3 pensées sur “LA SADC CONFIRME QUE …”

  1. Ohatrany tsy misy tohiny intsony izy ity fa toa ry Rajoelina ihany no mahazo vahana. Na ny SADC ary toa tsy mahavita mandray solution tena enjana

  2. Koa i fransman efa lasany ambongadiny koh!!!
    nanaraka iny lalandry sakamalao isany iny.
    Dia gaga aho @’ity ilay fitenenana fa hoe: nanenina ny frantsay????izany no tena fampiesonana
    raha tsy hainareo, inona no mba ezaka mivaingana hita nataona raha nanenina tokoa ary izy???
    fa tsy vao maika milentika any @ faraantsana ny firenena mbola tsy afa-po ihany izy???

  3. Ary aiza ny tohin’ilay resaka toa tsy hita fa niantona teo ??
    sa ny ahy no tsy tafa toa tsy misyn’inona2???
    Mba jereo anie ilay fanambarana sandoka mbola nataondry zareo teo , inona no mba fepetra
    noraisiny???tssssssss

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *