9 pensées sur “Image no comment”

  1. Maro miintsy ny tsy mety manala ny plaque Tiko @ mpivarotra kah, zah ko mandinika an’ireny matetika, MBOLA MINO SY MANANTENA FA HO AVY DADA, ARY HAMERINA INDRAY NY ORINASANY TIKO IZAY SADY ORINASA MALAGASY? NO MAMELONA MPIASA MALAGASY AN’ARIVORIVONY. MINO IZANY KOA ISIKA REHETRA. AMEN IZANY.

  2. I dada8 toa manao solomaso: Eclipse solaire tsy hisinda rahoviana ny eto Dago

    Tsy manampaharoa ny produits Tiko: tsy mihinana izay bera sns zany intsony fa ireny karana reny vita « jabora » toa ny gatô amoron-dalana ety ihan. Ny ronono frais mivantana avy eny an-tsaha no adinay aty.
    _____

    Ary toa misy pub NewsMada.com an’ny mpanongam-panjakana ny gauche ny écran aty an-trano eo ambanin’ilay hoe « inscrivez-vous » rehefa miditra an’i MyDago? nefa any an-toeran-kafa aho tsy mahita an’io?

    Lazao MyDago raha tsy norm io, tonga dia formaté-na fa misy virus tafiditra ny pc -ko an!

  3. [Marc Ravalomanana, vous avez beaucoup à vous faire pardonner, car vous êtes coupable d’avoir construit 9000 kilomètres de routes en l’espace d’un mandat. Tandis que vos successeurs inaugurent en grandes pompes des ruelles de 30 mètres ou encore des escaliers d’universités décrépies, vous avez eu l’outrecuidance d’avoir initié des grands chantiers à Madagascar.

    Vous êtes également coupable d’avoir nettement revu à la hausse la croissance économique de Madagascar durant votre présidence, avec des taux de croissance à deux chiffres. Tandis que vos successeurs se distinguent avec leurs centaines de milliers d’emplois détruits et la paupérisation de tous les Malgaches.

    Vous êtes également coupable, avec votre Madagascar Action Plan, d’avoir eu le culot d’imaginer un plan de développement multisectoriel. Votre arrogance était sans limites, car vous avez eu le toupet d’obtenir les financements, en milliards de dollars, nécessaires à la réalisation de
    ce MAP.

    Votre culpabilité ne s’arrête pas là: avec notamment votre groupe TIKO, f l e u r o n d e l’Océan Indien, pourvoyeur de milliers d’emplois et surtout fournisseur de produits de consommation adaptés au pouvoir d’achat local. Vos successeurs n’ont pas tardé à renouer avec leurs bonnes vieilles habitudes, à savoir importation à gogo de produits de b a s d e g a m m e, sortie en douce des ports, reventes sur le marché et prises de bénéfice facile au passage.

    Comble de l’innommable, vous vous êtes distingué par votre propension à vouloir instaurer la bonne gouvernance à Madagascar. Les BIANCO, SAMIFIN et autres CSI, c’était vous. Vos successeurs, en matière de bonne gouvernance et gestion des deniers publics, sont des modèles en la matière, avec ces Hummer et ces villas qui fleurissent comme des champignons, dans toute la splendeur du 3V.

    Enfin, vous êtes coupable d’avoir fait tout votre possible pour éviter des bains de sang en 2009, allant jusqu’à démissionner de votre poste où vous avez été démocratiquement élu alors qu’il aurait été tellement plus facile de vous comporter comme les Bachar el Assad et ses 25 000 civils assassinés en l’espace de quelques mois. Avec ou sans larmes de crocodile.]

  4. …Hoaza, taiza daholo moa io 9000 km io fa tsy tadidiko nanao izany aho, lay izy aza toa tsy ampy 900 km akory koa, ny vola aloha nitobaka tamin’ireny ka raha nolaniako tam lalana daholo ireny vola ireny dia aiza indray no mba anjarako..

  5. Vendrana be io « désir » io, hita mitsy fa foza mifaly ny hitsivalana fotsiny, tokony natao @ teny malagasy ilay commentaire tsara be nataon’ny « ho aiza » io fa mety tsy azony mihitsy e!, ry zareo mantsy mitovitovy fahalalana daholo, CEPE eo raha be indrindra, ohatran’ny filohany domelina ihany re e!
    Fa tena tsy azony tokoa ange ilay hafatra tiany hampitaina e! raha fehezina anefa dia hoe : Filoha tsara sy nahavita azy Ravalomanana, aiza zay Radomelina tsy manao afa-tsy ny mangalatra, mandainga, matikambo @ rendrarendra (terrain de rugby LOL), raha hendry ianao tsy atao izay:
    -hahafaty an’i remenabila
    -hampadio ny tanàna
    -hahamora ny ppn
    -tsy hisian’ny grevy etsy sy eroa
    -hitiavan’izao tontolo zao antsika
    ………………………………
    fa saingy indrisy, jiolahi-boto loatra ianao sy ireo miaramilam-potaka manodidina anao
    Fa efa kely sisa, mahzao mangery am-pataloha @ izay ianareo fa efa tena akaiky dia akaiky ny farany!!!!!!!!!!!

  6. Tu as raison HoAiza : NewsMADA est une mmmm..de !
    Le pire c’est qu’un site mieux connu, qui semble se battre contre madagate, copie leur façon de presenter.!!!

  7. …Noor aloha mbola tena zanako marina ary tsy maintsy miankohoka eto amiko, fa tsy mbola nisy sahy naniratsira ahy izany, fa izay manao izany dia tonga dia vonoiko mihintsy e, toy ireny nanakaramako merce SudAf hamono ireo gasy miseho tsy mitovy hevitra amiko tam 2009 ireny.
    vahoaka ny Tana sy Tamatave moa de nofaiziko mihintsy fa nifidy any Rajoely sy rolland Ratsiraka, nefa izaho efa nandany vola be nanaovana propagandy ny TIM.

  8. Reo ry Désir, tsy te hahalala mihitsy ny hadalan’ny dadany andriamaniny iny, zay na de efa nanankarena aza @ maha opérateur économique azy talohan’izy nitondra, de nitombo avo zato heny izany, rehafa tonga teo @ pouvoir, satria nampiasainy ny fahefany nagoronan-karena, fanitarana ny orinasa Tiko nanerana ny isam-pivondronana eny fa na de hatrany @ commune aza, fanageazana ho azy irery ny marché publique, t@ireo asa vaventy, toy ny lalana, ka namoronany ny ALMA, tsy nisy navela hifaninana, taminy ny mpandraharaha madinika, na vaventy, fa na nakatona fotsiny izao, na nitadiavana hevitra hampigadrana ireny mpandraharaha ireny, toy ny nahazo ny 7 Fréres, nopotehina tanteraka, de anontanio tsara Lalao zay nanery an’i Jeannot le Quartz, tsy maintsy hivarotra @ vadiny président ilay vongana EMMERAUDE be, 4OO millions Fmg, raha tsy izany, de hirahan-dRaosy ny brigade de mine haka an’io, ary aterina eny Faravohitra.
    Ny mampalahelo anefa, ny mpandraharaha hafa ivelan’ny tena, natao maty hitsaka, ny tena anefa tsy manao ny mba adidy kely fotsiny @ firenena, TSY MANDOHA IMPÔT sy taxe @ ireo produits Tiko naondrana na nafarana, de olona tsy afaka manome exemple toy izany ve de tena madio aminay. Satria, aminay, ny tena homme d’état, tsy hampifangaro ny tombontsoany manokan’ny tena @ fitondrana izany, ka sady président no opérateur économique, tsy vitan’izany, fa olona vetaveta tia habibiana, ka tsy mihontsina akory mampandriaka ny ran’ny mpiray tanindrazana aminy, mandany vola tsy toko tsy forohana, zay tsy azy fa volam-bahoaka, hanakaramana mercenaires vahiny hamono sy hamoritra vahoaka, de hitanareo tsara angamba ny fihetsiky ny miaramila sy ny émmo-rég nitsena ireny delegasiona mouv Raosy teny Ivato farany teo ireny, fa eo nade hidy sakoroka be mahatsiravina aza, miandry an-dRaosy ny miaramila sy ny famille n’ny olona novonoiny, de ho hita eo woe, tena mafy be marina Raosy fuyard iny.
    Ary na inona na inona démonstration ataonareo eto, de tsy mitovy ny moyens teo am-pelatanan’i Andry sy Raosy, fa Raosy nitobaka be ny vola  » NY VOLA MISY FA NY HANDANIANA AZY NO TSY HAY… » de ireny nividianana Aire force I, II ireny, fa Rajoelina nampiana tafika tsy nampiana tafika, tsisy famatsiam-bola nandritra ny nitondrany, kanefa afaka nanangana ny Hôtel de ville, ireo hopitaly manara-penitra marobe, zay naorina t@ireo tanin-dRaosy nalainy an-keriny t@ vahoaka, ireny lalana vita tara tany Morondava, Moramanga, izay manomboka sady efa mandeha ny lalana Ihosy- Fort Dauphin, ankoatr’ireo kianja fanatanjahantena manara-penitra, ny kianja moderne eny Antsonjombe ho an’ny mpanakanto.
    Fantatry Raosy tsara, ny capacité n’i Zandry woe, hatraiza izy raha te hanao zavatra, de izy Raosy mihitsy no miantso ny mpamatsy vola, hibloky ny famatsiam-bola an’i Mada. De izany ve ny tia tanindrazana?
    Tsy mijanona eo anefa ny asa ratsin-dRaosy @ fanakaramana asa fanakorontanana, famatsiambola ny mpigrevy, famatsiana fitaovam-piadiana antsokosoko ny dahalo, sy famatsiana ireo mpanapoaka baomba, zay impiry ny olona tratra @ ireny asa fanakorontanana ireny no milaza, fa Mamy Rakotoarivelo, no mpamatsy vola anay, saingy tsy maty manota io, de afa-maina foana, fa lay iraka madinika iny foana no milanja ny fahotany.
    Betsaka woa ny hadalana sy ny teti-dratsin-dreto sy ny dadany azo tanisaina, eto, fa ny bois de rose n-dRaosy sy Tojo zanany, tsy azo lazaina eto, fa raha ny olona no manao, de atao hirahira. Fa avelao hijanona eto ny fanambaranay, fa aza fafana, raha tsy izany de faible tsy mahatanty demokrasia, ka raha voa @ maharary azy, de manilika ny faute @olona foana. De miandry anao Raosy sy taranany zahay, hiditra any Mada, de ho hita eo zay mafy be sy mahery, fa raha vao misy sakoroka eo, ka sakanana tsy hamaly ny ratsy nataony Raosy, de zay sakoroka izay koa no tadiavinay, hahitan’ny SADEC tsara woe, efa NALOAM-BAHOAKA RAOSY. Ka handroso nareo maty renibe, hihemotra torak’izany. Aza mba sagnagna otran’ilay rangahy ankoholahy fataka fuyard iny, rehefa may ny endim-boajony, de mipitika, satria te hi-provoquer crimes sy troubles fotsiny, de mandositra avy eo, de any lavitra any vao mihorakoraka.

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *