MISY FETRANY NY FAHAZAKANA NY KRIZY !

IMG_4543

Tadidio tsara hoy Rakotoamboa Jean Louis teny amin’ny Magro Behoririka androany, fa ny Ankolafy Ravalomanana matoa niditra tao amin’io fitondrana io dia nampiseho « bonne volonté ». Na fantatra mazava aza hoy izy fa tsy mitovy ny hery dia nilefitra isika nampiseho an’izao tontolo izao fa nandefitra. Raha ny tokony hoy izy,  ao anatin’ny fandaniana ny lalàna dia « vote de tendance » no atao dia miditra amiin’ny marimaritra iraisana. Ny zavamisy anefa hoy Rakotoamboa dia mbola miziriziry Rajoelina. Rehefa mba niteny isika hoe ahitsiho ny lalàna, ary hampiaro ny andininy faha 20 dia tsy nety nihaino izy. Midika izany hoy izy fa tsy manana « bonne volonté » Rajoelina. Izay no nanaovantsika ireny fampiatoana ireny, tao anatin’io fitondrana io. May volontratra ny fikambanana iraisam-pirenena hoy ity olomboafidy ity, ka nitady fomba hafa hampihaonana azy roalahy kanefa jereo ny hanaovan-dRajoelina azy, hoe aleo aloha hanao 26 jona ary avy eo amboarina ny lalàna tsy afahanan’ny filoha Ravalomanana milatsaka. Mitandro ny « crediblité international » ny filoha Ravalomanana hoy izy fa raha tsy izany dia efa tezitra izy. Misy fetrany ny fahazakan’ny vahoaka ny krizy fa tsy izay tian-dRajoelina no atao. Noho izany dia mila mailo isika. Fanirianay hoy ity mpanao politika ity, dia enga anie hilatsaka aminy ny fanahy masina ka hanaiky io fihaonana io izy ary avela hilatsaka. Raha sanatria , fa aza adino hoy izy fa ny fanateran’ny frantsay ny taratasy dia misy antony lehibe, ka izay no hanambarana ny hery, fa tsy izy intsony Rajoelina ka tsy tokony hitantanana ny firenena. Rehefa vita ny alanenina hoy Rakotoamboa dia tsy maintsy miomana isika, manosika ny sendika. Miraisa hina ianareo mpiasam-panjakana, ary miomana andro aman’alina, fa ny olana eto dia tsy ny filoha Ravalomanana fa Rajoelina sy ny vahoaka manontolo. Henontsika hoy izy ny tenin’ny ambasadaoro frantsay milaza fa ny filoha no niova fa ny politika aty Afrika tsy miova.Zon’ny firenena iray ny miaro ny tombontsoany fa raha mitsabaka amin’ny firenena kosa tsy ekena. Manoloana izany dia miantso ny frantsay izahay, fa raha tianareo ny hiarahiasa eto dia avelao hody Ravalomanana, ary avelao hifaninana hilatsaka ny rehetra ary miroso amin’ny fifidianana isika, ka izay lany eo no izy.

21 pensées sur “MISY FETRANY NY FAHAZAKANA NY KRIZY !”

  1. io ambassadeur frantay io dia SANTANIER bis tsy mahagaga ra mandohalika ami VENDRANA
    olona mitovy fijery
    jereo ny zava mitranga any ami faritra fa mikomy ary tsy manaiky ny fitondrany VENDRANA
    ny frantay mieritreritra fa hahazo tombotsoa any
    efa fantatry ny mpnona any amy faritra fa ny frantay no manohana any VENDRANA miandy ny tohiny

  2. Mivoaka daholo izany ny jôker, mankasitraka e!!!ndao dôldôly!!

    Tsara ho fantatra fa mahalala tsara ny fototry ny krizy ny any @ sisiny.
    Ireo frantsay reraka soavaly maty ireo no manao ts’inona ny vahoaka Afrikana
    izay manana mpisolelaka azy ,tsy te hiteny betsaka aho ny @’io sao………

  3. La france soutient la rencontre Ravalomanana – Rajoelina ,or la stratégie de la France comme ,dans toutes les étapes de la crise provoquée par Rajoelina et son patron ,
    Maputo a fait la reconnaissance du président de PHAT .(souvennons nous de Joyandet qui s’est précipité à présenter sa lettre de diplomate à Rajoelina.)
    La feuille de route a fait avancer la reconnaisssance de la transition .
    La rencontre Ravalomanana-Rajoelina ,sera en dehors de Madagascar ,et le but est seulement de renforcer l’assise du pouvoir des bandits armés et corrompu.

  4. Fotoana izao hiverenan’ny ankolafy telo ary ny fiarahana @ hetsika « samy leo » ary Aoka izay ilay resaka lavabe sy fivavahana. mbola any Atsimo izao ny Emmoreg miady @ Remenabila. Dia izay tafajanona eto andrenivohitra hifanehitra @ vahoaka. Ho sahirana ireo Emmoreg ireo . Ireo indrindra no herin’ny FAT. Raha ireo no mianjera dia tsy misy diokany intsony ny FAT.
    Hafatra hoan’ny Remenabila, fahavalo iombonbatsika ny EMMOREG…. Fa aza hampijaliana kosa ny vaohaka tsotra tsy mana-tsiny.

  5. Le bilan de la situation politique à M.car au jour d’aujurd’hui se clarifie…avec de nombreuses zones d’ombres.;

    En ce qui concerne les rencontres de Mr Beriziky auprès des responsables de l’Union Européenne qui s’occupent des problèmes malgaches ,les résultats sont mi-figues mi-raisin : Mr Beriziky a obtenu promesses d’aides financières mais qui ne peuvent être débloquées qu’avec des instances des autorités malgaches ayant obtenues la reconnaissance internationale.
    Mr Beriziky , en s’enconquinnant ou en ayant accepté de laisser-faire rajoelina lors de la mise en oeuvre la feuille de route alors que la Communauté internationale lui a attribué la prééminence du pouvoir , au ce qu’il mérite car n’ayant pas pris les rennes du pouvoir que la Communauté internationale lui a confié il s’est décrédibilisé : le refus de l’Union Européenne de lui donner les aides constitue cette perte de confiance ,que partage le co-président de l’ACP ,qui a refusé de le recevoir !
    Quel gachis..!..

    L »Arlésienne que représente la rencontre demandée par le Président RAVALOMANANA MARC pour renconter rajoelina fait beaucoup de bruits et suscite de nombreuses hypothèses peu plausibles .
    Ce qui est sûr c’est la volonté , la bonne foi et la disponibilité du Président RAVALOMANANA MARC sur qui pèse l’espoir et la volonté d’en finr de tout un Peuple..
    rajoelina ,qui a trop misé sur la victoire de sarkozy en France , se trouve depuis le 06 MAI 2012 le bec dans l’eau et tout son calcul de petit chef de bande ressemble à s’y méprendre à la quadrature du cercle !
    De toutes les façons ,rajoelina ne représente que sa personne.

    En ce qui concerne l’attitude des Français ,ils épient nos fats et gestes et sont entrain de constater les dégats et dommages subis par le Peuple Malgache tant sur le plan socio-économiquducation scolaire ,universitare , santé publique ,productions surtout agricoles ,routes , trafics illicites sous couverts de ce pouvoir factice ), dégradation morale , déchirure du »fiaraha-monina ( non-respect et désacral »isation des biens d’autrui;;).
    Les nouveaux dirigeants ,je peux le dire sans ambiguité ,, essaient d’effacer les actes contraires à la démocratie et s’efforcent de se démarquer au sein de l4Europe , en Afrique des attitudes non démocratiques et démagogiques des sortants;
    Pour l’Afrique ,en recevant bongo le fils de lautre qui a été le cerveau de la françafrique ,désignée par De Gaulle  » réputé père de l’indépendance des Africains « ,a donné un gage aux Africains !
    Méfions-Nous des Malgaches qui travaillent dans les ministères français ,tel rajoelina patrick ( je ne sais pas s’il y a prenté entre les deux !)

    Oui , je veux bien que Nous respectons dès le début la démoc!ratie et qu’une fois apaisée la situation du Pays Nous devons permettre à tous de se présenter au suffrage des Malgaches qui feront leur choix et qui rendront le verdict !
    Je veux bien !
    Mais Nous sommes en présence d’un vrai hors la loi ,un voyou qui défie toute morale !
    Il est obliqgatoire d’opposer la Loi à cet individu et il est AMORAL de demander encore aux Malgaches une dose supplémentaire de courage , de volonté et de persévérance après tant de souffrance ,de tolérance et d’abnégation!

    La Loi existe cette Loi permet d’exclure celui qui fait opposition à la mise en en oeuvre de la feuille de route !

    Disons cette Loi à rajoelina et Appliquons-la contre lui avec rigueur et fermeté !
    qu’il a utilisée pour
    Et n’oublions pas de le traduire devant la Justice devenue indépendante et libre pour coup d’état ,vols et autres extordions des bien publics !
    L’impunité ne passe pas !
    Reconciliation après judiciarisation de tous les faits crimes et délits durant ces dix anx ( janvier 2002 au jour de l’année où rajoelina exclu immédiatement après la signature de la feuille de route !).

    QUE DIEU NOUS GARDE !

  6. tena marina !hirodana zany ny fitondrana satria mitsangana ny vahoaka hiaro ny sendikan,i dada!mankahery ny mpitarika izy ireo ary hiaro azy ireo;tsy misy mimenomenona fa mampirisika ny mpigrevy mpanakorotana mba hanohy izany foana ;tsy hisy fitsarambahoaka fa aza matahotra fa faly aminareo ny vahoaka;mandamoka indray ity tantara ity

  7. Raha ny marina no lazaina dia tsy misy krizy zany eto Gasikara. Mandeha ny fiainam-pirenena, efa misy ny Président mahay, misy Gouvernement, misy Parlemanent, misy Senat. Mitohy araka ny mahazatra ny fiainam-bahoaka. Mbola tsy nahare aho nandritra ity tetezamita ity hoe matin’ny hanohanana hono ranona. Fony Valo nitondra aza no betsaka ny matin’ny hanohanana tany atsimo, toy izany koa ny tamin’ny andron’ilay jamba. Fa amin’izao kosa dia mandeha ny zavatra rehetra, manana Portable ny ankabeazan’ny vahoaka, manana TV ny isan-tokatrano, hatrami’ny any ambanivohitra be, manana adiresy mail na koa Facebook ny maro an’isa amin’ny tanora. Mitombo andro aman’alina ny isan’ny firakodia eto Gasikara, ny trano koa moa tsy lazaina intsony, manao fety ny atsy, manao fety ny aroa, mihamaro ny olona mankany an-dafy hatramin’ny fianakaviana tsotsotra aza. Betsaka ny projets fanatsarana ny tanàna etsy sy eroa, raha tsy hiteny afatsy ny eto andrenivohitra, sns tsy voatanisa. Noho izany dia resaka fornina ity krizy krizy ity. Ny zanak’i Valo no mamorona io, fa raha ny zava-misy dia mizotra normal ny fiainam-bahoaka.

  8. Esy e! ny eo ihany no eo, wawawawa! Rajoelina anefa mandroso foana! diska miverina daholo ireo e!
    Misy gazety mpiseho isan’andro, milaza, fa be ireo lohandohany ao @ mouov Raosy no matahotra sy mampitarazoka ny fodiany. Voalaza anarana mihitsy ry OLGA nivarotra ny camions Tiko sy ireo machines, ry Botozaza moa de voahodikodiny avokoa ireo saosy sisa nafenin-dRaosy, tsy zakany nandositra. De io RakotoCHEIN fa miverina indray, mampiesona satria te hampiseho woe, ny dadanareo no hikômandy ity fihaonana ity, alors que izy no nangataka sy nilela-paladihy hihaona @n-dRajoelina. De jereo foana woe, ny force n’ny Zandrinay. Nitabataba ery nareo woe, tsy maintsy atao alohan’ny 26 jona ny fihaonana, de hoy Zandry woe! NON!!!! catégorique io a! de ireny ny CI fa tonga nidodododo nanaraka azy teny Mahamasina daholo, de mikiakiaka ndray ry Amboachienrakto woe, tsy maintsy atao any Mada, de NON!!! foana ny valiny. De zay tian’ny Zandrinay foana io e!!! reraka eo ireto magro 4MI mitofezaka kely isan’andro lava tsisy atao ireto, ny vola tsy misy mipitika avy @ dadany, ny tena kamo tsy te hiasa, de jereo reto izy, mampalahelo. De miala any ndray ny idée vaovao, fa vonoina politiquement Raosy, de tsy hilatsaka Rajoelina, fa ny olony no halatsany eo, zany woe izy no hitantana ny fifidianana, de mazava ho azy fa zay koa ny vita ny momba an-dRaosy, de miverina ndray Zandry avy eo, de antitra sy ho very faty any an-tanin’olona any. Frantsay-Rajoelina-Miaramila, TRIO tsy azon’iza na iza kitikitihana, eny fa na Bekintana miseho azy ho mafy be sy gendarme du monde aza!
    Zany woa rehefa tsy mahay politika. Fantatry ny mpitarika ao @ mouv Raosy tsara, fa ny fitenitenenana sy fanenjehana Frantsay lava, defa namohizan-dRAOSY NY SEZANY, de mbola io tohizanareo io foana, zany woe, ireo mpitarika ireo mihitsy no tsy tia ny hiverenan-drainy, de possible ve zany woe, ity no efa nahafaty ahy, mbola ataoko foana? De avy koa eto ry donto isany, ataovy ny grevy e!!! misia foana ry krizy e!!! zany woe, ny tian’ireto, de ny hampitsoka ny malagasy @ fahantrana, kanefa zaran’ny olona eo @ pouvoir aza, faible ny olona taritiny ahafahany manjaka, fa matoa ny vahoaka afaka nanongana an-dRAOSY, de mbola nety nahita zay nohaniny isan’andro izy satria tsisy krizy. De jereo daholo zany angles zany ry sagnagna, fa aza taitaibaombina fotsiny, ka zay mikabary rehetra ao @ MAGRORERAKA ao de woe, dadany avokoa! Sa ahoana Rana? Nivaly ny vavaka satria tonga tao Mektoub a! hih!hi!hi trop marrant!!!!
    De iza no ho faty antoka raha samy tsy hilatsaka izy roalahy ireo? Nareo mahay ny valiny.
    Tsy nisy teo @ tantara, chef d’état démissionnaire,taorian’ny tolom-bahoaka mitady hiverina forcing eo @ pouvoir indray, fa niato aloha izy, nijery zay fitondran’izay nanongana azy. Fa avy eo rehefa tsy namely io, de miverina triomphale foana iny ex président iny. Cas Ratsiraka, De Gaulle, Mouboutou…sns, eny fa na de any Tunisie aza de be ny mimenomenona ny hiverenan’i Ben Ali. Ny an-dRaosy koa, androany izy nametra-pialana, rahampitso de mikiakiaka hiverina ndray eo @ pouvoir. De hita fa tsy fitiavan-tanindrazana fa fitiavan-tseza, very lay fihinanana be sy le seza be, de very koa ny kapoakan’ireto irréductibles zanak’Osy tao @ Tiko ireto, toa an-dry Rana.
    De ataovy bye!bye! dada rankizy, fa tsy ho tafaverina eo intsony mandrakizay izy, fa avelao ndray débat hafa no ho jerena woe: RAHAMPITSO RAHA TSY HISY RAJOELINA SY RAVALOMANANA DE IZA NDRAY ARY NO HO OLOM-BAOVAOVAO HAHAVITA AZY. MBA ALEO HIJERY OLONA MAMPISY MARIMARITRA IRAISANA RAHA NY HEVITRAY, MOA RAHA SAMY HANOLOTRA NY OLONY DE IZA NY ANAREO. HEVITRA HAFA KOA, DE WOE, MIJANONA NDRAY ALOHA NY MERINA, FA TOKONY ZANAKY TOLIARA ZAY MBOLA TSY NISY TEO @ POUVOIR SUPRÊME, DE IZA?
    Fanatatro fa dadadadada foana ny anareo, fa jereo woa io cas io, satria tena possible io, raha tsy izany, de ny eo ihany no eo e!
    Mazava ary mandeha ny feo, faly aho hoy ny new ambassadeur Frantsay raha samy tsy milatsaka izy roalahy, de ny tenanay koa manohana raha izay no hampivaha ny krizy haingana hampiverina ny famatsiam-bola. Manamarina io lazaiko io, defa manao coatching ny olony telo tiany hapetraka eo hono ny Frantsay. De olona roa taranaka Padesme. Rolland Ratsiraka( Betsimisaraka), Pierrot Rajaonarivelo( Bezanozano), ary ity olona iray ity no somary olom-baovao tranainy ihany tsy mba nahitan-teny, na misehoseho, sady olon’ny asa tsy manda adidy ary favori nay sady olon’ny marimaritra iraisana sady efa Raosy sy Rajoelina, fa na de miala @ sezany aza izy, de tsy mba mamaly, de tsy iza izany fa ZAZA . Koa aza de manantena tsy misy ny hiverenan-dRainareo re Zanakosy sy ry Bekintana, fefa diska tranainy sy lou zany Raosy zany a! haute politika io, tsy izay heverinareo foana no mety, fa mba mahataka-javatra otran-dRabe sady maharaka tsara, zay saika marina foana ny zavatra lazainy mialoha zay hitranga, satria ny sagnagna otran’ny Magroreraka sy ny Zanakosy, tsy ho à la page na oviana na oviana fa mamano TOTONOMBIBORY, ka tsy mahalala biby afa-tsy ny sahona (Raosy io a) hany ka dépasser-n’ny évenemment vao mikoropaka, ny olona efa mahavita dingan-davitra. De diniho tsra io ary tsy mila valiana fa manampina daomy foana ny olona vendrana rehetra.

  9. Manaiky la frantsa ny @’ilay fihaonana fa kosa IVELAn’i MADAGASIKARA??????
    misy raha ao donc!!!!!mpiatsaraivelatsia alika maty!!!ny tsy hodian’i dada mihintsy no
    tetika ratsy, koa antsika ny safidy e!!raha hanaiky moa isika fa ny frantsay no andidy ao @ tanana?????
    Manoana ny hevitrao aho ry Lazalazao ny @ ilay fanambarana ny hery 3 indray izay nosarahan’i ty FR de ROTAKA fôpl.
    Izany Ramenabila izany dia tsy misy fa fanaronana hatrany ny asaratsy sy teti-dratsin’i foza io, ary ireo miaramila maty ireo na
    manam-boninahitra aza tsy maintsy mifono zavatra ambadika io, na SORONA ireo na koa AHIANA dia ajedaka moramora haniliana
    azy @’ Ramenabila.Hatr@’izao dia mbola TSY MISY MAHAZO ALALANA MALALAKA ny @ fanadiadiana MARINA ny momba an’io
    Ramenabila io, ny resaka mandeha mantsy dia olona MPANARIVO izy io dia tadiavina ho ROBAINA toy ny nahazo an’i dada dia atao
    aloha izay hanosora-potaka azy, enga anie ka ho diso ny heritreritro.Hatr@’izao dia VOASAKATSAKANA ny fitadiavana ny vao2 marina.
    Ny resaka fivavahana dia ataoko fa samy manana ny fampiasany azy koa aoka mba tsy ho kianina be loatra fa tsarovy fotsiny fa DEVOLY
    no mifanandrina amintsika ary asany izao manapotika sy mampijaly antsika izao koa asa raha hilaina na tsia ilay fivavahana ny tsirairay no
    aoka hijery.

  10. Mangataka ihany koa mba tsy dia atao resaka be laotra ilay fiantsoana an’Andriamanitra ê !
    Aoka koa mba ny tena ara-dalàna no tadiavina sy tohanana mafy !

    Misaotra anareo TEZA r’Ingahy Rakotoamboa fa ny TIM indray ity no toa lasa sadasada, raha ny fanohanana ny tolona no dinihina !

  11. « …Jehovah no Mpiandry ahy
    Tsy hanan-java mahory aho !
    Mampandry ahy amin’ny ahi-maitso Izy §
    Mamelatra latabatra eo imsan’ny fahavaloko Izy…! »
    Salama faha -23

    Je me suis remis devant vers dix ordinateurête qui parle à la teur après m’être informé des ernières nouvelles d’ici et d’ailleurs !
    Et quelle a été ma colère en lisant un post écrit par une femme sans visage , sans nom ,donc poltronne et irresponsable de ses propos : tris traits de suspension représentent la signature de cette bête de cette mafia aux abois ! ( voir le forum tim de ce O6 JUILLET !)

    Pourquoi se fâcher après tant de bassesse ,tant de refus de la démocratie qui rélame tout simplement , comme les français sous sarkoey ,la neutralisation du
    Président RAVALOMANANA MARC ,qui lui fait peur et dont elle sous-estime el force,ignore complètement devl’attachement ,de la profondeur de l’affection que les Malgaches lui témoignent !
    Et cette pauvre idote,idiote car elle exprime son inimitié du Président du fait de ses biens ,ignore le crédit important que le Président RAVALOMANANA MARC bénéficie
    auprès du concert des Nations , qui d’ailleurs , posent comme condition sine quoa non le retour au Pays du Président RAVALOMANANA MARC ,contrairement au voeu de cette femme meurtriedt affreusement jalouse !
    Qu’elle et ses partisans ,s’ils existent ,sachent que les bailleurs de fonds et les Pays qui veulent aider les Malgaches our leur développement et pour l’amélioration urgente de la vie des Malgaches , ne décaissent l’argent des aides qu ‘après le retour du Président RAVALOMANANA MARC au Pays ,car ce retour signifie ,que les opposants du Président RAVALOMANANA MARC ont échoué quet que e le pouvoir des usurpateurs est terminéet que s’ouvre la condition légale , constitutionnele..
    Je voudrai que mes affirmations fassent très mal à cette femme légère et vaniteuse ,car elle n’apas les moyens de sa morbide ambition !

    Je peux continuer avec soulagement ma journée !Bonne journée à Tous !

  12. Erreur !Oui ! encore !

    Veuiller lire svp au 2èmme paragraphe de mon post ci-dessus:
     » Je me suis remis devant mon ordinateur amrès m’être informé sur les nouvelles d’ici et d’ailleurs « .

    Je Vous en remercie

  13. Marina izany!!
    Koa eto ndrindra anie no blem ry Kintana e!!samy miaro ny rambony tsy ho tapaka daholo,
    k’aiza no tsy hararaotin’ny sasany fotsiny. Samy mitady sy miady @’tombotsoa ho azy dia hadino ilay soa tohavina,
    koa aza gaga raha tsy tafavoaka ny baolina, samy te hilalao irery daholo, ilay firenena anefa efa any anaty …tsy hay intsony.

  14. « hiafaran’ity zavatra » ! Miala tsiny !

    Aiza ianao ry HoAiza â ? Lazao aminay, rahatoa ka anaovan’ny sasany sotasota ianao !

  15. salama doly!tafaverina eto dago ny tenanay raha avy nialasasatra teto madagascar!koa inona ny vaovao izao?Efa tonga eto ve dada?inona no tsy mahatonga azy ,raha tsia ny valiny?afaka milatsaka ho fidina ve izy?efa lany ny volavolandalana momba ny fifidianana kay?efa voaloa ve ny trosan’i tiko @rafanja?IOindray no mety ho sakana fa aloavy aloha;tsy te ho ratsy eo anatrehan,i dada ve dia tsy mivory ny olomboatendry sao mamerimbola eo?Ary toa misakana ny fiverenan?I DADA HONO NY MPITARIKA FA EFA VOAHODINA DOLY NY LOVAN?I DADA?Ary toa tezitra @mpanao grevy hono ny olona eto ka matahotra ireo mpanakorotana?

  16. Misy famatatra( signes ) mitory fa miroso tsara ny tolona ,na ohatry ny mandrimandry aza ny mpitolona . Ny itantsika araky ny fitantaran’ireo lavitra any an-tanàna : marina tokoa ny fiteny hoe : »Maizina am-pototry ny mazava ! » Misy ireo namana sendra mandalo dia miresaka ny zava-misy ! Gaga be izy ireny fa tsy mbola misy miresaka any an-tanàna ny zavatra resahinay !.
    Fa any ivelany any ,Europe , Afrique , Amérique (USA ,Nations -Unies )dia mihetsiketsika fatratra ny fifandraisana diplomatique !
    Isika Malagasy ,indrindra aty M.kara , dia tsy mahita , tsy mahatakatra ny fijery eran’Izao frantsayTontoo akoatran’ny fitaratra frfantsay izay manova ( déformer) ny seho-java -misy ary Isika moa dia variana be amin’ny fitantatran’ny frantsay azy ireny .
    Sarotra Amintsika ny miala amin’izany tarazo (habitudes) izany : efat tokony nahefa dingana lavitra Isika !
    Izao izay manenjika frantsay indray no toa omena tsiny .Ary tsy mijanona ny fanindrahindrana ny frnahoana antsay na dia mody manaratsy an’i chataignier aza dia tsy manadino ny ratsy vitany .
    Tsy misy tranga-javatra azo lazaina fa itovizan’io ambassadeur vaovao io amin’ i chataignier , nefa dia atao ao anaty kitapo iray izy ireo !

    Ny famatatra tena tsy miova dia ny fiverenan’ny ankolafy zaf eny amin’ny kianjan’ny Magro !Lasy tsy nisy nadraoka izy ireo , niverina tsy nisy niantso ,fa nivohaka sy niditra toa ny akoho eny an-tokontany!
    Mba hahalora izany fiverenana izany dia nitondra olom-be izy ireo ! Tsy afaka ny « prof » zafy fa ity misy « prof  » misolo azy !

    Efa leo ny olona atolotr’i zafy ny tenanay !
    N
    Talohan’izao dia izany prof Beriziky izany ! I Beriziky dia nomen’ny communauté internationale « fahefana feno izy hanantaterka ny tndro zotra ..tsy norahirahiny i iraka nankinina tamin’io fa navelany i rajoelina nana azy : ary izay anefa no tsy tian’ny Communauté internationale .
    Dia vao folo andro izay i Beriziky no tany Belgika nangata-bola tamin’ny Firaisana Eropéanina , izay tsy nanome azy na iraimbilanja aza !

    Famatatra fantary ny rehetra manaraka ny fianana politika eto M.kasikara : ny naratsiana ,ny fanambaniana ny asa ataon’ny antoko tim sy ny ezaka ataon’ny ankolafy RAVALOMANANA ARC

    IZafy aza dia sahy miteny fa tsy maintsy ny ankolafy efatra bno miaraka mivory amin’ny FFKM , satria firy taona izay ny Filoha RAVALOMANANA MARC sy rajoelina.
    Oadray ré olona é ! Tsy iZafy sy Ratsiraka ve no tsy nety nanasonia ny feuille de route ? Tsy i Zafy ve no nanizingizina irery fa ny fanoloran’izy samy irery an ‘i Beriziky dia
    mitombona ?
    Ary inona moa ny antony tsy naneken’ny députés ny tdy nanohizany ny présidence ?
    tsy azon’i Zafy ,izay mitady fampihavanana eo amin’ny samy Malagasy NY MANOME NY ANARAN’IREO NANOHITRA NY FILOHA RAVALOMANANA MARC OAFIDIM-BAHOAKA INDROA ? IREO MPANOHITRA IREO NO IHOKO NANONGANA NY FILOHA RAVALOMANANA MARC ! I RAJOELIA DIA SAROTAVA FOTSINY !ARY RAHA MITENY MOA RAJOELINA SA HO VONOINA TOA NY TSIMANDRAVA KOA IZY ?
    IZA NO SAHY HILAZA FA NY FILOHA RAVALOMANANA MARC NO DISO SATRIA IZY NO NAHONGANA ?
    ARY IZA MARINA NO NAMPAMONO AN ‘I COLONEL CHARLES ?

  17. enfin de bonnes nouvelles!

    Présidentielle : Marc Ravalomanana exclu d’office ?

    L’ancien président en exil en Afrique du Sud, Marc Ravalomanana, aspire encore à la magistrature suprême du pays. Cependant, tous les événements semblent jouer en ce moment en sa défaveur, pour s’en référer au projet de loi relatif à la première élection présidentielle de la quatrième République.

    Ce n’est, en réalité, pas une nouveauté en soi mais le projet de texte en question vient davantage doucher ses espoirs de pouvoir s’aligner au départ de la présidentielle, faisant tomber un par un ses critères d’éligibilité. A commencer par le fameux article 6 qui déclare non éligibles et interdit le statut d’électeur à tous les individus condamnés définitivement et non amnistiés et que le chef de délégation de la mouvance considère comme une provocation car « ciblant tout particulièrement Marc Ravalomanana, alors qu’une loi doit être impersonnelle et générale ».

    Au travers de l’article 5 en son alinéa 3, le cas Tiko pose aussi apparemment problème, même indirectement. En effet, celui-ci dispose que « Tout candidat doit avoir rempli ses obligations fiscales et avoir acquitté notamment tous les impôts et taxes exigibles de toute nature des 3 précédentes années ». Or, les autorités chargées de l’administration fiscale ont indiqué que l’entreprise appartenant à Marc Ravalomanana doit encore près de 30 milliards d’ariary à la DGI et au service des Douanes, ce qui a d’ailleurs valu à celle-ci une procédure de recouvrement forcé qui s’est heurté à la résistance de la population d’Antsirabe. Face à cela et s’agissant de l’une des principales victimes des pillages et incendies du « Lundi noir », le groupe se prévaut, avant de s’acquitter de ces arriérés, de l’article 27 de la Feuille de route qui prévoit la création d’un Fonds national de Solidarité (FNS) ayant pour but « d’indemniser les ayant-droits et les victimes pour les préjudices subis lors des évènements politiques entre 2002 et la date de signature de la présente Feuille de route ».

    Autrement dit, le face-à-face à deux entre le président de la Transition et l’ancien chef de l’Etat sera plus que déterminant pour les deux parties. D’autant que même si rien n’a encore filtré sur l’ordre du jour de la rencontre, les questions des condamnations de l’ancien président, de son retour au pays, de la candidature à la présidentielle ou non des deux personnalités, ainsi que (question subsidiaire) de l’instauration de l’atmosphère d’apaisement au pays (articles 16, 17 et 18 de la Feuille de route), devraient plus que probablement être abordées.

  18. Ny tavony mbola roa kilao no miraikitra ao anaty…, no toa dia mandihy sahady ?? Anontanio tsara aloha ny tena hevitry ny vahoaka, satria izy no mandidy sy manapaka !

  19. Mazava tsara ny tenin’ny Olona nianatra lalàna Pr Ranjeva, ary tsy misy afa-tsy io nolazainy io no vahaolana!!! eto mantsy hatramin’ireo livreur Mpanompo Frantsay any Frantay any dia miseho mandahatra sy mahay ery nefa sady tsy ampy ati-doha no tsy ampy information!

  20. Na tiana na tsy tiana – lahatra avy amin’Andriamanitra ny fisian’izao zavatra eto Madagasikara izao – satria ny olombelona dia maditra – tsy misy na iray aza mahavita tena – tsy maintsy hampahatsiarovan-tena ny olona hanatona an’Andriamanitra satria madia-doha – Mandehana ange ianao mande irery, raha hanao zavatra raha hahavita inona eo é ! Tsy misy afa-tsy Andriamanitra no hany afaka manome fiadanam-po ho an’ny tsirairay ary tsy tokony atao an-kilabao ny fisiany.

    Aiza no alehanao raha tsy eo izy ?

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *