NAIKA ELIANA : MANALABARAKA NY FARITRY MENABE HAJA RESAMPA

MyDago.com-Magro 29 Jul 12 (43)

Raha nandeha ny telefaonina avy any ivelany hoy Naika Eliana mahakasika ny zavanitranga teny Ivato, dia ny fanontaniana hoe iza no nanome baiko hanao an’iny? Misy olona avy any Menabe hoy izy, manalabaraka ny Menabe dia Haja Resampa. Tsy fomba fitaizana anay ny tsy fanaovana tsinontsinona ny vehivavy nahitana masoandro. Tsy fombanay hoy ity Cst ity, ny manao ireny, ary tsy nitaizana anay ireny. Maro ny olona niantso ahy hoy izy fa ho ento ny fifonanay Menabe, mifona izahay. Ity indray mitoraka ity hoy Naika Eliana dia manao loha tsitsika.

10 pensées sur “NAIKA ELIANA : MANALABARAKA NY FARITRY MENABE HAJA RESAMPA”

  1. Tsy fomban’i kiàla naika hono no tsy manaja vehivavy????????
    Hodiana adinodino sahady ngà ry naika ny nanaovanareo GTT na gasy Tia Tai sy TIM na Taiko I Marc tao Fransa an’i Mme Mialy RAJOELINA tao amin’ny seranam-piaramanidina ROISSY Charles De GAULLE? nohorakorahina notorahina lafarine sns…
    mbola aiza ny ahazo anareo e!!!

  2. L’idée de comparer, voire d’assimiler des adventices à des rosiers, ne peut provenir que d’un esprit dérangé !
    Les chiendents comme la gueule enfarinée, n’auront jamais la classe de la reine des fleurs !

  3. Malahelo ery hono ireto mpisoleleka ny « putschistes » notsenaina t@ « lafarine »!
    Mbola afa koa ny miandry ireo mpivady mpangalatra fitondrana sy mpanoso-potaka ny hajany malagasy.
    Toy ny tody sy ozona hanody andry zareo …sy ny taranany hoy ny sasany izay…ary tsy ho zakandry zareo izany na « milliards d’euros » isa-segondra aza no omeny franstay izay nividy azy ireo.

  4. Avereno @ teny malagasy io rah te hampita hafatra fa tsy azoko le tiana hambara! (tsy mahay io teny io ah azafady)

  5. Na avy aiza io na avy aiza rehefa vandana dia kary,
    Firifiry moa ny fianakaviana, mpiraitapo, mpinamana
    voatery misara-bazana fa lasa foza ny sasany???saonjo iray lohasaha ka tsy hilaozan’
    izay maharara io Naika a!!aza atao mahakivy izany.

  6. ho any kondrana mitonona andrianapoina ity mandalova aty la reunion dia ho fantatrielahy izany gtt
    aza menatra mitonona foza fa tena mitady ny adala izahay

  7. le nienfarinena lou, c normal faatezeran oul rf ts nis naratra tsitako ze maharatsy az, fa tafaotra lotra nzavatra nataon ireo maatonga ngasy nanao izany… samy manana nfomba faneouny ny fahatezerany… tsis bedy!!! GTT jvous comprend…

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *