RAVELOSON CONSTANT : MANOZONA NY TARANAKA

Ny fodian’ny filoha Ravalomanana Marc sy ny filatsahany, hoy ny Ct Raveloson Constant, androany teny amin’ny Magro Behoririka dia izy no miandraikitra izany. Efa tsy mahavita misambotra an-dRemenabila ny fitondrana hoy izy, fa izay eken’izao tontolo izao ihany no izy. Efa niteny ny filoha Ravalomanana Marc fa ny 90% no ataony fa ny ambiny antsika. Misy anjara tandrify anao ao fa raha mahita lohanteny amin’ny gazety ianao dia miroaroa saina. Fa mba ahoana ary ny anjarantsika; Nataony ny tandrifiny hoy ity mpanao politika ity, ary sahy manome daty mihitsy izy hoe hivory ny Troika, ary isika ahaoana. Nilaza Rajoelina hoy izy, fa sambatra ny ankizy sy ny vahoaka. Izao anefa tadidio fa misoloky amin’ny filazan-javatra Rajoelina. Tsy mahasolo ny eto amintsika hoy Constant, ny any amin’ny firenena mikambana. Ny lalàna manafoana ny fanamelohana ho faty dia isika no manao azy, fa fanamafisana fotsiny ny any firenena mikambana. Noho izany dia tsy masina amin’ny fanapahan-keviny Ilaikely io, torak’izany ihany koa ny zon’ny ankizy. Ravalomanana hoy ity olomboantendry ity, dia efa nanao ny azy, toy ny fanomezana kit’s scolaire, tablier izay mbola hanaovan’ny ankizy any ambanivohitra amin’izao fotoana izao. Hiditra ny mpianatra izao ka tsy ny foko no hanandratana ny olona fa ny fianarana. Ny zavatra ataon-dRajoelina eto hoy izy, dia ny boky ianarana nodorany. Noho izany dia manozona ny taranaka izy. Ny fanjakana dia manana adidy hampianatra ny zaza indrindra any amin’ny EPP. Fanontaniana no napetraky Constant, tamin’ny vahoaka hoe: tafiditra mianatra daholo ve ny mpianatra? Hampadoavin-dRajoelina vola vao tafiditra any amin’ny EPP ny zanantsika. Ny vola hampidirana mpianatra havarina hanambatambazana etsy sy eroa. Tsy mahavita izany fa vao maika mampiditra ozona amin’ny zanantsika ny fanonganam-panjakana.. Nankaiza hoy ity olon’ny Mfm ity, ny Backbone fa tsy hita tabilao. Sakanana amin’ny vola ny mpianatra, satria tamin’ny taon-dasa dia maro ireo mpianatra no tsy tafiditra an-tsekoly. Nambarany ihany koa tsy hoe rehefa tonga  ny filoha Ravalomanana Marc dia hisy mofo 5 sy hazandrano 2. Ny anjarany hoy Constant, dia ny fanabeazana apetrany any ambony fa ny anjarantsika hoe ahoana no sakanana amin’ny vola ny zanantsika. Fisendrana antsika io fidiran’ny mpianatra io, ary io no tolona ho an’ny taranaka. Ny tolona ataotsika hoy izy dia misy ny tolona faobe, ary misy ny tolona fanaingana ny tandrify antsika. Tandrify ny TMR ny manetsika ny tolona, fa raha tsy nanao izay izy dia namadika ny tolona. Toy izany ihany koa, hoy Constant, ny anjarantsika, fa rehefa tsy manao izany isika dia aza manantena hazandrano.

41 pensées sur “RAVELOSON CONSTANT : MANOZONA NY TARANAKA”

  1. Izaho aloha tsy woe manantsara an’i RAVELOSON Constant ity fa ity rangahy ity dia mitana ny teniny hatraminy farany ary tsy mitsaoka ady mihitsy.Maromaroa ny olona haotranitony.Ary ny olona haotrizao no tokony harovana aminy zavatra mety hitranga satria tsy tiany ry zalahy tsy misy saina HAT ny olona haotranitony.Ka izao dia miaraka aminity rangaha ity ary tsy mitsaoka ady mitovy aminy koa dia tohizo ny zavatra ataonao Andriamatoa RAVELOSON CONSTANT fa rehefa misy mikitaka anao eo dia aza matahotra hianao fa tsy maintsy misy miaro hianao ary izaho anisanizany.Ho ela anie ny zanak’i DADA

  2. Misy maha marin’azy ny voalazanao Rasamy, fa misy ihany koa angamba fanitsiana tokony atao !
    Hoy i JF Kennedy izay hoe : « Ne demande pas ce que ton pays peut faire pour toi, demande ce que tu peux faire pour ton pays ».
    Nahoana moa no tsy maintsy hoe ny 90 % an’ny Filoha fa ny 10% no antsika ? Tsy dia azoko loatra ! Izay zavatra rehetra tokony atao, dia tokony atao fa tsy miandry an’iza na iza !
    Anjaran’ny vahoaka ny miady mba hanàvotana an’io Firenena io, ary mbola anjarany ihany koa ny manohana mafy an’ny Filoha Ravalomanana, fa tsy hiandry masaka fotsiny na dia niteny an’izany aza izy !

    Niana-kendry ilay domelina, ary asa na zatra mianik’inona na inona, fa dia nilingilingy nandeha nanao sonia tany New-York, nanamafy an’ilay Fifanarahana nosoniavin’ny rehetra tamin’ny 1989.
    Araky ny efa voalazako dia tsy fantany akory izay voarakitra ao anatin’ilay Fifanarahana na atao hoe Convention ; mbola be lelo sy tsy vaky feo akory angamba i lery tamin’izany fotoana izany.

    Tsara ho fantatrin’ny rehetra ihany ny zavatra voasoratra ao anatin’izany !

    http://droitenfant.com/cide.htm

    Tsara ho vakian’ny rehetra indrindra indrindra ny art. 6, 13,24, ary 28 sy ny 34.

    Mifandray amin’ny voalazan’Ingahy Raveloson, na koa tokony TAKIAN’NY ANKIZY NY FAMPIARANA NY ART.28 ENSEIGNEMENT PRIMAIRE OBLIGATOIRE ET GRATUIT POUR TOUS , ary koa QUE DES ENFANTS NE SOIENT INCITES OU CONTRAINTS A SE LIVRER A UNE ACTIVITE SEXUELLE ILLEGALE !

    Ny art.13, dia manome zo hitaky na amin’ny fomba inona na inona, an’izay zavatra rehetra tiany takiana !

    Rehefa tsy hanao ny lehibe, dia avelao ny ankizy rehetra (latsaky ny 18 taona), hitaky ny fiverenan’ny ara-dalàna, ARY HITORY NOHO IRENY KLIMOZENA NORARAFANA NANDRITRY NY VOLANA MARO IZAY, ANY VOA DAHOLO NA ZAZA ANY AM-BOAKA NA MENA VAVA, NA KELY NA VATOMBATONY !

    Raha tsy afa-po ry zareo, DIA MAHAZO MAMETRAKA FITARAINANA ANY AMIN’NY FIRENENA MIKAMBANA !

  3. Falifaly ery i Rajoelina
    Fa woe lasa any zamerika
    Nefa manao jereo aho fotsiny
    Aminity fihetsika diabolika
    Faly ery woe nanao sonia dia mihevitra woe
    Nefa hiomezany ny olona fotsiny comment il est
    Ny volony i leiry kosa aloha dia tsara bango feno « GEL »
    Fa ny fisainany ao anaty dia tsara esorina aminy « LA PELLE »
    Tsy aleo aminizay vé miala tsy efa ampy vé izay é
    Sa kosa mbola hifikitra ho fidiana
    Sanatria hoy ny vahoaka hitombo indray ny fahoriana
    Ka hasakasakao ry tovolahy nidi-kizo nanongampanjakàna
    Na manana aza hianao tadidio fotsiny fa ny vahoaka no tompony fahefàna

  4. tena mahamenatra antsika malagasy ireto tanavo ireto, ohatra ny zaza very , lany hevitra, mibadraodra, rara-kivy, tsy misy hojerena; tsy mahate ho tia. Vinanio ireo ao an dakilasy eny amin’ny bas fond, miandry ny lakilosy firavana. Izay no fanaony taloha dia izao no hataony ankehitriny, mandany andro, tsy misy finiavana, tsy misy endrika mahira-tsaina. Jiolahim-boto.
    MENATRA IZAHAY MALAGASY.

  5. Tena sady nihomehy aho no MENATSA nahita ireto tavan’alika 3
    tsy tahotra tsy henatra!!!!MPANGALATRA SY MPISOLOKY DAHOLO!!!
    HONENA ANAO NY FOKO RY TANINDRAZAKO!!!!tena latsaka ambany noho ny ambany sisa
    no niafaran’ilay firenena tsy haiko lazaina ny LAZANY t@ nanondrotan’i DADANAY azy avo dia avo
    teo. MAHONENA !!!!!sento sisa!!!avoty ny firenenay Andriamanitra o!!!!!LOZA ITY!!!DIA NY TENA
    NO MENATRA!!!!tavan’alika sy soavaly ary totakely sisa afaka mba mampiseho ity tany SOA!!!!!!

  6. Rasamy,
    Ary efa henjehin´ny eritreritra angaha i razanakisoa toa asa fisaka takolaka ,lasa mahia kely. Efa torakovitra fa akaiky ny farany.

  7. resaka ankizy?
    – recrudescence de viols, MINEUR(E)S de surcroît depuis 2009 (je viens d’entendre une nièce sous la menace d’un couteau victime de son oncle, relatant le fait à son propre père ‘cui-ci fait mine de ne pas l’entendre – 13ans je crois, est allée voir sa tante même réaction, jusqu’enfin l’ARRIVEE de SA MERE pour rapporter le fait au tribunal)
    – parents n’arrivent plus à nourrir leurs enfants, donnent leur bénédiction leur permission afin de mendier (même cas de bénédict de la part des parents par requête de leurs enfants endoctrinés-embobinnés par révolution-orange d’Andry Rajoelina LE FOU-à-LIER afin de se faire massacrer dans une cause SATANIQUE le 7 fév 2009!)
    – à cette veille de la rentrée scolaire 2012, vu la chereté du coût de la vie pour la population (nb Ariary a chuté), affectant les fournitures scolaires particulièrement la hausse de l’essentiel = FRAIS D’INSCRIPTION dans les établissements PUBLICS: malgré que Neny (mpanasa lamba) Dada (mpibata entana) demande faveur afin de payer par tranches le frais de scolarité auprès des écoles

    notons: depuis le coup d’état parents n’arrivant pas à joindre les deux bouts du fait tangible fermeture de leurs entreprises/usines employeur
    dûe à l’instabilité de la situation nationale ainsi que le non-renouvelement de l’agoa
    En d’autres termes, bcp de contrats ont été annulés ou suspendus jusqu’au retour dans la normalité du fiainam-pirenena

  8. merci Rasamy nandefa ny sary fa tena mahafinaritra ny mahita ny Tanora Malagasy mitondra teny ny vahoaka Malagasy toy ireny, vakio tsara ilay Kabary dia ho hitanareo fa na tanora aza izy dia manan-danja ny hevitra noteneniny,
    Velom-pialomana iretsy filoha antitra mpamono olona Afrikanina ( y compris de8) mahita ny fahaizan’ny Tanora Gasy.
    Aleo mba handimby ny releve fa aza be fialomana e.

  9. 90% an’i Ravalo, ny 10% an’ny vahoaka.
    Sao dia ny fizarana ny harena eto @ tanana no tian’i Constant lazaina amin’io ?
    I Constant ve no hiresaka Fanabeazana ? I constant mihitsy no tena mpitarika ny SECES, hatramin’izay io an! rehefa tsy mahazo ny indemnités de recherche (nefa tsy misy recherche nataony akory. I Constant no migrevy rehefa tsy mahazo ny heure sup. Ahoana no misy heure sup. nefa ianao ary @heure normal tsy mampianatra fa manao politika fotsiny ? sns…
    Constant sy ny MFM anie no tena nampianatra ny vahoaka nanongam-panjakana hatramin’izay e ! dia izy indray ve no mimenomena @ izao.
    Ny tiako lazaina dia raha za no Dada dia tsy mahatohy olona ohatr’i Constant sy ny MFM za.

  10. Un peu de méchanceté, ça ne devrait pas tuer, non?
    Sinon, je voulais dire, au MFM, on ne peut être que constant, non?
    Je veux bien voir une qlcq éfficacité du genre tim 2002 ou tgv 2009! MFM? On l’attendait en 86… nada! Pareil en 89, 91…

  11. Marina io ry Valo. Milaza nedala, fa milay be ny ankizy t@ andron-dRavalo, kanefa t@ grevin’ireo 90 ariary de Raosy no mamatsy vola ny mpampianatra mitokona sy ny mpianatra mpanakorontana, de vola nafafy adala tompo fotsiny ireny, fa namboarin’i R-Bombe fotsiny , de favy be le jeune kely sady bôgôsy, tsy anti-dahy be mangy sady fohy kely otran-dRaosy.
    De ahoana Rana a! Toa lainga daholo le woe, tsy nahazo visa Razanamahasoa, Annick, de aleo ny sary no hilaza azy e! Aza io Andriamanitra io woa, no ampandangaina lava eto, fa saziany sy kapohany andro @ nalina dadanareo. Rehefa ny fialonana Rasamy sy ny tariny no lasa aloha, na ny zavatra teneninareo aza de mampietry anareo ambany de ambany, hany ka tsy hita intsony, ny vahaolona momba ny fodian-dRainareo, tsy hamakianareo loha intsony, ka Racosta ity no miseho manome lesona be, kanefa ireny MFM mafana ireny no mpanakorontana hatramin’izay teny Ankatso teny, nanomboka t@ 1972 ka mandrak’ity ny androany. Lazao ahy ny namanao ry moov Raosy, de lazaiko woe, iza marina ianao. Tsy manana olona tsara afatsy ireny misarakorako toa an-dRacosta ireny, nareo e! ary ny tena mahatsikaiky, de eto no tena ahitana olona mpanasohaso an’i Tokanono sy Remenabila, mpiandany @ Ratsy e!
    Ny zavatra tsy fantatr’ireto, de ny mpanenjika sy ny mpanaratsy ao am-bodin’olona ao foana, ary ny olona efa lasa manao dingan-davitra, de gisitra sy mivonto orona sy ilaozan’ny omby miahaka eo fotsiny ry Rana sy ry Elas. Mbola aiza ny valin’ny ratsy atao e! ny areti-po sy ny tosi-dra manonga lava eto, manginy fotsiny mijery ny olona manao dingan-dava. Ka vena tsinona koa. Adve maivana daholo tsy ampy solaitra.

  12. Adray saika hadinoko, misaotra an-dRamamy aloha, mampita vaovao ny zava-bita mahavelom-panantenana nataon’ireo mpitandro ny filaminana any Atsimo. Ekena fa misy politika be ambadik’izao, fa mahafinaritra kosa ny mitatitra vaovao marina toy izao. Ny mydago, de manana ireo héros-ny toa an-dRemenabila sy Tokanono, ny MIDI kosa de manana ny héros de ireo mpitandro ny filaminana. Io lay teninay efa hatramin’ny ela woe, ny MOOV RAOSY IHANY NO MAMOTIKA NY MOOV RAOSY. mahatsikaiky be e!

  13. Hoaiza!!!tsy fantatrao ilay faran’i loza amin’atambo teto ambonin’ity tany ity dia
    ilay ZAZA MINONO ENIMBOLANA ( 6 mois) raha tsy t@ andron’i domelina tsy nisy
    izany teto ambonin’i tany, ary ROVIDROVITRA MIHINTSY ILAY ZAZAKELY VAO MINONO IO TOMPOKO NOHO
    NY HABIBIANA NAHAZO AZY TAMIN’iZANY FANOLANANA IZANY, izany no voninahitra ho an’i foza @’ity fangalarana
    ny toerana sy sahaza ny tena akory, rehefa FAKO tokony hanaja tena any @ DABA-PAKO fa tsy milingilingy HITONDRA???
    MAHONENA!!!!

  14. Aza dia manitatra eo kosa ranavalona â ! Eny ê, mety ho marina ihany izany, fa raha tsy ny foza ihany tsy mahavita an’izany habibiana izany ! Ny foza moa inona tsy biby, ary koa fisainam-biby ; tsy misy fiheritreretana fa dia araky ny fitenin’ny malagasy hoe manao lohan’alika !

  15. AG des Nations Unies : les États-Unis se démarquent
    27/09/2012

    Johnnie Carson malmène Andry Rajoelina

    Alors que la majorité des pays étrangers semblent s’être faits à l’idée de reconnaitre le régime Rajoelina, les États-Unis n’ont pas changé leur position d’un iota. Feuille de route ou pas Feuille de route, le régime actuel est issu d’un putsch et le pays de l’Oncle Sam ne veut rien savoir d’autre.

    Johnnie Carson malmène Andry Rajoelina

    Alors que la majorité des pays étrangers semblent s’être faits à l’idée de reconnaitre le régime Rajoelina, les États-Unis n’ont pas changé leur position d’un iota. Feuille de route ou pas Feuille de route, le régime actuel est issu d’un putsch et le pays de l’Oncle Sam ne veut rien savoir d’autre.

    Johnnie Carson, sous-secrétaire d’État Américain en charge des Affaires politiques en Afrique a rappelé que le régime de Transition est né en 2009 d’une démarche antidémocratique. C’est le résultat, dit-il, d’une opération militaire qu’on peut qualifier comme un Coup d’État. De ce fait, les États-Unis s’opposent fermement à la candidature d’Andry Rajoelina aux prochaines élections. Il en est de même pour les civils et militaires qui ont contribué à ce mouvement. Tous les autres acteurs politiques ayant tiré bénéfice de ce putsch sont également à pénaliser, et ne devront pas pouvoir se présenter, a martelé Johnnie Carson.

    Compte tenu de ces critères évoqués par le sous-secrétaire d’État américain, il ne devrait plus y avoir beaucoup de candidats aux élections parmi les acteurs notoires de la scène politique malgache. Les États-Unis précisent toutefois que les personnalités politiques peuvent se rattraper en priorisant la démocratie. Cette idée se traduit en la participation libre de tous les citoyens malgaches selon leur volonté aux prochaines élections, y compris Marc Ravalomanana. Cette perspective entre dans le cadre de la Feuille de route que le pays de l’Oncle Sam considère comme étant l’unique voie de sortie de crise acceptable.

    Par ailleurs, les États-Unis attendent toujours une avancée significative dans le processus de mise en œuvre de la Feuille de route. Il en va de sa contribution dans le financement de l’organisation des élections à Madagascar. Les États-Unis insistent particulièrement sur le retour au pays des exilés politiques. Rappelons qu’il manque toujours quelque 51 millions de dollars dans le Basket Fund de la CENI-T pour l’organisation des élections de 2013.
    Compte tenu de ces critères évoqués par le sous-secrétaire d’État américain, il ne devrait plus y avoir beaucoup de candidats aux élections parmi les acteurs notoires de la scène politique malgache. Les États-Unis précisent toutefois que les personnalités politiques peuvent se rattraper en priorisant la démocratie. Cette idée se traduit en la participation libre de tous les citoyens malgaches selon leur volonté aux prochaines élections, y compris Marc Ravalomanana. Cette perspective entre dans le cadre de la Feuille de route que le pays de l’Oncle Sam considère comme étant l’unique voie de sortie de crise acceptable.

    Par ailleurs, les États-Unis attendent toujours une avancée significative dans le processus de mise en œuvre de la Feuille de route. Il en va de sa contribution dans le financement de l’organisation des élections à Madagascar. Les États-Unis insistent particulièrement sur le retour au pays des exilés politiques. Rappelons qu’il manque toujours quelque 51 millions de dollars dans le Basket Fund de la CENI-T pour l’organisation des élections de 2013.

  16. Compte tenu de ces critères évoqués par le sous-secrétaire d’État américain, il ne devrait plus y avoir beaucoup de candidats aux élections parmi les acteurs notoires de la scène politique malgache.

    Les États-Unis précisent toutefois que les personnalités politiques peuvent se rattraper en priorisant la démocratie. Cette idée se traduit en la participation libre de tous les citoyens malgaches selon leur volonté aux prochaines élections, y compris… Marc Ravalomanana.

    Cette perspective entre dans le cadre de la Feuille de route que le pays de l’Oncle Sam considère comme étant l’unique voie de sortie de crise acceptable.

  17. Efa akaiky zao ny fifdanana Amerikana. Mba misy mitsabaka @ raharahan-tokantranony ve? Ary ny mahatsikaiky de woe, ferana toy izao ny candidat, fanga Mada mbola territoire n’ny Bekintana, sa io le gendarme du monde, ka zay tiany hatao @ firenena iray, de mety sy azo atao avokoa. Firifiry zao, ny vehivavy, manafina na mamono ny zanany tsy fidiny any Irak, satria raha vao teraka ireny de lasa monstre noho ny nampiasan’ny miaramila amerikana armes non conventionnels misy uranium.
    Fa Bekintana irery tsy manakaiza, na ho inona hataony eo, satria Zandry ampy azy tsara, ary mbola ampy azy hatrany raha ilaina izany. Haninona eo koa e! La France mbola manome toky. Mivadika ny rasa ankehitriny raha miohatra @ Sinoa, satria any @ Sinoa no mangataka ankehitriny Obama. Jereo, tsy afa-manao na inona na inona any Syrie lery, fa bahanan’ny Sinoa sy ny Rosiana fotsiny, de matahotra, ary mitaza-potsiny an’i faty olona marobe isan’andro io, toy ny fanaovany tsinontsinona ny namonoan-dRaosy ny gasy mpiray tanindrazana aminy, ka na bashar Al-Assad sy Ravalomanana mpamono olona, de zaran’ny Bekintana aza, miverina indray eo @ fitondrana, noho ny tombontsoany. De aza mandrevirevy re ry Zanakosy sy Bekintana, fa ny Raosy fahavalom-pirenena tsy ho tafaverina eo intsony na hilatsaka na tsia Andry Rajoelina a! bye!bey! ô!

  18. Mangataka antsika zanak’i dada tsy misy ankanavaka izaho hihaino anity « BOLOKY » aminy KABARY tsara lahatra nataony.Ny tena mahalasa ny fisainana dia mbola naverina ihany ny mombany FEUILLE DE ROUTE fa woe mandeha ara-dalàna ny fanarahina nefa aiza moa ny ahalalany’izao tontolo izao ny zavatra mampalahelo toy ny tsy fandriampalemana ny halatraary nyn tena mampiomehyè dia ity BOLOKY ity indray no mba miteny woe:Tsy tokony hidirany ny any- ivelany ny raharahany Madagasikara nefa ny FRANTSAY (MENA SOFINA NO NAMPIALOKA ANITY BOLOKY ity tao amint masoivoho FRANTSAY sa efa tsy tsaroina intsony ireny fa efa taloha.Mbola sahy niteny ihany ity boloky ity woe:MASINA NY TANINDRAZANA.

    http://webtv.un.org/watch/madagascar-general-debate-67th-session/1863049227001/

  19. Kintana malahelo aho milaza aminao fa tena MARINA IO! (6 MOIS)!
    Nisy nilaza vava ahy fa tsy nino aho dia hitako mihintsy ilay Gazety nisy io
    taty aoriana vao niaiky koa aho.

    Naharary an’i domelina ilay nataon’i Amerikanina RENIAKOHO MITARIKA nifatotra tsy nahazo nivoaka
    an’i Amerika fa 40km niala teo @ sezan’i NU ihany dia niakapokapoka indray hoe tsy hilaina ny Vahiny hitsabaka
    ny tena marina dia « raha vahiny tsy Homba ny foza dia tsy ilaina mitsabatsabaka », nazava ny tenin’i be Kintana fa noho
    ny NU no nanomezany VISA an’i domelina fa raha ry zareo tsy MILA AZY.

    Dia ny vao2 Ramenabila afabaraka Lilison fa hay ve ka tsy i Tokanono akory ity nosamborina toy ny nisambotra AKOHO e!!!
    mapmė be! mety mampatahotra azy mafy io Tokanono io an!!ny manisa hatr@ 2 aza tsy hay koa mba mitetateta !,olona 2 nono
    no azony teo sady mbola kilemaina koa @’izay!!!hi!hi!hi!!!!mahonena !!!( kabary teo @ Magro)tena latsaka aho!!!ptdrrrr

  20. Dia efa mitapy koa izany olona izany ranavalona ! Dia mba inona no niafaràny ?

    Lasa adala i bogor hoy aho, ary hamono tena angamba ato ho ato raha ny fanohanany an’ireto foza, jiolahy tsy fampiseho masoandro ireto no jerena !!
    Mazava ny fanambaràna nataon’ny amerikana ê !
    Zatra mihaina ao anatin’ny kizo, ka ny Firenena sy ny vahoaka no tadiavina entina any antin’ny maizina sy lavaka izay tsy fantatra ny halàliny !
    Hi hi hi !!!
    Angamba io bogor io ilay zaô lapan !!

  21. Ny Sudaf sy ny SADC dia MBOLA mandray Ny PRM Ravalomanana toy ny fandraisana ny TENA PRESIDENT,
    ka sao indray variana ny vahoaka, fa tsy tokony hihomana amin’ny Fitsenàna azy ve no mety izao ?
    Tsy fantatra izao hatongavany fa, dia MIOMANA MBA HO VONONA !

  22. Sanatria fa nozairina tany @ Hopitaly ilay zaza.
    Tokanono dia viavy fa tsy lehilahy, lehilahy ve ho rasaina nono lesy??
    tratran’ny omamiadana mantsy hono no naha tokanono azy, ka izay no hilazako fa vevavy ilay izy.

  23. Zay iray isika adala eto ry KM a! asa izay hamono tena na ilay kamboty velon-dray sesitany any an-tanin’olona, ianareo manao Rafotsibe very laona miandry zay higadonany lava, handroso, tsy afaka handositra ny fitsarana Sud Af, hihemotra, andrasan’ny fitsarana gasy sy ny fonjan’ny Tsiafaha. En forme tsara ny tenanay fa nareo no tena tsy mahazaka. Afafy daholo ty vaovao lainga, atao ny intox etsy sy eroa, ka e!e!e! taranaka mpandainga otran-drainy woa, ny zava-misy sy mitranga ihany no mandiso ny laingany. Zay iray ho leo eto e! dadanareo mitaitain-dava @ avoakan’ny ampitso, tsy afaka hody alohan’ny 8 Octobre ity aloha, ataovy zay hahitam-bahaolana, fa zahay manao tir croisé eny foana, hampisaina ny vena isany toa an-dry KM.

  24. Marc Ravalomanana prend les affaires en main

    http://www.tananews.com/wp-content/uploads/2012/09/Marc-Ravalomanana_010.jpg

    Si Marc Ravalomanana a toujours indiqué se fier à la SADC sur l’organisation de son retour à Madagascar, il a dernièrement affirmé qu’il a pris la décision de prendre lui-même les affaires en main. L’exilé d’Afrique du Sud serait-il lâché par la communauté de développement de l’Afrique Australe, ou serait-il tout simplement las de languir, alors que le compte à rebours sur sa participation aux élections est prêt de toucher à sa fin ?

    « Je vais moi-même prendre en main la concrétisation de mon retour à Madagascar. Je vais également faire en sorte de faciliter au mieux le travail des médiateurs », a déclaré Marc Ravalomanana. Ce dernier a donc décidé de s’activer à 15 jours de la date butoir pour son arrivée au pays afin que sa candidature aux Présidentielles soit recevable. Dans cette même allocution, l’exilé d’Afrique du Sud a demandé à ses partisans de se préparer pour les élections de 2013, tout en confirmant son intention de se présenter à la course à la Magistrature suprême. D’ores et déjà convaincu de sa victoire aux prochaines présidentielles, Marc Ravalomanana a ajouté qu’il dispose déjà d’un projet de redressement et de développement du pays pour son prochain mandat.

    Malgré le « Minoa fotsiny ihany » de Marc Ravalomanana, on ne peut s’empêcher de se demander par quels moyens compte-t-il concrétiser ce retour. On sait que depuis plus d’une semaine, l’ancien Chef d’État a déployé ses éléments de lobbying vers les pays membres de la SADC. L’objectif est de convaincre le plus grand nombre de Chefs d’État de la SADC à soutenir sa cause au sommet extraordinaire qui se tiendra les 7 et 8 octobre. Si cette campagne de lobbying parait gagnée d’avance pour Marc Ravalomanana, la possibilité pour la SADC d’intervenir contre une décision de la Cour souveraine de Gauteng s’avère être une autre problématique.

    En ce qui concerne la situation de Marc Ravalomanana en Afrique du Sud, des représentants de la diaspora malgache en France, ont affirmé qu’il est toujours traité en tant que Chef d’État dans son pays hôte – le TGV pourrait s’insurger –.
    Ces représentants de la diaspora expliquent lui avoir rendu visite au cours du week-end dernier. « Marc Ravalomanana n’est pas assigné à domicile.
    D’ailleurs, il nous a reçus à Johannesburg, nous a fait visiter Pretoria et nous sommes allés ensemble à l’église le dimanche », ont témoigné ces invités.

  25. Autrement dit : les 7 et 8 Octobre seront des dates determinantes.
    Mais….si Ban Ki Moon n’est pas sous influence française, alors l’ONU avec la SADC decideront ou non le retour du President (du VRAI) à Mcar !

  26. Il faudrait egalement que la SADC , EXIGE l’application des Sanctions à la HAT.
    Il serait difficile à Ban Ki Moon de contrecarrer l’avis des USA, par consequent,
    Perso, j’inviterais la Mouvance Lafy8 – Mouvance Zafy – Gtt – Tim a faire exactement la même chose :
    – EXIGER l’application des sanctions PROMISES par la SADC-la TROIKA contre la HAT !

  27. Ny Filoha ry Tahiry tsy maintsy miverina any an-tanindrazany â !

    Ireo mpanely tsaho, indrindra fa ireto mpanao gazety ao amin’ny AFP ireto tokony mitondra billets roa any aminy, dia mitondra azy mivady mitety an’izao tontolo izao, dia ho hita eo izany tsy mahazo mihetsika avy ao Afrika atsimo izany !

    Hi hi hi !! Mandeha ny resaka avy any amin’ny NU, fa dia notondroin’ny olona molotra fotsiny ilay domelina ! Izao ny olona vao tena nahita an’izany atao ho domelina sy sankalite izany !

    Mandrovi-tsihy ary tsipaky ny mial’aina ny anareo sisa ê !

    Hody ny Filoha a! Izy tsy mihevitra ny hamaly faty satria olona mivavaka ! C’est tout à son honneur hoy ny menasofina izay !

    Hanarina ny Firenena, ary hanasoa ny vahoaka malagasy no ao an-dohany isan’andro vaky izao, ary raha olona misaina ianareo foza hoy aho, dia tokony hisaotr’azy, ary mangataka famelan-keloka any aminy !
    Raha manana fisainana jiolahy tahak’anareo izy, efa rà mandriaka toy ny ranon’Ikopa no nisy teo !
    Tsy izay ve moa no nodradrain’ny namanareo atao hoe Ratsiraka iny, tamin’ny oktobra 2011, raha nilatsaka ho fidiana indray izy ? Hisy rà mandriaka eto rahatoa ka tsy lany aho hoy izy !
    Tsy maty voalavo an-kibo ianareo, fa io voalavo io ihany no hikiky ny vavoninareo sy hahafaty anareo !
    Raha ny fiainanay indray ry bogor dia milamina tsara fa aza taitra mihintsy ! Tsy ny rediredinareo mihintsy no hamakianay loha, fa ny fahavoazan’ny mpiray tanindrazana !!

    Tsy anjaran’ny Filoha ny hamaly faty hoy aho, fa tandremo fotsiny ny fitsaram-bahoaka lazainareo !
    Izao ry Hary Naivo dia efa mody manao fanambaràna hoe, tena diso fanantenàna fa tsy mandeha arak’izay niheverany azy ny zavatra nataony ; asa nokikisan’ny nenina sa voalavo koa ny kibony, sa efa miantomboka hoainina izy mianakavy, indrindra fa ilay rafozany ao amin’ny 67 ? Ry Dolan moa milaza fa hitodika any amin’Andriamanitra amin’izay, fa toa tsy mamokatra ny devoly !! Ho lasa mpiandry koa ?

    Ho tapaka ny tadin’ilay mariônety, dia hitsirara fotsiny eo ilay iny !

    MDR !! Qui vivra vera io ê, et rira bien qui rira le dernier !! Izany ataovy ao an-dohanareo raha mbola miasa araky ny tokony ho izy ny zavatra ao anatiny ao !

  28. Mafonja be ny kabarin’ilay tanora kely manana stature-na homme d’état. Jereo ny commentaires positives be de be na gasy na vahiny eny fa na de hatramin’ny Amerikana momba an’iny kabary iny. Latsaka ambany de ambany Raosy, na tsanganana, na fahaiza-miteny, tsy mamaky taratasy tahakan-dRaosy mamaky teny be rehefa mikabary.
    Mazava be koa ny valin-kafatra sahaza ny Bekintana miseho azy ho faiseur de roi. Efa miteny aho woa, fa na inona na inona ataonareo, mibaribary eny foana ny hadalanareo, ary izao tontolo izao mahita, fa hay tahaka izany ilay filohan’ny tetezamita malagasy.
    Mbola averiko, ary mazava ny tenin’i Zandry, fa ny tsy fisian’ny famatsiam-bola ivelany, no mampisy ny krizy ekonomika any Dago, ary fototr’izany tsy fisian’ny famatsiam-bola izany Raosy, zay nahazo 19 t@ CI tany aloha tany, de izy mihitsy no nanao antso avo tsy hamatsiam-bola an’i Mada, ary ny Bekintana moa de maika mihitsy nampirisika ny mpamatsy vola hanasazy an’i Dago, sy nanala ny AGOA, zany woe, natao ny ankivy ara-toekarena, mba hamapahantra ny vahoaka, ka hihodina @ mpitondra, fa ny malagasy aloha deraiany fa hendry sy mandinika, mahita ny bevinany de Raosy sy ny taranany, zay manapotika sy manakorontana, ka rehefa misy ny tsy fetezan-javatra, de woe, ny mpitondra no tompon’andraikitra. Soa fa mahery fo ilay Zandrikely filoham-panjakana, ary menatra ny sasany rehefa nanao fampitahana izy, fa 5% n’ny PIB fotsiny ny trosa ivelan’i Madagasikara, raha tsy hilaza afa-tsy ny an’ny Bekintana 125% izahay.
    Efa ho efa-taona zahay ry KM no nandre woe, ho avy ny faran’ela, fa ny mampihomehy de nareo mihitsy ity, no hifarana tanteraka, an!an!an! dadanareo mantsy e!
    Tsy mahita ve nareo, fa vao maika ridicule be foana dadanareo eo imason’izao tontolo izao mitaha @ Andry, ary vao maika ary voninahitra no azon’i Madagasikara, fa tsy ity maminavina lava ity woe, nataon’ny olona otran’ny tsisy dikany, kanefa tsy mahita n’inona2 akory tany ry KM fa mitomany malahelo an’ny dadany eo anoloan’ny écran-ny mijery ny kabarin’ilay filoha tanora kely.
    Tsy ho toy izao ny niafaran’io Madagasikara io, raha nilalao vola otran-dRaosy Zandry, fa ny marina de hisy farany foana ny ratsy natao, ary hisy farany ihany kao io blocage, sy fanakorontanana lava ataoanareo ao @ io tanindrazana masina iombonana io, ka na inona na inona paika ratsinareo, hanapotehana ny tanindrazana, de very hevitra tsy hahita paika intsony amin’ny asa ratsinareo sy ny famatsiam-bola @ asa ratsy sy fanakorontanana any Dago Rainareo. De tsy izahay velively ny ho ratsy fiafara, fa ny rainareo tsy afa-mandiha tanindrazana iny, na de mpanapitrisa be aza. Misy fetra ihany ny herin’ny vola ry KM a! surtout vola maloto nangalarina mihosin-drà. De zay vizana eto no manipy gants e!
    Saika hadino kely, midedaka be ny Bekintana woe, tsy mahazo milatsaka Rajoelina satria mpanongam-panjakana, zany woe izy no te handidy zay hitondra an’i Madagasikara, satria mafy be be basy sy tafondro, koa naninona ary le poulin no tsy narovana ny sezany fa navela nandositra otran’ireny, drone iray fotsiny ane de afaka namotika an-dRajoelina e!
    Mazava be ny tenin’ny Zandry, fa efa tapaky ny NU io datim-pifidianana io, ka mbola tsy miaiky ny fahaiza-manaony foana ireto zanakosy ireto, fa ampiana izy tafika, tsy ampiana tafika, fa vitany io fifidianana io . Kôzy e! jereo tsara ange e!

  29. Hi! Hi! Hi! ry bogor tsy maty ambavany.

    Dia ahoana hoy ny Amerikana ??? ny mpanogam-panjaka sy ny forongony dia tsy mahazo milatsaka ho fidiana ,sy ireo izay niray tsikombakomba tamin´ny fanonganam-panjakana 2009, ireo izay nanal an´i filoha hajaina voafidim-bahoaka tamin´ny toerana an-keriny tamin´ny fampiasana ny miaramila ankery.

    Hi ! Hi! Hi! dia ho vita sahady ve ny momba anao ry Boaikely tsy afa-taim-body, nefa ny frantsay mbola mitsoka ny mamy rehetra eto madagasikara, fa sendra izay mpitondra maivan-doha mpivarotra tanindrazana.

    dia tsy maintsy ho lany ary hiverina hitondra indray izany i DADA malala SEM Ravalomanana MARC , hourra! Hourra!

    Hi! Hi! Hi! Betsak ny mpivory tao aminy 67 th ONU no nivoaka refa hikabary ny Putsch ,mapnongam-panjaka, Nalan´ny olona fa sady sankalité , no mpamono olona no efa malaza eran-tany mpandainga sy mpanao didy jadona, nialanólona fa mantsina, maimbo ranólom-belona.

    HI1 HI! hi1 kabary feno lainga ,dia inona indray no ho tantatarina rehefa tonga,

    hi! Hi! Hi1 inona indray no hoforonina fa tsy afaka milatsaka ary tsy omen´ny amerikana volampifidianana fa tsy atoisan´ny olona fa mpangalatra mianakavy ny Foza ,,jiolahy , dahalo ambony latabatra…… Hi! Hi ! Hi!

    Ho avy izahay vahoka hanao fitsaram-bahoka an´i rajoelina sy ny forongony.

    Radomelina vendrana mpamono olona ny 7 fev 2009 veno ifanandrina amin´ny DADA olon-kendry sy manampahaizna, no manampanahy .

    Hi! Hi! Hi! Andry rajoelina,  » Mbola tsy premier tour dia Vita 2 tsy lany ho candidata fa mpamono olona maiandry azy ny tribonal ysy gadra mandrapahafaty.

  30. Mankasitraka anao Andriamatoa Raveloson Constant eo !

    Tsy maintsy ambara ny marina, fa manjaka loatra eto Mada ny tsy fahamarinana sy ny tsy rariny !

  31. Tsy mila vola @ Amerikana ry Masinjaona a! Ny hanaovany 4MI -ny matory an-dalana sy ambany tetezana aza tsy haitany vola raha tsy mitrosa @ Sinoa! Misy Etats efa lasa otran’ny tiers monde ane zao any USA. Any Dakota du Sud, de saika tanana iray manontolo, no tsy ahitana polices sy admnistration intsony, fa ny trafiquants sy ny armes à feu sisa no manajaka.
    Tsy voavalinareo woa le fanontaniakao woe, ahoana ny fahefana hananan’ny Bekintana ho faiseur de roi any Dago, handidy ny Filoha am-perinasa nasain’ny NU Rajoelina, fa tsy lay ex démissionnaire enjehin’ny fitsarana atsy Sud Af, mizesta woe, mbola otran’ny prezida n’i Mada ny fiheverany azy, kanefa alain’olona baraka, tsy mahazo miala ny territoire ny, sady nongotana ny pasipaorony, de olona toy izany ve ny hitono-tena woe, za prezida? Tena ridicule be lery no sady wain.
    De mbola manantena ny impossible foana ny Zanakosy, woe hilatsaka dada, ho lany 1 tour dada, imaginaire sy revirevy daholo ireo, fa na de nareo aza, mahita, fa tsisy fika intsony ny @n-drainareo e! fanga woa lany olomanga ty moov Raosy ty e? Toa efa miala any hono Botozaza!!! Eisy ry dada mpivavaka be sy olo-marina be e! amiko olona mpivavaka be sy olo-marina be zany, tsy mandositra raha tena olo-marina. Ny marina aminareo, tsy marina aminay, Raosy andriamanitrareo sy ny FJKM, tsy ANDRIMANITRAY TSITOHA MPANAFAY SY MPANASAZY, ka nareo zao ane tsy miady @olombelona lazainareo fa nanao ratsy t@ dadanareo, fa miady @ Andriamanitra nahatonga an’i Dadanareo toy izao, fa raha olo-marina sy tsy nanao ratsy ny tanindrazany iny, efa nody efa ela, fa aleo woa miady @ fahavalo hita maso, toy izay miady @ FANAHY MASINA TSY HITA MASO, de mibebaha re Raosy sy ny taranany ô! zay aloha ny vahaolona voalohany, de mangataha famelana @ ratsy natao t@ malagasy. Avy eo zay vao mifanantona @ Zandry, fa olon’ny dialogue izy iny. Fa nareo ihany woa no mandavaka fasana hilevenanareo e! Marina io a!

  32. La situation Malgache s’est dégradée dans tous les domaines:

    – Politique
    – Économique
    – Social
    – Culturel
    – Environnemental

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *