Fifidianana ao amin’ny FJKM : mbola tsara toerana ny filoha

1111

Hanomboka amin’ny Alarobia 15 Aogositra 2012 ho avy izao, izay hatao atsy Manakara, ny fifidianana izay ho filoha sy filoha mpanampy ny FJKM.Araka ny fantatra dia mbola hirotsaka ho fidiana ho filoha ny mpitandrina Lala Haja Rasendrahasina, ary hirotsaka ho filoha mpanampy kosa ny filoha Ravalomanana.Mbola tsara toerana eo amin’izany fifidianana izany izy mirahalahy mianaka ireo noho ny asa tsara vitan’izy ireo teo amin’ny sahan’ny FJKM.

Etsy andaniny, manatobaka vola izay tsy izy ny mpifanandrina aminy, hatolotry ny FAT.

Marihina fa mpifidy lehibe no handatsabato amin’izany ka miisa 80 izy ireo ka ny 40 dia mpitandrina sy mpampianatra, ny 40 kosa dia laika.

24 pensées sur “Fifidianana ao amin’ny FJKM : mbola tsara toerana ny filoha”

  1. Na tsy mahavoa afrikan loatra aza hono ingahy Benoît XVI, dia tsy hamela ny frantsay (izay Fille Aînée de l’Eglise..Catholique celà s’entend!!!), ka vao maika hanome vola maloto an’i domelina izay nojonona avy @ « sphère Katolika ».
    Tsy zakany frantsay mihintsy izao fiarahany filoha M.Ravalomanana sy L.Rasendrahasina izao an! Mba mbola tsy namoaka « communiqué » indray ary ny COI,OIF ary ny ondriny dondrona domelina sy ny forongony.
    Nisy hezaka ankolaka nampiariny frantsay handravana ny tanjaky ny FJKM, ary na ry zareo nasaina t@ valandresaka afakely aza, dia tsy naharakatra loatra satria mody hoe fotokevitry ny « micro crédit » no nitaritana resaka.
    Efa voajono ny tanora katolika notaritan’i domelina tena tokalika, dia kasaina narodana ny FKJM avy @ alalany tanora ihany koa!
    Ilay ramatoa namorona ny CNOE iny hono anie ka tsy mpietra-potsiny an!
    Ny famerimberenana ilay resaka hoe « tsy hampandry ny tany ny fodiany filohantsika », dia « chantage » hampiariny frantsay afahandry zareo mandrehatra ny tselatry ny ady antrano rah mbola midohika isika mpanohana an’i M.Ravalomanana.
    Ary satria ny malagasy kanosa tsy masahy mirongatra toy ny arabo na afrikana, dia mety ho hampiasainy frantsay ny resaka fivavahana, indrindra efa hampisitahandry zareo miadana i J. Zuma sy ny SADC ka mody hamerimberenana hoe « entre malgaches » izao ny fipetraky ny vaha-olana.Alika anie ireto vonzongo ireto e!Ary hafahafa vovoha izany fa tsy toy ny alika!

  2. Ho hita taratra @ io fifidianana filohan’ny FJKM io ny mbola fitiavan’ny olona ny Pasteur Rasendrahasina eo anilan’ny Filoha Ravalomanana ka eo dia efa hoazo an-tsaina avy hatrany koa ny ho endriky ny fifidianana filoham-pirenena, ho lany indray ny Pasteur Lala any Manakara io ary ho lany indray ihany koa ny Filoha Ravalomanana @ 2013.
    Apetrantsika tanteraka @ Andriamanitra izany rehetra izany fa Izy irery ihany no mahalala izay mahasoa ny ondriny rehetra.

    Fa ho menatra sy hangahiahy eo ny foza hifanandrina aminy dia i Nestor Razafindramanitra izany, fantatra loatra ny fanompoany an-drajoelina sy fankahalàny ny Filoha Ravalomanana, nefa dia Pasteur jiolahy mpilalao vehivavy sy mpandeha hotely io. Faly ery izy nony tsy maintsy nandeha Ravalomanana, nigadra io mantsy t@ andron-dravalomanana satria nanodikodim-bola be dia izay h@ izao no antony hankahalàny ny Filoha ka hanompoany tanteraka ny mpnanongam-panjakana.

    Homba anareo Pasteur Rsendrahasina sy Filoha Ravalomanana anie Andriamanitra , ary na ny nanaovana io mpanompon’Andriamanitra azy teny @ episcopat antanimena iny fotsiny aza dia ho voakapok mafy @ io any Manakara io ny jiolahim-boto

  3. isika tanora Protestanta kosa tsy hanaiky intsony olona criminel hitondra ny fiangonana,OLona tsy matahotra an’Andriamanitra mamono ny malagasy mitovy aminy ary milalao vola maloto nangalarina tamin’ny vahoaka sy ny Banque central no entina eny amin’ny Tempoly dia hoe nahavita tamin’ny fiangonana izy miarahalahy Lala sy ra8 izany.
    Tsy adala izahay Tanora, ary tsy hanaiky ho afa-baraka toy izao intsony ny fiangonana protestanta.

  4. Ho an’izay tsy mahalala dia fatahorana an’Andrimanitra sisa no tsy hihôgahôgan’ny olona azy rehefa ao @ FJKM Ambalavao Isotry izy, vadiny mantsy no pasteur ao (Pasteur Vololona Razafindramanitra), jiolahy io e! mampalahelo ahy ny vadiny fa tsy mana-tsafidy dia manaran-kefa azy fotsiny e!

  5. Ianao aloha ry tri7 no manala baraka ny tenanao voalohany aloha ary manala baraka ny malagasy koa avy eo. Rehefa tsy tiana ny olona dia mazàna haratsiana ohatran’ny ataonao, fa soa ianao fa tsy isan’ireo vahoaka an-tapitrisany manana maso mihiratra ka mahita fa ilaina ny Filoha Ravalomanana @ firenena ary ny Pasteur Lala @ Fiangonana ka aza miteniteny foana, mandeha any @ site madagate-nareo any @ foza any dia mifidiana an’i Nestor jiolahim-boto fa ny anay aleo ho any ihany, mazava ?????

  6. misy candidat 9 ao ry noor a, reefa jiolahimboto i Nestor tsy fidiana,
    izahay aloha dia mahatsiaro tena ho afa-baraka mihintsy raha resaka vola maloto sy mamofompofona vono olona no mitondra ny fiangonana. moramora am rameva ny mitsofoka am vodim-panjaitra toy izay ireny izy mitsamy mpiray tsikomba amin’ny ratsy ireny ry Noor a.
    Tsy resaka tiko na tsy tiko ny resaka ry Noor fa fomba ratsy mamohehitra nataony teto no tiana ho tenenina a.

  7. Rabe an! malahelo za milaza aminao fa ianao efa h@ izay no foza fisainana, ory hava-manana, tsy manao afa-tsy ny manaratsy, fa izahay matoky fa misy Andriamanitra ary olona voahosotr’Andriamanitra ny Filoha Ravalomanana sy Pasteur Rasendrahasina, fa rehefa manahirana anareo ity site-n’ny ara-dalàna mandala ny marina dia mandehana hoy aho any @ madagate na sobika fa manjary manisy devoly anay ato fotsiny

  8. Mankaloiloy ireto mpisandoka alika tsy fananatra ireto marina an!!!
    tsy vitan’ny Kung fu no sandohan’ireto foza fa aty @ fivavahana koa,
    mijoroa ianareo FJKM rehetra hanohitra izao FISANDOHANA izao fa tena maharikoriko ry zareo a!!
    F’ angaha efa hatrary @ fiangonana koa no tafiditry ny foza???mino aho fa tsy FJKM rehetra no ho voasarika ny
    @’izany ,tena saika ho potehiny mihintsy ny finoana FJKM fa anisan’ny herin’i dada k’ity!!!!heverin fa TIKO koa angaha??
    tena efa ANDEVOZIN’i DEVOLY mihintsy ireto foza ireto, Ray kakiko ianao o!!

  9. Ka ny devoly no maniraka azy eto haka namana fa avelao izy ho eo
    fa mahasoa antsika ihany sy manamafy ny HASINA nomen’andriamanitra antsika ihany ny
    fisiany eo, sady manome hery HIADIVANTSIKA fa misy tokoa izany devoly izany dia ireo no
    hirany VELONA hita miariary ireo, ireo no fahavalontsika koa MAHEREZA ary MIADY HO @
    MARINA.Homba atsika Andriamanitra!!

  10. Ho antsika FJKM mandala ny fahamarinana, hamafiso ny vavaka fa tsy manaiky resy ny devoly. Tsy omentsika hoviravirain-dry Nestor sy ry Radavidson ny fiangonana. Ireo no ampiasain’ny fat(y) hanakorontana antsika any Manakara. Ataovy mafy ny vavaka. Ny mino tsy maintsy mandresy. Ilazao izay Pasitera fantatrareo. Aza mety ho voavidy vola.

  11. Aoka re tompoko mba afaka izoro ny olona araka ny maha izy azy ary ny rafitra tsy itsabahany ny tetika . Ny fiangona’ny Satana no lasa mahazo vahana ,dia satana no lasa manjaka eo amin’ny ilay firenena !

  12. Tsy iza akory ny satana eo fa ireto avy: andry radomelina, nestor razafindramanitra, radavidson, norbert ratsirahonana , fa tsy mbola nisy satana nanjaka ela be izany fa ho faizin’Andrimanitra ireo @ io synod any Manakara io, aoka isika samy hino izany

  13. Raha fifidianana madio aloha io, ary izay no hiriana, dia izaho mino fa mbola ho filoha Rasendrahasina ary ho filoha lefitra Ravalomanana ehhh; Ny olana @io fotsiny, (araka ny bokin’ny Joba 1 :6. manao hoe « Ary tamin’ny indray andro nony avy ireo zanak’Andriamanitra hiseho teo anatrehan’i Jehovah, dia mba tonga teo koa i Satana tafaharo taminy. ») raha hivory ireo mpitandrina, de efa feo mandeha fa efa miketriketrika any ny Foza, sy ny domelina, hanaparitaka ny volan’ny Bois de rose, any @ zanak’Andriamanitra, ny hirariana dia ny hiarovan’Andriamanitra ny zanany tsy ho azon’ny fakam-panahy ka hanota hanao ny tsy marina sy tsy madio. Vitsy mantsy ny mpifidy ka mety ho zakan’ny volandry zareo tsara ny mividy ny safidin’ireo mpitandrina. Mitandrema ianareo fa « MPITANDRINA » ianareo. Fanahy maro no amidinareo any @ Afo be raha ianareo harahan’ny olona indray no mankany.

  14. Tandremo ny tànana lava ndr’i Ratsy-rahonana!!!

    Mangina ry rabe Tr7 AV7 a!

    Aza mivarotra saka be loha amin’ity atoandro-be nanahary ity eto a!

  15. tri7,

    Ary hoy Jehova : EKSDOSY toko fa 3 andininy faha 17 – « Mitandrema hianareo fa hisy andian’olona hisoloky ny anarako sy handroba ny Tempoliko » !

    Dia io angamba no hiseho any Manakara (pétéderire) !

  16. Coucou Bab’s !

    Y a rien de neuf, voici ce qui s’est passé au…..GABON,et Jean Chrisophe Belliard le remet à nouveau à…..Mcar pour la prochaine election presidentielle malgache :

  17. Tahiry! Qu’attendons-nous d’envoyer une copie à la CENIT et aux experts de l’ONU de cet enregistrement formaté par l’avocat à la cour? Ce sera une aubaine pour les légalistes.

  18. Tahiry,
    Merci pour cette info et selon mes sources, l’élection présidentielle à Mada n’est pas à l’ordre du jour et c’est tant mieux pour le peuple.
    Raha azon’i le Gisa Lahy Mpangala-Ketsa sy le Haongoraha nitsingidina natao ny fifidianana dia efa elabe izany no nataony. Entre la peste et le Choléra : Aleo tsy hisy io satria fantantsika ny ho valin’io.
    Ekena fa miady mafy i Belliard (tany Brazaville aho t@ tapa-bolana) nefa kosa tsy mahatoky Saka aho fa trondro no laoka !!!

  19. Andriandahifotsy,
    Hi hi hi hi ! Nomen’i renimalala Dentier, double, ambony sy ambany. Miomehy @ antoandro fa mivanakabe @ alina !

  20. THE MEDIATOR AND KEYHOLDER

    1 photo
    Quick Facts

    NAME: Jacob Zuma
    OCCUPATION: World Leader
    BIRTH DATE: April 12, 1942 (Age: 70)
    PLACE OF BIRTH: Inkandla, South Africa
    AKA: Msholozi

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *