Me Hanitra RAZAFIMANANTSOA : « tsy meloka ny Filoha Ravalomanana »

IMG_0022

Tsy misy dikany sy lanjany  araka ny lalàna iraisam-pirenena ny filazan’ny AV7 sy ilay mpisolovava vahiny ny momba ilay sarin-tsarina fitsarana ny raharaha 07 febroary hatao any Afrika Atsimo, hoy ny Maître Hanitra Razafimanantsoa .Mbola tsy nahavoaray velively izany fiantsoana izany ny filoha RAVALOMANANA.Tsy mbola misy rahateo ny fiaraha-miasa eo amin’ny sehatry ny fitsarana eo amin’ny tany roa tonta, sarotra araka izany ny fanatanterahana io.

Raha ny lalàna hoy ny mpisolovava ny filoha dia mbola tsy tapitra akory ny “voie de recours” tamin’ity raharaha ity, tsy mbola manakery ny didy navoaka.Tsy manaraka ny fenitra iraisam-pirenena araka izany izy io.Na izany aza hoy ny fanazavany dia mety hoan’ny olona harovany ny fanaovana Fitsarana  ny Afrika Atsimo amin’ny mahalavitra ny tsindry bokotra fanaon’ny FAT .

Mikasika ilay fampiatoana ny minisitra avy amin’ny Ankolafy Ravalomanana, dia mazava ny hevitry ny filoha lefitry ny CST, tsy hitondra fahatoniana velively iny fandraisana fana-pahan-kevitra iny, indrindra amin’izao hakatoky ny fihaonan’ny filoha roa izao.

30 pensées sur “Me Hanitra RAZAFIMANANTSOA : « tsy meloka ny Filoha Ravalomanana »”

  1. Hi,hi!hi!!!tratra ny lainga marivo tototra e!!!!mba matsintsiana ry M Hanitra fa tratra
    foana ity lainga a!!!

  2. Reo fa miady an-trano le! mbola ho aiza e! hanody ihany ty ran’ny gasy nalatsany. Averimberina, fa tsy tokony handositra Raosy raha tsy natahotra, satria namono olona.Fa mafy be manao ahoana ary Raosy iny e!Naninona ary raha mafy tsy nody hatramin’izay, satria matahotra an’i Andry, de io koa fa angaronin’ny olona ao an-davany ao @ hôtel de luxe ny ao. Tena tsy mahita ve ireto, fa tena ataon’olona tsinontsinona ty dadanareo e!
    Nanantena loatra mantsy, fa hodiovidiovim-poana ty tana-mihosin-dra. Mamay woa, raha tsy migadra ao sud Af aza, de mandoha onitra, de manaraka koa ny and 45 FDR raha vao mitonntona ao Ivato ny tongotr’osy. Jereo tsara e! tsy raharahan’i Andry, tsofiny any rehefa minisitra tsy hiasa! tsy hitanareo ve fa tena tsisy dikany aminy ianareo? De nareo ndray no midedaka fa matahotra anareo zahay. Raosy tsy hahita tory indray @ity raharaha ao sud Af ty, zao no tena mihoroho, ny hanina tsy azo ,ny tratra mangana, ny henatr’olona manginy fotsiny, handeha hiatrika fitsarana. Menatra aho raha izaho ny ex président otran’ireny, voarohirohy nanao génocide. De liona ahoana ry KM a! eny e! liona tokoa fa nomontsamontsaniny tokoa ireo zay nanohitra azy. Akoholahay fataka, mahavoa de milefa, io notsy naha liona azy, tsy sahy miatrika ady. Sagnagna, be vola kanefa tsy alehany ara-politika. Tsy ampy solaitra, de mizesta be any Adis Abeba woe, mody aho e; milatsaka aho e! alors que lay fihaonan’ny roa tonta tsy mbola nisy résultat akory, de ty indray fa manaraka ny fitsarana. Tena tsy nahita filoham-pirenena vendrana toy iny aho. Io ane le lazaiko foana woe, mba iza loatra re ny mpanolotsainan’iny e? Za aloha tena sur, fa mba manoro ihany ireny, fa ralery mihitsy be mokony sy arrogant loatra, hany ka tsisy azon’olona atao aminy, de io ho ratsy fiafara io, de zay no sitrapon’Andriamanitra Rana a! handray ny valin’asany @izay ny mpamono. Ka nandika ny didy faha 8 ao @ didy folo LE8, kanefa hono toa woe vice président FJKM Ralery! bye!bye Raosy ô!!!

  3. Tsipaky ny mial’aina!

    Lany henatra fa hatrany @ ilay Avocat vao jauger-na ety ivelany, dia … physiquement extérieurement Sans Qualité –

  4. Alefaso ny tsipaipaika ho ANAREO minisitry Ra8, et RENDEZ-VOUS aux Seychelles ce Lundi!

    Et à tout GASY TIA TANINDRAZANA ayant les moyens: de joindre le nécessaire à l’agréable

  5. O Rabe a!
    lava loatra ny rediredinao, ka hita tsara fa tao amin’ny WC ianao no naka fisainana, satria dia feno lalitra manodidina ilay soratra! tena mantsina e!
    Mba any amin’ny toeran-kafa amin’izay r’ise maka « inspiration » a! Tena marina e!

  6. Aleo re isika mailo foana satria mikaroka hevi-dratsy foana ny frantsay mba tsy handrenesandry zareo intsony ny anarany filohantsika M. Ravalomanana.
    Ka sao azo heverina ny mikaroka mpitsara vahiny, (tsy frantsay an), zà-draharaha hanampy io mpitsara malagasy io?
    Ny filohantsika anie niasa foana niaraka @ firenena vahiny afa ankoatry ny frantsay ka ahoana rah manaraka ny fomba fijery sy fiasany fa efa ela loatra izao midikodina @ fiasa toy ny  » ENA, à la franco-française » ?

  7. Manana mpanolo-tsaina vahiny tsara i Dada ny @’izany ka ataoko fa tsy hanaonao
    foana eo izy, fa tsara ihany aloha ny mampahatsiahy fa indraindray dada dia MATOKITOKY
    foana, tsy ny frantsay ihany fa ireto KARANA reraka avy any aminy any, izay miseho ho mamoaka vava AO DAGO AO AN!
    hoe: » RAHA MBOLA IZAHAY KOA NO IZAHAY DIA TSY HIVERINA ETO R8″ karana ao Anosizatoa ao no namoaka io vava
    io, ka ASA?????hanaiky izany ve isika??izy ireo izany no mandindy ao??ireo karana mahantra velona any aminy any????
    Fa misy inona any Seychelles ry Hoaiza @ Alatsinainy????tena tsy harako??

  8. Tsy hitako izay mahafaly anareo, ary hilazàna fa mety amin’ny movansa Ravalomanana io !
    Dia mahafaly ve ny hoe ho tsaraina toa ireny mpangalatr’akoho ireny ny Filoha Ravalomanana, ary Tribonaly tsy manan-kery no hitsar’azy ?Inona foana ity hoe voie de recours tsy tapitra ity ?
    Maninona no tsy atao izay tokony atao, fa dia miandry ny foza manao « manoeuvre dilatoire » lava izao ?

  9. de mampalaelo nareo reto!! ny lehibe miady seza ve no atao mamparary loha? anio Ra8 sy RAjoelina no miady fa aveo mifanaraka foana! nareo no maka aretim-po amny tsisy dikany sa maniry ho lasa Minisitra refa tonga Dada!! mihevera tena!!

  10. Ilay sosokevitra hoe sao tokony hikaroka mpitsara vahiny hanampy mantsy dia araky ny hevitro:
    – hitondra fijery afa, mba hanamafy ny antony tsy tokony hisiany akory fametrahana fitorian hanenjehana ny filoha M. Ravalomanana
    – Raha mifehy tsara ny raharaha ny mpitsara gasy dia tokony efa ela be no nanahy io paika ratsy hitory ny filoha any @ toerana misy azy an-tsesitany io satria ao Tana ny fitondrana tsy ara-dalàna dia toa tsy mitombona ny fitoriana.
    – Tsy aiko fa toa misy « naîveté » izany foana ny malagasy ka dia toy ny mora ho any vahiny mpanjanaka ny mahita paika ratsy tsy mety tapitra
    Ary io fitokisana be io no efa nararotiny ratsy ka nanereny ny filoha handeha sesintany.
    Avereno jerena tsara anie ny fisehoan-javatra araky ny vidéos-Tahiry ireo e:

  11. tsy manakivy ry zalahy fa raha mbola ny toe-tsaintsika gasy,indrindra fa isika eto andrenivohitra aloha dia tsy ho tafa na oviana na oviana ny tolona e!
    Aiza izao ny fonctionnaires midradradradra ny hampikatso ny machine administrative?aiza ny mpampianatra? aiza ny membres CST sy CT sy ny ministra ankolafy RAVALOMANANA rehetra?
    Manao ariary zato am-pandriana daholo fotsiny fa tsy misy ACTION na dia iray aza hatram’izao efa ho 4 taona izao;biby tsisy lohany koa moa ny an-tsika ka tsy mandeha ka aoka isika tsy ho gaga!!!

  12. Satria kanosa, sy vendrana ary tia-tena dia MIAFINA AO AMBADIKIN’NY FIVAVAHANA !
    Felahin’ny sasany ny tava dia mandoalika sy tolorana ny tava ilany ! Amin’izay dia hoe « mpivavaka be » !
    Manararaotra ery ry toka-maso ao amin’ny tanin’ny jamba !

    En refusant de dire le droit, la Justice malgache nous démontre ce qu’est la notion de déni de justice ! Nul besoin d’attendre une quelconque action récursoire de la part de l’Etat puisqu’il n’y a pas d’Etat, et que le soi-disant Chef de cet Etat n’est qu’un vulgaire putshiste !

    Au lieu de lutter pragmatiquement avec tous les moyens qu’il a à sa disposition, qu’attend-il ce peuple à travers ses sempiternelles prières ? Il est évident que ces dernières ne sont que des aveux d’impuissance ; et le pire c’est que le malgache est devenu maître en matière de trahison et autres formes d’égoïsme !
    Couvert de honte, il se voile la face également derrière les fameux « lahatra et sitrak’Andriamanitra » !

    Quel est ce Dieu, qui aime tant faire souffrir tout un peuple ?

    Randry et Ravelojaona, entièrement d’accord avec vos écrits !

  13. Efa navoakako teto ihany fa raha ianareo ao afovoantany dia tsy ho hisy ninoninona ho vitanreo raha tsy miaraka @ cotier nefa ny gasy toy ianreo dia lazainareo hoe tanindrana fa hevero ihany fa raha raikitra ny sakoroka dia ianareo aty @ faritra no lasibatra voalohany ka mba mihevera ihany @ zavatra atao

  14. Inona no tena message-nareo ry antipedophile â ? Teny gasy tena izy ny hoe anindran-tany, toy ny hoe sisin-tany sy moron-tsiraka ! Tanindrana izany tsy misy sens péjoratif mihintsy ! Tafaritra izany no tianareo kokoa ? Marihina aminao fa faritra izany fanoroana toerana fotsiny, ohatra hoe faritra afovoany !
    Samy tafaritra izany isika ê ! Ao amin’ny faritra afovoany, misy avy any amin’ny faritra hafa koa !

  15. IVON-TANY, midika hoe: AFOVOAN-TANY. Ny mponina any dia antsoina hoe: » TANIVO »

    INDRAN-TANY, midika hoe: SISIN-TANY. Ny mponina any dia antsoina hoe « TANINDRANA »

    Teny malagasy madiodio ireo!

    Tsy misy sens péjoratif velively araky ny tenin’i Kintana ny hoe TANINDRANA, fa ny mpanjanan-tany no nanodina ny sain’ny samy malagasy mba hizarazana hanjakany!

  16. Fa ny mapnjanan-tany koa no nampianatra an’i Tana kifetsifetsy sy mandaingalainga
    ory hava-manana sy be fialonana io toetsaina io no nahatonga izao fahavoazana izao.
    izay ilay hafatra ary io dia hita mivandravandra, fa rehefa tsy tafiditra @’izany ianao dia misaora ny avo
    , izaho koa tana 100% io miteny io, fa tsy izaho mihintsy no hiray tsikomba @ ratsy , fa rehefa vandana dia kary.

  17. ilay toe-tsaina malagasy mihitsy no mametraka olana eto amin(ity firenena ity.
    na gasy an-dafy io na gasy an-dago, na nahita fianarana na tsia, na vavy na lahy, na tanora na antitra; nY ANKAMAROAN4NY NO TENENIKO, 98% angamba, hita taratra raha misera amin-gasy 100 aho anio, 2 no mba misy vaingany fa ny sisa dia mampahonena.
    tsy hanazava intsony fa efa be izay, ka na hinana ny malotony aza dia tdy hiova mihitsy.
    Teo amin’ny fanabeazana no misy lesoka goavana

  18. Elas
    Tsy voatery ho tonga lafatra ianao vao hisera eto handray anjara hiaro ny
    tanindrazanao ,izay fahaizanao anao ny anao fa kosa tsy tokony ianao raha mba lasa2
    kely dia hanambanimbany olona toy izao?? samy manana ny anjara tandrifiny nomen’andriamanitra azy ny tsirairay,
    ary ny olona tsy ambony tsy ambany ihany no manambanimbany olona fa raha tena manana ny maha izy anao
    ianao tsy hanana toetra TOY IZAO, ka sao dia mba ianao ilay faha-2 TE HIAVAKA eto????sady tsy hainao izay olana
    @ tsirairay ny nahatonga azy tsy dia TAPI-PAHAIZANA toa anao ry ELAS,sao dia manana olana hafa ianao ohatra???
    efa voalaza ombieny ombieny eto foana ny momba io fa tsy ny BAORITRA NO INONA fa ILAY TOE-TSAINA SOA TOAVINA
    no hilain’i Gasy fa raha miampy baoritra moa vao maika tsara, fa tsy izany no entina hanarabirabiana olona eto, tsy hainao
    ary tsy fantatrao ny momba ian’ilay olona ka aza mba manao an’izany rehefa sendra mba NIANGARANA ianao.

  19. Elas
    « Niangaran’ny vintana sa nasondrotry ny vintana?  » no tiako tenenina fa azafady TOMPOKO!
    lazao koa fa tsy tokony hisera na handray Ordi akory aza izay tsy manam-pahalalana BĖ toa anao dia VITA NY RESAKA .

  20. Raha hitanao fa misy lesoka ilay olona ka manana fo GASY hendry ianao dia
    AHITSINAO IZY, izany no fahendrena mendrika ny Gasy fa tsy tonga kosa dia hoe:
    Mampahonena ????adidy tokony ho raisina daholo izany fa tsy mifanome tsiny dia avela2 any , raha izaho adaladala
    ity aloha e!!ahitsy izy fa tsy tsaraina2 fahatany satria mba ohatra izay ranamana,amiko aloha an!!!!sao dia mba tsy mety!!

  21. Tena zay vao tena lasa gaigy ny foza b Rabe vôpl ny masony sy ny sofiny mitampina fotaka sy tay ny avoakan’ny vavany soratany tsy fantany akory!!! Foza be vôpl à!! ahoana ihany enao ty é???

  22. clap clap ho an-dRanavalona!!

    Ô ry pédophilie an: ny vanin’andro efa mandeha any @ mondialisation, ny anao mbola ny raharaha tokatranonao manokana no taronina eto …

    Ry zareo an: ny fitondràna Ravalomanana dia anisan’ny nampiakatra ambony ny toe-tsaina teto et le dévelop. humain et économique vont de pair…

    Il m’a semblé lire (+ ou -) un jour sur le forum qque chose comme quoi: « drodroina ny olon hihena ny heriny, … »

  23. Raha olona tsy dia nandia fianarana no hahitsy ka tsy miova, dia marina ny anao ranavalona ; fa misy olona mba nianatra ihany anie fa dia tena donto be, tsy laitran’ny basin’ny fananàrana ê !
    Izaho dia mitovy amin’i elas ! Mampahonena ilay toe-tsaina !

  24. Me Hanitra Razafimanantsoa semble dire : « Heu, je m’en fous, je suis déjà millionnaire! ». Oui mais cela ne signifiera jamais intouchable

    Alors comme çà, pour défendre celui qui l’a enrichie et engraissée (et non engrossée), Me Hanitra Razafimanantsoa, avocate « d’affaires » de son état (celui de la famille Ravalomanana) et vice-présidente imbécile du Conseil supérieur de la Transition (qu’elle hait mais qui la paie en millions d’ariar) prétend que « le casier judiciaire de Marc Ravalomanana est vierge » ? Ce, pour le défendre dans cette assignation à comparaître devant un tribunal de Pretoria (Afrique du Sud).

    Je ne sais pas qu’elle âge a cette bougresse, mais il est certain qu’en 1988 (il y a donc 22 ans), c’était une adolescente timide et timorée. Heureusement que les écrits restent et que l’Histoire d’une Nation ne s’invente jamais.

    Ainsi, selon des informations recueillies au parquet d’Antananarivo, Sieur Marc Ravalomanana a été placé sous mandat de dépôt N° 230-RP/88/TSE/130FAME/JR par Madame la Substitut du Procureur de la République d’Antananarivo, Jacqueline RAKOTOMANGA, à la prison d’Antanimora à Antananarivo. C’était le 1er Septembre 1988.

    Chef d’accusation : Alors qu’il était Directeur général de la Société TIKO. Le chef d’accusation est la corruption par une somme d’argent du Directeur Technique de la Société LALASOA, Mr Jérôme RABOTOVAO, lors de la privatisation de cette société LALASOA, la laiterie de soja d’Ambatolampy. Madame RAKOTONDRABE Régine, Directeur Général de ladite société en était le témoin. Marc RAVALOMANANA a été libéré provisoirement le 14 Octobre 1988 grâce à l’intervention de l’ancien Ministre de l’Economie et du Plan, Jean ROBIARIVONY.

    On peut inventer n’importe quoi par la suite, le fait est là : Marc Ravalomanana a été incarcéré durant un mois et quatorze jours. Il n’a sûrement pas pu être défloré pendant un emprisonnement si court mais, son casier judiciaire (bulletin N°3), lui, n’est pas vierge du tout, condamné ou pas. Comment a-t-il fait pour parvenir à être élu maire de la Capitale de Madagascar et ensuite, Président au forcing du même pays ? Il y avait, à cette époque, déjà, de dizaines de Me Hanitra à sa botte. Bref, une histoire de… capitaux. Dans son propre intérêt, Me Hanitra devrait la boucler pour éviter, après la transition, de recueillir les épines des lauriers qu’elle croit l’embellir. Avocate, elle n’est pas censée ne pas savoir que le tribunal de l’Histoire est impitoyable et lui tombera dessus aussi vite que le manteau de la nuit sous les tropiques.

    Pour en revenir à Marc Ravalomanana, il a fait de la corruption une véritable institution, surtout dans le milieu des Forces armées malgaches. Après le Fign (20 mai 2010), la Bani (17 novembre 2010), voici donc le 1er Rfi d’Ivato (22 juillet 2012. Cinéma crie Mamy Rakotoarivelo, dernier vénérateur de Marc 1er. Il aurait été dans le vrai si, à chaque fois, il n’y a avait pas eu mort d’hommes.

    Très machiavélique, Ravalomanana, Président, a toujours utilisé l’argent de l’Etat malgache via la Banque centrale -CLIQUEZ ICI POUR LA VIDEO DE SES FORFAITS-

    Jeannot RAMAMBAZAFY

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *