Rakotomanjato Rodin : Nanolotra « kit’s scolaire » ho an’ny CEG Mangatany

IMG_2726

Nitondra fanampiana « kit’s scolaire » ho an’ireo mpianatra any amin’ny CEG Mangatany distrikan’Arivonimamo androany ny Cst avy amin’ny Ankolafy Ravalomanana, Rakotomanjato Rodin. Fitaovam-pianarana toy ny kahie, stylo, fitsipika, gomme, trousse, pesilihazo, aro loha, baolina ho an’ny lehilahy, no natolotra tamin’izany tany an-toerana. Tamin’ny fandraisam-pitenena nataon’ny dépiote Rodin, no nilazany fa hatramin’izay nahazoana ny fahaleovantenan’i Madagasikara izay dia tsy nisy nahalala izany fokontany Mangatany izany, fa rehefa tonga ny fifidianana vao tonga ireo mpanao politika. Tsy fitaovana mora simba hoy izy ireto natolotra ireto koa noho izany dia adidinareo ray amandreny ny mikojakoja ny fitaovan’ny mpianatra ho entiny mianatra. Tsy misy zavatra ataonareo intsony eto amin’ny CEG hoy izy mandram-pahavitan’ny taom-pianarana fa vita teo amin’ny fampidirana sy ny droit ny adidinareo, noho ireto « kit’s scolaire » ireto. Tamin’io fotoana io ihany koa no nandoavan’ny Cst Rodin, ny karaman’ireo mpampianatra Fram dimy mirahavavy tamin’ity volana okotobra ity, izay mampianatra ao amin’ity CEG Mangatany ity . Raha misy ny ilaina hoy izy, amin’ny fampianarana toy ny « voyage d’étude » dia vonona ny tenany hanampy amin’izany. Ankoatra izay dia nanolotra fanampiana amin’ny « cantine scolaire » tao amin’ity sekoly ny tenany. Ny talen’ny CEG Ramatoa Rasoavelonoro Dina Mampianina dia nanolotra fisaorana ny Cst Rodin noho izao fitaovam-pianarana izao. Irariana hoy izy mba hitombo izany fanampiana izany. Nanafatra ireo mpianatra ny tenany mba hilofo mafy amin’ny fianarana. Aoka hoy izy mba ho avy eto amin’ny CEG Mangatany  ny filoham-pirenena, dépiote, ministra any aoriana any. Aoka mba ho kajiana ireny fanomezana ireny.  Ny solontenan’ny Fram kosa dia   nitondra fankasitrahana tamin’ny alalan’ny fanomezana avy amin’izy ireo   ho an’ny dépiote Rodin.Marihina fa mbola tsy afaka am-pon’ny vahoaka, indrindra ny tantsaha, ny fanomezana fitaovam-pianarana nataon’ny filoha Ravalomanana tamin’ny fotoan’androny, izay averin’ny « zanak’ i  Dada » amin’izao  fotoana izao  toy ity nataon’ny depiote Rodin Rakotomanjato ity.

7 pensées sur “Rakotomanjato Rodin : Nanolotra « kit’s scolaire » ho an’ny CEG Mangatany”

  1. ALLEZ Y

    FMMMYNYX
    (A0886/12 NOTAMR A0655/12
    Q)FMMM/QXXXX///AE/000/999/1847S/04728E002
    A)FMMM B)2012-10-25 16:42:00 C) 2013-01-25 23:59:00 EST
    E)REMINDER ALL FLIGHTS TO MADAGASCAR HAVE THE OBLIGATION TO
    COMMUNICATE THE LIST OF PASSENGERS 24 HOURS BEFORE THEIR DEPARTURE
    TO THE FOLLOWING ADDRESS- GDPX?ACM.MG IN THE 24 HOURS BEFORE THEIR
    DEPARTURE ALL MODIFICATION TO THIS LIST MUST BE COMMUNICATED IN
    THE SAME WAY BEFORE TAKE-OFF – TO NOT COMPLY CANCEL THE FLIGHT

    DIA AHOANA INDRAY IO R I BE KABARIN NY MAGRO ,R I HANITRA SY MANADAFY ,MANOELA SY R I STANSLAS …SY R I GTT ..METY HO RERAKA NY VAHOAKA RAHA IZAO NO MITOHY .

  2. Efa nalefanay any amin’ny IACO any sudaf io NOTAM io mba ho fantany ny fisiany ka hanalany azy.
    Ny asa fanasoavana ohatran’izao dia tsara otron’ny diaspora.Sa ahoana hoy ianareo?

  3. I dada8 ihany no mahatafika io resaka EDUCATION ny ankizy io ê!

    DU JAMAIS NI VECU NI VU
    on est sous JOUG depuis 2009:
    * contrefaçons
    * usurpations de fonctions (tsy mila resaka Mpanjaka nilaozan’ny toe-tr’andro izany)
    plus: quand la noblesse d’esprit de comportement traînent un profil bas
    si bas qui nous fassent huer « kapao fa manimba ny tany »

    * (ainsi que tous les délits inimaginables)
    que l’on rencontre et voit (impuni)
    à travers le pays

    que le pouvoir putshiste en place depuis 2009 (je ne dirais plus en passe de donner pleine autorisation)
    mais le contraire BENIT

    For the time being,
    nothing more to say
    to expect
    than this brilliant example written as a PLAN
    http://www.barackobama.com/plans/education?source=socnet_20121029_BO_FB_EDUCATION_PLANS_SIGNON&utm_medium=fb&utm_source=bo_fb&utm_campaign=socnet_20121029_BO_FB_EDUCATION_PLANS_SIGNON

    A DREAM? not at all: the president Marc Ravalomanana put similar into ACTION!!!

  4. O rey olon an:

    Je saisis l’occasion pour vous informer que (comme d’hab):
    la HAT a décrété le Vendredi 02 Novembre 2012 « jour férié ».

    !!!

    Satrinay mi-paresser any an-trano
    saingy tsy takatry ny lohakelinareo mpitondra ve
    ny vokatr’izany eo @ sehatra ara-ekonomik’ê?

    Ny mpianatra madinika efa vakansy de TOussaint
    fa ireo any @ ambaratonga ambony
    izay efa atao sacrifice (partisans de révolution orange sont champions en cette matière)
    nanomboka ny 2009

    efa ataonareo ao @ governement « laissés pour compte » par rapport au budget alloué aux autres ministères

  5. Inona no fantatry ny foza amin’izay fitantànana toe-karena ry HoAiza â ?

    RAHA OLONA NISAINA IREO, TSY NISY IZANY COUP D’ETAT IZANY !! POTIKA NY FIRENENA EO AMIN’NY LAFINY REHETRA, NY HALATRA SY VOLA VERY TSY LAZAINA INTSONY, FA DIA MBA MISY TONGA SAINA AMIN’IZANY VE ????

    Vendredi sy week-end hyper-jolis izany ny an’ny sasany izao ê ! Asa any amin’ny villa-n’iza indray no hi-bonober toy ny fanao ?

  6. hihihi

    tongo-bakivaky sady maharary no mahamenatra

    fiteny ka mba atao!
    F’izay nandany io volavolan-kevitra io de efa fantatry ny vahoaka tsy ankanavaka
    fa efa MARARY-SAINA – no sady LANY HENATRA

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *