HANOMEZANA FAHEFÀNA HO AN’NY MPANGALATRA SY JIOLAHY, MBA HITOHIZAN’NY KRIZY ?

    Ho an’ireo rehetra izay niray tsikombakomba sy nitady ny fisian’ny izao ady an-trano izao, mba masahia mijery ny tavanareo amin’ny fitaratra, fa tena endrik’olona tsy ho vanona mandrak’izay ny endrikareo !!

  12. Efa manomboka miha-mafàna ny raharaha pôlitika sy ny hetsika ataon’ny vahoaka, na dia somary mangatsiaka ihany aza ny andro !
    Maninona no tsy sahy milaza mivantana ireo tsy tia-hanatrika ny fanasàn’ny frantsay amin’ny asabotsy izao, hoe tsy ho any izahay satria tsy tiana ho enjehan’ny vahoaka indray ?
    Eo ireo izay milaza fa hoa any Fianarantsoa, asa misy inona indray any ? Eo koa ny sasany hiala androany ary angamba manantena, fa hahazo fanasàna ho eny amin’ny Sansélyzé miaraka amin’i Hollande !

    Aza andosirana rey ny hetsika ataon’ny vahoaka amin’ny asabotsy izao ê ! Aza miala sirika, fa azo atao koa anie no mody milaza fa tsy dia salama, ohatra hoe voan’ny tazo na mivalana voan’ny gastro daholo ê !

  13. tsy hamaly ny fanaratsiana hataonao izaho ry KM, tsy fombanay izany fa raha resinao amin’ny hevitra sy ny zava-marina izahay dia hangina,
    fa ianao io ve dia sahy mijery fitaratra raha manompo ho Andriamanitra ny olona mahasahy mitifitra tsy misy hindrafo ny Malagasy nitovy aminao sy nanao fahirano vahoakan’Antananarivo sy tamatave satria ny TiM tsy voafidy ny vahoaka tamin’ireo tanana ireo.
    izany olombelona manao fisainambiby izany no naongan’ny vahoaka teto tam 2009 ry KM a. i Zandry no nosafidian’ny olona hitarika izany tolona izany. Satria dia nataon’ny de8 antsojay ny orin’asakeliny, ka tsy nanaiky izany ny Vahoaka Antananarivo, ary dia lasa mpitarika hoazy izy. NY Tody tsy misy fa ny atao no miverina am dadanareo ry Km a. Ary na inona na inona Tolonareo dia tsy ho avelan’Andriamanitra hiadan-tsaina mandrakizay iny ra8 iny, raha tsy mibebaka sy mandohalika am Vahoaka malagasy, sy mitalaho famelana am Zandry.

  14. Izay filatsahany na tsy filatsahany ? tsy hitako izay hamakiana loha @’izany??
    avelao izy ho any, fa ny antsika hatrehana izay ahatongavana @’ilay tanjona
    hialana @’izao krizy volena izao.
    Izaho koa ry Kintana mba manontany tena mihintsy @’ireto Gasy VOAVIDY hoe: mbola mahajery fitaratra ve izy ireo??
    Efa ilay vola kosa angamba sisa no fitaratra ??
    ( vazivazy an!) aza afangaronao kosa ilay soa toavina Malagasy sy ny fiatsaram-belatsia e!!ohatra ilay hoe : tsy manapaka
    ny teninao aho ( sady manapaka ihany), eto @’ilay fanasana no tiako ahatongavana eto.ANGAMBA mba tsy te hivantana
    izireo hoe: MATAHOTRA NA DIA TĖ HO AVY AZA????Ny handà avy hatrany kosa aloha dia tsy HISY e!!mnonofy ialahy!!

  15. Raha mbola eto ihany koa izahay ranavalona, tsy hisy domelina hilatsaka izany eo â !
    Ianao koa ity toa tsy hay be ihany ! Avy amin’inona ny antony hoe TSY MAINTSY MILATSAKA HO FIDIANA ILAY MPANONGAM-PANJAKÀNA ?

    Diso fantatray laotra ry foza ny hoe iza no naniraka ireo olona ho atao sorona teny Ambotsirohitra â !
    Mbola volana novambra demilinefo dia efa naroso ny resaka tao Banié ; ary tonga ny alakamisy 20 sa 21 desambra ilay domelina naka vola sy toky tsara tamin’ireo namany ! I gista no saofera nitsen’azy mianakavy teny Roissy sy nitondr’azy agôsy sy adroaty !!
    Anontanio ry tsimialonjafy sy ny tariny !
    Raha nitovy fisainana tamin’i ratsiraka i Ravalomanana, dia efa hafa dia hafa mihintsy ny toe-draharaha, satria tonga tamin’ny tanjona notadiaviny ihany ny tsy tia tanindrazana, saingy mbola manana fanahy sy misaina izany olona atao hoe Ravalomanana izany ! Hampiady an-trano ny mponin’Antaninarivo ny tetika maizina, saingy notaizàna tamin’ny fivavahana izany Filoha mamim-bahoaka Ravalomanana izany !
    Alefaso eto ny video misy an’izany Ravalomanana naniraka sy nanome baiko miaramila hamono vahoaka izany !
    Tsy misy !
    Raha i ratsiraka sy i domelina kosa, dia efa hitan’izao tontolo izao !

    Na haniry sandry sy tongotra aza ny fivoahan’ny pipianareo, tsy ho tafavoaka madio amin’io raharaha io ianareo foza ! Mba ataovy ao anaty ati-dohanareo izany !
    Tohizo ny fanaovana tsinontsinona ny vahoaka fa mbola hipaoka ny sarom-bilany indray andro any !

  16. Election présidentielle : Ravalomanana peut se presenter
    L’ex-président malgache déchu qui s’est enfui volontairement en Afrique du Sud, Marc Ravalomanana, pourrait être totalement exclu des prochaines élections présidentielles qui vont se tenir à Madagascar, du moins si l’on s’en tient au projet de loi organique qui doit la régir et qui est en passe d’être adopté par le parlement (CT et CST)
    En effet, ce projet de loi exclut les individus condamnés pour crime. « Les individus condamnés définitivement et non amnistiables ne sont ni éligibles, ni électeurs », stipule-t-il. Or, cet ancien dictateur a été condamné par contumace aux travaux forcés à perpétuité après la mort d’une trentaine de manifestants, abattus par sa garde devant le palais présidentiel en février 2009.
    Par ailleurs, ce projet de loi exige également aux candidats à la présidentielle de «s’être acquitté de tous les impôts et taxes éligibles de toute nature des trois années précédentes». Marc Ravalomanana est également poursuivi pour ne pas avoir payé les impôts de sa société, la tentaculaire Tiko, dont le montant est estimé à plusieurs des milliards d’Ariary.
    Enfin et non des moindres, il est également stipulé dans ce projet de loi que les candidats devront résider à Madagascar six mois avant la présidentielle. Ce qui n’est pas acquis pour l’ex-président, qui est toujours en exil volontaire sur les terres de Zuma, si les présidentielles se tiennent cette année.
    Toutefois, dans le cas d’élections se déroulant suivant les recommandations des experts onusiens, c’est-à-dire en 2013, il pourrait peut-être accéder à cette dernière exigence.
    Néanmoins, il lui serait difficile de satisfaire aux autres critères, à moins d’un forcing ou d’une imposition comme sait le faire la communauté sur le cas de Madagascar.

  17. pour babanidaody on voit bien que tu es FOZA depuis 2009 ton pote VENDRANA est la et cour a la reconnaissance internationale on est en 2012 rien il est au point mort
    resultat lea cle est toujours entre les mains de RAVALO normal car RAVALO est elu par le peuple MALAGASY et sans commentaire

  18. Ataovy miditra tsara @’ny lohakeliny fa sao dia mihevitra ireto foza fa misy
    azo hivarotana saka be loha eto ka ho fahanana lainga lava izao.u
    Sao dia diso kely Kintana novembre 2008 fa tsy 09, satria 2009 izy no nanatanteraka ny asaratsiny.
    Viravirao hatrany @ tsinaimaintiny mihintsy rehefa MITADY fa mody adala nefa fantany tsara mihintsy
    ny NATAONY matoa toy izao no HIAFARAN’i Charles izay nilaza sy nanao vavolombelon’ny MARINA
    REHETRA, sa i dada koa no nandefa an’i Charles teny TSIAFAHY mba ho tsindromina POIZINA tao
    ambany eliny no nahitana ny diam-panjaitra sns dia izao sisa no hiafarany???dia mody miatsaraivelatsia
    hoe MIKARAKARA azy????nefa arahana akaiky mihintsy sao misy manaraka mitady ny MARINA REHETRA.

  19. Demilioity letsy â ! Hay ve mba misy mamaky ihany izay mba soratako ato ê !! Testa mantsy ilay izy !
    Indraindray aho mantsy manontany tena hoe : Misy mamaky ve ? Ialahy mantsy manoratra tsindraindray hoe : Miiiiiisy mihaiiiiino ve ?

  20. Foza aza misy manaraka sy mamaky ry sė fa inona ary ity???
    misy mihaiinoooooo????hi!hi!hi!!!!aza mitotaly an’izany fa
    ny adidinao no tanterao dia mandry ny sainao rehefa hataonao ho @ tsara, adidy tsy an’olon-dratsy.
    Angaha hita intsony izay misy mamaky na tsia fa alefalefa any aloha, rehefa tsy tay atody, fa aza dia
    miasa loha loatra ny @’izany.

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *