8 pensées sur “mydago-an-tsary”

  1. A bas le communisme …: Unlawfull imprisonment – Torture – Killing its own people if not abide by Communist Dictatorial rules!
    ___

    aussi, HAT ==> va te faire foutre avec ton Boky Mena « Hampanana ireo tsy manana » …

    NO WAY for unelected putshistes – worse, NOT minority individuals who are going to set their rules in Madagascar

    « WHERE ANARCHY AND LAWLESSNESS RULE, THE LAW OF THE MOST BRUTAL PARTY APPLIES »

    GIVE ALL THEM WHAT THEY DESERVE!!

  2. Tanisao daholo ny hataon’i Amerikanina ry foza fa ny hataonareo
    METY DAHOLO a!!!rehefa ianareo no misioka dia VOROMANGA
    fa raha ny hafa dia VORONDOLO, ary aza mora mikoropaka fa mbola vao fanadiadiana no
    hataony e!! mbola tsy mitsikilo ny vilaninareo FENO HENA BE sy ny frigo-nareo FENO HIPOKA
    izy, vao ny hatoka be sy ny kibobeanareo @ ALAHELOM-BAHOAKA sy ny FAHORIANY no hitany.
    Aleonay sosoa tsy arahana romoromo e!!izao na hitsako aza halahelom-bahoaka no mibahana na
    voky a-tenda aza ilay TSINY TSY MAINTSY BABENA .Arahany n’aiza n’aiza.

  3. Io i George B naman’i Sarkozy, ka inona izao no
    hampanaovin’i Sarkozy an’i domelina ao Dago fa tsy toy izao??
    Inona no hampanaovin’ny renikely an’i Bomba sy Nakany @ ireo olona sambotsamboriny
    fahatany tsy manan-tsiny an????Ndana mahazo miaraka @ frantsay fa aza aty no miseho
    manasa atė-doha fa MAHAZO!!!
    Ary hitako no miakapokapoka fa hay mandeha ny ankety???mbola tsy mitsikilo ny vilaninareo
    feno hena be sy ny frigo-nareo hipoka izy noho ny FANDROBANA famarotana ity tanindrazana
    fa mbola vao manadiady ry foza a!ny halahelom-bahoaka ao an-damosina babena tsara fa ahasoa
    ny taranaka fara-mandimbinareo .

  4. Firenena iza moa no nanavotra ny frantsay, izay nataon’i Hitler nandraingiraingy ?
    Ririnin-dasa tsy tsaroana ny azy, dia ny malagasy no nanalàna ny hatezerana sy ny fahamenàrana !

    Itony no tokony mba vakiana ê !

    Madagascar 1947
    Dans son ouvrage « Contribution à l’histoire de Madagascar », Pierre Boiteau nous révèle DES FAITS DEMONTRANT LE CARACTERE INHUMAIN ET BESTIAL DE LA REPRESSION.

    http://www.mada.pro/madagascar_1947.html

  5. nandalo izahay dia nahita ;vonomoka no misy eto ary tena afghanistan,syrie ary lybie no zavamisy eto ;mba hianaronareo ny ataonay miaramila amerikanina ;mpanaja ny zon’olombelona ;mbola hiverina eto izahay raha tsy miverina ravalo

  6. Az a mody mamadika resaka fa alefaso ry foza a!!
    Tantarao hilazanay ny MARINA rehetra a!!iza no nadripaka
    ny vahoaka 1000000 mahery tany Rwanda ??ny Amerikanina a??ny olona SADIKA toy ireto
    ponina ao Afganistan no ripaka koa maninona? mitovy FIHEVITRA aminareo tsara ireo koa
    tsy mahagaga raha harovana fatratra @ Fanolanana sy fangejana ny ANKIZY TSY HANDEHA
    any ampianarana fa dorana velona izany ankizy mandeha MBOLA MISISIKA MIANATRA koa
    tsy mahagaga fa mahafaly ny FOZA ny toe-javatra toy izany ka tsy maintsy harovana fatratra.

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *