22 pensées sur “Communiqué de Presse”

  1. DIA ITONY VE NO HATAO DEMOKRASIA HO HEKEN’VAHOAKA MALAGASY ,NA HIVERINA NA TSY HIOVERINA EO @ POUVOIR I RAVALO DIA OLONA IRAY VE NO HAFAKA HANAPAKA IZANY .

    Rajoelina annonce à son arrivée à Ivato qu’il ne laissera jamais le Président Ravalomanana revenir au pouvoir.

  2. Le temps passe
    Le domelina vole
    C’est l’impasse
    Tena tsy drôle !

    Mierina ny taona, toa tsy mandroso fa vao miha mihemotra indray ‘ty raharaha !
    Tohizo ny adalàna ry zareo, fa 10 taona ireo mbola ho eo foana â !

    Le putschiste a gagné frauduleusement en trois ans, l’équivalent de 20 000 ans de revenus d’un des imbéciles qui ont attaqué le Palais d’Ambotsirohitra !
    En somme, 60 000 ans de revenus pour dix ans !

  3. Manao mpitari-bato mivilm-bava ny mpitondra ankehitriny : ny tondroin’ny tanany hafa , ny tondroin’ny molony hafa

  4. F’iza koa ity fatn’alika mba mianakendry???fa iza hono ity izy???
    efa tsy hita izay hiainana !!ho hita eo ary ny tohiny koh??miandry daholo.

  5. Hein,
    alors comme ça rabaisser la réunion avec la présence d’un Salomao?

    Ainsi donc FrenchyMan arrive ce jour afin de consulter les médiocres groupuscules politiques
    rassemblés par ci et là depuis 2009…

    Pourquoi cette SADC mise encore dans la consulation de ces partis la majorité sans aucun statut légal: après qu’Andry Rajoelina lui-même leur leader ait renié sa signature lors des précédentes réunions de même envergure?!

    SOYEZ COHERENT
    Vous tournez en bourrique

    Fransman vient pour empocher une enveloppe bleu-blanc-rouge,
    remise à mains propres et à chair par Annick

  6. Tsara ho fantatra!!!hay ve mbola velona any ry sakamalao isany e??
    f’inona koa no mbola hitsabahan’ilay Fransmann tany??mazava hoa azy!!
    ny marina tsy mba maty e!!hitako midingin-drambo indray ny alika , tsy maninona fa tsy MAINTSY HISY FARANY IZAO.

  7. Ho fehiny: Tsy misy raharaha handeha eto Dago raha tsy eto i Ra8 eh! Na hihodin-kavia na hihodin-kavanana tsy maintsy mila mihaona @ Dada fôna raha te-hiaina. Inona no mahasakana an’i Domelina raha tsy mandeha any, sa anadahin-dreniny i Ra8 sa zanak’anabaviny ka tsy maintsy mila mihaona @ Ra8 izy? Rehefa mila miankina @ Dada dia omeo azy fotsiny ny labara dia aleo miala rehefa « foza » nefa tsy mahay milomano am-potaka! Te hidongy micro ilay Domelina nefa tsy ihira no sady tsy hanao tsianjery… Rehefa nanala an’i Deba teo i Dada t@ 2002 tsy nitodika intsony, ka maninona raha manao an’izay koa le Domelina eh?: voaporofo fa incompétent…tsy matotra…tena vaky manta marina!!!

  8. Ô ry TERMNINATOR II a! ataovy ao anatin’ny atedohakelin-drangahy, fa Raosy no nanoratra tany @ Simao,sy nandadilady tany mba hihaona @ Rajoelina, fa tsy Zandry na oviana na oviana. De ala-nenina ny nataon’i Zandry t@ dadanareo, raha izay hoy izy ny mety hampivoaka @ krizy.
    De aiza ity intox be tany aloha ity woe, notsofin’ny SADEC Fransman, sy woe, tsy misy hilavana an’i Salamao intsony ny famahana ny krizy politika gasy.
    Ary toa tsy nanampy an-dRaosy indray ary mme Zuma, zay nampidedaka azy fatratra.
    Hitan’ny SADEC tsara zao, iza no manana fahamatorana, le Zandrikely sa le Zokimbomanga? ary iza no fototry ny blocage, nampisy ny krizy teto?
    De io raha akapoka iray na inona na inona fehinkevitra ho raisin’ny SADEC eo de tsotra ihany. Raha tsy avela hilatsaka Rajoelina, de mazava ho azy fa tsy mahazo milatsaka koa Raosy, de RAOSY foana no perdant, satria, mbola hihitsoka any, sady mbola miandry azy ny fitsarana gasy, na iza na iza hitondra eo.
    Raha misisika hilatsaka Rajoelina na de manakana azy aza ny SADEC, de efa voatsangana daholo ny andrimpanjakan’ny tetezamita, araka ny FDR, indrindra ny CENIT sy ny datim-pifidianana, izay nankatoavin’ny CI, de droit-ny tsara izany, fa Raosy, enjehin’ny lalàna foana.
    Tsy mahita ve nareo, fa manara-drenirano araka zay tian’i Zandry hitondrana ny baolina foana ny SADEC, ny antony, de tsy woe, manam-pahefana be manao ahoana izy, fa lay RAIKALAHY mihitsy no tsy azo arovana sy toroana hevitra, na de manao ny ala-nenina mafy aza ny SADEC, de farany, hamoaka zavatra mangidy be ho anareo izy @ 17,18 Août izao, satria tsy ampy solaitra, sy sarotra toroana, fa ny hanao totonombobory foana sy woe, za be vola sy mafy be, ka zay baikoiko de sy teniko de tsy maintsy arahana, eny fa na de ny CI aza tsy maintsy manaraka ny teniko.
    De mazava be ny tenin’i Zandry e!
    Rehefa notsipahan-dRaosy ankitsirano, ny DAKAR II, zay nosoniavin’ny tanany, de ny milisy sy ny zanadambo no nihazakazahany, be ny rà nandriaka nanerana ny nosy, de naharesy izy, azony ny pouvoir, zany woe, niditra izy rà mandriaka, nivoaka izy rà mandriaka, de 2002, sy 7 Févr 2009, hoy Zandry, tsy 2012 intsony, faza manantena rà mandriaka intsony Raosy sy ny taranany ô!!!! Henjana ny anay Zandry iny. Manana force tranquille sy stature d’ homme d’état tsy azo vazivaziana. De andraso eo paoly ry zanakidada ô!
    fanina sy mirepirepy ve e! Ary aoka hisaintsaina tsara ny taranakosy rehetra, fa matoa manakana an-dRaosy tsy hilatsaka ny SADEC, de mbola FITIAVANA AZY, fa mieritrereta tsara re Raosy, fa ny nenina tsy eo aloha hananatra, fa ao aoriana handatsa. De mbola mieritrereta foana @ireny solution omen-dRabe ireny, zay mazava ny tenin’ny Zanakidada iray eto woe, tokony hanao bilan kely isika.

  9. ha!ha!ha,!!!!!sady taimbodiana no vaky manta!!!raha tsy izany ve ho pelaka???
    ny fitombenany no mibaiko ny lohany ka tsy mahagaga ha!ha!ha!!!!!

  10. Mbola fotoanan’izao fa ataovy fotokopia marobe ny FDR dia zarao amin’ny olona mba ho entiny ho fampahatsiahivana an’ireo nanao sonia sy ny SADC fa tsy miala amin’io isika mpanohana amin’ny ara-dalàna.

  11. dia miandrasa eo daholo foana ry vahoaka a! aza mihetsika fa ny vahiny sy ilay tsy vanona io no avelao hanapaka ny momba ny fianantsika e,mampahonena mihitsy, dia tena tsy misy hambom-po mihitsy ve isika? fa dia kanosa iray trano?

  12. Aza mandrevirevy re ry Hoaiza fa na de heverina manana ny tanjany aza ny miaramilan’ny SADEC, ny miaramila gasy koa kely fa dadany, ka asaivo mitsofoka e! inona zay tsy pression sy intimidation natao ny miaramila gasy zay, hatramin’ny nampidiran-drainareo mercenaires tao Dago, fa tsy nahovoka fa lasa nitsoaka nandositra nanaraka azy. Frasman sy Simao koa tsy sahy hiditra ao Mada ao @ force izany. Tonga amim-panajana ny filoha Andry eo izy rahampitso. Tsy vitan’ny vavana mpikil ane Rana sy ry HoAiza, ty fahaizana politika ity e! mamay hatrany ary mbola hahamay nareo sy ny dadanareo @ity tsy fahaizana n’inona2 sy fitenitenenam-poana ity. Mbola aiza re ny hahazo e!
    Ny miaramila gasy rahateo, manana ny miaramila bleu, blanc, rouge, ao an-damosiny, ao Diego, Mayotte, Réunion, mampifezaka an’ireo gena ireo e!
    Nga koa misy ady sy rà mandriaka any Dago, no hiditra any miaramila SADEC. Revirevy sisa ny an’ny 2kôks favorites-na intox sy fifosana olon’ny mydago!
    De mivaly ve le vavaka Rana a? Toa tsy mamaly le andriamanitra OSIMAINTY k’ity! eisy a ry dadanay, sady sipanay, no patron-nay, no zanaharinay. Manompoa foana woa olombelona!!! ha!ha!ha! andraso eo Raosy hitahy anao.

  13. Hay hadinoko ry HoAiza le woe Rabe-BERAHA. Fanga nanandrana hono zato izy, sa efa nahita ny habeany. Fanga nivoaka sempotra ry kala a?

  14. rabe koa ange tsy misaina toy ny tgvendrana e! ny vody no misaina fa tsy ny loha intsony ,jereo fotsiny ireo miaramila gasy, ra menabila aza tsy azo ka maika fa ny sadc no avy eto firy % ny miaramila ao @ sadc presque sud af ny fitaovana efa ary fomba ,fa tsy fitaovana sovietika akory na auto occasion na helico occasion,io politika io dia tsy andeha mihintsy io raha mbola eo daholo ireo tgvendrana sy ny forongony ireo,farany avelao hilatsaka ho fidiana daholo izay tia hilatsaka dia hita eo hoe iza no tiany vahoaka e! asaivo mitandrina ihany ingahy Dj fa ny be kintana ange efa manaramaso akaiky azy.

  15. Taiza moa RAGLADY ty miaramilan’ny SADEC ity, firifiry zay conflit taty Afrika nanaovany intervention zay no nahomby a? Zuma mihitsy ane no nilatsaka tany Libye sy Cote d’Ivoire fa bleu, balnc, rouge foana no nahavaha ny olona e! na ireny tany Libye, na tany Georgie, na ny Bekintana miseho azy ho mafibe aza, nanarabody an’i La Frantsa fotsiny e! Ary jereo ny fialan’i Hollande bala an’i Obama. Alany tsotra izao ny tafiny any Afganistan. Teo ataovy mitetateta eo woa na de ny Bekintana aza, fa tsy mahasahy e! haninona eo! Impiry moa zay fandrahonana woe, miaramilan’ny SADEC, na de Raosy impiry zay naha-vantard be izay woe, ny miaramilan’ny SADEC no hanatitra ahy. Na ny raoplaniny aza tsy tafapetraka akory de niverin-dalana. De aza mandrevirevy woa, fa efa tsy avotra intsony Raosy, fa izay atao maneno sahona daholo.

  16. Réponse à Andriandahifotsy :
    Le voan’ny ANDROBE !

    Vao miteny fotsiny DADA fa hoe ho tonga dia Mitsidràka le taimbodiana hihihi !

    Ary RABE alou tokony handraoka ny fako sy ny maloto ao Tanà vao mitabataba fa tsssssssss !
    Any @ DADA ny laklé oà !
    Raha mbola bedohika i RABE-KELIRAHA dia asehoy ny Rekonesansy ry sé a ! Ataovy photo kaopia dia alefaso eto ho hitan’ny be sy ny maro !!! (Petederira) !

  17. Aiza ry petederire a!!!latsaka mihintsy aho sady faly fa tonga sė ry Baby,
    ary taiza foana ??sady tongy masiaka no nitondra vao2 tsara, msaotra e!!
    dia aza ela loatra @ manaraka fa tena mangina ny tanana e!!

  18. Ranavalona,
    Na tsy manoratra aza ny tenako dia tsy midika fa tsy mandray anjara @ fitolomana et @ forum, au contraire.
    Nitady vaovao satria mandrerakabe i RABE vadin’i DENISE.
    Nahazo vaovao mahafaly mahintsy izao : Hitsingidina i le mpifitra @ hazo tsy omby vody e !

  19. tsy hitan’i sė fa dia mivalapatra manararaotra miova anarana in-50 anio ny foza,
    dia mba hoe be dia be hono izy e!!!hi!hi!hi!!!mapmė bė!!
    Fa ny tsy mampiety ny vao2n’i sė anie ity lazainao fa mbola @ 2 taona e!!!sao dia mba ela loatra???
    tsara ilay izy fa ela loatra sa????mba hitadiavo vao2 akaikikaiky fa inona ary ity??

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *