Zarazarao e ! - Partagez !

PS : Tadidinao koa ve ity lahatsoratra nivoaka tato amin'i MyDago ity ?
PS : Vous souvenez vous aussi de cet article sorti sur MyDago ?

33 Comments

  • mijoro dit :

    Efa tena fiantsina ady na mihoatra aza, mety finiavana mazav ny hamonona ny filohantsika izao ataony frantsay izao satria tsy mety lefy ny fitiavanatsika azy hiverina hitantana ny firenena.Tena mampitraotra sy mankarary fo mihintsy
    Inona re no tokony ataontsika e?

  • Tanora dit :

    tsy misy olona na firenena hamono an de8 izany ry mijoro a, aza matahotra ianao. fa mitady ny marina am le zalahy io ny fitsarana, fa toa mbola nampaniraka merce hampamono an olona am fitondrana lery dia io nanan’ny olona preuve io indray.
    Tiavo dadanareo fa na izany aza tena olona ratsy loha tsy misy hoatr’izany.

  • KintanaMananDrambo dit :

    Mbola mitohy ny hoe : « Il faut faire des accusations » !

    Mbola hiray latabatra sy hiara-sakafo amin’ireo ihany ve ê ? Sa dia hoe « mety amin-tsika foana izao » ?
    Tompony mangatak’atiny lava eny ??? Tsssss…le..gôn â !!!!!

  • KintanaMananDrambo dit :

    Ny mpamosavy mandeha alina aza misy mahita foana !!
    Fa mba iza loatra moa ianao ry David Erleigh ? Mpiaro an’ilay domelina sy AV7, sa G7 TEAM ?
    Volan’Ingahy Ravalomanana ve sanatria no nentinareo nananganana an’ity ZE7 ity, ka dia vitanareo mihintsy ny maneso azy, any ka nasiana 7 ihany koa ny anaran’ilay orin’asa ?
    Dia mba hoatrinona ny anjaranao ao ? Firy isan-jato ?
    Ary mba fantatrao moa ve, fa arak’ilay tondrozotra, dia tsy mahazo manao fifanarahana mampidi-kizo toa izao akory ilay domelina, sa ianao koa mpanolo-tsaina fa vendrana tahak’azy, ka vao mahita vola dia raraka daholo izay tsy ho raraka ?

    http://www.tananews.com/2012/09/david-erleigh-des-plaintes-a-50-millions-de-dollars/

  • meme dit :

    Mazava ny tetika aminn’io e! ny tribonaly any Afrika Atsimo no tsy mamela azy hody aty Madagasikara dia tsy tratra ilay lazaina fa fehimpotoana tokony hatongavany aty dia tsy afaka mirotsaka hofidina izy; tsy misy afatsy izay io!!!!

  • KintanaMananDrambo dit :

    Ianareo lany andro mieritreritra an’izany fifidianana izany, izay mety tsy hisy akory raha tsy efa maniry nify ny akoho !
    Ianareo midinika dia midinika, fa ny jiolahy ary dahalo manao ampihi-mamba ny Tanindrazana !

  • meme dit :

    Ilay izy anie ry Kintana efa fantatra izany e, dahalo mihitsy no mitondra eto fa itony no ahafantarana fa mitady izay hevitra rehetra ny sasany mba tsy hiverenan’i Ravalomanana hitondra eto fa sao lasa mandroso isika!!!

  • KintanaMananDrambo dit :

    Fehiny : Mila mihetsika daholo ny vahoaka malagasy, ireo izay mbola manantena fiainana mirindra, ary Firenena sambatra sy mandroso !

    Teny mba atsipiko kely ho an’ireo mpanao RNS izany ohatra ! Ny vahoaka any an-toerana tsy manana an’ity ôrdinatera ity daholo, ary zara aza raha mba mamaky gazety ! Ny vaovao amin’ny radio sy televiziôna dia tsy misy, na zavatra lainga no vohizin-dry zareo satria nahazo baiko !

    Iza no mba hianteheran-dry zareo ? Tsy iza fa ireo olona, tera-tany malagasy mihaina any amin’ny toerana isy an’izany hoe demôkrasia izany !

    Mino ary maniry raha maniry, mbola manantena mafy aho fa mbola misy fitiavana an’io Tanindrazan-tsika io ao ampon-dry zareo !

    Raha mahay mihira ilay tanindrazana mamin-tsika, dia mety hiventy ny hiran’i Simon Randria moa izy izay, ilay hoe : Tara ê, tara laotra ê, ny fitiavan-tena ahy iiii !

    Tsy dia izay ilay tonon-kira, fa DISO lasa tany amin’ny « fitiavan-tena » ny eritreritro !! MAHONENA !!!

    RAHOVIANA RY MALAGASY TIA FANDIHIZANA SY TIA RNS, ARY TIA FIHETSIKETSEHANA SAMIHAFA, NY TENA HETSIKA HO AN’NY TANINDRAZANA ATAO ENY LABASTIHY ???

    TSY MILA MANDRAY BASY NA LEFONA HOY AHO, NY FOMBA ENTINA MIARO AN’IO TANINDRAZANA IO, FA FAHASAHIANA MANEHO AMPAHIBEMASO, NY ZAVATRA TSY RARINY IZAY MITRANGA ANY AN-TANINDRAZANA !!

    TSY MBA MITSETRA ARY TSY MBA MENATRA VA IANAREO IZAY MBOLA MISAKAFO SY MATORY TSARA, KANEFA NY MPIRAY TANINDRAZANA EFA NY ADY AN-TRANO NO MIHAZOAZO EO AN-TAMPON-DOHANY ????

  • meme dit :

    marina ny anao ry Kintana, tsara indrindra raha afaka manao izany ianareo indrindra amin’izao filoha vaovao any frantsa midradradra ny hoe justice izao.

  • KintanaMananDrambo dit :

    Isika tsy hiantehatra amin’io vaovao io ê ! Tsara ho fantatr’izao tontolo izao ny zava-miseho any amin-tsika !

    Dia ny mbola eto ihany aho, dia manainga an’ilay akama iray izay mba hanentana ny namany na ireo « mpiara-dia aminy » koa !
    Ianao RaDera no tiako resahina ! Mba tafaresaka tamin’i Rety ihany va ianao, nidinika momban’izao fahoriana izao ?
    Marina fa resaka fahoriana ihany koa no tena nanangànana an’ilay mitiela ; mba mihetseha fa sao dia lazain’ny olona ianao fa hifaly amin’ny fahoriana ; mbô marina an’izany ê !
    Sanatria sao dia tianareo hijanona sy ho faty any ivelany daholo ny malagasy ; dia ho lasa klian’ny mitiela tsy sazoka !
    Sa matahotra an-dRaZanklôdy ianareo ? Mba lazao amin’i lery fa tsy mamokatra sy resaka be, ny sôsiôlôzia eny ambony latabatra ê ! Mba hitan’i lery maso eny an-toerana ve ny vokany ! Dia mba ahoana hoy i lery mahita ny sarin’ireny maty atramin’ny 2009 ireny, ary indrindra ny fahantràn’ny vahoaka ?
    Milay ve ilay miseho ho mpitondra vaovao, sa dia mitohy ny tolona, tahaky ny fanao ????
    Mba lazao i lery fa : Un tiens vaut mieux que deux, tu l’auras !!!

    TANO IZAY AZO, FA SAROTRA NY MILA ( Indrindra rehefa hita fa MBA tena manao zavatra ilay OLONA )!!!!

  • ravelonarivo dit :

    IZAO NO HATAO TARA LAVA , manovotra lavatra ny fanafiahan i Rajoelina ,KA HALAO HAZAVA ,NA Me hANITRA ,NA ILAY NAMANY VAZAHA DIA TSY HALEHANY ,iO tARATASY NATAON i RA 8 IO DIA KELY NA TSY MISY LANJANT MIHOATRA @ NY HETSIKA FANAKANANA NATAON I RAJOELINA .
    KA RAHA IZAO MITOHY DIA VELOMA I RAVALO SY NY MPANARA DALANA SY R i HANITRA SY NY TARINY .

    ny voamasony no mpostsirina .

  • ranavalona dit :

    AZA MANARY TOKY OAH!!!tsy tadidinareo ve ilay dada efa tsy nisy mpiambina intsony???
    mananjin iny dadantsika iny ka raha mbola izy no tsy milavo lefona dia tokony isik hNoana
    azy hatra@ farany, tsarovy fa noho ireo mpamahan-dalitra ihany no nahatonga azy niala tao fa raha izy tsy nanana hevitra
    ny handao antsika mihintsy , koa matokisa azy fa Andriamanitra no miaraka aminy ka izay no tsy laitran’ireto DEVOLY VELONA
    ireto fa HAMONO ny HERIRATSIn’ireo ny fahatongavan’i dada ao. MANANÁ HINOANA!!!izaho raha tsy i dada no milavo lefona
    tsy mbola misy mahataitra ahy.DIA MANARAHA AZY!!!

  • KintanaMananDrambo dit :

    Mbô diniho izay soratra apetraka ry bavy â ! Milavo lefona izy izay ianao vao ho taitra hoe ?
    Ho Dokotera après la mort izany ?

  • milamina dit :

    aux dernières nouvelles,dada a récupéré son passeport;il rentre à swaziland demain;aura t-il le temps de superviser les actes de destabilisation?en fait il part pour les nations unies cette semaine pour l’assemblée gle

  • milamina dit :

    soloy an,i hanitsa hoa lay mpisolovava mandany volan,i dsada iny fa tsy mahavoa;hay moa tsy avocate internasinaly lay hanitsa fa mpamitaka eto @magro fotsiny;dia inona no ambarany zao?mazana be ilay mpisolovavan,ny avesety ;ravany anatin,ny 1 segondra ny tetika rehetra

  • sotoavo dit :

    miankina antsika vahoaka sisa ny hoaviny Mskara. Na @’ny fomba inona na inona dia ataon’ireo françafrique sy ny FAT ny fanapotehana an’i R8 sy Mskara. Ka matoa isika vahoaka tsy sahy mihetsika dia mbola tsy an-dohalika velively ny ranom-bary! Izay ihany!

  • zokiolona dit :

    au secours!course contre la montre!que faire
    L’ex-président malgache Ravalomanana empêché de quitter Johannesburg
    (12-09-2012) – La justice sud-africaine a demandé à l’ex-président malgache Marc Ravalomanana de ne pas quitter Johannesburg, où il est en exil, et de rendre son passeport aux autorités, a affirmé son avocat mercredi à l’AFP.
    L’ex-président malgache Marc Ravalomanana (c), à Maputo au Mozambique, le 16 août 2012
    L’ex-président malgache Marc Ravalomanana (c), à Maputo au Mozambique, le 16 août 2012
    © AFP

    « C’est une tentative désespérée, malhonnête et malveillante pour empêcher Marc Ravalomanana de retourner à Madagascar pour s’inscrire comme candidat aux prochaines élections », prévues en mai, a dénoncé l’avocat Brian Currin, qui assure qu’il va essayer de faire annuler la décision de justice notifiée vendredi dernier.

    La décision a été prise dans le cadre de l’enquête lancée par la justice sud-africaine qui instruit depuis plusieurs mois une plainte contre l’ancien président pour crimes contre l’humanité, déposée par un groupe malgache, l’Association des martyrs de la place Antaninarenina (une place d’Antananarivo).

    Le président déchu a déjà plusieurs fois dénoncé cette plainte comme une opération politique, « une tentative délibérée (…) d’induire en erreur les Sud-Africains en leur faisant croire que je suis coupable d’un crime alors que c’est tout simplement faux ».

    A Madagascar, il a été condamné par contumace aux travaux forcés à perpétuité après la mort de plusieurs dizaines de manifestants abattus par sa garde présidentielle lors des émeutes qui ont entraîné sa chute en 2009.

    M. Ravalomanana a déjà tenté de revenir à Madagascar, sans succès.

    Ses deux rencontres récentes aux Seychelles avec l’homme qui l’a renversé en 2009, Andry Rajoelina, actuel président non élu de la transition malgache, n’ont pas donné de résultats.

    Selon la feuille de route approuvée en août au sommet de la SADC (Communauté d’Afrique australe), M. Ravalomanana devrait être autorisé à rentrer à Madagascar pour participer à l’élection présidentielle prévue au mois de mai 2013.

  • Njara dit :

    La COI et l’OIF ne sont autre chose que les instruments de la Françafrique pour asseoir et légitimer
    sa domination et son emprise sur l’Afrique. Le problème c’est que pour le moment nous ne pouvons
    pas quitter l’OIF. Aussi si l’occasion nous est donnée de pouvoir toucher un seul cheveu de l’OIF,
    pourquoi ne pas le faire ?
    Signons la pétition contre la tenue de son Sommet à Kinshasa et venons tous nombreux demain
    (aujourd’hui) au rassemblement. La presse française y sera présente, profitons-en pour faire la
    communication sur Madagascar ( pancarte, banderole, interview …). Ne rien faire contre elle c’est tout
    simplement la soutenir. Après la plaidoirie au TGI de Paris, suivie d’une conférence de presse :

    Rendez-vous
    Jeudi 6 septembre 2012
    Place du Châtelet de 9h à 13h.

  • ranavalona dit :

    Ka inona no mahagaga e??EFA vita indray ilay SONIA fa manaiky ilay fifidianana
    ka inona no ahagaga raha hivadian’i foza indray ??F’ ANGAHA VAOVAO IZANY E??
    ilay mbola fametrahana fahatokisana @ domelina mihintsy no tsy azoko @’ireto ANKOLAFY DADA IRETO?
    Ka inona no hatao??? izay izany!!!!!izaho koa tsy te hiasa loha fa MANAIKY AZY MATOA MBOLA MAHASAHY
    MANAO KISONIA tsy hitondra afa tsy VOKATRA HO AN’i FOZA hatr@ izao aloha.
    AMBAVA TSY MILA FA NY SONIA HATAO IHANY na dia efa in-100 am-1000 aza hivadiany eo foana, amiko ilay
    izy dia TANDREVAKA BE FAHATANY!!!!VOAVIDY KOA NY SASANY tsy ferana.

  • ranavalona dit :

    raha tsy nisy ny zavatra rehetra niseho t@ndry sakamalao isany dia EKEKO ny
    zavamisy ankehitriny fa ireo ao @ SADC mihintsy no misy VOAVIDY ka avelao aloha
    ho hita eo izay hevitr’ireo sasany mba MBOLA MANARAKA an’i dada, tsy ho vita mora izao fa aza mbola misy
    mikoropaka oah!!dia ho heno eo koa ny teny farany na ahoana na ahoana????fa ireo rehetra matimaty FIRIFIRY
    any ATSIMO ireo izany MBA IZA NO TOMPON’NDRAIKITRA SA I DADA KOA?????

  • Tanora dit :

    misehoa ho lehilahy ry dada, hatreho ny ratsy vita fa aza mandositra fa olompanjakana ihany ny tena, efa hananan’ny olona ny preuves dia mandehana mitsotra ny marina rehetra amin’ny tribonaly Sudaf fa ratsy anie ny migadra any antanin’olona any e..

  • KintanaMananDrambo dit :

    Tsy efa lasa ve izany 6 septembre izany ê ?

  • zandrkely dit :

    ampiasao ny vola ry dada fa tsy mahatanty ireo a!matoky ny risorisonao zahay

  • ranavalona dit :

    POV CON!!!olon’Andriamanitra iny ka izay manao ratsy an’iny no ho VIZANA!
    izany no tsy mahataitra azy na inona na inona zava-mitranga ary izahay zanany
    mahatoky miaraka aminy, izay mahasoasoa hataon’Andriamanitra, IZY NO MANDAHATRA NY FIAINANJANANY,
    Izy rahateo efa vita vakisiny hi!hi!hi!tsy mampiotsona ny volomason’i dadanay intsony izany e!!!

  • ranavalona dit :

    ……hafa ny anareo bomba kapoaka aza efa mahalatsaka izay tsy ho latsaka,
    dia ny daranareo ihany no tsikefonina mody HISOKETANA olona « hamosavy an’i
    prėsdà hono » hi!hi!hi!!!fa nsy nifidy an’i domelina angaha teo hono????? mpanao ody mahery hono!!!
    dia ny tena no menatsa!!!manalabaraka!!!

  • kiloonga dit :

    ry kinta sy nytanora efa vavan’ny maty andrano ireny f’az mamaly azy aza mijotso sy mirefarefa toy ireny manoratra Hanitra za tsy haina fa hoe hanitsa tena ilay FOZA ORANA ery ambanitanana e mampalahelo

  • volatiko dit :

    mitombo iray ny sans papiers

  • happyface dit :

    volatiko >>> tena mendrika an’ity mihitsy ilay sari-mpouza beu i hihihihihi ity angamba ilay gasy mi clandy ka ny tenany ihany no resahiny. Tsy magaga satria any amin’ny fitombenany no misy ny ati-dohany izay kely lanja , maivana otran’ny volom-borona

  • Dr CELELESTIN Rpbin dit :

    Mihamazava ny toe-javatra ary may volotratra rajoelina sy ny namany satria mihamanakaiky ny fivrenan’ny Filohan’ny Firenena ANTANINDRAZANA ..
    Ity plainte vaovao napetrak’ireo milaza ho traboina tamin’ny fitifirana teny Ambotsirohitra ny 07 février 2009 dia efa tsy azo tsaraina intsony ao Afrika Atsimo satria efa notsaraina tany Antanarivo – na fitsarana mahefa aza io nitsara io..!
    Ary ity plainte vaovao ity dianalefa any amin’ny tribunal tsy miankina amin’ny Fanjakana ary ireo avocats miaro ny Filohan’ny Firenena RAVALOMANANA MARC dia efa niasa nanohitra izany plainte izany..NY RFI , TANANEWS sy ny GAZETY MALAGASY tsy manalina ny vaovao da manely izany resabe diso izany
    Ny Filoha RAVALOMANANA MARC dia mety hitondrz nt vain’ny fanontaniana apetraky ny tsiraray manao hoe :
     » Marina sy marim-pototra ve io resaka naeli’ny gazety maro io? Andriamatoa Filohan’ny Firenena ?)

  • Dr CELELESTIN Rpbin dit :

    Tadidio fa io fitifirana teny Ambohitsirohitra io dia efa nangatahn’ny Filohan’ny Firenena RAVAOMANANA MARC tamin’ny Firenena Mikambana ny hanaovana « enquête indépendante « .
    Ary aza modiana tsy fantatra ny fanambarana fiaken-keloka nosoratan’ny Lt-Colonel ANDRIANASOAVINA ,izay mitantara amin’ny an-tsipiriany ny fanonganam-panjaana hatrany am-piandoahany ary misy ny lisitry ny anaran’ireo nandray anjara tamin’izany !
    Indroa izao no naovany izany fanambarana fiainkain-keloka izany (aveu)..

    Ny seho-javatra any Atsimo izay akasarotin’i rajoelina sy mpiaraka aminy (dramatisation avec théâtralisation des conflits ) dia natao isariaa ny eritreritry ny Communauté Internationale ( les éléments de la SADC / TROIKA auront à évaluer les impacts de ces conflits sur la situation générale de M.car).

    rajoelina délire en informant les Malgaches qu’il va négocier des armes , de satellite aux Américains pour qui il est persona non grata !
    Paroles : Paroles !en direction de ceux qui soutiennent le Président RAVLOMANANA MARC !

  • gaga dit :

    Dia gaga elah! Fa repoblika inona no resahina eto e! Tena mila miova lay zalahy ity ka!

  • soapeta dit :

    Efa tena tsy faly am le foza io ange ny ankamaroan ny olona e.Tsy mety anga raha samy manao manif na ny aty ivelany,na ny ao Mskara?d tsy atao politika alo fa mijoro contre le famonoana ny malagasy any atsimo no atao.Raha tsy mijoro manohitra an’io ny malagasy de hataon ‘ny fahavalom pirenena otran ny mamono lalitra fotsiny ,ka hiandry hoe tena efa eo am baravaran ny tena ve vao hihetsika isika?

  • KintanaMananDrambo dit :

    Indrisy ry soapeta !!!
    Androany izao, misy olona iray tokony hitolona, lasa any amin’ny faritry Mangoky any ; dedaka hiaraka haka-sary amin’ilay mpanongana !
    Ny zavatra, na fanendrikendrehana ny Filoha Ravalomanana aza lazainy fa tsy giravy !
    Tsy giravy koa angamba izao mahazo ny Firenena izao ê !

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *

*

Switch to our mobile site