RALAISEHENO GUY MAXIME : TSY AZO IHODIVIRANA NY FIHAONAN-DRAVALOMANANA SY RAJOELINA

Tsy azo ihodivirana ny fihaonana eo amin’ny filoha Ravalomanana sy Rajoelina, hoy Guy Maxime teny amin’ny Magro Behoririka androany, fa misy ny politika avo lenta ataon’ny frantsay hampihemotra izany. Ny filoha Ravalomanana hoy izy dia efa niteny fa ny 90% dia ataony avokoa fa ny 10% no anjarantsika. Tsy maintsy mijery  isika hoy Guy Maxime hoe ahoana no vokatr’io fihaonana io.Niarahantsika nahalala anefa fa isaky ny misy ny fifanarahana dia mivadika Rajoelina, fa ny frantsay no manery azy. Noho ny fahatahorana hoy izy ny amin’nyhoe hanenjika azy ny filoha Ravalomanana. Izy anefa tsy hanao izany araka ny efa nambarany. Izay no antony hanaovan-dRajoelina be marenina. Nambaran’i Guy Maxime fa ny hiomanantsika dia ny ialohavantsika ny zavatra mety hitranga. Noho izany dia ny fahafenoantsika tonga maro eto no zavadehibe ka samy hanao ny tandrifiny azy isika. Maro ny mihevitra hoy ity mpanao politika ity, fa ny fiarahana amin’ny Ankolafy Ravalomanana no mampandresy azy. Marina izany saingy rehefa manana fijery maloto dia tsy miaraka amintsika. Isika hoy izy dia efa nilaza fa tsy tokony hisy ny fanenjehana ny Ankolafy Ravalomanana, kanefa ny sasany mbola manao izany, noho izany dia ny asa atao no jerentsika amin’ireny olona ireny, satria ny lazaina androany dia hafa indray rahampitso. Tsy mety amin’ny filoha Ravalomanana izany hoy ny fanazavana. Nanafatra ny vahoaka ihany koa ny tenany, fa mila mahatoky ny mpitarika ny vahoaka. Mahafantatra ny asiany ny tongony ireo. Tsy sitrapon’ny filoha Ravalomanana hoy Guy Maxime no nampikatso ny firenena fa ny fitsetsefanareo ny harem-pirenena. Marihina moa fa handray vahiny rahampitso ny zanak’iDada eny amin’ny kianjan’ny Magro Behoririka. Noho izany dia nanentana ny vahoaka ny mpitarika mba ho tonga maro hanatevin-daharana ny tolona.

13 réflexions sur « RALAISEHENO GUY MAXIME : TSY AZO IHODIVIRANA NY FIHAONAN-DRAVALOMANANA SY RAJOELINA »

  1. un peu de sodafruit pour nous tous!bonne relecture
    NOTE EXPLICATIVE DE L’ARTICLE 20 DE LA PRESENTE FEUILLE DE ROUTE
    Dans le cadre du mandat donné par le Sommet de la SADC tenu à Sandton et réitéré à Luanda, les 17- 18 Août 2011, la Troïka de la SADC propose le texte suivant pour le paragraphe 20 de la feuille de route :
    La Haute Autorité de la Transition (HAT) devra permettre à tous les Citoyens Malgaches en exil pour des raisons politiques de rentrer à Madagascar sans conditions, y compris Monsieur Marc Ravalomanana. La HAT devra fournir la sécurité à tous les exilés malgaches rapatriés. La HAT devra
    développer et promulguer d’urgence les instruments juridiques nécessaires, y compris une loi d’amnistie, afin d’assurer la liberté politique de tous les citoyens Malgaches dans le processus inclusif de transition, débouchant sur la tenue d’élections libres, justes et crédibles.
    La Troïka souhaite apporter l’interprétation suivante du terme « sans conditions » énoncé dans les décisions du Sommet de la SADC.
    1. Les principes et valeurs de la SADC n’acceptent pas l’impunité. Le terme « sans condition » s’applique à la notion de liberté de rentrer à Madagascar pour tous les citoyens malgaches en exil pour des raisons politiques. Cela implique qu’aucune mesure administrative et politique ne devrait être appliquée pour restreindre ou empêcher leur liberté de rentrer au pays.
    2. Ainsi, « sans conditions » ne suggère et n’implique pas les citoyens malgaches rapatriés une exonération de poursuites judiciaires ou pour des crimes allégués.

    3. Les principes et les valeurs de la SADC reposent sur le respect de l’intégrité territoriale et la souveraineté des Etats membres. La SADC reconnaît et respecte la compétence, la légitimité et l’indépendance des systèmes judiciaires de ses Etats membres. La SADC n’a pas le pouvoir de s’ingérer ou d’annuler quelque condamnation judiciaire par le tribunal national de tout Etat membre.

    4. La SADC ne définit pas et ne détermine pas l’étendue et le contenu des lois d’amnistie des Etats membres. Il est du ressort des autorités compétentes de ses Etats membres de débattre et de s’accorder sur leurs lois d’amnistie en prenant compte des normes internationales applicables qui excluent de l’amnistie les crimes contre l’humanité, les crimes de guerre et les violations des droits de l’Homme et des libertés fondamentales.
    Article 35. La SADC et l’UA demandent aux partenaires bilatéraux et multilatéraux de Madagascar d’apporter, dans le respect de leurs procédures respectives, leur soutien multiforme aux institutions de transition consensuelles et inclusives, notamment le Gouvernement de Transition, le Congrès de Transition, le Conseil Supérieur de Transition et la Commission Electorale Nationale Indépendante et le Filankevitry ny Fampihavanana Malagasy (Conseil de la Réconciliation Malagasy);
     » Nous sommes tous responsables de nos actes », a conclu le Président Rajoelina au sujet du retour de l’ancien Président qui avait transféré anticonstitutionnellement ses pouvoirs à un directoire militaire, le 17 mars 2009, avant de s’enfuir sans crier gare en Afrique australe.
    Enfin, à propos des… propos de Louis Michel, membre du parlement européen, le Président Andry Rajoelina a rappelé que : « Seules la Troïka et la Médiation de la SADC sont mandatées pour régler la crise malgache en matière de suivi de mise en œuvre de la Feuille de route menant vers la sortie de crise à Madagascar. Le nom de Monsieur Louis Michel n’est mentionné nulle part. D’ailleurs le Peuple malgache connait pertinemment le commanditaire de ces propos et cela n’engage que lui, c’est sa propre vision des choses. La SADC, la Troïka et le gouvernement français ont tous noté une avancée positive vers la sortie de crise et ont tenu à manifester leurs félicitations quant à l’application de la Feuille de route notamment à la mise en place du gouvernement d’union nationale. Ils sont prêts à appuyer ledit gouvernement ».

    Cour Pénale Internationale, 10 ans : tolérance zéro pour l’impunité

  2. Faly amin’izay zavatra nitranga atramin’izay ve ianareo, no tsy dia misy hetsika mivaingana hita maso ê ???
    Raha tsia ny valin-teny, dia :

    TARITO NY VAHOAKA HILAHATRA AMPILAMINANA, MBA HO HITAN’IZAO TONTOLO IZAO ARY INDRINDRA FA RY ZAREO AO AFRIKA, FA TSY MAMOKATRA MIHINTSY NY ZAVATRA NATAON’NY SADC SY NY UA ATRAMIN’IZAO !!!
    TONGA MARO BE NY TELEVIZIONA SY NY RADIO ARY MPANAO GAZETY, HANAO NY FITANTARÀNA MIVANTANA MOMBAN’NY CAN RUGBY 2012, TSARA MBA HO HITAN-DRY ZAREO FA NY SASANY DIA MIFALY DIA MIFALY FA NY VAHOAKA 99% DIA MIJALY DIA MIJALY !!!
    ATAOVY NY HETSIKA MBA MISY HO TANTARAIN6DRY ZAREO, NA DIA IREO MPIFANINANA AZA IZANY !!!
    Tadiavo hoe aiza ny hötely na trano hipetrahan6dry zareo, DIA LAZAO NY ZAVA-MISY !!!
    BANDERÔLE ENY AMIN’NY GRADINS NA ENY AMIN’NY FIHIDIRANA !!!
    ATAOVY MAZAVA IZAY ZAVATRA TAKIAN’NY VAHOAKA MALAGASY !!!

  3. SADC – IMPUNITE SELECTIVE OU GLOBALE ???? SUR QUELS CRITÈRES ?????
    QUE FAIT L’UA A MADAGASCAR EN CE MOMENT ?? SUIVRE LE CAN RUGBY 2012 ???

    MILA MANAMBOATRA FONJA ALOHA NA TSY DELIKSA AZA, FA TOA HO MARO IHANY IZATO HILALAO ANY AM-PONJA !!!

  4. Izao fotsiny ny tena mety ry zareo â !
    Rehefa tsy hampiatra ny FDR ny mpanongana sy IREO MPANOHAN’AZY, DIA TOKONY HO TAKIANA NY FAMPIARANA NY ACCORD DE COTONOU !!
    Efa telo taona sy tapany izay no notakiana io zavatra io, ary tsy i Beriziky sy ny tariny mihintsy no azo hitokisana amin’izao fotoana izao !
    Tadidio fa izy io dia tao amin’ny kabine-n’ny MAE governemanta foza VOALOHANY INDRINDRA !!
    Movansa Ravalomanana ve tao anatin’io governemanta io ?

    TADIDIO FA REHEFA TSY AMPIARINA NY ART.16 ARY INDRINDRA NY 20, DIA TSY HANAN-KERY IO FDR IO.
    FEHINY : RAVAO DIEN’IZAO DIA GADRAO NY MPANONGANA SY IREO MPIANTOKA SY MPANOHANA !!

  5. Inona koa no hataon’ilay (be tay be loha be kakana ny ravitsofina foana
    no mitapelaka fa saribakolin’i domelina sy ny renikely fotsiny) any Bruxelle???
    Dia nisy ezaka vita hono t@’ity FR ray lanitra o!!mapitė hisintona mafy be ilay sofiny mivelatra be tsy
    haninona iny, mampiady angely fotsiny,i BERIZIKY io an!!!

  6. Hilalao inona any amponja ry Kintana???tsy azoko???
    izay mihintsy ilay izy : rehefa tsy hampiantra ny art 16 hatr@ 20 dia rava ny tsena ,
    ampidirina any anaty Garaba ny akoho sy ny vorona sy ny FOZAAAAAAA!dia mandry faizay ny tanàna.

    Manome litika be ny mijery an’ilay Beriziky tsy mahasahy miteny akory fa tsy tafavoakany ny baolina fa lazainy fa efa misy ny
    ezaka, EZAKA INONA???indrindra izay mba ezaka avy aminy????tsy mahalala menatra mba lehilahy lehibe ihany. Izay dia
    ampianarin’i la frantsa sy domelina MANDAINGA dia MANDAINGA KOA.

  7. La réunionet de la SADC de deux jours ouverte ce 03 juillet 2012 en Afrique du Sud n’ a communiqué ni l’ordre du jour ni mentionné l’objet de telle réunion.
    Nous savons que la SADC tient cette réunion le 03-04 juillet..Des bruits ont circulé la semaine dernière que la crise à Madagascar fera l’objet de discussion ; aucune précision sur les participants , le lieu , la date de cette discussion n’ a été rapportée !

    DE LA IMAGINER QUE LA SADC A CHOISI LE HUIS-CLOS COMME CADRE DE DISCUSSION DE LA CRISE A MADAGASCAR N’EST PAS IMPOSSIBLE , COMPTE
    ETANT TENU DES BLA-BLA ?DES BAVARDAGES , DESDES LETTRES OUVERTES POUR RECLAMER LA TENUE DE LA RENCONTRE
    DU PRESIDENT RAVALOMANANA MARC AVEC L ‘AUTEUR DU COUP D’ETAT RAJOELINA ?TOUT EN OUBLIANT DE DIRE QUE CETTE RENCONTRE A ETE DEMANDEE SUR L’INITIATIVE DU PRESIDENT RAVALOMANANA MARC !

    QUE LA RENCONTRE SE FASSE A ANTANANARIVO PASSE MAIS NOTRE INSISTANCE , PEUT-ETRE NATURELLE MAIS MATERIELLENT NON PRATIQUE OUR DIVERSES RAISONS NOTAMENT SADC POURE ( FAUDRAIT-IL QUE JE METTE LES POINTS SUR LE ? );
    DSCRETION DE LA SADC A -T-ELLE ETE ADOPTEE ET PRISE POUR BOYCOTTER TOUTE INTERVENTION INTEMPESTIVE ,

    JE NE VOIS AUCUN INCONVENIENT SUR CETTE DECISION DE HUIS-CLOS PRISE PAR LA SADEC POUR RESOUDRE DES PROBLEMES INTRINSEQUES A ELLE !

    ET SI CES PROBLEMES PORTENT SUR LA CRISE A MADAGASCAR ? ET BIEN NOUS LA FERMONS CAR NOUS FAISONS PARTIE DE LA SADC ET LA RENCONTRE DU PRESIDENT RAVALOMANANA MARC AVEC RAJOELINA NE CONCERNE PAS LES MALGACHES !
    APRES TOUT LA CRISE A ETE DECLENCHEE PARLE COUP D’ETAT COMMIS PAR RAJOELINA !
    ET NOUS MALGACHES ET LA COMMUNAUTE INTERNATIONALE NE SONT PAS PARVENUS A LES FAIRE RENCONTRER EN TROIS ANS ET DEMI !

    ALORS FERMONS-LA ! LAISSEZ -FAIRE ! ATENDONS VOIR SI CETTE REUNIN PORTE SUR LA CRISE A MADAGASCAR §

  8. Lasa dia lasa tokoa ny fisainana manenjika ny fihazakazaky ny FITADIAVANA NY VALIN4NY AKAMANATATRA mikasika NY FIHAONANA NANGATAHAN’NY
    FILOHA RAVALOMANANA MARC AMIN6DRAJOELINA!
    Neken’ny SADC ny fihaonana ary dia nikarakara izany ;;;ARY NAMETRAKA FEPETRA HENTITRA HO AN’IREO PIHAONA ;
    ;;;IREO MIHAONA DIA MANAIKY NY HIHAONA ARY NOHO IZANY DIA TSY HEKENA IZAY MITSIVALANA NA MITADY HANEMBATSRMBANA NY FIZOTRAN ‘NY FIFANDINIHANA IZAY MITERAKA SAKANA..
    IZANY FIHETSIKA IZANY DIA HO SAZIANA ARY HO FAIZINA KA HESORINA TSY HANOHY NY DINIKA ATRANY AMIN’NY FARANY;;;!
    MOA VE MIDIKA ITY FEPETRA ITY FA IZAY TSY METY MANATRIKA IO FIHAONANA IO DIA MANAO SAKANA NA MISAKANA NY FIZOTRAN 4NY DINIKA KA TSY MENDRIKA HANOHY ATRANY AMIN4NY FARANY NY DINIKA ,

    iZANY FANONTANIANAIZANY NO APETRAKO DIA NOHO NY FANAMBARANA NATAON6DRAJOELINA NY 03 JUILLT 2009 !

    NA SY MANATRIKA ILAY FIHAONANA VE RAJOELINA NEFA MANAO SONIA IZAY FANAPAHAN-KEVITRA NO DINIHANA DIA HEKENA TOA NY NANATRIKA ARY NANAO SONIA ?

    TSOTRA NY VALIN’IZANY :

    ;;; NY MIHAONA DIA OLONA MIFANATRI-TAVA, MIFANDRAY TANANA? MIRESAKA IMASO IMASO ?TSY MISY EFITRA MAMPISARAKA AZY !
    KOA NOHO IZANY DIA TSY AZO HEKENA HOE NIHAONA IZY ROROA RAHA TSY TAO AN-TRANO NY IRAY;;;
    ;;;AZO HATAO HOE NISAKANA NY FIHAONANA VE RAJOELINA TSY NIFANATRIKA TAMIN’NY FILOHA RAVALOMANNA MARC NA NANAO SONIA IRERY TSY TEO IMASO IMASO ?
    §
    POROFO MAZAVA FA MATAHOTRA , MENATRA ,TSY SAHIA NY MIFANATRIKA AMIN’NY FILOHA RAVALOMANANA MARC I RAOELINA IZAY NIFOFO NY AINY !

    ENY NITSIVALANA SY NANAKANA NY FIHAONANA I RAJOELINA KOA DIA AMPIARANA AMINY NY FEPETRA :HESORINA TSY HANDRAY ANJARA INTSONY IZY !

     » RAJOELINA AYANT REFUSE DE RENCONTRER LE PRESIDENT RAVALOMANANA MARC DANS LE CADRE DE LA FEUILLE DE ROUTE POUR SIGNER LA
    FEUILLE DE ROUTE ER POUR METTRE EN PLACE LA TRANSITION CONSENSUELLE ET INCLUSIVE ,A QUI INCOMBE LA TACHE E PREPARER LES ELECTIONS
    PRESIDENTIELLES ET LEGISLATIVES

  9. Ilay milalao ??? Baolina ringiby…..kely !!! MDR !!!
    Nisy nitetateta niteny hoe, tsy mikasika ny miaramila hono ny resaka famotsorana ao anatin’ilay FDR !!
    Hanky va re ???
    Ry Dolan moa izany inona rahatoa ka lehilahy ny mpanao pôlitika ary vehivavy ny miaramila (na ny contraire) ? Sarim-bavy sa inona ?

  10. Efa fantatro fa tsy maintsy hihomehy ialahy!!
    Ianao ihany anie no miteniteny foana eo e!!
    Fa vao2 aminao indray ve ity famadiana resaka e!!izay metimety amin’izy mianakavy dia
    na ny mainty azy lazainy fa fotsy.Dia rehefa tsy mety indray iny avy eo dia lazaina fa mainty indray
    dia toy izany foana hatrany hatrany dia lany ny 4 taona,eo ihany, ny eo ihany no miodina mandany fotoana e!!

  11. contenu du message fermer mes contacts fermer mes contacts fermer Appeler fermer visualisation de la pièce jointe fermer mes contenus fermer accueil mail sms /mms boîtes vocales mes contacts agenda mes contenus robin.celestin@orange.fr : Vous avez 4523 message(s) dont 3596 non lu(s) mes préférences | aide aide fermer
    actualiser écrire un message écrire un message
    envoyer une invitation
    écrire un SMS écrire un MMS dans les mails sur le webdans les mails…dans les mailssur le web

    reçus(3596) envoyés brouillons(98) indésirables corbeille mes dossiers gérer
    9% sur 5Go plus d’espace ?
    alertes SMS plus d’info
    anti-spam actif

    boîte de réception lire un message message 1 sur 267 Suivant

    information
    fermer

    renvoyer transférer boîte de réception corbeille nouveau dossierdéplacer vers…boîte de réceptioncorbeillenouveau dossier supprimer imprimer
    de « Robin CELESTIN » ajouter à mes contacts appeler créer une alerte SMS
    à theorargasy@yahoo.fr
    date 04/07/12 12:57
    objet Réfléxion sur la déclaration de rajoelina sur sa rencontre avec le Président RAVALOMANANA MARC
    voir l’en-tête complet fermer l’en-tête
    Date: Wed, 4 Jul 2012 12:57:18 +0200 (CEST)

    From: Robin CELESTIN

    Reply-To: Robin CELESTIN

    To: theorargasy@yahoo.fr

    Message-ID:

    Subject: =?UTF-8?Q?R=C3=A9fl=C3=A9xion_sur_la_d=C3=A9claration_de_rajoelina_sur_s?=
    =?UTF-8?Q?a_rencontre_avec_le_Pr=C3=A9sident_RAVALOMANANA_MARC?=

    MIME-Version: 1.0

    Content-Type: multipart/alternative;
    boundary= »—-=_Part_14009_229893700.1341399437959″

    X-ME-bounce-domain: orange.fr

    X-Originating-IP: [92.140.124.52]

    X-WUM-FROM: |~|

    X-WUM-TO: |~|

    X-WUM-REPLYTO: |~|

    Lettre adressée à la SADC -Ankorodrano

    Lettre adressée à Monsieur le Président EAVALOMANANA MARC Prétoria

    Lettre adressée à Monsieur RAKOTOARIVELO MAMY – Bel Air-

    rajoelina estime ,tout compte fait , que sa présence à cette rencontre n’est pas indispensable .Mais il viendra signer ce qui a été décidé!

    La déclaration de rajoelina , qui pourrait signer un document préparé par une conférence sans qu’il y participerait .Il seprend pour une espèce de super viseur qui qui atteste par sa seule signatre la fin .des hostillités et la fin des hostilités : cette auto-distinction qui ,, selon sa notion d’hiérarchie , le place au-dessus de la volonté du Peuple Malgache qui donc va attendre son « bon vouloir « .

    II veut à tout pris signifier au Président RAVALOMANANA MARC que pour lui rajoelina ,il n’est que le petit planton . Lee mépris ,et le non -respectce non respect derteur du parchemin que ,lui rajoelina a bien voulu signer.

    Cette mégalomanie caractérisée ,qui de manifeste par le dédain , par la haute considération de sa petite personne , consitue un non respect de la souveraineté du Peuple de Madagascar , témoigne du manque de respect de la Communauté Internation , représentée par la SADC et crie haut et fort le mépris qu’il éprouve pour

    le Président RAVALOMANANA MARC , élu deux fois de suite à la Présidence de la REPUBLIQUE DE MADAGASCAR .!

    Face à cette outrecuidance , à cette désinvolture de rarajoelina ,nombreuses sont les possibilités de s :

    ….naturellement et évidemment la colère qui peut s’exprimer en appliquant brutalement à la lettre les menaces de la SADC d’exclure de la rencontre celui qui entrave par ses gestes et ses dires le processus de mise en oeuvre de la feuille de route.

    Si cette attitude de rajoelina ne constitue pas une entrave à ce processus , il faudrait alors alors accepter tous les caprices de rajoelina !

    ..;il faut ^tre complaisant ;hypocrite ,tolérant et passer l’éponge pour en finir une fois pour toutes avec cet énergumène..

    Mais dans les deux cas de figures , il faut que la SADC applique la sanction de l’exclusion car ce malade Nous a nargués durant trois et demi bientôt.

    Dans tous les cas les aspects cliniques de mégalomanie ou son talent d’affabulateur les disqualifient pour être un signataire d’un traité international : rajoelina n’est pas digne de foi et ne représente ,surtout pas les 20 millions de Malgaches qu’il s’est amués à faire subir toutes les difficultés de la vie quotidienne

    En plus , rajoelina ne représente que sa personne…

    LA COMMUNAUTE INTERNATIONALE A COMMIS UNE GRANDE FAUTE A MAPUTO EN ACCEPTANT QUE RAJOELINA DEVIENT LA CHEF DE LA HAUTE TRANSITION !CELA A ETE UNE HAUTE TRAHISON DE LA CONFIANCE AVEUGLE DES MALGACHES QU’ILS ONT PAYEE TRES CHER !

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *