Voarara amin’ny TVM ny Ministra Ankolafy Ravalomananana

tele_tvm

Nandefa BAIKO amin’ireo mpiasan’ny TVM ingahy Rolly Mercia fa tsy azo avoaka sary ao amin’ny television-mpanjakana intsony ny Minisitra avy ao amin’ny Ankolafy Ravalomanana.Ny antony araka ny nambarany dia noho izy ireo tsy mamonjy filankevitry ny Ministra sy Governemanta.

Na dia ambara fa governemantan’ny fiaraha-mitantana aza ity governemanta Beriziky ity dia tsy hita taratra ao amin’ny TVM velively izany.Tsy handrenesam-peo velively ingahy Praiministra amin’izao fandrarana  ny ministra avy amin’ny Ankolafy Ravalomanana.

Manana zo ahalala vaovao anefa ny  Vahoaka Malagasy, voaprorofo araka izany fa tsy voahaja ihany koa ny fahalalana maneho hevitra eto amintsika.Na dia ny ministra tsy mitovy fijery amin’ny FAT aza raràna tsy mahazo miseho TVM.

Baolina Politika

Fa niteraka resabe ihany koa ny tsy fahaiza-manaon’ny mpiasan’ny TVM tamin’ny fampitana mivantana ny lalao rugby tetsy Mahamasina.Mampametram-panontaniana ihany ny haavon’ny fahaiza-manaon’ny TVM ankehitriny.

Griffine what’s your problems ?

11 pensées sur “Voarara amin’ny TVM ny Ministra Ankolafy Ravalomananana”

  1. Io no tokony hanamafisantsika ny grève manomboka rahampitso.

    Efa tena sangy mihotra ny loha ny ataon’ireo Tanora Gasy Vendrana ireo

  2. Tsipaky ny miala aina daholo izany e!!

    Manaintaina be mihintsy angaha ilay ankolafy R8 tsy mety miverina???samy manana ny adiny e!!
    samy manana ny mahamay azy fa tsy ho tsindriana lava eo akory ny zanak’i dada, ho hatao tohatra
    hiakarana fotsiny dia rehefa azo izay hilaina dia tsipahana fotsiny izao???akorinareo izay ry foza!!!
    tsy nisy inona koa aza moa teo hatrizay norarana koa toa ZARAKO AZA MARATRA????mapmė be!
    VOADAKA INDRAY DIA MIAKAPOAPOKA MAMALIFATY eeeeee!!!!!
    Sady voadaka tary @ UE no mbola VOBOTON’i BE KINTANA dia ny zanak’i dada no hanalana VOKONA A?

  3. Hanomboka @ zay ny tena lalao ry foza ka samia matezà ny aina fa hifankahita eto! aiza ny foza be vôpl Denise mpivaro-pika ary tanora vongany??? iza reo tsy miteny reo??

  4. Fa mbola manantena ny hijanona ao iry taona hono Ingahy Rolly Merdia e?
    Sao dia hihinan’ny ambaninny io, izany hoe ny rambony, rehefa afaka fotoana fohy? sa tsy hainy izany?

  5. les proches de VENDRANA continuent a manipule les 20 millions de MALAGASY et dire que cet imbecile de ROLLY MARCIA est directeut du journal LA VERITE tout un programme
    sait il au moins sa declaration

  6. What is??? your problemS??? hahaha
    __

    Raha toa ka izany, dia TSY MAHAZO mandray fitenenana ao @ TVM izay rehetra manisy quoi amin’ny fanatanterahana ny ARTICLE 20 dans feuille de route.

    Ampahafantarina ny eo anivon’ny SADC.

  7. Ha!ha!ha!!!avelao aho hihomehy!!!!!
    Hijanona eo mandrakizay izy fa i BOMBA eo HIARO ny FOZA e!!
    Hiaro ny rambony mantsy e!!!Miomaná daholo zalah a!!mba jejojejo e!!!tsy maintsy tafitantsika io
    homba antsika ny ao AMBONY! kely sisa e!!

  8. Aza mamafy lainga ry Solo Razaf a, fa angaha ry botozaza sy riffine tsy moov de8, nefa toa hitanay tam tvm omaly. ry ranaval no azonao am hamafizana atsanga eto fa tsy ny malagasy mpamaky ity site ity izay mahita ny tena zava-misy marina eto.

  9. THE PROBLEM IS in here: « Nandefa BAIKO amin’ireo mpiasan’ny TVM ingahy Rolly Mercia fa tsy azo avoaka sary ao amin’ny television-mpanjakana intsony ny Minisitra avy ao amin’ny Ankolafy Ravalomanana… »

    Ary Dénise toa manovokovoka tsyaninotsyaninon’ary @ Mada Tribune, de tebahin’ny olon fotsn???!!!

  10. Aza dia manapa-tsinay moa ry sė fa aiza izay vao2 androany a!!
    Nanahoana ny hetsika??afaka ve i Valerie sa notazomina natao takalon’aina
    mba hijanonan’ny hetsikin’ny mpiasam-panjakana rehetra??

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *