Andry Rajoelina : miadana izay tsy izy, ary ny vahoaka Malagasy?

mandany vola

Fotoam-pialan-tsasatra ho an’ny mpitondra « ambony » izao. Ny mpikambana ao anatin’ny governemanta dia hamonjy ireo toerana izay tiana handehanana, tsy hisy ny filan-kevitry ny governemanta sy ny ministra fa mba handeha hampirevy ny fianakaviany ny mpitondra isan-tokony.

Nahoraka izay tsy izy  navoakan’ny gazety androany, fa nandeha namonjy fialan-tsasatra any amin’ny Renimalala  ihany koa ry « zandrikely mianakavy ».Raha ny tena marina dia tranokala vahiny no namoaka izany, noezahana nafenina sa niniana nampanganinina ? Inona ny antony?

Raha ny fahefa-mividin’ny an-kapoben’ny vahoaka Malagasy aloha dia tsy afaka  hamonjy fialan-tsasatra izany, maika moa izany hivoaka any ivelany izany.Tsy maintsy hitsinjo ny fidiran’ny mpianatra, ny fiainana an-davan’andro ny raim-pianakaviana Gasy.Mandatsa ny gasy miaina anaty tahotra noho ny tsy fandriam-pahalemana, ny fahantrana lalina,  ny fahenoana fa ny mpitondrany migalabona anaty fialan-tsasatry ny mpanakarena. » Bonne vakansy »  ianareo e !

 

29 pensées sur “Andry Rajoelina : miadana izay tsy izy, ary ny vahoaka Malagasy?”

  1. Chez les royalistes ? Le putschiste ne rêve-t-il pas d’être considéré comme un nouveau roi ?
    Il va bientôt pouvoir imiter les vorondolo, oiseaux de mauvaise augure !!

  2. Armée Catholique et Royale ??? Simples coïncidences !! Hi hi hi !!!

    Maty aho ry Alidera !! MDR !!!

    Ianareo kosa aza dia manenjika an’i Alidera ê ! Misy tena marina ihany ny voalazany, indrindra momban’ity krizy ity !
    Tsy dia hoe ny katôlika malagasy rehetra no kianininy eto, fa maro tamin’ireo hoe pretra sy ny karazany ireo no nanohana mafy an’i domelina ! Zavatra tsy azo lavina izany ! Na ny Vatican aza mody fanina fotsiny !
    Ny gazety frantsay La Croix moa, dia « la voix de son maître » ! Tsara tsiahivina ny nataon-dry Patrick Giavannoni ( Parti Républicain Chrétien, izay catholique ary nanohana mafy an’i domelina hatry ny ela ), ary koa ry « croix-maltais » isany !
    Fa teo koa ny …silamo ary ireo bory satroka !

  3. any izy zany miala sasa tra fa ny eto anie mangina koa samy tsy miteny tahaka ny mahazaka sy mahantanty ka manahirana e

  4. Any amin’io faritra io, ohatra Les Herbiers na St-Gilles-croix-de-vie,…, « feno » société mpanafatra hazo sy mpamboatra sambo !

  5. Kintana! Ny tianao ho lazaina ve dia ny hoe:misy bois de rose any?

    Araky ny voalazan’i Soapeta teo aloha dia efa tolona ny mitady vahaolana eto amin’ny alalan’ny hevitra aroso sy ny fampilazana vaovao.Ka ahoana isika eto raha mizara ny hevintsika amin’ny hoe:hanafaingana ny fiverenan’ny ara-dalàna. Ny hevitro ny ahy dia ny hoe tokony hanoratra hanazava any amin’ny TROIKA, UA, CSP, SADC hoe inona no azontsika atao hanampiana an-dry zareo ireo hamerenana an’i Dada amin’ny fiandohan’ny volana septambra izao? Mandrevy aho ve? Natao handrevy ny olombelona satria nomen’Andriamanitra ati-doha.Arosoy ary ny hevintsika?

  6. Kintana,

    Haiko tsara ny zavatra nolazaiko ka 🙂
    Azo kianina tsara tokoa moa zany ary tsy matahotra an’zany satria ny marina no nolazaina.
    Anjaran’izay mihevitra ny tenany ho malagasy no mieritreritra.

  7. Efa tenenina foana fa ………efa lazaiana anie ianareo fa ny Gasy tsy maintsy KENAKENAINA MOR2
    foana fa tsy mahazo mIVATRAVATRA BE loatra rehefa miteny e!!
    dray!!!nahazo namana indray Kintana!! i Kintana mihintsy no tena mpanao io hataonao io ry Alidera a!
    amiko tsy msy ny olana fa efa vita vakisiny ny aty, mahatanty matoa miditra eto, sady raha marina koa ilay izy
    inona no olana fa ……ilay fomba fiteny oah mba alamilamino kely fa nanafintohina ny hafa e!tsy tsara loatra!!

  8. Indrissyyy fa mampalahelo ahy ireto ankizy izay tsy maintsy
    HITAMBESARAN’NY ratsy vitan’ny ray sy reniny.Hita @’endriny
    mihntsy ilay ankizy fa zaza tsy ao mihintsy, jereo tsara ny mason’ilay zaza fa tena zaza tsy azo
    lazaina fa MIAINA ara-dalana toy ny zanaka mpanefoefo, saingy azo @ tsy marina ilay harena ka
    manjary tsy mitondra fahasoavana fa vao maika halahelo no hita misoratra eny @ tavany tsirairay.

  9. ahhh !!!!lė francė!!!fa nisy nifidy an’io angaha teo koa hoe prėsidà????
    mapmė bė!!doma noho i domelina koa ireto izy k’ityyyyy!! tsy mahagaga!!
    sė lė francė!!!manomė litika no mba hainy sy mandrangitra, manao tsindrio fa lavo hanitsahany anao
    tsara any an-tampon’ny lohanao.

  10. Inona indray ‘ty resak’i ranavalona ‘ty ê ! Ny fanaka malemy no kenakenaina sao dia …tapaka !!

    Resaka efa nentin-tsika tato hatry ny ela anie io resaka katôlika sy propestà io ê ! Resaka jeri-todika sy fampieritreretana io nataon’i Alidera io ! Tsy fanenjehana ny katôlika rehetra akory, sanatria !
    Mbola azo lazaina ihany koa, fa raha mandinika tsara ny tantara rehetra izay niseho isika, dia ny katôlika no nanenjika sy namono foana ny propestà ! Betsaka ireo propestà no nandositra lavitra, ary lasa nanangana an’izany hoe Zamerika izany !

    Fandranitana kely ! Ny vaombolana hoe ady, dia avy amin’ny teny arabo hoe jihad !! Ny silamo sy ny katôlika eky sy tremista no tena mpanao an’io jihad-ady io !

  11. K’efa hoe izany koh!!!ianao ve ahoana e!!

    Efa mitonontena anie Ranamana io @ bizina hataony ry Tahiry e!!
    misy raha ao matoa izy mifikitra @’ity DEVOLY velona milaza ho mpitondra makany an-kady ity,
    Tokony olona toy ireny no hanaovana fanadiadiana akaiky , inona marina fa msy raha ao???
    hitsikitsika tsy mandihy foana fa ao raha, raha tany amboalohany dia miaiky aho fa raha @’izao
    efa fahavoazana tsy takona hafenina izao intsony nefa n tena olomboahositra??.ataoko fa …….
    sady tsy iray rà aminy koa moa koa misy dikany aminy inona izay fahavoazantsika Gasy angamba??

  12. I Bogor rabe Vôpl vonga-tay tsy mahita ny fahorian’ny malagasy!!! samy ho eto isik hahita fa ny aina no matezà!!! fa ny vola lany hanofàna jet privé ve r’lay alika ity mba fantatr’elah oe hoatrinona???ary ireo vola halatra miditra en million d’euro /semaine an’ ireo olona 8 mpiara-misaosy @ foza hatramin’ny 2009 ao @ BCM???? foza jamban’ny taolana elah ry Bogor rabe vôpl ary tay no ao an-dohan’lah fa mihevera tena!!! na refa tsy mahalala dia mangina fa aleoko mihaino ny alikako eo an-tokotany toy izay olona miteniteny foana nefa tsy misy zava-pantany!fa dia tena maneso ireto malagasy mahantra sy voafitaka satria tsy ampy fahalalàna!

  13. Any ampotony mintsy d’efa tsy azo ampitahaina ny olona voafidim -bahoaka sy ny mpanongam-panjakana ry bogor a.ny anareo ange iny usurpateur e,fa na dia hifaninana am Président nandalo fifidianana faha zato fa arivo eo aza iny:il ne sera jamais président,il n’en a pas l’etoffe,il a l’etoffe de rien du tout.A partir de là il y a les fans de la voyoucratie étant eux memes des voyous et des sans qualité,et il y a les autres.

  14. Avelao ry zareo ande vacances any fa tsy olana.fa tsy hitako ny antony matonga an i bogor hi comparer foana an io putschiste io am olona nandalo fifidianana.Usurpateur ange io Dj io fa tsy ho président mintsy e.olona sans qualité ka izay sans qualité otr’azy ihany no misolelaka any.

  15. Mba fantatrareo ve i de Villier? olona RACISTE!!!izay mitovy amin’ny FN ny thèse idéologique ary ny fanampiny dia miseho azy Katolika mpivavaka nefa ny zanany mifampitory fa ny iray nanao abus sexuel tamin’ny zandriny!!! Mba fantaro ny olona hifaneraserana!!! »qui ce ressemble s’assemble »

  16. L’acceptation intégrale de l’évangile implique la tolérance envers tout même l’intolérance mais comme on est des humains, on n’est pas intègre à 100%. Cherchez l’erreur car elle est humaine…

  17. Fa tsy efa fomba firesako hatramin’izay ve ny mivantana sy tsy misorona e?

    Tsy misy tsy ho diso tokoa fa tsy hanafena-kilema toy ny sikina izany. La perfection reste l’idéale…

  18. Ao aminío Tananaio izany no naodran´i andry rajoeilna ny bois de rosen´i madagascar

    mpivarotra tanindrazana, mpanimba ny tontolo iaianana.

    kapao Kapao fa manimba ny tany !

  19. Antsoy anie ny gasy handeha ho any hilaza ny heviny e? Dia asio rns tampoka miaraka @ zay any @ ville hafa…
    Hitanareo eo fa tia tanindrazana tokoa ny malagasy.

  20. Beer, sex and cars;Tsy hoe tsy fitiavana labiera fa rehefa mangetaheta sy mafana iny ny andro, maha-olombelona koa ny fijerijerena, ny daba indray angamba dia ahy manokana iny fa tsy hoentiko hampideraina amin’ny hafa.

  21. Zahay protestant alou tsy hiodana mpanjaka katolika sy mpitondra katolika mivavaka @ trano fitaratra sy vatakazo.

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *