FANATERA LONGIN : MANOLOTRA OMBY 30 ISA

Nandritra ny telo taona ny krizy hoy Fanatera Longin, teny amin’ny Magro Behoririka androany ary dia mizara roa ny vahoaka Malagasy. Ao ny ampahany mpomba ny filoha Ravalomanana, hoy izy ary ao ny antsasany mpomba an-dRajoelina. Ny fomba fiteny matetika hoy izy dia hoe ny harentsika dia hangalarin’ny frantsay. ary ny mpomba an’i Andry milaza fa nangalarin’ny Amerikana ny harentsika. Ny antony dia miady isika vahoaka , tsy mifankatia. Raha mitambatra anefa hoy Longin ny vahoaka dia na ny Amerikana na Frantsay dia tsy hahazo ny tombontsoa. Misy ny raiamandreny milaza fa Ravalomanana sy Rajoelina tsy hihaona mihitsy. Diso anefa izany hoy ity mpanao politika ity, fa manomboka androany dia nihaona ary manomboka androany ny fihavanana. Ny soso-kevitra avy aty amiko hoy Longin ho mariky ny  fampihavanana ny samuy Malagasy dia manolotra omby 30 isa ny tenako hovonina eo Mahamasina. Amin’ny anaran’ny vahoaka avy any Androy no hanolorana izany. Ny 10 amin’ireo hoy izy dia ho fampihavanana ny miaramila, ary ny 10 ho fampihavanana ny mpomba ny filoha Ravalomanana sy Rajoelina, ny 10 kosa dia ho fampihavanana ireo tamin’ny 2002 sy 2009. Ankoatra izay dia mba tokony hamono omby iray isaky ny distrika ihany koa ny vahoaka Malagasy

28 pensées sur “FANATERA LONGIN : MANOLOTRA OMBY 30 ISA”

  1. Mankatelina ny hetsika ataonao e ! Ary manantena fa mba hitondra vokany eo anivon’ny Miaramila izany mba
    HIVERINA amin’ny ara-dalàna avokoa izy ireo, ka tsy hanaiky intsony ity fanandevozana ataon’ny Frantsay azy ireo ity INTSONY.

    Fa hono hoy aho Atoa Fanatera Longin !

    TSY MBA MENDRIKA OMBY IRAY ….MANOKANA,….. amin’ireo ve ny vahoaka tonga eo amin’ny Magro ???

    Miantso ireo ahiana ho miray tsikombakomba amin’ny HAT mba hanolotra ho an’ny Vahoaka mandeha ao amin’ny Magro, raha MBA MAHAFOY IANAREO e !
    Ho tanteraka anie izany !!! Amen !

  2. Misy tsy mazava!!!!mahazo tsara ve ny rehetra sa izaho no fanina??
     » ny atsasany momba an-R8 dia ny atsasany momba an’i domelina????? »tena izay ve ilay izy????
    Omby eny Mahamasina nefa ny vahoaka tarihiny eo @ Magro tsy mahazo tsy misy resaka na sira kely
    akory aza ?????avy aiza marina ilay omby ary inona no tena DIKANY??????sao lahy ka musy raha eeee!
    mba ampio fanazavana fa tena fanina aho ray olona a!!VONJEO!!!!

  3. Toa manome litika be koa ity vao2 mba alefanao indray mitoraka ity ry Tahiry??
    tena hilaina ve io @ izao ???efa fantatra fa frantsay no nanao io anie e!!tsy atao
    mahataitra fa rsy azy ity tany ity, izay soavaly maty ary no mba mianan-kendry !!!!!!

  4. Anisan’ny mahatonga anay hilaza hoe misy tsy klera mihintsy ny kaom-dry zalahy !
    Manino koa tsy tonga dia miteny hoe zara fa misy ny mpanohana an’ny Prezidà Ravalomanana ?
    Misy tena tsy ampy solaitra ê !

  5. ny ahy alou de tsy maninona zay teneniny eo satria isika miandry an’i Dada tonga de milatsaka ho fidian a .de aleo ho hita eo hoe atsasny ve sa firy…isika zany tsy miraharaha izay resabe fa ny antsika VOKATRA no ilaina de zao no teniko tsy haiko raha tianareo AZA MAKA LAGY FA AOKA HIFANTOKA TSARA ANY SEYCHELLE NY SAINTSIKA DE EFA MIHERITRERITRA SAHADY NY ATAO MANARAKA AN’IO sa ahoana hoy nareo rah tsy tianareo de ny teniko ariana fa az ny tenako OK mahazotoa daholo ary
    ho tonga anie i DADA

  6. Tsy misy manary « namana » mihintsy eo ry beloha â, indrindra raha mbola samy mpiaro izany atao hoe ara-dalàna izany ! Ny kaom fotsiny hoy izahay no tsy maintsy atao mirindra, fa raha tsy izany very saina ny vahoaka ; ary ho « fanina » toa an-dranavalona tsindraindray ! Ny laingam-poza efa tsy hita intsony izay anaovan’azy ! Mdr !

  7. Fa aoka koa re tsy ho adinontsika fa raha tafody ny filoha dia:
    – ny fiarovana azy no ambonin-javtra indrindra staria eo vao tena rombotra ny franstay ka mety hampidtra ny paika ratsy hoe  » réglments de comptes malgacho-malgaches » anefa ny « tireurs d’élites » no ampanaoviny ny asa ratsy.
    Ary avy eo di any franstayno hanameloka ny gasy sy hitamberina hanampy antsika.
    Mamerimberina loatra izany angamba aho fa ilay « naiveté »-tsika malagsy mantsy mahonena izay ihany hatrizay ka hatrizao.
    – Mila isika mikaroka aingan ny fomba hampitomboan ny isan’olona mpanohana azy satria efa lazainy ratsy saina afa misasaka ny vahoaka mpanohana ny filoha M.Rvalomanana.
    – Ny frantsay sy ny voavidiny tsinona dia hampitombo arivo folo eny ny haratsian-tsainy ka hizara vola sy hanimpy kobay hampilefaka antsika.

  8. TSY MISY QUOI IZAY REGLEMENTS DE COMPTE ANY Ê ! NITADY FAHORIANA ARY HOY NY NTAOLO HOE, TSY MAHAFANTATRA AN’IZANY MATY KA ANDRAMANA NY TORANA !
    MBOLA MISY KOA ILAY HOE, TSY MAHAFANTATRA NY MAIMBO !!!!!!

    Irak, Tunisie, Egypte, Syrie et bientôt Madagascar ! Vive la chienlit !

  9. Aza dia maniry loza !!!i dada tsy maintsy efa vonona ny @’izany Randry a!!
    aza matahotra!!Drayyy! Kintana sy Hoaiza eo efa manamafy ary tsy misy MIALA eo.
    Hatokisako ireo akama ireo.
    Tsy miforiporitra foana ilay rambon’alika fa ao dia ao ilay tahotra koa ataoko fa ilay fidiran’i dada ao ihany no
    tena sakanany mafy fa raha vao tonga ao izy dia izay e!!!VITA NY TANTARA!!afaka manao antsojay ohatra ny
    ataony an’i TOJO Ra8 izy fa tsy ho lasa lavitra eo, ny vahoaka efa vonona @ angady sy ny harona.

  10. Tonga soa ianao Madame la Presidente ! Atra hitahy anao anie !

    Fa ho hitantsika manomboka anio ihany izany ny TENA FITAVAN’ny malagasy an’i Dada.
    Fa indrindra ho hitantsika eo ny taim-bavan’ireo milaza fa VONONA NY HIARO an’i Dada !!!


    Test ihany izao amin’ny fotoana hatongavan’i Dada e!

  11. Tongasoa Neny a!

    Tongasoa an-tanindrazanao! Iianao no tena: « Première Dame de l’Etat » aminay!

    Inany no vehivavy mendrika, amin’ny fihetsika sy fiteny ary ny toetra!!

    Dia: Ny manetsa be mbola hoavy, hoy ny fitenana

    Rano sy vary isika!!

  12. Les forces de l’ordre(?) ont forcé Mme Ravalomanana et ses 2 belles filles à monter dans un Pick up, et selon toute vraisemblance, ils vont etre dirigé vers Jobourg ou……Bangkok ???

    Miangavy

    MBA OVAINA HETSIKA ILAY PICNIC ARy amin’ny Parc de Sceaux ny 29 Juillet 2012 izao.

    Asehoy eto ry Mpitolona ny fahatezeranareo sy ny fahavononanareo HIARO azy a !

  13. Manif demain à 15h devant l’Ambassade Royale de la Thaïland 8 rue Greuze Paris 16e ????
    Ou Tayland Bd Sucer ?

  14. Tena fatin’alika tsy vanona mihintsy ireto fozan-tay ireto!!!

    Tena vorondolo tsy ho lasa voro-manga, izany mihintsy!

    Kobay an-kelika ihany sy hatrany! Tena tsy valahara, tsy vakihatatra, olona tsy fanao enao!!!

    Hanafarana fara aman-dimby, fa olon-tsy vanona hatrany amin’ny tanarany, fa tena tsy faka taranaka!!!

    Dia mbola tsy hietsika ihany ve ry valala be…!?

  15. AOKA KELY AZAFADY, AZA AFINDRAFINDRA NY RESAKA !

    ary aoka mba ho filazana OFISIALY izay hetsika ho atao o !

    Déclaration urgente du GTT International – Genève

    Suite aux derniers événements de ce jour à Ivato à l’encontre de Mme Lalao RAVALOMANANA qui a été refoulée manu militari comme une vulgaire clandestine, nous assistons une fois de plus à des attitudes indignes et inhumaines de la part de la HAT.
    Bien que habituée depuis quelques temps à des pratiques dictatoriales (villages incendiés et femmes et enfants passés aux armes lors des événements du sud ; réglements de compte avec exécution chez les militaires à Ivato ; révolte suivie de représailles chez les policiers à Tsaralalana), la HAT atteint le summum de la barbarie foulant aux pieds les règles élémentaires des droits de l’homme envers une première dame et sa famille.
    Nous condamnons vigoureusement une telle pratique qui loin d’apporter l’apaisement, conduit au contraire vers la haine.
    Nous prenons donc à témoin toute la Communauté Internationale.
    Nous nous adressons, enfin à la mouvance Ravalomanana, qui de facto est aussi responsable de ce grave événement, car participant à la Transition, de ne plus faire preuve de passivité et d’inefficacité habituelles.

    GTT INTERNATIONAL – GENEVE
    Collectif des Patriotes Malagasy
    Rue des Savoises
    1205 GENEVE – CH
    [gtt-international.blogspot.fr]

  16. sELON tNN :

    « Lalao Ravalomanana et sa belle-fille ont été conduits par les forces de l’ordre dans un avion soi-disant pour une enquête. L’avion en question est en réalité celui qui les ramènera hors du territoire, sans le moindre papier légal. L’expulsion a été faite sans motif et sans la moindre procédure. « Le policier qui les escorte n’a même pas de passeport », a précisé Tojo Ravalomanana.
    Le fait est que dans leur infinie incapacité, les forces de l’ordre ont juste eu besoin de se débarrasser des deux personnalités dont le sort devra être confié à leur lieu de destination, Bangkok. »

  17. Fa inona ilay resaka mifindrafindra azafady ô ? Mba azavao kely fa sao dia mba ny propistion-nay izany !
    Bangkok, dia any amin’ny ambasadin’i Thaïland no tokony HETSIKA, MBA HIDRIKINAN-DRY ZAREO KOA !
    Izay gasy any Bangkok koa mila mihetsika !!

  18. Mamoaka resaka hafa ny foza mba tsy hitohy ny resaka eto.
    Variana mamaly any anefa eto izao no tena tolona .
    FILAZANA OFISIALY ve izany hetsika izany sa hoe ….TOKONY ???

    15H05: Madame Lalao Ravalomanana a foulé le sol Malagasy ce jour. Elle est accompagnée de sa bru Guerguana Ravalomanana, épouse de l’aîné Josoa Ravalomanana. Elles sont arrivées à bord du vol de la compagnie Air Link à 14h10.

    16H12: Cela fera 2H que Lalao Ravalomanana et sa bru se sont installées au petit salon de la douane, à Ivato. Elles attendraient la DST dépêchée sur les lieux par Haja Resampa pour certaines formalités. Les raisons sont pour le moment inconnues.

    16H42: Les personnalités qui sont venues accueillir Madame Lalao Ravalomanana et sa bru ont reçu l’ordre des autorités douanières de sortir du petit salon. Tojo Ravalomanana et son épouse Claudia Ravalomanana sont à leur côté.

    16H49: Guy Rivoniaina Andrianarisoa, porte parole de la mouvance Ravalomanana, confirme qu’on attend les ordres du SGP, Haja Resampa.

    17H03: Madame Lalao Ravalomanana, Guergena Ravalomanana, Claudia Ravalomanana et Tojo Ravalomanana ont été emmenés à bord d’un pick up. Résistante, Guergena Ravalomanana aurait été forcée, voire violentée. Ils ont été forcés à monter à bord de cette voiture en direction du Bani Ivato.

    17H07: Des éléments de l’Emmo reg sont aperçus dans l’enceinte de l’aéroport.

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *