MIANDRY NY FIGADONAN’I DADA ETO ISIKA

IMG_2011

Miditra amin’ny andro voalohany amin’ity herinandro ity, androany ny hetsiky ny vahoaka mpomba ny ankolafy Ravalomanana teny amin’ny kianjan’ny Magro Behoririka. Anisan’ny nandray fitenenana teny an-toerana ny filohan’ny fikambanan’ny ben’ny tanana eto Madagasikara Ralaiseheno Guy Maxime. Nambarany fa matoa isika mijoro eto dia mitaky ny fahamarinana satria mahatsapa fa misy ny tsy rariny amin’ny fitantanana ny firenena. Sarotiny amin’ny fanajana ny zon’olombelona hoy izy ny firenena Amerikana ka izay no mbola hijoroany amin’ny heviny hatramin’izao. Izao tolona izao dia iarahantsika amin’ny filoha Ravalomanana ho fampandrosoana sy hiverenan’ny firenena amin’ny tany tan-dalàna. N’inon’inonaataon-dRajoelina hoy ity olomboantendry ity, dia tsy maintsy mody i dada. Momba ny zavamisy any Atsimo dia nambarany fa fisehosehoana fotsiny no ataon’ny miaramilan-dRajoelina amin’ny fisamborana an-dRemenabila.  Amin’izao fotoana izao hoy izy ny vaomieran’ny  filaminana anatiny ao amin’ny Firenena Mikambana dia mandinika ny raharaha eto amintsika. Mazava hoy ity mpanao politika ity, ny hevitry ny sehatra iraisam-pirenena fa tsy afaka mirotsaka ho fidiana Rajoelina. Ny filoha Ravalomanana kosa dia tsy maintsy miverina eto an-tanindrazany ary afaka milatsaka. Noho izany hoy Guy Maxime, n’inon’inona fiziriziriany dia tsy maintsy tonga amin’ny fialany izany. Atsy ho atsy hoy izy dia hotanterahin’ny Onu iznay fanapahan-keviny izany.
Ny Ct Manoela kosa dia nanambara fa tsy mety io Sos Sud ataon’ny Cst io satria manala-baraka ny any Atsimo. Tsy loza voanjanahary toy ny rivodoza, kere io hoy izy, ka hanaovana izany. Noho izany dia aza terena hadoa vola ny eto Antananarivo. Raha misy vola hanaovana izany dia aleo hitsenana ny filoha Ravalomanana Marc eny Ivato.  Ny malaso dia izy ireo ihany no manao izany. Nanentana ny vahoaka ho tonga maro ny tenany ary nilaza ihany koa miandry ny figadonan’i dada eto isika.
NY Ct Feno dia nilaza fa tsy mbola hatramin’izao ny vaovao marina ao amin’ny Rnm sy Tvm. Ny tomponandraikitra ao amin’izao fotoana izao hoy izy, dia niteny tamin’ny fotoana nahamay ny Rnm fa tsy maintsy ho hita ny marina. Ny mahagaga hoy Feno, dia mahavita mandeha mandany vola amin’ny fiaramanidina ny mpitondra kanefa ny Rnm sy Tvm tsy mbola vita hatramin’izao.

26 pensées sur “MIANDRY NY FIGADONAN’I DADA ETO ISIKA”

  1. Dia « MIANDRY » indray izany fa tsy hoe « NDAO HiHETSIKA AMIN’IZAY  » ????

    Raha izany no politika entina mitolona dia tsy ho tonga eo akory i Dada !

    Milamina sy maina tsara izany ny vozongo eto Dago eto ? sa mba mila domina ihany ???

  2. K’ inona no andrasan’i Bė Kintana tsy hanamborany io Sadika lahy io????
    alakaosy tsy mamely!!!tsy mitondra afa tsy lapoasy raha izay domelina be io.
    MAHONENA !!!fa dia naterak’inona loatra ity sarindiky ity ray olona no dia mahavanin-doza toy izao a!!
    tena mafy be ve lery e???maharetà ry mpihazakazaka hoy ilay fitenenana.

  3. [Qu’est-il arrivé aux écrevisses, soeur ranavalona: mortes ou quoi?]

    de inon’itony?: Le chimiste français Rhodia (groupe Solvay) et le groupe minier allemand Tantalus Rare Earths (TRE) ont annoncé, lundi 23 avril, la signature d’une lettre d’intention destinée à préparer l’exploitation d’un gisement d’oxydes de « terres rares lourdes » dans le nord-ouest de Madagascar.

    « Rhodia et l’allemand TRE s’associent pour exploiter un gisement de terres rares à Madagascar »
    http://www.lemonde.fr/economie/article/2012/04/23/rhodia-et-l-allemand-tre-s-associent-pour-exploiter-un-gisement-de-terres-rares-a-madagascar_1689623_3234.html

  4. Marina dia MARINA ary mitombina tanteraka ny voalazanareo rehetra eo ambony ireo!

    F’iza kosa hono no nde hanaraka ambokony ny lazain’ny famille mafieuse isany Alain Ramarosahona?
    Io rangahy io no nizarazara fitaovam-piadiana sy tenue-militaire eran’i Gasikara,
    amin’izao may ambondrona
    zareo samy mpidoroka zava-maha-domelina
    no aleo hifankahita any

    Ny traikefa hananan’i Niaka mampiseho sy manao tatitra hatrany eo amin’ny sehatra
    « BRADERIE DE MADAGASCAR depuis 2009 jusqu’au bout – l’on ne saurait jamais quand, commis par Andry Rajoelina & sbires & commanditaires + mainFORCEmutins »
    dia t o h i z o hatrany

  5. SOS beware of the facts ==> amin’ny sehatra rehetra (ambany ka hatrany-ambony) be ny hosoka, FAUSSAIRE FALSIFICATION (pirates piratage)
    tanteraka tokoa hatrany ny DESSEIN ny putshistes nanomboka ny taona 2009: l’île appartient à tout-qui-va SAUF les locaux-nationaux de souche « ny kely tsy mba mamindro anti-putsh + patriotes hiringirina piora »

    i dada8GASYGASY ve no mampangovitr’omana
    maha-tera- T A Y anareo mpamarotra tanindrazana lav’izao?
    ____

    Tahiry: vao2 nivoaka tany @ midi!

    [… Les questions relatives à l’élection présidentielle ont également été évoquées au Magro. En effet, les « zanak’i Dada » sont contre l’utilisation du bulletin unique. Le CT Manoela, tout en exigeant une élection sans exclusion, propose le maintien de l’ancienne formule de vote.]

  6. Tsisy n’inona2 azonareo atao intsony Rana sy HoAiza a! efa maty ela dadanareo, politiquement eto no tiako lazaina, aoka hazava ny resaka hoy ilay juriste malaza be tsy zakan’ny tsenanareo izay. Hanao barofo ndray ve ny tetika rehefa ny justice Sud Af no tsy hita zay hanoherana azy. Be vava ane reto, kanefa baomba lacri iray mampandositra any an’elakelantrano e! vita tanteraka ny @ n-dRaosy, ny Alemana aza itony efa mitady fiaraha-miasa @ Zandry. Ampiakaro kely indray lay vary 2 kilao, zaraina bôjo, fa ho bebe hatrany ny ho tonga hanatrika eo. Ny mahatsikaiky rehefa azon-dry zalahy hono ny vary, de lasa izy tsy nihaino kabary. De ireo olom-bitsy kely irréductibles reo sisa no tavela eo. Mampalahelo sady mahatsikaiky ihany ity fomba fitolon’ny zanakidada ity. Manao sainjaza tsy mahay politika. Miantso haine sy barofo sisa azo atao, kanefa rehefa tonga ny sakoroka, mifori-drambo otran’ny kiva. Tsy mahagaga raha leo tanteraka eto ry Bemafohy sy ry Njara. Rana sisa no marary fo lava @ Zandrinay eto. Mampalahelo marina ny mahazo ny dadanareo Rana e! aza malahelo akia fa na tsy ho tafaverina intsony eo @ sezany aza iny, manam-bola ampy hiantohany hatramin’ny zafin-dohaliny a! Ny adihevitra tokony hisokatra izao de woe, iza no tokony hasolo an-dRaosy @ fifidianana fa ny nanao fahotana mahafaty t@ vahoaka tsisy fika intsony ny hilatsahany. Hanao mokondoa hiditra an-keriny any an-tanindrazana moa, atahorako haverin-dry zalahy indray any Sud Af satria mandositra ny justice, hijanona an-keriny ao Dago, tonga de any Tsiafaha. Fa raha za aloha ny @ place-ny aleoko migadra eo @ taniko, toy izay any an-tanin’olona, fa ny mpitondra indray de zara misy hanilihana fako sy loto higadra any ivelany any satria mety hampiteraka korontana sy trouble. Tena vizana tanteraka Raosy a! handroso maty renibe, hihemotra maty renibe. Mba miangavy an-dRakosta mba ho eny @ front rehefa mitady sakoroka ny zanakidada, mba hahitana woe mahazaka lacri lery. Vava be fotsiny iny, fa tsy mahasahy, na de iray @ ireo mpitarika ireo aza. Aza manantena n’inona2 Rana fa nareo mianakavy mihitsy no tsy hamokatra sy tsisy raha hay na de ny pitiny aza. Raha hizesta hiteny Alemana , Anglisy , Frantsay zay singaniko manokana mody tsy tianareo, kanefa tena hankamamianareo tokoa, de ianareo no champion, de zao defa manaova veloma, fa tsy ho prezida intsony na oviana na oviana zany RAOSIMAINTY DARA NIFOTITRA @ tenany izany.

  7. que fait MIDI Madagascar;laisser dada se faire massacrer par les journaux?OU à bout de bala-salive comme d’hab?
    Les quelques Chefs d’Etat et de gouvernement étrangers qui continuent à épauler Marc Ravalomanana devraient réfléchir au lieu de s’enfoncer dans le ridicule.Au début de son exil doré, Marc Ravalomanana n’a cessé de bluffer, comme à son habitude, en se présentant comme une victime et en jouant aux indignés de l’Histoire. Fort du soutien de l’ancien ambassadeur des Etats-Unis à Antananarivo, de quelques lobbyistes américains et européens et de roitelets africains, l’ancien chef de l’Etat malgache a pu défendre sa cause en faveur d’un retour à l’ordre constitutionnel puis d’une Transition consensuelle et inclusive.

    Avec de tels appuis et porté par la vénération de ses sbires à Madagascar, Marc Ravalomanana espérait retrouver sa fonction avec rapidité et sans difficulté. Il ne pensait pas qu’une partie de la communauté internationale finirait par se lasser de lui et par accepter Andry Rajoelina, à défaut d’une troisième voie. Marc Ravalomanana ne peut s’en prendre qu’à lui-même. En effet, de nombreuses nations ont fini par tourner le dos à l’ancien président malgache, après avoir découvert, a posteriori, sa constellation d’abus. Elles ont appris que ce dernier avait triché pour être élu et réélu, qu’il avait pillé les caisses et qu’il avait ordonné le massacre du 7 février 2009.

    Quand on se penche objectivement sur une rétrospective du mandat de Marc Ravalomanana, on se demande comment il a pu rester sept longues années à sa fonction. S’il a pu accéder au pouvoir, c’est parce qu’il a surfé sur le ras-le-bol généralisé et justifié à l’encontre de Didier Ratsiraka. Symbole de la réussite sociale, ce capitaine d’industrie incarnait le renouveau et le dynamisme. Pour couronner le tout, il paraissait pieux et patriote.

    Pourtant, une fois que Marc Ravalomanana s’est installé aux commandes, le rêve pour la population s’est transformé en cauchemar. Il a sorti l’artillerie lourde. En premier lieu, il a su utiliser l’arme religieuse. Pour donner du poids à sa mission messianique, il a instrumentalisé la FJKM et fermé d’autres églises. Ensuite, il a manié avec habileté l’arme fiscale et douanière. D’un côté, ses sociétés ont bénéficié d’exonérations douanières. D’un autre, il a mis à genoux, à grands coups de redressements fiscaux, les concurrents de Tiko, Magro, MBS, Alma et Feedmills. Par ailleurs, Marc Ravalomanana a fait grand cas de l’arme judiciaire. On ne compte plus les arrestations et détentions arbitraires qu’il a ordonnées. Les victimes s’en souviennent. De plus, l’arme politique et financière lui a permis de truquer les différents scrutins, d’acheter le silence de nombreux députés et sénateurs, d’accaparer tous les marchés publics, de permettre à ses sociétés de se mettre en situation de monopole, de mettre la main sur des terrains domaniaux aux quatre coins de l’ile et de racketter plusieurs opérateurs économiques et coordonnateurs de projets financés par les bailleurs.

    Si la force de Marc Ravalomanana a été sa parfaite utilisation de l’arme militaire en 2002, sa faiblesse, par la suite, a été de mépriser les officiers supérieurs qui l’avaient aidé à prendre le pouvoir. A partir du moment où il s’est mis en guerre contre ces derniers, en leur donnant des leçons de stratégie militaire lors des « dialogues présidentiels » et en leur refusant des avancements en grade, le compte à rebours a commencé pour lui. Avec une ironie féroce, toutes ses armes se sont enrayées avant de se retourner contre lui et le bouc protecteur de sa destinée, nourri au cannabis, a fini par mourir d’une

    overdose.

  8. [Une chronique de l’histoire de l’armée malgache révèle qu’à la veille du retour à l’indépendance, Philibert Tsiranana et ses conseillers avaient décidé de créer UNE ARMEE COPIEE SUR LE MODELE FRANCAIS pour « sauvegarder la souveraineté et l’identité nationales sur le plan militaire, politique, social, économique, culturel… »]

    ==> aux FOZAorana ici-présents,
    bien que l’on sait pertinemment rien que des incapables illucides DOMELINA:

    cherchez où est l’erreur, la contradiction dans le paragraf ci-dessus relaté?!

    hahaha et quelle contradiction bon dieu la suite

  9. DEPUIS LE PUTSH – from 2009,
    date de la prise de pouvoir illégale
    période de la prévalence de tous les actes illégaux magouilles braderie
    état des choses où le plus fort par la force (en l’occurence) le fusil
    aux détriments du sarababem-bahoaka:

    ==>

    [Madagascar a connu trois mutineries armées en trois ans : celle du FIGN (Forces d’intervention de la Gendarmerie nationale) du Fort Duchesne le 20 mai 2010, celle de la BANI (Base aéronavale d’Ivalo) le 17 novembre 2010, et celle du 1er RFI (Régiment des forces d’intervention) le 22 juillet 2012. Pendant tout ce temps, les diverses unités spécialisées d’intervention, au statut incertain, se sont signalées par leur incompétence et leurs actions brouillonnes. Et l’ensemble des forces armées, tous corps confondus, continue à se singulariser par sa vénalité, son mépris de la loi et, finalement, sa nocivité…]

  10. Marina ny anao ry HoAiza !

    Angaha tsy AREMA daholo ny ankamaroan’ireo tao amin’ny parlemanta, araky ny filàzan’i ilay Sola ( vakio ny zavatra voasoratra ao amin’ny wikipédia momb’azy) ?
    Raha tsy afaka ametràhana fanontaniana intsony ilay iray efa lasa razana, anontanio an-dry jemison hoe inona no nataona tao nandritry ny fito taona ! Raha olona tena nahita zavatra tsy mety ireo ministra rehetra niaraka taminy, naninona no tsy tonga dia nametra-pialàna ? Sa rehefa nosoloina noho ny antony samihafa, tonga dia mivadika ho fahavalo !
    Olona tahakanareo izao r’Ikalaketraka no tena fahavalon’ny firenena !

    Ny paragrafy nosoratanao farany io fotsiny dia sady misy lainga, no mamboraka ny fotom-pisainan’ny foza !

    Volalohany, ny ankabeazan’ny miaramila mbola teo ambany fahefàn’ilay nanapotika tetehezana, ary ny vahoaka iray manontolo no niara nitsangana ! Ary misy antony mahatoa ny vahoaka no tsy sahy mivoaka sy mitsangana amin’izao fotoana izao, satria mbola mihezaka manaraka izany hoe ara-dalàna izany !
    Raha ady an-trano hoy aho no tadiavin’ny foza, aza malahelo fa izay no hiafaràn’io tantara io, ary amin’izay fotoana izay ianareo rehetra dia afaka mandihy tsara, satria tonga any amin’ny tanjona notadiavinareo !

    Momban’ireo miaramila be tsy an-draofana sy tsy misy ilàn’azy ireo, « réorganisation » ny andraikitra tokony sahanin-dry zareo no nieritreretin’ny Filoha, dia tonga dia noraisina ho fanambaniana, sy fanilihana !
    Nangidihidy laotra ny ratsan-tànana, dia faly ery amin’izao fotoana mampiasa basy, saingy ny mpiray tanindrazana mitaky ny ara-dalàna no tofitofirina !
    Aza maika fa mbola santatra am-bava rano izao, fa ny manetsa be mbola ho avy ê !

    Ho an’ireo miaramila tonga saina, mitsangàna, ary ny Fanavotam-pirenena tsy HIANDRASANA VALISOA !

  11. Hhhaaalloooo bruder!!!Latsaka mihintsy aho @’ilay » Flusskreps » marina!!!ptdrr
    Tsy efa hitanao ve fa efa mandavaka ny lavaka hilevenany andro aman’ alina ilay kely??
    Tsy mila atao inona akory io fa izy ihany no ho Kenda ny vomanga asesiky ny tanan-kreps sa??????
    Hoaiza tena nalehako vao maraina tao @ biraony mihintsy rangaha t@’ ity vaovaonao vao maraina fa mety ahatsara zavatra
    ihany io fidiran’i Rainoboto ao io satria ireo tan-dalana ka raha musy mibilila eo dia hatanjaka tsara ny mpanoaitra.Ho hampanaoviko
    politika ny zanako mantsy raha miadaladala eo ireto farany.

    Mba omeo vaovao tsara ry zareo fa tena mandreraka ity fandemena tsy misy farany ity a!!

  12. Zuma hits back as mining unrest spreads

    The Marikana massacre shocked South Africans and unnerved the markets but President Zuma tells the trades unions that he needs another term

    A rousing welcome at a national trades union conference and a belated wage deal at the Marikana platinum mines are the first signs that President Jacob Zuma is fighting back. He has been under fire over his handling of the crisis at Lonmin’s platinum mine at Marikana, North-West Province, where police shot 34 striking miners dead on 16 August (AC Vol 53 No 17, The Marikana massacre). The worst state violence since the end of apartheid looked as if it might cost Zuma his chances of re-election as President of the governing African National Congress (ANC) at its Decnember conference.

    For weeks, Zuma had seemed to be missing in action. After visiting Marikana after the killings, with heavy security, to speak mainly to the mine executives, Zuma sent his ministers to push unsuccessfully for a ‘peace accord’. The strikers wanted their wage demands met first. Then on 19 September, Lonmin announced that the strike had been settled by offering mineworkers wage rises of 11-22% and one-off payments of 2,000 rand (US$244). However, the deal seriously damaged the credibility of Lonmin’s management and the mainstream trades unions.
    Comment:
    That is the reason why President Jacob Zuma is so busy.It is needless to say that opposition political party tries to profit from that situation to soften the position of the president.Hence, He has been unable to reinforce his support for Ravalomanana as he did before.And yet, due to his influence in the country,Marc Ravalomanana could stay in South Africa.The key of the problem is in his hand.Ban Ki Moon has got the other one.So we, malagasy , have to keep protesting in many ways: strikes everywhere,dispatch Ravalomanana’s picture everywhere(bus stop,markets,place of work,outside the churches and mosques,inside coaches connecting cities and so on)and sit-in the bureau of liaison of the SADC in TANA.
    Azafady, raha nataoko tamin’ny teny anglisy fa misy vahiny misera eto amin’ny Mydago na ny mpiasan’ny SADC fontsiny aza.

  13. Mba moramora ialah Kintana a!!efa nahazo an’i Ratokanono ny fis ….hennnnnnn
    i Ratokanono no mba hireareana Tompoko fa i Ratokanono angah no mandray ny vidin’ireo
    OMBY AMIN’ARIVO ahondrana ????mapmė be ilay LILISON be nefa Ratokanono no mba azo BABO HONO!!!hi!hi!hi!!!
    MAHONENA oah!!!efa hatahorana mafy koa angaha Ratokanono ka mody atao izay hanamborana azy, sa mety ho hilain’i
    reo an!!Mapmė nareo ry foza a!!!!Miakapokapoka mitonantoanana !!dia ny tena no menatra!!!ireto lehilahy MIRIJARIJA be
    nanambotra ity viavy 1111111111111111111111!!!!! fa ilay omby amin’arivo tsy hita trasy, mbola nahay niafina lavitra noho
    i Toakanono ireo OMBY IREO AN?????????

  14. Ary ity Guy Maxime ity koa ka mahita volana alohan’i HABIB an !
    Inona ao @ONU Lery no sahy milaza ireny teneny ireny hoe : « …Amin’izao fotoana izao ny vaomieran’ny filaminana anatiny ao amin’ny Firenena Mikambana dia mandinika ny raharaha eto amintsika. Mazava ny hevitry ny sehatra iraisam-pirenena fa tsy afaka mirotsaka ho fidiana Rajoelina. Ny filoha Ravalomanana kosa dia tsy maintsy miverina eto an-tanindrazany ary afaka milatsaka. Noho izany n’inon’inona fiziriziriany dia tsy maintsy tonga amin’ny fialany izany. Atsy ho atsy hoy izy dia hotanterahin’ny Onu iznay fanapahan-keviny izany…. »
    Zao teniteny foana ataon’i Guy Maxim zao ange no mahatonga ny Kil hitsaoka e !
    Izy ihany no hatramin’ny talohan’ny 26 juin 2009 no niteny hoe ho avy e…! tsy maintsy tonga e…! tsy maintsy miala e….! Hatramin’izao anefa aiza izay eo…

  15. Tsy hitan’ireo zay havaly anao ry Kalaketraka a! Marina loatra mantsy! no comment!!!
    ALEO HO TANISAIKO KELY ANAREO IREO JIOLAHIMBOTO MPANAO POLITIKA AO @MOOV RAOSY AO DE AZA MAHATOKY AN’IREO INTSONY FA VANTARDS MPITADY TEHAKA FOTSINY IREO FA TENA RAINILAINGA BE TSISY HEVITRA. MPAMPIESONA RAHA TIANAREO HAZAVA E!
    RAOSY NO RAINDAHINY, RAKOSTA FAHAROA, FAHATELO RAGUY, FAHAEFATRA RAMAMY, FAHADIMY RAKOTOPÔKA, IREO LE CLUB N’NY TRANONDAINGA . HADALAN’IZAY MINO AZY, FA HADIHADIO DAHOLO NY ZAVATRA NOLAZAIN’IREO HATRAMIN’IZAY NITOLOMANAREO IZAY FA FAMPIESONANA NO BETSAKA.

  16. Il est stipulé noir sur blanc dans la Feuille de route, que le « gouvernement de transition » doit s’abstenir DE TOUT ENGAGEMENT À LONG TERME !!
    Aussi, tout contrat passé avec des Solvay ou TRE ou autres, seront réputés nuls et non avenus ! Avis aux « inconscients » !

    I Tokanono dia lehilahy ! Sary namboarina no naseho vahoaka ! Hivereno ary diniho tsara ilay sary, indrindra fa ilay lefona misy fehi-mena !
    Raha ny fomba « fipetrak’ilay olona » no jerena, sy ny lohany ary NY HAHALAVAN’ilay lefona, dia misy « tsy miady » !

  17. Aza alefa lavitra ny saintsika e! F’angaha dia tonta kely daholo ny miaramila aminao no dia tsy hanaja an’io vehivavy io?Raha azoko tsara dia mivaro-tena izy io ka mety izy ary no mety tsy hay ny fiheverany.Mila arovana koa izy amin’izany.Efa zatra iny faritra iny ny dahalo ka na omby zato aza hainy ny manafina azy ary lehibe ihany iny faritra iny.Raha tsy hoe angaha misy puce ny omby tsirairay dia afaka arahana GPS izy ireo araky ny « projet » nanan’i Marc Ravalomanana.

  18. Dia vao maika aho latsaka fa hay tsy mbola ilay Ratokanono iny ???
    mbola tsy azo izany ilay Ratokanono???dia i Ratokanono aza tsy voasambotra
    koa inona no hilana ireo Bė GALONA @ tsy @’a pà????vao maika mapmė be!!!!!

    Fantatro fa tsy tontakely daholo ny miaramila fa ireo BĖ GALONA ( kreps an)anie no voky letra sesika manabe hatoka
    fotsiny e!!tsy an’inona afa tsy hanambotra izay mba mitsovalana manohitra azireo, sy izay hanakaraman’i karana azy.

  19. FANTARO FA RAHA TSY MISY NY HETSIKA DIA TSY HO TONGA ETO ZANY I DADA, RERAKA EO FOANA NAREO SATRIA ATAONIREO NAHAZO TOERANA FITAOVANA IANAREO KA AOKA TSY HO DISO FANANTENANA SAO DE LASA ATOANDRO FITERY RONONO EO NAREO

  20. Eto dia misy olona tena mankasitraka ny asa-jiolahy misy eto amin’ny firenena ary tena mamporisika ny hitohizan’izao asa-jiolahy izao , mahavariana fa tena faly amin’ny fahorian’ny malagasy namana. Aza adino fa I Ravalomanana izay lazainao io dia misolon-tena malagasy 50%ka raha ireo malagasy ireo izay niniana no foanana tamin’ny 2009 no tsy mandray anjara amin’ny fampandrosoana dia reraka eo foana ianareo fa i Madagasikara tsy handroso , izany hoe miala tsiny miresaka izany fa ny anareo moa tsy mahatakatra izany fa ny anareo jiolahy dia ny manana 4×4 ianareo, manana trano villa ianareo, mianatra amin’ny sekoly lafo ny zanakareo sy ny havanareo , ianareo afaka mitsabo tena, dia ampy izay fa efa tsara ny anareo dia hoy aho efa nisy izay film izay tamin’ny Ratsiraka fa rehefa tsy misy vola miodina eo na dia ny anananao io aza mbola ho foana fa aza maika ry be diploma be fialonana

  21. Tiako be ilay hoe: » bė diploma bė fialonana », dia tsy tahotra tsy henatra
    anie fa dia MITAVANDRA ny haren’i dada hita-poko hita-pirenena daholo
    hatr@’itony Ramaroson efa fotsy mbamin’i volom-bava sady tsy manakambo no tsy mahalala menatra,
    tsy mahay manajatena fa misy hafa inona izy sy domelina a???MAHONENA eeeeeee!!!!!
    Ka inao koa anie rehefa tsy mahay teny frantsy dia tsy mahay e!!!izay ny an’ireo , mapmė bė!!!

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *