MISY MISANDOKA NY SADC

SADC_1

Araka ny vaovao marim-pototra voarainay dia fantatra fa tsy avy any amin’ny Troika-n’ny SADC velively iny fanambarana manameloka ny fodian’ny vadin’ny filoha Ravalomanana iny.Tsy misy mahazo manao fanambarana amin’ny alalan’ny Troika-n’ny SADC velively, hoy ny loharanom-baovao azonay, raha tsy amin’ny alalan’ny fivorian’ny filoha 14 mirahalahy.Tamin’ny 28  Jolay 2012 nanaovana ny fanambarana anefa dia tsy nisy fivoriana velively ny mpitantana ny SADC.Noho izany dia lainga sy fisandohana avy hatrany ity fanambarana ity.Tezitra mafy araka ny loharanom-baovao voaraina ihany, ny filoha Jacob Zuma amin’ity raharaha fisandohana ny Troika-n’ny SADC ity.

35 pensées sur “MISY MISANDOKA NY SADC”

  1. Ny « afriquinfos » koa anefa dia nilaza io fanamelohana avy @ COM SADC.
    Ny frantsay sy COI anie tsy hipetra-potsiny satria resy i Ping (pong) e!
    Sa mianatra ny « vazaha mody miady » koa ny afrikana ???
    Fatsora sy mahay mamadi-dresaka anie ireto mpanjanaka ireto, dia isika voatarika @ sagondim-panina!

  2. Misy raha ao matoa izy mahasahy manao tsino2 ny SADC toy izao
    tsy anany Hasina satria efa VOAVIDINY fa isika no ampiesoniny eto,
    efa impiry izay fôlaitra nataon’ny foza izay fa mba inona no fanapahan-kevitra noraisiny???
    fandrirarirana lava izao dia lalaovin’i foza tsara koa fa efa AZY,efa tratry ny VIRUS, MATEM-BOLA daholo
    efa voahozona ny Mainty hoditra hoy ilay namana iray teto izay,voavidy mora2.

  3. Soit le mpisandoka se croit grand, soit l’organisation se croit petite. Le monde à l’envers partout. Je croyais que cette organisation de grande envergure était digne de confiance mais je me suis trompé. Si elle était assez puissante, personne n’oserait jouer avec le feu avec elle.

  4. tonga hatrany @ sadc ve ny fomba dj ????
    Loza ity marina. Tokony hiheritreritra daholo fa mihanaka ny aretin-devoly.
    Tapaho amin’izay ny ziziny sy ny lohan’izy rehetra ireo fa mandoto rano.

  5. matahom-bazaha angamaba koa ny ankamaroan´ny mambra ao amin´ny SADEC. misy tsindrim-bokotra avy amin´ny Frantsay ao, dia manao OUI MOSE daholo ry zareo, efa volazako teto fa ry Zuma na chissano iny efa voavidy tamin´ny 2010

    Andriamanitra miaro ny Filoha Ravalomanana mianakavy ary miaro antsika Malagasy, tsy maintsy mivoaka ny marina, ary ho tratra ihany nympanao ny tsy mety rehetra

  6. ary sao dia mba milalao amin-tsika kosa ary ry sadc ry ue, ry oi, ry ci ry wc sy ry dj, dia ny malagasy mijery baolina e !
    aza manantena ny hafa hoy izahay fa mila ny erimpo sy erin-tsaina ny tsirairay .Tokony hampiseho amin’izay fa tsy karipetra fanitsahana akory ny firenena.
    tokony handadindady mihitsy ny trambo, mikapoka mangingina etsy sy eroa.

  7. – Ingahy Ban Ki Moon anie ka niasan’ny lobbying mafy mba ahazo « 2ème mandat » dia avy eo iny hitany maro ny sary misy io korean io sy domelina!!!
    Mody mamoka fanambarana ry zareo dia afaka fotoan vitys dia ry zareo ihany no mandika izany araky izay mahametimety ny resaka tiany ho renesiny erantany.
    – T.Mbeiki no tokony ho naharesy fa nikofokofoka indray ny lobbying frantsay via TOTAL, dia voafidy i J.Zuma ary ilay atao hoe mpanolo-tsainany nandray ny vola maloto no nahiditra am-ponja mba hanampenam-bava ireo resy!!!
    – TOTAL hono toa nanome vola be koa mba hanatsarana ny parc Kruger ilay fandehanana manao safari ao South Africa…
    – dia rehefa azo hanaovany frantsay « infiltration » rehetra mba hiarovany ny fihinanany any amintsika dia ampiasaindry zareo…ka hamonony izay tady hanohitra be loatra.
    – Nahavita inona moa i J.Zuma tany Lybie e?
    Vao namoaka resaka ny zanak’i Khadafi momba ny vola nomeny an’i sarko dia nikofokofoka mafy indray ny lobbying frantsay mba hamohahany ONU toa ny didy hanenjehana sy hamonona an’i Khadafi.
    Dia aiza @ izany no tokony mbola hanoizan fotoam-pivavahana sy fanambarana isaky ny avy voa???
    Asa raha ovian vao ho taitra ragalasamy e!

  8. Misy antony ao matoa mahasahy misantoka lava toy izao ry zareo ireo e!!!
    Hitsikitsika sy mandihy foana fa ao Raha! tsy zazakely ireo koa hanaiky ho
    lalaoviny foana eo , io anie tsy vao izao fa efa impiry ???ireo hiraky ny SADC tery Ambohijatovo aza tsy
    nahamenatra ireto Gindro ny nanambana basy azy ireo, dia gaga ianaoooo?????raha mba bokotra fotsiny
    moa no voatsindry maninona fa ny ankoatra izay no hatahorana????atao ahoana fa izao angamba no lahatra!!
    samia mionona dia matoritoria fa hanaterako » FOZA vao mafana » hi!hi!hi!!!!efa hitanareo io  » foza mafana « io?
    ao @ » You tube ».

  9. Marihina ho an’ireo misalasala mikasika ny fikambanana SADC
    – Be ireo fiarahan’i Afr du Sud amin’ny tandrefana, tsy maintsy tandrovana izany satria firenena lehibe io firenena io @ izao fotoana izao ka tsy mahazo miantsy ady amin’i France na i Angleterre, na US. Tsy maintsy milomano izy eo anatrehan’ireo rehetra ireo. Tsy azo anomezana tsiny azy izany satria ain’olona no ho very raha diso famindra.
    – Raha misy fanamelohana iray heverin’io sampana io fa mety mendrika ny filoha Marc Ravalomanana dia efa ela io filoha io no tany am-ponja. Matoa voaro izy amin’izay sehatra izay dia tsy misy azo kianin’ny fitsarana ny fitondrantenany hatramin’izao.
    – Aoka isika tsy handrora mitsilany: ny fikambanana miaro ny filoha ankalazaintsika mpanara-dalàna indray no omena tsiny. raha tsy teo io fikambanana io dia efa maty ela ny filoha. Kalamina fotsiny isika noho izany.
    Atsy amintsika ny baolina izao. Averiko fa démonstration iny nataon’ny filoha iny hoe: rehefa izy no te hiditra eto amin’ny tanindrazana dia tafiditra. Tsy mila dradradradraina izany fahatongavany izany. Ny anjarantsika dia ny vonona, miray hina ary mitolona amin’ny fomba rehetra rehefa tonga ny fotoana.
    Mitohy ny tolona! Masina ny tanindrazana.

  10. Nodinihiko,
    fa na ry Zalahy&Zavavy FOZA vitsivitsy @ forum tsy dia nisy akory niseho sehatra

    Aza adino ny nataon-dry Simao,
    fa indrindra ilay Salomao izay nanafintohina ny lehibeny t@ izany
    Nisy ihany koa ilay faux-communiqué nivoaka teto dago, sur papier entête sadc

    Ity indray mitoraka ity ve dia ho i Fransman?
    sinon pouvoir malsain masiso journalistique de la HAT ?

    De foana zao foana – resa-TAY no hamenoan’ity fanjakana MPANONGANA ity ny fiainanay mponina
    __

    Alefaso ry Njara
    fa itony no tena sahaza
    satria ry zareo OIFrancophonie ihany no namoron’azy
    « LES CHIENS ABOIENT QUAND LA CARAVANE PASSE »

  11. Azafady raha mametraka an’ity fanontaniana ity? raha ao afrika atsimo ihany ianao randry sao dia mba azonao jerena raha misy forum any RSA hamoahana ireny porofo manameloka ny nataon’ny mpanongam-mpanjakana tamin’ny 26 Janvier 2009 sy 7 Février 2009 tao Dago ireny na mandefa izany any amin’ny parlemanta SUDAF mihintsy aza?sa ahoana ny hevitrao?

  12. Marina ny lazainao ry « IZY » fa raha tsy eo ny filoha J.Zuma dia efa rava ny filohantsika hatrizay.
    Ingahy MUTUMAWA MAWERE, spokesman/M.Ravalomanana koa manome tsipy teny azo hampifamenona a@ io hevitra io.
    Ny tiako hampitahaina dia hoe tokony ho mailo mihintsy isika mka hikarokaroka sy hamadibadika sosokevitra satria SADC, anglophones, dia ao ambadika na ny bekintana na ny « zanglisy » na rainiboto koa aza anie (à moindre mesure certes)ka toa mahatsiaro irery ny UA+COI, dia mamorona sain-dratsy foana izao.Indrindra resy i Ping…pong!
    Eo ilay averiko foana ny lesona nomeny mpampianatra tany @ lycée hoe « guerre entre grandes puissances par pays interposé ». Mandaitra foana io hatr@ niafarany WWII ka namoronandry zareo avy niombona, ny « Sociéte des Nations »,izay lasa ho ONU, sy izay « organismes » afa koa afahandry zareo miasa ambadika tsy misy mibedy…avela fotsiny hanao « fanambarana », « manif » sy « casse » kely avy @ ireo tezitra dia vitandry zareo izay tiany.
    *Ny mampitombo ny olana dia ny fitsifoany sinoa mba maka anjarara « gâtô » (tadidinareo ilay hira hoe gâtô..iny izy ô!!!!)…mangony fotsiny ny russes sy arabo mampitohetra ny islamisme….dia « chaos global » et « suicide national » e!
    Mijery vaovao kokoa @ teny anglisy aho, ry Andriandahifotsy, momba M/scar mba hikarohako izay tokony ataontsika mpitolona satria 3 taona izao dia mahonena ny tsy fananan’ny mpitari-tolona izay « stratégies » ary toa mitohy hatrizao raha jerena ny niseho teo Ivato. Mampanontanin-tena lalina tokoa an!mandaitra loatra ny « FRANCOPHONITE », aretina somary mahadombo saina sy fijery izany araky ny hevitro e!
    Ka io lazaino io dia afaka ataontsika mpitolona na tsy mipetraka R.S.A aza anie e!
    Ny ‘stratégies » sy « méthodologies » ary « PRAGMATISME » indrindra koa no ilaintsika hatomboka dinihina lalina e!
    ary tsy tsara atao eto izany noho ireo zana-poza, mpitsikilo lavasofina…dia mila fijery kely fotsiny dia mety atao ihany izany e!miankina @ fahavononany tsirairay

  13. Marina ny anareo ry IZY a! ny zavatra mba hain’ny zanakidada de ny mitady coupables foana, de manao intox sy dementi lava amin’ny vavao miseho, na de hita be zao aza fa ireo représentants permanents SADEC ao Tana, no namoaka an’io @ fomba ofisialy.
    Zao fotsiny fa tsy hanao demonstration lava be anareo Zanakosy ireto aho. Ampitahao ny kabary nataon-dRa8 tao @ magro sy ny nolazainy t@ RFI de hahita nareo fa nandainga izy, sady coup tordu iny, mpijoko voajoko, de za mahasahy miteny, fa nareo mpomba an-dRA8 ireo, tsy misy tia azy izany, za tsy mahalala zay any am-ponareo, fa na de hita zao aza, fa mangady lavaka handevenany ny tenany Ra8, de mijery eo am-potony eo nareo, ary mitehaka sady manao woe, ataovy lalindalina dada a!
    @ lafiny iray, mampalahelo ihany iny rangahy iny, fa tsy tena manana ny olona afaka hiteny azy raha misy tsy mety sao mamandrika azy ny ataony, zany woe, tsy misy manarina raha lavo, fa vao maika mamporisika azy hanaonao foana de handihizan’ny adve-ny.
    Nareo ane, miseho anareo ho mahatoky tena, kanefa ny réalité mitatao eo ambany masonareo, de tsy mahay afatsy ny mitady coupable, mitady olona ompaina sy ho kianina, de samy te hamoaka ny heviny eto, sitrany ahay ny iray mahazo bravo, na bisous @ iray, alors que ny tena sujet be manao woe, AHOANA NY FOMBA HAMPODIANA AN’I DADA, AHOANA NO FOMBA HIVERENANY INDRAY EO AMIN’NY FITONDRANA? IO ZARA RAHA RAHA MISY MIRESAKA FA HANARATSY OLONA, HANDOTO OLONA, HITSIKILO HATRANY ANATY VILANINY MIHITSY TALENTANAREO MILAZA FA AVARA-PI IREO.
    AMIN’NY LAFINY IRAY, RAVALOMANANA INY MANANA BONNE FOI IHANY, FA ZA MAHITA FA NAREO MPOMBA AZY IRETO, INDRINDRA IREO OLONY AO AMIN’NY FITONDRANA IREO NO TENA MANIMBA AN’INY RANGAHY INY.
    IO RY ZANAKIDADA TENA MISY FOMBA MORA HAINGANA HAMPODIANA NY DADADANAREO, ENY FA NA DE NY HIVERENANY INDRAY EO AMIN’NY FITONDRANA AZA, TSISY VIOLENCE, AMIN’NY FOMBA MADIO, FA TENA TSY HAIKO E! MBA MANONTANIA IHANY HEVITR’OLONA, FA TSY NY FANASOHASOANA LAVA, SY NY FITORAHANA VONINKAZO, NA NY TAHOTRA AZY SATRIA DADA ZANY TSY TOKONY HATAHORANA, TSY IREO AKORY NO HANANAREO FAHOMBIAZANA, FA VAO MAIKA AZA MANDENTIKA AN-DRAIANREO ANY @ KIZO.
    IZAY MAHASAHY MITENY AMIN-DRA8 WOE, TSY METY IO, ZAO NO TOKONY ATAO, izay no tena tia azy, fa ajanony ty wawawa lava ridicule, stérile, fa rariny ihany ianao Ra8 tsy mahatoky gasy atao mpanolotsaina intsony, sy mamatsy vola ity magroreraka sy G asy T ay T ay ity fa tena tsy hamokatra e!
    Ny sagnagna isany eto de tsisy asa afatsy ny hivohy lainga, hifosa olona, hitady coupable sy hanao intox fotsiny no asany. De ridicule be, fa raha voavin’i Andry ny SADEC, Zuma, ny CI, ny NU…sns, angamba ho voavidiny koa ny planeta tany.
    Simple io ry Zanakosy a! mba manana vision objective, fa efa ho efataona zay, tsy mampieritreritra ve? Ny an’ny olona 6 mois de nahalavo ANDRAREZINA. TSY MAHALALA MENATRA VE NAREO? TSY ANY WOA NY LALANA. TENA SOLUTION AMABANY MASO KELY, TSISY VIOLENCE, TSY MANDANY FOTOANA IO DE ZAO FOANA NY FOMBA FIADIN’IRETO.

  14. Ny malagasy mihintsy amiko no tsy mahafantatra an’izay tena tadiaviny ! Toa vonjy tavan’andro lava izao ankaotry ny fitadiavan-tsakafo na vola isan’andro !
    Marina fa vola fitady ary ozatrin’ny fiainana, fa raha miverina ny fandriam-pahalemana sy ny ara-dalàna, ary mandroso ny toe-karena, manaraka ho azy ny fihidiram-bola (tsy halatra) sy ny fiadanan-tsaina !

    Raha misy vaovao tsy mahafaly toa an’io hoe « tsy fankasitrahin’ny SADC » momban’ny fahatongavan’ny vadin’ny Filoha Ravalomanana io, dia tokony nanao ankety « daholo » aloha, ary izany no tokony nandaniana andro, fa tsy manao kabary sy mihiditra amin’ny « jeu-n’ny foza » !

    Asa efa nisokatra ve ny biraon’ny SADC androany, fa raha ny fantatra dia toa hoe « nihidy ilay izy atramin’ny omaly » ! Avy aiza ary iza avy ireo nivoy an’ilay vaovao tsy marim-pototra ?
    Ny vokany mantsy, dia tsy dia ny fahavoazana nahazo an’ny vadin’ny Filoha sy ny vinanto vaviny ihany, FA TENA MBOLA FANASOKETÀNA NY FILOHA RAVALOMANANA EO ANIVO SY IMASON’IZAO TONTOLO IZAO !!!
    Fanadiadina sy fitoriana no tokony atao, ary atao resa-be fotsiny, fa HETSIKA MISY POROFO !!!

    Raha ny nataon’ilay mpanongana tany Seychelles, dia mino mihintsy aho fa tsy nankasitraka ny zavatra nataon’ilay domelina i Zuma ; ary nahatsapa izany ilay kely loha dia manao ny ataony mba hitarozahan’ny fitadiavana vaha-olana !

    Izao ny sain’ny rehetra mirony any amin’io vaovao atao hoe « tsy marina » io, ary fomba entin-dry zareo hanafenana zavatra hafa izany ! Tokony arahi-maso ohatra ny zavatra ataon’io CENI-T tsy manjary io amin’izao fotoana, fa toa mbola manohy ny ataony ry zareo na dia efa nilaza aza fa hanaraka ny zavatra voalazan’ny NU ! Fantatra mantsy fa mitady foana ry zareo mba anaovana ny lezisilativa mialohan’ny fifidianana an’izay ho Filoha !!

    Mila mailo !

  15. i annick Rajoana, no nanao an’iny fanambarana sandoka @ anaran’i SADC iny!, nohon’ny « VOODDING » nataony tamin’ny FRANSMAN ary mbola ho hataony amin’izay rehetra handalovany amin’izay manohana ny HATAY RADOMELINA daholo fa tsy « LOBBING » velively!

  16. Mahavelom-bolo izany vao2 ato izany !!misaotra be dia be @’ilay fanazavanareo fa
    mba velombelona kely indray ny mpisera,mankasitraka e!!izaho koa aloha mahita fa
    tsy mora ny @’toeran’i P. Zuma e!!hitako mihintsy izy fa manana finiavana fa kosa mbola misy zavatra tsy azo DIKAINA
    i dada koa hita fa mametraka fahatokisana be dia be aminy dia voafatotra mafy izy.( sady mankahery tena ihany aho io an!!)
    Efa mitady hanary lamba mihintsy aho io tato ho ato mantsy.

  17. Misy mahafantatra ve ny farim-pahaizan’ity « Folojaona et Sa » masahy mamoaka karazana « syndromes » haNalotona ny filoha M.Ravalomanana.
    Zafikelin-gazetin ‘ny frantsay koa anga io « La Gazette de la Grande Ile » e?

  18. FOTOANA HIHETSEHANTSIKA IZAO, KOA MANASA ANTSIKA REHETRA HAMPISEHO FA TENA TIA TANINDRAZNA AMIN’NY FOMBA MENDRIKA REHETRA

  19. Mihidy tokoa ve io birao SADC io e?
    Toa birao nitambarany @ UA anga raha fanambarana t@ Juin teo no jerena sa?
    Misaotra izay afaka mahita mail io SADC-UA Antananarivo io azafady ô!

  20. Ô! ry KM a! ngahy mihitsy no tena manipulateur eto, ka na de mitohoka @ tendan-drangahy aza ny vaovao marina, de inian-drangahy disoana. Na de ny haino aman-jery mpanohana ny dadanareo aza nivoy an’io avokoa.
    Efa nolazaiko foana, fa aza manao ny gasy ho vendrana, fa ny problema woa, tsy avy any ivelany, fa avy ato @nareo, miainga @n-drainareo aloha, satria tsy mahagaga koa eto, ny lainga manaranaka io e! raha rainilainga ny rainy, tarana-dainga ny zanany, de manaova foana réflexion, fa any aminareo no olana,sady vahaolana de ajanony io fomba fijery mahazatra io woe: DADA MANAONAO FOANA, TEHAFANA SY TSY AZO KIANINA SATRIA DIEU, DE AVELAO HO ANY FOTSINY NA DE EFA ANY ANATY LAVAKA MANGITSOKA AZA.
    AVY EO MITADY COUPABLE, VOALOHANY ALOHA NY MEDIAS, FAHAROA NY VAHOAKA MALAGASY, FAHATELO NY OLONA TSY MITOVY FOMBA FIJERY @ TENA, DE MANDISO VAVAO, MANAO INTOX, MANDAINGA DE IO CERCLE INFERNAL IO FOANA NANDRITRA NY 4 TAONA.
    Averiko foana ry zanakidada a! tsy any woa ny lalana, fa ialao @zay ireto fomba fijery tsy mamokatra lava ireto.

  21. Mety ho lainga be indray ity aminareo ê ! Sa tsy sahinareo foza avoaka ?
    Omeo anay eto izao dien’izao, ny antony nandakan’ny Sadc an’i Fansman, mba tsy hiandraikitra ny Dossier Madagascar intsony !
    Mba malaky kely, valio ny fanontaniako !

  22. Aiza ny valin’ny fanontaniako ry rabe ô ? Toa lasa nisitrika any anaty lavaka ‘ty rabe ?

    Tsy mahay pôlitika izahay rabe, satria tsotra sy mazava laotra ny anay â ! Mitady an’izay mahasoa ny Firenena sy ny vahoaka malagasy !
    Ny pôlitikanareo, izay fisolokiana sy pôlitikan’ny famenoam-paosy, fandrebirebem-bahoaka, fangalarana sy famarotan-tanindrazana, fanambaniana ny mpiara-belona sy fanaovana tsinontsinona ny zoam-bahoaka, tsy hainay dia tsy haina izany !!
    Tsara dia tsara izahay tsy mahay an’izany, ary hisaorana an’Andriamanitra ! !

  23. Fa angaha voadaka i Fransmann ry Kintana a???tena marina ve??
    izay ary ny anareo fa nanaraka ny lalandry Sakamalao isany koa iny,
    traingo koa izany LERY???koa tsy ho hanaovany toetra tsy zaka ao i Dada any @ taniny any??
    Milay be izany tantara izany!!mankasitraka lesy ry dà a!!faly be bavy !

  24. Ho an’i KM,
    Raha tena lehilahy afaka mi s’informer rangahy, de karohy ny gazety rehetra androany, fa mamaly tsara io fanontanian-drangahy io. Izany woe, nandalo teo ambany mason-drangahy ihany io article io, matoa rangahy milaza woe, voatsoaka Fransman, tsy voatsoaka angamba ny tena marina, raha ny voalazan’ny gazety androany, fa resaka fifandimbiasan-toerana, président tournant, ka i Tanzanie ndray zao no handimby azy, ary efa fantatra hatr@ le olona aza, zay efa nanao fanelanelanana tany Dago, ka aza manao anay ho sagnagna woa, fa maivana kely ny zavatra hambaranareo e! aza de manao intox woa, fa raha tsy metimety aminareo, ny médiation de coupable daholo na voavidy vola daholo zay eo, Chissano, Simao, Zuma, Fransman, hatramin’i Ban Ki Moon, aza, de mahita ny tsy fahita daholo, ka ry HoAiza sy Rana itony angamba no efa nikil t@ n-dRaosy « dada », ka mahita ny hatsaran-tarehin’i Yannick Rajaona, de woe « V » azo ampifangaroana diplomasia, ary amapahafirin’iza moa zay vehivavy gasy iray raha te hanao izany izy, betsaka angamba ny tsara lavitra ao aminy, na mainty, na vazaha na metisy, ary manana ny dignité-ny koa ny vehivavy gasy, surtout haut responsable toy ireny, fa nampiova inona woa ny fandotoanareo olona eto, sy intox lava izao e? Omeo porofo aho woe, nanao an’izao zahay de zao ny résultat.
    Za tena d’accord amin-drangahy ry KM, ny fahasahiranana sy fahantrana mahazo ny gasy , satria tsy woe, tsy fahaiza-mitantana, fa tsy fisian’ny famatsiam-bola izay misy manque à gagner 70%, ary na inona na inona atao, tsy mandeha raha tsisy vola, fa Iran matanjaka be io aza, mbola eo ambany sanction n’ireo bailleurs de fond, mbola mivoaka sempotra, maika moa fa Madagasikara tany efa nahantra hatr@izay, de mbola midera an’i Andry foana ny tenanay, mbola voatazony hatreto foana aloha ny ekonomia na de eo aza zay antony izay, ary nareo mahalala sy tsy atoro, fa io no tena antony, izy koa assumer-ny ny azy, satria mijoro eo izy, de miaritra ny atakinareo.
    De zay ry KM a! aza ahodina ny marina sy afafy ny lainga, teneno dadanareo mba tsy hanao izany intsony, fa mamatotra anareo mianakavy ihany ny lainganareo. Za rahateo, afaka mifanadrina aminareo tsara, fa tsy azonareo handaingana sy ampiesonina eto. Maivana woa nareo, mora lalaoviana araka zay itiavanay azy.

  25. esprit VOODING ve rabe ô!

    Izahay Légaliste eto dia ambara amin-tena fa tsy mbola nisy nanana ny opportunité noraisin’i dada8 tanana.

    Ianareo PRO-PUTSHISTE,
    tsy misy alaharo
    VAO-BOTTéS
    DE MIFAMPILELAKA
    mihoso-menaka
    eny an-dapa rehetr’eny

    Valio io fanontaniana apetraky ny olon
    fa ilaozana miolankolana
    MPANOLANA affiché

  26. Pfffffffff !!! Dia tena miteniteny foana !!
    Tsy mamely matoa voadakan’ny olona ê ! Sady efa kobon’ny rehetra ny nataony !!
    Madagasikara ?
    Vahoaka mijaly, ny asan-dahalo sy mpangalatra, mpanendaka, mpamaky trano, mpamono olona, mpisoloky, mpanao trafika, ets…tsy mbola nisy toa izany na tamin’ny andron’i Ratsiraka aza !
    Ekônômia mi-tourne ? Amin’nity vola sandoka sy kaontim-panjakàna amboamboarina MORA, satria menasena ny mpiasam-panjakàna hanao izay mety (na dia tsy tokony ho atao aza) ??

    Ze rigôla !! Hi hi hi ! Mampiomehy na dia tsy tokony hiomehy raha ny fijalian’ny vahoaka sy ny Firenena no eritreretina !

    Ny mazava fotsiny dia izao ! Ianareo no tena atao hoe voalavo tsy maty an-kibo, be fialonana satria tsy nahavit’azy ! Valy faty no masaka ao an-doha na dia fantatra fa hampijaly vahoaka ny tetika ratsy ; nanantena ny hanjaka mandrakizay tao Mmadagasikara, ka rehefa nahatsapa fa tsy nisy toerana mendrika azonareo nantenaina intsony tao, dia ny halatra sy fanonganam-panjakàna sisa !
    Olona toa anareo no tena azo lazaina hoe : MISEHO NY TENANY HO KABLA SY MARANITRA FA LÂCHE, PLEUTRE, BANDIT, VOLEUR, mitovy amin’ilay raikalahy hivavahanareo !

  27. Za ry KM tsy mivavaka @ Andry, jamais. Za woa tsy manao fomba firesaka frivol be otranareo sy ry HoAiza itony. Io ambony io ny ahy ny opinion mikasika ny krizy, de izay. Ary tian-drangahy hazava be ny position-ko, mikasika ny avenir politikan-dRajoelina, de tokony izy, hanana fahasahiana, ka hametraka ny ambopo politika ivelany, ary tsy milatsaka ho fidiana, fa hitantana ny fifidianana, mandra-pahavitan’ny tetezamita, de hahatsara toerana azy izany, eo anivon’ny fianakaviambe iraisam-pirenena, ary vao maika hampitombo be ny popularité-ny. Anjaranareo ny mandinika amin’izay, woe, iza no ho voa mafy. Ny tena tsy hahazo hilatsaka ho fidiana, ny sazy any Tsiafaha miandry, hijanona any an-tanin’olona maharary. I Andry @ zay, afaka manao recuperation @ ho avy politikany manaraka, @ maha mbola tanora azy. Raosy ane, handroso maty renibe, hihemotra maty renibe, de tsy maintsy mandray fanapahakevitra tany Seychelle aloha hanavotana aina raha mbola te ho eo @ seza.
    Raha mikasika ity krizy tanisaina lava eto, de lojika be io ry KM a! jereo, ny ireny krizy 2002, ohatrinona ny 1 litre esssence, krizy, tsy nisy novidiana akory, crimes tatsy, adin’ny Zanadambo sy ny armée légale, fanapotehana tetezana, nitoka-monina Antananarivo, nirangaranga ny adim-poko, nosazian’ny CI i Mada noho ny fivadihan-dRaosy t@ fifanarahana Dakar II, rehefa avy nosoniaviny, de notsipahiny toy izao fanaony izao, ka nanangana milisy hamotika an-dRatsiraka no nihazakazahany. De nilamina ve tamin’ireny 2002 ireny ny fiainam-bahoaka. Tsaroako, nandalo t@ faritra ambanivohitra iray aho t@izany fotoana, fa 2OO Ar ny sotron’ny pétrole.
    Tsara chance Raosy t@ireny, fa tao ambadiny ny vahoaka malagasy, ka vetivety de nifarana ny krizy, fa mino marimarina aho, fa pire lavitra noho izao ny zva-misy, raha tsisy famatsiam-bola toy izao ny nitondran-dRaosy. De misy farany io ry KM a! fantatray fa ny zavatra hain-drainareo, de manana capacité de nuisance iny, ka ireny Maputo I,II,III ireny, de lery daholo no tena sakana, de jereo koa ity Seychelle, mbola lery foana.
    Zao anefa, miandry zay be vinany ery ankodimirana ny SADEC, efa nahazo point taminy aloha iny Zandry, ary raha mbola miholakolaka eo ny médiateurs @ity fifampidinihana farany ity, de jereo, fa hamoaka ny calendrier électoral ny CENIT-T androany, ka raha tsy te hidinika Raosy, de jereo koa, fa Zandry iny, de capable miatrika zavatra sarotra, ary vitany io fifidianana io, na hanampy na tsia, ny CI satria miala nenina farany @n-dRaosy izy. De iza no harary fo eo! aleo ny tantara no hitsara, fa asaivo mandositra lava fifampidinihana toy ny fataony hatramin’izay ireny Raosy, fa ity, tsy manana choix intsony lery, fa voatery. Handroso maty renibe, hihemotra maty renibe!!!
    De toa hanao ranomasona croco any @ SADEC sy Mme Zuma ndray hono, fa woe, Zahay sy Andry ane efa nifanaraka fa hody ny vadiko, fa jereo ny nanaovanedala ny vehivavy, kanefa lery mihitsy no tsy tia ny vadiny.
    Mandefitra loatra ianao mme Lalao, fa fosafosan-dratsy hihavian’ny soa, mba mailo @izao reninao efa osa ao izao, sao ho tratry ny fahafatesana hafahafa eo indray, handotoana ny mpitondra, vous savez bien, jusqu’où, votre menteur mari en est il capable pour atteindre son objectif? Mort d’homme, c’est son terrain de jeux! Ho ela velona ane ny reninanao!!!!!!mieritrereta tsara fa Rabe visionnaire.

  28. Mitonia ry akama fa inona ary ity???Hoaiza a!mandehana mikotrana aloha
    fa ho mafy ny ady atsy ho atsy, miomakomana , mihetsiketsika daholo fa aza
    maka « L » @ Ravôpl eo , mamindra anie ilay zavatra e!!!hi!hi!hi!!!!!tsy maintsy mandresy ny tolona! homba antsika
    ilay ao ambony , AZA MATAHOTRA!!

  29. Ny AVO Rana a! efa nampitodi-damosina anareo hatramin’izay. Miandry anareo hibebaka @ ratsy nataonareo Izy. Sady mampieritreritra foana anareo woe, tsy azonareo hatao fitaovana hamerenanareo ny ratsy fanaonareo indray AHO. Ny vavaka tokony ataonareo, de ny fifonana lalina, ny fibebahana, eny fa na de manantona ny fahavalo aza, mba hamindrany fo anareo, fa andaniny ianareo mifofo ain’olona, an-kilany ianareo mivavaka ny hiverenan-drainareo @ seza, de aza manantena, fa ny Andriamanitray tsy mitsara miangatra woa, tsy Andriamanitrareo feno haine sy mpamono olona ireo!!!!!!!

  30. hoy RABE dit RABEVOPLOSY hoe : « mahita ny hatsaran-tarehin’i Yannick Rajaona, de woe « V » azo ampifangaroana diplomasia, ary amapahafirin’iza moa zay vehivavy gasy iray raha te hanao izany izy, betsaka angamba ny tsara lavitra ao aminy, na mainty, na vazaha na metisy, ary manana ny dignité-ny koa ny vehivavy gasy, surtout haut responsable toy ireny, fa nampiova inona woa ny fandotoanareo olona eto, sy intox lava izao e? Omeo porofo aho woe, nanao an’izao zahay de zao ny résultat. »

    Eh oui, « ce qui qui ressemble s’assemble »!, ny tavan’i Annick Rajaona dia ohatran’ny « VODY MISY MASO, MISY ORONA SY VAVA » koa tsy mahagaga mihitsy ny fomba fisainana sy fijery n’i RABE dit RABEVOPLOSY!, « V » comme « VODY » ny diplôme, « VODIVODY » ny intelligence, « VOODDING » ny diplomasia arahina, « VODIBE » no hireharehana sy hivavahana!. Résultat = any ankady ny firenena izay tadiavin-dRABE dit RABEVOPLOSY

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *