Ravelonanosy Mamitiana : vonona hitsena an’I dada ny TIM faritra manodidina Antananarivo

IMG_1570

Maro ireo olona nanoina ny antson’ny Tim Antananrivo Renivohitra
tamin’ny fanatevenana ny hetsika androany teny Magro Behoririka. Izy
ireo no anisan’ny tompomarika amin’ny fikarakarana ny hetsika teny
an-toerana. Ny Ct Ravelonanosy Mamitiana sy ny parlemantera rehetra
dia nisaotra ny tanora Tim avy any Antsirabe niaraka naira niasa
tamin’izy ireo.  Ny Tim faritra manodidina Antananarivo hoy izy, dia
vonona hitsena an’I dada ary tsy mahalala afa tsy izy. Rah any faritra
manodidina Antananarivo no jerena dia mahnatra ny vahoaka satria
mpamboly ny ankabeazany tratry ny krizy.  Eto izahay hoy Mamitiana dia
misarika ny sain’ny iraisam-pirenena ny Sadc izay voalaza fa ho avy
rahampitso. Tsotra ny anay ampiaro ny fanapahan-kevitra izay
noraisnareo, ampiaro izay voasonia ao amin’ny tondrozotra, ampiaro
ilay 60 andro izay lazainareo fa hahavitan’ny tombana teknika ka
miverina ny filoha Ravalomanana. Rhefa tonga izy hoy ity
olom-boantendry avy any Ankazobe ity, dia alefaso ny fifidianana fa
1eur tour dia vita.

1 pensée sur “Ravelonanosy Mamitiana : vonona hitsena an’I dada ny TIM faritra manodidina Antananarivo”

  1. Olon’ny Frantsay ireo tonga ireo!!! ho lany andro raha amin’ireo no hangataka fampodiana an’Dada fa aleo hiroso à hevitra masaka @ zay!fa tsy mpagataka akory!

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *