RAKOTONIRINA MANANDAFY : RAJOELINA NO REMENABILA

MyDago.com

Faly aho hoy ny Cst Rakotonirina Manandafy,teny amin’ny Magro Behoririka androany mahita anareo tonga be dia be toyizao. Faly aho hoy izy, fa manankery isika noho ny asan’ireo mpanongam-panjakana. Noho ny asan’ny filoha Ravalomanana Marc sy ny Troika dia mahita ny aty vilany isika noho ny fananana ireo Cst, Ct, Ministra. Tsy manambola intsony Rajoelina hoy ity olomboantendry ity, fa tapitra ny hetra. Amin’izao fotoana izao dia malaza ny Remenabila. Fa inona hoy izy, no mahatonga azy ho Remenabila. Mpangalatra omby izany ary tsy te hikarakara fa te hanankarena tampoka. Tsy sahy mitaingina ny force one II Rajoelina hoy Manandafy, satria tsy manambola intsony. Hatramin’ny faran’ny taona dia tsy manambola omena ny mpiasam-panjakana sy ny Cst? Ct. Remenabila eto dia omby no resahintsika azy. Misy ihany koa ny Remenabila dia ny mivarotra an-tsokosoko andramena tany Maorisy. Soa fa nisy sahy nijoro vavolombelona hoy izy, nilaza ny marina. Sahy mijoro isika milaza izany marina izany. Misy koa ny mpitsara hiaraka amintsika hoy ity mpanao politika ity, hitsara an-dRemenabila. Tsy miasa irery isika fa manana ny filoha Ravalomanana Marc. Isika hoy Manandafy dia ho sahy hisambotra an-dRemenabila any an’elakelantrano any. Ny 26 janoary 2009 dia nisy ny fandrobana ny fananan’ny filoha Ravalomanana Marc hoy izy, ary mbola mitohy amin’ny Remenabila izany.

13 pensées sur “RAKOTONIRINA MANANDAFY : RAJOELINA NO REMENABILA”

  1. 21h00SADC: La troïka de la Sadc a tablé ce jour et continuera demain sur la possibilité d’un éventuel retour a Madagascar et de l’acceptation de la candidature de Marc Ravalomanana – 06/10/12

    orange

    POSSIBILITE DE RETOUR hoy ny POVCONS ,KOA HAVADIO io raha tena mpitolona isiska.

  2. Matoa anie mihisatra ny fodian’i Marc Ravalomanana dia tsy tian’ny SADC hisy korontana any Dago rehefa miverina izy.Ny fitandrovana ny filaminana no katsain’ny SADC rehefa tonga izy.Izany hoe hobiana ny fahatongavana an’i Ravalomanana fa tsy akoraina na enjehina i Rajoelina.Ary izay no mahatonga ny FFKM nampidirina an-tsehatra.Izany dia mba ny anjakan’ny fandriham-pahalemana.Ny firenena mikambana no mahita rehefa avy eo momba ny fanadihadiana ny fahamarinana.Asa aloha fa izay no fandraisako azy.Ka tsy tokony hanome tsiny ny SADC mihintsy satria raha tsy teo izy dia nikatso efa ela ny raharaha satria isika malagasy tsy nahavita namaha ny olana sa diso aho ve?

  3. ravalo tsy mbola tonga mikorotana eto mada
    ary hikorotana fana ra mbola tsy eto antoeranai ravalo
    fanafody mody izy dia mijanona io resaka korotana io
    satia nahoana io no andrasany ny vahoaka malagasy
    mba andefaso sary mydago fa tamy asabotsy lasa efa tsy nisy

  4. POSSIBILITE DE RETOUR hoy ny POVCONS :

    Possibilité hoy ny Povcons ao @ orange ,ny dikany izany ange dia fantatdika :POSSIBILITE DE NON RETOUR KOA MIANTSO IREO mpitolona rehetra erantany fa ireo no andrasana dia tsy misy zavatra hivaotra eto an tanindrazana.Tokony horaisina ny fepetra rehetra Hamaranana ity tetezaùita ity aingana.

  5. Rabekoto,nanahoana izay i charles,salama ve?mbola tsy ho tonga an tanindrazana?ry remenabila feno azy ny tanana andihizany.

  6. Itony Rakotopôka itony woa, no tena rainlainga mpamita-bahoaka. Ireny olona misarakorako lohana grevy nanomboka hatr@ 1972 no mankatia, tsy mahay afa-tsy ny manakorotana. Dis-moi tes amis, et je te dis qui tu-es? Ireny no akaman-DRaosy e! misarakorako mitovy aminy ihany. De manaova évaluation kely ange nareo e! Inona no vitan-dRakotopôka, nandritra an’izay niarahany an-dRaosy izay? Inona no vitany, hatramin’ny nanombohan’io tolon’ny magrobaka telo taona io?
    Ny dikany, de ny moov Raosy, no sagnagna. Aza manantena ny SADEC woa, fefa maty pasipaoro tanteraka Raosy, @ireo médiateurs ireo, ary ireo tsy afaka hanery ny justice Sud Af velively, hamotsotra mora fotsiny mpamono olona toy io. Ary toa nilaza woa lay avocat-n-dRaosy fa hanao par tous ses moyens handrava io didy io, to tsisy tainy mandrak’androany. Raosy woa efa mort, politiquement eto no resahanay a! satria mafy be sady taolana ny adve, de Zandrinay zany. Tena Manahirana ry MANAHIRA ny miaro ny hatezeran’ny MAGRORERAKA tsy hifototra aminareo a! hany ka tadiavina daholo ity lainga raofina rehetra mamelona fanantenana lava izao, kanefa vao maika miharatsy ny situation n-dRAOSY arakaraky ny fandrosoan’ny fotoana sy ny fifidianana manakaiky.
    Ireto magroreka koa moa tsy mba misy marani-tsaina mba nianatra, fa ataon’ny olona mitehaka fotsiny sy ouimse, ouimse lava. Atao ahoana koa moa fa au pays des aveugles, les bornes sont roi. Ela ihany no mba nahenoana mouvement politique, fa tsy mbola nahita vendrana otran’ity moov Raosy, sy ny zanakidada ity aho. Na ny débat -ny eto aza, mampanongo tena, de ny taigna ro menatsa.

  7. Mba jereo fotsiny ity fiakanjon-dRakopôka; be miray miaraka @ le gilet be misarakorako.L e satroaka moa mapme be hanakonana anle andrina mitakemotra tsy proportion @ le orona lava be. Any Sahamadio Fandriana tanindrazany ary moa de menatra mihitsy niavian’itony JBA itony. Mba te hanao fikatana jeune lery, hay J= jioul, B= boto, A= vieux. Inona ary zany raha fantatrareo ô?

  8. BOGOR!
    Tsy ny faikanjo no ahafantarana ny olona milay fa ny fomba fisainany, Io anie no ilazaoko fa tena miraviravy any amin´ny tany faran´ny maloto ny fisainanao io ! Hay izany iano anisaníreo olona be fitsaraa ivelany fa ny atiny paokaty. Mpihatsara-veltsihy no filaza anareo tia fisehoana ivelany, akanjo complet, akanjona Jaky mena tahaka an-Drajoelina, Rajeoleina misandoka ho mpanjaka nefa Jiolahy gaigilahy mpangalatra sy mpandainga.

    Amboadia misalotra akanjon-janak´Ondry ilay joelina. Misalotra ny voninahitr´i DADA malalany, Misalotra ny akanjon´ny Mpanjaka ,ka nagalarina hatramin´ny couronnen´ny Mpanjakavavy, taiza no mbola nisy tahaka izay teto Madagasikara???

    Ianao BOGOR koa izany tahaka izay, mpanao complet ,kiraro mangilatra nefa ny fisainanao feno KAKA . hi! hi! hi!

    Menatra aho marina, fa sendra izay paokaty sy Vendrana ny fireneko ,ka fongoriny ny harentsaina sy ny harem-pirenena.

    JIOLAHIM-BOTO mianakavy ianareo foza ireo……Tsy izaho irery no mahatsapa izay fa raha mbola Mlagasy misaina sy tonga saina ihany, tsy misy mandoka anareo. Afa-tsy Bogor efa very tadim-poitra sy very fisainana.

  9. ho any charles natao operatio indroa satria notapahana ny ratsantogony avia rehetra
    ny nahatonga anio araki ni dokotera dia vokatry ny poizina nampisotroina azy tao tsiafahy
    manao pansement no ataony izao mbola hahazo vaovao avy aminy ny rehetra fa mahandrasa kely

  10. Misaotra Rabekoto ah;mivavaka ho anareo any izahay,tokony hahazo ny dossiers rehetra momba izany moa i charles zany o?sy izay porofo rehetra ilaina aseho rehefa sitrana soamantsara ka …

  11. Manao intox ndray Rabekoto ka mihevitra anay mpamaky azy ho vena. Ny poizina hono no voatelin’i Charles koa ny ratsan-tongony no tapahina. Raha mba woe, ny atiny na ny vaovoniny de mba mitombina. Hi!hi!hi misy karazan’olom-bena mahatsikaiky ihany ity zanakidada ity.

  12. Lé Bogor dia tena tsy miova fa mampihomehy foana. Manao raisonnement-n’ny olona tsy misy ati-doha sy tsy manan-kolazaina. Mba azavao hoe ry Bogor ny antony nisian’ny compte bancaire-ndRadomelina Remenabila any Chine Formose ? Saika adinoko, natao tampoka amin’ny anaran-drainy io compte io.

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *