Tsy hita popoka Rtoa Lalao Ravalomanana sy Guergena !

Neny

Hatramin’izao hanoratanay izao dia mbola tsy hita popoka Rtoa Lalao Ravalomanana sy Guergena Gueorguieva Ravalomanana araka ny vaovao marim-pototra azonay.Tsy nisy antontan-taratasy na ny vola ho enti-manana amin’izany sidina izany hoy ny loharanom-baovao.

Be no tezitra sy nitabataba ny tsy rariny hataon’ny FAT tamin’ity raharaha ity.Andrasana ny fanapahan-kevitra ho raisin’ny filoha Ravalomanana sy ny Ankolafy Ravalomanana momba ity raharaha.Fantatra ihany koa fa hiditra mivantana  amin’ny antso an-tariby etsy amin’ny kianjan’ny Magro Behoririka  rahariva ny filoha Ravalomanana.

26 pensées sur “Tsy hita popoka Rtoa Lalao Ravalomanana sy Guergena !”

  1. mety efa any andranomanelatra fa aza mikoropaka isika;mitondra carte visa iterrnational ihany neni fa be ny afaka mapisambotra raha tapaka ry zareo!i raloimisely any belzika tsy maitsy mamonjy;be ny namana e!i zamerika koa izay akama tsy hanary mihitsy;phonene fotsiny reo dia mikoropaka;ary raha sanatria tsy hita any andranomanelatra zareo dia antsoina ny cia na fbi

  2. >Ra-Denise & RaProDenise : Mifona aminao aho Jesoa fa mbola misy olona maloto fo ihany ny Malagasy havanay, ka tsy mahalala fa na ny Isiraely aza hampodianao @ taniny, ary ny Malagasy efa nomenao tany ho azy, saingy ny Malagasy sasany toa andry Denise sy ProDenise ihany no mandika izany sitraponao izany ka mankasitraka ny Malagasy tompon-tany tsy hody @ taniny, nefa Malagasy tsy voasazy, tsy manana raharaham-pitsarana akory na de ôtran’ny loham-paingotra aza, ary Malagasy mba hamangy ny havany sy ny Fianakaviany. Mamindrà fo aminy Jesoa ô. Izany no anjaranay tokony ho ataonay araka ny teninao; « tia izay mankahala anay » , fa Ahy hoy Ianao ny famaliana. Misaotra Jesoa ô. Amen

  3. ‘reny tsy very mandeha tokoa e! Sady manan-tsaina no manam-panahy, miaraka amin’Andriamanitra. Tsy tahaka an’ireo olona pro-HAT eto amin’ity forum ity jamban’ny vola sy jamban’ny tombotsoa manokana. Maty eritreritra, misainà ihany! Efa hevitra tsy misy fototra intsony kanefa mbola izirizirina, sa voakarama? Izay indray zavatra hafa. Maharary kosa aloha ilay coup-dRavalo iny. Tsy ratsy. C’est pas encore fini. La clé est sur Ravalo, quoi que vous fassiez. Si j’étais à votre place, fouza que vous êtes, je me mettrais dans la sobika (sobika.com e!). Ici, c’est pas un bon endroit. Bon weekend à tous!

  4. >Ra-Denise & RaProDenise : Mety mba ho tsaroanao ihany iny Neninay iny, na izay nataonao taminy; rehefa mba any an-tany Lavitra any ianao, ka mahatsiaro sy malahelo ireo havanao, na efa mandeha mihintsy ianao hamangy ny havanao. Tsy maniry aho hoe mba hahazo anao koa izay mahazo azy ankehitriny, saingy mino aho fa mba hahatsiaro azy ihany ianao ka hoe hay ve toy izao ny halahelo ny lavin-kavana eh, ka ho tsapanao fa hay tsy mitonantonana ny mamangy havana, na tsy maintsy mila miera aminareo vao afaka manao izany. Tadidio izay teniko izay. Ary mba zarao amin’ny namanao izay mitovy hevitra aminao ihany koa na dia ho fananihaniana ihany aza, tsy maninona

  5. Tonga indray ny mpivaro-pika, mamofom-poza sy mpandoto rivotra !
    Noho ny ratra nahazo an’ilay vinantovavin’ny Filoha hajaina, dia tsy maintsy mbola natao ny fitsaboan’azy, ary nisy certificat médical nanamarina izay nahazo azy ! Mandeha ny ankety, ary ireo paolisy nalefa tao anaty fiaramanidina, tsy papier, tsy pasipaora na visa an-tànana aza dia voan’ny ankety ihany koa !
    Tafiditra lalina dia lalina amin’izao raharaha izao ireo miseho ho mpitantana ny AirMad !
    Inona moa no mahagaga rahatoa ka izy mianakavy, tsy ampy solaitra no nampidirina, hitantana an’izy io ? Anisan’izany ity hoe Dézé vaovao tsy alehany ity, izay napetraka eo amin’io toerana io mba hanantanteraka izay baiko omena, satria ilay taloha, be mokony ka tsy manaiky an’izay tsy tokoky hekena !
    Ny vaovao farany toa hoe ny AirMad any Bangkok no nasaina nividy billet ho an’izy mianaka.

    Dia HO alefa Aiza ? Angaha ny klian dia tsy maintsy terena, ka alefa any amin’izay toerana tsy tiany andehanana ? Raha izaho no eo amin’ny toeran’izy mianaka dia tsy hanaiky mihintsy aho, na hiteraka scandale international aza izany !

    Efa lasa any amin’izay tokony mahafantatra ny Antontan-taratsy fanakianana, ary ny fitoriana amin’ny fomba ôfisialy angamba ny manaraka !

    Tsy azo ekena hoy ny Filoha Hajaina ny zava-nitranga ! Marina ny azy, ary mbola hita fa olona mendrika sy mpivavaka ireo fianakaviana ireo, fa raha olona hafa no teo amin’ny toerany, efa tsy fantatra intsony ….

    Ary angaha ny Midi Madagasikara rehefa misy zavatra toa izao ihany, vao mody miasa mafy, satria toa nivoaka sahady ny tranga omaly ? Isan’andro, miandry 2 na 3 andro vao misy vaovao !

  6. Ho hita eo zay oe mafy be e,tsarovy fa ny olona tsy tia fihavanana dia tsy Malagasy izy fa mpisandoka ho Malagasy,Ry Polisy,Tafika,Zandary,ataovy oe ny vady aman-janakareo no ataon’olona toy ireny dia eritrereto fa tsy asian’olona mandalo manaonao foana dia manao,ny tetezamita mandalo fa ianareo ho mpiasam-panjakana hatrany mieritrereta e,

  7. moramora Solo razafy a ! faly be denise amin’ilay lahatsoratra. Tokony mba oa izao ny lahatsoratra avoakanareo eto/
    Lohateny : Mpanjono voajono ny foza
    izao zava-nitranga izao dia nifanojo tamin’ny fihaonana tany Seychelles. i dj moa tsy tamana tany fa nody saigy Ravalomanana kosa teo akaiky teo fa mbola tsy nisy nilaza hoe lasa lavitra.
    Ny fianakaviana moa dia tonga nanatona ilay toerana tamin’ny fotoana tsy nampoizin’ny foza ary namoaka lalàna vaovao hanaovana izay handroasana ireto olona tonga hamangy.
    Miandry ny antson’i Dada daholo fa na izany aza dia efa samy miheritreritra fa toa ho faty ny FOZA ka samy hivonona amin’izany ny malagasy tia filaminana.
    Ho maona amin’izay ry denise sy ny tariny ary tokony ho fantatray Mydago, avy aiza izy ireo.

  8. mahereza tompoko ianareo mianakavy fa manohana sy mankahery anareo ny vahoaka malagasy rehetra.
    tsy politika no hataon’ny foza eto an-tanindrazana fa habibina ary efa manomboka miely eran’izao to,ntolo izao.

  9. Tao aorian’ny fihaonana tany Seychelles, dia efa tonga aty Paris ny « Mpitarika-Mpitolona Rakotoarivelo », hanoy ny hetsika eo anivon’ny CI.

  10. Merci @vao², tokony hihetsika misi² kokoa, atao toto afo fa efa tokony ho akaiky izy ty an, sao mahazo bahana eo ndray reo, de mitatra iany ty raharaha ty,

  11. Info: jereo ao amin´ny facebook fa misy tovolahy mitondra ny anarana . ANDY RAJOELINA, monina ao bankok izy io miaraka amin´ny vady aman-janany, gaga aho ary nanontany tena hoe. manao inona any io fianakaviana io ? Ny tatoa an-tsaiko dia hoe. mety rahalahin´i Rajoelina andry na fianakaviana akaiky azy ,ary mety miasa amin´ny ambassade gasy any na koa mpanara-maso ny aferany rehefa manondrana vato sy volamena izy. ????

    Ka sao dia ireo olona ireo indray no mitanty yn´i Neny Lalao Ravalomanana any :

    Fa izao nínona nínona mitranga sy mahazo an´i neny sy ny vinantony, dia tompon´andraikitra voalohany amin´izany i Andry rajoelina sy Mialyrajoelina.

    Kidnapping ny mendrika ny zanakí rajoelina ao france amin´izao .

    Oeil pour oeil, dent pour dent.

  12. Marina fa dia maha tezitra mafy dia mafy ny zavatra toy izao ! Tsy mpiaro ny ara-dalàna anefa ve isika ?
    Aoka izay foana, na inona na inona ataon’ireo TSY VALAHARA IREO, no tazomin-tsika !
    Hintatsika foana ny fomba entina ampiarina ny Lalàna ! Aza mihiditra amin’ny fomba fanaony, FA HIANJERA NY SAZY NA HO ELA NA HO AINGANA HO AZY MIANAKAVY !!
    Ela nitoratorahana izy ireo, ka izao nahavoa mason’angatra !
    Romotra daholo ny Communauté internationale, ary hahita na handre vaovao ianareo ato ato !

    LA LOI ET RIEN QUE LA LOI !

    Aza gaga fa izao no fahaizana manao pôlitika, version foza araky ny filazan-dry rabe sy ny tariny !
    Azy izany fa tsy antsika ! Tsy maninona na milaza aza ry zareo fa vendrana amin’izany fanaovana pôlitika izany isika ! Samy manana ny fahaizany, fa ny antsika tsy jiolahimboto sy faikan’olona teny amin’ny arabe no nampianatr’azy !

  13. …………..dia gaga ianao??????????
    Ohatry ny film mihintsy izy izany an!!!Tena nalaza tampoka teo Neny!!
    Aoka isika tsy ho variana fa t@ andron’i DEBA dia nosamboriny ry BAO sy ny tariny ( azafady fa tsy haiko
    ny tena anarany)ka mody notazoniny 10 andro tany moa izy izay???dia navoakany fa saingy tsy niteny izy
    ireo avy eo dia afaka volana maromaro dia MATY NISESY tsirairay ireo gadra pôlitika ireo MATY nisesy
    mihintsy izy rehetra avy eo, ka i NENY mantsy ity lasa any tsy musy vola tsy inona dia mazava ho azy fa
    ry foza no miantoka ny rehetra HANAMBOARANY azy MIADANA any, tokony mba nisy nijoro NIARO AZY
    IREO MIHINTSY fa tetika efa maty paika izao an!!inona no hifandraisan’izao raharaha izao @’i BANGKOK??
    IRETO ANKOLAFY MIHINTSY NO TENA VONGANY AN!!!dia nasainy nivoaka nefa olona ao @ FANJAKANA
    dia navela ho viravirain’i ALIKA IRERY TEO VE I NENY????AZA MISY MODY MIMENOMENONA fa izao efa
    hita miharihary izao ny TANDREVAKA sy ny TSSSSSSSSSSSS manome litika daholo!!!!

  14. Lasa tena aferabe ilay izy ! Miandry dokotera hanamarina ny zava-nanjoa ary vavolombelona izy mianaka !

    Izao maty paika ny ahy ny pikinika, fa ho an’ireo izay mikasa hiaino an’Atoa Rakotoarivelo, fialàna amin’io FDR no andrasana amin’izy rehetra, ary indrindra FANAMBARÀNA ÔFISIALY AMIN’IZAY REHETRA MANATRIKA AO, FA TSY MI NA NIHEVITRA NY HIROTSAKA HO FIDIANA NY TENANY !!!

    DISO ARY DIA DISO FIHEVERANA IREO IZAY MIHEVITRA FA TSY MANANA ANJARA AMIN’NY FITANTANAM-PIRENENA SY NY HOAVINY INTSONY NY FILOHA HAJAINA MARC RAVALOMANANA !

  15. Misaotra Kintana manome vao2 tsara toy izao fa loza ity!!!
    Ny hafaliako nanokatra ity serasera omaly!!!fa saingy indrisy fa vao namaky???
    saiky teto aho no noraisina fa tsy naheno vao2 nipitika mihintsy mantsy aho fa tampoka sady efa tara vao hitako
    fa hay tonga i NENY!!ny hafaliako!!!Latsaka mihintsy ny ranomasoko mahita azy mianaka mifamihina mafy!!!
    fa saingy indrisy!!!!!!sendra izay tsy mataho-tody!!!io ray olona mino aho fa fanapozinana miadana an’i neny a!!
    ireo pôlisy voavidin’ireto karana no nanambotra an’i NENY , efa namoaka vava mantsy izy ireo fa
    « raha mbola izahay koa no izahay dia tsy mody eto (Dago) izany R8 izany », koa ireo no fahavalo tokony
    ho amboarina voalohany IREO KARANA AO ANOSIZATO ireo aloha no nilaza izany ka AMBOARY e!!!

  16. 3Ataovy mangina any an-trano ny vavaka3, mba hitahy azy mianaka sy ny fianakaviany ANDRIAMANITRA !
    Fa tolona mazava KOSA, ary indrindra manara-dalàna no tokony ho atao mba ho hitan’izao tontolo izao !

  17. Izaho manokana aloha dia lazaiko eto fa  » TSY MAHATOKY LEHILAHY e!! »hi!hi!hi!!!!
    koa maika fa izao fisehon-javatra efa hita MIARIARY efa impiry izay??manoana ilay
    fanambaran’i Gtt 100% ny tenako.MAMY .R sy BERIZIKY dia lasitra iray, ka tokony mba hieritreritra izy ireo fa tsy MAMELY!!!

  18. Tena olona lany hentra tsy matahotra an`Andriamanitra ireto FOZA ORANA ireto.
    Efa tena tsy rariny intsony izao fa tena tokony hamaly amin izay isika. Izay tratra any aloha dia faizina. Aiza ry tanora ah ?. Ataovy amin`ny fanaovana azy amin`izay eh ! Olona mataho-behivavy ireo

  19. FA INONA ANEFA NY TENA MAMPIHIDY VHOUDDY AN’I BITRO NY HIDIRAN’I RA-8 SY NY FIANAKAVIANY ETO MADAGASCAR EH,RAHA TENA ENJANA BE IALAHAY RY BITRO DIA AVELAO IZY HODY ATY MADAGASCAR DIA AVY EO AZON’IALAHY GADRAINA FOTSINY?SA IALAHY MATAHOTRA NY AMERIKANA SY NY ALLEMAND ARY IZAO TONTOLO IZAO MIARO AN-DRA-8,IALAHY IZAO NO ATAO HOE TE HIVIDY NY LOHANY NEFA MATAHOTRA NY MASONY;ZAVATRA SOKINA MANATON-AFPO IO RY BITRO AH!MANANTONO AZY NO SISA?IALAHY MINTSY NO HATAO HOE BOAY KELY TSY AFA-THAAY-MBOOODY KA MILINGILINGY @ TSY TOKONY HATAO

  20. Seules les femmes du Moulin Rouges et les Folies Bergeres de Paris sont les bienvenues à Madagascar et meme reçues et honorées par le couple de la hat .
    Les meres de familles de toutes nationalités sont à etre expulsées manu-militari !

  21. Mba tena loza koa ity de8 ity, dia vola be nangalarina teto izay dia frais de tsy mba fohy homena ny vady, hitako lalao no tsy nety nitondra ny anarany intsony.
    naratra be mihintsy ange hono i gergena e, sady tapaka mihintsy ny tanany ary niditra hopitaly, izany no fanirianareo eto.
    fianakavian’ny ratsiraka aza tsy navelan’ny de8 niditra teto anefa ny dadany no maty.
    Tody io ry de8 a.

  22. Gaga no talanjona be ny tenako raha mamaky ny zvtra voasoratr’ireto forumistes ireto.Teo aminy fitondrana i Ra8 nikorontana daholo ny vahoaka rehetra ary samy nahita zvtra nanenjehan’azy de izao indray ianareo mody manatsara azy indray? Ary mangataka aminao ny tenanay ry Andtoa Marc Ravalomanana mba hanamboatra sy hanadio tsara ny renivohitra Antananarivo satria tsara sy mahafinaritra be ny zava-bitanao any aminy Nosy-be Hell-ville.

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *