Marius Fransman : Mandrebireby ny Gasy ?

Nanao valan-dresaka tamin’ny mpanao gazety io tolakandro io, tetsy Antaninarenina,  ingahy Marius Fransman sy ny mpiara-dia taminy rehefa avy nihaona tamin’ireo hery politika samihafa.Nambarany tamin’izany fa tsy misy afa-tsy ny fanaovana latabatra boribory eo amin’ny samy Malagasy, ny mpanao sonia ny tondrozotra, ny Ankolafy isan-tokony, ny miaramila,  ny fiarahamonim-pirenena sy ny mpitondra fivavahana, sns… no ahitana vahaolana amin’ny krizy Malagasy.Noantitranteriny fa ny firesahan’ny samy Malagasy no vahaolana amin’ny krizy.Marihina fa andeha hanao tatitra any amin’ny SADC ny tenany izay ho entina amin’ny fivoriam-be any Maputo  ny 17 sy 18 Aogositra izao.

communiqué : SADC_PRESS_STATEMENT

40 pensées sur “Marius Fransman : Mandrebireby ny Gasy ?”

  1. Efa nisy hevitra naneho hoe: izay tsy manaraka ny tondrozotra dia tokony hiala amin’ilay fizoran’ny famahana ny olana.Raha tsy diso aho dia voasoratra mihintsy izay hevitra izay.

  2. This guy is one of the obstacles. He is just fooling around. Even a child understands that all his actions are biased in favor of the current leaders. France-man, if you would like to eliminate Marc RAVALOMANANA, don’t beat around the bush. If you are paid for that, just do it. Whereas, Malagasy people keep loving him. Whatever you do, we love him. He is the best President Madagascar has ever had. Go and solve the problems of African people like you. A so-called intermediary shouldn’t behave that way.

  3. Aiza ihany izy ity e??hanano sa tsy hanano???
    Tokony hitsotra ry zareo rehwfa tsy voavahany fa mandreraka be,
    mitady fialana olana lava izao, ny vahoaka efa mikaikaika, ny harena efa ho fongana,
    mankaleo be ilay fitarazoana lava ity kah!!!tairo!tairo!!fa ela loatra e!!!izao fandalovan’i
    Fransmann izao io izao tokony nisy hetsika mba nanehoana fa tsy IZY INTSONY ity
    ilay domelina be, fa ieieie….aiza moa ny namana no tsy himenomenona eto indrai dray???

  4. Ny alika no manao ny hataony dia ny saka avy no voatapa-drambo.
    Mody gasy a !Gasy ! nefa fantany tsara mihintsy hoe: iza no vato misakana
    sy ny antony MAZAVA BE!! TAHOTRA FA MANAO RATSY!!mody GISA indray ireo fa hain tsara,
    hoe IZA???fepetra no tokon ho raisiny fa tsy mody adala eo, tsy efa izay no voalaza fa ho saziana
    izay tsy manaraka sy tompon’andraikitra @ tsy famahana ny olana???dia AIZA????manome LITIKA!!!

  5. Politika maloto avo lenta daholo izao e! Ny olana dia ny mpitarika ny mpanara-dia an’i dada tsy hita be ihany. Misy tsy mazava daholo na ny fihetsik’ireto afrikana mody manelanelana ireto na ireto mody mpitarika mouvance. Mety misy ifandrisany ihany koa anefa izany rehetra izany. Mila mpitarika charismatique i Madagasikara, nefa iza?

  6. ity lay navoakan’ny RFI

    Madagascar : la SADC favorable à un sommet de tous les représentants de la société pour sortir de la crise

    Pour sortir de la crise, la SADC a approuvé le 11 août l’idée d’un dialogue malgacho-malgache à l’issue d’une deuxième journée de consultations menées sur Grande Ile. C’est-à-dire un sommet réunissant tous les représentants de la société malgache. Une idée qui était défendue par des mouvances politiques n’ayant pas adhéré à la feuille de route de sortie de crise proposée par la Cédéao. Réunir tout le monde autour de la table de négociation consitute donc un changement de cap pour la SADC, alors que la visite de la délégation de l’Afrique australe s’achève aujourd’hui.

    L’annonce est faite par Max Fabien Andrianirina, rapporteur général du comité de pilotage du dialogue malgacho-malgache. « Le comité ministériel de la SADC a accepté de réaliser dans les mois qui viennent un atelier afin qu’on puisse avancer dans ce processus de dialogue malgacho-malgache. Nous sommes très optimistes quant à la réalisation d’un dialogue malgacho-malgache ».

    C’est un virage à 180° dans la stratégie de la SADC, Communauté de développement de l’Afrique australe, après les deux tête-à tête de sortie de crise entre Marc Ravalomanana et Andry Rajoelina uniquement. Un dialogue malgacho-malgache, c’est réunir autour d’une même table les partis signataires de la feuille de route, mais aussi le parti de l’ancien président Didier Ratsiraka qui ne l’a pas signé, les pro-Ravalomanana, les pro-Rajoelina, les syndicats, les militaires, les églises, et la société civile, pour résoudre la crise.

    L’avantage pour la SADC, c’est de se conformer à la manière de faire à Madagascar, une culture du consensus à tout prix acceptée par toutes les parties.

    L’autre fait du jour, c’est l’entrevue avec le commandement militaire malgaches, qui a duré cinq heures au lieu des deux initialement prévues. Rien n’a filtré de ces discussions. Ce sont les militaires qui ont remis le pouvoir à Andry Rajoelina et ce sont eux qui sont chargés du maintien de l’ordre lors des manifestations à caractère politique.

    Le chef de la délégation de la SADC Marius Fransman doit donner une conférence de presse, ce dimanche 12 août, dans la capitale malgache, pour expliquer la position de son institution.

    http://www.rfi.fr/afrique/20120812-madagascar-sadc-favorable-sommet-tous-representants-societe-sortir-crise

  7. Asaina manolo an’i Domelina ve izany ny SADC? Dia asiana filaharambe izay tsy milaza fa mifanandrina amin’ny milisy akory.

  8. Tokony fotsiny nararaotina ity fandalovan’i fransmann ity mba hanehoana fa
    mitarazoka be ilay raharaha, maneho tsotra koa fa tsy faly aminy e!!inona no olana??

  9. Ny olana dia ity mpamadika diska milingiligny @ sezan’olona. Ny ankoatr’izay voakaràma manara-drenirano fotsiny e !
    Lany vola kosany alou le DJ @ karama aloany isam-bolana sady angamba tsy mandry andro, tsy mandry alina fa ilàn’ireo vaniny marain-tsy hariva ary tsy mahazo mitrerona na mafy aza ny manjo azy.
    Mampangorakoraka indray ny mieritreritr’azy nefa avelao hihinan’ny fa te-hanao aminy eo. Hitsingidina tsy ho ela no vaovao azoko. Ny miaramila iany no handaroka karavasy azy fa tsy mila vahaolana etsy sy eroa izany.
    Minoa fotsiny iany !

  10. Tsy hafaka Makaiza io raha tsy Mihersika n’y Vahoaka. Raha tsy Mazava izany dia Mila miondrika @ Rajoeina n’y legaliste

  11. Yahoo !

    L’Egypte est le pays qui a fini le plus de fois dernier, avec 11 médailles de plomb. Et, comme le note le Wall Street Journal, ce qu’il y a de sympa avec leur méthode de calcul, c’est que les petits pays ont une chance de faire partie du classement: les îles Cook,…. les SEYCHELLES, l’ILE MAURICE ont toutes, le droit à leurs médailles de la loose.

  12. ampisahoy an’io fransman io fa leo domelina ny vahoaka e! araraoty re-olona dia mitangorona maro be ka ho hita eo raha mivaoka ny basy ////////

  13. Hoy indray Me Hanitra sy r’i Manadafy , r’i Guy ,r’i Stanslas: hoe ,Telo aza aritra Ka izay roa Volana

  14. Tena marina ry Baby???io no tena mahafetsy an’i dada an!!
    avelany ho hitsingidina ho azy , mety ho izay!!!raha tsy izany mantsy
    dia mety ho rà mandriaka satria mbola mahazo2 aina izy izao,
    Ny tsy mampiety ilay hevitra hoe: « izao sy izao taona na volana  » ry zareo mpitarika dia ,
    efa impir y no nampiasa io teny io ???dia aiza???tsy vao voalohany izao, na i dada aza efa nilaza io t@
    tsy haiko firy taona lasa izay.
    Amiko dia samy miady ny andaniny sy ny ankilany,ary tsy ferana fa misy VOAVIDY lafon’i renikely ao @’ ankolafy R8
    hanao izay ahaleo ny vahoaka @ dada, dia mody omeny FANANTENANA POAKATY foana AHATOFOKA ILAY OLONA.
    MBA AVOAY IZAY TENA MARINA RY ZAREO TOMPON’A DRAIKITRA REHETRA fa sao dia tsy mety a!!!mino aho fa misy
    tompon’andraikitra lehibe ny @ izao tsy fandehanan-javatra izao, sao dia mba tsy ho zakanareo ny TODIN’IZAO TOMPOKO O!!

  15. Marina ny anao Ranavalona fa ny vaovao azoko dia tsy ho tafapetraka eo intsony i Ra Doumel. Marina e !
    Jereo ireny teny Ivato ireny t@ tapa-bolana. Efa mifamono toy ny Ondry izy mianankaavy ary tena niozona mahintsy ila Polisy fantatro fa efa ambivitra ny ain’ity mpilingilingy @ sezan’i DADA ity.
    DADA ange maranitrabe e ! Mody fanina fotsiny izy fa fantany tsara ny zavatra hiseho. 2 ans hono no fara fahabeny indrindra dia mitsingidina @ piste fampandihizana i DJ.
    L’avenir nous le dira fa en attendant : Minoa fotsint iany !
    Hivaly amin’izy mianakavy ny rà nalatsany sy ny nanimbàny ny tanàna, ny fangalarany ny harem-pirenena, ny harena ankibon’ny tany. Miedinedina ery alou izao ny amboalambo nefa tsy takatrin’ny sai-keliny fa misy farany ny zava-drehetra !

  16. Toa mampitahotra ahy koa sė @’ity hoe: 2 ans???aiza kosa e!!!
    sao dia mba ela loatra???mba hoe: » kely sisa « kosa lazaina e!!
    Dia iza no nifamono fa tena tsy harako indray??

  17. Koa havan’iza sa mba inona moa no zava-tsoa mba nentin’ity
    domelina ka rarahian’iza inona izy raha ho faty an-tatatra any aza??
    nidiran-doza fotsiny ny firenena azon’olona tsy faka taranaka toy ireny.

  18. marina izany ry baby fa ny tsirairay dia tsy maintsy hizaka ny ratsy nataony daholo, i ra8 moa izao dia efa mizaka ny vono olona mahatsiravina izay nataony ary na ny vadiny aza toa tsy mitondra ny anarany intsony.

  19. Eisy e ry tri7 e !
    Ianao iany no bedohika manoso-potaka an’i DADAnay. Ny tifitra avy any @ Hotel COLBERT fa tsy ny garde présidentielle no namono ny olona nokaramainareo teny Ambohitsorohatra.
    Mbola lavinao iany ny antony nitifiranareo ilay cameraman nanana io porofo io ???

    Any andro, any volana tsy maintsy mitsingidina ny mpampandihinareo ary hijija ny hagegenabe vitany. Ianareo koa aza mihevitra ho afa-maina. Aza maika fotsiny sé !

    Ranavalona,
    Ilay ady an-trano teny Ivato vao haingana iny e ! (Tsy tadidiko ny anaran’ilay camp miaramila nitokonan’i Ct Charles iny).
    Tsy manao « sarin’ady »intsony ry Karilà fa tena izy hi hi hi hi

  20. Ahoana ry Hery raha ampitahainao, ireo nosoratanao ireo, any @ SADC,ONU,mpitondra frantsay ary « copie » izay rehetra adiresy mail hita @ internet. Ataovy tsara fotsiny izay tsy ahitana ny adiresinao e!
    Na izay afaka manao izany rehefa omenao alalàna sa?
    Jereo fotsiny ity tarehin’ilay fransman, tena france-ment!!!!. Mila arahina ny fivoarany farimpiainan’io hatrizay nampiasain’ny frantsay azy.
    Ary isika tokony handoto rano ireo vonzongo mampirety ny hevitra ady antrano: ry zareo vahiny indray no mampihorohoro antsika tompon-tany. Inona no azo atao tsy ahatamana ireo? Mba havadika ny tranga fa dia hanaiky haviravira izao foana ve e?
    Rehefa tsy misy mividy ny entan-dry zareo NA tsy omena hohanina ry zareo, tsy ho lefy na maty ve sa misy paika mavitrika be kokoa e?
    Raha tsy mbola ho taitra izao dia …hiditra « Re-colonisation française » ny taran-tsika asa firin-taona indray!

  21. baby, Tanora ity fa tsy Rabe akory, satria tsy ampidirin’ny mydago eto intsony ny post nay, fa tsy mahatanty la verte ny akamanareo.
    dadanareo ary efa miaiky fa nampitifitra dia izato ianao indray no hisolo vaika azy,
    ary ny tena marina dia tsy miaramila gasy ireo fa ireo mercenaire SudAf ndra8 no nanao io, Anontanio iny ministra ny defense ny dadanareo izay tsy nahatanty ny habibiana ny de8, ka ny ampitsonio dia tonga dia ni-demission. Tena devoly misy rambony ange ry baby ity Andriamanitra tompoinareo io e.

  22. Misaotra any mydago tsy manaiky intsony ny redirediny domelina mianakavy.
    Tohizo izany ary rehefa tsy misy mamaky sy mamaly ireo dia mba hipetraka @ toerany angamba ry zareo.

  23. fa angaha mahatsiaro voatsindrona mafy mihintsy randry, Tsy ianao ange no tenenina eto satria ianao tsy nibodo ny fanan’ny malagasy eran’ny Madagasikara e, ianao tsy namono ankitsirano ireo gasy mahantra nitolona mitovy aminao, ianao tsy naniratsira ireo ray amandreny reetra teto Dago… fa i dadanareo no nanao izany. koa aza misendaotra fa na mangidy aza iny rangahy iny dia tsy maintsy hipetraka ho tantara ihany i SEM ra8.

  24. Atsindrony izay tsindronareo ry rabe Tr7 AV7 a!

    Tsy jamba na tsy mahalala ny zava-nisy sy misy akory ny malagasy ka tsy mahita ny fialonanareo ory hava-mànana sy tia-kely e!

    Izahay, na taim-parasy aza hoy ny fitenenana tsy misy nankaty am-paosinay! Nefa faly izahay fa mamelona sy manome asa hoan’ny malagasy maro ny olona tohananay!!

    Ny anareo kosa: mampandihy sy mpamono ny malagasy maro!

    Tena tsy azo ampitoviana mihintsy sanatria ny vava!!

  25. tri7,
    Fafao aloha Antananarivo, raofy ny fako, diovy ny égouts, fongory ny mpanendaka sy ny mpangaro-paosy, totofy ny lavaka @ arabe nataon’i DADAnay izay vao manompa azy. Raha tsy vitanareo ireo dia aza be rediredy fa « Gisa lahy mpangala-ketsa, mpifitra @ hazo tsy omby v… » ny FATnareo e !
    Mba mahalalà menatra fa tondroin’ny vahiny molotra ny Tanindrazatsika, manapin’orona mihitsy ry zareo rehefa tonga any.
    Nisy vazaha izay naka sary teo Analakely dia nasiany Pinces à linge 2 teo @ lava-korony !!!

  26. Baby, Ranavalona, fantatro fa mpitolona efa hatry ny ela ianareo ary samy miasa any ambadika any mitady vaovao.

    Hono ho aho Baby sao dia azonao atoa re, fanontaniana ny ahy, ny mangataka an’ilay pôlisy fantatrao mba hizara an’ilay tapakila misy sarna vilia roa misy vary mamatra ny haavon’ny vokatra azo isan-batan’olona tamin’ny andron’i Dada sy tamin’ny andron’i DJ.Raha mijery Atlas ECO ianao dia hahita ny PNB/habitant tamin’ny 2007 sy ny 2011 ohatra.Ny Miaramila sy ny mpitandro ny filaminana mantsy no vokisan-Drajoelina dia manenjika ny mpandala ny ara-dalàna.Tsy mahalala Pôlisy aho ka raha tsy manahirana anao re! Ilazao ihany aho raha misy sakana.Misaotra.

    Ranavalona fantatro ianao fa mipetraka any Deutscland ary miteny ny fiteny any.Efa mba nanoratra tamin’i Ramatoa Angela Merkel izahay fa azo atao va re ny manontany azy hamporisika ny SADC hampihatra ny sazy ho an’ireo izay tsy manaraka ny tondrozotra? Mankasitraka anao mialoha.Raha misy manahirana dia manoratra eto foana aho.

    Azafady raha manontany an’ireo satria adidy moa tsy efan’irery ka dia miantso ny namana aho.Dia mbola manolotra ny fisaorana e!

  27. Hevitra mety sady mahaomby f saika izao, izaho anie ka olona TSOTSA kely e!!
    tsy mahay POLITIKA aho no tsy mpanao politika, mpitolona tsotra fotsiny ny havanao,
    kely sy bitika fa ny fitiavana ny tanindrazana no be dia be fa raha misy kosa ho fandraisana anjara dia tsy mandaha aho
    fa kosa tsy maintsy hatoro ahy ny lalana OHATRA.
    Ny alina mitondra fisainana fa ho hita eo e!!

  28. Ranavalona,
    Tena kôzy zany, afa-baràka ny tanindrazana sy ny malagasy. Naman’ilay colègue-ko io vazaha io, nandeha tany Mada t@ mois de juin teo hono ary tena teo à table mahintsy zà no notebahany sady natorony ny sariny t@ portable-ny.
    Tsisy navaly oà fa raha azoko natao ny nisitrika an-davaka dia nataoko izany. Raha mbola tsy tafiala eo le mpilingilingy @ sezan’olona, mpang…. tsy mifitra io dia tsy omeko tsiny ny Gasy aty ampita nandainga fa Réunionais na Asiatiques toy ny t@ andron’i Ratsy Iraka. Loza !

    Andriandahifotsy,
    Ho contacter-ko ilay Polisy raha afaka manome io fangatahanao io. Raha ananany io dia mino aho fa tsy hisy olana aminy ny hanomé an’izany satria marobe ry zareo no tofoka @ izany Polisy tsy manana BAKA nataon’i Domel Minisitra izany.

    Fa izao iany : Efa kely hono sisa e ! Efa manify dia manify hono ny miaramila manohana an’i Radoumel ka c’est une question de temps hono re e !

  29. Ranavalona, tsy olana fa rehefa mahay manoratra Allemand dia mety.Misy site amin’ny teny allemand mantsy mety azo anoratana an’io Ramatoa io ka raha hitanao izay dia mba hadikao izao azafady: Araky ny efa fantatrareo angamba dia mbola tsy voavaha foana ny olana any Gasikara ary tsapa ihany koa fa tsy te-hamela ny filoha Ravalomanana hody ny filohan’ny HAT.Vokatr’izany dia tsy mampihatra ny tondrozotra izy ary dia tokony halana eo izy izany.Noho izany dia manasa ny SADC handray ny fepetra momba izany mba handrosoan’ny raharaha.Misaotra amin’ny fiaraha-miasan’ny SADC indrindra;Teny Famaranana amin’ny teny Alemana.Misaotra anao mialoha Ranavalona.

    Azafady Baby fa ao amin’ny site ny Atlas eco na Forbes no ahitana ny antontan’isa maneho ireo PNB/habitanat 2007 sy 2011 ireo dia kajiana araka izay ny haavon’ilay varye o ambon’ny vilia.Atao sary ohatran’ireny BD Doda sy Dondrona ary Tenda ireny raha mety.Mankatelina mialoha.

  30. Dia hatao hoe @ anaran’iza satria aho sy manana antoko.
    Maty aho !!asio asa kely !asio asa kely hoy dadabenay izay.

  31. Sendra mandalo aho fa sao dia mba tsy mety ity Collectif Diaspora ity fa ny GTT INTERNATIONAL anie ka Collectif de la Diaspora Malagasy no anarana entiny e !
    Izay aloha fa ….

  32. voaray Tahiry a!!ohatra io nomeny io koa aleo hitady hafa fa tsy olana,
    ny fampitana ilay hafatra no zava-dehibe.Misaotra anao!!Dia aza midongy
    ohatra an’io oah fa tolona hiaraha-manana ity, aza ho entina @ fo be loatra ilay izy fa sao manimba zavatra,
    izay moa e!!

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *