NAIKA ELIANE : TSY HIVERINA AO ANATY RAFITRA RAHA TSY TONGA RAVALOMANAN

IMG_5103

Raha namaky gazety Express nivoaka anrdoany ny tenako hoy Naika Eliana teny amin’ny Magro Behoririka dia nisy ireo tavela amin’ireo mpanongam-panjakana mpivadika palitao niangavy anay hiverina ao amin’ny Cst. Ny havalinay azy ireo hoy izy dia izahay tsy hiverina mihitsy raha tsy hiverina eto an-tanidnrazana ny filoha Ravalomanana .  Izahay hoy ity olomboantendry ity dia tsy mitady toerana. Raha voafitaka indray mandeha izahay hoy izy dia tsy ho voafitaka indroa intsony.Raha natao ny tondrozotra tamin’ny taona 2011 dia nilaza i Fransman hoy izy fa ataovinareo sonia ny tondrozotra ary herinandro fotsiny dia miverina.ny filoha Ravalomanana. Nanao izahay hoy Naika fa heverinay fa hiverina aty izy, nefa izao efa 11 volana tsy nisy izany. Nambarany ihany koa fa nisy ny kabary nataon’ny ambasadaoron’ny frantsa, tamin’ny 14 Jolay. Nilaza izy fa hatramin’izay nahatongavany teto dia betsaka ny olona niresaka taminy ary nanambara fa ça va pas.ekena izany hoy Naika. Niteny ihany koa ity ambasadaoro ity fa fifidianana no vahaolana hivoahana amin’ny krizy. Mihaino feon-dakolosy tokana ny tenany hoy ny fanazavana, fa tsy mihaino ny feom-bahoaka. Tsy izay anefa ny laharam-pahamehana fa ny fiverenan’ny filoha Ravalomanana   Tsy misy fitoniana sy fifidianana izany raha tsy miverina eto izy.

33 pensées sur “NAIKA ELIANE : TSY HIVERINA AO ANATY RAFITRA RAHA TSY TONGA RAVALOMANAN”

  1. Mazava be!!enika Haja sy VONINAHITRA ianao ry M .Naika.
    Tena nanohina ahy mafy ilay fahatsorana sy fandavan-tena ary niaiky
    fa » VOAFITAKA in1 fa tsy in-2″ tena tiako be!!faly aho raha faly naharė izany ary enga anie izireo
    ka hitana izany TENY MAMY feno fanetren-tena izany ( ho an’ny rehetra).
    Avy dia tsory fa IREO MPAMADIKA fa aza ahodina ny reka hoe: mpamadika palitao e!!ireo izay tena fositra
    fa na teo aza ny fanonganana tsy tantearaka izany raha sy teo ny MPAMADIKA.Tsy tė hanozona aho fa samy
    ho tsaraina eto e!!!ny aina no mahatezà.

  2. Mody adala ity masoivoho ary araka ny efa mahazatra dia ilay
    fiatsaram-belatsia satria na mbola tany frantsa aza izy tsy maintsy fantany
    tsara ny fandehan’ny raharaha eto fa mbola mitady hivarotra saka be loha ihany e!!mba niteny ve
    izy sa mba nanamafy ny fampiharana ilay tondrozotra laharana 16 -17-18 indrindra ilay 20????izay vao nahasahy
    nilaza FIFIDIANANA???frantsay a! frantsay?mahery mandrapaka ohatra ny voay, avelao hanao fa mbola ho may
    ny sakay vao hitsako sy misy( hoy ilay hira).MANKALOILOY!!!

  3. Misaotra an’i MyDago namerina an’ilay sujet, mba misy ho dinidihina !
    Azonao Ranavalona ny tiany ho lazaina ? Indrisy, toa misy andian’olona miady irery koa any an-toerana !

    Misy ny « misintaka » kanefa tena miasa mafy ao anaty birao !

    Efa ho erin-taona no nanaovana an’ilay sonia, mba inona no vokany ? Nipoitra izany hoe Remenabila izany, nitombo ny famonoana sy ny fanendahana, ny vaki-trano tsy hita ho lazaina intsony ! Ny fanondrànana antsokosoko ny harena avy any ambanin’ny tany toy ny volamena sy vatosoa moa dia lasa spaoro ; niverina ny fanondrànana omby velona toy ny tamin’ny andron’i Ratsiraka ary dia asisika any anaty zavatry ny omby izay azo asitrika ao. Ny mahagaga dia tahaky ny tsy mba nahafantatra an’izany ireo mpiandraikitran’ny ministera tsirairay avy !
    Asa raha misy mahatadidy koa fa taloha, nisy fiara « fanaovana rallye hono », nalefa atao reviziô any Lareniô isaky ny mihetsika, dia tratra fa ny « écrous » na ny « goujons-n’ny kodiarana » dia toa volamena daholo !

    Natao sonia ilay FDR, dia miandry daholo ! Fa miandry inona ??? Miandry an’ny Pdt Ravalomanana izay toa mitolona irery ?

  4. Ao ve ny namana  » Elas’ . Raha tadidin’ny namana Elas ilay nolazaiko talohaloha tany fa misy Cst nifakalo hevitra tamiko dia angamba tsy ho gaga tsony efa miseho mivantana izy io!!! akamatsika io Madame io!

  5. Misy vola raofina amin’ny gony mihintsy ve ao ê ?
    Efa nahazo ny anjarany i Astérix, dia mbola handany vola sy andro haninona any SudaF indray ? Sa dia tena misié lingô-lingot, na be lainga ô marina ?
    Raha mafy be ilay domelina ASAIVO MIFANATRI-TAVA AMIN’NY PREZIDÀ-NAY Ê ! Tsy mila mpanelanelana mandany volam-bahoaka !!
    Mbola tsy voan’ny Alzemera ny Communauté internationale, ka tsy hatadidy izay fanomezan-toky ny hoe : Mba omeo ahy ny fitantànana ny tetezamita fa izaho manome toky aminareo fa tsy hirotsaka !
    Fanomezan-toky eo ihany, fa question bonne gouvernance sy traikefa, dia aotra be !!
    Tsy mila ny vahoaka malagasy !
    Noho izany rehetra izany, aza ny prezidà-nay no lambolamboina hoe, OMENAY FAHAFAHANA MODY IANAO FA MBA HIANGAVIANA TSY HIROTSAKA HO FIDIANA INTSONY !!!

    NON N’EST PAS !!! TSY MIADY AMINAY ILAY NI..NI ( NA MANDINA IO NA TSIA ) !!! TENY MBA ATSIPY HO ANAREO KOA IZANY RY BELIARA ARY RY MAMY R. (SAO DIA…) !!! TSY DIA PAISO DAHOLO AKORY NY OLONA !!!

  6. Tananews – 17 juillet à 9h46

    Lanto Rakotomavo : »Rien n’interdit la candidature d’Andry Rajoelina alors que Marc Ravalomanana, lui a été condamné à 3 reprises » !

    Mais par qui, et pour quels motifs ???? Faut-il rappeler à cette dame que 20 millions de malgaches sont encore sanctionnés par la Communauté internationale, par la faute d’un imbécile qui se croit tout permis car il a quelques têtes brûlées et armées dans sa poche ? C’est à se demander d’ailleurs, ce qu’elles font là-dedans !

    Pour la gouverne de cette dame, la Communauté internationale n’en a cure des décisions de justice prises par un gouvernement sanctionné et de surcroît illégal ; les verdicts rendus sous la contrainte ou par des tribunaux non compétents sont juridiquement réputés nuls et non avenus !

    D’ailleurs, il n’y a ni aveux de la part de l’incriminé, ni preuves à charge !! Les preuves que le monde entier a vues, on peut encore les visionner sur internet ; des vidéos tournés par des journalistes et des amateurs le samedi 7 février 2009 place du 13 Mai, ainsi qu’à Ambotsirohitra sont des preuves irréfutables ! Nul besoin d’avoir un doctorat en droit, ni d’être un spécialiste en droit pénal pour déterminer LES VRAIS RESPONSABLES, LES CRIMINELS !!!

    L’invitation ou la présence du président Ravalomanana à Addis-Abeba lui fait perdre les pédales, et lui fait dire n’importe quoi !

  7. Afaka MIAKAPOKAPOKA izay tapon-karena sy MATIKELY
    rehefa fa misy lalàna ity tany ity ary tsy izy ireo no tompony sy
    tokony handahatra. Fatin’aliaka tsy faka taranaka daholo ireto MPISOLELAKA, efa kenda hatrany
    an-tenda kely mbola tsy mba mahay miaina fa vao maika ho entin’ity LOHA MAIVANA ity Lanto R
    sy ny forongony, mba vehivavy ihany fa dia tsy mba miheritreritra ny ho avin’ny taranaka faramandimby.

  8. Jalousie?
    Nothing complicated, big fact as far as our nation(s) is concerned:
    – c’est France versus USA
    – by means of tools Ratsirahonana-Ratsiraka versus Marc Ravalomanana

  9. Salut HoAiza !
    Tao amin’ilay sujet hoe « MAGRO BEHORIRIKA : Ny antsika Dada ihany », no saika nametrahiko an’ity post ity, fa toa tsy misokatra ny fametrahana commentaire ao !
    Miverina kely amin’ilay resaka Raholidina mantsy aho, satria tena hita fa efa miteniteny fahatàny foza amin’izao fotoana izao, hetin’ny tahotra sy henjehin’ny ratsy natao !
    Hoy ny ntaolo hoe, aleho henjehin’ny omby masiaka toy izay henjehin’ny eritreritra !

    Raha nahita ny zavatra voalazany aho tao amin’ny Tananews omaly dia sady sorena no faly ihany koa ; hoy izy mantsy hono :

    « L’un a un dossier propre et l’autre des sanctions pénales pesant contre lui à cause de ses actes sanguinaires. L’un donne tous ses moyens pour redresser le pays, tandis que l’autre, a non seulement laissé des ruines derrière lui, mais continue à semer les troubles de par son pays d’exil. L’un est au pouvoir et a été mis en place par le peuple, tandis que l’autre a été renversé par ce même peuple ».

    Tsara ho fantatr’io olona, fa fanambaràna tahak’izao no hanakend’azy mafimafy kokoa !
    Nahatsiaro an’ilay lahan-tsoratra ( Sanctions internationales à reformater ) nosoratan’i Ndimby A. tao amin’ny Madagascar-Tribune aho raha nahita an’io fanambaràna io.

    Hoy i Ndimby A. mantsy :  » Il faut être un crétin patenté pour croire que l’arrivée de Andry Rajoelina au pouvoir résulte de la volonté de la majorité  » !

    Izaho hanampy kely hoe crétin patenté, doublé d’un triple idiot ! Olona toy izany no mba atao hoe CST hono, mahamenatra !

  10. Tena matsilo koa izany zanak’i dada izany an!!
    Raholidina dia olona fantatro taloha tany ampianarana
    ary tsy nahagaga ahy ny nahitako azy FOZA taty aoriana, hitako ohatra izao fotsiny izy fa
    tsy dia olona azo mba hatao namana @’ilay toetra ,avy dia fantatra foana mantsy ny olona
    sady izy tia seoseo iny nef dia tsy dia hitako, tsy mitsara olona aho fa fantatra @ voany ny
    hazo naniriany.Ny tiako ahatongavana dia aza dia miasa loha loatra @ olona toy ireny fa sao
    latsaka ambany noho izy eo,tsy by tsy ba !Ny vava no hamidy angaha fa ny ankoatra izay 00!

  11. Io ndray Raosy ry KM, fa manao ilay fomba fiadin’olona dondrona be je suis, de woe nahazo invitation t@ fivoriana OUA farany teo. Tadidinao izy, le nilaza taloha fa voaasa manokana t@ fivoriana farany taloha an’io, kanefa tsy navelan’olona nanatrika, satria te hisolo tena an’i Madagasikara hono, de teo @ couloir ihany no nihainohaino; de toy izany koa ty farany ity, nanendry tena ho any, tsy nisy nanakana, fa spéctateur tsotra, ary tsy ni-représenter an’i Mada, fa raha tena marina io, asaivo avoakany eto, lay fanasana, sy ny sarin’ny fandraisana anjarany tao @ fivorina,toa ilay taratasiny nitalaholaho ny SG Sadec hihaona an’i Andry.
    De aza mila raharaha re ry KM, fa dadanareo zany, raha langage diplômatique, verezin’i Andry any @ adabo, teny frantsay tsisy vanona, ny teny anglisy, tena otran’ny 104, mapme be le accent.
    De miesona ndray ny zanak’i dada, rehefa any am-pitsangatsanganana any Adis Abeba lery, satria nandeha tany mihitsy tsy voaasa akory, satria tsy omen’olona lanja ara-diplomatika, de ny tena sisa no mitady zay fomba ahafahana mizesta any @ tanàna, woe , tena voaasa aho ry vahoaka malagasy.
    Fa na de atao woe, akamabean’i Zuma sy ny vadiny aza, tena za mahita woa fa hatramin’ny dadany, sy ny zanany, de tena dondrona raitrano ireto, de manao anay vahoaka malagasy ho sagnagna, de mandrangaranaga woe, hody aho, mahazo milatsaka aho, toa te hiteny woe, zay ny fanomezantoky azoko t@ vadin’i Zuma filoha vaovao OUA, de be fanantenana be fa hitondra ny miaramilan’ny Sud Af sy ny sadec hahafahako milatsaka, kanefa ao Sud Af ao ihany no mahazo mitabataba, fa raha vao midina an’ Ivato ny tongotra de mamay be any @ tribunal sy Tsiafaha.
    De aza maika ry Naika fa mahazo tsy miasa nareo, fa efa miantona ny saosy sy ny remplaçants a! henjana be ane woa Zandrinay iny. Malefaka be sy diplômate, fa rehefa mandray décision, midona @ poteau daholo ny loha. De miverina ihany avy eo, satria tsy foy le volabe sy ny seza. Ka kapoaka aloha vao dada koa!!!
    Fanga woa fohy fitadidy ny Zanakosy, fa samy nasain’i Zuma i Andry sy Raosy, t@ centannaire ny ANC, fa Zandry niara-nipetraka t@ officiel, fa Raosy tery @ sisi-tosy, niaraka t@ sarababem-bahoaka. Ary io no tena zava-misy marina fa tsy zao intox Raosy sy zanany rehetra izao akory. Efa zatra anareo zahay e!
    De iaraha-mahita eo ny tohiny, fa na hilatsaka na tsy hilatsaka Rajoelina, Raosy efa maty ara-politika, tsy hahita mangirana ny sezany izany intsony.
    De ampiesony foana ny Zanakao Raosy fa milay be a!! aleo hazavaina tsara mba handinika, fa donto otranareo ihany e!

  12. Salut dahol :
    de tonga ity vazaha juriste sud-Af
    niseho télé MaTv t@ vao2 teo
    fa:
    miandry an’i Dada hono ny tribonaly mikasika ny vono FOZA avy aty ivoho
    SACRIFICE HUMAIN orchestré et exécuté LIVE
    par la HAT le samedi 7 fév 2009!

    Un juriste de pacotilles…

    MBA MENATRA,
    MIVOAKA NY VARAVARANA am-pahendrena
    RY TGVistes
    __

    Ary nanomana tany hialofana (réfugié)
    any La Réunion anga i Joelahimboto ny Alahady teo,
    fa toa nivily lalàna nankany aloha
    vao nitodi-doha nanokana ny zava-bitan’i dada8
    tany Mahajanga?

  13. Nisy namana nampita an’ilay vaovao mampiomehy koa, fa misaotra na dia izany aza !
    Misy vola adala tompo ê ! Ny mampalahelo dia toa ny volan’ny vahoaka malagasy foana no entina hamonoan’azy !
    Ny lalana mandeha mankany Mahajanga anie ry HoAiza aminy, tsy maintsy mandalo La Réunion, na Maurice na Mayotte ê ! Indrindra fa amin’izao fotoana izao, mbola mandalo Dubaï koa ! Apetrapetraka eny ihany ny vato menamena toy ny nataon’i Lépétipoussé, SAO DIA VERY REHEFA MODY !! Fanaon’izy sy Tsikirity io !
    Tsy tadidinao koa angaha ny Tana-Dakar-Paris ?

    Avelao hoy aho hanao izay tiany ireo foza ireo, fa ho kendan’ny taolan’elefantra ireo !
    Mianak’endry laotra !

  14. Adino kely !
    Manao ny adalàny, mampiasa an’ity loha paokaty i domelina, mitady izay fomba rehetra, MBA TSY HIAONANA SY HIFANETREHANY TAVA AMIN’IZANY HOE PREZIDÀ VOAFIDY SY MAMIM-BAHOAKA IZANY !!!!
    Hevitra avy amin’ireo « mpanolon-tsainany » izay mivaoka eo, fa ny azy efa fantatry ny rehetra fa ………ny ao anatiny ao !

  15. Koa tsy efa litika indray izay ny anao lahy naka sary niaraka t@’izay vazaha
    reraka izay natao 40m2 ny habeany sao sy misy mahita fa mitakosona @ Sudaf
    ilay domelina be???ohatra ilay mpihira indray mandeha iry ?tena latsaka aho nahita ilay sary , izy @’io
    manao ilay haingon’akanjo napetapetaka ireny fa filoha hono hi!hi!hi!!!!Mapmė be ! maika raha ranomasina???
    fa toa ranom-potaka aza manonja.Dia efa tena mihevitra olona inona hono ity izy???fa iza no nila SORONA
    hangalarana fahefana hono???avelao HIJABAKA eo!!!efa eo ampelatanany daholo kosa ny ain’ireo rehetra
    vavolombelona koa izay no ahasahiany MITAGATAGA toy izao t@’iny raharaha 7 fev iny.Dia efa tsy misy intsony
    angaha izao Zanahary izao @’ireto foza???????

  16. Tandremo fa misy dikany daholo izany fivezivezena izany an!!l
    Mitaona zavtra tsy ferana any ambadika any fa ny eto @ tanana
    efa misy mamadika palitao vao2, sady mahajanga koa misy SERANANA an!!ahondrana aloha izay azo
    ahondrana fa sao………..?????

  17. Aza mampiomehy ê ! Dia asianao mafy mihintsy izahay amin’ity kôlesterôla tsy fidiny ity, indrindra rehefa mahazoazo taona ! Lol !!!

    Misy ahitsiko kely (sorry fa tsy serry), sa dia te-hanao « d’une pierre deux coups » amin’ilay apâté ??
    empâté : Voky, dia mibontsina daholo ny vantana, ny paosy ary ny kaonty any amin’ny banky !
    appâté : Voajono mora tamin’ny v. mora rehetra, satria v. ihany koa !
    MDR !!

  18. Mapmė be ilay hoe:  » mila onitra  » hi!hi!hi!!!!!fa tsy efa voavidin’i
    domelina t@’ilay 25 milly t@’ireny fotoana ireny angaha ny ain’izy ireo hono??
    Miakapokapoka be ilay AV 7 ray olona! dia mitonon-tena toa lolo fotsy ity doma lahy , dia tsy tahotra tsy henatra
    mbola mahajery fitaratra ve io gaigy lahy io e?EKEKO RAHA MBOLA TSY NISY NY POROFO MONEN’i Charles
    fa tsy efa taty aorinan’iny porofo nomen’i Charles iny kosa angamba???sao dia efa ho entin’ny vola ho aiza ity izy?
    Efa TÔTÔAN’i domelina efa ela moa iny ka tsy mahagaga, ny azy koa bizina,ilay avoka koa ka tsy mahataitra.
    Dia mihevitra ireto vendrana fa hipararetra toa azy i dada dia handoa ity VOLA !VOLA tadiaviny angamba an!!!
    MANALABARAKA !!!!!!

  19. Tsara karavaty ery angė AV 7 izany e!!!efa nahavita villa firy izay izy io ??
    vola mora koa angonina aloha na dia efa fantatra aza fa MAINTY lazaina fa FOTSY
    sao mandaitra kosa koh!!i zanakisoa sy baomba eo manome toky hanarona ny maloto hafenina.
    Dia samy hifankahita fa avelao hanao ihany ,eto izy tena mikitika VODIN-TSOAVALY KAH! ahita izy fa izao tontolo
    izao mihintsy no tsy maintsy HITSANGANA ny @’io HAGEGENA MIOHA-PAMPANA io.

  20. Izao no alehany rehefa vahaoka dondrona ê ! Mpitondra dondrona, ny vahoaka dondrona !
    Jiolahy nananika Lapam-panjakàna no mbola atao senatera !
    Dolan no prezidà, ary ry AV7 efa voasazy ny tribonaly (affaire Sabotsy-Namehana) sady mpanafika ihany koa no mbola omena voninahitra !
    Tsy mahagaga raha manjàka ny dahalo ! Samy manao izay tiany !
    PPFFFFF !!!

  21. merci tsy misorona: 2p zany é!
    (tao @ molotro ihany koa ilay terme iray, saingy saiky nataoko hoe en-pâté
    hihihi)

    Misaotra lalandava MyDago nampifandray ny GASY samy lavitr’an:
    entre autres ==> homehy rery aho ndraindray

  22. HoAiza;
    Zavabitan’ny dadanareo ny hopitaly manara-penitra any mahajanga, zava-bitan’ny dadanareo ny lalana Morondava hoy Basile zanakosy, zava-bitan-drainareo ny hôtel de ville, ireo hopitaly manara-penitra marobe, raha tsy hilaza afa-tsy ny etsy Andohatapenaka, tany nalain-dRaosy ankeriny, saiky hiompiany ombivavavy beronono, sy ny ny any Toamasina tao @ tanin’ny magro, zay an-draosy avokoa, nalaina ankeriny hanaovana empire tiko, de nalain’i Andry hanasoavana ny malagasy, ilay Zenith be etsy Atsonjombe moa manginy fotsiny, ny projet miaraka @ UE any Atsimo, hamatsy herinaratra, e!e!e! tsy lazaina intsony…SNS sy zay mbola ho avy.
    Za aloha tena miaiky tongotra aman-tanana an’iny filoha jeune kely iny, fa na de tsy misy famatsiambola aza, ny harin-karena eo an-tanana ihany no hanaovana izany rehetra izany sady mbola handoavana ny karaman’ny mpiasam-panjakana, hampandehanana ny admnistration, handoavana trosabe notrosain-draosy, nividianany air force one, sy nangalariny nentiny nandositra tao sud Af .
    Maika moa fa nivaha teo ny ny famatsiam-bola, izay efa mahabe fanantenana ny reconnaissance , satria samy efa niverina ny Alemana sy ny Anglisy, de ireny porofo mitohaka @ tenda t@ 26 Juin ireny ry sagnagna a!
    Mahery aloha ny AV7 e! sahin-dry zareo mihitsy ny mangarombiby an-davaka, de tsy maintsy hivoaka eo ny tay nafenina, fa ireo miaramila Sud Af nasiana nitifitra mihitsy ane no hanao témoins e! Ny olona woa, favy, mahay miady, fa tsy dondrona otranareo zay raha vakiana ny lazain’ny tsirairay eto, de resa-jaza, miteny ratsy sy manopaompa fotsiny. De marary fo eo daholo e!hihihi!
    Ataovy milentika ao andohanareo zanakosy ireto woa, fa ny dadanareo no nilela-paladihy, hihaona @ i Andry, fa i Andry hatramin’izay, mbola tsy nangataka arrangement na fihaonana velively an-dRaosy, sady mazava be woa ny zavatra hitranga @io fihaonana io, na de mody aza Raosy, de tsy maintsy ampiharina ny and 45, de hotsaraina, fa tsy ilay nahita fa woe, lany filohan’ny OUA ny vadin’i Zuma, de nihorakoraka be lery woe, mahazo mody aho de mahazo milatsaka e! mapme be, tena tsy nianatra woa, ka manaonao foana, vao maika ary ireny, raha te hanampy anao ny CI, hanaoavn’ny olona anao woe, tena voa sy marary saina le rangahy io. Tsy mbola misy n’inn n’inn akory, de midehaka. Eny e, mi-comprendre an’lery ihany ny tenanay, fa mafy izany sesitany? EFA HO 4 taona izay ( io le tena réfugié) ry Hoaiza donto be a! Zay andehanan’ny olona kely mankatsy na aroa, defa ahitana intox daholo. Lazaina Mialy fa nandositra, iny izy sy ny charme, teny 26, bory lela daholo ny vena, nahita ny fihobian’ny vahoaka ny FILOHANY. Ny gasy io ane, maranitra, sao ity fahasahiranana ity foana no voizinareo ireto, fa nareo no hitam-bahoaka fa be vinany. Raha tsy izany ve, ny minisitra sy ny parlematera Raosy tsy miasa, kanefa migalabona @ karamany sy ny avantages ny. Aiza le woe, mikarakara vahoaka e! eo ianareo izao, aiza ny résultat omen’ireo mpitondra ao @ moov Raosy, toa lany andro mampiesona ao @ magro, fa ny adidy @vahoaka sy ny tanindrazana, tsy raharahiana, de aza be vava woa, raha tsy ny fahaizana politika sy ny havendranana no mahavoa lava, miainga @n-dRaosy sy ny taraka faramandimbiny izany. Henjana ny foza a! tsy zaka ny fiketony, ka itony serasera mydago, izay azy ireo ireto ndray, no hanamparany ny havendranany, izay tokony ho fitaovana mahomby @ tolona ataony, aiza moa no tsy handihizan’i Be sy ny ekipany. Ataony maharary hatramin’ny…… Sa ahoana Rana. Ndry kosa aloha aza mikôzy, fa tena tsy misy azo raisina na de kely aza e! mandrevireve fotsiny fiverenan’i dada, manaova otran-drafotsibe very laona, de andraso eo Paoly an! ka vena raitrano tsinona koa!!!!

  23. En-pâté de cosson ou plutôt lapan !!! Hi hi hi !
    AV7 nitsapatsapa vodin’akoho teny Ambotsirohitra, nahazo tay !
    Izao tsy mbola fay, fa dia mangarom-body mihintsy fa tsy ampy ‘ty nahazo !!!
    Io fitoriana io ry vendrana tsy zavatra azo ataotao fahatany â !
    Tanana maimbo iny aza entina mikitikitika volombavan’ilay liona, fa ho azon’ny coudegrifa eo !

  24. Tsy misy fisaorana ê !
    Izaho rehefa manoratra tsy mijery izay kilaometatra, fa dia toy ny hoe izaho eo Antaninandro (misy ny tranonay), dia ianao etsy Faravohitra ! MDR !!

    Hoan’ireto foza ! Mitandrema ihany hoy aho fa efa ho avy izahay amin’ny angady sy ny arona raha mbola miseho milay eo !

    Mba vakio fotsiny intony fa ny tribonaly, hitanay foana ny lalana mandeha mankany amin’ilay tena izy, rehefa tonga ilay andro izay !

    http://www.lexinter.net/JF/procédure_abusive.htm

    Santionany fotsiny, azo atao hoe aperitifa sy amizigela, fa ny antire sy ny rezisitansa tsy ho tafiditra ao anaty kibonareo !

  25. Io anie no hataoko hoe: any @ tsy fikitika no kitiana e!!!
    Ary dia ahita izy ary ahalala tsara fa mety ho zavatra tsy
    ampoizina mihintsy no hitranga eo?? nefa tsy olana @ foza izany, efa fantatra e!!
    ny anio ihany!!

  26. Nisy niantso fa hoe tsy misokatra ilay lien ! Miala tsiny, ary tsara mba mamaky an’io ny mpanohana ny ara-dalàna fa…..mila mandika kely ilay lien dia mi-googler !
    Aza fady !

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *