66 pensées sur “Terribles images de la réalité en 2012 dans le Sud de Madagascar, on approche de celles du Rwanda?”

  1. EFA LEO AN ITONY HOY AO NYVAHOAKA.:

    14.09.2012 – Radio Rindra – Zaka Tsara : TSY MAINTSY TAFAVERINA ETO MANANKASINTSARA ny Filohampirenena voafindimbahoaka Marc Ravalomanana… Envoyé par: Ra-8 Ra-8 ihany Ra-8 hatrany. (Adresse IP journalisée)
    Date: ven. 14 septembre 2012 15:21:39

    14.09.2012 – Radio Rindra – Zaka Tsara : TSY MAINTSY TAFAVERINA ETO MANANKASINTSARA ny Filohampirenena voafindimbahoaka Marc Ravalomanana…

  2. Ekena ! mahazo tehaka be!!!fa Rahoviana ??dia @ fomba ahoana???

    MILA SORONA RAMENABILA ao Ambotsiroatra ka tsy mahgaga raha tsy
    mbola ampy ny aina latsaka.

  3. Voici CONCRETEMENT CE QUE NOUS DEVRIONS TOUS FAIRE /
    1)
    Ecrire à tous les Deputés SOCIALISTES DE FRANCE, et surtout celui qui fut envoyé à Mcar par le President F.Hollande à Mcar !
    2) Leur envoyer le video cidessus en faisant attention de mentionner que

    Les atrocités qu’ils voient sont les resultats du Soutient de la France au Putschiste Rajoelina !
    Et en empechant le retour de Notre President Marc RAVALOMANANA
    3° nE PAS OUBLIER d’envoyer egalement le message « confidentielle » du Quai d’Orsay à propos de la NEUTRALISATION du PRM Ravalomanana.
    Voila ma proposition !
    Ya t il un pilote dans l’avion ???
    ——————> GTT ? TIM ?
    A bon entendeur …………..

  4. Hianarana daholo ny fanaon’ny any ivelany. Raviver les pratiques maccabres barbares cannibalisme rituel de Bokassa «mangeur de chair humaine ». Si ce n’était déjà en passe d’être « légaliser la consommation de chair humaine »

    http://www.jeuxvideo.com/forums/1-50-82779832-1-0-1-0-manger-de-la-viande-humaine.htm

    Hoy ny tantaran’olona mahafantatra: mihinan’olona no fanaon-dreMILABILA alohan’ny hanao mission. Taty aoriana no-forcer-ny dahalo noesorina ny zaza mbola tao ambohokan’ny reny iray (voavono) dia noterena hohanin’ireo mpanatrika (sa vadiny mihints moa)

    (to be continued)

  5. Ô ry Tahiry ô ! Aza dia manenjika loatra ny gtt sy tim-fransa hoy aho ê !
    Raha tsy teo ireo, efa may ary kila ny sakafo !!
    Ny proposition-nao dia tsara ary hisaorana ; alakamisy dia efa nandray ny andraikiny ry zareo !
    Ity misy hafa koa (ohatra) : Andron’ny patrimoine androany sy rahampitso : Rahampitso amin’ny 10 ora dia MITSIDIKA ny studio-n’ ny France 2 daholo !

    http://tim-madagascar.org/forum/read.php?1,753570

    Fanamarihana : Ilay naoty diplaomatika, dia avy ao amin’ny ambasady frantsay any an-toerana no nivoahany, fa tsy avy ao amin’ny Kedôrse araky ny hita sy voalazan’ny sasany !
    Izany hoe, mbola misy frantsay tia ny vahoaka malagasy ao ! Dikan’izany dia, anjaran-tsika no tokony tsy hiambahamba, hanaparitaka ny zava-misy sy manjoa ny vahoaka malagasy ! Tsy tokony ho laniana amin’izao ataon-dry zalahy any izao ny hetra alohan’ny vahoaka frantsay !

  6. Misy adino kely !
    Tsy manakana ny rehetra izay tia hanoratra any amin’ireo depiote lazainao ry Tahiry, ny voasoratro etsy ambony ! Aoka hazàva ny resaka !

  7. VONINAHITRA BE HO AN’i FOZA IZAO!!!MIFALIA DAHOLO!!!!
    IZAO NO HINANANAREO RY FOZA AN!!!!!MAZOTOA HOMANA !!
    MANGESONGESOKA TSARA FENO NY VILANINAREO AMIN’ VIDIN’Ny RAN’IREO OLONA IREO ô!!’!
    TOMPON’ANDRAIKITRA 100% ary tsy ho afabela @’ IZAO TENISANY RY FOZA TSIVANONA a!!!!!!
    BE HATOKA SY BE TAKOLAKAERA TENISANY @ izao sao maty antoka raha mitovy @ Gasy kely an!!!

    Dia misy miezaka mandrebireby koa eto tsy ahitana itony vao2 marina itony fa tandemo ry zareo a!!
    Mody miverina ary alavitra ary NY SASANY hanodonana tsy ahita izao vao2 misy izao.

  8. TSY MATAHO-TODY raha tenisany ry foza hiraky ny DEVOL’i renikelinareo.

    Dia tohano !manaova ihany sonia manamafy ny sezan’i foza ry ankolafy Ra8 a!!
    dia eto vao mifanome tsiny, ny hafa aza MANDÁ fa « tsy izy ireo » fa ny ankolafy Ravalo MILELAKA manaiky ary
    manao sonia fa domelina no ho FILOHA dia inona no vokany ?IZAO TOMPOKO O!!! dia mifalia daholo miaraka
    @ devoly fa naharesy niaraka t@ fanohananareo azy izy!!!izao tafita tsara ny TETIKA HANAPOTEHANY an’i
    MADAGASIKARA atao ohatra an’i RWANDA tSSSSSSSSSSSSSSatao ihany ny tsy hiteny sy handefitra fa efa tena
    sangy miohatra ny loha izao koa miala tsiny tompoko fa TSY RARINA izao, fa efa ao izy! koa asa rė inona no tena
    lohan’ireto mpivarotra tanindrazana ireto?????fananan-dray sy reniny sa anabaviny sy zanany ireo koa hamidy @
    VAZAHA a????manome litika vao maraina!!!

  9. Revenons à nos maux, cette histoire de prise de pouvoir illégale, PAR LA FORCE DES ARMES communément internationnelement défini et appelé COUP D’ETAT :
    http://www.youtube.com/watch?v=euqDOwSGX8c

    Ecoutez bien les conneries ET QUE DE CONTRADICTION(S) contenues dans le vidéo:

    « Nous devons faire une accusation faut trouver des chefs d’inculpation par exemple (SIC) dada8 est ceci cela »
    ___

    TGV&Accolyte a entraîné la foule à se ruer pour prendre d’assaut Ambohitsirohitra aux moyens et de tueurs de gage et ceux-qui-croyaient ses doctrines fondées sur HAINE – ESPRIT VENGEUR – à la base JALOUSIE DESTRUCTIVE morbide de qques politiciens ORY HAVA-MANANA,
    le palais présidentiel 7 fév 2012

    Que ressent la mère de la victime innocente (journaliste de la Rta)
    « na hisy rà mandriaka chantait Andry Rajoelina à tue-tête sur la place du 13 mai »

    A versé qques larmes de crocodile chez lui après le massacre humain effectué par ses sbires (où le juriste fou de Ratsirahonana l’a entretenu bien au chaud à l’abri ILS SONT TOUS RESPONSABLES !!)

    Combien de gens dont les corps même restent jusqu’à ce jour introuvables depuis RévolutionOranze ?

    Andry Rajoelina CRIMINELS crime-contre-l’humanité…

    BRADERIE DE MADA mpivarotra tanindrazana…

    Extermination de la population sudiste au profit d’étranger potentiel acheteur @ bolongany an’i dago

    LIAN-DRA SANGUINAIRES kapao fa manimba an’i Gasikara IREO rehetra ireo sy ny taranany TSY TE-HAHALALA zahay

  10. Ny tena marina androany maraina aho vao nahita ilay VIDEO ,
    teo ihany aho omaly fa somary taraiky angaha vao nivoaka ilay izy,
    fa tena tsy izy kosa aloha e!!!ilay sipakely tsara tarehy kely tsy mahalala izay ahafaty azy akory
    vao 14 taona!!! maty aho zanako!!!!fa na izany aza mbola misy ihany ny fanembatsembanana ilay
    fanadiadiana an!!

  11. Inona indray izany tsy mivoaka izany ? Izaho aza mba saika andefa an’ilay hoe « Te ahita anao », mba tsy nivoaka koa !
    Asa, araky ny tenin’i HoAiza hoe tototra loatra ny servera ?

    Efa nokarakarainao ve i Merkel sy ny namany ê ? Tandremo indray sao dia mi-schade-schade eo, fa ny mpianatr’i Sade any M/kara izao no malaza !

  12. Ny fandresenay aloha izao, de mivaly ihany ny ratsy nataon-dRaosy, satria tsy mahazo miala any Sud Af Raosy, ary nosintonina ny pasipaorony.
    Isaorana koa Andriamanitra, fa namaly ny vavak’ireny victimes 7 Fév ireny, ary efa hatramin’ny 2009 no efa nandray ny valinasany io mpamono olona io.
    Tsy sanatria tsy mandatsa ireto maty ireto zahay, fa tahaka an-dRaosy io, de mivaly aminy ny ratsy ataon’ireto DAHALO ireto, ary mbola ho avy ny anajaran’i REMENABILA héros n’ny Zanakidada io, satria faly ianareo, raha tsy mandry fahalemana, na KO ny firenena, fa malahelo kosa nareo, raha misy ny zavatra tsara mba vitan’izao fitondrana izao, toy ireny hopitaly marobe ireny de vao omaly ity ny fanitarana ny tany fambolem-bary any bas Mangoky.
    Mbola hitranga koa ny marina, fa tahaka ny fomba fanaon-dRaosy zay tena talentany, ny manafatra MERCENAIRES hamonoana ny gasy, de fantatra fa misy VAHINY MERCENAIRES koa any anaty ekipan-dRemenabila any, ary miaramila afrikana nampidirina antsokosoko izy ireo. De ny fanontaniana mipetraka mba tsy hitenenana anaran’olona, de IZA NO MAHAVITA IZANY? IZAY EFA ZA-DRAHARAHA MANAO IZANY VE?
    Araka ny voalazan’ilay avocat Afrikana Tatsimon’ny AV7, de mari-pototra ary nahitana porofo mitohaka @ tendany ilay mercenaires nokaramain-dRaosy hanao attentat any Dago.
    De vao maika mamay hatrany io vice président FJKM io. Ha!ha!ha! Devoly no nofidiana ho filoham-piangonana. Mnaraka eny foana woa ny ratsy hatao, ary tsy maintsy mibaribary.

  13. Mbola haveriko angamba dia mety ho ampiako fa mbola tsy nahazo valiny aho na koa
    mety tsy matotra tsara angamba fa :  » Izaho tsy kivy! »vao ny titre nandefasako azy
    fotsiny tsy mainsy taitra izy, samy vehivavy koa, fom-behivavy hafa ihany mantsy.

  14. MAMPALAHELO BE IANAO ARY MAHONENA RY FOZA!!!!!
    mihevera vatana fa tsy avotra intsony!!mbô kôzy zany!!!POV FOZA!!!

  15. Mahatoky anao izahay ê !

    Foza orana sady masiso no tsy mamokatra, tsy azo hoanina ; mpanimba ny tontolo-hiainana !! Beurk !!!

  16. Mahatsiravina

    Ireo fatin’ olona ireo ( na dahalo na mponina na miaramila ,izay Malagasy daholo ) dia mitory ny tsy fisia’ny fitondrana mahafa eto amin’ny Firenena !
    Ireo faty ireo no tongotra vakivaky no sady marary , mahonena no mahamenatra !

    …Ny dahalo dia nisy atry ny ela ary tsy « mangala aomby maro izy ireo fa roa na telo ,ary misy andiany dimy na folo nomanao izany fa tsy an-tanana iray Totalin’ny aomby niova tanana , na niova vala dia dia telo-polo no betsaka isaky ny roa na telo volana ary miovaova ny toerana..Ireo aomby nalaina ireo dia halefa any amin’ireo toerana anaovana ny takalo (Ikalamavony,Ambalavao _Tsiroanomandidy.,sns, sns )

    …Nihombo , nifanesy ary tsy nifanalavitra ny « ny fakana ny aomby ary tsy roa na telo fa nanjary marobe ary nihamaro lreo dahalo nangala izany ,indraindray dia aramin’ny dimam-polo , ary na ny aomby vava ,izay tsy fangala , aza nodaisiny !

    Dia gaga be ny fokonolona fa tranga vaovao izao atrehany izao..
    dia niambina ary niaro tena izy ireo !
    Ay tsy nialina ihany no mangala ny aomby ireto »jiolahy » fa amin’ny atoandro be nanahary izao koaa izy ireo no tsy matahotra manao ny halatra..
    Nisy maty ,dia ireny faty voaray sary ireny !

    Inona no nampiroborobo ny halatra’aomby ?

    Niroborobo koa ny fanondrana aomby any ivelany ,satria mihena ny fiompiana aomby ho hanina any Argentine ,izay mpamatsy ny Europe, indrindra frantsa..
    Koa teto Madagasikara vao tsy ela no nijanona izany dia nisy société la rochefortaise nanambotra ny corned beef (satria ny hena aomby frais sarotra ny nanondrana azy).Io société io dia nanana velaran-tany midadasika (tany Horombe ohatra ).
    Izay aomby tafiditra ao anatin’io vala-be io dia avy hatrany dia fanan’ny la rochefortaise…Taty aoriana ny Fanjakana Malagasy noho ny fitorian’ny Vahoaka dia nijanona ny fangalaran’ity société ity..
    Fa taty aoriana (taona 1970 tany dia vétérinaires miamila frantsay no « mihetsena  » ary « mifantina  » ireo aomby o « vidian » ,araka ny fitantaran’izany tamiko ,izay niasa tao Tuléar tamin’izany fotoana izany..
    Ireo aomby nolazaina fa fidiany dia aomby halatra nangonin’ireo dahalo izay nanana patrons ary ireo patrons ireo no mivarotra ireto aomby..

    Nisy abattoirs namboarina any Diégo ,Morondava, Majunga : tsy hamonona aomby amidy ao M.sikara izany fa « hanamboarana  » ireo aomby nahndrana..
    Amin’izao fotoana dia avereno ao an-dohantska ny bois de rose dia hazava Amintsika ny firoboroboan’ny halatra aomby tsy any Atsimo ihany..

    Inona ataon’ireo foloalindahy any Atsimo ? Mody hoe miady amin’ny daholo ,nefa raha fakafakana tsara dia any izy ireo manamora ny halatra aomby izay ahondrana , koa sahala tamin’ny bois de rose dia ireo mpitondra dia tafuditra lalina amin’ity asa-jiolahy ity …, saingy rehefa fatin’aomby no ahondrana dia tsy hahita marika ianao mitory fa aomby avy any M.sikara izy ireny !
    Mahatsiravina , mahonena ary mahatezitra!
    TENA MARINA FA JIOLAHY NO MITONDRANY FIRENENA !

  17. Tena tsy mahalala menatra, ary mpisoloky ny foza ê !

    Nariana ny fe-tenda oranza (izay lokon’ny afo nandoran-dry zareo an’i Madagasikara, ary lokon’i Satàna toy ny mainty), dia izao indray nalaina ny loko maintso, lokon’ny mpiaro ny ara-dalàna sy ny Filoha Ravalomanana ; maintso lokon’ny FANANTENANA !!

    Jereo ny sarin’ilay domelina ao amin’ny Tribune ( Perimètres bas-Mangoky…), hita mihintsy fa tsssssssssss….!

  18. Misaotra ry dà namono afo vao maraina fa tena efa saika hiparitaka Bavy teo an!!
    tsy tantiko mihintsy ny Zavatra tsy rariny toy itony fa efa ao izy!!!!soa ialah fa teo!!
    bizou ho an’ilah!!mouaahhhh!!!
    andeha kely ho any anjaridaina aloha haka ravim-boatavo sy anamalao atao @ hena omby matavy atao ketsaketsa
    dia hinanana sakay Gasy. Mahereza daholo ry akama a!!!avelao kely aho aloha haka rivotra kely fa mafy ity e!!!

  19. Izao izany no atao hoe hihinan-drery, tsy mba hoe « manàsa mba hihinana re tompoko ô » !

    Ianao hihinana an’ilay saogany mafilotra, izaho ity hizara taratasy !! De mba mety ve zany ?? Maninona raha mba miandry kely ?
    MDR !!!

  20. Quelques suggestions…

    Afin d’éradiquer ce fléau (le phénomène « Dahalo »), je suggère les idées suivantes :

    1. Déployer un dispositif de sécurité en envoyant les militaires et les gendarmes dans les zones à risque afin de protéger la population locale.

    2. Mener une enquête auprès de la population de ces zones afin d’identifier les jeunes « dahalo » pour démanteler toute la filière. Il est à noter qu’il serait difficile pour les têtes pensantes de recruter des membres loin de leur base.

    3. Elaborer un programme d’insertion sociale consistant à aider les jeunes de ces zones à s’investir dans l’élevage de bovins. Ce projet devra être mise en œuvre par une collaboration entre les institutions suivantes :

    – Le ministère de l’élevage

    – Le ministère de la population afin de réaliser une étude sociologique sur le phénomène « dahalo »

    – Le ministère de la jeunesse et de l’éducation afin de pouvoir éduquer et conseiller les jeunes dans leur phase de réinsertion

    – L’UNESCO qui pilotera le projet dans son ensemble

    – Le FAO qui s’occupera du domaine de l’élevage avec le ministère

    4. Récompenser ceux qui parviennent à grossir leur cheptel et à améliorer leur bétail. Par exemple, on pourrait les aider dans leur entreprise de construction de leur propre habitat et de leur espace pour le bétail.

    5. Monter une cellule d’insertion afin de faire un suivi à long terme pour la pérennisation du programme en question. Il serait important d’impliquer les militaires dans ces œuvres afin qu’il y ait un échange interhumain entre l’armée et la jeunesse locale

  21. Tsara ny hevitra Ratsimilaho, fa raha mbola tsy tapaka ny lohan’ilay bibi-ratsy, tsy misy raharaha ho vanina eo â !

    Any amin’ny Fêtes de l’Huma any La Courneuve (ho an’izay afaka), misy asa-be tokony ho atao koa, androany sy rahampitso !!

    Ny fahafinaretana azo, ary ny adidy ho vita !! Mitsangàna dien’izao re, fa aza miandry ady an-trano ê !

  22. joindre l’utile à l’agréable: inou ilay fahafinaretana? XXL hoy ny pub MORA malalaka be amin’izao fotoana eto (mousta be sy pompe ary manakaiky ny strip-tease). (sa nahatonga produits Star « Three Horses Beer » @ container any nareo?) Entreprise Star an-dry zareo karana mpanohana ny Coup d’Etat
    __________

    Tsara tokoa ny hevitr’i Ratsimilaho: futur atsy ho atsy sa …? Manao ahoana ny faisabilité @ izao ankehitriny izao. I Ratsimilaho alou dia tokony hisahana andraikitra be eo @ sehatry ny éducation eto @ tanàna ê! (sincèrement)

  23. tout à fait le contraire toutes mes excuses: merci – c’est bon ça fait du bien tellement anti-dépressif FACE AU GABORARAKA endiablé entamé par les putshistes.

  24. Ty dr celestin robin sy ireo olona dravalo ireo angamba mety anisany gasy maty ny rasisme t@frantsay matoa mankahala frantsay be,nefa be orinasa vahiny ankoatrany ny frantsay eto mada hoatra iray fotsiny ny orinasa canadien,américana,sinoa sns…bois de rose efa firy cantener zao vao nalefa any asia(mety chine na singapour na thailande ny destination)fa ny frantsay foana no mainbo,raha mbola tsy mahay politique nareo zanaky dada dia tadidio fa anaovany vozongo loha- mboto eo nareo dia tsy tafaverina eo tsony dadanareo mandrakizay mety maty hoatrany Ratsimandrava aza.Mba mahaiza manao politiquement hypocrite raha te azo fitondrana,ary mbola mety dediaviany vozongo hevitra hoe RAVALO NO MBOLA EO AMBAdika io famonon’olona io ,amboary ny politique nareo ravalomananiste fa saody ratsy fefarana,afrique du sud anglish ary misy américana nefa ravalo diso natoky loatra anireo zao vaoheloka sady confisquer ny passport,tadidio fa ny vozongo dia vozongo ihany,ny sinoa dia sinoa ihany,fa raha tsy mahay dia eo ianao no tavela.Ny frantsay koa dia manana karazany omby erakiny province tsy mila omby gasy izy,ny comoréens no tena mila omby gasy sy ireo nosy rahavavy.

  25. Mahazendana ny ankizy ary torak’izany koa ny fifandraisan’ny reny sy ny zanany.Misy centre atao: » la Mère et l’enfant » ao Mahajanga dia manao ezaka ry zareo amin’ny fanatsarana ny fifandraisan’ny reny sy ny zaza.Mahavariana e!

  26. Ayez l’obligeance de considérer
    et de réagir
    afin de collaborer mettre en oeuvre
    selon propositions relancées par elas
    SUJET: Amnesty International / Fédération des Droits de l’homme

    suivant son post ci-dessus!

    Remerciements anticipés.

  27. Je pense sincèrement que si la population Malgache continue à ne pas s’occuper la vie de la nation et reste dans sa pré-occupation de la vie quotidienne et parfois soutient les putschistes ou la haine anti-Ravalo…Le pays sombrera dans l’obscurité la plus totale cette année même. Les prières et discours ne sont plus suffisants.. il faut une réelle opposition qui fait valoir son rôle d’opposition. Des faits, des actes, des discours clairs, de la diplomatie, de l’action en justice et surtout que chaque citoyen agissent au mieux qu’il puisse.

    Par ailleurs, les luttes doivent être reliées. Parmi les Wanak’i Dada, voici un site utile
    http://fr.netlog.com/tsimiamboholahy/blog

  28. Aujourd’hui est un grand jour de fête car c’est la journée internationale de la démocratie.Demain, la FDR qui a été démocratiquement adoptée aura un an.Pourquoi ne pas les célèbrer ensemble en accordant au président éxilé qui veut rentrer dans son pays cette liberté de circulation que tout pays démocratique doit faire respecter selon la déclaration des droits de l’Homme du 10 décembre 1948.Ce serait symbolique.
    Juste une petite pensée pour les militaires abattus par les « malaso ».Ce sont souvent des militaires de rang qui se trouvent au front malgré eux.Ils ne faisaient qu’exécuter l’ordre.

  29. Efa nijery ny video nasehon’i Elas aho ary tena tonga saina hoe izao no tany rehefa tsy tan-dalàna.Tsy momba ny malaso mihintsy aho fa aiza ve dia taritina ohatran’ny gisa voajedaka.Manaja razana ny Malagasy taloha na dia an’ny fatritran’olona aza fa efa miaina ao anatin’ny fankahalana noho ny antony maro samihafa satria ny fankahalana dia miteraka fankahalana toy ny ratsy mitarika ny ratsy.

    Ka iza no hanoratra e!

  30. Tsy efa ho 50em Anniversairen’i L’Huma izao???
    misy olona mba fantatro ao mantsy, mpikambana ao izany e!!
    Sipa tsy tairina izay!!fa tsara fanahy,eo ihany ilay maha-frantsay azy e!!

    K’izany anie no saika nampiparitaka ahy ankieo maraina vao nahita ity video Ratsimilaho e!ilay olona aza koa
    mbola mihomehy !!!manjaka ny DEVOLY oah!Izaho efa mivarahontsana mahita ilay razana mbola misy………..

  31. Mahasalama ny fiomehezana re ê, indrindra vao maraina !!!

    Hi hi hi !!! Velombolo rehefa manao zavatra sy manatontosa ny adidy !!

    Efa ho efa-taona hoy aho ny fanonganam-panjakàna, ary erin-taona androany ilay FDR !!

    Ataovy ny bilan ! Inona no zavatra vita, ary koa inona avy ny zava-nitranga ??
    – Tafaverina ve ny Filoha Ravalomanana na dia efa nisy nilaza fa fito andro sisa aza ?
    – Navoaka daholo ve ny gadra pôlitika ? Toa vao maika aza nitombo ?
    – Navela hisokatra daholo ve ireo haino aman-jery nihidina ? Toa tsia ny valiny, kanefa ny an’ny foza toa be dia be no nosokafana ?
    – Milamina ve ny tany sy ny Firenena ?
    – Manaraka an’izay nifanarahana rehetra tao amin’ilay FDR ve ireo mpanongana, anisan’izany ny fitantànana vonjy-maika ny toekarem-pirenena na ny hoe gestion des affaires courantes, rahatoa ka diso ny fandikako azy ?
    …….

    Tsy vitan’ny hitanondrika, na hitomany na dia eo aza ny fahatezerana ny raharaha !
    Mila mitsangana ny vahoaka ary mila mihetsika !

    AOK’IZAY NY ANDRASO-ANDRASO !!!! DIOVY NY TANÀNA, MBA HAFAHAN-TSIKA MANORONA TRANO TENA MANARA-PENITRA FA TSY KITOATOA !!! IZANY DIA ALOHAN’NY FAHATONGAVAN’ILAY FILOHA HAJAINA !!
    TSY MAINTSY TONGA IZY, HIARAKA AMIN-TSIKA HANAO NY FINITIONS REHETRA !!

    FIAINANA MIRINDRA NO KAJIANA FA TSY FIAINANA BAORDELIKA, NA FIAINAN’ALIKA !!

  32. i kotoARYvelo anie efa nilaza hoe: « mihomana ny tsirairay @ fitsenàna ny filoha » ê!

    (az manao ny mety hanafitohin ny sasan an…)

    tsy adin ny vehivav raNAVALONA fa nanao izay mety ho hefany

    En guise de félicitations pour les efforts fournis & travaux accomplis, j’exige: TSY MAINTSY MAHITA AN’I KM IZAHAY TONG MIARAK @ DADA an! (kôzy ê!)

  33. Hilàza indray ilay iray fa maka « L » vao maraina !!

    Nisy hira mba saika alefako hoy aho, fa tsy nivoaka : « Te ahita anao » !!
    Mbôla hifankahita, hiaraka hitono maskita, hoy ilay avy any Tsiroanomandidy !!! MDR !!

    Regarde-moi et le ciel deviendra bleu !!!

    Au-delà de ce qui nous arrive, afin de mener notre combat à son terme et surtout gagner, soyons positifs re ê !

    http://objectif-gagner.com/comment-etre-positif-dans-la-vie/

  34. c’est çà! POSITIVE

    (pour ceux qui sont au pays sombrant dans le négativisme,
    pensée: à Mada la saison est LOHATAONA
    …)

  35. J’aime bien le mois de septembre à Mada !

    Actions –> bonnes alimentations !
    Lamentations –> Promesses bidons

    Fonctionnaires réclament points d’indice 800 à 9000 ! Ridicule même à 30000, si payés avec monnaie de « lémuriens » !!

  36. alahady ny andro
    bonnes alimentations: inona ny laoka?
    (tsy misy radio FAHAZAVANA)
    ___

    aza hadino: fanazaran-tena ie
    (tsy hanao toa an-draLyllisson – risara baomba tsy tenenina intson: efa hakatoky ny NA eny ankiaja = ring vao manomboka ny échauffement

    amponga be eraky ny tanàna raha lasan-ko razana any iny)

  37. Marina ve???efa manangasanga angah???ilay masoandro noezahan’
    ny renikely sy ny foza takonana????eny e!! miandry !!!

    Dia niasa aho izaho irery koa ny hihinana aho no hiantso olona lesy??tsy manao aho Rakoto!!(mdr)

    Hiomana @ inona ry Hoaiza????mba lazalazao vao2 ry zareo fa sao hanao toy ny virijiny adala hoy
    Raveloson .C izay.

  38. Misaotra fa voaray ilay hafatra farany io ry Kintana!!

    Inona ny laoka???aleo aho tsy hiteny fa toa izaho foana no diso, mihinan-drery, sady mampilenda.
    anontanio Kintana hoe: inona no laokan’i Ranavalona ??? hi!hi!hi!!!!

  39. Rehefa tsy manam-bahiny (vazaha), dia sakafo gasy no ady ao ê ! Tsy azo avela ny sakafo naha-botrabotra ! Sa ahoana ry « Van Cleef » ? MDR !!!
    Alahady ny andro, dia voanjobory sy hena tsy tian’ny silamo ê ! Izahay tsy mba mahita ravim-boatavo toy ny sasany !

  40. Ary nankaiza sa dia mbola voan’ny fonoka daholo ???
    Mifohaza fa mbola be ny raharaha tsy vita ê ! Nierina ity ny taona nanaovana sonia an’ilay FDR, mby aiza isika izao ?
    Toa ao anaty lamerda TOTAL ???

    Mba jereo itony raha mba miresaka an’i Madagascar ê !
    Ny commentaires, publications, lettres dia tsy misy fa babangoana !! Mba nanantena resaka momban’ny Firenena, dia resaka Zimbabwe toa izao no mba hita !

    http://www.hrw.org/fr/by-issue/news-filter/109

  41. Mi-grevy daholo angaha ny ratsan-tananareo rey olona ? Tsy azo atao ny mandalo tanàna amisy havana Ratsimilaho â !!
    Izaho mba miandry vaovao, ohatra ny kabarin’ny Filoha izay nataony tany Toliary !

  42. @Elas !

    Misaotra nanome ny adresse t@ youtube
    ary mbola misaotra koa nanome ity adresse ity :
    http://www.fidh.org/-Madagascar,642-

    Fa manontany tena aho hoa : Mba firy re no narotra tao e ???
    Manao girevy tokoa angaha ny rantsa-tanana. Izao ilay tena fahavoazantsika anie e ! Tsy mba misy tohiny ny resaka sy Proposition atao fa ny tena fotsiny no mivakl…

    Ny amin’ny GTT sy TIM dia proposition ireny nalefako ireny fa tsy misy fanenjehana na kely aza !Avereno vakiana kely dia raiso ho toy ny hoe proposition hoe !!!

     » Ya t il un pilote dans l’avion ???
    ——————> GTT ? TIM ?
    A bon entendeur ………….. »

    « Tahiry dit :
    14 septembre 2012 à 21 h 00 min

    J’ai oublié : GTT ou TIM ou…….MyDAGO – Tnn ……. qui a déjà publié la video ??? »

    Sa kosa ny « sasany » no tiana henjehina kooo ?!!!

  43. Tena tsy laitrako loatra ity Kafarafara kely ity ray olona a!!
    mba mahaiza re mba mifandamina fa aza mifanipaka toy ny valala an-karona a!!
    ao mantsy ny tsy mahatanty tsikera eto koa ny vatambatany koa manjary misy tsy fifanarahana kely sy
    toa misy FARA2TENY lava tsy dia mendrika ny zanak’i dada izany, fa dada dia olona MAHITSY ary olon’ny
    Fo re Tompoko o!!rehefa mba musy teny kely mitsipika dia iny no tsongoloana fa tsy mba izay mba ahitana
    ilay marimaritra hiraisana mba hivoahana @’izao fangejana mahazo ny firenena izao no homasoana raha toa
    ka iray ihany ny tanjona dia n HIVERENAn’i DADA.
    MBA MINGAVY RE RAHA AZO HATAO MBA DIOVY NY FO ALOHAN’NY HIDIRANA ETO RAHA MAHATSAPA
    FA ZANAk’I DADA IRAY IHANY A!!ilay teny mipiti2 mandreraka be!!aleo aza mifandona indray mandeha dia samy
    miala dia mifamela fa tsy TARAZOANA BE ILAY RESAKA a!!!AMIKO ALOHA FA NY HAFA TSY HAIKO??

  44. Izay vao harako Kintana fa hay i Dada no niditra mivantana tany Toliary
    ontsa ny fo maheno ny vao2 avy any, dia nona no mba hataon’i Ndefo hono @
    izao fahavoazana miohapapana izao???lemena mihintsy ilay Atandroy fa miseho ho be mokony mba handrobana
    ireo harena ao koh!!tsy musy afaka mitraotra intsony, na i domelina aza efa mahasahy mijabaka any @ izao toe-
    draharaha mavaivay izao, aiza i Toliary taloha???

  45. tsy misy grevy
    KonZé de manadio ny trano handraisana an-draFahavaratra
    ny zariDaina tsy adino amin’izao vanin’andro lohataona izao: maintso hahitra (hoy ingahy FETSYson izay!)

    Soa fa nisy ny VAYvavy:
    [ranavalona dit :
    Tena tsy laitrako loatra ity Kafarafara kely ity ray olona a!!
    mba mahaiza re mba mifandamina fa aza mifanipaka toy ny valala an-karona a!!]
    ___

    Ampirihatin’i MAHARANTE JEAN DE DIEU hatrany @ fifidianana izay ho filohan’ny fikambanana zanak’i toliara ny FORCING no vaovao rehako omaly: olo mamo maro baka ndesiny nilitsy ny burô de vote t@ alahady

  46. o ry Tahiry an, de ahôn’ity, tsy misy mention « zone rouxje »
    plus
    QUI/QUOI/COMMENT les a-t-on poussé à mettre en éxécution l’inadmissible dans un état democratique:

    L’usage de la force par la garde présidentielle était manifestement disproportionné et donc contraire aux dispositions de la Charte africaine des droits de l’Homme et des peuples relatives au droit à la vie et à l’intégrité physique et au droit de réunion. La ministre de la Défense, Cécile Manorohanta, a démissionné refusant de cautionner l’action des forces de sécurité contre les manifestants.

    …….
    La FIDH demande à la présidente de la CADHP de réagir publiquement sur la crise à Madagascar en condamnant les violations des droits de l’Homme et rappelant les dispositions de la Charte africaine des droits de l’Homme et des peuples et les dispositions de l’Acte constitutif de l’Union africaine et de la Charte africaine de la démocratie, des élections et de la gouvernance, qui interdisent tout prise de pouvoir par des moyens anticonstitutionnels.

    ==> tsy hita be niany, atao mifandringotra zany ny resaka

    Miala tsiny amin’ny fihavanana raha milaza itony: ON SE FOUT COMPLETEMENT QUE CECILE-la-cécité AIT DEMISSIONNE, pour (tous les coups sont armonieusement préparés) devenir qques instants plus tard Ministre de tous ces AVOCATS DU DIABLE

    ____

    faites recherche: elle a construit une maison (semblable à un chateau commentait-on sur Mydago et ailleurs) dont ameublement en BOIS DE ROSE, seule une poignée de dollars fait la différence avec le chateau construit par Andry Rajoelina à l’île Maurice???!!!

  47. Sosokevitra: mila mi-intervenir manome corrections!

    ATSOY I ELAS nanolotra an’iny lalan’iny…

    (LOL ihan kou an: homam-bary aza tsy hoe misy fa toa latsaka ny ankamaroany)

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *