28 pensées sur “VAOVAO FARANY avy atsy Seychelles”

  1. Induit en erreur daholo ny olona, satria nanao toy ny fanaony ilay domelina mpamita-bahoaka, tsy ampy solaitra !

  2. Deraiko manokana kosa aloha i Zuma e!! mino aho fa tsy
    domelina mihintsy no handaozany ny Vahoakany toy izao FAAAA i dadaaaaaa!
    Bisous be ho an’i Prėsidà Zuma, fa ity franssmann efa tsy izy intsoyn io , efa Tratry ny VIRUS koa.

  3. hamafisina daholo izay azo hamafisina aloha fa inona no mahagaga??
    raha mba ny solaitra fotsiny no tsy ampy moa maninona fa saingy BE LOATRA no
    tsy ao mihintsy e!!tsy Fanahy tsy inona tsy inona fa FAKO aza mbola manana ny toerana sahaza azy
    sy MENDRIKA no ilay domelina LAPOASY tsy mitondra afa tsy VITAN-DRATSY izay hataony sy haleany
    rehetra hany ka tsy sasatra ny MANALABARAKA tena .

  4. Omaly atoandro dia nnao tatitra tany @ reny malalany mpanjanatany frantsay i andry tgv rajakombazaha ka nasain’i frantsa hiala tsy hanohy ny dinika, dia efa nasain’i frantsa nalefan’i AFP fa hody i andry tgv (antony).
    Voatery niditra antsehatra ny SADC sy i Seychelles ka nampatsiahy ani andry tgv ny sazy ahazo azy raha toa ka izy no fototry ny tsy fahombiazan’ny dinika. Dia nijanona ihany i andry tgv ary nhitsin’ny SADC sy Seychelles ny vaovao navoakan’i AFP fa hody i andry tgv (izay baiko avy @ i frantsa).
    Mbola hanohy hanapotika an’i Madagasikara foan ve i frantsa sy ny rajakombazaha? mila mihetsika isika ry Malagasy k miomàna daholo ny hanohy ny tolona na ho mafy na ho mora izay ho itrangany eo. MASINA I MADAGASIKARA.

  5. reo efa fantatra ny momba azy e….fa mila ampianarina dienizao ny taranaka faramandimby fa izany FRANTSAY zany nulle…ampianarina hakahala frantsay .ny ahy zao ny zanako sy ny zaza manodidina ahy de izany no ampianariko azy sady omeko ny antony tsy hitiavana frantsay

  6. http://www.lepoint.fr/monde/madagascar-rajoelina-et-ravalomanana-quittent-les-seychelles-apres-leur-face-a-face-26-07-2012-1489541_24.php

    Mba iza foana no mitondra an’ity domelina, amin’ity hoe « vol privé » lava ity sa manana rôplanina manokana ilay vendrana ?
    Isaky ny faran’ny erinandro koa hono i lery dia mivoaka foana fa tsy fantatry ny olona, mitaingina djetin’olona ! Mankaiza ary manao sy mitondra inona ? Miaraka amin’iza ?

    Voyage iray fotsiny tany Tunisie dia nampidoboka an’i Alliot-Marie !

  7. aza mora tezitra e, samia fotsiny milaza ny heviny, fa zay tsy tia fandrosoan sy filaminana de miarak @ foza, ny ankoatr’izay milamina, tsy handroso mintsy M/kara raha ôtran’ny peuples Malgaches dôly ny olona, raha izaho aloha de tsy mampiasa io hoe peuples Malgaches io e, Malagasy aloh aho e fa tsy malgache zany e, de @ teny malagasy no ampiasaiko fa tsy peuples zany, hita hoe saribakolin’ny frantsay ka mboal te-ho zanahany fôna

  8. Mba mangina ry milaza azy ho « peuples malgaches »a! Peuples fôpla!!

    « Toy ny hazo tokana ianao, ianareo foza!!

    Hoy fitenenana malagasy hoy: « Ny hazo tokana tsy mba ala »

    Aza misora-tena toa zandìna e!!!!!

  9. VAOVAO FARANY MARI-POTOTRA MOMBA NY FIFAMPIDINIHANA;

    Hatramin’ny ela, no efa nanolokevitra teto izay, ny amin’ity fifanekena vita sonia ity, ny hametrahan-dRa8 condition ny momba ny fodiany, mba ho foanana ny fanamelohana azy ary afaka mody mandraharaha mamerina ny herin’ny TIKO ndray, izy sady afaka manao opposition matanjaka raha mbola hiverina hilatsaka ho fidiana. De TAPAKA ARY VITA SONIA FA TSY HILATSAKA RA8 FA KOSA TSY HO VOAROHIROHY INTSONY AMIN’NY FITSARANA NOHO NY CRIMES NATAONY SY NY FANODIKODINANA VOLAM-BAHOAKA.
    Aminay de azo lazaina woe fahaizana politika izany raha toa ka entina am-pahendrena tsy hitondra korontana sy sakantsakana ho an’izay filoha vaovao ho voafidy eo, fa raha toa kosa, sehatra hikatsahana hanaovana fikasan-dratsy, de MAMPITANDRINA HATRANY NY FILOHA RAJOELINA IZAHAY, FA NY MAHERY TSY MAODY TSY HO ELA VELONA, ARY LAVITRA AZA NY RATSY MAHAVITA MANAKOROTANA SY MANAO BLOCAGE, MAIKA FA EO AN-TOKONAM-BARAVARANAO IZY, DE ATAOVY DOUBLE TOURS NY LAKILE, SATRIA TSY MISY ZAVATRA TSY VITAN’NY VOLA.
    Ho an-DRAJOELINA KOSA, de izao amin’izay no fotoana tena hampisehoanao ny fitiavan-tanindrazanao, satria tsy nampiana ianao tafika, indrindra hisokatra @zay ny famatsiam-bola, de asehoy miharihary @ vahoaka @izay woe iza marina no tena fositra, ary zahay mahatoky anao sady mivavaka hatrany ho anao amin’ny adidy mavesatra hiantsorohanao amin’ny fanarenana ny firenenao, tsy hisy sakatsakana sy fingapingana, sabotage intsony. De antitraterinay eto, fa mba hahamailo anao, satria olona lian-dra ny fahavalona ka tsy miahotra akory ny hamono hahafaty anao.
    Isaorana manokana ianao andriamatoa Filoha, noho ny herim-ponao, niatrika tafiotra sy rivo-doza, tsy nihontsina tamin’ny sotasota sy ny hasomparana rehetra anatiny sy ivelany, ary INDRINDRA MISAOTRA NY VAHOAKA MALAGASY, VAHOAKA HENDRY, NANANDRATRA AVO NY FIANDRIANAM-PIRENENY, KA NA DE TSY MAINTSY NANAO SACRIFICE AZA, DE TONGA AMIN’NY TANJONA, SATRIA FANTATRAO TSARA NY RATSY SY NY TSARA SITRA-PO, KA TSY AZO NAREBIREBY TATSY SY TAROA, ENY FA NA DE NY RANAO AZA DE MBOLA NOTADIAVIN’NY FAHAVALOM-PIRENENA NATAO SORONA INDRAY.
    MISAOTRA NY FOLOALINDAHY KOA, TANDROKA ARON’NY VOZONA, NA DE NEZAHANA HAMPISARAHAM-BAZANA, NOTAOMINA HANAO TETI-DRATSY, DE AFAKA NANDRAY ANDRAIKITRA FOANA, NANITSY SY NANAFAY IREO ZAY NANIA, NIARO NY FIANDRIANAM-PIRENENY.
    DE MAMPIONONA SY MAMAFA NY RANOMASON’NY ZANAKIDADA, ARY AZA KIVY, FA RAHA TSY HANAO LAY RAIKALAHY ZAY HO AVY EO, DE HIVERINA LAY RAIKALAHY TALOHA, DE TANDREMO RA8 FA MIANKINA AMIN’NY FAHENDRENAO NY HO AVINAO INDRINDRA NY ARA-POLITIKA, FA RAHA MANAO HAGEGENA DE TSY HO TAFAPORITSAKA INTSONY ANY SUD AF, FA TONGA DE ANY DOUMAN, DE ARARAOTY NY OCCASION HANAOVANAO ZAVATRA TSARA, FA TSY NY SEHATRA POLITIKA IHANY AKORY NO HAHITAM-PAHOMBIAZANA @ FIAINANA, DE MANDRAISA AMIN’IZAY LESONA TAMIN’NY LASA, SY ZAY HASEHON’NY OLONA HANDIMBY ANAO HITANTANA NY FIRENENA HISY FAMATSIAM-BOLA TSY NISY SAKANTSAKANA TOY NY TAMIN’NY NITONDRANAO NANDRITRA NY FITO TAONA.
    MASINA NY TANINDRAZANA, MAHERY ANDRIAMANITRA, HO ELA VELONA ANE MADAGASIKARA TSY VAKY VOLO ARY INDRINDRA HO ELA FANAPAHANA ANE IANAO ANDRIAMATOA FILOHA ANDRY RAJOELINA.

  10. Zà mbola tsy nahazo bisous be avy amin’i ranavalona ! Fa maninona ?? Aza mba miangatra fa tena tsy lasa ê !! Tsssss !!!! Hi hi hi !!!

  11. Mahonena tanteraka an!
    Tena samy manana ny famakiny ny tantara tokoa e!
    Fa anga re nisy « crimes » nataon’ny filoha M.Ravalomanana ka nanerena azy izao hanaiky io « chantage » io e????
    Resy foana hatrany amiko ny filoha M.Ravalomanana…satria tsy mba nisy nasahy nitraotra ka nanao « anticipation » ny zavatra hitranga..noho ny fijery voadombon’ny mpanjanaka ka varina @ hetsika « spontané » sy tandrametaka.
    Izaho manokana dia kivy tanteraka satria tsy mendria izao ny filoha M.Ravalomanana e!
    Dia ny franstay sy domelina foan ihany no mahazo teny farany anie izao e!
    Matoa namoaka vaovao momba M/scar matetika indray ny gazety frantsay tato ho ato dia satria efa voalamin-dry zareo ny resaka ka dia voa indray ny gasy !

  12. Raha sahy
    avelao izy hiditra
    fa tsy miwoawoak

    Rabe, Bogor, … tay saforitika
    GASY fandositra raha sendra tafara-dalana : ZERO manatody

  13. Ireo nianteherana mba « hanohan’azy akaiky » aza nivaralila, asa nahazo vola avy any amin’ny karàna koa angamba sa dia efa be vola laotra, any ka tsy mahita ny fangirifirian’ny TENA VAHOAKA MALAGASY !!

    Ho an’izy ireo, tsarovy fa raha mbola tany ihany koa ny tany, ka boribory, dia tsy maintsy fantatry ny olona izay zavatra rehetra atao, sy NATAO !
    Rindrina aza hono manan-tsofina !

    Raha misy tsy fihetezan-javatra hoy aho, dia an’ny vahoaka amin’izay ny mitantana ny baolina fa FADY ARY ZAVATRA TSY AZO EKENA NY ZAVA-NISEHO NANDRITRY NY TELO TAONA IZAY !

    TSY NY HOAVIN’NY FILOHA RAVALOMANANA IRERY IHANY, NA KOA NY ORONASA TIKO, NO TSINJOVINA, FA NY HOAVIN’NY TARANAKY NY MALAGASY REHETRA TSY VAKY VOLO !!

    IZANY NO TENA ATAO HOE : MASINA NY TANINDRAZANA SY NY FIANDRIANAM-PIRENENA !! TSY IREO VOAVIDIM-BOLA, VAHINY SY KARANA IZAY NISEHO HO APATRIDA TALOHA IREO, NO HIBAIKO SY HANAO IZAY TIANY, RY MALAGASY HAVANA !!!

    UNE JAMBE DOIT ÊTRE AMPUTEE DE LA PARTIE GANGRENEE, SI L’ON VEUT UN TANT SOIT PEU SURVIVRE !!!

    RAISO TENA RAISO NY ANDRAIKITRAO RY MALAGASY, RAHA TSY HANAO IZANY DIA AZA MIMENOMENONA, INDRINDRA IREO IZAY NIHARAN’NY FAHORIANA ATRAMIN’IZAY SATRIA TOA MATIMATY FOANA TOY NY VALALA NOSAMBORIM-BOKA !!

    MBOLA HITOHY NY FAHORIANA, KOA DIEN’IZAO, ASA MISOSOK’ALAHELO INTSONY Ê ! TOHIZO RY ZAREO NY FAMAHANAN-DALITRA, NY BAL SY RNS RY ZAREO FA HIHINAN’NY ANGANONY DAHOLO RAHA MITOHY IZAO Ê !

    AIZA ILAY FANISAN’ANDRO, ILAY HOE FITO ANDRO SISA ????

  14. Raha tena nisy tokoa heloka, moa ve tokony ho atao vitavita mora atao takalompatsa ho tombotsoan’i andry tgv toa izany????
    Aminay dia tsy nisy heloka vitan’ny Filoha Ravalomanana Marc matoa azo natao toa izany ny fiverenany. Ny dikan’io lazain’i « bogor » io dia toa ny hoe nataon’i andry tgv takalon’aina izany ny firenena sy ny vahoaka Malagasy ka io no sandan’ny takalo « rançon ».

    Manaoprofo izany fa tsy nisy fitsarana madio ny natao ny Filoha Ravalomanana Marc fa tetidratsy nanaovana takalon’aina ny vahoaka Malagasy fotsiny.
    NOHO IZANY DIA TSY AZO EKENA RAHA TOA KA MARINA IO LAZAIN’I BOGOR IO. MILA MIHETSIKA NY MPITOLONA ARY TSY AVELA HO AFAMAINA NY RAJAKOMBAZAHA SY NY TARINY.

  15. Ohatra ilay fitsaram-poza io e!!vao mandeha ny fiansoana dia
    efa VONONA NY DIDIMPITSARANA dia avy eo avoaka @ maizina
    fa tsy mba @ mazava .

    Kintana!!hi!hi!hi!!!MDR mahazo ialahy rehefa HENDRY tsara!!!

    Ahoana HOaiza a!!!Vonona be mihintsy ny havako izany an!!!ataontsika mahmay ireo fa avelao HIBILILA eo!!!
    Ny mpanoana an’i dada koa mbola matanjaka fa avelao ha deha e!!
    F’ angaha efa nisy tapaka indray Randria a!!aza mba manakivy toa izao moa e!!!fa nisy inona??
    raha vao2 frantsay aloha dia aza hiasana loha, avelao i dada no hilaza izay tapaka tany izay vao MIKORAPAKA.

  16. Hay ve e!!! izay vao azoko!!kay ity Rabe io bogor io
    i kotozafy ihany no lekisisy rė ray olona a!! io izany no
    mampisavoana anareo toy izao ???dia mamaky koa ianareo???aiza re izany e!!!endraso i dada
    aloha , mba mahandrasa tantana !!dia avelan’ireto SADC hitsabatsabaka @’izao raharaha izao koa
    ve ireto renikely ??izay ane no tsy azoko e!!fa ny renikely ve no mandidy @’ity tany ity e!!!tsy METY!!

  17. Source mari-poptotra avy any tanakavanan’ny dadanareo Rana a! zahay ane sady mahazo vaovao avy any aminareo sy avy aty @ny anay e! Zandrinay koa moa mahay miady, sady tsy be vava sy tabataba otranareo, de mandresy foana. Ny anareo vao misy zavatra kely, de mihoraka, otranle valala eny an-danitra e! mbola tsy azo akory de woe asiako sira iny. Jereo ane ny fomba famalin’i Andry raha vao nitontona teny Ivato izy androany t@ 1 ora folakandro e! mbola hihaona izahay!!!
    De inona moa ny hambaran’ny dadanareo eo! mangina fa resy e!
    Fa ny mahazendana woa de woe: TSY NY FIVERENAN-DRAINAREO AMIN’IZAY VE NO MAHAFALY ANAREO E! MANDEHANA AMIN’IZAY ATAOVY NY FITSENANA MAKOTROKOTROKA!!!! Tsisy mpanakatsakana intsony! aza misaona toy io ry KM a! mifalia amin’izay fa zay vao tena sur fa ho tonga dadanareo!

  18. kalm alou….I bogor ve no inon’ny zanak’i Dada e…tsisy dikany io,ny antsika raha vao tsy milatsaka i DADA de MISAONA Madagascar tsisy fifidiana izany eo.
    saingy tsisy mino anizany eo rah tsy fanambarana ofisialy.Mazava @ foza izay « MANIRY HO MANITRA OHATRAN’NY ALIKA MIAMBOZON-KODITRA »(bogor)

  19. Tsy ny Filoha Ravalomanana Marc velively no nangataka 15 andro fa izay te hijanona elaela eo @ sezany ka matahotra hiongana. Ny SADC sy CI manery mafy nefa ny jiolahy niaranitolona taminy manay tery vay manta.
    Ny Filoha Ravalomanana Marc dia milamina tsara, ka rehefa ho tonga ilay andro malaza higadonany etsy Ivato dia ho mato ny foza no ho torankovitra satria TSY MAINTSY HO AVY NY VALINKITSAKA izay atahoran’ny foza iray trano.
    Aza adino fa ny Malagasy tsy mba mora manadino izany koa ho hitantsika eo fa @ andro hitsenanay ny Filoha Ravalomanana Marc no fotoana dia samia mijinja izay nafafiny.

  20. Déclaration à la presse
    Envoyé par: Menja (Journalisée IP Adresse)
    Date: jeu. 26 Juillet 2012 15:27:38

    Déclaration à la presse sur la réunion avec les dirigeants politiques malgaches

    Après le Sommet de la SADC extraordinaire des chefs d’Etat et de gouvernement tenue le 01 Juin 2012 à Luanda, République d’Angola, le Président de l’Organe sur la Politique, la Défense et de la coopération de sécurité et le Président de la République d’Afrique du Sud, SE Jacob Zuma, en consultation avec la Troïka de l’Organe, a convoqué une réunion entre SE Andry Rajoelina, le président de la Transition et SE l’ancien président Marc Ravalomanana dans la République des Seychelles du 24 au 25 Juillet 2012.

    La réunion a eu lieu dans le contexte de mise en œuvre intégrale de la Feuille de route visant à mettre fin à la crise dans la République de Madagascar. Avant de commencer la réunion, SE le Président Jacob Zuma, a observé une minute de silence à l’égard de la mort de SE Atta Mills, l’ancien Président de la République du Ghana. En présence était SEM James Michel, président de la République des Seychelles et d’accueil de la réunion.

    À cet égard, la réunion a eu lieu dans un environnement paisible et serein, le Desroches Island, Îles Seychelles, accueillie par le Gouvernement de la République des Seychelles. Les discussions ont été cordiales et les participants ont manifesté un bon leadership. Toutes les parties ont été satisfaits des progrès qui avaient été réalisés dans la mise SE Andry Rajoelina et Marc Ravalomanana ensemble à la recherche d’une solution politique durable à Madagascar. La présence des deux chefs était une indication claire de leur engagement en vue de trouver une solution durable pour mettre fin à la crise politique dans le pays.

    Au cours de la réunion, il a été convenu que les deux dirigeants devraient se réunir pour conclure sur les questions en suspens découlant de la mise en œuvre de la Feuille de route afin de faire rapport au Sommet ordinaire des Chefs d’Etat et de gouvernement.

    La réunion a exprimé sa gratitude à SE le Président James Michel, le Gouvernement et le peuple de la République des Seychelles pour leur générosité et leur hospitalité.

    EMIS PAR SADC TROIKA

    Desroches Island
    SEYCHELLES
    26 Juillet 2012

  21. Ô ry HOAIZA a! aza entim-po manananaka eo nareo e! be woa ny ratsamangaikan-dRaosy miparitaka eran’izao tontolo izao, hany ka tsy mahamenatra azy mihitsy ny mamafy vola amin’ny AFP na NY RFI, ny TV5 monde handefa INTOX handotoana an’ilay Zandry maherifo, fa rehefa tsy maripototra ny vaovao, de naninona no nipingapinga haingana nanao dementi. De lasa koa eto ny lainga raofin’ny zanakosy rehetra woe, nandositra Rajoelina de nampitahorin’ny SADEC de niverina indray. Ny tsy fantatry ny adve n’i Andry, eny fa na Bekintana aza, na de Zandriolona izy iny, de manana profile na homme d’état, ka tena tsy hita ny hanaovana azy. Raha zay pression tous azimut izay ane, efa tokony tsy nahajanona ela teo izy, fa tena courageux iny filoha hajaina iny, hany ka mirepirepy tsy mahita izay hametrahana ny tongony ny adve-ny . Zay atao maneno sahona avokoa! aza mba manaraka ihany woa ny ratsy atao, fa mifofo velona raha ho tafavoaka! bye!bye! e!
    Saika hadino! nahatsiaro tena ho voafitaky ny dadany ny Zanakosy rehetra noho ny fanapahan-keviny, de io le nolazaiko efa ela woe, zazasary daholo nareo, fa marina ny an-dRaosy e! kapoaka aloha vao vahoaka. Tsy hi vitany ny hamelona anareo rehetra ireo, fa izy dimy mianaka ihany aloha, de aleo manadio tena tsy voarohirohy amin’ny hadalana natao, sy hamerina indray ny tiko tsara a! mahasalama a!
    Izay no ilazanay hatrany, fa tia vola rangahy iny ary tsy miraharaha na iza na iza izany afatsy ny tombontsoany. Tsy nahagaga raha nipoaka be ny afera fony izy teo @ seza! mba mieritreritra ry zazasary ô! sa ahoana ry MAJAKAVAHOAKA. Raha nanjaka ny vahoaka, efa tsy omby io magro io sady feno hatreny amin’ny lalana manamorona azy iny, fa tsy ireo vahoaka mipetraka @ planche asiana tongony peta-toko @ vato vitsy kely mampalahelo ireo no atao woe vahoaka. Ireny t@ 26 Juin ireny ny vahoaka fa tsy ireo olona 2000 tany Antsirabe. De ny taigna ro menatsa!

  22. ENFIN ! LE CIEL TRES ASSOMBRI VOIT LES NUAGES NOIRS LAISSER PLACE AU BLEU §

    Malgré nos mauvaises pensées et nos inquiétudes sur l’issue de cette réunion ,la sagesse a été bonne conseillère des deux
    belligérants pour ne pas envénimer ce facee à face ;;;§
    Il faut constater  » les bonnes paroles de rajoelina à Ivato avant son départ aux Seychelles : il s’est confessé en racontant qu’il s’est préparé moralement ,physiquement et spirituellement !
    Et il a demandé aux uns et autres de prier pour que de cette réunion sorte quelque chos de bien pour le Pays§

    Par contre il a été réticent sur la réponse à la question portant sur le retour du Président RAVALOMANANA MARC au Pays ;

    En plus de cette composition de comportement brusque ,il faut remarquer la lourde atmosphère qui entore cette réunion :l
    —la prression de la situation des Malgaches situation plus que préoccupante qui contraste avec la ie opulente et insouciante que mène rajoelina et situation qui inquiète de nombreux Pays (USA , UE ,UA, SADC et d’autres
    —la grande tension engendrée par la rencontre qui , malgrés ses dires , panique rajoelina
    —la stature et la grande notoriété du Président ZUMA , qui préside cette rencontre .
    ;;;mis outre ses pressions médiates ,il existe la présence invisble des Forces Américaines autour des Iles des Seychelles et dans laVille de u ras su rassuer rajoelina §

    Les organisateurs de la sadc ont bien eu la science infuse d’ d’avoir isolé les protagonistes ,surtout d’avoir interdit la fouktitude des ‘ » soitdisant consellers bidon , qui lors des atres rencontres n’ont eu d’autres rôles que d’aiguiser leur marionnete , qui a écouté tous les conseils vaniteux , agressifs et haineux !
    o
    Oui cet isolement de rajoelina surtouta été nécessaire car ces conseils intempestifs n’ont pas été productifs et se sont révélés nocifs pour les intérêts des rencontres antérieures !

    rajoelina va-t-il canger de cmporteent en rentrant au Pays ?au contact de ses  » fameux conseillers qu ne pensent qu’à la pérénité de leurs carrières politiques fondés sur du sable ,que cette rencontre a de fortes chances d’être anéanties ! Qui s’en plaindra !

    Mais demeurons vigilants ,intransigeants tant que le Président RAVALOMANANA MARC E SA FAMILLE NE SONT PAS RENTRES AU PAYS , comme nous !

    Mais le retour du Président RAVALOMANANA MARC au Pays reste , comme le savons ,pour la Communauté Internationale la condition non négociable pour la reconnaissance internationale de Notre Pays ,pour la reprise des aides financières et techniques pour notre développement et l’amélioration des niveaux de vie des Malgaches;;
    ,
    Voilà le contexte et les raisons de notre lutte qui se poursuit §

    ,

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *