FANAMBARANA MIKASIKA NY FIKASAN-DRTOA LALAO RAVALOMANANA HODY ETO MADAGASIKARA

121

Tohananay hatrany ny ezaka rehetra ataon’ny Communauté de Développement de l’Afrique Australe (SADC) amin’ny fijoroana ho mpanelanelana amin’ny fitadiavana  vahaolana amin’ny krizy politika eto Madagasikara.  Tianay marihina fa voalaza ao amin’ny Tondrozotran’ny SADC hoe “mody tsy misy fepetra ireo mialokaloka any ivelany.”   Tokony hataon’ny mpitondra ara-politika eto amin’ny firenena izay hizorana mankany amin’ny fifidianana malalaka, ara-drariny ary eken’ny fianakaviana iraisam-pirenena mba hamerenana ny fitondrana demokratika eto Madagasikara.  Manainga ny mpandry anjara rehetra izahay mba hanaja ny andraikitra tandrify azy araka ny voalazan’ny lalàna iraisam-pirenena, indrindra ny mahakasika ny zon’olombelona sy ny fanjakana tan-dalàna.

http://www.antananarivo.usembassy.gov/news-events/vaovao-aminny-teny-malagasy/07/31/2012–fanambarana-mikasika-ny-fikasan-drtoa-lalao-ravalomanana-hody-eto-madagasikara.html

20 pensées sur “FANAMBARANA MIKASIKA NY FIKASAN-DRTOA LALAO RAVALOMANANA HODY ETO MADAGASIKARA”

  1. Mba miiiiiiiiisy mmmmmmmmihaiiiiiiiiino ve hatr’izay ela izay ?

    Ny mpanongana « mody » jamba sy marenina ARY VERY TADIDY ! Ny vahoaka sy ireo mpitarika, mpandàla ny ara-dalàna, toa tompony mangatak’atiny ? Ny olona rehetra, efa miteny foana fa ianareo no manana ny rariny, fa mba asehoy ny tsy fankasitrahanareo an’ireo mpanongana ireo ! Ny ankabeazan’ireo mijaly, toa ny fijerevana rindran-kira sy fampandihizam-body no tena mahafatifaty azy, satria ireo mpisoloky aza manome maodely ratsy, faly mijery vodim-bazaha !

    Ireo mba nahita fianarana sy mba tafita, afaka manome hevitra tsara ary indrindra indrindra tokony hidrikina, faly mampidera daba sy be zity etsy sy eroa fotsiny !
    Ny sasany moa dia be kritika amin’apa, na koa mody milaza fa tsy tia pôlitika, satria entin’ny fitiavan-tena ka tsy miraharaha an’izay manjoa ny fianakaviany, na koa ny Fireneny !

    Dia mba aiza ihany, no hiafaran’ity Firenentsika ity ?

  2. Misaotra an’i Solo Razafy mampita eto izany fanambarana navoakan’i SADC izany, raha azo atao e!
    Dia mba afahana marina manome ny izay mety dikany ary ampifamenona @ ity nolazain’ny masovoho USA etsy ambony, indrindra vao tsy ela ilay « nième coup de semonce  » avy amindry zareo ho any domelina sy ny tariny.

  3. Mankasitraka ny BE KINTANA!!maninona koa izy io
    no hatao lava be ohatra io ry Kintana??vao maika ialahy
    tsy musy mihaino!!toy tsy maintsy hiafara ohatr a ny akamany lasa rehetra ireny ihany ity tantara
    raha izao no mitohy, rangitiny mihintsy ny Amerikanina an!!

  4. Madagasikara tsy an’ny Raosy sy ny Bekintana niara-nisaosy elabe teo. Mazava be ny position n’ny Bekintana. Tohanany foana ny poulin na de mpandainga sy tranon-dainga be aza. Tsy izy anefa no mi-décide fa Lafrantsa, ary ato ho ato, de hilaozan’ny KELIMASO any @ adabo, ary na ny politika aty Afrika aza, de efa hanjakan’ny Sinoa tanteraka.
    De toute façon, zahay tsy maka leson’ny demokrasia avy @ firenena mamany ny fahavalony, na defa nalatsany aza ny ainy. Aza mantena, Andry sy Raosy zany hifaninana, woa, fa roa ihany no lalana tsy maintsy handehanana hivoahana @ zao krizy izao:
    1/ Na RAOSY mahazo famotsoran-keloka tanteraka de mody FA TSY MAHAZO MILATSAKA, ary io no efa tapaka tany Seychelle.
    2/ Na samy tsy milatsaka izy sy Andry, kanefa ny fitsarana sy Tsiafahy de miandry azy, na aloha na aorian’ny fifidianana.
    De iza amin’ireo no safidinareo ry Zanakosy Ô? Handroso very ny seza, fa saingy libre, hihemotra vita ny tolona tsy hahafan-dRajoelina milatsaka, fa kosa mitohy ny mandra-pahafaty ny sesitany. De tsy aleoko ry voalohany raha izaho no mifidy!!!!
    Aza manantena ny Rainareo hiveri-maina madio mangarangarana izany woa, fa lanin’ny voay iny raha vao mitontona fotsiny eny Ivato ny tongotr’Osy. De hoy izahay ry Kintana woe, 4 taona aminareo, 6 mois aminay, ary ho vita ihany ity ny mandat n’i Andry, mbola tsisy akory na de mangirana kely ny @n-dRaosy.
    De ahoana RAFOTSIBE RANAVALONA A! VERY VE NY LAONA, AN!AN!AN! NY FANOTON’I DADA MAHANGOMA MAFY ANAREO, KA MIANDRY ZAY HIGADONANY E! ANDRASO EO FOANA IZY,FA HO AVY @ 2O13, hay diso kajy aho 2013+ 5= 2018+ 5= 2023. De 67+5= 72+5= 77 zany woe, asa lery raha mbola harisika hitondra aorian’ny 80 taona, fa ny atahorako aza na de tsy i Andry aza ny hitondra, tsy hanaiky ny hiverenan’lery koa, satria olona nanao génocide, de io fivoriana faharoa farany io, no ahitana, fa na hamono tena Raosy, na hanavo-tena, ary miankina @lery ihany. Kôzy ane io e! ary tena ireo ny zavatra tsy maintsy hitranga.
    Io koa moa mpamosavy milevina amoron-dalana e! mahatantesa ny valin-kitsaka! ahoana ny nanaovana an’i Pierrot, Deba, Tantely Andrianarivo, Pety? Voninahitsy, sy ny maro tsy voatanisa. Fa olona iray no tena nahazaka an-dRAOSY, de Rolland Ratsiraka, naleony nihafy tany @ prison, toy izay niala ny tanindrazany, de ireny nivoaka am-boninahitra ireny izy. Ny an’ity, matahotra ny ratsy natao, de ny mandositra ny fanafaody , de mitanisa lava ny zanany eto woe, mpanongana, mpanongana. Fa maninona no mety nahongana e! fanga tsy nametra-pialana indray hono e! satria kely say, tsy afaka miatrik’ady, de ny vady no atao sorona, raha ho faty aloha aho matesa enao lalao. Tena bandy be vava fotsiny, fa rehefa tonga ny tokoa, mibaradaka, ka ny nolazaina ao @ magro hafa, ny @ RFI, de omenay anarana vaovao indray woe: RAOSITANALAHA!!!!! mapme be.

  5. I Madagasikara tsy an’ny jiolahimboto rajakombazaha matahotra ny tena vahoaka fa mpisandoka mpisoloky ny anaran’ny vahoaka fotsiny.
    Tokony samy hilatsaka ho fidiana daholo ny Malagasy rehetra dia ho hita @ vokampifidianana eo izay tena tian’ny Malagasy hitondra ny firenena sy manana fahefana hisolotena azy @ lafiny rehetra.
    Ny mpanao politika mahatsapa tena fa tsu ho lany mihintsy dia tokony hipetraka fa tsy hisandoka ny anaran’ny vahoaka kanefa dia matahotra ka manao izay hanilihana ny mpifanandrina matanjaka.

    MADAGASIKARA AN’NY MALAGASY MARO ANISA FA TSY AN’NY JIOLAHIMBOTO MITAMBASY BE VAVA.

  6. Ny frantsay sy ny olona voavidiny toa ry domelina ary forongom-poza, dia matahotra be ny hetsika avy @ firenena afa ka dia izao tafapetraky ry zareo indray ny « francophone » hanolo ilay Fransman satria efa resy Ping..pong!
    Antsika ny manararaotra aingana ny tady mety hatoraky ny olon-kafa satria ampy ny fato-tady lozotra nangezainy frantsay antsika hatrizao e!
    Tsy resaka na vavaka intsony mihintsy kosa fa tena TONGA DIA ASA e!

  7. Mba woa ry zanakosy RANDRY rehefa milaza vaovao de hamarino tsara aloha, fa io ane woa no mampihitsoka an-dRainareo any an-tsesitany, miteniteny foana nareo e!
    Tanzanien no hisolo an’i Fransman izay firenena anglophone, ary vokatry ny fifandimbiasan’ny fitondrana ( présidence tournante) fa tsy woe nosoloina Fransman satria voavidin’i Andry.
    Omeko sopapa iray koa ity miseho azy fa MANJAKAVAHOAKA ity, fa io, raha te hanao ny vahoaka, de tsy misy mahasakana azy, na basina mercenaires, na garde présidentielle, fa raha nisy fitiavan’olona an-dRaosy, efa hipoka isan’andro isan’andro io magroreraka mihena an-toerana otran’ny fen’antitra io. Journaliste roa aza, mahazaka vahoaka mihoatra ny avo folo heny ny an’ny magrobaka. Misy antony ao woa! tadiavo fa fantatrareo tsara, de avoahay eto ny tena marina, fa nareo mihitsy no tsy mahay n’inon’inona miainga @n-drainareo sy ny bras droit-ny, de ny zanany sagnagna rehetra. Aza mitady coupable lava woa, fa ao an-tranonareo ao ihany le izy. Kôzy e!

  8. un communiqué laconique et diplomatique;même les states font profil bas suite à la reaction de la sadc;et les plaintes à la communauté interanationale?Tout le monde commence à esquiver dada;et le pouvoir de l’argent?

  9. Mahamenatra ihany ane ry « MARINA » (votre vérité), ny miaro olona manaonao foana, sy hita mibaribary woe, mpandainga e! ridicule be ane le zavatra nataonlery e! tsy maintsy mandray ny andraikiny ny SADEC, fa io woa, tsy hanambola-be hividianana an’izao tontolo izao Rajoelina, fa samy miaro ny poulin-ny io. La Frantsa andaniny, miaro olona tanora matotra, Bekintana an-kilany miaro ny poulain menteur be zesta be etsy sy eroa woe, efa nibaiko an’itsy sy eroa aho. Zay r’ise ny anton’io, ary nareo mahalala tsara saingy tsy sahinareo na oviana na oviana ny hanitsy an-DRainareo! Teneno Raosy woe, ty fahaizana diplomasia iraisam-pirenena ity woe, tsy otran’ny barofo natao tao Mada ka zay heverina fa mety de azo atao daholo. Misy antony ao, matoa ny Amerikana nalefaka be toy iny ny réaction-ny. Sao de mieritreritra woa nareo ireo fa woe, ao ambadiky dadanareo foana ny CI. Matoa mandeha tsy misy manankiana ny fanatanterahana ny FDR io, de efa hitan’olona ny be vinany @zao. Ny atahorako aza, hialan’ny Bekintana @zay raha mbola tsy mitandrina eo!

  10. Ataovy ao an-tsaina-kelin’ity, ny woe: tsy tsangan’olona no tohanan’ny bekintana r’ity an!

    Ny fari-pahaizana VOODING tsy hahatakatra izany mihints: prédominant be ilay caractère tsy-mihoatra-fa-ambany-foatra (niveau bas)!!

  11. Ces derniers jours Nous avons eu droit à l’exhibition des bassesses , des médiocrités , de la forberie de rajoelina ,notamment lors des opérations d’expulsion-refoulement de Madame RAVALOMANANA LALAO ET DE SES ENFANTS !
    RAJOELINA EST DISQUALIFIE ;;POUR CONTINUER A RESTER A CE POVOIR USURPE !

    Cette exhibition infamante n’est ni explicable ,i justifiable ni excusable ontre à Tous que plus rajoelina reste à ce pouvoir usurpé,contesté , no , non sanctionné , presque  » protégé  » ,plus il il se croit autorisé à user et à abuser de sa capacité de nuire , de contrarier et de ne pas respecter l’état de droit et les libertés fondaentales
    La déclaration maladroite soit-disant émanant de la SADC qui  » condame le retour avec dicrétion de Madame RAVALOMANANA LALAO à Madagascar  » semble donner raison à ces agissements inacceptables de rajoelina !
    Heureusement que deux réactions désavouant cette déclaration , qui a été issue de la SADC :

    –Monsdieur FRANSMANN ,aaffeté à la TR,qui prend en charge la médiationR de la TROIKA / DE LA SADC a été remplacé par un tanzanien,qui prend en charge la médiaion dans les négociations sur la crise à Madagascar
    -Ce 1 er août courant , le Président ZUMA a désavoué la dite déclaration !

    Il se peut que cette déclaration , qui a voulu faire croire que la déclaration du Président RAVALOMANANA MARC qui a dévoilé , précisé le contenu du tête-à-tête qu’il a eu avec rajoelina ! Ce tête -à-tête s’est passé avec coedlité et avec confiance mutuelle !
    C’est rajoelina qui s’est confié au Président RAVALOMANANA MARC que tout ce qu’il a commis a eu pour but -lui le Président -et sa famille ,car lui rajoelina aussi a une famille !
    Etant donné tout le drame que Nous Malgaches ont vécu , entendre de tel aveu , un petit peu emprunté de mélo , comment ne pas croire cette nouvelle disposition d’esprit de rajoelina ?de force , un véritable abus de pouvoir aveugle
    Croyant avoir berné le Président RAVALOMANANA MARC ,rajoelina a eu tout faux et a commis l’irréparable car il expulsé et refoulé Madame RAVALOMANANA LALA et SES ENFANTS ,après la vériification des passeports et le contrôle des douanes , sans aucun problème, donc « ces voyageurs  » ont passé la frontière (lapolice des frontières et le service des douanes ont fait leur travail )et Madae RAVALOMANANA LALO ET SES ENFANTS ont été sur le sol malgache avec la jouissance pleine et entière de leurs droits civiques de citoyens Malgaches !

    rajoelina et ses sbires ont donc refoulé , expulsé des cityens Malgaches , du Territoire malgache des Malgaches dont les papiers administratifs sont en règle !

    La démonstration de force (actes de violence contraires aux usages lors d’opération d’expulsion , de refoulement , escorte par des hommes en armes durnt le vol ) ,mais surtout le forçage d ’embarquer dans un avion , qui ne les ramène pas à l’aéroport de départ , c’est-à- dire l’aéroport de JOHANNESBOURG !

    Nous disposons ,dans cette fourberie de rajoelina , des preves irréfutabls des agissements et des actes délibérés de rajoelna pour faire capoter lla rencontre de SEYCHELLEs..
    Cette rencontre , dont des bribes du contenu et notamment le bon climat du face-à-face , montrent que lesrésultats sont positifs et cet aspect optimiste de cette rencontre ne plaît pas à rajoelina et surtout à ses collabos , qui l’ont conseillé d’attaquer le Président RAVALMANANA MARC ,qui a permis à
    Madame RAVALOMANANA LALAO ET A LEURS ENFANTS DE RENTRER AU PAYS !

    Il n’existe aucune raison qui interdit à Madame RAVALOMANANA LALAO ET SES ENFANTS de rentrer à MADAGASCAR !

    D’ailleurs le Président de la République RAVALOMANANAMARC ne présente aucune interdiction de rentrer au Pays !

  12. Ny olona nianatra ry HoAiza tsy manao fiteny toy ny dadanareo sy nareo izao a! ary raha resaka demokrasia, tsy nisy izany t@n-dRaosy, fa izay mba niteny, de na nigadra, Voninahitsy, Pety, Rolland Ratsiraka…, na nalefa sesitany, toa an’i Deba, Tantely Andrianarivo, Pierrot Rajaonarivelo. De ny atao ihany no miverina e! Saingy hendry ireny olona ireny, de tsy mamaly ny olona degany otran-drainareo. Zay ane no tsy hanaovan-dratsy e! na de tsy mamaly anao aza ny nanaovanao ratsy, olon-kafa no irahan’Andriamanitra hanafay anao. Mpamosavy milevina amorondalana io, mahatantesa ny valin-kitsaka. Nianatra be woa Raosy ireny, matoa tonga toy izao( self made man), ary tsy mahita porofo akory manenjik’olona fa resaka vooding zany, tsy nisy tsy nahalala ny aventure n-dRaosy t@ ONJA , sy ny invitation roi Swazi hilalao virijiny. Esory aloha ny harona an-tava zay tsy ho voafafa mihitsy, vao miteny olona. Tena bizarre be ihany, fa Rana sy HoAiza, raha hiresa-dibo, kapoakany mihitsy, tena pro be angamba izy roa, mihetsiketseha ry KM a! miseho masoandro ry zavavy e!

  13. Toa sty hitan’i rabe…tsam….ilay fika « francophone »?????
    Aza mba mpanompo foza ihany an????

  14. Mbola mamerina kely aho : Ny ataoko hoa foza orana, dia ireo REHETRA tsy maty voalavo an-kibo, ireo tsy mieritreritra an’izay hoavin’ny firenena, fa dia faly amin’ny « fisian’ny korontana eo anivon’ny Firenena », sady manao valy faty no manararaotra an’ity FANJAKÀNA TSY TAN-DALÀNA, KA SAMY MANAO IZAY DANIN’NY KIBONY, NA DIA MIHINAN-TAY AZA NY VAHOAKA MALAGASY, SATRIA IZAY NO NAHAZAHON-DRY ZAREO AINA TAMIN’NY FOTOAN’ANDRONY !

    Tsy nitsahatra atramin’izao ity manana pseudo hoe rabe, namingavinga sy manenjika ny Filoha hajaina Marc Ravalomanana, ary tsy nisalasala nilaza ihany koa fa hoe « zanak’an-trano nahita zavatra betsaka » ka manameloka mafy an’Atoa Ravalomanana !
    Inona avy no mba porofo ?
    Milaza ihany koa izy fa hoe TSY MANKASITRAKA AN’I DOMELINA KANEFA ATRAMIN’IZAY, DIA TSY MITSAHATRA MANDOKA sy mankalaza AN’ITY FAHAVALOM-BAHOAKA SY MPANONGAM-PANJAKÀNA ITY !

    Efa KOBO atramin’ny ela, ary mazava ny tetika, ka hoy aho hoe :

    Aza ny vahoaka no ampandriana adrisa satria fantany tsara ilay olona nitondra rivom-baovao teo amin’ny fiainany ! Fantany ary dia fantany tsara ny hoe iza tamin’ireo Filohan’ny nosy rehetra atramin’izay, no tena nànana finiavana mba hampandroso sy hanàtsara ny farim-piainan’ny vahoaka malagasy !

    Ianao io rabe « visionnaire », miseho mahita ny hoavin’ny vahoaka malagasy satria tena kabla indrindra raha eo amin’ny lafin’ny pôlitika, ento any amin’izay revirevinao ny fanirianao, fa ny vahoaka malagasy tsy domelina akory ; tsy « doma » (vendrana ny dikany tamin’ny andronay – début 70, ary mbola tsy hary akory ilay vendrana tamin’izany), ary dia nataonay fihomehezana tamin’izany andro izany ity hoe « Doma pub », any ka voaporofo izany ankehitriny !

    Hoy ity rabe : Tsy mivavaka amin’izay Rajoelina, jamais ! Dont acte, ary dia mazava izany !!

    Fa dia inona kosa aza no tadiaviny ? Dia valiako : Ataovy izay tianareo amin’ity Nini, fa herim-po very maina ny an’ireo mpanohana ny mpanongana, na sola izy na fotsy volo, na tsy haiko ! Na hivoy, na hitaingana an’ity Nini, soavan-tsarà ! Tandremo fotsiny sao dia ho voa, na azon’ny tsy mety !

    Ela nitoratorahana, hahavoa mason’angatra ! Ela nanantsofitsofoana, ho vaon’ny angatra ! Saro-bidy ny fiainana !

  15. ilay « angatra « mandeha2 sa ilay » angatra « mitsingevana ry Kintana???MDR
    misy aza ilay miresaka mihintsy ???ka iza @’ireo no izy???Aza tezitra an!!

    Hoaiza a! ary toa titiavin’i sė ery ity Ravôpl????

    Ary mba aiza ary i Baby izay e???sy sisa moa dia tsy hay fa , tsy mifanome tsiny e!!

  16. taoko ty de ranavalo ihany i Baby (tany amboalohany)
    de i km no manana faharetany manome lesona ny Foza: i rabe koa rehefa johina toa passe ndra chris ihany

  17. Tsy gaga ve ise ry KM, fa betsaka eto ny mitondra anarana Rabe, na foza io na tsy foza. Ny foza aloha de maha fier anay mihitsy e! afaka manapotika taneraka ny andriamanitry ny zanakidadada  »  » kely iny. Fa iverenako ity anarana Rabe ity, tena mampisy inspiration be iny, be ny mamankiana(zanakidada), be ny mankahery sy misaotra, misy mihitsy aza ny mahasahy miteny woe, mpijery tsotra zahay, fa zakanao tanteraka irery ity mydago ity. Ny redac mydago moa de tsy sasatra ny mankasitraka sy misaotra anay, na de betsaka aza tato ho ato ny soratry fafana tato ho ato, zay tsy omenay tsiny ny rédaction, fa voadona mafy ny cerveau mpamatsy vola, de sûr zahay fa tratry ny menace noho ny aminay ny tompon’nadraikaitra eto. Zahay anefa, tsy hiala, fa manoratra foana zahay na en temps, na en heure, na de olona iray fotsiny aza no mahavaky, tahaka ilay hafatra ao natsentsina tao anaty tavoahangy, navela hitety ranomasim-be, tsy maintsy misy olona iray hahita iny foana, eny am-piantsonany @ sisin-dranomasina.
    Hamaly anao @zay aho ry KM! mbola hamafisiko @ngahy, fa tsy mivavaka @ Rajoelina aho, toy ny fataonareo @n-dRa8 . Tsy midika ho tsy fitiavako an-dRajoelina, ny nilazako woe, tsy tokony hilatsaka izy, ary zay mihitsy ny tsy hitovizantsika, fa nareo manohana an-dRa8 @ fahajambana, hany ka tsy hitanareo intsony woe, zao ny tetika mety hahombiazan’ity rangahy ity, fa jereo tsara, raha tena misaina nareo, fa ny fandroboroboanareo, sy ny famporihanareo an-dRa8 hijabaka eo, de vao maika hitondra fahavoazana tanteraka ho azy sy ny fianakaviany. Zay foana ane woa, le mampanontany tena woe, iza marina ary no tena manolotsaina an’io rangahy io e?
    Raha ireo mpanolotsaina Afrikana itokisany ireo, mbola erreur be koa, satria ireo de manolotsaina azy, hampitarazoka lava ny krizy any Mada zay tsy raharahany mihitsy na iza maty any, sitrany ahay mandoa ekôlazy aminazy foana Ra8.
    De tsisy iray ve aminareo ireo, @ zanakidada na GTT, na ry Hanitra avara-pi, sy ireo mpitondra marobe ao @ mouv Raosy ireo, mba nisaina sy nametra-panontaniana fa nahoana, ary avy aiza indray no nandraisan’i dada iny fanapahankeviny farany iny?
    Za miteny anareo, fa hiafara @ discalification’izy roalahy ireo, io NEGOSY farany io, ary io no scenario envisageble ny CI satria samy hiziriziry @ heviny ireo.
    De hanantena ve nareo woe, hanaiky fotsiny Rajoelina, hodiovina ianao prezida, de anadao ianao hifaninana amiko. Azo natao tsara io, raha toa ka tsy niziriziry ianareo, tsy nanao blocage, ka nahatonga ny fahatapahan’ny famatsiam-bola nadritra izay tetezamita izay, niteraka izao krizy mahatsiravina izao. Rajoelina zany, de mahatsapa, fa noho ny sabotage nareo, de tsy afaka nanao ny asany ara-dalana izy, ary eo imason’ny vahoaka de tompon’andraikitra izy, ary tsy afa-miala.
    Ny ahy kosa, de hafa mihitsy ny fomba fijeriko azy, te hanao zavatra izy, fa tsy afa-manoatra, ary za mahita fa mahavita ny impossible mihitsy aza, amin’ireo zavatra izay mba efa natsangany, ary io le nolazaiko any ambadika any, fa raha ampitahaina ireo krizy 2002 sy ity izao, de tsy mitovy mihitsy ny vokadratsiny raha nitohy lava toy ity tetezamita ity, raha tsy hilaza fotsiny afa-tsy ny nampitokana-monina an’Antananarivo, sy ny menace-na adim-poko mahatsiravina, fa tao an-damosin-dRAOSY ny vahoaka tamin’ireny de nivaha haingana ny krizy.
    Ary io capacité mi-gérer ny krizy io no tena hiderako an-dRajoelina, fa tsy mahita ve nareo, fa sarotra de sarotra ny zavatra hantrehany @zao fotoana, ary io ry KINTANA no hilazako anao woe, za mijery tsy miangatra, TSY MIVAVAKA AMIN-DRAJOELINA, fa fantatra eny foana ny olona hanao, sy ny te hanakorontana fotsiny.
    Zao anefa, raha misisika @io Rajoelina, ka hanakana an-dRA8 tsy hody sy tsy hilatsaka, zay mazava be ny position n’ny SADEC, fa manao ny fomba rehetra hahatonga an’izay, kanefa mijery ihany koa, fa Rajoelina tsy hanaiky an’izany velively araka ny and 45, de ataony teriomby ririnina io, jereny zay tsy hahabotry ny reniny sy ny zanany. Ary ny marimaritra iraisana de tsy misy afatsy ny non candidature n’izy roalahy ireo.
    Ny zava-misy anefa, de tsy afaka hanao forcing mihitsy Ra8 ny hilatsaka, noho iny crimes t@ 7 Fév iny, ary tsy maintsy ho lavabe io raharaham-pitsarana io, satria tsy maintsy hisy tompon’andraikitra hafa koa, ambadik’iny raharaha iny, ny datin’ny fifidianana ity, efa voatondro, mihazakazaka be io fotoana io, ary eo no ahitana @izy roalahy woe, iza no fetsy sy mahay politika.
    Averiko foana, fa mahamety an-dRajoelina ny tsy milatsaka, hevitro zaho samirery io, fa mitantana ny tetezamita mandrapahvitan’ny fifidianana @ 2014, de samy manolotra candidat-ny na ny TIM, na ny TGV.

  18. Tohizako, eo no hi-tester-na ny popularité-ny, woe, ny candidat n’iza no lany, ny an’iza no be depiote?
    Ny tsy filatsahan’izy roa anefa, tsy ahazoan-dRa8 avantage velively, satria mazava ho azy izy fa tsy afaka mody, ary mbola enjehin’ny lalàna.
    Ny filatsahan-dRajoelina tsisy Ra8, de mety tsy hankasitrahan’ny CI de mbola hiteraka krizy be koa. Ary raha zay mbola krizy zay no tianareo ambolena, de tsy hanaiky ny miaramila @izay, satria tsy maintsy handray fahefana hitantana ny tetezamita vaovao indray izy, ka raha izay ny objectif nareo woe, ny miaramila no hitantana, de hitatra be hatrany ny tetezamita. Raha ny fitiavan’ny miaramialan-dRajoelina ve, de hanaiky ny hodian-dRavalomanana eo ny miaramila, tsy maintsy ho tsaraina foana Ra8. Izay no hitenenako ry KM woe, ny tena tsara ho an-dRajoelina, de manao fanambarana ny tsy hilatsaka, izy, manohana ny olona zay tiany ho tohanana, eny fa na de hanao accord aza zareo, de hilamina, sy ho vita @ datin’ny fifidianana io ny tetezamita.
    Hivoaka @ grande porte izy @ izay, vitany ny mission-ny. Azony atao tsara ny mitokana ny zava-bitany miaraka @io candidat tohanany io, izay sûr aho fa lany. Zay woa, ny tsy azon’ireto zanakidada io, ny malagasy sentimental be io, zay nandratra azy, de mifofofo volo raha hahazo ny fony indray, ary ny olona hendry sy manam-pandeferana,de hahazo ny fitokisany, hafa ny rainareo degany be iny. Fantatry Raosy ihany io toetry ny gasy io, de ny fianakaviany no mody ataony sorona, kanefa kobo be ny fikany.
    Amin’izay Rajoelina, tena mbola manana ny ho avy politikany, sady mbola tanora.
    DE LALANA ROA IHANY NY NO HAHATAFAVOAKA AN-DRAVALOMANANA:
    1/ MANAPAKEVITRA IZY FA TSY MILATSAKA HO FIDIANA, NY TAMBINY KOSA, DE FOANANA NY FANENJEHANA AZY ARA-PITSARANA, MODY TSY MISY FEPETRA IZY IZANY WOE HAHANTONA NY AND 45 FDR , DE AZONY ATAO TSARA NY MANAO FIAINGANA VAOVAO, AMIN’NY LAFINY REHETRA NA DE NY POLITIKA AZA, ARY TSY HAHAFATY ANTOKA AZY NY MIANDRY DIMY TAONA MANARAKA ARY RAHA TENA MISY FITIAVANAREO AN-DRA8 DE IO TOROANA AZY. NY TAMBIN’IZAY DE MILATSAKA ANDRY RAJOELINA, ARY DIMY TAONA TSY AFAKA HAHAVITA INONA RAJOELINA ARY RAHA TENA HANAO POLITIKA MARINA RAVALO, HAKA NY FITOKISAN’NY VAHOAKA INDRAY DE TSISY AFA-TSY FAMITRANANY INDRAY NY FIHAVANANA @ MIARAMILA, SY NY FANANGANANY BASE SOLIDE ISAKY NY COMMUNE NA ISAM-POKONTANY MANERANA NY NOSY MIHITSY AZA. FA FANAOVANA POLITIKA RE RY ZANAKIDADA TSY ADINA BAROFO SY MOKONDOA BE GREVY LAVA IO A! zay ane le ilazako lava woe, nareo mianakavy ihany no tsy mampahomby ny dadanareo e! Tsy ho vitan-dRaosy zany rehetra izany, raha tsy tonga any Madagasikara izy, fa aza mandrevirevy woa!
    De mba misaina tsara , fa politika izany, tsy kilalaon-jaza, fa mila à la hauteur tsara, fa lany andro eto mifosa olona lava sy mitanisa ny mety sy tsy mety eto nareo.
    Ka io ry KM, tsy sain-jaza otranareo zao, no hahita résultat positif, @ tolonareo. Mazava @ngahy tsara woe, iza marina Rabe, ary Ravalomanana ireny raha nihaino anay, elabe na tany Dago aza, tsy izao no nihafarany, fa ny tena namany tia azy miteny woe, tsy mety io prezida, tonga de raoka mompera, ary averiny foana moa le woe, isaky zay mba miteny ny tena tsy mety izany  » TSY ELA IO NO HAMPIANATRA AHY, VITAKO IO, PREZIDA ZA MAHAFANTATRA NY TOKONY HATAOKO… DE IRENY NO NIHAFARANY. Mazava anao tsara hatreto ry KM iza marina Rabe a! De atsipy ny teny na de lava aza, any am-pon’ny misaina, faza lany andro manisa kintana eo ry kintana a! manaova calcul tsara sady tombatombany raha mahay manao analyse tsara ireo nolazaiko ireo, firy taona indray izany dadanay no ho mbola ho taraiky any. De ireo ny lesona be azo omena ry HoAiza, fa tsy nareo sy ry KM tsy à la hauteur ireo no hanome lesona an-dRabe. Ary mazava @nao tsara ry KM fa mifandanja tsara ny fomba hametrahako an’izy roalahy eo. Azo atao tsara indray ny mitanisa ny erreur n-dRajoelina, nampijabaka azy t@ io tolona nataony io raha tianareo ho fantatra. Ary ireo dirigeants ao @ mouv Raosy ireo, fako ireo, fa mba misaina ny zanakidada aty @ rambony rehetra. De hoy zahay woe, nareo foana no mampihitsoka ny rainareo; mazava io an!

  19. resa bé aiza ny action? mapiady angely fotsiny,vahoaka efa mijaly dia mbola fanabarana

    fotsiny? ry zareo matanjaka samy manana ny anjarany ka tsy mahazo mifarombaka

  20. Vaovao lehibe sady MAHASOA !!!MAIKA be o!!

    Jereo ry Zareo ary @ ilay hoe: » Casier-n’i dada mbola madio » ary
    misy fanontaniana napetrak’i Elas ao mila valiny maika a!!!
    izaho tsy mahaefa fa marary be ny foko sady be loatra tsy voatanisa intsony .

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *