TSY MISY MPANAO POLITIKA AZO AMPITAHAINA AMIN’NY FILOHA RAVALOMANANA

Anisan’ny mandray anjara amin’ny fanomanana ny hetsika eny an-kianja ireo fikambanana isan-karazany ao anatin’ny ankolafy Ravalomanana. Ny Sabotsy izao dia ry zareo Komity Miaro ny fiainam-bahoaka na KMFB no hanatanteraka ny haingon-tsehatra sy ny fikarakarana rehetra hahalavorary ny hetsika amin’io fotoana io. Araka ny nambaran’ny solontenan’izy ireo teny amin’ny kianjan’ny Magro Behoririka androany dia hisy ny fampirantiana sary mahakasika ny tolona nandritra izay telo taona izay, ka hisy lohahevitra raisina isaky ny andian-tsary aranty. Ankoatra izay dia hisy fanazavana ny mahakasika ny France afrika, ny fanjanahantany amin’ny endriny vaovao. Anisan’ny zavadehibe ihany koa ny fampidirana ny hiran’idada amin’ny findain’ireo izay mila izany. Eto an-kianja isika hoy ny KMFB no miandry ny filoha Ravalomanana Marc isika, noho izany dia tongava maro. Entano avokoa ireo olona izay mbola matoritory ho tonga hanatevin-daharana ny hetsika, satria mifanandrify indrindra io Sabotsy io, amin’ny fivorian’ny Sadc. Ny Ct Feno dia nanambara fa efa miady an-trano ny fat amin’izao fotoana izao. Gaga ny tenako hoy izy, raha nahita tamin’ny fahitalavitra fa ilay olona nanao antsika teny Ambohijatovo no mitaraina,fa hoe olona ambony nefa nitondrana miaramila mirongo fitaovam-piadiana. F’angaha hoy Feno, izao ianao vao nahalala, izany fa izany no nahazo anay ireto. Tsy misy miala eto raha  tsy tonga ny filoha Ravalomanana Marc. Mpamosavy milevina amoron-dalana hoy ity olomboantendry ity, ka mahatantesa valinkitsaka. Raha fantatrao fa tsy nety nefa natao tamin’ny olona.Izao indray hoy izy, dia avoaka ireo mpanao gazety nefa mbola tsy nisy fitsarana. Ny radio fahazavana anefa hatramin’izao tsy sokafana. Hay ve hoy Feno, ka misy olona ambonn’ny lalàna eto, izay olona tsy nandalo famotorana akory ary nanao teny mahery teto amin’ny firenena. Mafy loatra ny herim-pamoretena ataon’ity fitondrana ity. Noho izany hoy izy, dia tongava maro eto an-kianja. Ny Ct Manoela kosa dia niantso ny miaramila. Efa napetraky ny fat daholo hoy izy, ny la13eme eo anivon’ny foloalindahy, no ho izay dia mieritrereta ianareo. Aza milingilingy misakana ny filoha Ravalomanana hoy Manoela, fa midina any Betroka misambotra an-dRemenabila. Ny zanak’idada dia hendry hatrany satria tsy mangalatra, ary tsy manimba fananan’olona telo taona mahery izay. Ny Cst Leriva Manahirana dia nisaotra ny vahoaka tonga foana eny an-kianja, n’inon’inona mitranga. Nampatsiahy ny vahoaka ny zava-bitan’ny filoha Ravalomanana Marc ny tenany sy ny mbola hifikirana azy hatramin’izao. Nitondra fampandrosoana teo amin’ny sokanjin-javatra maro teto Madagasikar any tenany hoy Leriva, raha tsy hiresaka fotsiny isika momba ny zaza niditra an-tsekoly. Tamin’ny androny hoy izy, dia tratra ny 90% ny zaza nianatra indrindra tany amin’ny EPP. Teo amin’ny lafiny tanora kosa dia marobe ireo tanora no lasa tany ampitan-dranomasina ary anisan’izany ny zanaky ny faritra misy ny tenako. Ho an’ireo mpamboly hoy Leriva, dia tamin’ny andron’ny filoha Ravalomanana Marc, no nisy ny fifaninanana teo amin’ny fambolena voly vary maro anaka satria ny tanjona dia ny ny ahatonga ny malagasy ho ampy sakafo. Ny Tiko ihany koa hoy izy, dia maro ny malagasy no nahita asa tamin’ny fomba mivantana sy ankolaka, ka anisan’ny nivelona tamin’izany ny vahoakan’ny Toamasina. Ankoatra izay hoy ity olomboantendry ity, dia tamin’ny 2008 efa nahatratra 7,1% ny tahan’ny fiakaran’ny toekarena ary niakatra hatrany izany, saingy tratran’ny sakana nataon-dRajoelina. Amin’izao fotoana izao dia manodidina ny 0,0% izany. Tsy misy mpanao politika azo ampitahaina hoy Leriva, amin’ny filoha Ravalomanana Marc hitondra fandrosoana. Manoloana izany hoy izy, no anentanana antsika hoe entano izay mbola misalasala. Raha tiana hivaha ny krizy hoy ity mpanao politika ity, dia ny fampodiana an’i dada ihany. Noho izany dia tsy azo solointsika iny rangahy iny , ka izay no hitakiana ny fiverenany sy ny filatsahany satria izy no lakile mampiray ny malagasy.

17 pensées sur “TSY MISY MPANAO POLITIKA AZO AMPITAHAINA AMIN’NY FILOHA RAVALOMANANA”

  1. Misaotra anareo rehetra teny @ Magro

    Tiako dahol ilay images an: MITENY TSARA DAHOL MIHINTS.

    (Fianganana anga no be any ry Tanora Gasy Vongany-Vendrana Bullshit ito an)

  2. http://www.youtube.com/watch?v=vnmtZD3PNwc&feature=relmfu

    Miaro ny vahoaka sy ny fananany NO ASANAY !!! Izao no tena atao hoe TRANON-DAINGA !

    Si la situation n’est pas aussi triste voire écoeurant, je me tordrais de rire !

    Firy ny matin’ny halatra sy vono-olona isan’andro vaky izao r’ilay vendran-dahy ity â ??
    Inona fotsiny no ataon’ialahisany ?? Milalao inona ? Misotro toaka sy mitaingina……taomôbilina fotsiny ?
    Naka loha-laharana ialahy nanenjika ny vahoaka tsy manan-tsiny, maneho ny tsy fankasitrahany an’izany fanonganam-panjakàna izany, maninona no tsy mba maka loha-laharana koa manenjika an’ireo remenabila any atsimo ireo ?

    Ny remenabila manao ny asa ratsiny maneraky ny nosy, ary ry REMENAKATRY ao Ambotsirohitra ary tohanan’ity vendran-dahy ity no raisin’iretsy tahaka !

  3. http://www.tiatanindrazana.com/pages/modules.php?id=8383&idcat=6

    Les remenakatry continuent à piller, à voler les biens du peuple malgache et de l’un de ses citoyens !!

    TOUS LES RECELEURS SERONT TRADUITS DEVANT LA VRAIE JUSTICE, LE JOUR J ! Ce ne sont pas les chefs d’inculpation qui manquent : Abus de biens sociaux, vols de biens d’autrui, recel, délits d’initiés, VOL DE POUVOIR ET COUP D’ETAT, ….

    A l’intention des imbéciles qui se laisseront tenter par ces diables, le gouvernement américain ainsi que la société Boeing ne donneront jamais, le code nécessaire pour faire décoller cet avion ! Le peuple malgache y veillera aussi, puisqu’il a son mot à dire sur ce sujet !

  4. BOgOR.
    marary andoha be fialonana ity ianao, mampalahelo ,fankahaana izao, fá nagah ianao ilay jilolahy nanapotika an´i Madagasikara lasa sesintany tamin´ny 2002. Ka tena malahelo sy feno fankahalana,

    izao. Firy ny olona mankahala ny nataoní Presiedent voafidim-bahoaka SEM marc Ravalomanana.Ary firy no tia azy,. Mba jereo ny site misy forum rehetra.

    Mba firy ny olona midera sy tia aníty jiolamboto mpanongam-panjakana rajoelina ity ? Ireo toa azy afatsy ireo mpangalatra sy mpanao afera maloto sy tsy tia na ara-dalana.
    Efa nisy ve ireo vahoaka nitondra antsitrapoa nitaky ny hijanona-drajoelina amin´ny fitondrana, nisy ve ireo vahoaka tena midera azy. ataoko fa mifanohitra aminíreo no mbola misy.

    Ary nahoana no mbola mamim-bahoka sy mbola takianny vahoaka, na kely ny lehibe , na antitra na tanora ny fiverenan´ny Filoha hajaina Ravalomanana sy ny ara-dalana.

    Ianao BOGOR io koa ilay fanetriben´ny firenena sy tia ny fahapotehan´i Madagasikara sy ny vahoaka,
    toe-tsaina sady mahamenatra no mamaplahelo ny toa anao. Mba mitongava saina fa tsy afindran-drajoelina aminao ,ny vola halatra azaony hatraminízay ary tsy omeny hiaraka ahatory aminao i mialy.

    manompo an-drajoelina tahaa ny andevo azon´aodiny ity ianao .

    mampalahelo

  5. Efa olona tsy avotra intsony io, noho izany avelao izy ho ao anaty fako ao ê !
    Fako mitovy amin’ny fomba fisainany !
    Tsy hitako izay mbola amelàn’i MyDago an’io hanoratra ato ! Raha mitady vola mafy ianareo ry « Fanantenàna » dia mba lazao !
    Tadiavako pub milay kokoa ianareo !

  6. Itony ve mba inona no fiheveranareo azy ? Zandary manam-boninahitra ve izao ? Tsy mila fanajàna akory ny olona toy izao toy ny tsy fanajàny an’ny vahoaka, sady olona tsy mpivavaka, no mbola be taim-bava !

    Maninona ireo lazaina fa mpitondra fivavahana teny Ambohitsirohitra tamin’ny 2009 no tsy norohina koa, dia nanaovana vava hoe any ampiangonana ihany ny toeran’izany mpitondra fivavahana izany !

    Asa na mba zanak’inona no azo hiantsona an’io bandy na bandit io ! Tena manao lohan’na mpidaina !

  7. I Orgasme RAKOTOMIHANTARIZAKA nipirina nankaiza? Iny no nizarazara basy-poleta ny olona nanafika teny Ambohitsirohitra

    De Tsy adino ihany koa ity, sao mitady hiala maina eo:

    [Olivia, Olivanna tel était le nom de la fille aînée du député d’Ambositra, Ratsimbazafy Heritafika. Olivia est décédée hier 15 Décembre 2009 à l’HJRA, à la suite d’un arrêt cardiaque. Dans ses derniers moments, la fillette réclamait encore son père, exilé à Maputo, suite à la note 0366MSI/CAB signée par un certain Organès Rakotomihantarizaka. Une trentaine de personnes sont concernées par cette mesure d’interdiction de rentrée sur le territoire malgache. Aux dernières nouvelles, le député Ratsimbazafy Heritafika aurait bénéficié d’une autorisation de rentrer mais le mal est déjà fait. Ratsimbazafy Heritafika aurait d’ailleurs décidé de rester à Maputo en signe de solidarité avec les autres exilés. Il semblerait également que la femme du député ne soit pas en bonne santé.]

  8. Misajaona,
    Za tsy naninona anareo, fa ny hevitray no mafonja be sady marina, de tsy zakanareo. Io ary le izy fa nofafana teo, soa fa efa nisy namaly. Mandratra sy tsy zaka ny marina ry patron Raosy an! tezitra rangahy, de ampanenoina mafy any @ mydago ny téléphone.
    Aiza re zany tsy mahazaka izany e! raha hendry rangahy, de valio le fanontaniako farany woe,fa naninona Rainareo, no nifona t@ vahoaka woe, tsy mety ny nataoko?
    Samy aty ampita isika ry K aka M erida a! ampy anay tsara ny karamanay sady mahavelon-tena norme be mihitsy. Tsy ny faminavinanareo woe, izao io, na izatsy, fa raha lehilahy, Bogor aza atakena fa ny heviny no kiano na disoy, fa raha tsy mahavita an’izany, de voaratran’ny marina ka tsy tafarina otran-drainareo. Kôzy be io an!

  9. Hi! Hi! hi! Voa i BOGOR ( Bogor moa sa VOANGORY  » voangory manko andevom-poza.

    tsy mafonja mihitsy ny hevitrao fa miraviravy amin´ny tany. ary tsy novalian´íty karilahy ty ny fanontaniako.

    ny Dadanay dia be fanajana ny vahoaka sy be fanetren-tena. hajainy ny vahoaka fa tompon´ny fahefana ary nanome azy ny fahatokisana hitondra ny tany . Olon-kendry izy ka mahatsapa ny hadisoany kely dia mifona amin´ny tompom-pahefana.

    Ary mba oviana i rajoelina mpangalatra fahefana ,sy mpanao jadona sy mpangenja ny vahoaka, ary mpangalatra volam-bahoaka, sy mpamono vahoaka, sy mpangalatra ny harenan´ny malagasy no mivarotra tanindrazana amin´ny karana sioa, frantsay ,arabo no mba hifona.

    tsy mahalala mifona ny jiolahim-boto fa ny ataony no ataony sady mamafy lainga lava izao , fa miandry ny tendany ho tapaka sy ho vitain´ny vahoaka vao hifona  » Trop Tard « …. Hi ! hi! hi!

    Aiza koa no ahitanay izay ianao velona tsara an-dafy sy ampy karama, raha ny toetsaina tahaka ny anao io, aloha dia tahaka ny olona malahelon-kanina , sy mialona ny Dadanay.

    inona foana ity raosy ity ??? tena itony bogor Voangory itony no tena mpino ombiasa, sy dadarabe ianareo ry bogor an! miraviravy aminny tany ho aho.

    aiza moa no tsy hano sorona ram-bahoak alohan´ny hangalatra fitondrana, hay nahazo torimarika tany amin´i losifera ianareo.

    Asaivo mba hanomezan-drajoelina aminílay volabe halatra sy ,mba omeny aní mialy indray alina aloha i tena ry bogor fa dia miasa mafy mihitsy eto .

    raha mba mahazo mihinanan kely aan´i Mialy manko i Bogor efa ampy ho karamanao izay aloha, fa ny volan-drajoelina tsy hanomezany anao na ny taim-paosiny fa efa azon´ny aodiny hanompo azy mandramaphafatiny.

    .manao sorona ny ainao noho ny fankamamiana ity rajoelina mpanongam-panjakan ity .

    Toa mbola i Ravatomanga mamy no mizara harena sy fananana aminy fa tsy i bogor .lany rora miaro mafy irery eto,

    asa anie io ataonao ,manirery miady ho an´ny foza , ahitsanay zanakí DADA aminízay itiavanay anao eto, ianao no mihosin-tay eto fa rajoelina matory amin´ny fandriana Bois de rose hi! Hi! Hi!

    mijanona elabe eto amin´ny Mydago ,fa samy ahaita ny farany eto isika.sady tsy misy analanay sy ompainay eto rehefa te hanompa izahay . I joelina tsy azoany dia ianao andevony no analanay eto hi ! Hi! Hi!

    efa be ihany ny foza tapaka pinces izay.

    Iza hoy aho no vahoaka mitaky an-Drajoelina hijanona ho filoha raha tsy ireo jiolahim-boto mpangalatra sy mpanao afera maloto.matahotra ny ara-dalana.

    Mbola tsy ny havanao sy anabavinao no lasa makorela tsy fidiny noho ny tsy fisiana noho ny nataon-drajoelina ry bogor. mbola tsy ny havanao no maty tampoka noho ny depression sy aretin-tsaina, mbola tsy ny havanao no maty noana, sy very asa.

    Mba gasy ihany ve io BOGOR io ,sa efa voandevom-bazaha hatramin´ny tsinay mainty koa.
    efa andevon-drajoelina i Bogor ,mazava aloha iny.

    BOGOR = fahavalon´ny vahoaka Malagasy, faly amin´ny fahoriana miajady amin´ny malagasy izao, sy faly amin´´ny fahapotehin´ny firenena malagasy sy ny taranaka malagasy izao.

    Fanetriben´´ny firenena i bogor . tsy fakana taranaka akory fa halavirina lavitra tahaka ny boka sao mamindra aretina. hi! Hi! hi! .

  10. aza sasatry ny midera-tena (tsy misy manisy combien toa ny makorely), r’ilay tsy vanona lohamBOanGOry-FotsyMainty VVV BOGOR ‘ty an.

    O dôsy ê, itony anga no be any : « Za tsy naninona anareo, fa ny hevitray no mafonja be sady marina, … »

    Avereno tenenina anie io fehezantenin-tena nosoratako taronindrika io, fa toa ireny olona reraky ny miziriziry manao ratsy, moa va tsy fihetsiky ny = zaza RatsyTAIZA et/ou JIOLAHIM-BOTO ..E F A…M I A L A…A I N A…farany ireny

  11. Sapa dit :
    5 octobre 2012 à 22 h 54 min

    http://www.midi-madagasikara.mg/index.php/home/3-politique/7876-commission-speciale-sur-lamnistie–risques-delimination-politique-
    Commission spéciale sur l’amnistie : Risques d’élimination politique !
    Vendredi, 05 Octobre 2012
    » Le Président de la Transition a soumis au contrôle de constitutionnalité de la HCC, l’ordonnance fixant les attributions, la composition et le fonctionnement d’une commission ad hoc dénommée « commission spéciale » au sein de la Cour Suprême.
    « La matière objet de l’ordonnance soumise au contrôle de constitutionnalité, relève du domaine législatif », souligne la HCC. Avant d’ajouter qu’elle « ne contient aucune disposition contraire à la Constitution ». Et de déclarer alors « conforme à la Constitution » l’ordonnance relative à la commission spéciale qui sera chargée de se prononcer sur l’amnistie large et de plein droit des faits et des peines entre 2002 et 2009. Et ce, en se basant sur la loi d’amnistie votée par le Parlement de Transition. Les décisions de la « commission spéciale » ne sont susceptibles de voie de recours. Composée de hauts magistrats et présidée par le …président de la Cour de cassation, la commission spéciale juge en premier et dernier ressort.
    Elections. Autrement dit, les poursuites et condamnations seront donc maintenues pour ceux qui se verront refuser le bénéfice de l’amnistie. Une mesure qui risque d’être instrumentalisée à des fins d’élimination politique, notamment dans la perspective des prochaines élections en général et des présidentielles en particulier. Et pour cause, « les individus condamnés définitivement et non amnistiés ne sont ni éligibles ni électeurs ».


    Est ce que seulement CES Messieurs-dames (MEMBRES DE LA HCC) COMPRENNENT CE QUE CE TEXTE VEUT DIRE ?
    That’s the question ! Cela expliquerait pourquoi les textes élaborés par RATSIRAHONANA, passent à tous les coups !!!



    @ Ranavalona !
    Ary rehefa izaho moa no MIDONGY, dia hoe : bedy elà ry Tahiry an !!!
    Nein ! neiiiiiiin ! vôlonezi 😉 ???
    Aoka izay oa ity milongilongy ity fa tena tssss ! Sa atao bisou amin’ny sofina à gauche dia à droite aloha ???

  12. Les putschistes essayent de détourner l’attention du peuple malgache avec des histoires de grenouilles et autres tentatives de dilapidation de ses biens ; et pendant ce temps-là, des soi-disant hommes de Loi à la solde des renégats imaginent toutes sortes de décisions toutes aussi illégales les unes que les autres, afin d’empêcher le Président Ravalomanana de se porter candidat à la magistrature suprême !!
    Justement, ce que Sapa et Tahiry viennent de reporter ici, nous démontre que la HCC continue à soutenir honteusement et sans aucune vergogne cette bande de racailles !

    Ce que ces bandits veulent faire avec l’avion du Peuple malgache : Affaire Immeuble de l’Imprimerie nationale française, sise rue de la Convention à Paris !

    http://www.geopolintel.fr/article336.html

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *