RAVELONANOSY MAMITIANA : EFA MANOMBOKA MANGOVITRA NY FAT

IMG_2383

Manomboka mafampana hoy ny Ct Ravelonanosy Mamitiana, teny amin’ny Magro Behoririka androany, ny raharaha ao amin’ny Cst sy Ct ary ny governemanta. Ny antony hoy izy dia ireny efa nambaran’ny filohan’ny Ct ireny tany am-boalohany. Ny mpanaramaso ny andrimpanjakana indray no arahamaso. Ny fisian’ny ankolafy Ravalomanana ao amin’io andrimpanjakana io hoy Mamitiana, no manahirana azy ireo. Eo no manomboka misy ny disadisa. Isika aza hoy ity olomboantendry avy any Ankazobe ity, tsy mbola niteny ka maika izany raha miteny tsy hipoka ny sarom-bilany. Manomboka mangovitra ny fat ary efa manomboka mandeha ny lalana. Izany hoy izy no mahatsara ny fifandanjan-kery. Manome toky anareo izahay hoy ity mpanao politika ity, fa miasa mandrakariva ao amin’io andrimpanjakana io mba hahatanteraka ny tolona. Isika dia manara-dalàna ka tsy miala amin’ny tondrozotra. Miezaka mandray andraikitra na ny filohan’ny Ct na ireo cst st ct rehetra. Tokony hisy hoy Mamitiana, ny firaisankina sy ny fifampitokisana amin’ireo mpitarika sy isika fa izay ihany no lalana mankany amin’ny fandresena. Misy mitady handrava hoy izy, ny sasany, hanaratsy antsika manomboka any amin’ny filohan’ny Ct. N’inon’inona fanaratsiana ataon’ny sasany any ivelany an dia ny antsika tsotra ihany , ny hisian’ny fifampitokisana ato an-kianja. Mahakasika ny fahatongavan’ny miaramilan’ny Sadc dia nambarany fa miandry ny rijan-teny amin’ny fampodiana ny filoha Ravalomanana Marc isika. Ny zavatra azo tsoahina hoy Mamitiana, tamin’ireny dia eo amin’ny miaramila. Ny tanjona ho azy ireo dia ny hoe « ho an’ny tanidnrazana ». Tonga izao hoy izy, ny fotoana koa miantso isika hoe aoka tsy mba hiadany atsy sy aroa ny tafika. Aleo ny raharaha politika ho an’ny mpanao politika, fa ny fandriampahalemana no arovanareo. Raha misy ny fiadaniana hoy Mamitiana dia mitohy ny krizy. Aoka ho tonga saina ny rehetra mba hijery ny krizy ary tokony handray andraikitra na ny mpanao politika, na ireo miaramila. Lesona lehibe ho nentin’ny tafiky ny Sadc hoy izy teto ary izy ireo no miteny hoe tokony hisy ny fandraisan’andraikitra dia ny mampihatra ny lalàna rehetra.

23 pensées sur “RAVELONANOSY MAMITIANA : EFA MANOMBOKA MANGOVITRA NY FAT”

  1. Miandry vokatra Zalah !! ianao koa ngamba naheno ilay
    teny faran’i lehiben’i CT teo @ kianja teo farany sady tsy voalohany
    fa hoe:  » tsy maintsy tonga alohan’i le 18 dada » (ALOHA ). Koa inona ary ity e!! aza dia mba
    mampandry adrisa oah!!mbola tsy ritra tanteraka ve sa mbola misy tonga mitolona ihany koa
    hanaovana toetra tsy zaka toy izany e!!!na dia efa nanamafy aza dada fa hoe  » IZAHO IHANY
    NO MILAZA NY DATY AHATONGAVAKO » sao dia tsy mety e!!ary izy tsy tonga eny ankianja
    matetika fa rehefa tonga eny ksa izy dia MAMAHAN-DALITRA FOANA, tsy aleo tsy mankeny?
    ilay izy andrinay fa aza manome fanantenana poakaty dia vita TOMPOKO o!!!andrinay foana
    ny dadanay fa aza fitahana izahay. DIA VOAKATRA NO MILA HO HITANAY ARY e!!

  2. Tena haleo tonga dia miteny hoe mbola sarotra ny hahatongavan’ny président aty madagascar. Tsy hita mantsy izay marina indrindra indrindra fa ny sadc sns. Diniho tsara ilay hoe samy tsy misy mirotsaka na président na rajoelina mandritry ny 2 ans ilay hoe ni ni satria mbola mitsetsitra mafy ny mpanjanaka.
    Dia tena marina ve mangovitra tokoa ny fat? toa vao maika ary mitombo ny vahiny manohana azy arabola sns, raha ny fahitana ny vaovao mandeha @ fahita lavitra no jerevana. Ka haleo ny réalité no tena tenenina @ vahoaka fa tsy resaka be isan’andro zao.

  3. Ny anao foana ity no tonga aloha !!! MDR !!
    Izaho koa sasa-miandry, mba te hahita an’ilay bainga ; asa dombo loatra ny angady angamba ! Tsy efa betsaka ve izay vary voaloatra izay ê !

  4. Il est humainement, philosophiquement et surtout psychologiquement impossible de soutenir l’insoutenable, même pour des raisons  » bassement politiques » !
    La conscience humaine a ses limites à moins d’être dénué de toutes valeurs, celles qui nous différencient des animaux !

    http://blogs.lexpress.fr/afrique-en-face-2012/10/16/du-rifi-filles-au-quai-dorsay/

    Pour vivre dans un environnement sain, le grand nettoyage d’automne s’avère nécessaire, autant que celui du printemps ! Espérons que J.C.B. saura manier balai, serpillière et autres éponges comme une vraie fée du logis !

  5. Tsy fanaovana taimbava @ foza ity fa tena zava-nisy.Indroampolo aho mandefa ity fa dia fafan’ny modérateur ao @ MOOV sy any ankafa foana.

    Tonga taty aminay (Majunga) ny CEMGAM Ndriarijaona nitondra 4X4 toyota fotsy immatriculé EM 1530 (omeko io mba ho POROFO hoe hitako marina).

    Saika hamonjy bord feno olona andro ZOMA fête de la Bière (lazaiko io mihitsy ny daty izay mbola tsy mino) ingahy no nijanona tampoka niaraka t@ fiara 2, escortes, teo anolonan’ny résidence PDS/ancien gouverneur; eo @ bord, eo @ tsy be olona MIALOHA. Niara-nijanona taminy koa ny fiara 2 escortes, dia nitéléphone aloha, TSY SAHY NIDITRA TENY @ VAHOAKA FA NAKA TOKY ALOHA.

    Hita be hoe matahotra (andro @ 6h45-7h hariva io), tsy matoky ny fihetsiny satria dia mi-téléphone tsy misy farany (mirehitra ny jiro anaty fiarany); azo lazaina hoe tena cible mora be aloha raha tena olona te-hamely azy.

    Gaga dia gaga aho, ary teo aho vao tonga saina hoe: izy indray no arovana mafy fa be fahavalo.

    izany ve no manao menaces an’i Ravalomanana???

  6. Raha fehezina ny expression ny tarehiny (hitako akaiky) dia ANXIETE.Olona te handeha hisotro toaka ry ranamana CEMGAM taty Majunga nefa matahotra, ka mila escotres fiara roa vao handeha « BORD ».

    Izany ve no olona atokisana mba hiaro an’i Andry Rajoelina? Izy aza matahotra mafy!!

  7. Tout le s’est focalisé sur le delai de 60 jours,àl(issue duquel
    le Présidentde la République RAVALOMANANA MARC « peut ou doit  » rentrer au Pays..!
    Je ne pense pas qu’il existe une connotation d’obligation imposée au Président à respecter stricto sensus le 18 octobre 2012 ,fixée un peu officieusement , par déduction de la date du 18 septembre 2012 , jour de la déclaration de la SADC du délai de 60 jours donné pour organiser son retour ou plutôt donné à ceux qui s’occupent du retour du Président de la République RAVALOMANANA MARC dans son Pays..
    Le deuxième repère indiqué comme date limite de retour avant les élections est calculé àà rebours par rapport à la date du 08 mai 2013 ,jour fixé pour l’élection présidentiele : oui cette date a été fixée par lesservices des Nations Unies ,mais cette date n’ a pas un caractère de fixité ou d’inamovibilité : elle peut être avancée ou reculée , car la latitude d inscription du candidat à la liste des présidentielles ne s’appuie sur aucune loi consensuelle , sur une quelconque constitution .
    La feuile de route qui gère la transition Nous sert de lois pour faire fonctionner la transition consensuelle et nclusive..Or cette feuille de route ne mentionne aucun indice préparatoire des élections..
    Mes remarques n’engagent que moi et ne préjugent nullement les décisions des éventuels candidats aux élections présidentielles.
    Ce que j’ai voulu dire que les dates citées ici et là ne sont de la responsabilité de personne !
    Il n’ y a aucun tort aux ns aux autres d’avoir pris pour de l’argent comptant ces dates citées et considérées comme des dates fixes et inamovibles !
    Je pense que ces dates et ces délais , étant données les problèmes sés par le retour du Président ,ont une certaine souplesse et peuvent donc être l’objet de variations !

  8. erreur : Au début du premier paragraphe , veuillez lire : « TOUT LE MONDE S’EST ENGOUFFRE..3
    Mes excuses

  9. any andro ny »mamy » eto ambony izany an!tsisy kabary ata raiky!lany bala laolo ambony io!mangidy ny fiainany

  10. L’arrivée ,sans tambour ni trompette ,de la mission parlementaire française it beaucoup de choses sur l’attitue de la diplomatie française actuellement conçue et dirigée par la Gache..
    Il est naturel que ce nouveau Pouvoir en France applique sa politique propre sans être obligé de suivre les pas du pouvoir sortant..
    Il est normal que ce nouveau Pouvoir se préoccupe des intér^ts de son Pays et dans ma lettre adressée au candidat HOLLANDE ,j’ai fait remarquer que ces préoccupations pour des intérêts de la France , ne doiventpas se faire au dériment des intérêts de Madagascar ,comme cela a été vécu , constaté par les Malgaches qui ont été victimes de ces actions coloniales ..

    Le Pouvoir actuel me semble voir un certain tact dans sa démarche prise de contact avec les rélités de notre Pays en envoyant des représentants du Peuple français en obervateurs…Oui cela se développera suivant les relations , les sentiments du nouveau Pouvoir à Madagascar , qui dépend du verdict et u choix des électeurs à Magagascar vers le la fin du printemps 2013..
    Mais d’ores et déjà , Nous constatons a débandadedans le cas des auteurs du coup d’état du 17 mars 2009.
    La France s’est opposée à la présence de rajoelina à la Francophonie qui s’est déroulée à KNSHASAHA .Nous verrons si rajoelina a toujours des facilités pour aller en France !
    Le nouveau pouvoir en France me semble avoir du respect aux VINGT MILLIONS DE MALGACHES vivant avec un demi- euro par jour par famille de six personnes !

  11. Fiainan’ny 99% an’ny malagasy no mangidy ê, tsy ny azy irery ! Mamono eritreritra amin’izay fomba mety azo hanaovana an’izany sisa, no ataon’ny vahoaka !

    Tohin’ilay resak’i Brandon. Nahoana ry zalahy no navelanareo hitantana an’io CENIT io ilay Beatrisy, kanefa akama be-n’ny mpanongana ? Izany ve no atao hoe ORGANISME INDEPENDANT ???

    Mba azavao kely ry zalahy ny antony, satria andraikitra sy asanareo PARLEMANTERA VOATENDRY, SY NY IREO MINISITRA AO ANATIN’NY GOVERNEMANTA KOA IZANY !

  12. Maitre Hanitra RAZAFIMANANTSOA aux Militaires Malagasy :


     » Mise en disponibilité. La Vice-Présidente du CST n’a pas manqué de toucher mot aux agissements des chefs militaires de la HAT qui se déclarent être contre le retour de l’Ancien Président.
    « Si vous voulez faire de la politique, vous devez faire une demande de mise en disponibilité. Ce que vous êtes en train de faire enfreint la discipline militaire »,

    a-t-elle martelé. Avant d’enfoncer le clou :
    « Les chefs militaires de la HAT ne peuvent pas parler au nom des forces armées malagasy. Leurs déclarations n’engagent qu’eux-mêmes. »
    Revenant sur le retour au pays de l’exilé d’Afrique du Sud, Me Hanitra Razafimanantsoa de déclarer qu’elle ne compte pas sur ces chefs militaires de la HAT pour assurer la sécurité de Marc Ravalomanana à son retour. « Nombreux comme nous sommes: nous pouvons nous-mêmes assurer la sécurité du Président Marc Ravalomanana », a-t-elle annoncé. La vice-présidente du CST a également rassuré qu’ « il n’y aura pas de troubles à l’arrivée de Marc Ravalomanana car « les pro-Ravalomanana n’y sont pas habitués ».
    Recueillis par RAJAOFERA Eugène
    http://www.midi-madagasikara.mg/

  13. SADC : Départ en catimini de…….. Leonardo Simao
    Où est-il passé le Dr Leonardo Simao ? En fait, ce n’est qu’hier qu’on a appris que la délégation de l’équipe de médiation de la SADC conduite par cet ancien ministre des Affaires Etrangères du Mozambique a quitté la Grande île vendredi. Elle a pris ce vendredi le même vol que la délégation militaire de la Communauté de Développement d’Afrique Australe. D’après nos indiscrétions, le Dr Leonardo Simao aurait été présent à la conférence de presse que le général de Corps d’Armée Charles Mayounga a donnée ce vendredi à 11h à l’hôtel Colbert. Pourquoi l’émissaire du médiateur en chef Joaquim Chissano n’est-t-il apparu ? Bref, le Dr Leonardo Simao est parti sans faire de déclarations sur le déroulement des consultations qu’il a menées pendant six jours auprès des signataires de la Feuille de route.

    Rencontre. Notre source a permis de savoir que la délégation du Dr Leonardo Simao et celle du général Charles Mayounga ont tenu vendredi à l’hôtel Colbert une réunion conjointe avant la conférence de presse de 11h. Une occasion pour les deux missions, l’une militaire et l’autre politique, de confronter les résultats des consultations qu’elles ont effectuées. Mais, contrairement à l’équipe du général Charles Mayounga, celle du Dr Leonardo Simao n’a pas annoncé à la presse nationale la fin de sa mission. En tout cas, la double mission de la SADC à Madagascar n’a pas répondu aux attentes immédiates des Malgaches qui ne veulent plus que la crise se prolonge. Combien de temps faut-il encore à la SADC pour trancher sur le retour de l’ancien président Marc Ravalomanana ?

    RAJAOFERA Eugène(midi-madagasikara)

    http://i42.servimg.com/u/f42/17/12/01/17/oif-co10.jpg

  14. « Ny marina tsy ho rendrika mihintsy, fa hitsingevana sy hipoitra eny foana indray andro any », na ny zavatra rehetra nitranga tany Maputo tamin’ny 2009 aza !

  15. Tena tsy arako fa hay manandrambo ialah io????MDR

    Fa marina inona indray no mbola endrasana eo e??fa tsy efa miaraiary daholo ve izao fa mba nona no
    azo hatao???manara-drenirano fotsiny.

  16. Ny marina REHETRA momban’ity krizy ity re ranavalona ô !
    Mbola miasa izahay ry Tahiry â ! Aza dia mikoraka ianao ! Tsara aloha no tsy dia miantsy ady loatra amin’ireo solotena frantsay, izay mbola any an-toerana ny sasan-tsasany amin-dry zareo ê !
    Tokony tohanana aza izy ireo, fa tsara ampatsiahivin’azy fotsiny fa TSY MILA RESAKA AMNISTIA izany ny Filoha Ravalomanana, satria tsy olo-meloka !

    Piège tabou !!! Hira mahafinaritra !!

  17. eo indrindra isika! fangoronan-karena io e!!kitapo latsaka!!

    Io idray ilay vidaka fa tsy mandeha .za efa naka toerana ery! izaho ihany no tsy tian’ilay vidaka an!

    Fa msy inona oha ao @ gtt.org ray olona fa nivadika gisa maintsy avy hatrany, dia ho sanatria koa ve??????

  18. Eo indri dra isika izao! fanongonan-karena io e! kitapo latsaka!!

    io fa tsy mandeha indray ilay vidaka! za efa naka toerana ery!

    Dia mba msy afaka manazava ve azafady ? fa misy inona ao @ gtt.org fa toa nivadika gisa
    maintsy avy hatarany ??dia ho sanatria koa ve???

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *