RAKOTOARIVELO MAMY : NY MPANONGAM-PANJAKANA NO TSY AFAKA MILATSAKA

Tonga teny amin’ny kianjan’ny Magro Behoririka androany ny filohan’ny kongresin’ny tetezamita Rakotoarivelo Mamy. Zavatra telo no nambarany teny an-toerana. Ny voalohany dia mahakasika ny voalazan-dRajoelina tany New York. Nilaza tany amin’ny firenena Mikambana Rajoelina hoy izy, fa hoe tany tan-dalàna i Madagasikara ka izy no afaka milasaka fa ny hafa tsy afaka milatsaka. Ampahafantarina azy hoy Mamy fa ny lalàna iraisam-pirenena dia ambonin’ny lalàna eto Madagasikara ka ao anatin’izany ny fifanarahana tany cotonou izay milaza fa ny mpanongam-panjakana dia tsy afaka milatsaka. Mbola manamafy izany ihany koa ny sata afrikana momba ny fanajana ny zon’olombelona sy ny demokrasia. Fa maninona hoy izy ny antsika no tsy afaka milatsaka. Ny vahoaka hoy ity olomboantendry ity, no milaza hoe iza no tian’ny vahoaka eto. Ny anay dia 1er tour dia vita. Lazaina ihany koa hoy izy, fa hoe tsy mahafeno fepetra ny filoha Ravalomanana. Raha ny marina anefa dia ny 17 Sept 2011 no natao sonia ny tondrozotra ary ny 18 sept no tokony ho tonga izy. Iza no miakasna azy tsy hody hoy ny fanontaniana napetrany ? Aleo ho fantatry ny sehatra iraisam-pirenena fa Rajoelina no sakana amin’ny fodiany. Raha sanatria hoy Mamy, milaza ny fikambanana iraisma-pirenena heo tsy afaka milatsaka ny filoha Ravalomanana dia iray tsikombakomba aminy. Iaorana ny frantsay fa efa hendry, ary isaorana ny amerikana fa mbola hendry, fa misy firenena hafa sasany kosa mbola miadaladala. Ny faharoa dia momba ny fanesorana ny ministra Ruffine. Nambarany fa lazaina manavakavaka ny tenako, hoe esorina ny anindrantany dia ovana anivontany. Tsy malagasy daholo ve ireo hoy izy. Efa nilazaon’ny toetr’andro izany foko izany fa efa samy malagasy avokoa isika. Tsy manana kakay amin’ny Ruffine izany ny tenako hoy Mamy, fa rehefa tsy mandeha ny ministera dia miala tsiny izahay fa manala-baraka ny ankolafy Ravalomanana. Efa ela be hoy ny filohan’ny Ct no noresahina taminy hoe amboary ny fitantanana io ministera io fa tsy mandeha. Rehefa nihaona tamin’ny filoha Ravalomanana ihany koa izahay dia niteny izy hoe esory ary izy. Omentsika olona iray Rajoelina fa averintsika intelo ny anarana. Tsy misy milaza fa manolotra anarana telo ao amin’ny tondrozotra. Ny fahatelo farany nambaran’i Mamy dia mahakasika ny daty fiverenan’i dada. Raha niresaka teto an-kianja farany ny tenako hoy izy, dia nilaza fa herinandro vitsivitsy sisa isaina dia ho avy i dada. Ny 17 sy 18 aogositra no nivory ny Troika ka 60 andro taorian’io izay farahafatarany dia efa vory daholo ny fodian’ny filoha Ravalomanana Marc. Ny tena marina izany hoy izy, dia farafahatarany ny 18 okotobra no tokony ho tonga ny ray amandrenintsika. Mbola hivory ny troika amin’ny 7 sy 08 oktobra iza ka hampafahatarina antsika ihany izany. Ny 10% izay anjarantsika hoy ity mpanao politika ity, dia ataontsika tsara. Dieny izao dia efa miomana isika fa kely sisa ilay andro malaza dia ny fahatongavan’i dada.

43 pensées sur “RAKOTOARIVELO MAMY : NY MPANONGAM-PANJAKANA NO TSY AFAKA MILATSAKA”

  1. Malaza ho Mpamadika sy Mpanohana an’i Domelina loatra ianao Tompokolahy, ary misy ny miventy izany ho hirahira isan’andro , anefa toa mba olona tonga saina ihany !!!

    Noho izany aleo ihany aloha manohana ny Mpanohana anao dia i Maitre Hanitra, mbola mpitondra mamim-bahoaka ary TENA MAHAVITA AZY !

    Herezo ny dia e ! Efa be no vita, koa mahereza hatrany, fa maro ny hanohana anao !

  2. Ce que l’on vous reproche, c’est de vous afficher trop avec les putshistes
    au risque d’apporter du crédit à une horde de hors-la-loi
    sans vous froisser une qque chose laisser-aller

    Cependant et comme j’aime le dire à chaque fois: à chacun son tempérament, il faut se compléter, …

    Quand à la décision de remplacer Mme la ministre Ruffine Tsiranana: j’approuve (no more comment)

    alors: 1er tour de vita, ho avy tsy ho ela ny filoha

    Le pourcentage de 10% je le puise dans « aide-toi et le ciel t’aidera »: ndao ary, vonon’izahay, ATAOVY MASAKA TSARA NY TETIKA sy traik’efa mila ampitaina ANY REHETR’ANY!!

  3. Tsy satriny aza ve ry HoAiza tsy hifampikasoka na kely akory amin’ireo aza ?
    Mais l’on ne peut travailler sans savoir le peu qu’il faut connaitre de ses adversaires. Ce qui ne veut nullement dire qu’il travaille avec eux ! C’est cà la politique a mon avis !
    Ohatra ity sary ity :
    Marina fa foza daholo ireo manodidina azy, ary AV7 daholo mihitsy aza, anefa voatery ianao tsy maintsy mandinka sy mitandrina amin’izay mety ao anatin’ny sainy. Ka atao ahaoana ny ahalala ny ao an-tsaina raha tsy miresaka aminy hoy ianao ???
    http://img443.imageshack.us/img443/2668/54529647939071876128418.jpg

  4. […L’OMBRE OMNIPRESENTE DE LA CHINE

    Le 24 avril 2012, l’agence de presse chinoise Xinhua[2] annonce la construction du plus gros port de l’île (150 000 tonnes) par le groupe WISCO afin d’envoyer vers la Chine le minerai de fer qu’elle exploite. En date du 27 juin 2012, WISCO était le seul groupe minier à n’avoir pas adhéré à l’Initiative pour la transparence des industries extractives (ITIE) à Madagascar, sur les neufs identifiés par le ministère des Mines. Le groupe WISCO a viré 100 millions de Dollars US sur un compte du Trésor malgache fin 2010 : « Cette somme est considérable, correspondant à 10% des dépenses totales engagées par l’État ou à 40% de son budget d’investissement. »[3]
    Le projet de construction de la plus grande cimenterie de l’océan Indien est en cours par la holding Madagascar Development Corporation qui réunit China International Fund (CIF) et l’État malgache (à hauteur de 15 %). Lors de la création de MDC, les partisans de l’ancien président déchu Ravalomanana (dont cinq ministres viennent d’être démis) ont d’ailleurs titré « RAJOELINA VEND MADAGASCAR AUX CHINOIS. »]…
    __

    http://geosophie.eu/2012/07/27/madagascar/

  5. Fa dia efa mampiomana antsika izy e :
    –  » Dieny izao dia efa miomana isika fa kely sisa ilay andro malaza dia ny fahatongavan’i dada »

    Manosika an’i Pr ZAFY koa izany handinika tsara momba io proposition hoe HANOVA HAINGANA NY PHAT io, fa tena mety hampihemotra ny fivoarana sy fahatongavan’i Dada izany, na hevitra tsara aza ! Izaho moa dia hoe efa miandry ny 7sy8 Octobre no ady eo .

  6. j’avoue
    je préfère ikotoARYvelo
    depuis que je l’ai entendu parler FRANCAIS: outil koa ny fahaizana ny tenin’ny advers an
    Mino aho aloa hatreto ilay stratégie paik’ady ê

    mba sérieux an: sasa-miandry ny vahoaka tena TIA TANINDRAZANA

    il s’agit de les secouer au besoin
    dépendant de la gravité des ragots

    l’art des révolutions réside dans le savoir-faire SUBVERSIONS

    où est km? et les autres

  7. Ho avy ny fotoan’ê! Hifankafantatra dahol isik

    de ho hitanao ihany koa ry Tahiry-Njara fa misy FamilyTight eo amiko sy ikalaTsara io

    hatreto alou zao de tsy azony veroka hoe iza hihihi

  8. Hotanteraka anie ny teniano HoAiza 😉 Manantena aho fa mba mamaky ny soratako ihany ry zareo !!! hi hi hi !
    Mahafinaritra be ny mitafa, fa hangina kely indray aloha e !
    Bon courage ! et bonne semaine !
    mmmmmmmouah !

  9. Attention à l’Arnaque …
    http://www.midi-madagasikara.mg/index.php/component/content/article/2-vision/7712-accord-secret-un-mystere
    Accord secret, un mystère
    Samedi, 29 Septembre 2012
    » Affaire de croyance ou de certitude, l’existence d’un accord secret entre Marc Ravalomanana et Andry Rajoelina continue de trotter dans les esprits comme une solution miracle à la crise. Elle ne sera rendue publique qu’au moment opportun. Mais ce moment pourra-t-il jamais arriver ? … «

    TIC …TAC … Moins de 10 JOURS … Attention au Deal secret … Attention Au Ni NI … ??
    Si Le Président Ravalomanana accepterait de ne pas se présenter à La Présidentielle
    Rajoelina … qui n’a aucune parole …lui , a bien confirmé qu’il pouvait très bien le faire
    http://www.midi-madagasikara.mg/
    Pour le TGV, la non candidature de son fondateur serait un facteur d’affaiblissement du parti. Le « ni… ni » ne fait pas l’affaire du TGV. En tout cas, Andry Rajoelina n’a pas encore pris sa décision finale. La preuve, il envoie sur terrain des gens pour sonder sa cote de popularité.

  10. Mafinaritra be ny resakareo ry Tahiry & ry Ho aiza, de hanampy koa aho; satria tsy lanilanin’ny vavoniko miintsy alou ny nilazana hoe mpamadika i Rakotoarivelo sy ny Ekipany mpitantana ao eh, ny antony tsy hita taratra mazava izany toa izay nataon’ireo sasany efa lasa Fozaorana ireny ka na ny language-ny aza niova ho tsy te hamrina an’i Dada eto, fa ireto mpitarika ireto kosa dia mbola ny Fodian’ny Dada foana no henoko mivoaka ny vavany, ka manjary ilazako hoe sao dia Foza ary fa mody manao fiteny hoe zanak’i Dada ireny miteny ireny hoe efa namadika i Mamy, ao koa ny fampiadiana an’i Mamy sy i Mtre Hanitra, izay tsy hitako taratra miintsy fa tena mbola mifandray sy miara-miasa tsara ireo. zah manokana matoky ieo mpitarika ireo ka tsy manaiky ho rebireben’ny Foza @ fandemen-tsaina mody ilazana ireo mpitarika ireo @ zay angamba de hoe miala @ireo ny olona, de lasa tsisy mitarika intsony ny tolona eto an-toerana, dia tsy tafody i Dada. Faha2: ny momba ny nolazain’i HoAiza etsy ambony hoe: »ndao ary, vonon’izahay, ATAOVY MASAKA TSARA NY TETIKA sy traik’efa mila ampitaina ANY REHETR’ANY!! » tsara ny fahavononana, ary tena ilaina, saingy ilay oe ATAOVY MASAKA TSARA no ampiako kely; efa miketriketrika ireo, mino izany aho, fa eo am-piandrasana izany dia isika aloha no samy manamasaka ny antsika any @ misy antsika avy any, tsy atao mifanohitra @ tolona hiaraha-manana anefa na mandeha irery no tsara fa ny mitondra izay hevitry ny tolona aty @ foibe mpitarika, @zay matanjaka tsara ny tolona na dia any ambadika any aza no manohy azy. Ataontsika TSARA NY ANJARANTSIKA EHHH. Ary izany ny ahy no hifamaliako @ bogor fozaorana eto, tsy ho azy miintsy fa ny hevitr’i bogor ireny mantsy dia hevitra atao tsianjery omen’ny avy any amboniny any, dia izay foza rehetra dia ireny foana no ataony poesie, ka maro ihany no voafitaka, dia ho fanazavana ho an’ireo olona voafitaka na olona misalasala ny @ Dada na Radomelina, no hamaliako azy eto, ka na tsy hamaky aza izy na hanao valin-tenin-jiolahimboto toa ireny fanaony ireny, tsy raharahako fa ny hafatra sy ny fahamarinana tafapitako any @ hafa no mahafaly ahy. DE MANANTENA TOKOA FA MBOLA HIFANKAHALALA SY MANINONA KOA MOA RAHA HOE HIFANKAHITA TAVA ISIKA AO AORIANA AO? DE HIFALY ISIKA FA SAMY ZANAK’I DADA; MAHEREZA DAHOLO EHHHH? ATAONTSIKA TSARA NY ANJARAN-TSIKA;

  11. Mba misy fanontaniana kely azafady???afaka nanapatra fahefana ohatra izao ve
    domelina raha tsy nisy ny FANKASITRAHANA sy ny FANAOVANA sonia nanekena azy???
    Deraiko manokana ny AMERIKANINA NANDÁ hatr@ farany fa FANONGANAM-PANAKANA no nisy ary
    NITANA ny TENINY IZY.
    Raha izay kabary efa impiry izay ???mbola samy miandry!! vokatra no HILAINA E!!!!koa aza mbola mandihy
    tsy afa-tavony tompoko o!!!matoa misy ny fanakianana dia ao ny antony fa tsy misy tsy tiako bika sy halako
    tarehy SANATRIA, tsy te hitanisa aho fa ny fantatro dia NANKATOAVINA I DOMELINA NA DIA EFA FANTATRA
    AZA FA MPANONGAM-PANJAKANA dia IZAO NO VOKANY ,HIDINGINANY TSARA MANAPATRA NY HAGEGENY
    MIHINTSY I DOMELINA , ary TOMPON’ANDRAIKITRA @ ZAVAMITRANGA KOA NY OLONA NAMETRAKA SY NANAIKY
    azy @’izao TRANGAN-JAVATRA MAHONENA FENO HABIBIABA IZAO, TOMPOn’ANDRAIKITRA IZAY NANAIKY AZY
    NA HIDI-KOVIA NA HAVANANA! ary tsy HIANTSO TODY AHO FA Kosa mahatoky fa TSY MISY HO AFA -BELA IZAY
    NAHAVANONA IZAO LOZA IZAO, DIA HO HITA EO INDRAY ARY !!!!samy eto daholo e!!

  12. Matoa koa i Guy Rivo tsy nijabaka tao dia misy ny antony fa aza mody idiana tsy hita
    kosa ny MARINA e!!!matoa koa i dada nadray an-tanana IRERY ny fiverenany dia mbola
    antony hafa koa izay fa aza mba mody fanina fa tsy mety e!!mba mahitsy @ izay tohanana.

  13. Hoy i « ny tena Andry tsy domelina » hoe: ATAOVY MASAKA TSARA NY TETIKA sy traik’efa mila ampitaina ANY REHETR’ANY!!

    Mitady hanao infiltration ianao izany an! na ny fomba fanoratrao aza hafahafa

  14. Avelao ny rehetra ahita fa misy olona tsy dia mazava loatra eto
    Izaho koa dia mahatsikaritra zavatra eto ry Beloha fa avelao handeha ho tazamina,
    tsy maintsy mipoitra eny ihany ny marina, misy zavatra mahamahana ahy mihintsy , io anie rehefa ho kibokiboin’ny
    marina tsy maintsy hipoitra eo ihany n afenina e!!ny fahalalako azy dia olona iray ihany ireo, mody adala fotsiny.

    Coucous Hoaiza!!tsy sė izany fa iraika lahy io an!!soa fa ny hevitra no ampiadiana eto fa tsy ny olona, samy manao
    izay mahafalifaly ny fony e!!tsy maintsy hipoitra ny marina.

  15. Iza re no tsara e !

    Ireo mitabataba hoe tsy maintsy miverina i Dada anefa ny mitanisa ny zavatra ataon’i Rajoelina no atao raharaha ???!
    sa

    Ny mahasahy miteny hoe : Efa miomàna amin’ny fiverenan’i Dada fa kely sisa
    SATRIA
    tsy mahazo milatsaka ho fidiana io Domelina io ???

    Tsara ihany ny misaina hoe : Sao dia mba ny fanalàna ny ahiahy AFAFIN’NY SASANY, amin’ny hoe tsy atokisana ry Mamy Rakotoarivelo sy Maite Hanitra ary no mba tena iriantsika.

    TSY MISY eny TSY MISY afaka manamarina fa MIARA MELOKA amin’ny HAT-Rajoelina ireo Mpitarika mafana fo ireo.
    Izay mamoy izany hevitra izany anie ka olona mihezaka ny hijapy sy miandry mahazo fotsiny e ! Misy mikabary atsy , sy mikabary eroa, fa ny kabary sy ny zavatra lazainy, vao maika koa aza mamporisika an’i Domelina handrangitra azy.

    Izaho manokana aloha dia efa nilaza matetika, fa tsy izay ataon’i Domelina akory, na mety na tsy mety no atao kabary, fa ny fahaizana mihetsika ara-politika. Na holazain’ny sasany aza hoe, jereo fa miaraka amin’ny Mpanongana sy mifandom-bera aminy, ve dia milaza fa tsy mahay ny tokony ho ataony sy MPAMADIKA.
    Raha tena olona manao politika, TSY MAINTSY mifangaro amin’ny Mpanongana, MBA AHALALANY ny tokony ho ataony. 🙂
    Izany no politika, ary mbola manaporofo ny fahaizany politika, ny fankasitrahan’i Dada azy !

    REHEFA I DADA NO MITENY HOE : TENA MPAMADIKA IRaktoarivelo, dia ho avy izahay, fa

    Raha mbola ireo tsy ampy fiheverana satria faly manakiana an’i Domelina fotsiny, dia toy ny manampy an’i Domelina izany. Izany akory tsy misakana ny rehetra hanao izay mahafa-po azy .

    MILA AMPITAINA AMIN’NY REHETRA MANOHANA NY ARA-DALANA (DADA), fa ny Mpitarika 5maitre Hanitra sy Mamy Rakotoarivelo), dia MBOLA ATOKISAN’I DADA ary TSY MIVADIKA AMINY, ka :

    IZAY NO ZAVA-DEHIBE !

    Misaotra ry « Ny tena Andry tsy domelina » a !
    Manohana hatrany an’i Maitre Hanitra sy Mamy Rakotarivelo ny aty !
    http://i32.servimg.com/u/f32/17/12/01/17/maitre14.jpg
    http://i32.servimg.com/u/f32/17/12/01/17/pdt_m_11.jpg

  16. Marina ny anao Ranavalona. Niaina t@ izany mantsy ny tenako, ary mbola ho hisy hampamoaka eto @ fotoana mahamety azy.

  17. Vaovao indray ity mi-sansira ny mpitolona ity ! Ny foza mameno tanàna tsy voa, nefa mpimenomenona mitatatata !!!
    Hisy ampamoaka marina eto ry Beloha .!!!

  18. Azafady fa dia averiko eto kely ity, satria, mety tsy ho tafavoaka ny voalohany nalefa satria misy liens roa !
    Aza tsiny re Tompoko o !


    Iza re no tsara e !

    Ireo mitabataba hoe tsy maintsy miverina i Dada anefa ny mitanisa ny zavatra ataon’i Rajoelina no atao raharaha ???!
    sa

    Ny mahasahy miteny hoe : Efa miomàna amin’ny fiverenan’i Dada fa kely sisa
    SATRIA
    tsy mahazo milatsaka ho fidiana io Domelina io ???

    Tsara ihany ny misaina hoe : Sao dia mba ny fanalàna ny ahiahy AFAFIN’NY SASANY, amin’ny hoe tsy atokisana ry Mamy Rakotoarivelo sy Maite Hanitra ary no mba tena iriantsika.

    TSY MISY eny TSY MISY afaka manamarina fa MIARA MELOKA amin’ny HAT-Rajoelina ireo Mpitarika mafana fo ireo.
    Izay mamoy izany hevitra izany anie ka olona mihezaka ny hijapy sy miandry mahazo fotsiny e ! Misy mikabary atsy , sy mikabary eroa, fa ny kabary sy ny zavatra lazainy, vao maika koa aza mamporisika an’i Domelina handrangitra azy.

    Izaho manokana aloha dia efa nilaza matetika, fa tsy izay ataon’i Domelina akory, na mety na tsy mety no atao kabary, fa ny fahaizana mihetsika ara-politika. Na holazain’ny sasany aza hoe, jereo fa miaraka amin’ny Mpanongana sy mifandom-bera aminy, ve dia milaza fa tsy mahay ny tokony ho ataony sy MPAMADIKA.
    Raha tena olona manao politika, TSY MAINTSY mifangaro amin’ny Mpanongana, MBA AHALALANY ny tokony ho ataony. 🙂
    Izany no politika, ary mbola manaporofo ny fahaizany politika, ny fankasitrahan’i Dada azy !

    REHEFA I DADA NO MITENY HOE : TENA MPAMADIKA IRaktoarivelo, dia ho avy izahay, fa

    Raha mbola ireo tsy ampy fiheverana satria faly manakiana an’i Domelina fotsiny, dia toy ny manampy an’i Domelina izany. Izany akory tsy misakana ny rehetra hanao izay mahafa-po azy .

    MILA AMPITAINA AMIN’NY REHETRA MANOHANA NY ARA-DALANA (DADA), fa ny Mpitarika 5maitre Hanitra sy Mamy Rakotoarivelo), dia MBOLA ATOKISAN’I DADA ary TSY MIVADIKA AMINY, ka :

    IZAY NO ZAVA-DEHIBE !

    Misaotra ry « Ny tena Andry tsy domelina » a !
    Manohana hatrany an’i Maitre Hanitra sy Mamy Rakotarivelo ny aty !
    http://i32.servimg.com/u/f32/17/12/01/17/maitre14.jpg

  19. I Christian ihany no remi, ary i remi ihany no richard. Izany hoe christian remi richard no anarany. Izany hoe, « ny tena andry tsy domelina » dia ilay iraikalahy iry ihany, ary ny fanintelony tsy ferana. Sa tsy izany ry Ranavalona?

  20. Samy manao izay mahafalifaly ny fony ô!!tsisy bedy !!!izay tianao ataovy!!
    tsy musy mahita anao anie any ambadika any e!!!fa fotsiny : » loza ho an’izay
    hiavian’ny fanafintoinana » tsy tsara koa ny hananan’ny olona alahelo, ka mba zavatra hafa sangiana fa
    aza dia ity tolona efa mahavaivay ity.
    Tsy tezitra aho na mankahala na iza fa mba miangavy fotsiny raha azo hatao, MBÁ MAHITSY!!!ohatra
    ilay olona tohanantsika eto dia i dada izany, mba ataovy mba ho fanajana azy rė tompoko fa ataoko fa
    mendrika izany fanajana izany izy a!!!AMIKO ADALADALA ITY ALOHA e!!!ny hafa no tsy haiko!!
    Ary tsy ahy Mydago ka izaho no hanavaka an’iza eto SANATRIA!!!teny ho an’ny MANAM-PANAHY!!

  21. En Suède, le racolage est répréhensible.Il y est même interdit afin de lutter contre la prostitution.Ainsi, les anges de la nuit (en majorité de sexe féminin)sont censées ne pas pratiquer cette activité.Mais le gouvernement suédois est allé beaucoup plus loin en recommandant les clients potentiels( en majorité de sexe masculin) de ne pas s’exposer aux incitations des prostituées sous-peine d’arrestation.Je trouve que c’est une bonne stratégie car on s’attaque à la fois à l’offre et à la demande de ce marché de sexe.
    Et si on prenait ceci comme exemple pour contrecarrer ce contrat juteux qu’est le trafic de bois de rose malgache.Non seulement on devrait punir les vendeurs mais il faudrait aussi appréhender les acheteurs.

  22. Tsy maintsy ireto mpikaramanady kely foana no lasibatra e!! Ramenabila
    isany tsy tiafin-dalitra, koa maika fa ny mpividy???MANONOFY !!!!zavatra efa any
    @ Ngetroka avo any daholo no MIOSINA ao koh!!

  23. OOOOOOOuaaaaaaaaaaaaaaaaaaa!!!!!

    Ary toa efa mazava be izany andro ??? Fa amin’ny firy kay izao êêêê ???

    Toa efa amin’ny 2 roa sy dimy ???

    Tttssssssssssss !! Godraka kely, fa dia tohizo ny resakareo ry zareo, fa aoka hidôlaka kely aloha !!!

    Ho avy eo ihany ê !

  24. Misy marary an-doha an !!!efa hivika!!!mafy izany te ahazo seza ka dia
    mahavatra ary tsy menatra ny manosi-potaka ny olon’Andriamanitra.
    MAHONENA!!!!nahazo ohatrinona indray izao tena isany nanao an’io ry ilay tsy faka taranaka isany???
    volamena latsaka am-bovoka ny dadanay e!!ka izany no vao maika mampahiratra azy, lotoy ihany o!!!

  25. video milay be, malaza be aty dago ny spectacle Gotth sy princio, ataon’ny olona fimehezana le ho DAda mody sy dadavody.
    ridicule be ilay dada8 e, ataon’ny vahoaka blague sy fialamboly sisa. izany reefa manao ratsy e.

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *