BOTOZAZA PIERROT : TSY HISY AFAKA HANAKANA NY FODIAN-DRAVALO

Nihaona tamin’ny mpikambana ao anatin’ny ankolafy Ravalomanana tao Antsohihy ny delegasiona notarihin’I Botozaza Pierrot ny Zoma lasa teo ary nitohy tao Mandritsara izany ny Sabotsy hariva. Anisan’ny nodinihana tamin’izany ny fifanankalozan-kevitra momba ny toe-draharaha politika, ny fampitam-baovao, ny fijerena ireo olana misy ary ny fanazavan’ny Praiministra lefitra misahana ny teokarena sy indostria Botozaza ny politikan’ny ankolafy Ravalomanana.

Ankoatra izay dia nisy ihany koa ny fihaonany tamin’ny mpitarika ny antoko Tiako I Madagasikara tao Befandriana avaratra ny Alahady hariva. Efa voasoratra ao anatin’ny tondrozotra hoy izy, ny fodian’ny filoha Ravalomanana Marc ka tsy hisy afaka hanakana izany. Nanentana ireo mpomba azy ihany koa ny tenany mba tsy hatoritory fa hanetsika ny vahoaka mpomba ny filoha.

 

22 pensées sur “BOTOZAZA PIERROT : TSY HISY AFAKA HANAKANA NY FODIAN-DRAVALO”

  1. Efa ela izay « TSY MISY AFAKA MISAKANA »!
    MAlemy ianareo mpiaradia aminy sa mpiatsara velatsihy aminy fa tsy misy mahavita na inona na inona; ny PHAT-nay efa manao zavatra maro eto sy eroa ary tsy maintsy ho filohan’ny 4ème Repoblika satria sady hendry no madio.

  2. raha ny vava no lazaina , dia efa tonga i dada!kely sisa,hihenjana isika,aza matahora,i dada ho avy niany et blablabla!hafa ny taloha sy ny anio!ny tgv mandroso hatrany ary 100%raha izao no mitohy!de eo mahita izy!sady efa tonga ao @toby tsimandrava anie ravalomanana e!

  3. i Beriziky aloha dia tsy haiko hoe inona no ataony ao, mitsetsitra fotsiny ny harem-pirenena
    Olona mba mahalala ny fahoriam-bahoaka ve dia isakafo atoandro tao Mantasoa Lodge (ex-riverside) t@ asabotsy 06/10/2012 dia hélicoptère no entina, pilote vazaha, oatrinona iny helico. iny vao mihetsika, vaovao

  4. Efa manao fampielezan-kevitra sahady Botozaza e! Raosy irery ity no gidany, sady tsy afaka hilatsaka. Hizarazara be zany raha azko eto, zay ho kandida n’ny TIM. Izay misaraka koa moa fasika, de ny anay no favori be avy eo. Mazava be ny mission n-dRabotozaza e! hizarazara hampandresy an’ilay jeune favy be, de hanao fanambarana hanohana azy @ 2 nd tour. Ny sezany sy ny ho avy politikany ihany woa ny an’olona, fa tsy hijapy soavaly maty otran-dRaosy. Mbola tsy mahay politika sy ambadika politika foana ve ry zanakosy ô. Ka sagnagna mandrakizay tsinona koa.

  5. ….ny foza dia foza ihany tsy mahalala afa-tsy ny eo ambany orony:
    1-ny tetezamihitatra dia mi-assurer ny affaire courante no tokony ataony ka na nahavita 500% ary izy vao maika nanao fahadisoana be,20% ny budget no an’ny Malagasy dia ahafahany ùmiodina firy taona!!!!!! satria mangalatra dia afaka miodina, dia avy eo mody manao zavatra i-justifier-na ny ROBA atao

    2-ka inona no olana ra manao politika izy nga tsy zoany zany

  6. Mampiomehy marina itony foz bogor zany lé; ilay mpandahatra lainga hoatry ny olona tompoiny ihany ngah azo hanao izany tsony ny gasy!!! foza dia foza eny foana!

  7. Zao ve ny olona woe mba hilatsaka PREZIDA nefa na zavatra zarainy aza tsy fantany akory fa mizarazara aminy n’a pas arak’ilay fiteny taloha dia aleo hiomezana fotsiny.Ny tena mahavoa anareo FOZAORANA ireo mantsy dia na tay aza mbola lazainareo manitra ary izay no tena.ao anatiny lohanareo hatraminizao ary ho anareo tsy misaina manohana any i TGV ireo dia mba vakio kely ity lahatsoratra ity fa na bhianareo aza dia mety hiomehy sy tafitohina

    Festival de Barahoa : Andry Rajoelina a distribué des filets interdits
    Mardi, 16 Octobre 2012 00:00

    Simple erreur humaine ou velléité d’induire le président de la Transition en erreur ? Le mal est en tout cas fait parce que l’on apprend que les filets de pêche distribués par Andry Rajoelina, lors du Festival Barahoa ne sont pas conformes aux réglementations. Ce sont en effet des filets dont les mailles mesurent 20 mm et qui sont interdits dans la mesure où leur utilisation entraîne la capture des poissons de petite taille en cours de croissance. Autrement dit, l’utilisation de ces filets de 20 mm distribués par Andry Rajoelina constitue une menace pour la pérennité des ressources halieutiques. Qui plus est, 200 filets ont été distribués. Selon notre source, ce sont des agents du service de la surveillance des pêches qui ont découvert, hier, l’utilisation de ces filets non réglementaires. Quoi qu’il en soit, l’on apprend que pour réparer cette erreur, pour ne pas dire cette bourde, la Présidence aurait décidé de retirer les filets incriminés.

  8. ALEO MIANDRY NY VOKATR’IZAO AM-PAHENDRENA FA TSY HITENITENY FOANA ISIKA – IZAY REHETRA TIA NY FITONDRANA ANKEHITRINY DIA HO HITANTSIKA EO E – IZAY MIANDRY FILAMINANA KOSA DIA TSARIVY FA NY FILAMINANA NO ZAVA-DEHIBE FA TSY NY FITENITENENAMPOANA

  9. Lana ny ratsy ary nlanaMbola azo heverina ve mbola misy ny paika sy ny tetika faramparany entina hanaasarotra ny rfodian’ny Filohan’ny
    Firenena RAVALOMANANA MARC MIVADY SY NY ZANANY ?
    Marina fa tsy kely na vitsy làlana ny ratsy ary mety hisy singam-bola tsy ampoizina handavo ny vosotra izay nitandrina sy malina. §

    Koa aoka Isika hijery tsara ny fihetsik’ireo izay tsy niafina nanakana ny fiverenan’ny Filohan’ny Firenena ANTANINDRAZANA ! Iarahan-tsika mahalala fa miar ny rambony tsy ho tapaka izy ireo ary miaro mafy ny vokatry ny halatra vitany , a tsy hilasala izy ireo hampiseho ny maha-jiolahy azy ireo !

    Ny SADC , izay niomana ho amin’izany. Fifanatrehana izany dia efa nanomana ny setrin’izany…raha ho sahy hifandna amin’ny SADC ireto tsy maty voalavo an-kibo..

    Koa Isika dia
    manohy ny Tolona ary miezaka manampy sy manoro ny sy mampianatra ny fokontany ny fiarovana ny tànana sy ny. Fanana ary ny fiarovantenafanana !
    Izay tsy malina ,izay tsy miahiahy , tsy ela velona

    Ny Tompo Andriamanitra znie hmba sy hiaro Antsika !

  10. Aza mijanona mandinika ny fihetsik’ireo nanan-karena tampoka , harenatsy mifanaraka ami’ny vola miditra ao aminy ary miandaka amin’ny toekareny talohan’izao fanonganam-pajakana ( trnobe maro ,fiara maro ,omby ,kjosoa maro )ary ny fitafy dia tsy. Tonta fa complets maromaro , akanjo entina mihanjaika maro
    Ireny lmpaankrena vaovoa izay nahatra tsy vao ela ,ireny nofahavalo ary anisan’ireo tsy manaiky ny fiverenan’ny Filohan’ny Firenena ! Irny no niafina tao ambadiky ny miaramila sy basiny ary ny lcrmogene !

    ARY AOKA ISIKA TSY VOASARIKA IZANY FIHAVANAM-PIRENENA IZAY VOIEIN’I ZAFY !ISIKATSY NIADY FA TRABOINA , §TSY MISY OLONA NANAOVANTSIKA RTSY ,FA ISIKA NO ANAOVANA HERISETRA !
    F I ZAFY NO METY ENJEHAN’NY ERITRERINY MIKASIKA NY FANENJEHANY SY NY TSY FITIAVANY NY FILOHA RAVALOMANANA MARC IZAY NOFIDIAN’NY MALAGASY IN-DROA NISESY HO FILOHAN’NY FIRENENA. ;

    Ny Filoha RAVALOMANANA MARC DIA NANARINA NY FIRENENA :
    -ARA-TOEKARENA TAMIN’NY FANOMEZANA ASA IREO TANTSAHA AN-PITRISANY (fanampiana ara-bola , fanomezana maso-boy sy zezka ,fanondratana ny vidim-boly nokatra)
    -ara-pitantana ny vla sy ny fanampiana iatrehana ny fampandrosoana ( ny fanaovan-dalna , ny fanamborana ny fanabeazana sy ny fahalamam-bahoak..)
    Ireo vola nomen’ny mpamatsy vola (FMI, BM , ny fanampiana avy amin’ny Fire(USA) sy ny Vondrom-pirenena ( EUROPE) no nahodin’ireo mpitondra talohan’ny Filoha RAVALOMANANA MARC. ,izay NIKAJY TSARA MIARAKA AMIN’IREO MPAMATSY IZANY VOLA IZANY.;TSY NISY FANAMPIANANA VOAHODINA NA NO ZARAINA TOA NY TEO ALOHAN’NY 2002 !

    TSY VOAFIDY MOA IREO MPITONDRA MPANODIKODINA , DIA RITRA N VOLA AZO MORA ARY NY FITANTANAN’NY
    FILOHA RAVALOMANANA MARC IIREO VOLA FANAMPIANA HO AN’NY FAMPANDROSOANA NO NAHAVITA TAO ANATIN’NY FOTOANA IREO ASA VAVENTY (LlANA , TTEZANA ,HOPITALY TRANO FIANARANA , TSENA MITAFO ).

    NY FITONDRANA RAVALOMANANA MARC DIA NAMPIASASA MAZAVA TSARA IREO VOLA FANAMPIANA IREO ANY KA BETSAKA NY BAINGA VOAVADIKA !
    NIFANGARIKA NY VOKATRA NATERAK’IZANY FITANTANANA IZANY TAMIN’NY VKATRA HEFAN’IREO MPITONDRA NANDRITRY NY ‘à TAONA TALOHAN' » ny 2002

    ITAN’IZAO TONYOLO IZAO IZANY TSY FITOVINA EO AMIN’NY FITANANA NY VOLA FANAMPIANA ARY DIA NAMBARAN’NY FIRENENANA MIIKAMBANANA » FIRENENA MODELY I MADAGASIKARA  » ARY DIA VAO MAIKA NITOMBO IREO FIRENENA
    NIFANDRAY TAMINTSKA !
    IO. FIVOHARANA. AINGANA VITAN’NY MALAGASY NIARAKA AMIN’NY FILOHAN’NY FIRENENA RAVALOMANANA MARC NO
    ITERAKA NY FIALONANA ARY ANGAMBA HENATRA TEO AMIN’IREo MPITONDRA TALOHANY…
    MAHAGAGA IHANY FA FIVOARANA HO AN’NY MALAGASY IZANY §
    NY MARINA DIA IZAO :

    -NANDROSO NY FANARENANA NY FIRENENA ! NITOMBO NY VOLA NIDITRA AMIN’NY TOKATRANO MALAGASY
    6 FA NIHENA NY MASON-KARENAN’IREO MPITSENTSITRA NY MALALAGASY TAMIN’NY ALALAN’NY VIDIN’ENTANA AVY ANY IVELANY
    NY FILOHAN ‘NY FIRENENA MANTSY DIA NAMOTRA AN-TOERANA NY PRODUITS DE PREMIERE NECESSITE IZY NIRARY NIDINY ARY NY FAHAFA-MIVIDY MALAGASY NITOMBO (POUVOIR D’ACHAT A DMENTE ) ARY NISY NY FAHAFAHANA§

    INONA NO MAHARATSY IZANY ?*IREO MPANONGAM-PANJAKANA DIA NITETIKA NY NY HAKA MORA IZANY FIVOARANA IZANY…§
    TELO TAONA SY TAPANY IREO NO TEO NAMPIAN’NY HERIN’NY FRANTSAY ( NY FRANTSAY NAMPIROBOROBO NY AZY : TOTAL ,BOLLORE, ORANGE ) FA INONA NO VITAN’IRETO MALAGASY IZANY NAMENO NY PAOSY !

    EFA MARO NY RESAKA SY NY NY DINIKA MANODIDINA IZANY REHETRA IZANY FA IREO ALOHA NO TSARA NY ITSIHAVANA AMIN’IZAO FIHAKAZAKY NY TANTARA IZAO !

  11. Matetika isika Mpitarika dia miteny fa tsy misy olana na tsy misy mahasakana ny fodin-dRavalomanana ny tondrozotra no mamaritra izany, izay foana ilay resaka fa ny mampalahelo dia mijanona ho teny fotsiny io fa ny fampiharana tsy misy, hany ka lasa mitarazoka ny raharaha, ny vahoaka fanina tsy fantatra intsony ny tena marina, maninona raha mba jerena point par point ilay zava-misy e! dia hazavao aminay vahoaka ny tena marina sy izay tokony atao mba hahatonga ilay tanjona ho tanteraka e! aza atao fotsiny hoe politika avo lenta io fa tena mba jereo ilay olana tsy mahatanteraka ilay fodin-dRavalomanana dia miaraka miady hevitra fa izao ny fahorim-bahoaka hilomanosan’ny sasany, ka asantsika mianakavy.

  12. Tena marina ny an’i VONIFANJA.
    Tsy andron’ny fitanisany intsony izao, tsy andron’ny fanaratsiana na iza na iza intsony izao , tsy andron’ny fanamarinan-tena intsony izao, tsy andron’ny be kabary isany intsony izao, tsy andron’ny fampandriana andrisa intsony izao, tsy andron’ny fampanantenana poakaty intsony izao, Ho avy e ! efa kely sisa e! tsy maintsy mandresy e! tonga rahampitso e ! hitan’izao tontolo izao e !…. hatreto aloha dia tsy misy résultat concret no entin’ny mpitarika.
    Ka sao dia ireo mpitarika aloa no mandinin-tena vao miteny e ! sa kosa tsy mainsty miteny fa sao dia bedin’i Dada ?

  13. ny olana tsy mahatanteraka izany ry Vonifanja dia mbola tsy mety azonareo ihany ve. satria manaonao foana dadanareo, ary tsy mety miova ary tsy hiova mihintsy mandrakizay.
    efa any antanin’olona lavitra any mbola te hamono olona ihany, nefa ny efa novonoiny aza mbola tsy mikombona ny fery, faharoa ny vahoaka malagasy mbola mangidy hoditra amin’iny rangahy iny hatramin’izao. ireo no isan’ny antony mbola tsy mahatafody azy.

  14. ravalomangana/////
    tsy izany kosa ilay izy e!!!! ianareo no mamoaka notam foana!!!!! mila profoina ve izany?
    ny mangidy hoditra lazainao izany manko @ fifidianana ihany no ahitana azy, sa mahita fomba hafa ianao???? oay kay moa ianareo manana fomba hafa ko, toy ny mandoro fanana dia lazaina hoe mangidy hoditra!!!!!!!!!

  15. Tadidio hoy aho, fa efa tamin’ny décembre 2008, no efa fantatra ny zavatra nokotrehan’ny foza : Fanongànana ary famonoana (amin’ny fomba rehetra ary anisan’nizany ny famosaviana) ny Filoha Ravalomanana mihintsy rahatoa ka ilaina ; izany no tao an-doha na hevitra tapaka sy NORAISIN’IREO TSY MATAHO-TODY !

    Ny fanaovana sorona dia efa hitam-poko sy hitam-bahoaka ny porofo rehetra, atramin’ny antontan-taratasy navoakan’i sarla sy ilay namany !
    Vao tsy ela koa ny sasany no nibaredaka tao amin’ny ambasady amerikana sy sudaf !

    Ento any ny fisainana bakart sy mpidaina fa tsy hamokatra eto !

  16. Wawawa efa fahita foana sy diska miverina daholo izany ry KM sy ny ekipany a!
    Ny ady hevitra tokony ataonreo zao de woe, ahoana no hamohanana ny didy tsy ahazoan-dRaosy miala ny territoire Sud Af? Ahoana ny hamerenana ny passeport-ny indray any @ tompony. Modianareo tsy hita ane io, kanefa blocage be tsy hahafan-dRaosy miverina e!
    Mba woa meritreritra, fa tsy izany hijery ny fiverenan-dRaosy izany ny ahatongavan’ny SADEC eo. Ngamba tsy atoro ny atao hoe, fond sy forme ny zanakosy rehetra. Politika io ry zanakosy ô! tsy mino ny tenanay foana ve e! efa tapitra androany ny 18, SIMAO nilaza androany fa tsy maintsy hajaina ny datim-pifidianana. De ahoana indray e!

  17. Amin’izao fotoana zao dia iza miaramila feno bokotra varahina izao dia mia sahy mirediredy fa afaka hanakana ny fiverenan’ny Filohan’ny Firenena ,satria ireo mpamatsy vaovao dia tsy mahta aroso afa-tsy ny dridran’iNgilo mamerimberina ny fodian’ny Filohan’ny Firenena indrindra moa ny mpilaza vaovao ao amin’ny radio Rindra !
    Mahamenatra satria ila famakafakana tsy mitonda lavitra fa ny eo ihany no tsakoina

    Amin’izao fotoana izao dia tsara tokoa ny miverina mampahatsihy ny antony nanosika ireo mpanohtra nihoko nanao fanonganam-panjakana.Iray petsapestsa amin’io fakana an-kerin’ny fitondrana ireo mpanohitra nanomboka ny fanambarana fa lany tamin’iray toro dia vita ny Filoha RAVALOMANANA MARC…
    Ny fitantarna izany dia misy fanaratsiana fa filazana ny seho sy ny tranga tamin’izany ary tsara ny mamoha fotatamandry amin’ny alalan’ny famakiana ny gazety nanoratra sy nitantatra izany…
    Nilaza teto aho a rajoelina niaitaintay hina menaka toa an’i tsimandrava dia nanaika natao andevo mpandray baiko ary ny miaramila dia regoka notendrena nampiseho hery tamn’izany..
    I tsimandrava tsy nahita ny fandrika niandry azy.
    I rajoelina dia voadidin’ny olona nahit izay nanjoha an’i tsimanrava , na nanoro azy ny velaram-pandrika ary ireo olona ireo dia nahay nanararaotra ity paika ka nahay niara nilalao ,niray tsikombakomba tamin’ireo tena nanongana ny fanjakana dia ireo mpanam-bola(frantsay , karna ,malagasy et Madagasikara ) izay very vola noho ny fandrosoan’ny Firenena sy noho ny fiakaran’ny fhefam-bidin’ny Malagasy afaka nisafidy izay zavatra hilaina..
    Ny fanondrhina ireny olona nanampy ny mpanongam-panjana toa an’i tsirhonana izay nandrafitra ireo lalana biloka nampiasain’ny mpanongam-panjakana !
    Koa fotoana hanokafanatsara ny maso sy ny saina izao fa tsy fanaikinaikena ny tsaho sy ny angano..Azea mihinana am-bolony..Mianatra tsara ny Tantaran’ny Firenena…!
    Ny fodian’ny Filoha RAVALOMANANA MARC dia efa no tinapaky ny SADC tamin’ny faran’ny volana apît teo..Tsy manana fahefana hanova io fanampaha-kevitra io..
    Ny miarmla dia tsy misy fitondrana sivily mibaiko azy hnao izao sy izao , i rajoelina efa tapa tanan sy tongotra fa efa navelan’ny frantsay nobaikon’i sarkozy ary ireo miaramila dia raiki-tahotra fa maty ny lolon’ny miaramila SADC , izay tsy fantatra na ho avy na tsy ho avy fa azo antoka fa mana  » moyens matériels et humains  » izy ireo hafahany mandingana ny Canal de Mozambique  » ao anatin’ny fotoana fohy !

    Isika Malagasy dia okony hifantoka amin’ny teny nomen’ny Filoha RAVALOMANANA MRC ! AOKA HAHAY MIANDRY NY KAMBARY TSY MAINTSY HATAON’NY FILOHA ISIKA MIKASIKA MANOKANA NY FODIANY ! ARY MIHAINO SY MAHATOKY IREO DRIDRA AVY ETSY SY AVY ZROA !
    NAHANDRY TELO TAONA SY FITO VOLANA ISIKA !
    ENY NY ROA NA TELO NA ERIN’ANDRO DIA TENA ELA TOKOA !

  18. Tsy rivotra na matoatoa na avelo no nanongam-panjaka teto Amintsika ary tsy ny 17 mars 2009 dia ny andro nofidian’ireo mpanogana hamaranana ny ny coup ‘état izay no karakarain’izy ireo atry ny ela…Vao lany tamin’ny fifidianana 16 décebre 2001 ny Filoha RAVALOMANANA MARC dia nanomboka ny fampiasana ny fomba hanesorana ity voafidy eo amin’ny Fitondrana ny Firenena.
    Porofo ireo fitoriana natao teo amin’ireo membres-ny françafrique ( dakar I sy II) i
    Rribonaly ny naman-dratsiraka notarihan’i bongo omar..
    Mba lazao Aminay Malagasy inona no conra misy amin’io tribonaly ka hahafahany niditra amin’ny raharaha-piren’ny Malagay..?
    Ary nahoana moa ny antony nitondrana teo amin’ny Organoisation de l’union africaine ny valin’ny fifidianana nataon’ny Malagasy ? Tsy sekoseko sy famisehoana herisetra ve izany ,ary koa tsy fampisehoana ny fanitsikitsagana ny zon’ny Malagasy nifidy malalaka ?

    Io tsy fanekena ny safidy ny Malagasy io no ranory fototryny afon’ny fanonganam-panjakana…!

    Tao anatin’izany afon’ny fiheverantena ho zavatra izany no TERAKA NY FAHATSIAROVAN’NY MALAGASY NY ZONY ARY FAHATSAPANY FA IZY MALAGASY MIFIDY NO TOMPON’NY FAHEFANA !
    KA NONY TSY VOATAHANA NY HERIN’NY MALAGASY MIFIDY DIA NAHONGANA NY FILOHA VOAFIDY !

    DIA IO ILAY FILOHA FA TSY MATY FA AROVAN’IZAO TONTOLO IZAO HODY ETO AN-TANINDRZANA !
    DIA INDEO FA MAMPIAKA-PEO IREO MANOHITRA IZANY FODINA IZANY ARY MANAO MPAMONANY SANDOKA MILAZA FA :
    6TSY MAINTSY HATAO ALOHA NY FAMPIHAVANM-PIRENENA SY NY FANAMBOARANA LALAM-PANORENANA VAO HAFAKA MANAO FIFIDIANANA AMIB’NY VOLANA MAI?

    NY MALAGASY TSY NIFANDRAMATRA NA NIFAMONO , FA IREO MPIASAN’NY VOANJO NO NAMPIHOROHORO SY NAMONO ARY NANGALATRA NY MALAGASY ?
    IREO MPANOHITRA ATRAMIN’NY FARAN’NY TAONA 2001 NO NIADY SY NANENJIKA NY FILOHAN’NY FIRENENA RAVALOMANANA MARC ARY NANALA TEO AMIN’NY FITONDRANA NAMETRAHAN’NY MALAGASY AZY TAMIN’NY FIFIDINANA NATAO NY 06 DECEMBRE 2006 !
    IRETO NO ENJEHAN’NY ERITRERINY ARY MITADY HANADIO TENA AMIN’NY ALALAN’IZANY FAMPIHAVANAM-PIRENENA IZANY !
    TETIKA PAOLITIKA IO MBA HAHAFAN’NY OLONA TOA NY ZAFY , IZAY ALANA TEO AMIN’NY FITONDRANA NHO NY TSY FANAJANA NY LALAM-PANORENANA !
    DIA INONA NO HASINA ANANAN’IZAFY HITARIKA IZANY FAMPIHAVANAM-PIRENENA IZANY?
    HATALO FA NY FAHORIANA NIARA-NIAINA SY NIZAKA DIA SIMENITRA , LAKAOLY MAMPIRAY NY MALAGASY !
    NIAINA IZANY FAHORIANA IZANY VE I ZAFY SY NAMANY ?
    NY FAMPIHAVANANA DIA MITAKY ZAVATRA ROA LOHA :
    _ FIAIKENA AM-PAHIBE MASO NY RATSY NATAONAO TAMIN’NY F
    HAFA
    _ FANOHERANA AMAM6BOLA VOINA NATANAO TAMIN’NY HAFA…!

    AVELAO NY FITSARANA NO HISAHANA IZANY FAHAVOAZANA NY TSIRAIRAY IZANY FA AZA MIANAN-KENDRY !
    S D’IMPUNITE ET SEULE LA JUDICARISATION DES DELITS ET DES CRIMES PEUT DESINTRIQUER CET ECHEVAU DE FAITS MULTIPLES .
    NE NOU OCCUPONS PAS DE TELLES ENTREPRISE QUI ENGAGENT LA VIE DE TOUT UN CHACUN ET DE TOUTE UNE CHACUNE !
    EFA TSY EO AMIN’NY SAHAN’NY HELOKA IBABOANA MODY RARINY..TSY MARINA INTSONY IZANY (MARINA DANS LE SENS DE JUSTE ) SATRIA NISY VONO OLONA , NISY FANOLANANA VEHIVVY SY ZAZA , NISY HALATRA BE-VAVA !
    REHEFA VITA NY FITSARANA ENY AMIN’NY TRIBONALY , DIA HISY FAMPIHAVANANA ATAON’IRE NANATRIKA NY FITSARANA SY IREO NITORY !

    HEVERIKO FA NY FIFIDIANANA IZAY HO FILOHAN’NY FIRENENA , IZAY HO SOLOMBAVABAHOKA , IZAY HO LEHIBEN ‘NY FARUTRA IZANY HITONDRA NY FOKONTANY DIA FITSRNA LEHIBE HAFAHANA ISIVANA IREO OLONA TSY MENDRIKA HIKASIKA NY FIAINAM-BAHOAKA , ARY HAFAHANA NY MIFIDY IREO HANASOA SY HAMPANDROSO NY FIARAHA-MONIN’NY MALAGASY !
    MANAFO EFA NODAIKAN’NY VAHOAKA VE DIA MBOLA HANKASITRAHANA HITANTANA NY MALAGASY HO EO AMIN’NY FAHAMARINANA SY FAHAMASINANA ?

  19. Ny anarana entinao aza moa ataonao Ravalomangana , ka tsy mahagaga raha ataonao mangana daholo ny resaka rehetra ,mangana hatramin’ny firenena anaovanao azy , mangana ny bois de rose, mangana ny malagasy, mangana ny Tiko, ianao milaza fa I Ravalomanana no nanaonao foana raha tsy diso ny fitadiavako dia Filoham-pirenena lany tamin’ny vato 53%izy, fa naongana ka iza no manaonao foana amin’izany,tsy ilay manao tsinotsinona ny safidi-bahoaka fa maika ny hanankarena dia madika ny lalam-panorenana, izao ny vahoaka iray manontolo no tratry ny krizy, izaho koa mbola tsy nahita an-dRavalomanana namono olona nandritra izy nitondra teo amin’ny fitondrana fa izao izaho mahita amin’ny gazety fa maro ireo olona maty any an-tsimo, ka tsy fantatro izay tena tianao ambara amin’izany, sa ve tsy olona ireny maty vonoina tsy misy fitsarana ireny, izaho mamerina fa ianareo FAT ireo ary no tokony hitady vaha-olana amin’ity krizy ity satria ianareo no nahatonga an’io, sao heverinareo ho dondrona daholo ary ny malagasy ka ho vidinareo amin’ny vola 75.000fmg dia avy eo mitsindroka fako maro ny mahafantatra fa noho ny fitiavan-tenanareo dia nisy ny krizy ka aza manantena ny ho mamy hoditra amin’ny vahoaka izany e!

  20. Ny sainy mihintsy no efa mangana sy arafesina koa inona moa ry Vonifanja a!!
    efa voaozona ireny , diso andevozon’ny ratsy loatra ka izao no alehany.
    Koa manahoana ny toky Vonifanja a!!tsy maintsy ho avy ilay maraina fa andrintsika foana sa????isika tsy kivy,
    tsy musy miala eto, faly aho fa tonga indray sė ary mbola tsy MIOVA!SANATRIA!!!mankasitraka Vonifanja a!

  21. (Aleo aloha handrangitra kely,)
    ny lehilahy ihany anie mazana no mamadika palitao fa ny vehivavy mahari-pery e!
    ny lehilahy tsy maharitra ny mena miraviravy hi!hi!hi!!!!( @ ankabeazana kosa e!)
    ny vehivavy efa natao hiaritra angamba @ fanavotam-pirenena sns

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *