RAVALOMANANA Marc : VONONA HILATSAKA HOFIDIANA

IMG_5114

Niditra mivantana tamin’ny alalan’ny antso an-tariby tamin’ireo mpomba azy teny amin’ny kianjan’ny Magro Behoririka androany, ny Filoha Ravalomanana. Ela ela ny tenany no tsy nitafa mivantana tamin’ny vahoaka teny an-toerana. Nambarany tamin’izany fa any Addis Abeba ny tenany amin’izao fotoana izao. Nahazo fanasana manokana amin’ny anaran’ny tenany izy namonjy ny fivorian’ny firaisam-be Afrikana, nanomboka ny Sabotsy ka hatramin’ny androany Alatsinainy. Misaotra an’Andrimanitra lehibe isika fa lany soa aman-tsara ny kandidan’ny Sadc Ramatoa Dilamini Zuma ho filohan’ny kaomisiona Afrikana mandritra ny dimy taona. Zavadehibe ho antsik a Malagasyizany hoy ny Filoha Ravalomanana satria tsy afaka miasa irery ny Sadc raha tsy miaraka amin’ny firaisam-be Afrikana. Manomboka izao hoy izy dia trano iray no misy ny Sadc sy ny U A. Noho izany dia miarahaba manokana azy isika ary manohana ny asa rehetra izay ataony. Tao anatin’ny telo taona ny tenako hoy ny filoha Ravalomanana dia nitaraina tamin’ny Sadc,nilaza ny zavamisy kanefa mbola izao ihany. Manantena aho manomboka izao  hoy izy fa hiova ny raharaha. Nambarany ihany koa fa niray hina tanteraka ny Sadc iray manontolo tsy hakanavaka ary manomboka izao dia mitovy ny feo avy amin’ny Sadc, ny U A, ny Troika, ary ireo firenena hafa mikasika ny raharaha eto Madagasikara. Nilaza ny filoha Ravalomanana fa hisy ny fanapahan-kevitra tsy ho ela mikasika antsika. Ho avy ny fifidianana ka afaka mirotsaka avokoa ny rehetra ary aleo ny vahoaka no hisafidy. Ny tenako hoy izy dia vonona amin’izany fifidianana izany. Tandremantsika tsara hoy ny filoha Ravalomanana mba tsy hifanaratsy fa tsy izay intsony ny resaka. Manana faharetana hoy izy fa kely sisa. Namafisiny ihany koa fa manao izay azo atao ny tenany any ivelany mba hialana amin’izao fahantrana izao, noho izany  nihaona tamin’ireo tomponandraikitra sy  mpanapan-kevitra ny tenako hoy izy ary nanome toky izy ireo fa hanampy antsika. Ilaina ny fahendrentsika izany ary ny fahalalan’ny vahoaka Malagasy ny dingana miandry azy. Nanome toky ny tenany fa ho avy tsy ho ela.

23 pensées sur “RAVALOMANANA Marc : VONONA HILATSAKA HOFIDIANA”

  1. fa angaha lasa teratany sudaf ndray dada?hilatsaka ho fidina filoham-pokontany any afrika atsimo izy izany?tsara izany!sa hifaninanan@zuma?ny aty dago aloha dia nofinofy e

  2. Mazava zany na dia somary milona ela aza é!hatreto kou tsy mbola nisy zanak’Dada kivy zany!
    1-PRM Ravalomanana miverina ary milatsaka ho fidiana ary tsimaintsy ho lany.
    2-Mivoaka ny gadra politika rehetra sivly sy Miaramila!
    3-Misokatra ny haino aman-jery nakaton’ny foza(Radio madà,fahazavàna,Ny MBS kou angamba….)
    Mila mametraka ny lamina rehetra na inn na inn hitany fa mety ny olona lanim-bahoaka fa tsy ny Mpandroba!
    Ireo ihany no hevitra efa notohanako teto sao hadinon’i Be Vôpl sy Denise mpivaro-pika arY Tanora vongany!!!

  3. Fa hay koa ve itony fo uza itony mikoropaka mihaino izay lazain’i Dada ê!Angamba izao efa tsembo-dratsy ao.

  4. Zandribemasom-body indray io foza miova anarana eto io,

    vao Miseho ny anaran´i DADA na mahazo vaovao avy anyy dia efa mipararetra ny fozaorana.

    Aiza re izany ry Rabe tanora zandribemasom-body.

  5. Marary kibo daholo hoy aho ny foza amin’izao fotoana ! Ny sasany izany aza, nandeha tany Addis-Abeba, nivarotra SAKA BE MASO fa tsy nisy nanao combien intsony !
    Aretin-kibo no azo avy any !
    Vacances marina ny andro, ka tonga manantevin-daharana ny zanak’idada !
    Sa tsy izany indray ry kala Bozy ?

  6. azafady dada:aza mba miteniteny foana fa mbola tsy tafavoaka ny ala;izany UA zany ange ka angady tsy mahatapak’ahitra na dia voavidinao daholo ireo mpitondra antitra ao ireo e!inona no mba vitan,izany UAzany:mali,darfour,somalie,syrie,rdc etc…!mampme zany fa vola very ny anao

  7. des analyses favorables à dada!à partager
    Les faits sont têtus : le procès de Moubarak accule au pied du mur les pays qui soutiennent Marc Ravalomanana

    Le traitement diplomatique de la révolution arabe continue de révéler les contradictions de la communauté internationale dans le traitement de la crise politique malgache.
    En effet, si la communauté internationale a condamné le changement de régime en dehors des élections qui se sont produits à Madagascar en 2009 après le mouvement pour la démocratie et contre les dérives dictatoriales de Marc Ravalomanana dirigé par Andry Rajoelina, elle a soutenu et bien accueilli cette année le changement de régime en dehors des élections qui se sont produits en Tunisie et en Egypte et actuellement elle affiche son soutien et sa reconnaissance à l’organe politique de la rébellion, le Conseil National de la Transition, en Lybie, et condamne les massacres des manifestants pacifiques en Syrie et en Yemen.
    Si la condamnation par la justice malgache de ceux qui ont donné l’ordre et appuyé sur la gâchette pour tuer des manifestants pacifiques le 7 février 2009 devant le palais d’Ambohitsorohitra est délibérément méprisée par un certain nombre de pays qui soutiennent toujours Marc Ravalomanana, le procès du président déchu en Egypte suscite la satisfaction générale de l’opinion internationale. « Un procès qui fait troubler les dirigeants dictateurs », « Un signal fort pour la fin de l’impunité », « une leçon pour tout dictateur qui verse le sang de son peuple », « une restauration de l’Etat de droit », entend-on dans la presse mondiale. Pourtant, les faits reprochés à Moubarak et Marc Ravalomanana sont pratiquement les mêmes et s’articulent autour du massacre des manifestants pacifiques.
    Cela dit, si le procès de Moubarak est aujourd’hui salué par la communauté internationale pour rendre justice à ceux qui ont été tués au cours des manifestations pacifiques en Egypte, il est fort probable que la condamnation par la justice malgache de ceux qui ont tué des manifestants malgaches pacifiques sera certainement bien reconsidérée dans la médiation de la crise politique malgache sinon ce serait encore faire deux poids deux mesures et faire une justice mondiale à deux vitesses.
    En tout cas, les faits sont têtus pour les pays qui veulent faire pression pour faire accorder l’amnestie à la condamnation de Marc Ravalomanana par rapport à l’affaire du 7 fevrier 2009

  8. Tsara aloha ny vaovao, na dia efa somary nampoizina ihany aza. Misy tokony mba dinihina ihany anefa, na dia efa mahafaly ny vaovao !

    – I domelina efa nilaza fa tsy hirotsaka, ary nazava tsara ny resaka nataony tamin’ireo solotenan’ny VONDRONA ERAOPEANA !! Isika indray ve no hamel’azy hilatsaka na dia efa fantan-tsika aza fa tsy hahazo na 6% aza izy ?

    – Tsy azo ekena ihany koa izany fa mbola voasazy i Madagasikara noho ny Accord de Cotonou, Accord manambara fa tsy mahazo mandray anjara amin’ny fifidianana izay nanongam-panjakàna !

    – Accord de Cotonou ihany koa no milaza fa tsy mahazo mikarakara fifidianana na referendum ny mpanongana, ka noho izany dia TSY MANA-KERY VELIVELY ILAY LALÀM-PANORENANA FÔPLA, IZAY MBOLA ENTINY MANDIKA LALÀNA AMIN’IZAO FOTOANA !

    – TSY AZO EKENA KOA ILAY LALÀNA NAVOAKANY FARANY TEO HOE TSY ASIANA FETRANY INTSONY NY VOLA ENTINA MANAO PRAOPAGANDY AMIN’NY FIFIDIANANA !

    Marihina fa volam-bahoaka azon-dry zareo miaraka amin’ny karana sns, no entiny hangalan’ny fo-n’olona any anaty akata sy any ambanivohitra any !
    Misy olona aza na dia nahita fianarana, tsy hisalasala mihintsy « handray » izay vola omeny eo, na dia hita fa vola maloto aza !

    Tokony mba mailo ihany isika Monsieur le Président, fa tsy HIFALY TSY AFA-TAVONY !!!
    Tsy entina hanakiviana fa mbola lavitra ny dia, noho izany rehetra izany, mila atao mazava tsara ny resaka REHEFA MIHAONA !

  9. Ary mba nankaiza ry zalahy ilay sujet nisy an’i Madama Naika Eliane teo ? Voan’ny censure angaha izy, sa mbola misy amboarina kely ilay lahan-tsoratra ?
    Saika mba hankahery azy ny tenako, fa dia diso fanantenàna !
    Mazava ary marina dia marina anie ireny zavatra voalazany ireny ê ! Tsara ho fantatry ny rehetra fa maro dia maro ry zareo ao amin’ny CT sy CST no mitovy hevitr’aminy !
    Tsy dia mety ry zalahy, ary zavatra toy izao no mahakivy ny mpitolona !
    Avelao mba haneho izay ao an-tsaina ny olona ê ! Raha miala avy ao amin’io tolona io izy, mety hiparitaka eo ny akoho sy ny vorona !
    Ny sasany aza mbola mampiesona sy milaza fa, « mahatoky ny fahendren’ny Président Rajoelina » ! Asa na mba taiza io olona io atramin’ny janvier 2009 ?

  10. modia @zay fa iantrehantsika miaraka zay miainga eo?! moubarak a moubarak! nareo no te itondra olona eny ataonareo sorona. Tsy misy taitra @zany fa rerak’eo

  11. Mila averina kely ny fanambaràna nataon’i Madama Eliane NAIKA tao amin’ny kianjan’ny Magro androany !
    Tsy hiverina izahay hoy izy, raha tsy efa TAFAVERINA NY FILOHA RAVALOMANANA !
    mazava ny resaka nataony ! Inona moa no hiverenan-dry zareo rahatoa ka mbola fandrirandriràna, fandrebirebena tahak’izao foana no hiainan’ny vahoaka malagasy !
    Ireo CT sy CST ireo koa moa ve tsy efa nilaza fa tsy vola no nihidiran-dry zareo tao, fa tolona ! Tsy izany indray ve ry Madama Hanitra ? Tsy ampahafirin’ny vola azo amin’ny dosie iray fotsiny izay karama iray volana azo ao amin’io rafitra io !

    Rehefa misintaka dia misintaka, na dia TSY IZANY AZA NO TENA TOKONY HO IZY HATRANY AMBOALOHANY !!
    Resaka jiolahim-boto sy mahamenatra toy ny filma X marina, ity hoe mivaoka sy mitsofoka ity !
    NY ZAVATRA NANGATAHANA SY NOTADIAVINA TSY AZO, DIA INONA NO MAHADISO AZY ??
    – Tafaverina ve ny Filoha Ravalomanana ?
    – Nisokatra daholo ve ny haino aman-jery ?
    – Navoaka daholo ve ireo izay nolazaina fa gadra paolitika, anisan’izany ny Jeneraly Raoelina ? Toa vao maika aza ampijaliana izy sy ny fianakaviany !
    – Efa azon’ny vahoaka diavina ve izany hoe KIANJAN’NY DEMÔKRASIA IZANY ???
    – Efa malalaka tsara ve ny fanehoan-kevitra rehetra ? Ohatra iray fotsiny, maninona ireo mpanao grevy no rahonana kanefa fomba fanehoan-kevitra izany ? Iza ilay nitabataba teny amin’ny 13 Mai, niantso ny mpiasam-panjakàna na koa ireo mpiasan’ny orin’asa tsy miankina hitokona satria hoe TSY MAHAVIT’AZY NY FILOHA RAVALOMANANA ?

    Voky sakafo ve ny vahoaka, ary misy krizy ao Madagasikara sa tsia ????

    TSSSSSSS!!!!! Tondroin’ny olona molotra lava izao, dia tsy menatra akory !

    « Je ne serai pas plus nul que le président Ravalomanana » ! Odoye ê !! Te hividy ny lohany kanefa matahotra ny masony !

  12. efa nazava be hatramin’izao fa Atoa Ra8 dia miady andro aman’alina fa ny vahoaka malagasy mihitsy no matsatso.
    hendrey tsara hoy izy, midika fa tsy tokony tsy hanaonao foana. Mba Miandry ny firaisankinan’ny be sy ny maro fa indrisy….

  13. Iza indray ity kala Bozy ry dà???mahafinaritra ary mahavelom-bolo tokoa ny vao2
    androany izany, afaka mba mitsotsotsa kely aho aty ampangalana rivotra maheno ilay izy.
    Voan’ny daka tsy hita maso indray angaha ny anao lahy ry Kintana???hi!hi!hi!!!!dia ny tena no menatra!!!
    efa impiry izay???maromaroa ihany ny toy izany.

  14. Tena tahakin’ny miady irery marina izy ry elas !
    Izaho aloha dia tena miaiky fa tena olona tia tanindrazana sy ny vahoakany ny Président, ary raha olona hafa no teo amin’ny toerany, efa tena gidraka be tsy nifankahitàna intsony no zavatra nitranga !
    Fa dia sendra ny vahoaka midahoahoa, satria tsy mahafantatra an’izay tokony ho ataony intsony noho ireto mpitarik’azy, na avy aiza ireto na avy aiza !
    Ry Tsirahonana ireny no santionany, r’ilay Dolà koa ! Olona mpanongam-panjakàna, nitarika jiolahy ve dia mbola ekena ho atao Filohan’izany CST na Sénat izany ??
    Tena vahoaka kentrina mihintsy kile…. !
    Mbola hiady an-trano ry zareo avy ao Ambositra sy iny faritra atsimo iny ! Toa avy any daholo ny ankabeazany, ary mba olona nahita fianarana ihany ange fa tsy dia hoe badraodra ê !
    Maha kivy rehefa fitiavan-tena sy fizahozahoana no atao laharam-pahamehana !!!

  15. Hoan’i Kitanamandrambo ,
    dia mahagaga ve izany ?
    Firy ny nahita fianarana avo ka entina hanasoavana fa tsy hitrandrahana karama be ?
    firy no manam-pahaizana ka tena manana vocation hanatsara ny fianan’ny mpiara monina ?
    firy no be diploma ka tsy hirehana amin’ny mpiara-monina fotsiny ? indrindra ry zareo voalazanareo teo ambony ireo, izay ny ambon-drazana no nanosika tamin’ny fiainana.
    Ao moa ny miseho ho mahavita zavatra toy ndry tgv, kanefa ny valizy paokaty
    Mbola ho ela e ! moa va tsy sauvage an’ala ?
    indrisy

  16. Efa impiry moa aho no nidradradradra teto fa miasa irery i Dada???
    Izao angaha vao tsapanareo izany??TARAIKA BE!!!!!

  17. Misafotofoto ny rivotra paolitika to amin’ny Firenena : tsy tatra ,tsy maika ,tsy mihontsona ny Malagasy favariana ary mandinika ny hetsika sy ny tenin’ireo mihevitra azy ho mpanao paolitika mahiratra sy mahay mitsikera ny seho ,ny tranga ary teny avy atsy sy avy aroa !
    Maro koa ireo mpanaearaotra (opportunistes ) sy ny mpitaty ra – kena mijapy ny fiaran’ireo miseho ho mahery sy avo feo mitady handresy lahatra ny Malagasy;
    Eo koa ireo fikambanana izay mitombo toa ny lalimanga tartin’ny fofona.., mamorona atsanga tsy aman’orina : front des opposants pour la libération de Madagascar !
    Quelle redondance , quelle stupidité que de parler de libération des Malgaches !
    Ce front critique ceux qui parlent et discutent de politique !Mais eux ,de qoui ils parlent et de quoi disctent-ils ?
    Au moins la dame qui a parlé dans radio longo ce18 juilletest contre le Président RAVALOMANANA MARC et en veut aux Malgaches qui  » encensen  » le Président !
    Elle se rapproche des avis des français (équipe dirigeante avant les élections ) qui ont voulu neutraliser RAVALOMANANA MARC !
    Je voudrai que cette damee de ce fameux front de libération de M.car Nous expose ce qu’elle a réalisé pour les Malgacges en dehors de ses bla-bla!
    Le Président RAVALOMANANA MARC a donné les preuves de ce qu’il a rélisé en sept ans de pouvoir !
    Tsy dia mahagaga raha maro ireo maivan-doha mihevitra fa tsy mahay mandinika sy manavaka ny mahavita azy sy ny lasa ko-vavany fotsiny!
    Ireny be resaka sy be tay am-bava no no mora nanaraka ny mena miraviravy nampiderain’ny frantsay azy ireny !
    Tsy dia mahagaga ny didi-jadona noraisin-drajoelina manala ny andraikitra ireo ministres avy amin’ny ankolafy RAVALOMANANA MARC ,ary manadrara azy ireo tsy hivory intsony manatrika ny conseil de gouvernement raha tsy miverina amin’ny fisintahana tsy ho membres-n’ny gouvernement

    Mba te -hisdra ny kirin’ny SADC i rajoelina ary te hampiseho amin’ny Malagasy fa izy notompon’andraikitra eto M.kara ,ka tsy refesi-mandidy !
    Saingy modian-drajoelina tsy raharahiana fa
    …ny fanendrena ministres ao amin’ny gouvernement dia andraikitry ny praiministra
    …ny feuille de route dia ny SADC no misahana azy io ,koa tsy misy idiran-drajoelina izany
    rajoelina dia manaonao foana sahala ny fitenitenena foana milaza fa hanamboatra hoprtal maram-penitra any Majunga , hanamboatra stade manaram-penitra eo Antanimena ,
    Miambo hanao izao sy izao toa ny fifidianana solombavabahoaka amin’ny décembre 2012 !

    Revi-gadra entin-drajoelina handrembirebena ny saim-bahoaka izany fa indrindra entiny entiny hihanihany amin’ny SADC izay solon-tenan’ny Communauté internationale !

    Azo tsorina fa tena manda mitsivalana amin’ny « ultimatum  » nataon’ny SADC , izay hanasazy izay manakana ny fihaonan’ny Filoha RAVALOMANANA MARC sy rajoelina

    Dia ho hiaraha-hahita ny valin’izao didi-jadona-drajoelina .!

    Dia izao indray dia misy ity front de libération de M.car , izay tsy fantatra na avy aiza na avy aiza ;Izao dia mody taitra satria « an-dàlam-pamahana ny olana « !
    Dia tonga ireto milaza azy fa mpamonjy ny Firenena !
    Ny marina dia fisehoan’ireo manohitra ny Filoha RAVALOMANANA MARC ity Front des opposants pour la libération de M.kara ..

    NY FIFIDIANANA TSOTRA ,MADIO, MALALAKA NO HAHAZOAN’NY MALAGASY MANEHO Ny HEVINY ARY HILAZA NY SAFIDINY !

    Misy vaovao roa noraisina tamin’ny fanambarana sy kabary nataon’ny Filoha François HOLLANDE :
    …fanambaran’ny Filoha HOLLANDE momba ny Fivorian’ny Francophonie any CONGO KINSHACHA :tsy hanatrika io fivoriana io izy fa be loatra ny mpanongam-panjakana ao anatin’io fivoriana io !
    …tamin’ny resaka nifanaovan’ny Filoha HOLLANDE tamin’ny mpanao Gazety teto Paris androany 18 juillet 2012 ,miaraka amin’ny Filoha MONCEF (Tunisie). Hoy ny
    Filoha HOLLANDE : »Izay mpitondra « sanguinaires  » namono olona dia tsy maintsy tsaraina eo amin’ny Tribunal Pénal International ! »

    Ary eo koa anie ny accords de COTONOU ,izay tokony hampiarana eto M.kara rehefa vita ny enquêtes mikasika ny 07 février 2009 ,izay notadiavin’ny mpanampy ny mpanongam-panjakana ho dinganina !

    Marina ary tsy takona afenina ny fahasahiranana mianjady amin’ny Malagasy 20 tapitrisa !Tsy ho mora ny fanerenana ny simba ary ny fampandrosoana ny toe-karena ary ny fanatsarana ny fari-piainan’ny Malagasy.;
    Io fanarenana ny Tany sy ny Firenena io no maika ,nefa koa mahatara ny vaha olana satria izao vao ho mora ny fanapahan-kevitra (tsy misy fsalovanan’ny frantsay intsony ) ary koa ny Tale jeneralin’ny ommission-n’ny Vondrona afrikanina dia Ramatoa N;D; ZUMA ,izay ministry ny Raharaha-bahin’ny RepbilikaAfrika Atsimo ,koa dia ho feo iray ny an’ny SADC sy ny VONDRONA AFRIKANINA ,! i ping no Tale jeneral taloha ary olon’ny françafrique nampiasain’ny frantsay hampikatso ny fifanarahana mikasika an’ny
    MADAGASKARA .

    Misy olona sy gazety mampisafotofoto ny rivotra paolitika eto Madagasikara SATRIA TSY MAHARAKA NY ADY DIPLOMATIKA ATREHAN’NY FILOHA RAVALOMANANA MARC ANY IVELANY izy ireo !
    Marina fa lava ny dinika noho ny fisalovanan’ny mpitondra frantsay teo aloha !

    Amin’izao fotoana izao dia miezaka ny SADC hanatontosa ny fihaonana RAVALOMANA MARC – rajoelina !

    sy ho ela dia hidoboka noho ny fikafika ataony rajoelina

  18. Le Président RAVALOMANANA MARC est convoqué par le procureur du de la République Sud Africaine , suite au dépôt de plainte près de ce tribunal par la défense d’ affaire dite AV7 .

    Ceci est le processus normal : dépôt de plainte – convocation par le procureur qui décide de la recevabilité de la plainte –
    Si la plainte est recevable ,deux possibilités :
    …le Président est inculpé et soit il est mis en liberté mais reste à la disposition de la justice ,avec ouverture des enqu^tes
    …le Président n’est pas inculpé et il est libre et la plainte st nulle et non avenue .
    Nous verrons la suite..

    Mais la question qui se pose est de savoir pourquoi cette « accélération  » du traitement de cette affaire , qui a été en souffrance depuis un bon moment ?

    Cette affaire doit être traitée du fait de l’imminence de la sortie de crise ..et les évènements qui se sont produits le 7 février 2009
    à Ambohitsirohitra doivent être clarifiés surtout sur le plan juridique car il faut , coûte que coûte , déterminer les faits ,les circonstances et préciser les reponsables de cette tuerie !

    Cette initiative de la judiciarisation revient au Tibunal de la République Sud Afrcaine : ceci constitue une bonne initiative car elle est indépendante .

    Nous qui militons dans la Mouvance RAVALOMANANA MARC ,sommes heureux et satisfaits de cet évènement juridique ,car
    Nous sommes convaincus de l’innocenc edu Président dans cette tuerie oganisée par dolin et ses milices .

    Oui il faut que Justice soit faite pour quele Président RAVALOMANANA MARC soit innocenté et le vite sera le mieux !

    La SADC c’est à dire la Communauté internationale , soucieuse de terminer sans commettre des imprudences ni omettre de se mettre en conformité de toute réglémentation et autre disposition juridique,évite toute imprudence ou toute négligence lors de la mise en place de la transition consensuelle e surtoufaire taire toute critique quand le Président RAVALOMANANA MARC rentre au Pays et pose sa candidature à la fonction présidentielle !
    OUI LE PRESIDENT RAVALOMANANA MARC DOIT ETRE CLEAN !

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *