40 pensées sur “« Sinema miaramilam-potaka » an-tsary !”

  1. Raha milaza tsy mahita seranana tsy afahana miainga mitody any Seychelles i Domelina satria noho ny fikatonan’ivato(raha sanatria) dia afaka mamonjy an’i Mahajanga izy dia mandray fiaramanidina avy eo ary miova ao Comores dia mankany Seychelles, na mamonjy an’i Tamatave dia via La réunion mankany Seychelles.Izy rahateo vazaha afaka miditra ao La réunion na manao escale ao Comores.Raha vonona marina izy fa te hihaona amin’i dada dia ireo misy zotra azony raisina.

  2. Marina mihintsy anie fa ilaina hapitika ny COI e!
    Efa voalaminy COI daholo fa ny anarany tompon’andraikitra no nisy niova araky ny mpitondra frantsay vaovao:
    – Natao « brieffing » aingana- France ilay mpitsara hanampy an’i domelina any Seychelles.
    Dia ataony dry zareo ho « paiso » foan ve ny gasy…ary izay « paiso peta-korona »???
    – Dia asiana fandrebirebena afa koa avy @ miaramila.Raha tsy any amintsika tsy ahitana miarmila fopla toy ireo!
    Misaotra @ sary mydago sy nalefan’i Thaory e!
    Fa inona kos ary no tokony ataontsika ô?

  3. Hatramin’i Cdt Roger Luc zany nantsoina hilalao ny RÔLE PRINCIPAL?

    Fa rehefa mandalo hono i Lyllisson tsy maintsy misy fandatsahan-rà (sang versé) : bilan = Iray maty (sa 2 na 3 hoy ny sasany)

    De ny anaran’IkotoNandrasana no nomanina hatrany amboalohany ho lotoina tao anaty itony communiqué(toa efa voa-rafitra hatry ny ela, tsy imprimante moderne akory aza fa toa SQ dactylo ny printy)

    1°) Nisy ny nieritreritra hoe mial’any ny « Directoire militaire »
    2°) Nisy fotoana indray « focalisé eny @ Aéroport » no resaka avoakan’ny télé an….

    De ny basy sy tafondro mipôpôka,
    fa izay ao anatiny: TENA nataon’ny HAT sorona indray ve ny ain’ny namana iray trano ao,
    sa ….

    (Bonjour à Bemafohy & Njara intervenant ci-dessus)

  4. LES MALGACHES DOIVENT OBLIGER RAJOELINA DE DONNER LA OU LES RAISONS DU REPORT DE SON DEPART AUX SEYCHELLES !

    Voilà une semaine,ce qui reste du pouvoir pustciste s’est inquiété de la sécurité de l’aéroport Internal d’Ivato !
    Le ministère de l’intérieur a pris la décision de détruire les 150 maisons construites aux environs de l’aéroport !Ila fait stationner des militaires aux environs de ces maisons !
    Voilà vingt quatre heures que rajoelina a demandé le report de la rencontre au mercredi 25 juillet courant !
    Pour quelle raison , ? rajoelina doit informer les Malgaches sur la ou les raisons qui justifient ce report et VOILA L’OCCASION POUR LES MALGACHES D’EXIGER AVEC FORCE DE RAJOELINA DE REPONDRE !
    Des déductions hâtives voient l’exstence de lien entre ces deux faits ;
    …la demande du report de la réunion par rajoelina
    …les tirs au sein du camp RFI à Ivato militaire ,Ce sont des tirs ,il n’ y a pas eu de bless ,mais des dégats matériels (bris de glace dans les bâtiments de l’aéroport

    Des questions et des hypothèses vont bon train .
    Ces tirs ony-ils été faits avec des balles réelles ?s
    Qui sont les protagonistes au cas où on a constaté la présence de deux camps et quel est l’objectif de ces Ou ces tirs ont-ils été tirs ?

    Au contraire , ces tirs ont –ils été effectués de près ou de loin sur « ordre ou directive « des proches de rajoelina ?

    Ou ces tirs ont –ils été l’expression des jeux ou des escarmouches ,des querelles entre les militaires et pourquoi ?
    —je ne pense pas qu’ils s’amusent de cette façon mais
    …ces tirs peuvent être une façon de prévenir rajoelina de ne pas participer à cette rencontre ,ou de retarder cette rencontre pour que rajoelina ne puisse pas y aller car rajoelina ne pèse pas lourd face au Président RAVALOMANANA MARC ,qui ne lui fera aucune concession !
    …Enfin ces militaires sont-ils entrain de tester la crédibilité de l’éventuel directoire qu’ils couvent ,qu’ils préparent ,car pour eux ces tirs permettent d’observer les comportements de ceux du pouvoir de fait , de ceux qui veulent la fin de rajoelina ,de ceux qui sont favorables au retour du Président RAVALOMANANA MAC !
    Le climat politique au Pays malgré le calme apparent , est secoué par des mouvements patriotique qui sont prêts avec des militaires partisans , de prendre des initiatives !
    CAR EN EFFET ?LES DIFFICULTES EN FACE SONT REPRESENTES PAR LES MILITAIRES SOUDOYES ?QUE CERTAINEMENT LES MILITAIRES PARTISANS DU PRESIDENT RAVALOMANANA MARC ONT « FICHES , REPERES « !

    Voilà les hyputhèses ,les revi-gadra d’aujoud’hui et les perspectives non imaginaires de demain §,

    :

  5. Hello Ho Aiza !

    Efa tena Mpitsikilo mahay mihitsy Ho Aiza izany an ! 🙂
    Dia hitsangana tokoa ave izany « Directoire militaire » izany ? Ary raha mody i Dada !!! Iza hono no HIARO AZY ???

    Arahina maso tsara ny fandehan’ny bitro fa hitsoriaka any Indonesie na Qatar any no tetika.Mety milentika atsy Ile Maurice koa ry Tsy vanona isany fa ao no misy ny COI sy ny OIF.

    Maitre M…anitra RAZAFIMANANTSOA sy ATOA RAKOTOARIVELO ihany oa no Fitaratra !
    Ary mba ahoana ity Pierrot Botozaza mihazohazo ity ? Sady atsy no aroa iny fa tandremo :

    http://mydago.com/wp-content/uploads/2012/07/IMG_5582.jpg
    http://mydago.com/wp-content/uploads/2012/07/IMG_5582.jpg

  6. Randry !

    APARITAO eran’i Madagasikara ry malagasy ny Sarin’i Dada a! Ampy sy mety izay !
    ary ny Galasam any ivelany indray kosa,

    TsY MBA HANAO HETSIKA ve ??? sa Internet mba tsy ho asian’ny hatsika mamanala toy ireo ao amin’ny Magro ????*
    Efa tsy sahy ny malagasy, fa aiza izay maba ataonareo GASY AN-DAFY E ???
    Fa iza ry Randry iry Thaory iry ???;)

  7. Niverina ndray Njara @ity wawawa sary aparitaka efa Ntaolo be ity. Io le fomba fiady efa mahazatra an-dRaosy sy ny antenne -ny rehetra e! isaky ny mba misy évenement kely hitranga handaminana ny raharaha politika toy itony fihaonan’ny roa tonta itony, de misy foana trangan-javatra toy izao. Misy experts NU ho avy ohatra, na médiateurs, de mody midina an-dalambe ny Zanak’osy sagnagna rehetra, manao zay hanakorontanana, te hampiseho imason’izao tontolo izao, fa mikorontana Mada, tsy mahafehy ny fitondrana ny mpitondra. De sinema miverina koa ity mutin teny Ivato ity, satria hisy io fihaonana io, de woe tsy te handeha any Andry, kanefa ny dadanareo woa, no niangavy nandohalika hisian’io fihaonana io, de atao daholo ity asa mamohehitra ity. Ny mamapalahelo, de ny vatatay no matimaty foana, fa ireo miaramila mpikaraman’adin-dRaosy nandray vola be, hanaovana io teti-dratsy io, milamina fotsiny, fa ireo apombo lahy nandray vola kely, izay no nihafarany.
    De tsy mahita ve nareo ry KENTRINA, FA MITOVY TSARA TAMIN’ILAY MUTINERIE TALOHAN’NY REFERANDUM Nov 2010 io zavatra mitranga io?
    De iza no tiana ho fandrihana? Rajoelina woa, tsy laitranareo zany, satria fantatrareo tsara, fa tsy hanaiky na oviana na oviana mpamono olona tahakan-dRaosy ho afa-maina izany izy. DE JEREO TSARA, ARY OMENAY ANTOKA TSARA IANAREO, FA HANDEHA ANY SEYCHELLE RAJOELINA, NY AND 45 FDR IO, AZA MANANANTENA RY ZANAKOSY, FA TSY NEGOCIABLE NA OVIANA NA OVIANA, DE VITA AMIN’IZAY NY FIHAONANA, RAOSY MODY ANY AN-TSESITANINY, RAJOELINA KOSA MIVERINA ANY AN-TANINDRAZANY MALALANY. DE AZA MANANTENA RE RY ZANAKOSY FA TSY HO TAFAVERINA AMIN’NY FITONDRANA IZANY INTSONY DADANAREO A! SA AHOANA RY NJARA SY Dr FOPLA? AZA MANAO ANAY HO VENA WOA,FA ARAKAY FOANA NY PAIKADIN’NY VENDRANA SY TSY MAHAY N’INON’INONA TOA ANAREO A! TENA TSY MAHAY POLITIKA WOA DADANAREO INY. Jereo ane ty fihorakorahany fa lany filohan’ny UA ny vadin’i Zuma, de woe, iny de ampy hampody azy e! io fotsiny aza defa ampiasain’ny olona hamelezana azy sy Zuma,@ io fivoriana io. Jereo ane fa ialan’i Zuma bala io e! Ratsirahonana ane no hiatrika azy any e! de inona ry Njara no vitan’i Hanta, hatramin’izay, sy Ramamy? Toa grenady lacri aza no nohanin-dralery. Henjana woa Zandrikely iny. Be indray no harary fo sy ho tapaka lalan-dra amin’ny Alarobia izao. Mizesta be nareo @ Bekintana, fa tsy ambanin-javatra koa ny anay ny Frantsay sy ny COI. Samy miaro ny azy io, de aza maharary fo eo, fa tsisy manenjika ny Bekintanareo mpanani-bohitra sy mpamany @ fatin’olona novonoiny eo e! toy izany koa ny nanaovan-dRaosy ny AV7. Tsy tafatombina ao Dago zany iny woa, fa hazain’ny olona nanaovany ratsy. Ny tantara no aleo hitsara ry vendran’isany ô!

  8. Andry tgv fangoloka « machiavélique ».
    *Ny 26/01/09 dia nandefa olona nandoro ny MBS teny Anosipatrana i andry tgv, rehefa lasa nandositra adiny1 ny miaramila niambina ny MBS dia nisy nitifitra ny zazalahy foza 17taona 1 ka maty (io no faty voalohany t@ hetsik’i andry tgv). Nanaovan’i andry tgv fety be teo @ kianja 13may ny fatin’io tanora io raha tadidintsika. AIZA ANEFA NY FITSARANA MOMBA NY NAHAFATY AN’IO ZAZALAHY IO @ IZAO???? Mazava fa i andry no nampitifitra an’io satria nila RA LATSAKA I ANDRY T@ INY BLACK MONDAY INY. Natahotra ireo faty marobe may anefa i andry avy eo.
    *Ny 07/02/09 dia nandefa olona hanafika ny Lampampanjakana i andry tgv izay fantany tsara fa faritra mena, tetsy andanin’izany koa anefa dia nandefa miaramila maro nanao fanamiana sy nirongo basy hanafika io Lapa io i andry tgv ary koa nitifitra ireo foza nalefany teny Ambohitsorohitra, dia mody nigogogogo nantsikeloka izy avy eo. Efa nolazaina teto ny miaramila nalefan’i andry teny t@ io andro io izay i lalatiana rakotondrazafy no nanao antso tao @ radio viva t@ 07/02/09.
    *Mbola mitohy hatrany ny maha « machiavélique » an’i andry tgv @ izao 22/07/12 izao satria dia mampanao sarinady ao @ RFI Ivato izy ankehitriny ka misy ny mpanafika sy tafihina ary dia misy mihintsy ny maty. FANAHINIANA NOVONOINA ILAY RA-BLACK FA MANINNA???? MANINONA NO TSY NOVONOINA NY NAMAN’I BLACK HAFA??

    T@ ireo tranga ireo dia i andry no mandefa olona hanao fikomiana nefa izy no mandefa miaramila mitifitra ireny olona alefa,y ireny.
    OLONTSY VANONA IALAHY RY ANDRY TGV FA DEVOLY LATSAKA ANTANY.

  9. Miala tsiny ry Tahiry fa diso fanindry aho dia niova tery ny anarana!
    Mailo isika fa ny fahavalo sady masiaka, adala ary matim-bola ( vendu congénital) mihintsy ka mitombo @ faharomotany ny habibiny….indrindra moa raha ampitombony frantsay ny tambitamby mba hamadian-dry zareo bebe kokoa ny firenena, (raha tsy ampy ny 4*4,villa,nationalité..dia compte bancaire koa angamba!!!).
    Ny hetsika ampitan-dranomasina dia …ahoana tokoa ary e?
    Mety hevitra io « directoire militaire » io an! Ka tsy maintsy ampiasaina ny fitaovam-piadina nampidiriny frantsay firy taona izao ary nanomezana « missions » an’ireo miaramila sy zandary frantsay hanofanana ireto miaramila bokotra be kibo.Generaly ambony frantsay nanontany ny « situation » t@ « spécialiste M/scar » fa hoe domelina ihany hono no mety hampanao korontana mba ho hitany afa fa izy ihany no sefo (volana Juin angamba iny)!!!Izany hoe ny frantsay foana ihany no hanome baiko an’i domelina mba ho hitany bekintana sy firenena afa koa fa ‘renin-dozatra » ihany no tompony Gasikara.
    Fa ity « resaka diplomatia » moa misy fomba fihaino sy famaky azy dia….mila manao ‘recoupement » foan izay « infos » rehetra azo e!

  10. Vive le colonialisme :
    On a cassé du negro depuis le 26 janvier 2009 et on continuera à en casser .
    Qu’est ce que le sang rouge d’un noir !Ca vaut rien !

  11. Niasa mafy anie ny mpitsikilo frantsay mba ahitana olona « machiavélique » araky lazain’i Manjakavahoaka io e!
    Tadidinareo ve ny fiteny hanatra fanaony ray amnadreny taloha momba ny hevitra:  » ny anareao vao mitsimoka ary ny anay efa mandravina ». Ny sain-dratsiny mpanjanaka anie dia toa ny rivotra hihainany isa-segondra e! Isika voajanaka no tena dontony fanambaniana antsika, paika nampiasaina erantany izany. Japon, Corée du Sud, Chine no any firenena mbola manana ny tena fomban-drazana sy hajany ka afaka mifanohitra @ ireto « Occidentaux » na efa voasarika ihany koa aza izao.(ireo no notsidihako ka afahako miteny toa izao).
    Ka rah taritina hiala @ fandravana nandetehany frantsay azy anie ireo « coco », dia mety hisy fiovana ry Saryteny e! Any no fototry ny tolona: fampitombohan ny farim-pahalalany tsirairay avy ny fihaviany, ny tantarany, ny fomban-drazany dia hanazava ny sainy sy hitrakany ankehitrio ary handaminna ny ho avy. Rehefa mbola tsy mifehy ny tantarany ny vahoaka dia izao mitsingevaheva, tsy any atsy ary tsy any eroa ka dia miafina ambadiky ny « fialan-tsiny » samihafa ka mora tatazany mpanjanaka mora foana e!

  12. Ao daholo ve ê ?
    Mbola tadidiko ity post napetraky ny olona iray, izay nitondra pseudo hoe « vazaha » ; efa roa taona mahery izay !

    « Ny vazaha mody miady ; ny gasy mody mihavana » !

    Hitondra inona io fihaonana io, indrindra raha olona tsy misy valera (fanahy sy fahaizana) toa io domelina io, no andrasana hitondra vaha-olana ?

    An’ny vahoaka malagasy ny fahefàna, ary matoa mbola tsy mihetsika izy dia tena mety aminy mihintsy izao !

    Samy manao an’izay tiany daholo, ary na ny antoko TIM aza toa misy mihevitra ny hanamboamboatr’azy ihany koa, na dia tsy eo aza ilay olona nanangan’azy !

  13. Hi hi hi ! Efa nampoizina !!
    Hahilik’ilay domelina any amin’ny mpiaro ny ara-dalàna indray, ny zava-nitranga omaly !
    Dia iza no hino an’izany ankaotr’ireo fozan-doza, tsy te-hiala eo amin’io toerana nangalarin-dry zareo io ?
    Mihevitra ny olona rehetra ( ao anatin’izany ny Communauté internationale ) dia ho doma tahakan-dry zareo daholo ve, ireto foza ireto ?
    Lasa niarak’amin’ity tsikirity sy mandina, hono ity Maharanta Jean de tsy hiaiko, hanotrona an’ilay mpanongam-panjakàna, fahavalon’ny vahoaka malagasy !
    Dia ho hita eo indray izay ho haterany, fa toa Ambatobevoaka !

  14. La loi doit être respectée partout et avant tout.La politique est le garant de la constitution (l’organe qui élabore la loi). Par conséquent, la politique est la première instance qui doit appliquer la loi et qui doit la faire appliquer avant les autres.Justement à ce propos, si on penche bien sur le cas de Mada, nous avons un voleur(Andry Rajoelina), le propriétaire (Dada) et le médiateur qui devrait jouer le rôle de la police (SADC). Dans n’importe quel délit, on procède d’abord à l’arrestation du voleur et ensuite on écoute sa version des faits.Dans le même temps, on restitue l’objet volé à son propriétaire.Nous savons maintenant que la SADC a fait des concessions même en rédigeant la FDR mais s’il nous reste cette dernière comme moyen de recours, alors nous nous y accrocherons car c’est un document écrit noir sur blanc.

  15. Il est primordial que la presse malgache retransmet en direct le tête à tête afin que les malgaches puissent suivre ce débat qui nous permet de vérifier qui a manqué à ses devoirs.On établira par la suite qui est le véritable blocus de ce processus.On devrait ériger un tableau électronique sur lequel on affichera les articles de cette feuille de route tout en cochant les étapes parcourues et celles qui n’ont pas été exécutées.On devrait par la suite identifier les causes d’un éventuel manquement.Toute la CI doit être présente pour servir de témoins et même de régulateurs.La prise de parole doit être équitable et chacun doit se plier aux règlements.

  16. Fa nisy inona loha fa tena tsy harako ry zareo a!!
    iza no nitifitra an’iza??ohatra???dia toa asiana sira be ery
    ity domelina na handeha na tsia??fa tsy mainsy misy hilana azy koa angaha any??
    zavatra tsy nampoiziny dia i P. Zuma hanaraka an’i dada any ka eto no mampihemotra azy,
    Amiko manokana dia tsy mila mamndany andro @’izay fihainana BIBY TSY MIADY ireo akory,
    efa mazava ny zavatra rehetra fa misy tetiky ny frantsay kobonina ny @’io saritsarina fihaonana io.
    dia ho fanitarana hatrany ity teteza-tapaka e! dia hitadiavna hirika haniliana an’i dad a ho hampitoviana
    @’ity Jiolahy .

  17. « Dans n’importe quel délit….noir sur blanc », dia marina ny anao ry Andriandahifotsy.
    Momban’ilay Lalàmpanorenana indray, dia misy azo ahitsy kely angamba, miala tsiny.
    Ny Lalàm-panorenana araky ny tokony ho izy, dia rafitra ary fifanekena nifanaovan’ny mpitondra SY NY VAHOAKA, ARY DIA MANAN-KERY TOY NY LALÀNA. Anisan’ny tena zava-dehibe eo amin’ny fiainan’ny mponina iray io Lalàm-panorenana io, ary TOKONY MANAJA AZY DAHOLO NA NY VAHOAKA, ARY NY MPANAO PAOLITIKA SY NY MIARAMILA INDRINDRA INDRINDRA !
    Ireo izay natokana hampiatra ny Lalàna na Pouvoirs judiciaires, no tokony mijery akaiky ny fanarahana sy ny fanajàna an’izany !

    Noho izany, ny tokony nosoratanao amiko dia ny hoe : La Constitution ainsi que la Loi, doivent être respectées partout ET AVANT TOUT.
    Ny tsy fanajàna an’ireo zavatra goavana roa ireo, no mahatonga ny Firenena iray tsy handroso mandrakizay, ary hihaina ao anatin’ny korontana lava, na mpivavaka ny olona ao na tsia !

    Hevitro manokana io, ary entiko hamaliana ny fanontanian’i Solo ihany koa.
    Zarazaraina ny vaovao eto, fa toerana hifanankalozan-kevitra ihany koa ny eto, fa tsy hijery arona an-tavan’ny namana raha sanatria ka misy izany.

    La perfection n’existe pas sur cette terre, et nul n’a la science infuse. Hoy ny ntaolo hoe « Vehivavy tsara tarehy fa tondro iray ny tsininy » !

    Sa tsy izany ry zareo ?

  18. Misy inona ?? Valiny bango tokana : Misy mitady ny hitohizan’izao baordela izao foana, rehefa avy nanongam-panjakàna !
    Noho izany, raha mbola eo ireo miaramila ireo ary tsy saziana ihany koa, dia veloma lava hoy ry Sady homard no crabe ! Ry zareo bildina be feno eran’ny tanàna, fa ho an’ny mponina sy mpanome ny karamany ?
    Mitovy amin’ny tranon’ny vahoaka malagasy ny fiainany ! Jereo sy diniho tsara daholo ny sarin’ireto trano ! Eto trano ary ery trano, fa dia ttssssssssssss !!!
    Mampahonena !

  19. Tsy hitako na tsy tsikarotro izany nolazainao tany ambadimbadika tany, ary angamba tsara tsy hitako ! Mdr !!
    Faly aho fa mba misy olona mitovy eritreritr’amiko ihany !

    Ao amin’ny sity TIM !

    Madagascar sans armée, une piste à suivre !
    Izay te-hijery ny miaramila gasy atao hoe gidro mitambasy !
    Postés par Mifohaza

    Tsy mbola hitako ireo sujets ireo raha nanoratra ny tenako !

  20. « Gasy mody mihavana »??? Sao azo ampiasiana ihany io paika io mba ahitana vaha-olana. »Stratégies » fampiasany afa koa anie io e!Ahoana no hanoherana ny fahavalo rah tsy mitambatra? Rehefa voatery hiaraka ve ka ahasoa aloha dia mety azo heverina sa?
    Tsy izany ve ny hafatr’i Tahiry hoe raha miaraka daholo ny gtt hanohana ny filoha M.Ravalomanana @ alalàn ny antoko politika?
    Handany fotoana hifamaly resaka tsy misy tohiny alavitra mantsy isika anefa hetsika matanjaka no ilaina ataontsika mba ho hitany izay « éventuel autre pays ami » hanampy antsika.Izao Radio FRRE FM izao ohatra toa masahy miteny sa?
    Efa 3 taona kosa anie izao mba nafahana nianatra fomba fijery sy fiasa afa sa ahoana e?
    Mba « signe » omentsika ny filoha M.Ravalomanana fa tsy irery toa ny taloha intsony izy fa efa tonga saina ny mpanohana azy.

  21. Ôptimista be randry, ary mahafinaritra ! Ny mpampalahelo dia telo taona mahery mbola tsy tonga saina foana ny vahoaka malagasy, raha ny fijeriko azy ! Fa dia maninona ??
    Na ny mpiasam-panjakàna aza, dia manao zavatra tsy tokony atao ihany koa ! Rehefa anontaniana dia hoe : VOATERY, KA…….
    Mbola ho asain’ny sasany misaoty avy eny amin’ny 7e etazy, dia iny koa fa hitsambikina amin’ny farany !
    Matoa tsy taitra ny vahoaka, tsy ampy ny fanazavàna sa ny mpitarika no tsy alehany ?

    Au pays du moramora, tout est mora même les réponses, ou autres alibis, arguments !

    Io fihaonana io, dia tsy inona fa fanamafisana an’ilay NI NI ! I domelina tsy miraharaha an’izay milatsaka na tsia izany, rehefa tsy misy mikitika ity vola nangonina etsy sy eroa ! Après moi le déluge hoy izy ! Ho hita eo izay mba ho lazain’ny vahoaka ( éternel dindon farci ) ! Sa tsy izany ry gamara ?? Hi hi hi !

  22. Madagascar sans armée, une piste à suivre! Ce serait bien! Réformer l’armée et la transformer en armée du Salut!.Ils aideront les agriculteurs à travers l’île, ils seront au service de l’Etat comme des fonctionnaires qui contribuent au développement du pays surtout dans les secteurs où les besoins se font sentir.

  23. Mba fantatrao moa ve ry Andriandahifotsy, fa io réforme io no anisan’ny nanjonoin-dry zalahy mora an’ireto basymainty (blackbass mdr) toy ny trondro tsy nihinan-kanina nandritry ny roa volana â ?
    Nisy mihintsy io projet de réforme io, fa tsy azoazon’ireto kamo be tenda !! Dia izao no vokany !

  24. fakon’olona ny miaramila sy ny faty, ny basy no arantiratysy andaniam-bola, tena olona ketrina,kely sisa dia hibiridana ireo. Ny tena loza dia atao inona ireo rehefa vita ny adalany ?

  25. DIA MAMPALAHELO AHY NY MIJARY IRETO MIARAMILA AN.NY SASANY VE MANAO TENNIS FOSTY NEFA ANDEHA HIADY.BASIN’I SASANY TOA MBOLA MASSE 36 IHANY.TSY MANAO CASQUE VE NEFA ANDEHA HIADY?FA NY TENA MAMPIHOMEHY AHY DIA ITY?RAHA MANDINIKA TSARA IANAREO ANIREO SARY IREO DIA TENA MISY MIHIDY VHOUDYY ILAY MIARAMILA FA DIA NALEFAN’I CHEF FOTSINY ANGAMBA HIADY,JEREO NY TAREHIN’IZY REHETRA FA TENA MAHIA TSY MIHINAN-KANINA MIHINTSY
    NEFA RADOMELINA MIHA-MATAVY AN!TENA VOKY NY VOLAM-PANJAKANA LERY AN!
    MBA ZARAZARAO HANJAKANA EH!IZAHY KOA MANTSY MBA TE HAKA IO SEZA IO SY TE HANANKARENA VETIVETY TOA AN’IALAHY EH

  26. MARINA VE FA BASIM-BORINA NO ENTIN’IRETO MIARAMILA IRETO EH,SA ILAY KALACHNIKOV ANNEE 1945,AOKA MARINA FA DIA TENA MAHAMENATR’OLONA IRETO MIARAMILA GASY AN,ALEFA MIADY TOA NY AKOHOLAHY RY ZALAHY NEFA TENA HORS GABARIT SY HORS NORME FA KOSA ANGAMBA HORS D’OEUVRE EH(OVY SY KARAOTY ARY MAYONNAISE KELY DIA MIADY)

  27. andry nous prend pour des prunes!RIDICULE!!!! PATHÉTIQUE!!! quel film série B!!! t’as pas autre chose à nous proposer? car celui ci c’est NUL!!! si La France n’est plus là à tes cotés pour créer des scénarios plus crédibles, inventes nous une autre histoire…tu te comportais comme un ado qui se fait piéger par ses propres conneries et bêtises, et cherche des excuses BIDONS ou des prétextes pour inculper les autres… t’es encore un ado sans instruction ni intelligence NUL! NUL! NUL! triple ZÉRO…et sans imagination non plus!!!

    Dommage pour ceux qui t’ont suivi dans cette histoire car la FIN ou THE END est proche…

    Pour ceux qui cherchent la réconciliation nationale je les conseille d’être CRÉDIBLES et IRRÉPROCHABLES car le JUGEMENT DU PEUPLE MALAGASY SERA HISTORIQUE ET REDOUTABLE.

    Si vous avez bien suivi l’Histoire de ce coup d’état 2009 jusqu’au 2012 le BOUCLE EST FERME et quel GÂCHIS!!!

  28. Nisy nahita ilay documentaire misy gasy bitika kely nanantena ho « légionnaires » ve e?
    Ny « concurrents » afa rehetra sady tanja-batana no herin-tsaina ka tys lany bandy kely.
    Ny mampatahotra @ ireto miaramila vatatay noterena dia hirongatra be ny haromotana raha vao tairina alcool sy raviny maitso na vovoka fotsy toy ny atao @ « mercenaires ».
    Ny « gradés » efa be kibo mora sempotra dia aleo tokoa alefa mamboly eny Tampoketsa: tsy efa nisy « projet » toy izay ve moa nomeny filoha M. Ravalomanana?
    Ka hatraiza ny « degré de ridicule » handetehan’ity domelina ity antsika e?
    Dia samy hifampiandry sy hifamaly resaka eto ve dia ampy ?

  29. – Rapport CIAN-2011 dia « bonne santé des entreprises françaises en Afrique »…dia tohizana @ UBIFRANCE à M/scar…KA ahitana ireto orin’asa frantsay azo hisafidianana ho an’izay manampotoan handalina…Manorisory an!
    Ireo mety manazava ny antony fandravana tadiavin’i domelina sy ny sefony atao, ankoatry ny hoe « tapoany » lazain’i Ranavalona..
    Dia mikoroso ny fiainany vahoaka satria tsy mba manimpy kely ho azy ireo angamba irony « gasy-vazaha », mpanao 14 Juillet ary anatiny isa « 25.000 français à M/scar » .
    Eo koa ilay fisainana tia-kely,ka rehefa hoe « asa » dia raisina na mety hisy fanalikana aza.
    Miampy ny tsy fahasahihany malagasy hitantana orin’asa @ fomba vaoavao fa tsy hiandry ho ataony franstay DAF na DRH fotssiny ka « oui m’sié » foana!
    Nohesohina be loatra ny filoha M.Ravalomanana fa tsy nisy nahavita ny vitany kosa aloha hatrizao e!bonne nuit ô!

  30. MAZAVA be Randry!!! ny mampalahelo dia maninona no efa lasa foana vao Ramalala e??
    Ity fanesoana ity dia karazana FANALEMENA, rehefa mikatsaka ny hanao ny tsara ianao ,
    atao izay ahakivy anao di mody ATSATSOINA ilay tsara hataonao dia avy koa ny kely loha sy ory hava-manana
    manampy trotraka, dia inona fa avy eo vao mimenonenona daholo: aleonay ihany t@ andron’i dada aho e!!indrisy
    fa efa TARA!!!voalavo atanan-tsaka!!sendra izay adala ho sitranina afa tsy mbola SITRANA ity vao MIAFATRAFATRA
    daholo.

  31. Economie européenne en pleine crise, même l’Allemagne risque de perdre son triple A !
    Vaovao natsipy kely fotsiny io !
    Miverina amin’ny resak’i randry !
    Somary diso ianao, fa misy dia misy ny malagasy manampy fa ny havany akaiky aloha rehefa azony atao !
    Betsaka dia betsaka, na atao hoe mba misy ihany ny malagasy manana fikasàna hanangan-javatra, fa rahatoa maloto sy tsy mety madio, na koa tsy rototra amin’ny fandiovana ny ao an-toerana, homen-tsiny ve izy ireo ?
    Kivy am-boalohany izay rehetra hitako nikasa hanao zavatra, ary ireo izay nirotsaka maro ireo nilavo-lefona satria resaka « mafia », firenena sy fiainana « tsy fahita » no novantanina !
    Rivotra pôlitika sy ekônômika mifandray !
    Fanontaniana, na resaka tokony ho tohizana mandra-pa….!

  32. Sujet hafa indray !
    C’est en forgeant, que l’on devient forgeron !
    Le fait d’avoir un marteau, une paire de tenailles et une enclume, permet-il de qualifier quelqu’un d’être un forgeron ? Pour plus de précision, la personne en question n’a jamais travaillé de ses mains, hormis le fait de se faire plaisir ou plutôt, de donner du plaisir à des danseurs !

  33. Miampy ny sujet !

    Mbola misy hetsika foana etsy sy eroa, na dia manantena daholo ny rehetra fa mety « hisy ihany ny vaha-olana » ato ho ato ! Nanao sinema ny miaramila, dia izao koa mbola hoe hietsika ry zareo SESESY sy mpianatra, ny para (sitista ?) medikô, sns ….

    Taiza foana tamin’ny ora nidona ? Efa ho efa-taona izao !

    L’heure c’est l’heure !! Avant l’heure ce n’est pas l’heure, et après l’heure ce n’est plus l’heure !

    Mba fantatra ve izany « timing » izany, sa dia « tay, mine na tsilo malemy » foana ? Sa izany dia anisan’ilay hoe « fotoan-gasy » ?

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *